4 pensées sur “ANDIAN-TSARY FAMPIELEZAN-KEVITRA TAO ARIVONIMAMO”

  1. Aza hadinoana ny rahampitso alahady eny Antsonjombe manotrona ny mpifaninana Jean-Lous Robinson miaraka @ ankolafy Ravalomanana.
    @ 11h maraina dia efa manomboka ny fanafanana ny sehatra.
    Tongava maro

  2. Manatena antsika rehetra rahampitso e! Mbola manana sary le teo Mahamasina farany iny ilay akama izay, andeha ataontsika avo folo heny radem. mankasitraka mankatelina e! Fa mba mnontany tena ho aho nahoana no tsy lazaina amizao propaandy izao fa hoe: Vary 500ar, menaka 2500ar… izay no nanonganana ny filohantsika?

  3. Aza hadino ny mitanisa ny asand Rajoelina . Il se croit être au dessus de la mêlée pour Revenir et même pour rester.

  4. NOHO NY FAHARESEN DAHATRA DIA NIDINA TANY AMABANIVOHITRAY AHO NANAO FAMPIELEZAN KEVITRA. NY VAOVAO TSARA VOALAOHANY ALOHA DIA EFA NISY ZANAK AMPIELEZANA HAFA TONGA TALOHAKO TANY ARY LASA NANAO NY ANY AMIN NY FOKONTANY MISY AZY IZY.
    MAIVAMAIVANA ALO NA DIA TENA VIZANA AZA. NY ANTSIKA AGARD NO LO TENA BE OLONA TEO ANTSENA SATRI EDGARD NO TEO ALOHA. REO CHEF ZAP SY MPAMPIANATRA VITSIVITSY NY AZY ARY OLONA TSY MAHAZAKA OLONA.
    NANOFA MATOSY IZAHAY ARY NITETY FOKONTANY ARY NOFARANANA TEO AMIN NY TSENA.
    MITADY TEE SHIRT NY OLONA ARY VOLA. FA IZAHAY MO TSY NANANA ARY NAZAVAINAY FA FAHARESEN DAHATRA NO ANAOVANAY AZY. SATRY IZAHAY AZA TSY MANANA KO INONA MO NO HOZARAINAY. RESY LAHATRA NY OLONA.
    TENA FALY ARY TENA MBOLA AO AMPON NY OLONA TOKOA NY FILOHA RAVALOMANANA. NAMPISEHO FAHAVONONANA NY OLONA.

    NY TENA OLANA DIA NY TSY FAHAFANTARAN NY OLONA NY BILETA TOKANA. 98% N NY OLONA SAMBANY VO NAHITA IZANY.

    RAHA MISY AZO ATAO NA TSY AFAKA MIDINA ANY AMIN NY TANANA MISY ANTSIKA AZA DIA MANAOVA PHOTOCOPIE NY BULLETIN UNIQUE DIO ALEFAS HO HITAN NY OLONA ARAHO FANAZAVANA KELY.
    RA AZO ATAO MO DIA MIDINA MANAZAVA NY SAIN NY OLONA.
    RA VAKINAKARATRA ALO DIA 70% FARAFAHAKELINY RA MAHAY MAMPIASA BILETA TOKANA NY OLONA.

    MBOLA MISY NY FOTOANA KO AOKA HIFANOME TANANA.

    TENA GASY TSY MAINTSY MANDRESY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *