5 réflexions sur « ANDIAN-TSARY tao ANIVORANO NORD »

  1. Ianareo ao Diego : Mahita tsara izao ny fanagejàna sy fandambolamboana ataon’ny vazaha.
    Nisy nihevitra fa ny fiverenan’ny vazah mantsy no hahitàny ny tsara, fa hita tsara izao ny zavatra ataony raha nisy iny zaza novonoiny tao Nosy be iny.
    Misy dinihina tsara izany amin’ny mety ho fiaraha-miasa any aoriana, ary hisainana tsara izay heverina ho fidiana.

  2. Fa hono hoy aho e! ireo mpanohana an-dRavalomanana tsy handeha hifidy hono dia hanao inona e! inona no mba vaha olana e! miandry ilay soso-kevitra izahay hatramin’izao fa toa tsy mlsy fa olona miandry kendry tohana no hita eto sy olona manaramby ny olona manohana ny fifidianana, mbola misy fotoana ra olona e! mandehana mifidy fa aza dia entikambo fa firenena no avotana ary Ravalomanana no tohanana hody fa tsy ho tavela an’ny afrika atsimo any e!

  3. Mpanohana an’ny Filoha Ravalomanana tsy handeha mifidy, dia mazava fa mpanohana an’i domelina sy ny tariny ! Manampy sy misolelaka an’ireo mpambotry ny Firenena !

    Naman’ireo tsy nandeha nifidy, ary nahatonga an’i domelina ho voafidy ben’ny tanànan’Antaninarivo, satria tsy nandefa lavitra ny fisainany tamin’izany fotoan’andro !
    Variana nisotro bebeksa sy nitono maskita, satria niantehatra mafy an’ireo vendrana « mpanefa ny adidiny » !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *