11 pensées sur “Discours PRM RAVALOMANANA Marc 15 Octobre2013”

  1. Mba hafatra ny an ny an ‘ny tenanay,zamy manana programme ny candidat rehetra ,ny mouvance moa manana ny MAP tsara io fa tokony mila mise à jour efa 5 taona iny izay .
    akaotra izay ny vahoaka dia tsara lazaina fa mety tsara programa ny candidat maro ,fa kosa manana ny ekipa sy nyt experience ,ary hatokisan ny mpamatsy vola kokoa .
    mpamatsy vola mafia manome fond kely an ireo mafia eto an toerana,sa mpamatsy institutionel.

  2. Inona no tena tianao lazaina amin’ity ry michel :
    « akaotra izay ny vahoaka dia tsara lazaina fa mety tsara programa ny candidat maro, fa kosa manana ny ekipa sy nyt experience, ARY hatokisan ny mpamatsy vola kokoa » ?

    Candidats niaraka tamin’ny foza, na manana fisainam-poza daholo no mpifanandrina amin’ny Dr Robinson !!!

    Rehefa manana fisainam-poza dia tokony dakàna any amin’ny fitombenany any !

  3. Vokatry ny ataoko hoe « Idiotie collective » ve izao, ary anisan’ny tompon’andraikitra amin’izany dia Ingahy Rakotoarivelo ?

    Hita tao amin’ny gazety La Nation ; na dia fanakianana ny fankalazàna ny 14 octobre aza ilay lahan-tsoratra :

    Lohan-teny : Une autre République néocolonialiste
    « les dirigeants de la Quatrième République ont choisi d’ignorer la Deuxième République et la Troisième République. La journée commémorative de la première République, a été une occasion de journée chomée mais payée pour les malgaches ».
    …….

    Les dirigeants de la Quatrième République ???? Le putschiste porte-t-il donc actuellement, le titre pompeux de PRESIDENT DE LA QUATRIÈME REPUBLIQUE ???

    Cherchez l’erreur !!!!!

    Miala tsiny aminareo ao amin’ny La Nation, fa artikla tahak’izao no maha dondrona ny vahoaka, any ka tsy mahafantatra intsony an’izay tena ara-dalàna sy ny tsy tokony ekena !

    Raha manao zavatra tsy miady ireo mpitondra, na ireo milaza ny tenany fa mpahay Lalàna, ianareo mpanao gazety no tokony hampianatra sy hilaza ny tena marina amin’ny vahoaka ; hanazava azy ireo ny zavatra tsy mety ary tsy tokony ho ekena !

    Porofo mazàva io artikla io, fa betsaka ny zavatra tsy miady hiainan’ny vahoaka malagsy !

  4. Miala tsiny fa adino :

    http://www.lanation.mg/article.php?id=7100

    Dia mba aiza daholo ianareo ry LAZALAZAO, Alidera A.R, GBD, Babyfoot, Ratsimilaho, HoAiza,…….sy ny sisa tsy voatanisa ? Sa manao praopagandy daholo ????

    Tsy tokony hionona amin’izay sondage avoakan’ny olona, satria henjana ny tolona !

    Vaovao mahafaly aloha : Betsaka ny foza nanipy gant amin’ny fampielezan-kevitra, satria tonga saina fa tsy hahazo na 2 na 1 % akory aza !
    Manao vatsy, hanomànana législatives angamba ?

  5. Velona be indray anie i KintanaMananDrambo ‘zany tato ho ato e! Efa nolazaiko teto hoe aza kivikivy e! Avelao izay matory hatory. Ny mahatsiaro tena aleo hanao ny anjarany. Tsy fotoan’ny fatotoritoriana izao.
    Mitohy ny tolona.

    http://www.gttsra.org

  6. hoan i ktmd ,ny tiako ho lazaina na samy tsara programa aza dia izay tsara ekipa sy ny manana expérience no hatokisan ny mpamatsy vola ,ary mety hatateraka ny programa harosiny .

  7. michel,
    Azoko anie ny tianao ho lazaina, fa amin’ny olona tsy dia mandalina mety ho zavatra hafa no ho ao an-tsainy ê !
    Fehiny : Tsy dia fanakianana akory, fa na dia sarotra aza ny manoratra amin’ny teny malagasy (tsy mora ny mifehy an’io tenindrazan-tsika io), tsara raha mba miezaka kely daholo isika rehefa maneho hevitra eto. Izaho dia anisan’ny mahatsapa fa tsy dia miady loatra ny fomba fanorotro !

    Izy,
    Mbola tsy kivy izany ny aty, fa ny fomba entin’ny sasany mitolona no somary mandreraka tsindraindray (tsy ny mpandray anjara amin’ny serasera akory)!
    Eo koa ny fotoana tsy dia misy firy (toy ny rehetra « angamba ») !

  8. Manaraka mora2 eo lesy fa aza tairina a!
    Mahereza dia Homba antsika Andriamanitra e!
    Tsy miala adidy sanatria fa mandamina fotsiny i Bavy dia manaraka akaiky fa tsy lavitra,
    haiko ihany ny miditra rehefa ilaina.
    AZA MATAWATSA!

  9. Eto daholo ihany ry km an,
    dia isaorana be dia be IANAO

    en resume: mandefasa hafatra ATO AMIN’ny e-mail raha mila ANAY hanampy amin’ny propagande, fa vonona izahay hanantona ANAREO

  10. Mankasitraka Hoaiza a!!
    Any @ fanisam-bato no tena hilana asa be angamba,
    dia ny fanaraha-maso ny karam-pifidianana rehetra any,efa hain’ny olona ny ho fidiny sy
    harahany fa ny fitazonana ilay vato ho azontsika no mila fanaraha-maso be dia be.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *