Fampielezan-kevitry ny Dr Robinson Jean Louis : Fahombiazana ny dia tao Mandonto

Nitohy tsy ankijanona ny fampielezan-kevitra ataon’ny Dr Jean Louis Robinson. Mandonto sy Miandrivazo no nandalovany ny 02 Oktobra 2013.  Toy ny mahazatra dia manaraka akaiky izao fampielezan-kevitra ataon’ny kandidà tohanan’ny  movansy Ravalomanana izao i Neny Lalao Ravalomanana.

17 pensées sur “Fampielezan-kevitry ny Dr Robinson Jean Louis : Fahombiazana ny dia tao Mandonto”

  1. HAFATRA : TANDREMO NY MANAO AKAMBO NA MATIKAMBO AMIN ITY FAMPIELEZAN KEVITRA ITY KA MATOKY TENA FA TOKONY ATEVENINA HATRANY NY FAMPIELEZAN KEVITRA. TSY MISOMA NY FOZA ORANA. MISY NY SASANY MANAO FAMPIELEZAN KEVITRA ISAN ANDRO AMIN NY SONO MOBILES. NY AN I DR JLR TOA TSY HITA LOATRA. MILA MAHENO SY MAHITA ISAN ANDRO NY OLONA KA TOKONY HOJERENA AKAIKY.
    TOKONY ASIANA FIHAONANA ISAN KERINANDRO AMIN NY VAHOAKA ANTANANARIVO.

    ADY ITY KA TSY TOKONY HAMAIVANINA. TSY MATOKY TENA
    MISAOTRA SATRIA TE HANDRESY NY GASY TENA GASY

  2. Misy foza vaovao honeeeeeeeeee
    Hery Rajaonarimampianina no anaraniiiii
    Aiza izy no mipetraka aaaaaaaaa
    Ao anaty ny foza aaaaaaaaaa
    Koa mitandrema ry Malagasy havako sao
    hanenina eo raha ifidio anio;jereo ny ho avinao

  3. Marina loatra ny lazainao ry Gasy!

    Rehefa migadona ny volana oktobra, dia J-25 amin’izay no ampiasaina!!

    Miangavy re tompoko ô : ASEHOY FA MISY MANAO ASA FAMPIHELEZAN-KEVITRA KOA ANY @ faritra hafa any

    Ataovy izay maha-salama anareo, satria tolona tsy omby tratra ny ANTSIKA: marobe ireo erreur natao, fantatra fa ny foza dia harsh harsh…
    Efa miroso ihany isika, dia entano ireo tanora,
    Izao no fotoana HANDRODANANA IREO KISOA SY TAY eo amin’ny fitondrana

    (fara-faha-ratsiny: atobay ny bulletin kely, ataovy kajikajy hivoitra ao anatin’izany ny hoe – ITY NO TENA MARIKA,
    fa hisy dia hisy tokoa mantsy :hahita hosoka sy fandraikirekena isika any rehetra any)

  4. AIZA IZY ZANY MATAHOTRA ADVERSAIRE IZANY SAHADY EH….
    IZAHAY TSY MBA MATAHOTRA NY SARI-BAKOLINAREO IZANY NEFA…..
    ATENDA VE NY AINA EH…
    ANDOHALIKA NY RANOM-BARY….

  5. Efa tsara fa mbola mila mitandrina tsara
    Ny tiako ampiana kely dia ny ao @ fampianarana sy fahasalamana no tokony hamafisinana sy ampiana oh: raisina mpiasampajakana ny mpampianatra Fram rehetra zay efa mahafehy ny fampianarana rehetra satria efa latsaky ny 10% ny fonctionaire ary efa manodidina ny 50-60 taona daholo sady mavesatra @ ray aman-dreny ny fandoavana ny karamany no ny subvention 4 – 5-6 volana vao alohan’ndry zalay nanomboka t@ 2009 nefa t@ dada 10 andro aorian’ny faran’ny volana raha tara indrindra

  6. Voalohany indrindra dia asiana fiomehezana sy tsy kely aloha !

    Ô r’Ingahy Razafy ô ! Mba manaova effort kely amin’ny fandroatana ny anaran-tanàna ity fa sao dia lasa donto sy domelina eto daholo ny mpisera ô !
    Marina fa misy iray ato efa tena donto mihintsy, ka sao dia ho lasa tahak’azy ny sasany !

    Mandoto ilay anaran-tanàna, ary andalovana raha ho any Miandrivazo sy … Belolo ! Any akaikin’io toerana io koa no misy an’Anjoma-Ramartina ! Ê indrisy ..Jangobo ny any aminay anie izato izaho !!!

    Mandoto fa sao dia lasa Mahadonto amin’ny farany !

    Manarak’izany !!

    Ankamantatra ! Inona aza ireto : 22 ; 16 ; 4 ;2 ;1 ;0, 00..; …. ?

  7. (Tsy arako raha tsy miheritre2 kely ilay ankamatatra)
    ****

    Tena donto mihintsy io
    dia toa izany koa izay milaza fa tsy mira izao:

    Hery CHANGEMENT ==> depuis FERY-gangrène
    «Fandraharahana MATIANINA» EXPERT en DETOURNEMENT DE FONDS PUBLICS

    _____

    Ary inona no tian’i Vita-alin lazaina amin’itony « au coeur de la transformation »???!!!

    MBOLA SAHY IHANY ILAY TSY VALAHARA-TSY VANONA IRETO
    ny mihebohebo amin’ny halatra teo amin’ny vahoaka sy ny tanindrazana

  8. Valin’ny ankamantatra !

    Nisy sondage nampanaovin’i lafrantsa ( ary mety namboarimboarina mba tsy hahakivy an’ireto tohanany ) !

    JL Robinson 22 %
    Fery vaovao 16 %
    Fahatelo izay tsy lazainy na Hazo tokana na ilay Vita alina 4 %
    Fahefatra 2 %
    Manaraka 1 %
    Ny sisa ….maha menatra !

    Zavatra roa no tena azo raisina sy lazaina hoe tsara amin’io fanomanana fifidianana io ( izay tsy fantatra na hisy na tsia ):
    1 ) Mbola tena hita fa mamim-bahoaka ny Filoha Ravalomanana, ary miandry azy ny firenena !
    2 ) Nivoaka ho azy ny nafenin’ireto jiolahy nandritr’izay efa ho dimy taona izay !
    Nipoitra ho azy ny halatra nafenina sy ny tetika ratsy rehetra, ary hiady an-trano ireo tsy ho ela !

  9. Ndriiiii ilay hira !!!Misaotra Ra-8 hatrany a!
    Sao dė Belolo lasa Belelo koa ve???de Mandoto Fandrina ve izany sa Mandoto aiza???
    Vitaly???noho ilay 4.4 ve de nahazo 4% ilay alika tsisy fehy vozona iny???MAHONENA ray olona a!!!
    Mba namboarina kosa angamba io fa tsy izany kah???mba ataovy vazivazy !!!TSY MAMELY!!!
    Ary ilay fangolika mandripaka ny any Atsimo iry ???i Hajo tena tsssss voninahitsy sns dia VATO HALATSAKA any anaty
    lavaka Dago raha ireny no hantenaina.

  10. Ary raha ny lanjan’ny molotra indray no lazaina eto dia iza no mety ahazo vato bebe kokoa
    Tabera( Rodėze )sa Roland Ratsiraka (Maorisy ) Napitik’i Robinson lavitra mihintsy ny sasany hihihi

  11. Misaotra amin’ilay hira ê ! Bisous ho an’i Miora kely raha mba sendra mandalo !

    Izany eo daholo fa mila miezaka, ary mila manentana hatrany hatrany ny tsirairay eraky ny kartie rehetra, fa tsy kely lalana ny mpanao ratsy !

    Reseo lahatra ireo havanao sy namanao rahatoa ka sendra diso lalana izy ireo ; tsy jamba akory ry zareo fa mahita tsara ny zava-manjo an’ny vahoaka ( ARY ZAKAINY IHANY KOA ), any ka menatra tsy sahy mivaky !

    Lalan-tokana no hialàna amin’izao haizina izao : Mifidy an’Ingahy Jean Louis Robinson !

    Tsy maintsy 1er Tour dia vita ! Fantaro fa raha vao mandrahona fotsiny ny andro, dia efa sahirana ny likôptera amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana !!!
    Ny ankabeazan’ny lalana efa lasa lalan-tsarety sisa, nanaovan’ny mpanongana azy rehetra !
    Tsy mila miandry 2e tour izany isika !

    Masina ny tanindrazana !

  12. Tena lasa mihisatra be mihitsy ny fitanterana ny fampielezan-kevitra na ny aran-tsara na ny aran-tsoratra nanomboka omaly an!

  13. maninona tokoa no somary mihisatra?

    izaho aza rey olon vao avy nanao copie coller ho an’ny namana avy tato @ mydgo kou

    ilay « zakaranda » an’i lolo zao no hira tonga ato an-tsaiko an
    na dia
    somary doton’ny sery : kay isika efa fahatelon’ny volana oktobra?!

    22jours SISA

    (raha hisy…)

  14. Aoka ho mailo, mailo, mailo, fa tsy hipetrapetraka fotsiny amin’izao ry foza, ary tena hanao vy very ny ainy mihintsy izy ireo hanao ny tout les moyens hanapotehana ny kandidà Robinson. Marina ny voalazan’ny namana nanoratra teo aloha mba tsy ahatoky tena mihintsy fa tena ho mafy ny mifanandrina amin’ireo foza ireo satria mihorohoro mafy izy momba ny zava-mamoehitra efa vitany tamin’ity firenena ity.

  15. taorina ny coup d’etat 2009 dia ny loka loka ny foza fa mamo fona ny voka (0) satria tsy teo Levalo (8) ,izao dia niteny Levalo ,mitsabo sivy (9) aminy izay ry vahoka 3X3= 9 tonga ny andro

  16. Tsy voatery ianao ho eto rehefa tsy mahay manaja ny ddanay na manonona azy akory.
    sao dia manana olana manokana ianao io???tsy dia nahafa-po loatra angaha ilay ni… ni.
    Toa nozonon-kofaty vao ela velona a???
    TSY VOATERY IANAO FA MIPETRA ARAKA NY TSY HITIAVANAO AZY fa aza manazimbazimba ny anarany
    toy izao RAVALOMANANA MARC no anarany. MIAKAPOKAPOKA a!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *