9 pensées sur “Hafatry ny Filoha Ravalomanana Marc, 19 OKTOBRA 2013”

  1. Fa nankaiza ilay émission ê ? Naistrika angaha ? Fa nisy inona ? Nisy safotra, torana sa tapaka lalan-drà ????

    Niraradraraka angaha ny ippon tao ? Dr Robinson îzay disciple-n’i Jigoro Kano, angaha no tsy nahaizana niaina ?

    Tandremo fa tsy hoe rehefa mitolefika kely, dia resy an ! I Dada Ravalomanana aza efa lasa zidôkà !

    Tahaky ny hitako izany prises manarapenitra nanaovan’Ingahy Robinson an’ireto foza !
    Mdr !!!

    Mba eritrereto ny nanaovany azy !

  2. Ilay hery randriamampianina, tena ny Karana sy ny sinoa no mandravaka azy, miampy zanakisoa iray ,dia hita fa ireo mpamatsy fanonganam-panjakna ihany koa no mamatsy azy, ka FADIO, FADIO ny FERY VAOVAO, fa sao ho lasa CANCER ka ho faty ny Malagasy ka ho lasa Karana sy Sinoa no handova an´i MADAGASIKARA .

  3. Mety nanome vola an’ireo foza daholo izany, na ny mpivarotra basy, rongony, héroine, cocaine, ets…..
    Ny pétrole sy ny vatosoa, andramena moa tsy lazaina intsony !

  4. Io ambony io ilay izy !
    Lany andro mitsangatsangana, koa aiza no ahita ny hitan’ny rehetra !
    Mdr !!

  5. Mangina elah !!De mba miangatra kosa Kintana raha @’izao fotoana mahamay izao
    no mbola hisy fotoana handehandehanana.Ady ity tolona ity
    Misaotra an’i Ramananarivo namaly ny antsoko fa tena nitady za fa ny fanolorahna ilay olona fotsiny no tao e!
    nahita daholo ny rehetra fa nivoaka ihany kay ilay izy .
    Tiako be ilay fanoherakana an-kitsirano nataon’i Dokotera ary nahafa-po ahy koa ny FIJOROANY nanohitra
    ireto FOZA BEU,Tsy dia be safara fa tonga dia vavany ary FENO FAHENDRENA tena @ fomba MIAJA no
    NIVIRAVIRANY IRETO FOZA, efa lany henatra moa ireto foza ka tsy dia misy ho raisika fa 0000000 .
    Tiako be koa ilay Be MOLOTRA be niviravira an’ity JIOLAHY HERY hihihi.
    Ilay FANGOIKA MAHAY MANADIO TENA ERY ity HAJO!! RWANDA Madagasikara raha io no ho lany SANATRIA.

  6. Izao vao tafatsangana ve ê ?? MDR !!

    Efa olona kentrina sy azon’ody, na tena jamban’ny vola hoy aho rahatoa ka mbola hifidy ny iray amin’ireo mpanongana ireo !
    Asa kilaotin-drafozany aza angamba no mety amidiny rehefa tsy eo intsony ny foza !

    Mandeha ny resaka ary hita any anaty gazety, fa matahotra mafy ny foza ! Asa na mahatsiaro menatra sy matahotra ny valim-pifidianana, ka mety hanao an’izay hanakorontanana ny fifidianana !

    Avelao ho hitan’ny havana eo, fa ny antsika dia roso ihany ny dia ê !

    Tohizo ny tolona fa aza varimbariana !! Tsy mila fery vaovao, na dia miseko ho ministry ny Fitantànana sy Teti-bola MAHAY MITADY VOLA AZA !!!

    Sa tsy izany indray ry ranavalona !

    Ry HoAiza izao efa miasa mafy !

    Mankahery sy mankasitraka ny mpitolona rehetra !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *