LEO AN-DRAJOELINA NY MPONINA ANTANANARIVO

CIMG5185

CIMG5185Nosazian’ny mponina eto an-dRenivohitra i Andry Rajoelina sy ny forongony.Tamin’ny vokatra vonjimaika hita io hariva io dia mitarika lavitra be ny kandidà Dr Robinson Jean Louis. Resy hatrany ny kandidam-panjakana sy ny kandidà tohanan’i Andry Rajoelina. Nitandrozotra nifidy ny mponin’Antananarivo androany ary naneho mazava fa tsy tia ny fitondran-dRajoelina izy ireo.

Saika mitovy amin’ity vokatra vonjimaika omenay ity avokoa ny safidin’Antananarivo

BV : 270 102

Inscrits : 10 44

Votants :

Vato maty : 09

Vato Fotsy : 18

Dr Robinson : 217

Hery Vaovao : 63

Hajo : 80

Rolland Ratsiraka : 18

Dadafara : 59

Edgar : 17

Vital : 16

 

16 pensées sur “LEO AN-DRAJOELINA NY MPONINA ANTANANARIVO”

  1. Misaotra ny vahoakan’A/vo
    Sy eran’i Madagasikara manontolo.
    Rà mizotra tsis halatra anie iz ‘ty d 1ér tour dia lany JLR ê

  2. Atsimondrano koa naneho ny hatezerany sy ny alehelo nokoboina nadritry ny 5 taona:
    BV: 110512060101 EPP Andranonahoatra salle 1
    Ravalisoana Clément 0
    Hery 52
    Vahombey 02
    Roland Ratsiraka: 9
    Hajo: 37
    Fetison 1
    Brigitte 1
    Radavidson 16
    Vital 8
    Rakot Jean Pierre 0
    DOFO 0
    Randriamampionona Joseph Martin 17
    Rajaonary 1
    Saraha Georget 13
    Tinasoa 0
    Laza 7
    Monja 1
    Tehindrazaharivelo 0
    Rajemison 2
    Lahiniriko 1
    Voninahitsy mandela 0
    Pierrot 5
    Tabera 0
    Ratrema 13
    Robinson Jean Louis 202
    Edgard 47
    Patrick Raharimanana 0
    Guy Ratrimo 1
    Razafimanazato 0
    Faharo 0
    Rabetsarona Sylvain 6
    Noelson William 0
    Lezava Fleury 0
    Vato Fotsy 14
    Vato Maty: 5 an’i JLR avokoa ireo saingy nihaotra kely ny tsipika dia nolazain’ny prezida bure de vote fa maty (saika korotana be fa nanaiky nilamina ihany ny zanak’Dada.
    Mitovitovy na tsaratsara koko aza ny vokatra tamin’ireo BV 6 hafa tao @ EPP Andranonahoatra

  3. Merci vahoaka malagasy mpiray tanindrazan an!
    Ten faly maeno vao2 aty ampitan-dranomasina aty.
    Nahay nanao safid isik fa ten potika ty firenen ty ra mbol mpomb mpanongam-panjakan no mitarika sy mitondr ty firenen ty.
    Misaotr ny olon reetr nanao adidy masina.

  4. mety hisy 2eme tour raha ny fandehany ka mila miasa mafy mamporisika ny olona hifdy sy manery y cenit hanomekaratra ieo tsy manana ary hampidtrao anaty lisitra ireo noverenzin-jo t@ ity
    betsaka ny lesoka ary mampnahy be ihany ny any ambabivolo any.

  5. MIANGAVY ANTSIKA REHETRA HAMAKY ANITY TENDANCES ITY:

    23h15>
    TENDANCES CENI-T :
    3 bureaux de votes sur 20.001. Taux de participation, 51,06%. Julien Razafimanazato 21,27%. Hery Rajaonarimampianina 15,54%. Camille Vital 14,31%. Pierrot Rajaonarivelo 9,61%. Hajo Andrianainarivelo 6,95%. Jean Louis Robinson 5,73%.Date : 25/10/2013
    22h55>
    PRECISION :
    Conformément aux dispositions légales en vigueur à Madagascar concernant les élections, la rédaction de orange.mg ne publie que les résultats partiels publiés au fur et à mesure par la CENI-T. La CENI-T continue actuellement de collecter les résultats et PV des différents bureaux de vote de la grande île.Date : 25/10/2013
    urgent>
    22h34 TENDANCES CENI-T :
    Les premières partielles officielles du CENI-T : 2 bureaux de votes sur 20.001. Taux de participation, 54,6%. Julien Razafimanazato 27,91%. Hery Rajaonarimampianina 17,07%. Camille Vital 12,74%. Hajo Andrianainarivelo 6,50%. Jean Louis Robinson 4,07%.Date : 25/10/2013

  6. Faly aho tena faly, saingy samia mailo fa haintsika tsara ny lohan’ieo foza ireo.
    Atambatra ny hery amin’ny 2eme tour. Ny foza koa hanambatra ny heriny fa tsy haharesy antsika mihintsy ireo na lasa ho mavomavo aza ny lanitra. Maro ny antifoza hanaradia antsika, ary vitsy ireo foza handeha hiaraka hilalao fotaka.
    Hisy koa ireo foza mitady hanao fetsy ratsy hisisika aty amintsika fa tonga dia aleo bahanana dieny mialoha ny làlàna.

    NB/

    Mifanome fotoana amintsika rehetra eny amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka ny kandida Robinson Jean Louis rahampitso 26 oktobra 2013 manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

  7. Tereo ny CENIT hamoaka ny tena marina ! Ary ny vahoaka koa hamoaka ny tena marina momba an’io Atallah B. io !!!

    Be taim-bava ! « Il n’y aura jamais de fraudes » moa ny filazany izay ?

  8. arakaraky ny firosoan’ny ora dia miha reraka Radoko! izay aloha ny tendance! namokovoko am-boalohany i leiry ka drodroka ny niafarany! Ho KO Radoko amin’ny 2ème tour!

  9. Asa fa tsy tsikera ô!! eto vo tena ady, mankasitraka ry vahoaka MALAGASY.
    Homba antsika lalandava Andriamanitra.
    Raha tsisy aloha ny halatra dia NINO 100% aho fa 85% no vato azontsika raha kely ,izao aza efa halatra 50% be izao mbola
    VERY LAVITRA BE .MAHONENA!!!!
    Efa vola mikararana etsy sy ero fa tsssss TSY TAFA e!!namono filoham-pokontany indray ny alika fa tsy mahatanty resy.

  10. FA MANINONA NO TSY MAMOAKA VAOVAOM PIFIDIANANA MITOHY NY CENIT AMIN NY HAINO AMAN JERY. MISY TETI DRATSY KOTREHINA VE AO. MILA MAILO

  11. tsy tana irery ihany tompoko no nifidy, mba henoy ihany koa ny valiny aty @ faritra hafa dia tsy hitsiky intsony ianao

  12. Raha ny vokatra anio maraina no jerena dia mpifaninana 27 dia 0,… sy 1,… daholo
    dia avy eo ny 4 dia eo @ 5% ka hatrao @ 9,…% . Dia i Fery vaovao, avy nampiasa volabe sy nagal-bato dia nahazo 16%,ary i JLR 24%.
    Hataon’ny foza izay tsy hisian’ny premier tour dia vita. Dia hanaovany tantara be koa io 2eme tour io dia hihisaka ho azy na ho foanana indray.

  13. Rubrique « rencontre entre mpitolona » ve sa inona ilay izy ry LAZALAZAO â ?? MDR !!

    Mbola ho ela ny résultats-n’ny 20 001 Bureaux de vote ê !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *