14 pensées sur “Hafatry ny Filoha Ravalomanana”

  1. Taraika be ndray Solo Razafy. fa ny an’i Kintana no tonga aloha,
    Tsy efa hainay tsianjery ??izany ka tena dada fa hatr@ pitsopitson-dresaka azy dia
    voalazany daholo..Sady TSISY LAINGA.

  2. Aza dia omena tsiny Ingahy Razafy ry ranavalona â ! Mbola nanara-dia an’i Neny izy ê !

    Hafatra : Amin’izao voina mihatra amin’ny fianakaviana ny Filoha izao, dia miangavy antsika rehetra, dia ny vahoaka malagasy izany, mba hitsangana toy ny olona iray ary hanotrona an’i Neny !

    Mangataka ny vahoaka malagasy, TSY AMIN’NY FANDEVENANA IHANY, mba ho solontena mendrika an’ny Filoha Ravalomanana, izay tsy navelan’ireo TSY MATAHO-TODY SY TSY MPANARA-DALÀNA handia ny tanindrazany, na dia efa VOASORATRA MAZAVA mazava ao anatin’ilay Tondrozotra aza, fa manana zo tanteraka izy HAMONJY ny tanindrazany !

    Ampitao ny hafatra ! Asehoy fa malagasy mahafantatra an’izany hoe firaisan-kina izany isika ! Ampio ary hotrony i Neny, fa ao anatin’ny fahasahiranana mafy izy !

  3. Atraminy izay dia ny tsabo sivy ny mpanonga-fanjakana nefa mamo fona no mivoka dikany izany oe 10 dia ZERO (0) oany rehetra ary(1) ray manontolo oany ry zareo .
    Izao dia voa ny teny ilay valo (8) dia nivoka ny sivy (9)= 3X3;
    Marc:5/33-36

  4. Tena maty i bebe Razay! Handry am-piadanana anie izy! Tena nataon’ny zanak’i dada fitaovana hatramin’ny farany iny Ratompokovavy! Efa mandeha be manko ny resaka ankehitriny hoe mba hahafahan’i dada mody mialoha ny fifdianana dia ny fahafatesan’i bebe Razay no vahaolana, satria io no hitakiana amin’ny fitondrana Tetezamita hoe avelao hody i dada handevina ny rafozany! Ilay feo mandeha dia hoe natao EUTHANASIE i bebe Razay!

  5. Tamin’ny alahelo lehibe sy fahatairana koa no nandrenesana, fa nidaosan’ny fahafatesana omaly ihany koa ny renim-pianakaviana iray, sady mpitolona nahafatra-po tao amin’ny Magro no havana akaikin’ny mpiara-mitolona naman-tsika !
    Maneho ny fampionona sy ny fankaherezana ho an’ny fianakaviana manontolo isika, ary enga anie tsy ho very maina ny herim-po sy ny hezaka rehetra izay nataon-dRatompokovavy nandritry ny taona nitolomany !
    Tsy maintsy mandresy ny fahamarinana ! Tsy maintsy mandresy ny tolona !
    Masina ny Tanindrazana ! Handry ampiadanana anie izy !

  6. Misy mangovitr’homana sahady fa ho avy dada ka hipoitra daholo ny nafenina sa
    ho very fihinana @ fisolelahana ny foza????
    Olon’Andriamanitra ireny ka izy irery ihany no afaka mandahatra ny fiainany ry Foza sadasada a!
    Afa-baraka tsara fa lazaina fa nanao cinema neny fa tsy marary akory bėbė Razay an!!!!
    Ny marina tsy mba maty, dia io fa efa miakapokapoka sahady fa ho avy koa dada handevina ??????
    Alohan’ny fifidianana anie dada no TSY MAINTSY MODY e!!mba manara-raom-paty aloha ka inona no olana?
    izany no lahatra avy @ Avo fa tsy takatry ny loham-poza velively izany.
    Izay mahasoasoa hataon’Andriamanitra @ OLONY .

  7. Ry dada Malala ô! mba misy hafatra hampitaina raha tsy mahadiso e!
    araka ny fadiniako ny resakao hatr’izay dia toa musy tokoa ireo fangolika izay
    mahalala tsara ny fahalemenao ny @ fomba firesaka hoe izay mody prėsidà na koa hoe: dada , tandremo ry dada
    fa tsy izay rehetra miantso Tompoko Tompoko no hiditra ny Lanitra, ny tiako hatongavana dia aoka ianao tsy ho sodoka
    an’ireny olona mahay MANDAMBOLAMBO MALEFAKA IRENY.
    Ohatra omeko: jereo tsara Domelina rehefa mikabay fa dia ………malefaka FANGOLIKA @’ilay LAINGA sy FITAKA TSARA
    LAHATRA ery ka teo no namitahany anao t@ilay fihaonanareo NITOKANA iny, vao niantso moa izy hoe: » Prėsida blabla  »
    dia ireny niarahana nahita ireny ny fitaka nahazo antsika fa jereo ny nataony an’i Neny teny @ aeroport IVATO avy eo.
    Dia ireto resaka SADC nihizingizina foana moa ianao fa mahatoky ireo nefa dia hiaraha-mahita izao ny asa-maizina hataon’izy
    ireo ry dada ka na ingahy ZUMA aza tsy dia re tsaika firy intsony koa hajanony ity fahatokitokisana olona lava ity dada a!!!
    Mba miangavy raha azo hatao!!ANDRIAMANITRA IRERY IHANY HATOKISANA.
    Ka eto dada dia rehefa Ingahy Robinson no tohananao dia tohano sy ampio izy fa aza dia manantena loatra zavatra BETSAKA
    MBA TSY HANDISO FANANTENANA anay manaraka anao sy ho anao ko, aleo ny tantara no hitsara.
    Olona MAHITSY FITENY ohatra anao no hilaina fa tsy FANGOLIKA mahay mandahatra @ FANDEMENA sy ny FANDRIKA.
    Miala tsiny fa za tsy misorona miten mba tsy hiverenan’izao fahavoazana izao intsony, fa raha misy tsy mety ny teniko dia avelao
    hiverina amiko ihany , adidiko no efaiko ho an’i Tanindrazako malalako fa raha diso aho dia MIALA TSINY TOMPOKO ary MIFONA
    SAHADY.

  8. Mbola tsy mety henoko hatramin’ny farany io vidéo anao io prézidà

    Miala tsiny ihany koa
    maneho ny hafaliana
    woawww
    tena faly naheno ny « hira faneva » anikeo maraina
    nandalo tety, ary mbola heno hatramin’izao: ATAOVY DRIDRANGILA

    dia manipy soso-kevitra kely
    fa ito nalefan’i
    malagasylambda
    tary ito mivoaka kokoa:

    http://www.youtube.com/watch?v=O3TqVCzkVtk
    (Sahia ry Malagasy – Hira faneva)

    tsara raha mamerina an’io amin’ny version azy manokana
    ny tarika ===> **A.M.B.O.N.D.R.O.N.A**
    (« Hira faneva » version tarika Ambondrona no mba takiako eto)

    ===> toa izany koa i **KIAKA**

    _____

    Miaraka ho avy
    ery @ tany malalaka
    hanafana ry zareo
    rahampitso @ 2h30

  9. Manao azafdy aloha fa tsy SANATRIA i Dr Robinson no lazaiko eto fa ny olona mifanerasera
    @ dada @ ankapobeny.AZAFADY TOMPOKO ISANY!!!
    Tsy dia fantatro velively ingahy Robinson ka tsy afaka ny hanosim- potaka olona aho fa ny zavtra tsikaritro
    aminy hatr@’ izao dia tsy dia be SAFARA ary olona TONY dia tony fa tsy misavoamboana ohatry ny FOZA.
    Azo lazaina ho olona manana ny maha-izy azy izy fa izaho indray aloha raha tsy TONGA DADA dia mbola
    nofinofy ihany ilay fanomezan-toky e!dia mijery baolina fitsiny aloha no azoko hatao.
    Ramalina aza hono mifehy hazo tokana.

  10. Kaaiiii ! tena mampanaintaina be koa sė zany ry Ho aiza!!
    toa tarika Milay be daholo izy izany??misaotra an’ Andriamanitra fa na dia
    betsaka aza ireo artista lasa FOZA dia mbola manana MILAY SADY BOGANY DAHOLO ISIKA.
    MANKASITRAKA AN’I KIKA sy AMBONDRONA ary koa ……..BOOOODDOOOOOO!!!!! dia izay tsy voatonona
    eto koa an! tsy hadino i M.Hanitra .
    Homba antsika Andriamanitra e!!ry malok’ila aza moa nivaralila sisa, na dia hataoko aza hoe VOLA aza ve tompoko?
    Saika hikomandy malok’ila 13 a fa nadaboko vao hitako niaraka t@’ity FOZA ry zareo. MAHONENA!!!!

  11. Manolotra ny teny fampiononana sy fampaherezana amin’ny anaran’i Jesoa Tompo hoan’ny fianakaviana PRM Ravalomanana Marc manontolo.

    Ny varavarana nivoahana no anareo, fa ny fahoriana dia hiarahan-tsika mizaka.

    Dia aza misosom-pahoriana intsony tompoko

  12. Mamangy @ fahoriana ny fianakaviana Ravalomanana ny tenanay,mitraka ary mahereza fa mbola be ny adidy iandrasana anareo eto @ ity firenentsika ity .Mahaiza mionona tompoko!

  13. http://www.leparisien.fr/international/madagascar-lynchage-de-deux-francais-soupconnes-de-trafic-d-organes-03-10-2013-3192589.php

    L’enfant n’avait plus ….ni sexe ni langue.
    A quel genre d’individus pensez -vous ? A des pedophiles surement 🙁 !!!
    Cette histoire nous fait penser à un pedophile connu des Services du Ministere de la Justice, et qui a pu, moyennant une somme derisoire à cette justice, pour s’acquiter des ses peines.
    Des emeutiers ??? Libre à chacun(e) d’en porter son avis, mais dans ce cas, ce n’est surment pas UNE EMEUTE : c’est de La colere contre ceux à qui, le pouvoir HAT a donné la liberté de se comporter en voyus dans un pays ….CONQUIS.

  14. VIVE NOSIBE TSAZA REHEFA MANDRAY ANDRAIKITRA NY VAHOAKA AINA SOLONY AINA MASO SOLONY MASO NIFY SOLONY NIFY. IRENY NO ATAO HOE LA PATRIE NA NATIONALISTE TSY MANAIKY LEMBENANA ISIKA MANOMBOKA IZAO SATRIA AINA IO

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *