8 pensées sur “HANAMPY ANTSIKA NY MPAMATSY VOLA”

  1. Voaray ny hafatra ary mankasitraka tanteraka Atoa filoha mino sy matoky an’ Andriamanitra fa tsy maintsy handresy ny vahoaka malagasy ary ho lavo ireo ratsy rehetra!

  2. tsara ilay hevitra mandefa video @ mydago. Fa ra ny fijery azy dia ts ampy satri ho olom-bitsy iany no mety ahita sy aheno ny hafatra. Zany oe ilay olom-pirenena efa mpanaradia ny mouvance Ravalomanan iany no ijery azy kanefa tokon ho resena lahatr ilay olom-pirenen mbol misalasala sy ny tsy mpanaradia iany koa.

  3. Dia mbola sahy hanadrohadro ihany ve ry isany milaza fa manohana ny filoha nefa manosika ny zanak’i dada tsy hifidy.
    Eisy é.
    Alefa ny N°33 dia tonga dia mandroso ny firenena.

    Allo, dada ihany ity

  4. Vivement votre retour Monsieur le Président !
    Il faut mettre une fin à ce pseudo gouvernement de Transition, qui avait pris naissance dans la rue ; ce gouvernement qui fait du respect de la Loi et de la morale, le cadet de ses soucis.

    Nous ne voulons pas que des gens tels que ce monsieur, viennent démontrer aux malagasy, ce qu’est le respect de la Loi et de l’éthique d’une profession !

    Non content d’être raciste, le monsieur prend son pied avec du caca tout en jouant « au rat et la souris » dans les égouts de Berlin !

    Sont-ils tous comme lui ? J’espère que non !! Mais où avait-il attrapé cette déviance, car il est vrai que les rues d’Antananarivo sont jonchées de caca depuis 2009 ?

    Beurk, beurk, beurk !!! Mille fois beurk !! Pouah !

    http://www.leparisien.fr/faits-divers/les-videos-choquantes-du-chef-du-protocole-10-10-2013-3213103.php

  5. HAFATRA:
    RA MANANA FAHAFAHA MANAO IANY AMBANIVOHITRA FA IO NO OLANA TSY HITONDRANTSIKA KA. ATAOVY PGOTOCOPIE NY BULLETIN TOKANA DIA ASIO TOROMARIKA (X) AVY HATRANY EO AMY N 33 DIA ALEFASOANY AMBANOVOHITRA FA IO NO OLANA TSY HAHAZOANTSIKA PREMIER TOUR DIA VITA.
    NY TANY AMBANIVOHITRAY LO RA VOAFEHY NY FAMPIASAN AIO BULLETIN TOKANA IO DIA 70% FARAFAHAKELINY

    TENA GASY TSY MAINTSY MANDRESY

  6. HO ANTSIKA AFAKA MANDRESY LAHATRA NY ANY AMIN NY TANANA NIAVIANA . FOTOANA IZAO HANAZAVANA AMIN IZY IREO SY HANDRESENA LAHATRA AZY

    ADY ITY KA TSY VITA RA TSY HIFANANKONANA.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *