28 réflexions sur « JLR : 30.53% »

  1. Tsara be ny mahita an’io fa tokony ho mailo fa tsy mazava ataon’ny CENIT

    MIOVAOVA NY NOMBRE D’ELECTEURS INSCRITS
    Ny an’Analamanga no no-télécharger tao amin’ny site web CENIT omaly sy androany dia izao no tao am nombre d’inscrits

    26 octobre 2013 à 20h 04.34
    DISTRICTS
    Ambohidratrimo 196631
    Andramasina 71085
    Anjozorobe 78574
    Ankazobe 58254
    Antananarivo Atsimondrano 255602
    Antananarivo Avaradrano 186678
    Antananarivo I 109669
    Antananarivo II 89342
    Antananarivo III 70302
    Antananarivo IV 109636
    Antananarivo V –
    Antananarivo VI 67938

    27 octobre 2013 à 11h 59.04
    Ambohidratrimo 196631
    Andramasina 70667
    Anjozorobe 78582
    Ankazobe 58256
    Antananarivo Atsimondrano 255602
    Antananarivo Avaradrano 186719
    Antananarivo I 109787
    Antananarivo II 89456
    Antananarivo III 70312
    Antananarivo IV 109705
    Antananarivo V 140162
    Antananarivo VI 67581

    Misy ny nitombo ny isan’ny mpifidy voasoratra ohatra tao Avaradrano, misy ny nihena ohatra tao Andramasina
    F’angaha misy olona nisoratra anarana vaovao ndray fa tsy efa arrêtée ve ny liste électorale no toa lasa miovavova

  2. Tsara io fahamoanareo ny vokatra ny CENIT isan’izay mivoaka io fa misy mitetika zavatra hafa ao ! Io no porofo !

  3. an an ! tsy mety aminay kosa aloha ity teny fanevan’ny repoblika « FITIAVANA « ity eeee!
    ny « FAHAFAHANA »indray ve no nesorina kou ! izao miharihary fa nesorina tanteraka ny fahafahana fa « FANGEJANA » no nampiharina.Natao kilalao mihitsy ny fitantanana ity firenen-tsika ity,dia hoe « constitution » vaovao mifehy ny IV è repoblika!!!Dia tsy menatra ve ry zareo fa ny fifidianana atao @zao fotoana izao no hidirana @ repoblika faha-4 ? Nidina nanao sinema be,film mihitsy aza moa no azo hilazàna azy t@ireny nitondra filanjana be nidina nyy rova ireny i madama @zay nampiankanjoana akanjo mena toy ny Ranavalona?
    I beriziky indray amizay moa dia mbola sahy mandrangaranga ny constitution 2010 ?

  4. Mailo fa mise a jour indray ny site ny CENIT e! Tena misy zavatra tsy mety ao ka ! Aza matoritory ry havana isany fa tsy mataho tody ireo FATinalika ireo

  5. Mazava ireny fitsikin´i Rajoelina rehefa nanontanian´ny mpanao gazety izy avy nifidy, hita eny amin´ny endriny fa misy zavatra kotrehin´ny Foza mianakavy sy ireo vahiny namany.

    Tsy malahelo ,tsy matahotra mihitsy izy fa ilay fombany mitsiky vendrana iny, sady nohamafisiny fa izay candidats tsy lany dia tokony manaiky izay valim-pifidianana eo, iza moa ny tiany ho lazaina fa tsy i Dr robinson , tokony hanaiky izay valim-pifidianana hosoka hataon´izy mianakavy ho avy eo. Ary mbola nampiany fa ny Mlagasy hendry ,tsy miady an-trano, nefa ny zavatra kotrehin-dry zareo izao , io halam-bato ahatezitra ny mlagasy io ary hampiy ady an-trano, Dia mody nampiany hoe, Mba tsy hidiran´ireo miaramila vahiny hampandry tany.
    Ka izay ilay tetika, mangalam-bato, tezitra ny vahoaka raikitra ny sakoroka, dia ampidirina ny miaramila frantsay na ireo efa eto an-toerana miditra mandamina, dia hitohy ny tetezamita.
    resaka ankolaka daholo no nataon- Drajoelina zay mbola mihevitra ny Malagasy ho vendrana.

    i rajoelina sy ny Frantsay dia tsy hanaiky ny handresen´i dr robinson, sy idiran´i Filoha Ravalomanana amin´ny sehatra politika sy hody an-tanindrazana-

    Tokony iny andry rajoleina iny mihitsy no novitaina aloha , fa tena mpanapotika firenena.

    tafiho na doroy any ny tranon´ny foza na tranon´ny CENIT raha manondrana mamadika ny vatom-pifidianana.

    dieny izao dia tokony tetezina ireny ben´ny fokontany mpikarakara fifidianana mba tsy ho vavidy vola sy hanaiky tambazana hamadika ny safidim-bahoak.

    Aza mitsahatra manara-maso ny valim-pifidianana sy manaparitaka azy isika . Aza mandry fa mbola tolona ny antsika . Na dia efa mibaribary aza fa latsaka ambany be ny vaton´iöa Hery randriamampianina raha mihoatra ny vaton´i DR Robinson, dia tsy maha-menatra ny CENIT ny hamadika anío . 2002 Bis no ho avy eto.

    Saingy raha misy ny sakoraka = Dia maporisika ny miaramila gasy ny Frantsay hitifitra ny mpiray tanindrazana.

  6. Ireto ve tsy efa voavidin´ny Foza, Chissano, izay mipetraka ao Antananarivo mihitsy , izay iraky ny frantsaya

    Ireto ny mpamadika tanindrazana

    http://www.ceni-madagascar.mg/?objet=membres-cenit

    PRESIDENT ATALLAH Béatrice Jeanine

    Magistrat
    VICE-PRESIDENT RALAIARILIVA Ndrina Mamy
    VICE PRESIDENT TAHINDRO Gervais
    RAPPORTEUR GENERAL RASOATSINAMPOIZINA Sidonie Auberge
    RAPPORTEUR GENERAL RAKOTONDRAZAKA Fanomezana Espéré
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RANDRIAMANTENASOA Martin
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RANDRIARIMANANA Charles
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL ANDRIANAIVO Dorà Josée
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RAFOLISISOA Hanitriniala
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RANDRANTO André
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RAKOTOSON Henri
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL SAMBO
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RASOLO Harinomeny Rafanatera
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL ANDRIAMANASINA
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL FELICE Adolphe
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL MAMY Dieudonné
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL MARIMBELOSON William Ladislas
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL SAMBO
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RASOLO Harinomeny Rafanatera
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL ANDRIAMANASINA
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL FELICE Adolphe
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL MAMY Dieudonné
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL MARIMBELOSON William Ladislas

  7. ireto koa
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL RAHARINARIVONIRINA Maria Sylvie
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL MASIMANA Manantsoa
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL ANDRIAMIHANTA Fanomezantsoa Benjamin
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL JEAN
    COMMISSAIRE ELECTORAL NATIONAL MANJANY Bienvenu

  8. Antenaina a! anontanio kotovelo fa mbola soniany ihany no nahatonga io « FITIAVANA » io
    izany hoe: anisany nanaiky sy nankatoa io izy ILAY KISONIA IO E!!

  9. Avoaka tsikelikely ny valin’ny fifidianana nefa zavatra azo atao ao anatin’ny 6h.
    Misy zavatra tsy mazava ry zareo amin’iti resaka ity. Manoeuvre hanakorontanana izao fa tsy zavatra hafa. Raha atao ny extrapolation’ny résultat teto Antananarivo dia efa vita izany ny fifidianana fa tsy mila 2ème tour izany. Na dia 30% aza ny correction ampiharina amin’ny vokatrin’ny fifidianana any amin’ny farintany dia efa nandresy ny Dr Robin.
    Mathématiquement ny population nifidy teto andrenivohitra dia efa représentatifn’ny pifidy malagasy rehetra.
    Misy resaka tsy manjary eto.
    Mitohy ny tolona

  10. Ho avy amin’izay ny chute libre amin’io vokam-pifidianana io manomboka rahampitso, ka ho tapaka lalandrà eo ny forongon’i dada!

  11. Fa inona koa no ataon’i denise eto? ndana mandeha mijery madagate fa any misy rano-poza, trano-poza sy lala-poza! ho faly kokoa ianao any fa ianao no ho tapaka lalandà eto. Tena marina!

  12. Abstention no nataoko t@ 1er tour satria tsy nisy naha-convaincu aho ireo 333333333 candidats!
    Izao kosa dia tsy maintsy mifidy @ 2ème tour ary mitady izay tena mba programme sy projet ireo candidat tafita .Ho anisan’izany normalement Mr JLR.
    Ho anareo mahalala, ankoatr’ny promesses électorales ho an’izay mbola mino an’izany , inona no tena mba proposition an’i JLR en matière économique/ éducation/santé?

    Sao dia mifintina fotsiny @ fampodiana an-DrA8 no mba planina masaka ary ho fameranana ny Etat TIKO ….Aoka azava fa sady tsy mila mpanongam-panjakana no tsy hanaiky fanjakan’olon-tokana …na Ra8 na Poutine!!Misaotra mialoha manome fanazavana ireo mpanaraka mahalala

  13. Tena tsara tokoa ilay fanamarihana noataon’ny Raheriniana. Ny ankolafy Ravalomanana ve afaka mijery izany akaiky ary mampiasa Any @ CENI-T. Mila fomba Fiara hentitra.
    Vao 10% ny voka-pifidianana io ary mety mbola hiova be ny manaraka, isika anie ka mbola tsy mahita ilay hala-baton’ilay fery vaovao. Ny ordinateur-n’y CENI-T ohatra dia manova ny vali-pifidianana satria natao hampandresena ny candidat-mpanjkana,.

    Aoka hihetsika isika hijery izany.
    Ny premier tour dia vita koa mbola mety ho avy satria vao 10% io. Raha izay no mitranga dia fandresena miezinezina no misy.

  14. Ry veveeso ve mitampina tain’omby mihintsy ny maso no dia dimy taona mbola tsy mety mahita foana e! Io le tenina foana fa e! e! e! Tsotra ry veveeso a! Nolazaina fa manao monopole ny Tiko ka izany no mhalafo ny vary, ny menaka izay tokony ho 500ar/kg sy 2500ar/l! Azonareo ny fitondrana izay nangalarina novonoina ny Tiko Resultat? ZERO. Nolazaina indray fa dictateur ny filoha Ra8, ity misy ohatra tsotra: Misy manafika ao aminao, miantso ny mpitandro flaminanana ianao fa tsy misy tonga izany eo, fa manandrama ianao mitondra pancarte eo analakely izaho milaza aminao fa tsy manana fotoana hamelarana akory ianao dia efa tonga i genneral Bomba. Izay ve no demokrasia? azafady merci! Mialatsiny aminao fa mbola tsara lavitra 1000fois ny tamn androRa8. tsy maintsy mody ny DADANAY!

  15. Misaotra anao Fatidrà @ valiteninao…
    Saingy tsy mamaly ny fanontaniako ianoa: inona no programme de gouvernement an’JLR raha toa ka lanim-bahoaka izy?

    Mikasika ny fitondrana an-Dra8 : betsaka ny tsara indrindra nandritry ny mandat voalohany …ny mandat faharoa kosa dia azo lazaina fa betsaka ny dérives…izay nihafara t@ fanonganam-panjakana TGV ( Tsy azo ekena io coup d’état io)…azo atao rapide ny récapitulatifs ny zavatra tsy nety (mais ce n’est pas le sujet)…..mais en bref: Ra8 n’était pas un dictateur…juste un dirigeant qui a fait le vide autour de TIKO et confondu allègrement l’intérêt de son groupe avec celui de l’état…Na dia à court terme aza dia nampitony ny fahorian’ny vahoaka izany fomba fitondrana izany dia mazava fa situation tsy afaka aharitra firy…la preuve : 5 taona aty aoriana mbola tsy lehibe foana ny ankizy malagasy ka miantso an-dra8 hoe Dadanay !!! Fatidrà sokafy ny maso hoy ianao ! Ny valiny avy amiko : mba adulte @izay

  16. Misaotra anao ry veveeso, izaho tsy miteny hoe tongalafatra izy, raha mbola eto antany tsisy ny tonga lafatra. Tamin’ny filoha rehetra nifandimby teo ny resultat economique et social tamindra8 no hafa indrindra, nahavita izy! Amiko ry veveeso ny tena probleme antsika gasy dia ny mihevitra fa izay filoha tonga eo dia anjely! Lazaiko anao fa na Jesosy aza no filohan-tsika mbola higrevy foana ny gasy satria ny lainga no inoany kokoa noho ny marina. Farany, ity no tena hadinon-tsika, ianao koa dia anisan’ny olona mihevitra fa necessaire iny fanonganana iny? Raha tsy tia iny fanonganana iny ianao dia tokony tsy hametra-panontaniana ny amin’ny tokony anesorana ny mpanongampanjakana teo. Ary aza hadino fa tsy maintsy nahongany Frantsay i Ra8 hahafahany mametraka ny olony satria tapitra tamin’ny 2010 ny ACCORD DE COOPERATION, ka tsy maintsy hi signé vaovao. Io ny tena olana ry veveeso a facade fotsiny ny akoatr’izay. Ary io no mampitrazoka ny famahana olana eto Madagasikara. Fanontaniana: nahoana no tsy navoaka ho fantatry ny olona ny contenun’io accord de cooperation (pendant 50ans) izay nosoniavin’ireo izay heverintsika fa heros isaky ny 29 mars! Raha mahalala ianao mba informeo aho! Fehiny ny ady atrehina izao dia ho any taranaka faramandimby (50ans) manaraka. Mialatsiny aho fa aleo hody DADANAY.

  17. Shiiiiiiiiihhhh!!!
    Rehefa nanao sbsention ry i VEVEESO de zo-nao izany a! Nga ity varotra alika…!!!???

    Dia mba mi-s’abstenir koa amin’ny commentaires fa zero! Tsy misy mila na taitra amib’izany a!!!

  18. Misaotra anao Fatidrà @ teny arosonao ahafahana mifanakalo hevitra am-panajana ny eritreritry ny tsirairay. Tsy misy olona tongalafatra tokoa. Ny tiako ho lazaina fotsiny dia efa ho 53 taona mahery isika no nahaleo tena ary ny fotoan mandroso foana ka ny mba teniko am-panetretena dia hoe aoka ho raisina ho lesona izay lasa rehetra izay ka ny ‘progres continu’ ho an’i tany masina antsika ity no tsondrovina …noho izany indrindra no tokony ho ampafantarina an’ny be sy ny maro izay programme atlotro ireto candidat hitondra antsika andritry ny 5 taona ho avy…tsy nisy valiny ny fanontaniako momba izany ka aleo ho faranana eto ny resantsika ary mbola hisaorako ianao nifankalo hevitra amiko.

    Ho anao kosa ry Neninoro…dia tohizo soa aman-tsara ny ompa sy fanivangivana ny tenin’ny olona mety tsy mitovy hevitra aminao; tsy izany mandrakizay no ampanddroso ity tanintsika efa tafiditra @ ny lalina ary efa ho firenena voalohany @ fahantrana eto an-tany ity. Tsy mitondra mankaiza mihitsy ny fanaovana ‘fan club ‘ tsy misy esprit critique…

  19. Mamy hoditra loatra Dada ka mankarary fo ny sasany , fialonana no betsaka.
    Miakapokapoka fa tratry ny daka tsy hita-maso ,diso tetika ranamana , nanantena ka nangaina.

  20. VEVEESO! NINIA TSY NAMALY ANAO aho tamin’ny programmen’asa satria noheveriko fa tadidinao ny MAP (Madagascar action plan)io r’ise no programme a! Efa nilaza izany JLR. Marina ny anao lasa hoatrany extremiste isika miresaka eto, ny antony ve : efa leo loatra ny olona, efa marary loatra izy efa haloalika e! ka aza dia mifanometsiny zara aza mba misy ity sehatra ity hamborahana ny ao ampo tsy misy lacrymogene. Matoa anefany ny tolona naharitra hatramin’izao satria tsy nisy nanadino ny essentiel ny mpitolona rehetra, « ny Ara-dalana ». Ary aza hadino fa ny Filoha Ravalomanana anie ka nialatsiny (mba tsy hitenenako hoe nifona) tamin’ny vahoaka malagasy izy tamin’izay rehetra tsy nety nataony satria olombelona ihany aho hoy izy! amin’ny maha kristiana sy maha malagasy izaho matoky izany. Ianao ve dia hanatena fa hiala tsiny aminao Rajoelina izay fototry izao faharatsiana rehetra izao? Tsy hiaiky na oviana na oviana i rajoelina fa izy no nampidikizo an’i Madagascar. Nisy article tao amin’ny site RFI mampiseho mibaribary ny toerana nisy antsika tamin’ny andron’ny Dada sy ny toerana misy antsika tao anatin’ny tetezamita 4 taona. Asa mino aho fa hampitombo ny hafanamponao izay mba kely natolotro. Entano ary ny rehetra fa izao vao tena manomboka ny tolona dia ny fanesorana ny mpanongampanjakana sy ny forongony sy ny fahalovana rehetra. Na tiantsika nef na tsy tiantsika dia tsy maintsy manao alliance amin’ny hafa isika, izay no atao hoe politika satria tsy vitan’ny hambopo izy ity. Misy ny azo atao namana rehefa avy mifamarafara, misy ny tsy azo inamanana mihintsy. Apetraka aminareo lohany izay, ilay hevitra hoe gouvernement d’union national tamin’ny gazety Midi dia hevitra tsara satria mba manana fahefana hanova zavatra isika amin’izay na iraisana aza. Mahereza e!

  21. Na ny gidro aza tsy atao izao ry zalahy a !
    Ny akanjo mamiratra, fa ny haja tsy misy intsony :
    ALOAVY RY bAOMBA SY NY TARINY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *