DR ROBINSON : HOSOKAFANA NY ORIANASA TIKO

Ambohidratsimo 06 okt 13 (20)Vory lanona teny amin’ny kianjan’Amparihy Ambohitrandrimo ny Alahady 06 okotobra 2013, ny vahoaka teny an-toerana sy ny manodidina nanatrika ny fampielezan-kevitra nataon’i kandida DrRobinson natolotry ny movansy Ravalomanana sy ny Avana. Na dia somary efa harivariva ihany aza ny andro dia tsy nahasakana ny vahoaka ho tonga izany, fa feno hipoka ny kianja. Nanao fampielezan-kevitra teny an-toerana ihany koa ny filoha Ravalomanana. Manantena aho hoy izy raha niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby fa hiverina tsyho ela ny fandriampahalemana eto amin’ny faritra Ambohitrandrimo. Mato aho nanaiky, nanohana hoy izy dia nametraka hafatra aminareo hoe fidio Robinson. Manantena isika fa hiverina i dada. Marina hoy izy fa tantely amam-bahona ny fiainana kefa na izany aza dia tsy maintsy manao ny adidy isika. Nanafatra tamiko i neny hoy izy hoe na tsy eo aza ny vatany dia ny fony aty aminareo hatrany. Nametraka hafatra ho an’ny vahoaka ihany koa ny filoha Ravalomanana. Fidio Robinson fa izy no favori. Tongava mifidy faizy ihany no fomba haingana hampodiana ahy. Tsy miantsy mandresy amin’ity fifidiianana ity isika. Raha mbola misalasala isika hoy izy dia fidio ny laharana faha 33, izy no kandida natolotr’i dada Ravalomanana, entano ny manodidiana. Tandremo fa misy olona mizarazaravola etsy sy eroa ary ef amisy sahady ny mitady hangalabato. Ny kandia Robinson kosa dia nilaza fa dimy taona nangirifiriana ny firenena, nisy ny nanongana ny filoha voafidm-bahoaka ka ireo no atao hoe foza. akisantsika amin’ny fomba demokratika ireo fatongava mifidy.Nambarany ihany koa fa atsangana eny an-toerana ny oniveriste momba ny informatika. Hosokafana ireo radio nakatona, sy ny orinasa toy ny TIKO, avoaka ny gadra politika.

9 pensées sur “DR ROBINSON : HOSOKAFANA NY ORIANASA TIKO”

  1. TSARA IHANY KOA RAHA MBA ALEFA AMIN ITONY NY CALENDRIER PROPAGANDY FA HIFAMPITANA HAFATRA.
    TENA GASY TSY MAINTSY MANDRESY

  2. Izay nakantona rehetra fa tsy ny TIKO ihany e!!
    maivana be izany !mba ataovy mafonjafonja fa  » ny marina mitavozavoza anie
    hono ka tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra e!!
    avelao hizara izay hizara vola , raiso ray olona fa volantsika ihany ireny a! fa efa hainareo ny hatao e!!
    efa 5 izao no nahalalantsika ny LAINGA SY FITAKA koa aoka samy ho tonga saina ry vahoaka a!!
    ary Neny mihntsy izany no tena tsy lanin’i Ramamy fa noho ny tsy eo Neny dia nivoaka mora2 avy any @’
    LAVA-POZA AVY ANY IZY AN!inona indray ny KETRIKA manaraka e!! efa hiova sahady indray ity ny lalao
    fa TSY MAINTSY HIFIDY an’i Dr ROBINSON indray vao afaka mody indray i Dada an????
    araka ny nifanarahana ny NANILIANA sy NANERENA an’i DADA HANOANA OLONA anefa dia hoe:
    « MODY DADA ALOHAn’i FIFIDIANANA ? »
    IZAO DIA hoe: »FIDIO INDRAY I Dr ROBINSON de mody dada ??? »AIZA INDRAY E??Soa aho fa mbola tsy ao.

  3. NY FEO MANDEHA ANEFA DIA HOE EFA ANY ,EFA VITA NY VALIM-MPIFIDIANANA
    mbola famizanana an’i dada fotsiny izao fa mbol tsy ampy ny efa vita hatr@ 2009 no nankaty.
    atao mihintsy izay ahafongana an’i dada .Dė tsy haiko ray olona fa METY AMINAREO VE IZAO FANDEHAN-JAVATRA IZAO e?
    Ramalona aza anie MIFEHY HAZO TOKANA e! mamako anao ô!!!INONA ARY ITY??????

  4. FOTOANAN NY ADY ZAO RANAVALONA A. AZA BE KONETAKA SY MARIVO SALOSANA. NY FOZA TSY HAMELA ANAO HANDRESY MORA FOANA IZANY. RAHA TSY EFA FOZA KOA IANAO IO FA MODY MANDOTSY ISAKY NY MIHETSIKA EO.
    FANDRESENA TSY AZO RAHA TY MIASA.
    JEREO NGA NY HAFATR ITY RANAVALONA TY FA TSY MBA MISY FAMPAHEREZANA FA DIA FAMENDROFENDROANA FOANA.

    ALEO TSY VAKIANA TSONY NY HAFATRA ENTINY FA MAHASOSO

    GASY TSY MAINTSY MANDRESY

  5. Ady mangotraka izao atao izao, ny fanentanana ny olona hifidy izao aloha no tokony himasoana, rehefa avy eo dia ny fanaraha-maso ny valimpifidianana. Io tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto izany eh !

  6. Izao ilay mahavoa antsika fa tsy inona akory.
    Za TSY MBOLA FOZA no tsy FOZA ary TSY HO FOZA MANDRAKIZAY aleo aloha hazava .
    Matoa ianao tohina @ voalazako dia ao ny antony, matahotra ny ahalala ny marina ianao , nefa toa
    mamita-tena ihany raha izay no izy.
    Anjarako ny miaro ny TANINDRAZAKO koa tsy maintsy mba manazava aho ny ahiahiko ary TSY IZAHO IRERY,
    fantatro tsara fa ady izao nefa ADY HITONDRA HO AIZA???mbola ny foza aza no mbola mitarika antsika izao e!
    IZAY TIANY ! IZAY MAHAMETIMETY AZY HATR@’IZAO ALOHA NO HITAKO miaraka @’ireto mpitarika antsika.
    DIa mbola tsy mainsy HIKIPY IHANY VE TOMPOKO???

  7. « Hifidy » sa « hividy » ny lohany, kanefa matahotra ny masony ve ranavalona ????

    Hi hi hi !

    ranavalona tsy foza izany, fa mba mampatsiahy tsindraindray ny zavamisy ê ! Aza omena tsiny izy fa haratra be eo indray ny fo-keliny, dia iny indray izy no tsy ho hita !!

    Na izany aza ranavalona, omeo korazy aloha ireto mpitolona satria efa akaiky ity hoe fifidianana !
    Ny mampalahelo dia dia mbola tsy miala ao amin’ny toetsain-dramalagasy ity hoe « kamo be tenda » ity !!

    Raha vonona sy maika ny hihinana, dia mila aforitra ny tanan’akanjo ! Izay tsy mahay vilany mahay fatam-bary ary ; izay tsy mitondra vilany mba mitondra an’izay ho ketrehina !!

    Vonona ny vahoaka mba ny anjarany ohatra hitondra vary sy hena, fa mba aiza ny vilany saba, kôkôty gasy na minita ? Na barika aza toa mila fangatahana be ???

    Toa mitarazoka be izy izany ???

    On ne fait pas d’omelette sans casser des oeufs, des oeufs « non pourris » !

  8. Salut elah! io ianao io Kintana an!!jereo kely ilay voalaza daty 15sep
    « Kandidà RJL » dada mody no tanjona ! » izao no voalaza ao hoe
    « ……….TSY MAINTSY TAFODY ETO ANTANINDRAZANA NY FILOHA RAVALOMANANA ARY
    ALOHAN’ NY FIFIDIANANA NO TANJONTSIKA hoy IZY IO FAMPODIANA NY FILOHA IO NO FIAVANAM-PIRENENA
    ETO MADAGASIKARA « .
    Koa i Solo Razafy no NAMORONA sa i Dr Robinson no MANDAINGA??????izao mantsy toa mivadika sahady ny rasa
    fa fidina indray RJL vao mody dada RAHA HO TAFODY dia raha TSY HO LANIAN’NY FOZA SY LA FRANTSA koa izy dia
    hijanona mandrakizay any zany dada????de lazaivo fa mbola za indray no diso!!!!!
    SA MANAIKY IZAO DAHOLO NY REHETRA????izay indray mantsy zavatra hafa!!!
    Satria ve nanaiky hanolotra olona indray dada FA TSY NENY INDRAY dia hotsipahana indray ary raha ho lany aza Dr ka tsy
    ho havelany indray dia inona indray? miala tsiny fa na izaho koa aza LEO na ny @ fametrahana ilay AHIAHY AZA ray olona a?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *