28 réflexions sur « ANKAZOBE VS AMBOVOMBE »

  1. Mitombona ve io vokatra ao @fokontany Zafindramiry io? Mampieritreritra tokoa an. Mila mandinika sy mitady hevitra itadiavan ny marina @io vokatra io. Ra misy maromaro ny ohatran’io dia mety ho sairana ihany tsika.

  2. Ity li sites faharoamity aloha dia hita fa mpangalatra ilay. Fery vaovao. Raha izao no. Mitranga dia aleoko mica dray @ ilay Roland Ratsiraka. Satria izy sady mba manohitra io fitondrana io no sahy namely an’ilay fety vaovao t@ invité du zoma.
    Mila hetsika haingana itony voka-pifidianana itony. T,ONU nanotany ny CENIT ny ankolafy Ravalomanana ny @ PV-ireo io fokotany Zafindramiry io. Izany hoe n’a ny solotena n’a Robinson aza dia tsy nifidy azy ? Na koa tsy nisy olona na iray aza nierai retraitera nifidy azy ? Na ny CENIT no mangalatra na i Fery vaovao no mangalatra.
    Hoy Roland Ratsiraka hoe, ireny dokam-barotra be dia be ireny dia ahafahana mangala-bato. Hita fa marina izany.

  3. Etsy ankazobe aza io 97km an’antananarivo. Io le resulatat tamin’ny andron’ny sosialista e! Izaho mino fa ilay resaka delegue de bureau de vote io, rehefa tsy misy anao ao dia manao izay daniny kibony ny hafa! Ary aza hadino hoy aho fa ilay 254 milira very avy any tamatave anie azony hividianana ny responsable bureau de vote eran’ny Madagascar e!
    Mbola manao antso avo amin’ireo mpikarakara ihany fa tokony tena jerena akaiky io resaka delegue de vote io. Misy aza io mangalatra izy fa vao mainka tsy misy? Raha vojerintsika tsara ny lesoka rehetra, ary voaarina a peu pres aminy laoniny dia okay io 2etour io. Azo decortique-na tsra io resultat io! Samia mandray ny andraikitra zay tandrify azy daholo e! Ilay atao eto fifampizarana information; « AINA TY HOY RAINIMANONJA »

  4. Ity mba misy antso avo ho an-dRamatoa NAIKE ELIANE. Izaho manokana dia tena mankasitraka ny asa sy ny hetsika rehetra nataonao nadritra izay tolona izay, izay iderako ny herimpo nanananao sy ny toetra tsara nasehonao ho an’ny mpitolona rehetra sy Madagasikara, tsy ho hadinonay mihintsy izany. Ankehitriny anefa dia mila anao izahay, mila anao Madagasikara! Miverena re Ramatoa NAIKE ELIANE, mila anao ny tolona, mila anao ny mpiara-mitolona rehetra. Raha mba misy akaiky azy mahita ity forum ity dia mba ilazao fa mila azy ny firenena. MIVERENA RE RAMATOA NAIKE ELIANE, MIVERENA, MIVERENA, MIVERENA… MANKASITRAKA SAHADY NY FIVERENANAO!

  5. Ny zavatra crédible izao, dia: ingahy Monja Roindefo fantatry ny olona avy any @ distrikan’Ambovombe, efa adinon-dry zareo no mety efa tsy misy atoraka.
    TSY nomena fa natao ho aotra=zero=0% ve?

    ingahy Reboza – avy any @ io faritra io,
    azo antonina mety hilaza ny marina hoe « naninona no nozarain’ireo olona any antoerana misy anao, ka nanomezany an’i candidat HAJO izay ennemi an’i Reboza » ny vaton’ny mponina?

    ______

    Ho amin’ny fidinana manaraka,
    na misia afaka midina manantona any ny avy eto andrenivohitra na tsia
    dieny izao mila mijery OLONA TO-TENY mahay miresaka sy miaina eny anivon’ireny COMMUNE ireny! hiasa hampandresy an’i Dr JLR

    ______

    Nisy nilaza tamiko ny fahitany ny raharaha: fa raha misimisy ny mponina MIFIDY any amin’ireny faritra nandalovan’i Camille ireny, dia ho lasa filoha ingahy Vital io!
    Nihiratra ny masoko (ny ao an-tsaina manohina hoe NONNNN)

    Dia izy ihany koa no nahazo be tany Atsimo

    Anefa anie Toliara dia mpomba ny ara-dalàna.

    Koa raha matoritory
    mahatoky tena
    dia azon’ny ankilany

    ARY NY HALA-BATO DIA HITA MAZAVA TSARA AMIN’IO EO AMBONY IO

    (mila mandefa ankolafy R8-observateur
    fa indrindra amin’izao commune be antotan’isa mpividy)

  6. mitombona daholo ireo e! sady mpifidy tsy mihoatra akory 200 anie io e! ka na 100% aza tsy dia hoe ho be lanja ao anatin’ny vato rehetra! jereo ilay ao Ambohinaorina, nahazo 80.30% dia jereo fa 163 anie no isan’ny mpifidy azy e! dia rehefa ao izany dia hoe tsy nisy ny halatra? Dia jereo indray ny ao amin’ilay hoe Zafindramiry 73.79% ny an’i Hery dia jereo fa 107 no isan’ny mpifidy azy, dia ao indray izany no lazaina fa mangalatra ve? kanefa raha atambatra ireo fonkotany 2 ireo dia atao ny pourcentage? dia i JLR foana anie no mahazo ny vato ambony amin’izao e?

  7. ATY JERENA

    07h57>
    TENDANCES CENI-T :
    Recapitulation nationale. 8.474/20.001 (bureaux de vote). Taux de participation 59,52%. Jean Louis Robinson 27,96%. Hery Rajaonarimampianina 14,79%. Hajo Andrianainarivelo 9,74%. Camille Vital 6,51%. Roland Ratsiraka 5,85%. Edgard Razafindravahy 5,04%Date : 31/10/2013

  8. itony forumiste atao hoe AkikG dia mitonon-tena ho niveau IQ inf primaire mihintsy:
    rehefa manao interpretation
    mahakasika statistique anaty tableau
    dia TSY credible ity faharoa
    Z E R O 0% daholo (afatsy 3 izay TSY PEOPLE raikitra any akory ao anaty 34)

    ==> hosoka napetaka io!!!

  9. Je ne suis ni pour ni contre de ces résultats, et je ne ferais aucun commentaire, je veux d’abord savoir la véricité d’une telle publication. Moi, je vous invité à tous d’arreter de publier tout résultat sur le net car moi aussi je peux scanner et modifier (même avec paint,pas besoin de photoshop) tout résultat- Même un fichier pdf peut être modifié facilement actuellement-
    Au Cenit de se déboruiller de trouver un moyen de publier les résultats non piratables avec tous les détails (par bureau de vote par ex)
    Je n’hésiterais pas une seconde de faire une reclamation auprès du Cenit plutôt qu’à des résultats dont je ne sais même l’origine si il y a vraiment d’anomalie

  10. Je ne suis ni pour ni contre de ces résultats, et je ne ferais aucun commentaire, je veux d’abord savoir la véricité d’une telle publication. Moi, je vous invité à tous d’arreter de publier tout résultat sur le net car tout le monde aussi peut scanner et modifier (même avec paint,pas besoin de photoshop) tout résultat- Même un fichier pdf peut être modifié facilement actuellement- Vous savez sur internet il y a bcp de résultats scannés, modifiés et partagés partout- C’est une des raisons, à mon avis, pour lesquelles le Cenit a arreté de publier sur sont site
    Au Cenit de se déboruiller de trouver un moyen de publier les résultats non piratables avec tous les détails (par bureau de vote par ex)
    Je n’hésiterais pas une seconde de faire une reclamation auprès du Cenit plutôt qu’à des résultats dont je ne sais même l’origine si il y a vraiment d’anomalie

  11. qu’importe la source d’ou proviennent les donnees dans mydago

    gardez votre confiance au Cenit
    NOUS PAS!

    Deja depuis le debut
    rien qu’a entendre Beatrice se deverser dans des bla bla explicatives
    n’est pas a la taille

    ______

    sao variana eto isika: fa toa mitady hirika hanafoanana ny elections ve i domelina
    ho voadakantsika @ fomba demokratika mantsy ireo putshistes miaraka aminy i france

  12. zao re olona, aza d varina @tony resultat tony e!!!!fanadalana vahoaka fotsiny mba hikorotana saina sns marina mits io voalaza etsy ambony io fa efa misy zao ny fitaovana avo lenta anovana zavatra d avy eo publiena za mako mahita fa ny n°3 zao nahazo 0,4% ts aiko tsara d ny 33 80% d @ le ray 73 sy 0 % fa maninona mo reo iany no tena asogadina eto @ ty zavatra ty e!!!!!tena fanadalana fotsiny zao ny an CNET enona sy jerevana d samy tony miandry ny valiny fa zay tena efa leo le resaka

  13. Inona no tian’io zanklarka io lazaina eto ê ?
    Rehefa tsy mahafa-po an’ialahy izay ataon’ny olona, dia mandehana milalao an’izay tian’ialahy lalaovina any, fa avelao ny olona hamoaka sy hijery izay tiany !

    Ataovy moramora ihany ny fangatahanao ry Fatidrà, sao dia hahita angano amin’ny sasany ato ianao ! Mankarary ny masony ny mahita ny anaran’io olona io !

    MDR !!!

  14. fa maninona kay no tsy publier-n’ny CENIT par bureau de vote ao @ site-ny ny resultat mba ahafahan’ny olona mampitaha @ PV any aminy?

  15. Mila misaina lalina ny Ankolafy Ravalomanana, miray hina tsara. Tokony antsoina i NAIKA ELIANE ary tsy asaina miteny i Mamy Rakotoarivelo. Fa dia miara miasa. Tokony hanaovana famotorana ity fototany Zafidramiry ity, ary hampitahana ny PV tao. Dia jerena ihany koa ny fiasan’ny CENI-T tena mety hisy « premier-tour de vita tao fa nosaronanana. Aiza ve rangahy ka
    – BV 7842 dia Jean Louis Robinson 27,84%.Ary Hery Rajaonarimampianina 14,57%
    dia avu eo
    – BV 13808dia zara raha nihetsika ,Jean Louis Robinson 28,08%. Hery Rajaonarimampianina 14,78%.
    Hita mihitsy hoe hampidirina @ fiodinana faharo i Fery, dia avy eo hitadiavana atsanga tsy aman’orana.
    Tsy mety io fa manao zavatra maizana ny CENI-T

  16. Izao no atao hoe: hagegena mioham-pampana, MAY AMBONDRONA!!!
    FIRY MILLIARA NO VIDIn’io ALA-BATO IO?????
    Aoka ko isika tsy ho voajonon’i Kamily Vitaly fa ny Renimalalany RENINY IHANY AN!!
    Tokony tsy ataontsika mampihetsika volomaso iray akory izay zavatra fandranitana toy izao.
    Mila ady ry zareo fa tė handrava ilay fifidianana io ka sao misy miraparapa eo an!!jereo fotsiny,dia
    kajio tsara ilay valiny marina.
    Tsy maintsy koa mandrovi-tsihy ny alika e!!!efa miala aina ny FOZA ao anaty VOVOM-POZA.
    MANDAMINA FOTSINY RY ZAREO DIA NY ATAO HATAO a!!!tsisy ho afa-maina eo!!!

  17. BIZINA ny an’i cenit fa fantany tsara fa ho voadaka mafy izy raha izao no FOMBA FIASANY
    ka mba manararaotra farany izy.
    Za koa manohana 100% @’ilay FITALAHOANA an’i Ramatoa Naika ary FANDAKANA an’i KOTOVELO.
    Io no fanetry be ao amintsika ka tokony hilana FIHEVERANA fa sao kenda FAMPIRINY EO INDRAY e!!!!

  18. HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO
    HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO
    HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO

    Isika eto Antananarivo hono dia 39% fotsiny dia i Fery vaovao vay ankandrina dia 14% foana. Izany hoe natao mihitsy ho io no salanisa eto Antananarivo mba hilazana fa i JLR sy Vay ankandrina no 2e tour. Nefa HALABATO daholo io.
    Diso daholo ianareo fa tsy tokony ahazo 14% izany Vay ankandrina eto antananarivo!!!
    Minimum 50% JLR eto. Aza variana!!! HALABATO IO!!! Mila manao manifestation ny rehetra. Na ireny olona teny antsonjombe ireny fotsiny aza dia efa 30%!!!!
    Vokapifidianna amboarina MAHARIKORIKO!!!!
    Beatrice Attalah antsoina aminilay anarambosotra hoe BE KATALA (avadiho) dia tsy inona fa conseillère an’i Fery vaovao. Olona sarindahy!!!!Mpamoafady! Tokony tsy ekena io vokatra io na mody atao ambony aza i JLR.
    POIZINA!POIZINA!
    TANDREMO

  19. Tonga ao @ CENI-T ny mpagala-bato ofisialy hampadresy ny foza. ireo sy ny OIF no tena fitaovan’ny frantsay.

    18h55 CENI-T :
    les observateurs de la Commission de l’Océan indien visitent actuellement les locaux de la CENIT où se déroulent les saisies et les cofrontations de PV. Ils sont guidés par le président de la CENIT Béatrice Attalah.Date : 31/10/2013

  20. Dia ahoana indray io fa mitsinginda foana i jLR dia miakatra moramora ilay fery vaovao ? Misy korotana mihitsy ao @ CENI_T ao manao izay tsy hisia’ny  » premier tour dia via » ary anao izay hidiran’i fery @ fiodinanana faharoa. Ny ekipan-drajoelina anefa izao efa mitady lalana hanafoanana ilay fiodinana faharoa. Fa tsy hanovoka ilay feriny.

    19h30
    TENDANCES CENI-T
    Récapitulation nationale. BV confrontés 9.753/20.001. Taux de participation 61,82%. Jean Louis Robinson 27,37%. Hery Rajaonarimampianina

    18h20
    TENDANCES CENI-T
    Récapitulation nationale. BV confrontés 9.665/20.001. Taux de participation 61,82%. Jean Louis Robinson 27,48%. Hery Rajaonarimampianina 14,74%.

  21. Sady mangovitr’Homana ihany anie e!!!inona koa no dikan’ity SILATSILAHANA kely isaaky ny
    mandeha ity???ataony ohatry fangalarana ny voam-panjakana ihany no fangalarany ny vaton’i Dr.
    Efa zatra mpangalam-pihinana, sady matahotra ihany anie e!! heveriny fa tsisy manara-maso angaha ireo vato ireo??

  22. Hiresaka momba ny fihodinana voalohany aho.Izao no nitranga taty amin’ny faritra Androy:
    Tena tsy nandeha tamin’ny laoniny ny propagandy nataon’ny no 33:
    1-Rehefa nanomboka ny propagandy, tsy nahitana tracen’ny afisy JLR, na IRAY AZA teto Ambovombe, fa ireo hafa kosa efa nanenika ny tabilao sy ny tanana
    2-Efa herinando angamba vao nisy afisy vitsivitsy. I Tirike, sendra nandalo tamin’ny 4×4 no nizara depliant vitsivitsy tamin’ny olona izay sendra azy
    3-Tsy nisy tam tam, tsy nisy fampielezankevitra, fa nandritra izany kosa, inonnde ny tanana tamin’ny propagandy nataon’i Saraha, Camille, Hajo, Hery, Rolland Ratsiraka. Ireo olona ireo dia samy tonga taty daholo nisy nampiasa helico telo sns….
    4-Efa 23 octobre amin’ny enina hariva vao nisy ilay video mobile, zazakely maromaro no nanaraka azy, ary ny olon atY Androy tsy dia tia mivoaka alina noho ny resaka securité
    5-Ny olona , na tiantsika na tsy tiantsika , dia izay tia tolotolotra no fidiany: Ireo candidtat hafa tena nanana originalité: tao ny nanao elo, kitapo, sns… ankoatran’ny teeshirt sy casquette efa mahazatra. Fa ny JLR, tsy nanao na inona na inona, na tee shirt iray aza tsy hitako teto anatanana….
    6-Rehefa vita ny fifidianana, dia gaga ny ankamaroana’ny olona taty satria na ny fisian’i JLR ary tsy fantany akory.
    7-I Ravalomanana Marc dia mbola ratsy ny imageny taty, satria naratsiana foana nandritra izay 4 taona izay, ary ny olona aty tsy mahafantatra na inona na inona fa izay lazain’ny mpitondra eto anatanana dia heveriny ho marina
    8-Ireo presidentmpokontany tamin’ny fitondrana teo aloha dia mbola misy ny manohana ny candidat izay atolotry ny mouvance ary azo atao delegué any amin’ny bureau de vote.
    Anjaranareo ny mieritreritra

  23. Mila vonjy ny aty atsimo amin’ny 2eme tour, fa tsy ho alikintsika amin’ny halabato irery ny tsy fahombiazana. Ndao ary

  24. : Anjaran’ny ekipan’i JLR no maka lesona @ tsy nety t@ 1er tour : asiana délégué daholo ny bureau de vote + atao ny propagandy @ toerana rehetra

    Na izany na tsy izany aza, tsy possible hoe candidats 3 ihany no nosafidian’ny olona tao @ io bureau de vote io (Hery, Hajo ary Camille) ary tsy nahazo vato na olona iray aza i Monja Roindefo (izay avy aty Atsimo), Sarah ary Rolland Ratsiraka (izay lazainao fa nanao propagandy taty Ambovombe). Izay no lasa mahatonga hoe atokisana ve ny résultat avy aty aminareo !!!

  25. Possible io raha ny zavatra nisaho taty. Ireo candidat telo ireo ihany no fantatry ny olona ny fisiany satria nanao matraquage faran’izay zokiny. I Monja Roindefo tsy dia tsara laza loatra aty…. satria tsy nahavita na inona na inona taty amin’ny tany nihaviany. I Hajo dia miaramiasa akaiky amin’ny maire eto Ambovombe. Io maire io anefa nandritra izay efatra taona zay dia nanao izay hahazahoana ny fon’ny olona amin’ny attribution tany. Vote par consignation. Ankoatr’izay i Hery dia efa iarahamahalala fa kandidampanjakana. I Camille Vital ni trav tamin’ny fagnagnandray sy fangnagandreny taty, ary nanao matraquage henjana be….

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *