3 pensées sur “Andian-tsary AMBATORIA – BEALANANA”

  1. Jereo ry ranavalona ireto zanak’i Dada sy Neny, tonga mihaino sy manotrona an’Ingahy Robinson â !

    Ny tablier-n’ny sasany mbola madio tsara, ary mba manantena fiainana mirary toy ny zanaky ny mpanefoefo izy ireo ! Tsy ho tanterak’izany raha tsy eo ianao !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *