FILOHA RAVALOMANANA : MILA MODY AHO HANARINA NY FIRENENTSIKA

Andohatapenaka (15)

Andohatapenaka (12)Hifarana rahampitso amin’ny 7ora maraina ny fampielezan-kevitra hoan’ny fifidianana filohampirenena ny 25oktobra izao, saingy ny hetsika fampilezankevitra  ankalamanjana dia nifarana androany Alarobia 23 oktobra. Tetsy amin’ny tany malalaka Andohatapenaka no namaranan’ny dokotera Robinson ny fampielezan-kevitra androany. Rehefa avy tany Andriatsivalana, Ambohibary Sambaina, Magro Antsirabe, izy ireo dia tetsy Andohatapenaka. Vory lanonana ireo vahoaka marobe efa niandry ireto delegasiona mafonja ireto, teny an-toerana ny avy amin’ny movansy Ravalomanana. Nitarajofo tanteraka araka ny fomba fiteny ny kianja teny an-toerana nandritra izany. Hiakam-pifaliana no nandraisain’ny vahoaka ny filoha Ravalomanana izay niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby. Modia , modia hoy ny antsoantsoan’ireo vahoaka teny an-teorana. Namaly izany ny tenany ka nanambara fa raha nysitrapoko hoy izy dia te hihaona aminareo amin’zao fotoana izao, ka ilaza hoe ahoana no hamonjena a’ity firenena ity. Manome toky anareo aho fa hiara hiaa isika. Tsy mbola tapaka ny manaraka akaiky ny raharaham-politika eto Madagasikara ny tenako hoy izy. Mila mody an’I Madagasikara aho hanarina ny firenentsika, hanomezako toromarika anareo satria fantatro ary tena haiko ny hanova an’i Madagasikara ho vaovao. Miankina aminao hoy izy ny fandresentsika amin’ny fifidianana. Tsy adinony ihany koa ny nanentana ny olona hifidy ny dokotera Robinson amin’ny 25oktobra izao, ankoatra izay dia nisaotra ny rehetra ihany koa ny tenany tamin’ny fanatanterahana ny fampielezan-kevitra. Neny kosa raha nandray fitenenana dia nanambara fa isaorana Andriamanitra fa nahavita ny fapielezankevitra manerana ny nosy isika. Mahatsiaro hoy izy isika fa mbola nomeny fitahiana,misaotra antsika mbola nanolotra fitiavana, hanarenana ny firenena, tanindrazana. Izany dia mitodnra fifankatiavana ho tomboantsoa iombonana. Raiso an-tanana hoy ny hoavinao mba hivoaka mpandresy. Tongava mifidy hoy izy amin’ny 25 oktobra izao dia ny dokotera Robinson. Ny kandida Robinson kosa dia nampatsiahy ny fandaharan’asany tamin’ny vahoaka. Tsy adinony ihany koa ny nanetana n vahoaka hifidy amin’ny zoma izao.

 

HETSIKA TAO ANDOHATAPENAKA

HETSIKA TAO ANDRIATSIVALANA, KAOMININA BELAMBO, DISTRIKTA AMBATOLAMPY

HETSIKA TAO AMBOHIBARY

HETSIKA TAO MAGRO ANTSIRABE

 

38 pensées sur “FILOHA RAVALOMANANA : MILA MODY AHO HANARINA NY FIRENENTSIKA”

  1. Mba ampitahao ange ny olona tonga taty Antsirabe sy ny tany Ambohibary e! Ny mpitarika eto Antsirabe tokony soloina @ 2ème tour. Mampalahelo fa mbola tena betsaka ny olona tia vola fa tsy tia tanindrazana.

  2. Maintso fanantenana e!!mankasitraka daholo Tompoko ô!!namaly ny antso e!
    Masina ny tanindrazana!!homba antsika Andriamanitra!!
    TIAKO BE DAHOLO NAREO!!!MAMY BE ZANY DADA IZANY!!!
    hosihosena vao MAMEROVERO!

  3. Izany no tena hoe tsy misy propangady na kely aza ny an’i JLR. Nankaiza ny vola hanaovana izany. Tsy ampy ve! Tsy nisy ve? Sa nivily lalàn-kafa. N 33 ihany ny antsika tonga saina e! Fa mba harenina izay tsy nety @ 2ème tour.

  4. Androany no nahavitàna ireo fitetezana rehetra ireo!

    Dia maromaroa ny renim-pianakaviana mitovy fahasalamana amin’i Neny Lalao Ravalomanana (miaiky aho), vokatry ny novokarin’i TIKO daholo!!

  5. Sao dia mba Mangidy fa tsy TOVO io???halahelon-toerana sa fialonana???
    Tsisy nipitika tany @ TOVO ngah ilay saosy ka maneno be ledala marina.
    Ngah tsy nanimpy intsony domelina???izy aza mba mafy ny mahazo azy??tsy afaka ny hiroso fa tsy maintsy
    miemotra @’izay ho hitsahina, matatesa valin-kitsaka.

  6. Tsy mialona fa mba miteny ny zava-misy. Raha tena natao tsara ny propagandin’ny JLR aty Antsirabe tena olona betsaka lavitra noho ny tany Ambohibary. Tsy mila ny volany aho fa fanitsiana ny @ 2ème tour no ambarako

  7. Ao fa voavela heloka daholo ze nanao tsirambina propagandy. Avadio ho vato @ 25 octobre ny heri mpo sy fitiavana nasehonao.

  8. Tovo a! Mino ny zavatra voalazanao aho, fa na ny any fianarantsoa koa aza tsy maresaka ny propaganden´i JL Robinson.
    Fa izy ity mahakivy ihany fa ,toa betsaka ny olona tsy nahazo kara-pifidianana ao Antsirabe , tahaka ny natao mihitsy izay tsy ahazahoan´ny maro kara-pifidianana, ka mety mitaraika fanafoanana Biraom-pifidianana. Ary ilay fanambaran´ny Union Africain hoe. tokony hanaiky izay vokam-pifidianana ny Candidats izay tsy lany, amiko misy zavatra kotrehiny izany hoe , efa misy planina maty paikan´ny frantsay indray ka efa misy hosoka voaomana ,hampandaniana ny candidatn´ny frantsay . Ka aoka isika tsy hifaly tsy afa-tavony sy tsy ho tapaka lalan-drá, fa misy antony matao natao amboletra io fifidianana io, ary mataoa nanekena ireo mpanongam-panjakana isany ho lasa candidats na dia tsy ara-daaálana aza , satria ireo ihany no asaina manome vato ilay candita voafidin´ny frantsaya amin´ny fihodinanana faharoa. Dia izay ny fika ,dia lazaiana fa mandresy ilay candidats ,ary io ilay candidatm-panjakána , dia i  » Hery Vaovao  » .. Dia izay izany fa efa nasaina niomana isika hanaiky ny vokam-pifidianana feno hosoka . Ra- Mlagasy moa efa ela no nihesona ka iza koa moa no sahy hitraotra eo raha misy ny hosoka sy ala-bato. e!

  9. Tsy maintsy kivina angaha ny mpitolona eto? Nahoana no lazaina fa handresy ireo firantays? Sa ity ilay atao hoe zarazarao hanjakana?
    Fifampaherezana no tokony hatao izao fa tsy fifampakiviana.
    Aoka samy handray ny vatony hanarenana ny firenena. Marina fa ho be ny fitaka. Tsy adala anefa akory ny t
    ntalo nilaza fa ny mitabe tsy lanin’ny mamba. Mitabe @ zoma.

  10. Mankahery antsika rehetra, marina tokoa fa hanao izay fomba rehetra ireo tsivalahara ireo hipetrahana eo na fomba ahoana na @ fomba ahoana. Tsy mahagaga izany efa fantatsika anie ny fombany e! Isika vahoaka ihany no antony, rehefa manaiky isika de zay zany! Za anefa matoky ny tena atao hoe « vahoaka ». Koa andao hifidy entanony havana amantsakaiza. Marina le nolazainy TOVO tsy ilaza fotsiny aho ny tany sakay azon’ilay olona ny vola, teeshirt sns de any izy nilentika tsy nanao propagandy akory tsy napetany ny affichage! Ny tena mampanahy ary aza hadino fa azon’ny Foza vidiana daholo anie solotena rehetra any @ bureau de vote hanao sonia proces verbal hafa mihintsy e! tsy mandany 2miliara akory izy amin’izany. Nefa 245 miliara le nangalarina BC tamatave. Tsy mahakivy izay satria isika no tena vahoaka. Ary haseontsika ny tena atao hoe vahoaka. TSY MISY MIALA EO RAHA TSY TONGA DADANAY!

  11. Ho anareo miandraikitra ao anaty mouvance: mitohy ireo fitarainanan’ny olona mahita ny animation propagande any antsirabe-fianar, lasa miombon-kevitra amiko.

    Maninona moa tsy hasaina miakatra aty ireo, amin’izay mifankahalala misimisy sy mifanakalo hevitra ary mifanome toky.

    mba JERIJEREO IHANY ny ondry botry f’ireny no mety hanao kambana
    (mety tsy ny tanan-kavanana mihintsy)

  12. Marina fa tsy fotonan’ny fanakianana intsony izao fa mila fanamarinana kely ilay tsy fahampian’ny animation , manerana ny faritra mihitsy io fa tsy ny any atsirabe sy fianar ihany . Enga anie maba ho tafiditra 2è tour mba hanarenana ny lesoka . Mbola averiko indray fa ny t-shirt lambahoany kasikety ary vola dia mahomby satria ny malagasy dia mbola maro an’isa ny tsy ampy fahalalana .

  13. Efa tonga eo antomotry ny fifidianana izao isika. Marina fa misy indro kely hoy ny mpandrafitra. Aoka tsy izay no hibahana ny saina sy ny eritreritra fa reseo lahatra aloha ny manodidina anao rehetra hifidy. Avy eo lazao izy fa ny n°33 no afaka hialana amin’izao olana tsy mety mijanona izao. Ary aza omena tsiny ireo mpandraharaha fa olona tahaka antsika koa ireo, malagasy tahaka antsika koa ireo. Ireo mpividy sy mpanao kolikoly dia hiasa tsy ankijanona amin’izao fotoana izao. Efa fantatra daholo izany satria izany no fanaony, izay no fantany fa mety aminy. Ny mety amintsika kosa dia milaza amin’ireo namantsika fa raha ny N°33 no voafidy dia mety ho be lavitra noho izay kolikoly azony eo ny tombontsoa ho azony. Ny harena tsy hisasarana dia miserana vetivety. Ny azo amin’ny fomba sarotra kosa mateza ary azon’ny taranaka faramandimby ianteherana.
    Aoka hiaramita isika, aoka voizina hoe ny dingana voalohany dia lasa. Na tsy ampy aza ny propagandy amin’ny faritra sasany dia raha mahafantatra olona any ianao dia télefoneo izy androany hoe lazao ny fianakaviana rehetra hifidy N°33. Mahaviata an’izay ianao dia ho hitanao fa hisy hery hahazoana mandresy izao herin’ny ratsy izao.
    Ny hoe « minoa fotsiny ihany dia izao no dikany: miasà, miasà mafy, miasà tsara ». Raha tsy mahatakatra an’izay isika dia hirefarefa amin’ny tany no sady hataon’ny olona ho fihomehezana.
    Mitohy ny tolona ary voizina handresy.

  14. Il y a critique et critique !
    Tsy mora ny manao zavatra, ary misy fanakianana mitombina satria misy fangolika any amin’ny toerana sasany na ao anatin’ny rafitra !
    Fanontaniana ho an’ireo izay tsy hafa-po ka mitsikera !
    Mba lazao amin’ny mpisera :
    – Mpikambana ao anatin’ny Avana sa Zanak’i Dada na MFM,…fikambanana mpanohana, ve ianao io sa inona ?
    – Nandray anjara amin’ny latsakemboka na cotisations ve ianao io ?
    – Nanome fanomezana sy fanampiana maimaimpoana ve ?

    Tsy mandeha amin’ny rano ny fiara sy ny hélicoptères, ary tsy vola nangalirana tamin’ny vahoaka no nampiasaina !
    Ny kandidà sy ny mpanaraka koa mila matory sy miala sasatra.

    Noho izany, tsy hanome tsiny an’iza na iza ny tenako rahatoa ka misy toerana tsy voatsidika, satria midadasika i Madagasikara ary tsy ho vita ao anatin’ny iray volona ny fampielezan-kevitra !
    Tsy azo hoarina amin’ireto kandidà nandika fitsipika sy nampiasa ny fitaovam-panjakàna mihintsy ny kandidà-n’ny vahoaka mpiaro ny ara-dalàna !

    Nanao izay rehetra azony natao sy izy, ary efa nisaotra eram-po sy aran-tsaina an’izay rehetra nanohan’azy !
    Vita izay ny fampielezan-kevitra ôfisialy, dia anjaranao (tsy hafa-po) sy anjaran’ny rehetra ny mandresy lahatra an’ireo rehetra izay mbola misalasala !

    MBOLA MANAIKY NY HITOHIZAN’NY FITONDRÀNA TSY MANARA-DALÀNA SA TSIA ?

    Izao no santionan’ny zava-nitranga nandritr’izay fitondran-jiolahy izay, ary tompon’andraikitra tanteraka amin’izao izay rehetra tsy manefa ny adidiny !

  15. Misaotra antsika satria tonga ny hafatra. Tsy fanankianana be fahatany fa kosa mba ho fanitsiana ny @ ho avy. Madagasikara iray, Malagasy iray, Fahafahana iray. Mitohy ny tolontsika mbara-pahatongan’ny tena fahaleovantena marina. Mahereza daholo e! Efa tsara safidy isika rahampitso. LASA IZAO, LASA IZAO. Tsy maintsy mandresy isika.

  16. Aza mandeha alavitra fa isika samy isika aza mifanimpy oditr’ akondro.
    Aoka tsy hanome tsiny ny hafa fa ny eo ankilanao aloha jerena izay vao mijery ny hafa.
    Isika ihany io e!!maharesy isika dia ISIKA resy isika dia ISIKA no tsy nanatanteraka ny adidintsika.
    Rehefa any @ lohany koa no matsantso dia aza manantena inona fa izay eo hatrehana .
    Rehefa nijabaka koa isika dia tokony ahatanty izay ho VOKANY.
    Tsy efa vonona ny @’izay HIPOAKA eo ve isika e????aza asiana resaka be ny tsy fanaran-dalana
    fa efa hatr@ 2009 no efa TSY NISY IZANY ka hatr@’izao ary mandra-pa RAHOVIANA????
    TSISY MIFANOME TSINY e!!!

    mapmė be ilay MITENY IRERY ato hihihi mihevitra olona tena paiso noho izy angah hahaha

  17. FA. AIZA ILAY AMPAMOAKA AN’i Charles , raha iny fotsiny aza no natao dridrangilo
    dia efa tsy nila propagandy akory?? »iny aza moa tsy nisy sahy NAMOAKA nandritra ilay
    fampielezan-kevitra akory .
    Tokony iny no natao tetiriana eraky ny vodimontotra rehetra izay naleha indrindra ho an’Antananarivo,
    Isika mihintsy no mbola mareforefo e!!!

  18. Raha ny tsikera dia tokony mihintsy efa hatr@voalohany no nisy, ary tsy hitondra na
    hanova inona izany fa rehefa miroso dia efa vonona koa @’izay ho VOKATRA EO ,
    raha ny tsy fanarahan-dalana dia BE DIA BE tsy ho voatanisa eto ary FANTANTSIKA TSARA IZANY
    nefa iza no HITARAINANA eo????MISY MIIIHHAAAINOOOO??????
    izay kôntiny eo de vidiny e!!!SITRA-PO io.Efa vonona ny ho @’izany daholo isika matoa NIDITRA.

  19. LES ACCORDS DE DEFENSE….AVEC LAFRANCE..ONT ETE DENONCES..HEUREUSEME
    Par le Docteur CELESTN Robin
    05 avril 2011
    A la veille de l’élection présidentielle présidentielle du 25 octobre ourant , je pense aux conszquences des zvznements post-électraux artificiels artificiels de janviert 2002,à l’origine le pprimum movens du cup d’éeae du 17 mars 2009 organisé par toute l’opposition au pouvoir duPrésident RAVALOMANANA MARC élu démocratiquement deux fois de suite…
    Si les accords de défense avec la France avaient été en vigueur avec l’Etat Malgache ,auriez-vous pu imaginer ce qui se serai passer en janvier 3002 et en mars 2009.?
    Cette élection du 25 octobre a été organisée pour faciliter la main mise de la France sur notre Pays et la main basse sur nos biens !
    Je vous ai resservi ce post d’avril 2011 pour vous déontrer la grande importance de la voation que Nous effectuons le 25 octobre 2013
    e « machin », disait De Gaulle en parlant des Natins Unies , est devenu
    UNE MACHINE A TUER SUR DEMNDE DE COMMANDITAIRES ,SUS LE PRETEXTE HPOCRITEMENT HUMANITAIRE , AU NOM DU DEVOPIR D’ INGERENCE DE KOUCHNER , HEUREUX DE FAIT QUE CETTE INGERENCE , CETTE INTRUSION DANS LES AFFAIRES INTEREURES D ’UN PAYS EST APPLIQUEE POUR JUSTIFIER UNE INTERVENTION ARMEE DANS UN PAYS MEMBRE DES NATIONS UNIES QUI AURAIENT DU RECHERCHER TOUTE SOLUTION PACIFIQUE , USER DE SON AUTORITE MORALE – QU’ELLES VIENNENT DE FOULER AUX PIEDS EN BOMBARDANT LA COTE D’IVOIRE…
    LES NATIONS – UNIES CONSTITUENT LE REMPERT DE PROTECTION DES JEUNES PAYS CONTRE LES AMBITIONS , LES VOLONTES DE DOMINATION DES PAYS »SOIT DISANT DEVELOPPES ET DEMOCRATIQUES ET CHANTRES DU DROIT DE L’HOMME ! »
    Le SECRETAIRE GENERAL BAN Ki MOO S’EST DISQUALIFIE !IL OUTREPASSE SES PREROGATIVES !LE SAG DES NATIONS UNIES N ’ A PAS A S’OCCUPER DES ELECTIONS D’UN PAYS MEMBRE !
    UNE RESOLUTION , CE PERMIS DE TUER N) 1975 SANS AUCUN SCRUPULE ,SANS AUCUNE HSITATION A ETE VOTEE PAR LE CONSEIL DE SECURITE , AVEC NOTAMENT L ’ ABSTENTION DE LA CHINE , DE LA RUSSIE , DU BREIL..TROIS GRANDS PAYS QUI ONT FAIT L’EXPERIENCE DES GURRES MEUTTRIERES ET QUI SAVENT CE QUE TUER » DE FACON GRATUITE VEUT DIRE ET SURTOUT OU CELA PEUT MENER !
    JE COMPRENDS TRES BIEN MAINTENANT LES ETATS D’AME DE CS GRANDS PAYS QUI ONT DISCERNE VITE LES ARRIERE – PENSEES BELLIQUEUSE ET JUSQU’AU BOUTISTES DE LA FRANCE , DES USA..ETC
    SAUVER LA POPULAION CIVILE ? QUELLE POPULATION CIVILE ? PROTEGER LES RESSORTISSANTS ETRANGERS , QUI AURAIENT DU QUITTER LA COTE d ’IVOIRE POUR LAISSER LES IVOIRIENS REGLER LEURS AFFAIRES ENTRE EUX !
    VOYEZ-VOUS , JE NE SAURAI COMMENT REMERCIER LA PERSIPICACITE DU GOUVERNEMENT MILITAIRE DU GENERAL RAMANANTSOA GBRIEL D’ AVOIR PROCEDE A LA EVISION DES ACCORDS DE COOPERATION EN 1972 ET SURTOUT D’AVOIR DENONCE LES ACCORDS DE DEFENSE QUI LIENT MADAGACAR A LA FRANCE !
    VOUS IMAGINEZ CE QUI AURAIT PU NOUS ARRIVER SI LES TROUPES FRANCAISES ETAIENT ENCORE STATIONNEES A MADAGASCAR ?
    CETTE ACTION DU GOUVE MIL NOUS APPREND QUE LES GOUVERNANTS RESPECTUEUX DU PEUPLE ET DE SES INTERETS FONT DES ACTES DE PREVENTION , PRENANT LEUR CONDUITE A TENIR DEVANT LES EVENEMENTS SURVENUS A D’AUTRES PEUPLES DOMINES , MASSACRES PAR LES PAYS AVEC QUI CES PEUPLES ONT SIGNE DES ACCORDS DE DEFENSE : VOIR LE CONGO BELGE , VOIR LE TCHAD ,….!
    OUI APRES LES ECHAFFOREES DU DEBUT JANVIER 2002 ET LE COUP D’ETAT DU17 MARS , L’ABSENCE D’ACCORDS DE DEFENSE AVEC LA FRANCE NOUS A PRESERVE DE L’INTERVENTION FRANCAISE , QUE LES » ALLIES DE LA FRANCE ACTUELLEMENT AU POUVOIR » A MADAGASCAR AURAIENT DEMANDEE !
    NOUS AVONS UN PACTE DE DEFENSE ET D’ASSISTANCE AVEC LA SADC !QUE LES MEMBRES DE LA SADC ET LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ONT REFUSE D ’ UTILISER ! ILS ONT PREFERE L’OPTION NEGOCIATONS POUR TOUVER LA SOLUTION DE SORTIE DE CRISE A MADAGASCAR ET POUR CELA ILS ONT ELABORE LES ACCORDS SIGNES A MAPUTO , QUE DE NOMBREUSES TENTATIVES FRANCAISES ONT ESSAYE DE DETRICOTER , DE CONTOURNER..!
    LA DERNIERE TENTATIVE A ETE D ’ UTILISER LA FEUILLE DE ROUTE PRESENTEE PAR LE DR ZSIMAO ,QUE JE CONTINUE DE CROIRE QUE CETTE FEUILLE DE ROUTE A REPRESENTE UN PIEGE TENDU AUX FRANCAIS PAR LE PRESIDENT CHISSANO..LE GIBIER OBNUBILIE , EBLOUI , A MORDU ET A POUSSE LA HAT A FORMER LE GOUVERNEMENt DE TRANSITION CAR LA RECONNAISSANCE EST PROCHE…ET PATATRA !
    CES PUTSCHISTES ET LEURS COMMANDITAIRES ONT SOUS -ESTIME LA RUSE ET LA CONNVENCEDU PREIDENTRAVALOMANANA MARC ET DE SON AMI LE PREIDENT CHISSANO JOAQIM , QUE LES PUTSCHISTES ET LEURS AMIS ONT CRU AVOIR ETE ELI%INE DU GIC ET REMPLACE PAR LE DR ZSIMAO DEVENU N) UN DU GIC !
    LA LUTTE CONTINUE ET RESTONS PLUS QUE JAMAIS VIGILANTS !

    LISONS LES PSAUMES 23 A HAUTE VOIX POURQUE DIEU NOUS ENTENDE !

  20. LES ACCORDS DE DEFENSE….AVEC LAFRANCE..ONT ETE DENONCES..HEUREUSEME
    Par le Docteur CELESTN Robin
    05 avril 2011
    A la veille de l’élection présidentielle présidentielle du 25 octobre courant , je pense aux conszquences des &vénements post-électoraux artificiels de janviert 2002,à l’origine le pprimum movens du cup d’éeae du 17 mars 2009 organisé par toute l’opposition au pouvoir duPrésident RAVALOMANANA MARC élu démocratiquement deux fois de suite…
    Si les accords de défense avec la France avaient été en vigueur avec l’Etat Malgache ,auriez-vous pu imaginer ce qui se serai passer en janvier 3002 et en mars 2009.?
    Cette élection du 25 octobre a été organisée pour faciliter la main mise de la France sur notre Pays et la main basse sur nos biens !
    Je vous ai resservi ce post d’avril 2011 pour vous démontrer la grande importance de la voation que Nous effectuons le 25 octobre 2013
    Ce « machin », disait De Gaulle en parlant des Natins Unies , est devenu
    UNE MACHINE A TUER SUR DEMNDE DE COMMANDITAIRES ,SUS LE PRETEXTE HPOCRITEMENT HUMANITAIRE , AU NOM DU DEVOPIR D’ INGERENCE DE KOUCHNER , HEUREUX DE FAIT QUE CETTE INGERENCE , CETTE INTRUSION DANS LES AFFAIRES INTEREURES D ’UN PAYS EST APPLIQUEE POUR JUSTIFIER UNE INTERVENTION ARMEE DANS UN PAYS MEMBRE DES NATIONS UNIES QUI AURAIENT DU RECHERCHER TOUTE SOLUTION PACIFIQUE , USER DE SON AUTORITE MORALE – QU’ELLES VIENNENT DE FOULER AUX PIEDS EN BOMBARDANT LA COTE D’IVOIRE…
    LES NATIONS – UNIES CONSTITUENT LE REMPERT DE PROTECTION DES JEUNES PAYS CONTRE LES AMBITIONS , LES VOLONTES DE DOMINATION DES PAYS »SOIT DISANT DEVELOPPES ET DEMOCRATIQUES ET CHANTRES DU DROIT DE L’HOMME ! »
    Le SECRETAIRE GENERAL BAN Ki MOO S’EST DISQUALIFIE !IL OUTREPASSE SES PREROGATIVES !LE SAG DES NATIONS UNIES N ’ A PAS A S’OCCUPER DES ELECTIONS D’UN PAYS MEMBRE !
    UNE RESOLUTION , CE PERMIS DE TUER N) 1975 SANS AUCUN SCRUPULE ,SANS AUCUNE HSITATION A ETE VOTEE PAR LE CONSEIL DE SECURITE , AVEC NOTAMENT L ’ ABSTENTION DE LA CHINE , DE LA RUSSIE , DU BREIL..TROIS GRANDS PAYS QUI ONT FAIT L’EXPERIENCE DES GURRES MEUTTRIERES ET QUI SAVENT CE QUE TUER » DE FACON GRATUITE VEUT DIRE ET SURTOUT OU CELA PEUT MENER !
    JE COMPRENDS TRES BIEN MAINTENANT LES ETATS D’AME DE CS GRANDS PAYS QUI ONT DISCERNE VITE LES ARRIERE – PENSEES BELLIQUEUSE ET JUSQU’AU BOUTISTES DE LA FRANCE , DES USA..ETC
    SAUVER LA POPULAION CIVILE ? QUELLE POPULATION CIVILE ? PROTEGER LES RESSORTISSANTS ETRANGERS , QUI AURAIENT DU QUITTER LA COTE d ’IVOIRE POUR LAISSER LES IVOIRIENS REGLER LEURS AFFAIRES ENTRE EUX !
    VOYEZ-VOUS , JE NE SAURAI COMMENT REMERCIER LA PERSIPICACITE DU GOUVERNEMENT MILITAIRE DU GENERAL RAMANANTSOA GBRIEL D’ AVOIR PROCEDE A LA EVISION DES ACCORDS DE COOPERATION EN 1972 ET SURTOUT D’AVOIR DENONCE LES ACCORDS DE DEFENSE QUI LIENT MADAGACAR A LA FRANCE !
    VOUS IMAGINEZ CE QUI AURAIT PU NOUS ARRIVER SI LES TROUPES FRANCAISES ETAIENT ENCORE STATIONNEES A MADAGASCAR ?
    CETTE ACTION DU GOUVE MIL NOUS APPREND QUE LES GOUVERNANTS RESPECTUEUX DU PEUPLE ET DE SES INTERETS FONT DES ACTES DE PREVENTION , PRENANT LEUR CONDUITE A TENIR DEVANT LES EVENEMENTS SURVENUS A D’AUTRES PEUPLES DOMINES , MASSACRES PAR LES PAYS AVEC QUI CES PEUPLES ONT SIGNE DES ACCORDS DE DEFENSE : VOIR LE CONGO BELGE , VOIR LE TCHAD ,….!
    OUI APRES LES ECHAFFOREES DU DEBUT JANVIER 2002 ET LE COUP D’ETAT DU17 MARS , L’ABSENCE D’ACCORDS DE DEFENSE AVEC LA FRANCE NOUS A PRESERVE DE L’INTERVENTION FRANCAISE , QUE LES » ALLIES DE LA FRANCE ACTUELLEMENT AU POUVOIR » A MADAGASCAR AURAIENT DEMANDEE !
    NOUS AVONS UN PACTE DE DEFENSE ET D’ASSISTANCE AVEC LA SADC !QUE LES MEMBRES DE LA SADC ET LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC ONT REFUSE D ’ UTILISER ! ILS ONT PREFERE L’OPTION NEGOCIATONS POUR TOUVER LA SOLUTION DE SORTIE DE CRISE A MADAGASCAR ET POUR CELA ILS ONT ELABORE LES ACCORDS SIGNES A MAPUTO , QUE DE NOMBREUSES TENTATIVES FRANCAISES ONT ESSAYE DE DETRICOTER , DE CONTOURNER..!
    LA DERNIERE TENTATIVE A ETE D ’ UTILISER LA FEUILLE DE ROUTE PRESENTEE PAR LE DR ZSIMAO ,QUE JE CONTINUE DE CROIRE QUE CETTE FEUILLE DE ROUTE A REPRESENTE UN PIEGE TENDU AUX FRANCAIS PAR LE PRESIDENT CHISSANO..LE GIBIER OBNUBILIE , EBLOUI , A MORDU ET A POUSSE LA HAT A FORMER LE GOUVERNEMENt DE TRANSITION CAR LA RECONNAISSANCE EST PROCHE…ET PATATRA !
    CES PUTSCHISTES ET LEURS COMMANDITAIRES ONT SOUS -ESTIME LA RUSE ET LA CONNVENCEDU PREIDENTRAVALOMANANA MARC ET DE SON AMI LE PREIDENT CHISSANO JOAQIM , QUE LES PUTSCHISTES ET LEURS AMIS ONT CRU AVOIR ETE ELI%INE DU GIC ET REMPLACE PAR LE DR ZSIMAO DEVENU N) UN DU GIC !
    LA LUTTE CONTINUE ET RESTONS PLUS QUE JAMAIS VIGILANTS !

    LISONS LES PSAUMES 23 A HAUTE VOIX POURQUE DIEU NOUS ENTENDE !

  21. Iza indray izao lazaina fa miteny irery izao ê ?
    Ilaina miasa mafy ianao ry ranavalona androany ! Hatsaharo daholo izay mbola tsy maika, indrindra fa ny fikarakaràna ny tanim-boly !
    MDR !!!
    Andro iray tsy toa zato androany, satria andro farany mbola azahoana manao izay tokony atao mba ANDRESEN-TSIKA !!
    Izany zatsy izy !

  22. Aza manahy ny amiko ianao fa fantatro ny adidiko ary efaiko raha mbola
    misy koa ny andro azoko hanatanterahana izany, misaotra nampahatsiahy fa
    tena marina izany, ary tsy ho ahy irery ity fa ho an’i rehetra, izay ilay tsy ahafoizako an’ialah!
    Mahay mitsinjo lavitra , mankasitraka Kintana a!!tsy maintsy mandresy ny tolona! homba antsika Andriamanitra!

  23. Tsy ho anao irery, fa mba miresaka aminao aho mantsy satria fantatro fa anisan’ny mahafinaritr’anao, « ny mamboly » izay tsy fantatro na inona na inona !!!
    Mangahazo ? Anan-tsaho ?? MDR !!

    Mba andefaso kely anan-tsonga raha manana ianao ê ! Ny ramirebaka sy anan-drano mba misy ihany any amin’ny kely maso !!
    Mbô tia an’izany ny aty !

    MDR !!!!

    Tsetsatsetsa tsy haritra !

    Atramin’izao ny site-n’ny HUMAN RIGHT WATCH – FRANCE, dia mbola tsy manisy resaka momba an’i madagasikara na dia natonon’ny olona tany Nosy Be aza ny tera-taniny !

  24. Tsy heno intsony ny tsiron’ilay anana t@’ilay tono vazaha lazainao tany @ tanana io hihi

    Miezaka ny mampionina tena fotsiny aloha , efa miomana @’izay hagegena haterak’ity fifidianana e!
    Vao mahita ireto GENA rajakom-bazaha ao @ tanana aho dia efa tssss …aleo aloha handamina ihany.
    Be loatra ilay lesoka fa tsy hay izay ho MIRAKILA eo.

    Mahafinartra ny mamboly rehefa mahavokatra ary mihinana ny NOVOKARINAO ianao, ny hatsembohanao no
    hinananao, misy daholo na anamalao na sosety na voatavo maramara( raviny ) andrahoina miarka @ hen’omby
    matavy asiana anamalao kely , tsy mifankahita fa ianao angah inona????

  25. Vaovao vao azo teo, niantso ny tany ankadinodry sakay fa tsy misy indemnité hono ny delegue de vote-tsika any, ny any hafa anefa mahazo 10000AR! asa nanakaiza angaha mampalahelo! Tsy efa zavatra voaomana ve izany? Lasa mampiraviravitanana ny any ambanivolo. Aza matahotra fa efa natsoina daholo ny havana amantsakaiza ary efa vonona tsara. TSY KIVY ARY TSY HO KIVY MIHINTSY MANDRAPAHATONGAN’NY DADANAY!
    ARY KOA NY DADANAY? AVERENO AMINAY!

  26. Higadona rahampitso ny andro Azomà
    Aza hadino ny laharana trente trois
    Tsy hatory anareo intsony angamba robinson sy ravalomanana
    Olona mpirahalahy hendry ka tsara tohanana
    Tongava daholo na vavy na lahy
    Hanefa ny adidy masina aza manana ahiahy
    Ny hamaronareo hifidy no hiandrasana
    Hialàna aminity fahasahiranana mihoampampana

    Aza kivy ,aza ketraka, minoa fotsiny ihany
    Fa ny tompo ao ambony mitsinjo anao hatrany
    Ora vitsivitsy sisa dia tonga ny fotoana
    Hamoahantsika ilay safidy tsy foana.

  27. Isika rehetra aloha dia mila tena mailo fa sady tokony handeha hifidy no tokony hanarama so fifidianana. ireto EMONT milaza fa hiaro ny vato rehefa haterina ireto no tena hatahoraka hangalatra. Ka samy manaramaso, Izay afaka makasary st camera ohatra ary izay afaka miditra any @ birao sns… efa vonona ny hangalatra mantsy ny foza mba handraisany ny fahefana, Ary maty paikan’ny frantsay ny lalana @ izany. Samia manaramaso ny fifidianana

  28. AOKA ISIKA TSY HANAIKY HO VINGANGAIN’NY OLONA IZAY MIHEVITRA MANAN-JO LEHIBE NO ISIKA !
    FIJERY SY HAMBO DISO TOERANA IZANY !
    Mbola misy aNy seho-javatra mikaska ny famahana ny krizy eto Madagasikara dia ahatsapana fa latsaka an-davaka ny ezaka nataon’ny SADC atramin’ny 09 août 2009..
    Niedinedina sy nampiseho hambo fa voafehiny tsara ny ny « option négociations  »
    roa erin’andro avy eo dia tsy nanaja ny soniany i rajoelina , ary efa maro no nilaza fa baikon’ny frantsay io hetsik’i rajoelina io
    dia nisy tovana a amendement nanampiana ny accords de MAPUTO..mbola hevitra avy amin’ny mpnolon-tsainan-drajoelina..
    Mro ireo fomba sy faminganana nataon’ny frantsay fa tsy nihontsona ny SADC na dia teo aza ny fanoherana naseho’ny Ankolafy RAVALOMANANA MARC amin’ny fanekena lembenana na noho ny fanarahan-drenirano asehon’ny SADC..
    Iarahantsika mahafantatra ny tohiny izay mihafara amin’ny tsy fahamenaran’ny SADC manaiky ny toro-hevtry ny frantsay ,izay nangataka ny hanovana ny CES , izay hanova ny listr’ireo mpifaninana..Io fanaken’ny SADC io dia « acte de trahison » ho an’ny Malagasy izay nino sy niompana tanteraka amin’ny accords de MAPUTO ,izay nosoloina tamin’ny feuille de route..
    Menatra ve ny SADC fa tsy nahatanteraka ny fametrahana ny tondrozotra ,sa misy deal vaovao mahasarika azy sy hahazoany tombony noho ny fanantaterahana ny tondrozotra ,koa dia nampanao an-drajoelina hitsivolana hanovana ny CES ,izay hanova zavatra maro mikasika ny fifidianana , izay tsy ho heken’ny communauté internationale ,raha toa ka tsy hesorina amin’ny listry mpifaninana ratsira Mame RAVALOMANANA LALAO ary rajoelina!!
    FA IZA MOA NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE ITY E? MBLA ILAY COMMUNAUTE INTERNAIONALE TSY NANKASITRAKA NY FANONGANAM-PANJAKA VE ?
    SATRIA ANKEHITRINY DIA MISY FIRENEN-DEHIBE AO ANATIN’NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE NO MANDA ARYTSY MANAKY IO BAIKO NOMEN’NY SADC NY FITONDRAN ‘NY MPANONGAmM-PANJAKANA HANOVA NY CES !
    NY FILOHA RAVALOMANANA MARC TAMIN’NY RESAKA AN-TELEPHONE NATAONY NY 03 AOUT TENY MAGRO BEHORIRIKA DIA NANKAHERY NY MALAGASY IZY TSY HATAHOTRA FA MISY FIRENENA MANTANJAKA VONONA NY HANAMPY ANTSIKA MALAGASY !
    Valinteny ho an’ny SADC sy ny UNION AFRICAINE ,HOAN’NY UNION EUROPEENNE , SY HO AN’NY FRANCE ,izay milaza fa raha tsy hesorina ireo mpifanina telo ireo , dia tsy hisy vola avy amin’ny Communauté internationala hanaovana izany fifdianana izany ary tahiana fa lany ho Filohan’ny Firenena ny iray amin’ireo telo ireo dia tsy hahazo ny fankasitrahan’ny Communauté internationale !
    DIA AVERIKO NY FANONTANIAKO ETSY AMBONY :
    « COMMUNAUTE INTERNATIONALE INONA ?
    Tsy tadidinao ve tamin’ny26 juin 2002 ,fa tsy nankastraka ny fandresen’ny Malagasy izay nividy ny Filoha RAVALOMANA MARC ,izay nandresy an-dratsika ,nefa dia nampihazakazaka ny ministry ny raharaham-bahiny frantsyerin’andro avy eo ,satria natahotra ny tsy hahazo anjara eo amin’ny fampandrosoana ny Malagasy !
    LA SADC ET CONSORTS AGISSENT COMME LES SINGES ,PLUS ILS GRIMPENT DANS UN ARBRE PLUS ILS VONT DECOUVRIR AUX AUTRES QU’ILS ONT LE CUL NU !
    DANS CETTE CRISE MALGACHE ,ILS N’ONT BESOIN DE GRIMPER DANS UN ARBRE , LES AUTRES SAVENT QU’ILS SONT NUS ,SANS LE SOU ET ILS OSENT PRETENDRE BLOQUER LES ELECTIONS PRESIDENTIELLES POUR DES QUESTIONS FINANCIERES ?
    ALLONS DONC ! PARLONS PEU ET ARLONS VRAI ! ET JUSTE ! VOUS NE REPRESENTEZ PLUS LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUI A REFUSE LA RECONNAISSANCE INTERNATIONALE AUX AUTEURS DU COUP D’ETAT A MADAGACAR LE 17 MARS 2009 ,CAR VOUS ETES CUL ET CHEMISE AVEC EUX ET ACTUELLEMENT CONTRE LA SOUVERAINETE DES MALGACHE..
    NE CROYANT PLUS A VOTRE GENIE MALFAISANT ,VOUS AVEZ ORGANISE CES ELECTIONS CROYANT AVOIR NEUTRALISER LE PRESIDENT RAVALOMANA MARC , SON EPUSE RAVALOMANANA LALAO ET TOUTE LA MOUVANCE RAVALOMANANA MARC !
    A LA DE LA VOTATION QUE LES MALGACHESS VONT EFFECTER LE 25 OCTOBRE COURANT ,AVEZ-VOUS LA FORCE DE CONSTATER OBJECTIVEMENT LE FIASCO DE VOS MAGOUILLES EN PROGRAMMANT CES ELECTIONS , LORS DESQUELLES ,LES MALGACHES ,ENFIN , VONT POUVOIR S’EXPRIMER LIBREMENT ET A L’ ISSU DESQUELLES ILS RENDRONT LEUR VERDICT !
    VOTRE MEDIATOPN ,MR CHISSANO N’A ETE QU’UN MARCHE DE DUPES , DONT VOUS ETES , MR CHISSANO , LE DINDON DE LA FARCE..!

    DEMAIN POUR TOUS LES MALGACHES QUI AIMENT ET RESPECTENT LA DIGNITE ET LA SOUVERANETE DE MADAGASCAR ILS PRENDRONT LEUR RESPONSABILITE CITOYENNE ET ILS FERONT LEUR DEVOIR POURQUE DEMAIN IL FASSE BON VIVRE ENTRE NOUS DANS CE PAYS DE NOS ANCETRES !

  29. Nahazo t@ Onitiana koa rabeatrisy, na izy Aza kay tsa mbola nahazo karam-pifidianana?
    dia tsy menatra moa i Rabeatrisy milaza fa 2.000.000 FOTSINY hono ny ambin’ny bilėta .
    Nefa ny birao 2001 ny isany dia hanoloana izay vato maty @’ireo birao ireo hono ???????TSY MAZAVA!!!!
    Za efa tsy te haka « L ».
    Hivavaka aho mba ho anao ry tany mamiko
    enga anie ka tsy hisy handaitra ny teti-dratsy rehetra
    50% ny karam-pifidianana no tsy ara-dalana, TSY FAHAIZANA SA FANGALARANA FOTSINY IZAO???
    ny zanak’i dada tsy mahazo fa ny MATY any am-PASANA NO FOHAZINA HIFIDY NY FOZA????
    MAHONENA!!!!!mbola ho ela e!!

  30. nisy namoaka tany @ Facebook
    fisoratana anaranan’ny olona milatsaka hanara-maso: misy manana badge sy instructions mikasika ny asa miandry rahampitso eny @ bureau de vote ny IRAY ATO AN-TRANO!

    ny tena tsy dia mambra loatra @ izany fb izany,
    lasa tara

    fa dia mihomana sao misy … fihantsoana renfort, fa tena tsy mahatanty fofom-pFOUZ mantsy ilay ato an-trano hanao permanence any io!!

  31. 2 000 000 ny ambin’ny biletà
    20 000 ny isan’ny biraom-pifidianana, 2 000 000 : 20 000 = 100

    Na zato isaky ny biraom-pifidianana aza no ho atao hosoka dia efa be dia be izany !

    Tsy azo ekena !

    Araho maso ny vatam-pifidianana, ary tsy maintsy alaina sary NY PROCES VERBAL IZAY VAO MANAO SONIA NY SOLONTENAN’NY MPIARO NY ARA-DALÀNA !!

    Aza adino ny mitondra cahier matevina, anaovan’izay tsy navela hifidy, pétition !

    Araky ny tokony ho izy, dia manao sonia an’ilay PV ny SOLONTENAN’NY KANDIDA REHETRA !

  32. Mankahery ry HoAiza !
    Any aminareo izao ny baolina !! Aza avela misy manao sonia PV raha tsy efa nahazo sary an’ilay izy !
    Aparitaho izany !

  33. Samia miara-mamaky anity daholo isika rehetra

    20h00>

    RESULTATS DE VOTE : 

    la Cour Électorale Spéciale a décidé d’effectuer une confrontation des résultats émanant des bureaux de vote et transmis par la CENIT et des résultats que la Cour recevra directement. Le président de la CES François Rakotozafy a souligné que les résultats de la CENIT ne seront que des résultats provisoires, en effet, seule la CES est autorisée à publier les résultats officiels.Date : 24/10/2013

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *