Les As, Mdm,Tgv,Udr-c,Escopol, Arema, Av7 : « mivovo » toy ny …

Mazava izao ny valim-pifidianana filoham-pirenena notanterahana ny 25Oktobra teo na dia amin’ny ampahany ihany aza fa mandresy ary tafakatra ho hifaninana amin’ny fihodinana faharoa ny kandida Robinson izay tohanan’ny movansy Ravalomanana .Ny dikan’izany dia eken’ny vahoaka malagasy rehetra ny fodian’ny filoha Ravalomanana eto an-tanindrazana. Mandrovi-tsihy ny mpiaradia amin-dRajoelina ka mitabataba sy « mivovo », milaza fa tsy manaiky ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana. Raha tsiahivina dia ny movansy Ravalomanana efa nilaza fa ny fampihavanana no vahaolana hivoahana amin’ny krizy izay vao miroso amin’ny fifidianana. Ny fitondrana tetezamita anefa dia niziriziry fa ny fanatanterahana ny fifidianana no tsy maintsy vahaolana. Nanaiky izany ny movansy Ravalomanana ary efa nilaza fa tsy matahotra fifidianana. Ingahy Rajoelina ihany koa dia niteny fa io ihany no làlan-tokana tsy maintsy hirosoana. Ankehitriny anefa di a nivadika ny rasa. Hoy Rajoelina tamin’izany fotoana izany hoe “la caravane passe , le chien aboie”. Efa mandeha ny fanomanana ny fifidianana hoy izy ka tsy hisy afaka hanakana izany. Amin’izao fotoana izao dia mazava ny voka-pifidianana fa mitarika ny zanak’ i Dada : “la caravane passe , le chien aboie”.   Noho izany dia ry zareo indray no lasa  “mivovo” manakana ny fifidianana . Nanao izay fomba rehetra tsy hahafahan’ny filoha Ravalomanana sy Ramatoa vadiny hirotsaka  ho fidiana filoham-pirenena ny mpitondra fat . Tsy azo ialana intsony ny fifidianana fa tsy maintsy nirosoana ka nanohana ny kandida Robinson ny movansy Ravalomanana. N’inon’inona anefa paikady nentin’ny mpitondra fat nisakanana ny fodian’ny filoha Ravalomanana dia nandamoka sy tsy nahomby  hatrany izany. Ny kandida Robinson dia efa nilaza fa anisan’ny lohalaharana voalohany ataony rehefa eo amin’ny fitondrana izy dia ny firaisankinam-pirenena ka tafiditra amin’izany ny fampodiana an’i Dada. Ankehitriny dia may volo-tratra ireo mpitondra fat sy ny mpiaradia aminy fa tsy azo ihodivirana intsony izany fa ny vahoaka Malagasy mihitsy no te hamerina ny filoha voafidim-bahoaka eto an-tanindrazany.  Omaly dia nitafa tamin’ny mpanao gazety ireo parlemantera avy amin’ny antoko Les As, Mdm,Tgv,Udr-c,Escopol, Arema, Av7 fa tsy manaiky ny fodian’ny filoha Ravalomanana.  Izy ireo izay   tsy voafidim-bahoaka fa notendren’ny mpanongam-panjakana ka noho izany dia ny vahoaka malagasy no masi-mandidy eto amin’ny firenena ary efa notsarainy tamin’ny alalan’ny fifidianana izany. Mazava izany izao fa izy ireo no mpanakorontana eto amin’ny firenena ka tokony handraisana fepetra.

60 pensées sur “Les As, Mdm,Tgv,Udr-c,Escopol, Arema, Av7 : « mivovo » toy ny …”

  1. Ny fiheverako azy dia ny tahotra no anton’ireo resaka ireo. Nahatadidy isika rehetra fa nogiazana ny fananan’ny filoha teo aloha ary namidy mba handoavana ny hetra tsy voaloha hono. Raha ny heno anefa dia tsy nisy ariary niditra ny kitapom-bolam-panjakana ireny. Tsy dia mahatadidy chiffres aho fa ireto ny vokatra nogiazana: Vary milliers de tonnes, menaka toa nisy millions de litres, lafarinina milliers de tonnes, ny beurre nosakanana teny an-dalàna sns.
    Ny tiako ho lazaina dia izao: isika vahoaka angaha nihinana tamin’ireo ka aza mety ho rebirebena na ho tarihina amin’ny kizo mba hiarovana azy ireo. Avelao izay nanao ratsy hijinja ny nafafiny satria halatra izany.

  2. Any anoloan’i tavan’i GOLDBLAT ry zareo no tokony
    hanifika ny roram-poza maimbony

    io no nivelirano teo anatrehan’izao tontolo fa
    mody ny filoha ao aorianan’ny fifidianana

    Ratsirahonana sy Goldblat
    no miombon-kevitra
    manao izay mi-pondre
    tsisy fiafarany

  3. Ô ry Aimé a! zay lazaina fa perte t@n-dRavalomanana, tsy ampahafirin’ny nangalariny sy ny nanjakazakany t@n’ny volam-bahoaka nanaovany ny aferany eran’ny Mada, sy ireo vola an-tapitrisany dolara nalefany any @ireo Banques offshore( Sud Af, Suisse, Luxembourg…sns) izany. Porofo mitohaka @ tenda, aiza no ahitany volabe miraradraraka toy izao hanohanana an-dRajean Louis saribakoly izao? midika izany fa tsisy dikany an-DRa8 zay perte taminy.
    Faharoa, aza misioka raha tsy tafavoaka ny ala, fa mazava be zany eto fa ny 27% vahoaka malagasy no mankasitraka ny fodian-dRa8, ary raha nanohana candidat unique ny mouvance Rajoelina, ka atao ny kajikajy, @ vaton’ireo faha 3,4,5,6 zay tsy lazaiko eto ny anarany, fa samy nitondra niaraka t@n-dRajoelina, de resy lavitra be Ra8.
    Fahatelo, mazava be ny tenin’ny Robinson, fa mahazo mody Ravalo, fa ny aferany sy ny ny fitsarana tsy hidirako, midika izany, fa tsy hamela ny sezany ho viravirain-dravoay be izy, ary meteza @ toerany, fa jereo tsara ane, raha lany eo io, fa be no ho diso fanantenana, fa io ihany no hampinana an-dRa8, de ny hanina tsy azo ny tratra mangana e! seza volamena ane io e! Ra8 aza nandripaka gasy mihitsy niarovany azy, ary hatramin’izao, mbola mandrovitsihy te hiverina eo. Otran’ny miteny woe ane Ra8 sy ny taranany @n-dRobinson, miala @izay ialahy, za no nahatonga anla teo, tsy mila saribakoly tsisy fofonaina, ary tsy zay fodiana zay no tena mahamaika an’reto, fa ny handrombaka fitondrana hihinam-be indray.
    Mba olona nianatra ihany io dokotera io, fa be no ho diso fanantenana eo, de hoporofoiny @ zanakidada sy ny forongony, fa raha lany eo izy, de ialany @izay ny akanjon-tsaribakoly, de hotafiany ny ny akanjon’ny prezida.
    Be ny ho tapaka lalan-drà eo woa; @zay Ra8 mbola tsy afa-bela @ justice Sud Af.
    Zay no lazaiko @ Zanakidada ireto woe, aza maivandoha ataon’ny olona tohatra fiakarana fotsiny. Fa rehefa tsy ampy ny solaitra Ra8, de ampiasao ny volabe, ary zay mahazo tombony @zany de mifalia fa adala tompo, sady tsy nisasarana ireny fa volam-bahoaka nangalarina.

  4. Ireo foza orana ireo aloha dia tena ho sarotra ny hihavana aminy fa tsy manitsy ny fitsarana no hijery izay ratsy nataon’ireo.
    Dia mbola sahy milaza hoe tsy mahazo mody Ravalomanana ihany ny sady resy @ fifidianana no hita porofo fa tsy mahasolo-vava ny vahoaka. Ary namafy lainga sy nambotry firenena nandritra izay 5 taona izay.
    Miomana koa isika hifantrika an’ireo foza ireo na @ inona na @ inona. Ny ahy aloha ilay Etienne-n’ny AV7 no ataoko mahamay raha tratrako.

  5. Ô ry Marty , eto ambanin’ity fanoratana ity dia misy hoe ; Quel est ton QI , dia eo Ambany hoe ; es-tu vraiment intelligent ? Testes ton QI en ligne,
    Dia any leisany ny heritreritro … » Un sénégalais exécutant les ordres  » harao ny fijeriko ….

  6. Tana tsy mazava mihitsy ilay resaka e aiza va ka tsy nihetsika intsony ny vato azon’i Fery vaovao sy JLR. Nefa efa biraom-pifidianana 13323 no vita. Hampitahao tsara ireo ity volohany dia androny 31 oktobra ary ilay eo ambany dia omaly 30 oktobra dia mitovy. Hatao izay hidiran’i Fery ao @ fiodinana faharoa. Ary takonana sa angamba misy  » premier tour de vita » ao.

    TENDANCES CENI-T :
    Récapitulation nationale. BV saisie 13323/20001, BV confrontés 8623/20.001. Taux de participation 59,60%. Jean Louis Robinson 27,81%. Hery Rajaonarimampianina 14,83%. Hajo Andrianainarivelo 9,75%. Camille Vital 6,52%. Roland Ratsiraka 5,90%.

    TENDANCES CENI-T :
    Récapitulation nationale. 7.430/20.001 (bureaux de vote) Taux de participation 59,10%. Jean Louis Robinson 27,75%. Hery Rajaonarimampianina 14,65%. Hajo Andrianainarivelo 9,76%. Camille Vital 6,55%. Roland Ratsiraka 6,13%. Edgard Razafindravahy 5,03%.

  7. Efa napetaka teny amin’ny biraom-pifidianana ve ny valim-pifidianana na kôpian’ny PV isaky ny birao ?
    Marihina fa fandikàna Lalàna ny tsy fanaovana an’izany !

  8. marty
    Aiza ilay lazainao fa « Porofo mitohaka @ tenda » Ny fantatro dia voaloha ny karaman’ny mpiasam-panjakana t@ ireny fotoana ireny, voavidy tsy nisy fati-antoka ny vokatry ny tantsaha, viata ny lalana sy ny sekoly ary hopitaly.. ka aiza ilay vola nagalarina ? misy ve ilay fandinihana ao aminareo ? Ny fandorana ny MAGRO sy TIKO dia niteraka tsy an’asa maro be. Izany ny porofo mitehaka @ tena tsy hoe lasa eorpa ny vola. Izay tsy hananao poro na kely aza.
    Ny vahoaka dia mbola manohana ny filoha Ravalomanana satria tsy resy lahatra @ izany kabarinao izany.

  9. Faut il apprendre aux ,pro hat que les affiches sont le minimum d’expression démocratique ,
    s’ils trouvent des affiches offosant des personnes ,insultants ses candidats,..il peuvent porter plainte pour diffamation aussi .

    Mais tout mouvement politique peut decorer ses affiches comme ils entendent ,ils peuvent mettre des photo,de chiens ,de chat , d’éléphant ,…de rose , de marteau d’enclume,..

  10. TSRA HO FANTAR IREO pro HAT RETO FA ITY FIFIDIANANA ITY DIA FIFIDIANANA FILOHA NY REPOBLIKA ?KA IZAY LANY EO DIA HANDRAY NY HIHEZAKA hampiatra izay tetikasa narosony hoan ny vahoaka nandritra ny fifidianana.

    ary ity fifidianana ity dia fifidianana filoha ,fa tsy fitsapana hevibahoaka hoe havela hody ve Ra anona na Ra itsy .

  11. Tandremo ry zareo fa tany Côte d’Ivoire dia i Ouattara no namona olona aman’arivony, nangalatra vato nefa dia izy no notendren’ny ONU(firantay) ho filohan’ny repoblika.
    Tsy mataho-tody ireo eo anoloantsika ireo. Aoka tsy hila ady aminy. Jereo fotsiny ny nataon’ny filoha, tsy mila ady amin’i Andry na dia fantany aza fa izy no manana ny rariny.
    Izay no antony mbola ahitan’ny malagasy fa izy no mbola azo tohaina.
    Marihina fa toy izao eto amintsika izao mihitsy ny zava-mitranga any Côte d’Ivoire. I Gbagbo no mamimbahoaka na dia nataon’ireo any amponja aza. Tamin’ity volana octobra ity dia nisy feo nilaza hoe hivoaka ny fonja i Gbagbo, aman’hetsiny ny olona faly hitsena azy. Toy ireny tamin’ny fevrier saiky niverenan’ny filoha Ra8 ireny no niandry ny hiverenany.
    Tsy ho afabela eo ireo fa anjarantsika ny manaraka ny toromarika mba tsy hangalaran’ny vendrana ireo vato. Mbola tsy vita ny fanisana ka aoka arahi-maso.
    Ho an’ilay milaza fa i Ra8 nangalatra vola, mba fantany ve hoe inona izany hoe Tetrapak. Raha mahafantatra an’io izy dia tokony ho fantany fa raha vao misy mividy, jus, ronono, lasopy…ao anaty tetrapak eran’izao tontolo izao, averiko ihany: eran’izao tontolo izao, dia mandrotsaka vola any amin’i Ra8. Tsy ny volan’ny gasy mihitsy ny mamelona an’iny rangahy iny. Aoka hanadihady vao miteny zavatra fa mampalahelo.

  12. Mazava ho azy @zao fa efa neken’izy ireo mialoha ny FANDRESEN’I DOKOTERA raha hisy ny 2è tour ! hahahahahahahahaha! May ny volon-tratra ! Ny malagasy tompoko no tompo-teny farany ka mahazakà !

  13. Aza mamaly an’i ramarty ry zalahy fa mitovy niveau @ faladiantsika ireny. Maromaroà ny tahaka azy miditra eto fa ny hanova ireny hiverina @ lala-mahitsy dia hifona eo anatrehan’ny Filoha Ravalomanana no tanjona e. Efa mba manaraka vaovao marina aty anie izy no dikan’izao na dia gisa aza e! Taomy ny namana ramarty fa ny dahalo sasany aza niova mpitory soratra masina hatramin’izay nahitany ny fahotana vitan’ny FATpatim-pitondrana izay.

  14. ireo miaramilam-potaka no mampiteny ireo fa tsy tompon »ny tenany intsony ireo!tokony hasiana fitsarambahoaka izy mianakavy ireo miaraka @ lavasanga dia @zay milamina fehizay madagasikara e!
    raha tsy fongana eto @ty tany ity ireo tsy ho tafavoaka mihintsy ny tolona e!

  15. Raha ohatr-dRamarty daholo ny Malagasy dia tsy haiko izay hiafaran’ity firenena ity. Soa ihany fa tsy ohatra azy daholo ny Malagasy. Ireny no atao hoe « matevinkoditra ka tsy laitry ny bala intsony ». Tsy haiko mba aiza angah ireny no maka vaovao?

  16. Faut il apprtendre aux ,pro hat que les affiches sont le minimum d’expression démocratique ,
    s’ils trouvent des affiches offosant des personnes ,insultant ses candidats,..il peuvent porter plainte pour diffamation aussi .

    Mais tout mouvement politique peut decorer ses affiches comme ils entendent ,ils peuvent mettre des photo,de chiens ,de chat , d’éléphant ,…de rose , de marteau d’enclume,..

  17. Fa maninona moa no tsy hasian’i Fery sarin’i devoly kely @ affiche – ny ???? Vao maika tena tsara ! hahahahahaha! Sa asiana sarin’na vola maro be aoriana ao ! hihihihihihi! Ataovy daholo zay mety fa efa Nilaozan’olona ianareo é ! Ampy zay halatra volambahoaka zay ! Ouste !!!!!

  18. ATY JERENA

    AZA TAITRA FA SOLAITRA FA MIAKATRA TSIKELIKELY INDRAY NY ANTSIKA

    17h55>
    TENDANCES CENI-T :
    Récapitulation nationale. BV saisie 13871/20001, BV confrontés 9029/20.001. Taux de participation 61,86%. Jean Louis Robinson 28,03%. Hery Rajaonarimampianina 14,78%. Hajo Andrianainarivelo 9,79%. Camille Vital 6,48%. Roland Ratsiraka 5,81%.
    Date : 31/10/2013

  19. Aza misy taitra fa mandeha io e!Tsy isika irery no miasa ao fa maro ary
    tsy lavina fa Andriamanitra koa dia tena manampy antsika satria TANY MASINA io.
    Homba antsika mandrakariva Andriamanitra.Tsy maintsy mandresy ny TOLONA!!!

  20. Marty a, marina amin’ny ampahany ny teninao, atao hoe niabuser tamin’ny derogation (taxe) ny filoha teo aloha fa ny detournement @ izao fotoana izao mampiteny irery, ary hipoitra ireo raha tsy lany ny olon’ny fitondrana. Tsy hiresaka jirama, bois de rose sns aho fa ireny manginy fotsiny. Raha izay ho fihetsiky dokotera indray, olon-dehibe izy ka mahalala ny ataony. Tsy miteniteny foana aho fa mba misy kely fantatro.

  21. Ka na io resaka taxe io aza no jerena. Iza moa no tena nahazo tombotsoa, ny filoha va sa ny olona aman’arivony afaka niasa ary nanana anton’asa hivelomana ? Fa mba firy ny olona nahita asa tamin’izao fitondrana tolona nandresy izao ?
    Mba atopazo lavitra ny fomba fijery e! Be ny lesoka maty nataon’i Marc Ravalomanana fa ny resaka tanindrazana indray dia mbola tsy nisy filoha nanao ambony an’izany teto Madagasikara afatsy io rangahy io. Izay no antony nanonganana azy satria be ireo vahiny lasa nifaninana mivantana tamin’ny malagasy. Ny tena tsy tantin’ireo vahiny ireo dia ilay orin’asa malagasy Tiko afaka nifaninana mivantana tamin’i Danon sy Nestle tsy hadino koa i Coca cola. Mba manàna ambompo ry reto a! Matoa natahoran’ireo firme internationale ireo Tiko dia nihanatanjaka ary mety hihoatra an’i Madagasikara ny seranambarotra noraisiny raha nitohy izany. Eritrereto fotsiny ny vola niditra teto madagasikara raha afaka nanondrana ireo vokatra avy eto mankany Réunion, Maurice, Seychelle i Tiko. Eritrereto ireo isan’ny tantsaha afaka nahita mpanjifa satria mila matière première i Tiko.
    Jereo globale ilay izy fa aza mialona ny olona manana hevitra hoe halebiaziko ity orin’asa ity.
    Efa nahita vazaha niasa teny amin’ny chaine d’assemblage tao amin’ny Tiko ve ianareo ?
    Gasy daholo ny tao.
    Aleoko mahita orin’asa Tiko eran’i Madagasikara toy izay Star(Cocacola)mpamitaka sady tsy miraharaha an’i Madagasikara fa dia ny vola ihany.
    Mitohy ny tolona ary tsy maintsy averina eto ny filoha hanangana indray ireo orin’asa rehetra najorony hampiasana malagasy mpiray tanindrazana aminy. Izao lasan’ny afrikana ny orin’asa, lasan’ny afrikana ny asa tokony nataony teto amintsika.
    Aza mba vendrana ihany fa mahavanondoza.

  22. Ny fandorana ny TIKO sy Magro dia natao mba tsy hahafahan’ny tompony manome porofo fa tsy marina ny zavatra nanendrikendrehan’azy !

    Tsy misy paiso mihintsy eo, fa ho kenda daholo ireo jiolahy ireo rehefa tonga ny andro fanaovana ny kaonty !! Efa fantatra hoe iza AVY ireo naniraka handoro, sy hamono ireo mpiray tanindrazan’aminy ! Ny menaka sy farine, vary ets nangalarina moa tsy lazaina intsony !

    Ministère taiza no nisy nandroba tamin’ny 7 febroary 2009 moa ? Fahasalamàna sa Fambolena izay tsy lavitry ny RNM sy TVM ?

  23. Dérogation na matériels exonérés : Angaha ny TIKO irery no nahazo tombony tamin’izany ?
    Mba diniho hoe inona avy no tsy nandoavana taxe tamin’izany, ary inona no antony !

  24. Ny mpanongam-panjakana dia nanitsaka ny safidin’ny Vahoaka izay nametraka ny Filoha RAVALOMANANA MARC undroa nisesy teo amin’ny Fitondrana ny Firenena tamin-ny alalan’ny
    fifidianana notanterana ara-dalana tamin’ny 03 décembre 2006..
    Efa-taona sy tapany aty aoriana vao nahazo miteny sy manome ny heviny ary milaza ny safiny indray ny Malagasy , na dia teo aza ireo asa-boto nisakana izany.
    Izao vitan’ny fihodinana voaohany ary tsy niova hevitra sy filamatra ny Malagasy fa nasehony mibaribary fa ny fenitra sy ny politika ankapobeann no vohizin’ny Filoha RAVALOMANANA MARC no narahin’ny Malagasy ary nofidianany ny Docteur ROBINSON JEAN LOUIS
    izay candidat tohan’ny Filoha RAVALOMANANA MARC MIVADY sy ny ankolafy RAVALOMANANA MARC !
    Na mbola eo am-panisany ny vato manankery tamin’ny fifidianana ny CENIT , dia tsy miafina fa mitarika ery aloha i Docteur ROBINSON JEAN LOUIS !
    Efa fahombiazana izany..ary izany no maharomotra ireto mpanongam-panjakana ,izay nihevitra fa azony vidiana ny safidin’ny Mpifidy !

  25. Hoy IMAHAKA nanontany an’i IKOBEKIBO :
    « Hony hoy aho Razoky , ankizy no faizina ,tsy navelanao niasa , tsy nahita ho hanina ve dia hanaiky ho tambazanao vola hiasa ny tanim-barinao ?  »
    « Asa Razadry fa raha tena reraka sy nijaly ilay zaza dia tsy hanaiky izy , ary raha manana hery aza izy dia tsy hanaiky andevozina olona foka sy miedinedina..Tsy hitsondraka vola ilay zaza fa manana ny hambony…sy ny fijerin’ny fiainana !
    Jereonao ireto olona mitady ho fidiana : olona tsy fantam-poko ,tsy fantam-pirenenena ry anisan’ireo nampahantra ny Malagasy dia tsy manan-kenatra sahy mapmanantena fa hanome asa , hanatsara ny fiainan’ny Malagasy sns, sns !

  26. LES INDUSTRIES DE L AGRO ALIMENTAIRE de nos jours ,aprés les 4 ans de regne sans partage n’ont pas reussi en 4 ans à atteindre le Niveau de TIKO.

    lES INDUSTRIES agro alimentaires ,je cite , CODAL ,STAR , …proriétés d’ancien colon ,le marché Français leur sont grand ouverts pour financer le pouvoir putchiste Rajoelina ..

    L’ouverture du marché français ,aux crevettes ,au sobika ‘dans les hypermarchés depuis 2009, n’ont pas reussi à combler les pertes sur L AGOA et les zones Franches

  27. Les bénéfices engendrés par les crevettes ou autres produits COTONA-UNIMA-SOCOTA ( via Monaco), vont directement à l’Île Maurice ! Uniquement les cacas de dents pour les malagasy !

  28. ATY JERENA

    23h23>
    TENDANCES CENI-T :
    Récapitulation nationale. BV confrontés 9.151/20.001. Taux de participation 61,88%. Jean Louis Robinson 27,88%. Hery Rajaonarimampianina 14,78%. Hajo Andrianainarivelo 9,79%. Camille Vital 6,46%. Roland Ratsiraka 5,87%. Edgard Razafindravahy 5,00%.
    Date : 31/10/2013

  29. Zalah a!!diso fanantenana ranamana fa saika hanafay an’i dada KINANJO…..
    volamena latsaka am-bovoka ny dadanay fa nosihosena vao namerovero, ny hamotika an’i dada no
    tetika ratsy, fa ny zavatra tsy fantany dia ANDRIAMANITRA TSY MANARY NY OLONY NA OVIANA NA
    OVIANA. Diso tetika, heveriny ho ohatra ireto FOZA vao vita eo ny fanjakam-poza dia ….vita ny aminy e!!!ilay tahiry kely
    aza mbola hiakatra fitsarana, ny vola miafina indray hihihi efa izao tontolo izao no manara-maso.Sady mahasoava ity
    vidina RÀn’ny MPIRAY TANINDRAZANA e!!!mahasoava ny taraka fara-mandimbinareo ny halahelom-bahoaka isanandro
    ao an-tanindrazana ao, izay no hiakaranareo Grady, ny RANOMASO NY RÀ MANDRIAKA ARY NY AINA LATSAKA NOHO
    ny tsy rariny HISONDROTANAREO FOZA IREO, tsy matahotra izay atahorana , MAMBA RERAKA !!!

  30. Ary miasa mafy mihintsy Rasamy @’ity fitadiavana ity vokatra a! mankasitraka e!!
    Firy indray no nangalarina t@’io???mahonena !!!dia tena MATY HERITRERITRA
    MIHINTSY RAHA IRETO FOZA IRETO KAH!!!kenda roroka daholo ,hany ka manampatra ny hateren’ny sainy tsirairay avy.
    efa volam-bava @ fangalarana mihintsy anie ity FERY VAO2 e!!ireo samy ireo ihany no hamita ny tantara fa isika manohy
    ny ezak’isika e!!!
    Homba antsika lalandava Andriamanitra!!!tsy maintsy mandresy ny tolona!!!
    Aza mitsahatra ny mivavaka hoy Neny fa ny vavaka no manova zavatra, tsy misy azontsika hantenaina eo fa ISIKA TSIRAIRAY
    AVY NO MANDRAY ANDRAIKITRA IZAY TANDRIFY ANTSIKA AVY.Aza misy matoritory.

  31. Henjehana hatrany ny prezidà ravalomanana
    Fa woe avy aminy daholo no nahatonga ny olona tsy nanana
    Nefa mazava toy ny masoandro miseho avy any antsinanana
    Fa Rajoelina sy ny tariny no tena tsy vanona nangalatra namono olona mody fanina
    Migesta ery woe maminy ny mponina eto Antananarivo
    Natao anefa ny fanisam-bato inona akory tsy ampy firy arivo
    Ka izahay vahoaka tsy maintsy miray hiana
    Tsy mitsoaka ady aminy zavatra miseho ahiana
    Ka ny hafatra lehibe indrindra ho antsika zanaky i DADA
    Aza taitaitra, kalamina fotsiny,tsy ho ela ireo dia handady

  32. Aleo hivovo eo, fa vao mainka hapoakan’ny olona @ deuxième tour ireto mpanongamapanjakana ireto. Ny marina tsy maintsy hivoaka sy hisandratra tsimoramora eo ihany, ary ireo voafitaka sy voavidy vola t@ 1er tour ho tonga saina tsikelikely.

  33. ATY JERENA

    CENI-T :
    Récapitulation nationale. BV confrontés 9.416/20.001. Taux de participation 61,90%. Jean Louis Robinson 27,76%. Hery Rajaonarimampianina 14,68%. Hajo Andrianainarivelo 9,88%. Camille Vital 6,39%. Roland Ratsiraka 5,98%. Edgard Razafindravahy 5,01%.

  34. AOKA ALOHA HAZAVA TSARA SAO DISO FANANTENANA IANAREO EO : ny nifidan’ny olona an’i JLR dia tsy midika hoe « hody ny dadanareo », sao mihevitra ianareo f’ireo olona nidify an’i Fery, Haho, Camille, Rolland, Edgard (izay + 50%) de hanaiky fotsiny eo indrindra fa ny miaramila. Avelao izy aloha any mandra-pilamin’ny tany vao miverina aty satrai tadidio f’izy raha tonga eto dia zavatra roa ny mahamaika azy : hamerina ny fananany sy hanao vali-faty ka raha izy no tonga aloha noho ny filaminana sy ny fipetrahan’ny rafitra izay tokony apetraka (Haute court de Justice, réconciliation des politiciens fa tsy nationale mihintsy satria ny mpanao politika no niady teto fa tsy ny gasy mihintsy, famerenana ny hasn’ny fahefam-panjakana.
    Izao zao dia nifidy sy nampifidy an’i JLR satria izy ihano no mba nanana vintana kely dia kely hanala an’i Andry sy ny forongony eo @ fitondrana. IZAY VATOKO IZAY TSY MIDIKA MIHINTSY NY FANEKEKO NY HODIAN’i RA8.

    Ka noho izany mieritrereta tsara sy farito mazava tsara ny tanjona.

  35. ATY JERENA

    13h10>
    TENDANCES CENI-T :
    Récapitulation nationale. BV confrontés 9.417/20.001. Taux de participation 61,88%. Jean Louis Robinson 27,86%.
    Hery Rajaonarimampianina 14,64%. Hajo Andrianainarivelo 9,82%. Camille Vital 6,43%. Roland Ratsiraka 5,99%. Edgard Razafindravahy 5,05%.Date : 01/11/2013

  36. N’inona n’inona resaka sy adihevitra atao de aleo hazava tsara fa tsy mila ary leo fozaorana ny vahoaka liam-pandrosoana ary tokony ho fantatr’ireo antokotokon’olona mivorivory sy mitangorongorona be tsy handraofan’ireo izany!

  37. SI NOUS DEVONS VOTER ENCORE POUR LE DEUXIEME TOUR ,ALLONS – Y GAIEMENT !

    Nous obtenons actuellement avec les résultats sur la moitié des bureaux de vote ,Nous pouvons dire que nous avons « ble  » voté0
    On dit pour se consoler ou pour se reconforter que le mieux est l’ennemi du bien.
    Mais néanmoins difficile de ne pas faire mieux pour  » Nous faire du grand bien..! »
    Alors décuplons nos efforts
    -et pour faire bien élire notre candidat ROBINSON JEAN LOUIS ,
    -et pour envoyerle maximum de députés à l’Assemblée Nationale..
    Avoir la majorté de députés siégeant dans l’Assemblée Nationale permet au Président de la République et son Gouvernement de travailler sereinement ,de mener à bien leur programme pour le quel ,notamment le Président de la République ,ils élus.
    il faut vraiement doubler de vgilance et conduite responsble car ces majorité sont indissociables et assurent l’efficacité des actions du Pouvoir et rassurent encore plus les bailleurs de fonds et les ivestisseurs er les Malgaches qui ont grandement besoin de croire aux dirigeants qui réussissent

  38. Dia ahoana indray io fa mitsinginda foana i jLR dia miakatra moramora ilay fery vaovao ? Misy korotana mihitsy ao @ CENI_T ao manao izay tsy hisia’ny » premier tour dia via » ary anao izay hidiran’i fery @ fiodinanana faharoa. Ny ekipan-drajoelina anefa izao efa mitady lalana hanafoanana ilay fiodinana faharoa. Fa tsy hanovoka ilay feriny.

    19h30
    TENDANCES CENI-T
    Récapitulation nationale. BV confrontés 9.753/20.001. Taux de participation 61,82%. Jean Louis Robinson 27,37%. Hery Rajaonarimampianina

    18h20
    TENDANCES CENI-T
    Récapitulation nationale. BV confrontés 9.665/20.001. Taux de participation 61,82%. Jean Louis Robinson 27,48%. Hery Rajaonarimampianina 14,74%.

  39. hahaha
    ho an’ny forumiste « Ravo »
    efa olon-dehibe ianao
    ary afaka miditra internet
    no manao raisonnement mi-tourne toa io:

    tsy misy alaharo firy fa FOZA!

    (hatsaharo fa lany andro fotsiny)

  40. ATY JERENA

    HAOTRANY TENA MIHENA INDRAY IZY IZANY AN!

    22h25>
    TENDANCES CENI-T :
    Le cap des 10 000 bureaux de vote confrontés est atteint. Récapitulation nationale. BV confrontés 10 008/20.001. Taux de participation 61,82%. Jean Louis Robinson 27,07%. Hery Rajaonarimampianina 14,80%. Hajo Andrianainarivelo 9,75%. Roland Ratsiraka 6,49%. Camille Vital 6,45%. Edgard Razafindravahy 4,97%.Date : 01/11/2013

  41. Alina teo , teo anelanelan’ny 12 ora Alina sy 2ora maraina dia nampidinin’ny CENI-T ny Vatofehizoro azon’i JLR , 28%. Lasa 26% ary ny mpanogam-mpanjakana niakatra tsikelikely.

    Mitady hanakorotana ny Foza. Hita mihitsy fa ny frantsay no aoriana y Fozaorana. Ity Ramalagasy manaiky andevon’ny frantsay .hanimba an’io Madagasikara mba ahazahoana tombotsoa manokana.

  42. F’angaha tsy azon’ny olon’ny ankolafy hidirana ny trano?
    Miala tsiny raha mikoropaka rehefa tojo ny miantra aman’aina an: AIZA I Pr Raymond Ranjeva??

    Ny hahihay tsy ihavanana

    Aoka tsy avela misoka miadana

    HIDIRO ao fa mitady ny tena hamono marina ity gangrène!!!

  43. Ary amin’izao fotoana premié tour izao dia mampiantra ny hevitra hiadiana amin’ny hala-bato mba ho mangarahara ny fandehany

    Ho tonga dia tsapan’ireo dieny mialoha fa tsisy fika…

    _____

    Aza adino mihintsy ny passe teo amin’ny tantara nanomboka 2009, fa nampandihizin’i DJ & Parrain & mère-patrie : izany hoe naverina nolalaovina daholo izay rehetra nitranga tao aorianan’ny fifidianana izay naharesy an’i Amiral rouge t@ 2001!

    (ho tsindriany mora foana ny impression internationale amin’ilay vocabl hoe manara-penitra. cf Goldblatt, ambassadeur français efa nilaza http://www.tananews.com/phrases/premier-tour-du-scrutin-presidentiel-savere-en-premiere-analyse-vrai-succes-en-termes-participation-dorganisation/)

    _____

    dia SANATRIA ve ho faranan-dry zareo amin’ny FAMERENANA ny fanisam-bato (tadidio 2002)
    l’Afrique à travers sadc UA sont déjà de leur côté

    dia ho BATAINY MORAMORA NY AMBOARA

  44. ampandihizin’i Fatma sy Béa ary their-BODYGUARDS eto isika,
    avy eo atao hoe fouuuunnnniiiikkkkaaaaa

    avilivily foana ny sain’olona – jere ity titre,
    dia ny atsy ambadika amboarina fa malemy ary ny saina

    aaaaalllllleeeeeerrrrrrtttttttE!

  45. aus’abonner au flux des dépêches11h23>

    TENDANCES CENI-T : 

    Récapitulation nationale. BV confrontés 10894/20.001. Taux de participation 61,86%. Jean Louis Robinson 26,24%. Hery Rajaonarimampianina 14,89%. Hajo Andrianainarivelo 9,82%. Roland Ratsiraka 7,15 %. Camille Vital 6,35%.Edgard Razafindravahy 4,90%.

  46. ATY JERENA

    TENDANCES CENI-T : 

    Récapitulation nationale. BV confrontés 11275/20.001. Taux de participation 61,76%. Jean Louis Robinson 25,99%, Hery Rajaonarimampianina 14,87%. Hajo Andrianainarivelo 9,84%. Roland Ratsiraka 7,18%. Camille Vital 6,33%.Edgard Razafindravahy 4,88%.

    Mihamidina foana ny antsika, asa mihitsy ny zavatrq ataonireo CENIT ireo

  47. NANKAIZA DAHOLO NY VATONY I DOKOTERA.TSY MAMPINO MIHITSY IZAO ZAVATRA IZAO.DIKANUZAO ANGE IZANY DIA TSY NAHAZO VATO INTSONY NY ANTSIKA

  48. Inona no mahataitra fa avelao hanampatra ny HAGEGENY eo ihany e!!
    Izao ttlo izao no manaramaso io ffdianana io.
    Izany anie no nanomezana MILLIARA dia ny mialaoha ireto Gidro mba tsy hisy hietsika e!!
    arao mora fotsiny fa ho avy ny patsa iray tsy omby vavan’ireo.
    HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA !! tsy maintsy mandresy ny tolona!!!
    AZA MITSAHATRA NY MIVAVAKA FA VAVAKA MANOVA ZAVATRA sady tsy misy azo HIANTEHERANA
    EO AFA TSY NY AO AMBONY.
    ZANAHARY TSY ANDRIN’IREO ENDRASANTSIKA FOANA.

  49. ATY JERENA

    18h30>

    TENDANCES CENI-T : 

    Récapitulation nationale. BV confrontés 11374/20.001. Taux de participation 61,74%. Jean Louis Robinson 25,92%, Hery Rajaonarimampianina 14,88%. Hajo Andrianainarivelo 9,87%. Roland Ratsiraka 7,21%. Camille Vital 6,33%. Edgard Razafindravahy 4,86%.Date : 02/11/2013

  50. Mangataka antsika rehetra zanaky i dada hamaky anity

    Jean Louis Robinson : l’art de perdre 1% en 12 heures 02/11

  51. COMMUNIQUE DU CENI-T
    (extrait–tananews)

    Malgré un démarrage nonchalant dans la publication des résultats provisoires, la CENI-T semble plutôt tenir le rythme. Jusqu’au début de cet après-midi, les résultats de 13 713 ont été saisis et ceux de 8 838 ont été confrontés et prêts à la validation.

    3 équipes s’attèlent au traitement des résultats du scrutin du premier tour présidentiel au siège de la CENI-T. La première équipe est chargée de saisir les données, tandis que la seconde équipe s’occupe de confronter les procès-verbaux avec les données saisies, avant de les transmettre à la troisième équipe qui validera les résultats.

    L’unité de saisie est composée de trois équipes qui assurent la continuité du service sur 24 heures. C’est au niveau de la confrontation que le processus traine un peu, étant donné que cette unité n’est composée que d’une équipe dont les membres sont poussés au bout de leurs limites et « ne dorment parfois que pendant 4 heures », selon le Colonel Raoilison, membre de la CENI-T.

    Les résultats bruts non confrontés devraient être bouclés ce week-end, d’après la CENI-T. Ce résultat ne peut cependant pas être publié, mais peut déjà être exploité par les équipes électorales des candidats.

    Les résultats confrontés quant à eux seront disponibles dans une semaine. La CENI-T rassure de ce fait que le délai qui lui est imparti pour publier les résultats sera respecté. L’équipe de Béatrice Atallah publiera ces résultats complets au plus tard le 8 novembre et transmettra à la CES.

    De son côté, la Cour électorale spéciale dispose, selon l’article 27 de la Loi organique n° 2012-15 relative à l’élection du 1er PRM, d’un délai de 15 jours à compter de la date de transmission des résultats provisoires complets par la CENI-T. Les résultats définitifs ne seront par conséquent proclamés que le 23 novembre si la CENI-T décide d’écouler tout le délai qui lui est imparti, aux fins de dernières vérifications.

    Les deux finalistes à la Présidentielle disposeront de 11 jours avant l’ouverture de la campagne électorale pour finaliser leurs lobbyings d’alliance qui ont déjà commencé. La campagne électorale du 2e tour présidentiel sera ouverte le 4 décembre pour être clôturée le 19 décembre.

    La CENI-T a conclu en rassurant que le traitement des résultats du scrutin suit le rythme requis pour respecter le calendrier électoral. Elle invite de ce fait les citoyens à observer le calme et la sérénité pour que l’essai du 25 octobre dernier soit transformé le 20 décembre prochain.

  52. LES BRUITS DE PLUS EN PLUS INSISSTANTS
    (extrait de tananews ce 2 novembre 2013)

    Selon certaines sources, Hery Rajaonarimampiana, le poulain d’Andry Rajoelina aurait déjà dépensé tout ses fonds de campagne et risque de se retrouver à sec en cas de second tour.

    En effet, l’ancien Grand Argentier du régime TGV tablait sur une victoire au premier tour et a donc joué son va-tout. Une attitude qui tient plus d’un joueur de Poker que d’un Ministre des Finances…

    Le principal problème est que les principaux financiers de sa campagne (des franco-karana) ne comptent plus « recaver » BNI-Man au vu de ses faibles résultats au scrutin du 25 Octobre.

    Pire, ils toqueraient même à la porte du candidat Jean Louis Robinson et de Lalao Ravalomanana « à qui on peut parler » selon l’un de ces opérateurs.

    Ajoutons que les récentes piques de Madagate.com (http://www.madagate.com/politique-madagascar/analyse/3633-madagascar-election-2013-2e-tour-qui-est-le-bourreau-de-qui-reellement-.html) contre Hajo Andrianainarivelo ont saboté tout espoir de rallier ce dernier à la cause de Hery VaoVao.

    En effet ces articles sont directement téléguidés par le DJ d’Ambohitsirohitra car Madagate.com appartient à Augustin Andriamananoro, le plus proche conseiller du PT.

    Ajoutons à cela le sabotage de la campagne de Camille Vital, et le gel de ses comptes par le zélé SAMIFIN et on en conclut que la réunification de l’équipe de 2009 est compromise.

    Dans les états major des candidats tout le monde considère de plus en plus le ralliement à Jean Louis Robinson et l’application du « Tout Sauf Andry Rajoelina«

  53. L’Etat est à sec, c’est officiel
    (www.lanation.mg)

    Depuis 2009, le régime Rajoelina s’est toujours vanté de pouvoir payer encore les fonctionnaires et de pouvoir faire fonctionner l’administration publique en général. C’est un régime qui n’a jamais admis que les moyens pour fonctionner se faisaient de plus en plus rares. La HAT a pu artificiellement survivre en prenant de l’argent dans le futur pour survivre dans le passé.

    Et ce, à travers des avances de différentes sortes, comme les avances sur les taxes pétrolières et les avances de la Banques Centrale etc. C’est pratiquement à coup de baguette magique que le régime a pu survivre. Mais, pour une fois, il admet officiellement qu’il n’a plus d’argent. Les autorités ont ainsi refusé de retoucher la liste électorale, faute de moyens. Enfin, un aveu. Les mensonges n’ont plus leur place dans les discours officiels. Si 35% des électeurs n’ont pas été inscrits, la logique aurait voulu que l’Etat remue ciel et terre pour trouver de l’argent pour réviser la liste électorale. Mais il n’en est rien. Le Premier ministre, Jean Omer Beriziky, et la présidente de la CENIT, Atallah Béatrice, se sont limités à faire le constat. Et puisque les bailleurs de fonds refusent de donner un dollar pour la retouche de la liste électorale, l’Etat n’a pas un dollar non plus. Tout l’argent public a été déjà affecté dans d’autres domaines. Tant pis pour tous les électeurs non-inscrits. L’Etat est à sec. Il le reconnaît enfin officiellement. Sinon, on aurait débloqué l’argent nécessaire pour inscrire tous les électeurs omis dans la liste électorale au cours du premier tour de l’élection présidentielle. Dans les mois à venir, il sera difficile pour les nouveaux dirigeants de combler le vide dans les caisses de l’Etat. A moins d’une aide conséquente de la part des partenaires étrangers de Madagascar, les futurs dirigeants du pays auront beaucoup de difficultés à solutionner. Les avances ont des limites. Ceux qui avaient l’habitude de mettre la main à la poche vont, tôt ou tard, cesser de payer. Ce n’est pas un régime aux abois qui parviendra en effet à convaincre les gens à continuer à débourser alors que compte tenu du processus électoral en cours, un changement de régime n’est pas à exclure dans les prochains mois. Evidemment, malgré l’aveu officialisé par Jean Omer Beriziky et Atallah Béatrice, les dirigeants de la Transition vont continuer à prôner le contraire de ce que tout le monde admet actuellement. A part le fait qu’il n’y a pas d’argent pour la révision de la liste électorale, il faut bien reconnaître que les routes et les écoles publiques sont de moins en moins entretenues depuis quelques années.

    J.Nantenaina

  54. LA DERNIERE SEMAINE…

    Le dernier comminiqué du CENIèT emble aoir l’air sans en avoir l’air de dire qe les jeux sont faits et qu’il est entrain de s’appliquer pour présenter la conclusion de cette élection du premier tour et que ddans huit jours il confie la grande vérifcation et probablement l’analyse et le jugement des réclamations à la Coue électorale spéciale , ui annocera les résultats définitifs .

    Cela n’empêche aux impatients d’interptréter des résultats volatils , qui changent deux tris fois par jour selon le travail des équipes du CENIT..
    Cette semaine d’attente , d’analyses des situations changeantes au fur et à mesure que sortent ces résultats distillés comme le vin nouveau !
    Nous constatons ici et là par internet ou par les journaux nationaux les  » bagarres entre les candidats putschistes  » et les tractations du désespoir entre certains d’entre pour le regroupement au 0ème tour et je prends des pincettes en vous racontant que des putschistes notament les « vaches à lait franc-karana  » qui refusent de continuer à financer un certain hery..fanina et qui envisagent de prapper à la prte du tandem ROBINSON JEAN LOUIS- NENY RAVALOMANANA LALAO…Evidemment ils n’oublient pas l’adage qui dit  » qui veut voyager loin ménage sa monture « ..Autrement dit ces vaches à lait ont joué au poker en choisissant de financer le flambeur hery…fanina..
    Pour « ménager leurs billes  » ils pensent aux valeurs sûres pour les investissements..à
    venir…
    Oh !Oui cette semaine Nous réserve des surprises !

  55. ATY JERENA

    TENDANCES CENI-T : 

    Récapitulation nationale. BV confrontés 11.764/20.001. Taux de participation 61,72%. Jean Louis Robinson 25,78%. Hery Rajaonarimampianina 14,91%. Hajo Andrianainarivelo 9,86%. Roland Ratsiraka 7,26%. Camille Vital 6,38%.

    Edgard Razafindravahy 4,86%.

    Récapitulation nationale. BV confrontés 11.764/20.001. Taux de participation 61,72%. Jean Louis Robinson 25,78%. Hery Rajaonarimampianina 14,91%. Hajo Andrianainarivelo 9,86%. Roland Ratsiraka 7,26%. Camille Vital 6,38%. Edgard Razafindravahy 4,86%.

  56. January 8th, 2013CeliaGreat news Tony Brewin will be joining us. Unfortunately, Jackie canont as she is back at work, so Tony will be solo. Look out for him at the Travel Lodge and make him welcome

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *