9 pensées sur “HAFATRY NY FILOHA RAVALOMANANA, 17 OKT 13”

  1. Ity fifidianana hatrehantsika ity dia ilay fifidianana tokony ho natao ,araka ny Lalam-panorenan’ny IIIème République ,izay tsy nohefana noho ny fanonganam-panjakana :anisan’ny Antony nanaovana fanonganam-panjaana dia satria nisy candidat tao amin’ny mpanohitra notarihan-dRatsiraka ,na Ratsiraka aza ,handresy ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC .Any sisa herin’ireto andevom-bazaha ireto dia ny nampiato ny fitondrana nomen’ny Vahoaka ny Filohan’ny-pirenena tamin’ny 03 décembre 2006 !
    Io safidin’ny Vahoka tamin’ny 03 décembre io dia fanitsakitsahana ny démocratie , nanaovana tsinontsinona ny ny sy ny fahafahana mifidy olona izay noheveriny Vahoaka fa mendrika sy mahay mitondra sy mitantana ny Fanjakana sy ny Firenena.
    nataon’ireo mpanongam-panjakana izay tsy hisian’ny fifidianana handraisan’ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC anjara ,dia ny hery tsy mahaleo ny Fanahy , ka dia nekena ny Filoha RAVALOMANANA MARC miaraka amin’ny Ankolafy RAVALOMANANAMARC hanohina ny candidat Dr ROBINSON JEAN LOUIS..
    Mazava ny hafatry ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANAMARC mikasika io fifidianana io ,koa aoka Isika hanaraka tsara ny teniny ,indrindra moa dia tsy maintsy mandeha mifidy Isika koa tsy maintsy mandresy Iska.
    Io fandresentsika io dia hampody ny Filohan’ny Firenena RAVALOMANANA MARC ANTANINDRASANA !
    MOMBA ANTSIKA LALANDAVA NY TOMPO ANDRIAMANITRA !

  2. Mahereza ry dada malala!!Homba anao mandrakariva Andriamanitra!!
    ao aorinanareo sy Neny foana izahay na inona na inona , isika tsy kivy.
    Andriamanitra dia manana ny fotoanany sy ny antony, koa izy irery ihany no mahalala
    izay mety sy mahasoa ny zanany.
    Mitraká dada a!eo andamosinao mandrakariva ny zanakao dia ny 85% sa efa 90% izy
    izao.
    Ny marina tsy mba maty na dia fisaka sy sarotra tadiavina aza.
    TIANAY FOANA NAREO SY NENY SATRIA TOKANA AN-TAN Y.

  3. ITONY HAJO TONY NY ANDEVOM -BAZAHA. TENA MPIVAROTRA TANINDRAZANA SY FIRENENA ARY MPANAMBANY NY MALAGASY.

    MISY LALANA VOTANY KELY 100 METATRA AO AMIN NY FOKONTANINANY NATAO PAVES ARY TENA NANDANIANA VOLA MIHITSY SATRIA EFA HO 1 VOLANA NY MPANAO AZY NOTEO. FAMATSIAM BOLA FRANTSAY AFD. HANAOVANA PROPAGANDY. DE MBOLA VENDRANA TOKOA VE NY GASY KA HO AZO AMBAKAINA AMIN IZANY. TSIA.
    NA MIJERY NY SARY ETO AMIN NY PEJY MYDAGO AZA MAMPIDEGOBA. FIRY MILIARA NO AZO TAO AMIN NY MAGT. LAZAINA FA NOHATSARAINA NY SERVICES NEFA KOLIKOLY OHATRA NY INONA. MAKA CERTIFICAT DE SITUATION JURIDIQUE IANAO EFA AMAM BOLANA VO MAHAZO. IZANY VE NO MBA FITONDRANA TSARA TANTANA NAPETRAKA. AZA MAMPME OA.
    AIZA HO AIZA ZAO NY TANY NAMANOFAINA 150 000 000 AR?

  4. Ahely indray izany ny feo fa hoe tsy ho tanteraka ny fifidianana 🙁 ! Izany no hafetsena hitan’ilay champion foana …Ny antony ho arosony dia hoe :
    TSY HO VONONA HONO NY KARATRY NY MPIFIDY mandra-pahatongan’ny 25 Octobre ! Io ilay hoe convocation d’urgence nalefan’ny tsy vanona.

    Matoa tsy tanteraka ny fifidianana dia
    TOMPON’ANDRAIKITRA IREO solotenan’ny UE SY SADC ireo, fa ireo mantsy no mpanohana maherin’i TGV !

    AZry ity TGV ity ve mbola afaka mibaiko sy mandidy ny manodidina azy ihany e ???? 🙂
    Mba misy tetika ve hanjeràna an’io malaky , ankoatry ny fifidianana ?????

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *