36 pensées sur “Mijotso ny tahan’isa, inona ny antony ? ROBINSON Jean Louis : 28.91%”

  1. ANDRASO EO I PAOLY RAHA TSY MITSANGANA IREO TOMPON’ANDRAIKITRA AVY @RADOKO !!! TAFIDITRA ANTRANO INDRAY NY DEVOLY FOTAKA HAMPORISIAN’ILAY DEVOLY KELY NY TETEZAMIHITATRA TSY VANONA IO !
    8% NO HITA RAHAMPITSO RAHA IZAO NO FANDEHANY !!!! HALATRA SY RAMATAHORA NY AO @ CENIT !

  2. miainga any ny asan-devoly taorianan’ny fidinanan’ny miaramila tao amin’ny CENIT fa araho ny vato ary mivonona

  3. Mitovy mihitsy ny tenin´i rajoelina sy chissano hoe, tsy maintsy ekena ny valim-pifidianana misy eo, didy jadona ankitsiranao, dia izao y solotenan´ny miaramila, zandar, polisy nanao be midina any amin´ny CENIt, hanery vay manta, koa, dia halatsaka ny vatn´i JL robinson dia hoe. tsy maintsy ekena fa efa io no izy : Izay izany no nanaovana tery vay manta sy amboletra ny fifidianana sy tsy nanekena an´i mme lalao ravalomanana hilatsaka.
    raha mihetsika eo ny vahoaka dia tatazana basy na tarihina ny ady antrano.

    tsy amelan´ny frantasay isika raha tsy ritrany ny harenatsika , inona moa fa ny solika io no tsy amelany antsika , ny elf totale efa mitrandraka mora eny ihany.
    ireto efa alam-bahoaka mbola ireto no manara-maso ny fifidianana.

  4. Koa iza nmoa no ahasahy hijoro hanohitra ireo GENA BE reo???
    avela hiditra sy hivoaka malalaka , de jereo fa mihamandina ohatra ireto FOZA koa ireto izy.
    Jereo i Kala vorondolo( fatma ) fa lasa nizėsta be ery dia voatsotra tsara ery ilay volo.

    Ary mba manafin-javatra koa nareo ireto ry akama isany a!!hay misy vao2 mahafaly ( sambasamba) dia tsy nisy
    nizara akory, hay NIPITIKA ilay DINTA VAVY FA VOKY????i zanakisoa e!!!mitetika ny hiala maina .

  5. Ranavalona, ny vaovao mahafaly tsy misy izao, matao nipitika ia zanakisoa fantany fa mbola anjareo ny laka.

    Efa karazana coup d´etat ny zava-miseho, teren´ny tafika ny CENIT , na koa cinema, hanova ny isam-baatao, dia hilatsaka ny an´i JL robinso, dia hiakatra ny vaton´i hajo na edgard, dia eliminé i JLR, nahona ny an´i Hery tonta no tsy miova. Dia mety ny samy foza no mifaniana fihodinana faharoa, Raha mikorotana ny vahoaka dia ampidirana miaramila mpampadry tany eto, dia mety ireoa fiara 4×4 lazain´i vitala fa omena ny tafika ireo nyo hiasa eto, ary mety efa izay ny plan hoe, mody atao hoe an´i Vital.
    Isika izany dia tsy maintsy manaiky izay valim-pifidianana eo, ary valiny tsy ampoizina sy tsy eken´ny vahoka. efa plan vitan´ny frantsya ireo, jereo i rajoelina fa tsy mikasa ny hiala teo na handositra sao tsaraim-bahaoka, vao maika izy milamina tsara satrai fantany ny tohin´ny tantara. Raha manaiky lembenana @ safidiny ny vahoka, dia mitohy ny krizy ary fery vaovao, raha tsy manaiky dia ho vonoina na potehina. Aiza koa misy an´izany hoe. nanao be midina any amin´ny CENIT ny lehiben´ny miaramaila, zanadary, polisy :

  6. Ny anareo koa dia tora-po mahatsiravina tsy mba misy asa saina na kely akory aza.
    Mandehana any @ quartier général an’ny AVANA dia any maka résultat isam-paritany ahitana hoe mitarika @ elanelana lavitra tahaky ny eto Analamanga ve ny Dr Robinson sa tsia. Raha tsia dia mazava ho azy fa tsy maintsy midina tsikelikely ny pourcentage eo ampahatongavan’ny vato any @ ireo faritra ireo. Ny QG an’ny AVANA tokony afaka manao fampitahàna sy calcul tsara isaky ny misy faritra vita, ary izy no tokony hi réagir hanome information antsika hoe misy hala-bato izy izany na normal. Ny fampitahana sy ny calcul tsy atao akory ka devoly no tanisanisaina eto !!

  7. eh !!! rtavikena mta-mpihavanana , aza mbola misioka fa mbola ts tafavoka ny ala, TANY @ SONDAGE io d’efa hita ,faz mkropaka é , ARAHO TSARA , D MAMITSAHA ,FA AZ MITADY EXCUZE 😉

  8. Samia velon’aina fotsiny e!
    2002 mbola kilalao raha mihoatra amin’ny ho avy.
    Ny mahagaga fotsiny dia itony firantay tsy mahita fa i Afrika efa mihiratra maso fa mbola tsy manana fitaovampiadiana fotsiny.
    Hisy voamafy eto niany fa aza misy mikoropaka fa aleo hilamina.

  9. Araka ny vaovap dia ahemotra hatrany aminy 19 novembre ho avy izao ny valim-pifidianana, midika
    izany fa ovàna koa ny salanisa azony i Robinson ary izaho tena manahy mihitsy fa hianjera any aminy 7% sisa ny azony Radoko, eritreretina ny ratsy hono hiaviany ny soa, ka tokony ho mailo daholo isika rehetra satria mety efa vita any ny valiny fifidianana satria ny ces ihany no tompony ny teny farany ary ny marina mitavozavoza dia tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra

  10. Zao zany ilay woe manao KATSO, izay tsy ampy .ny vatony dia ampiana aminizay mitombo, ary ny vatony i Robinson dia hanalàna aminizay tsy misy
    intsony ny 2ème tour ka mety hidina any aminy 5% sisa.

  11. Minoa ahy hianareo ha Dr Robinson sy hery no manao 2eme tour.Fa hianareo ve tsy mahatoky an’Andriamanitra e.Izay tendreny no tsy maintsy lany eo.Minoa ary araho asa ilay finoana satria ny finoana tsy arahana asa maty.Andao isika rehetra hihetsika am-pinoana hampanadany an’i Dr ROBINSON.Ampy zay ny fitondran’i HERY tao amin’ny finance.IZY IHANY ANIE NO NAMPAHANTRA ANTSIKA OHATR’IZAO. Dia mbola manaiky hampahantrainy ihany ve isika vahoaka Malagasy io.Farano, tapero ny crise.MIALA HERY SY NY FORONGONY REHETRA.Hajo efa nilaza omaly fa tsy hanohana an’i Hery. Ataovy ny alliance hanongotana an’i Hery;Aza miavonavona ny zanak’i dada fa izay fahavalon’i HERY dia namantsika.TSY MAINTSY MANDRESY NY ZANAK’I DADA, NY FANDRESEN’I DADA DIA FANDRESEN’NY ZANANY REHETRA. AMPITAMPITAO NY HAFATRA E

  12. Tena marina mihitsy ny teninao ry Nary, fa MATETIKA MIHITSY no resaka KONETAKA SY MARIVOSALOSANA no misy eto 🙂
    Ny fanenjehana ny MPITARIKA no tena hainy. Raha misy leo amin’izao, dia avela ho leo any fa maivana loatra !

    Manaraka tanteraka ny hevitrao aho :
     »
    Nary dit :
    29 octobre 2013 à 6 h 12 min

    Ny anareo koa dia tora-po mahatsiravina tsy mba misy asa saina na kely akory aza.
    Mandehana any @ quartier général an’ny AVANA dia any maka résultat isam-paritany ahitana hoe mitarika @ elanelana lavitra tahaky ny eto Analamanga ve ny Dr Robinson sa tsia. Raha tsia dia mazava ho azy fa tsy maintsy midina tsikelikely ny pourcentage eo ampahatongavan’ny vato any @ ireo faritra ireo. Ny QG an’ny AVANA tokony afaka manao fampitahàna sy calcul tsara isaky ny misy faritra vita, ary izy no tokony hi réagir hanome information antsika hoe misy hala-bato izy izany na normal. Ny fampitahana sy ny calcul tsy atao akory ka devoly no tanisanisaina eto !!
    « 

  13. Eo anilan’izany dia mamporisika hatrany ny vahoaka malagasy hiomana hidina an-dalam-be, fa
    NA MAHARESY DR ROBINSON, na tsy haresy, dia
    ILAINA NY AMPAHALALANA NY VOZONGO FA TSY TOKONY HIDITRA INTSONY amin’ny raharaham-pirenea mihitsy izy ireo.

    TSY MANDROAKA AKORY SATRIA TSY HAHAVITA TENA IRERY ISIKA fa mampahatsiaro azy ireo ny FIANDRIANAM-PIRENENA : TSY TOKONY HITSABAHANY .
    Marina ihany koa ny anao ry Hars : « Hajo efa nilaza omaly fa tsy hanohana an’i Hery. Ataovy ny alliance hanongotana an’i Hery;Aza miavonavona ny zanak’i dada fa IZAY FAHAVALON’I HERY….DIA NAMANA »
    Bravo Hars !!!

  14. Manohana 100% ny hevitrao aho ry Hars izany ka olona azo harahana hevitra
    MADIO FO ary mahalala sy manaraka ny marina.

    Ny mpisolelaka koa ato mandreraka be indraindray,fa dia nidiran-doza inona ary itony olona no dia
    miteniteny foana .Tsy misy takona izay tsy hita oah!!aza reraka ny miatsara ivelatsia eto fa TRATRA
    ianao e!!!!de aza malaky manovanova anarana fa MIJOROA raha TENA LEHILAHY KA MANANA
    ny MARINA e!!!tsisy bedy anie ato e!!tsisy mahita anao any ambadika any .MAHONENA!!!mbola ho
    ela isika vao ho tonga saina e!!
    Kotovelo foana no hiezahana saronana nefa efa hita fa IZY NO NANDETIKA LALINA NY FIRENENA
    MAFY TOY IZAO! ARY MBOLA NANDETIKA an’i DADA SY NENY TOY IZAO, mbola tsy afa-po ihany
    Njara fa satria dada tsy nanoana azy fa Dr Robinson no notohanan’i dada.

  15. Raha tsy mihetsika ny vahoaka, indrindra fa ny ankolafy Ravalomanana sy Ny Avana dia ho very eo f tdy mata-henamso iany anie ny mpifanandrina e. Hatr@ izao dias mbola tsy misy fihetsika hamaliana ireo zavatra hafahafa ireo foana. Dia ahoana izao ireny miaramila tonga tao @ CENIT iremy? Maninona raha lazaina @ vahoaka hoe inona no antony ? maninona ny vokam-pifiadianana eto Antananarivo mbola tsy tafavoaka ihany nefa tsy orana avy, tsy grevy misy.. Angaha moa ny CENIT t sy nilaza hoe efa vonona hatry ny ela Sa ny hanomezantsiny ny ankolafy Ravalomanana fotsiny sao tsy niditra t@ ilay fifidiana ankaterana ?
    Mila hjerena ny logiciel-n CENIT,mila arahima-so ny fanisam-bato. Maninona moa raha asiana camera mihitsy ao @ trano fanisana mba hisian’ny mangarahara ?

  16. Ny tsikaritray indray dia ilay isan’ny mpifidy niova tampoka eto @ ity omen’ny CENIT ity:

    io hitatsika mazava eo ambony io hoe, isan’ny mpifidy: votants inscrits: 2198779/7963924

    Nefa dia ny hita hatramin’izay dia inscrits: 7823305

    Izany hoe nitombo tampoka ny isan’ny mpifidy: nisy 7963924 – 7823305 =140619 be izao ny isan’ny mpifidy narotsaka tampoka teo!!!

    Sa mbola resaka piratage ihany io?

    Tena tsy izy izao e!

    Vola be no efa nomena io CENIT io, miampy ordinateurs, connexion internet, scanners, imprimantes, téléphones portables, hélicoptères, sns. dia mbola mitovy t@ 7 taona lasa mahery ihany ny fomba fiasa sy ny fanomezana vokam-pifidianana.

    Tena mampiesona sady mitady higafy! Io midina tsikelikely io moa izao ny vato azon’ny antsika JLR!

    Misy tsy miady ao @ ity CENIT ity @ fomba fiasa rehetra e!

  17. Tohanana izay TOKONY ho tohanana fa ny olona 75 na 80 ans toa tsy mazava saina intsony !

    Tsy mba manao toy ny sasany tsy hita intsony hatramin’izao fa any ambadika any miandry train handroso : Eliane io .
    Tohizo ny fitarihana Atoa RAKOTOARIVELO SY Me HANITRA FA METY NY ASANAREO HATRETO.MAHEREZA ARY TONGAVA @ AMBONY INDRINDRA E ! Na ho koto na Ikala , dia ianareo no anay !
    Azafady ry LAZALAZAO SY NY NAMANA FA MISY NY TAFAHOATRA A ! Tsy maintsy asiana teny kely , fa marivo be !

  18. Ny résultat azon’Ingahy Robinson ato anatin’itony koa ve piratage ?

    http://www.madagrow.com/recapitulation-region-election-presidentielle-madagascar-2013?r=anosy

    Tsy io faritra io irery !

    Marihina fa Ingahy Mamy RAKOTOARIVELO no nandray ny andraikitra momban’ny fampielezan-kevitra, amin’iny faritra atsimo iny !
    Ny resaka mandeha dia toa hoe tsy niala tao Antaninarivo izy, ka nidina tany na indray andro aza !

    Izany ilay « asa tena mety tsara » aminareo ?

    MBA MILA FANAZAVANA KELY NY REHETRA, SATRIA NA NY DELEGUE AZA IZANY DIA TSY NIFIDY AN’NY DR ROBINSON AKORY, MATOA 0 (AOTRA) BE IZAO NO MBA ISA AZONY !!!!

  19. Isiaka rehetra manoratra eto dia samy afaka mamoaka tsirairay avy izay zavatra
    hitany ka tsy misy azo omena tsiny aminizany toy ity zavatra hita etsy ambany ity.Raha izaho manokana aloha dia hita mihitsy fa midina ilay any i Robinson ka izay no mampieritreritra ahy.

    les dépêches

    Vous pouvez naviguer parmis les dépêches duaus’abonner au flux des dépêches13h30>

    HJRA : 

    depuis ce mois d’octobre, le parking de l’hôpital HJRA à Ampefiloha est devenu payant. Aussi, tout véhicule qui stationnent dans l’enceinte de l’hôpital doivent payer Ariary 200 par heure. Cette disposition a été prise afin de mieux sécuriser le parking mais aussi pour multiplier les ressources de l’hôpital.Date : 29/10/201313h12>

    TENDANCES CENI-T : 

    Recap National. 4766/20001 (bureaux de vote). Taux de participation: 57,08%. Robinson Jean Louis:26,77%, Hery Rajaonarimampianina: 15,04%, Hajo Andrianainarivelo: 9,50%; Camille Vital: 6,79%; Roland Ratsiraka: 6,50%; Edgard Razafindravahy:5,24%Date : 29/10/201313h00>

    TENDANCES CENI-T : 

    Recap National. 4741/20001 (bureaux de vote). Taux de participation: 57,07%. Robinson Jean Louis:26,81%, Hery Rajaonarimampianina: 15,02%, Hajo Andrianainarivelo: 9,47%; Camille Vital: 6,78%; Roland Ratsiraka: 6,51%; Edgard Razafindravahy:5,25%Date : 29/10/201312h02>

    TENDANCES CENI-T : 

    Recap National. 4662/20001 (bureaux de vote). Taux de participation: 57,07%. Robinson Jean Louis:26,96%, Hery Rajaonarimampianina: 14,94%, Hajo Andrianainarivelo: 9,46%; Camille Vital:6,74%; Roland Ratsiraka: 6,51%; Edgard Razafindravahy: 5,27%Date : 29/10/201312h00>

    CATHERINE ASHTON : 

    la Haute Représentante de l’Union Européenne encourage les autorités malgaches à prendre en considération les recommandations énoncées par la MOE UE visant à renforcer certains aspects du processus électoral dans la perspective d’un éventuel second tour à l’élection présidentielle et des élections législatives prévu le 20 décembre prochain.Date : 29/10/201311h30>

    TENDANCES CENI-T : 

    Tendances CENI-T. Récapitulation Nationale. 4622/20.001 (bureaux de vote). Taux de particpation : 57,03%. Jean Louis Robinson 27,08%. Hery Rajaonarimampianina 14,92%. Hajo Andrianainarivelo 9,44%. Camille vital 6,73%. Roland Ratsiraka 6,48%. Edgard Razafindravahy 5,28%.Date : 29/10/201311h00>

    COLLECTE DE RESULTATS : 

    les trois hélicoptères promis par l’Afrique Australe afin de prêter main forte aux deux autres qui sont opérationnels pour la collecte des résultats auprès des bureaux de vote se trouvant dans des zones enclavées arriveront cette semaine, soutient Fatma Samoura.Date : 29/10/201310h30>

    LISTE ÉLECTORALE : 

    la présidente de la CENI-T entend saisir l’assemblée générale de cette institution afin de trancher sur la possibilité de réviser la liste électorale. Béatrice Atallah avait indiqué en fin de semaine que l’article 31 du code électoral donne une compétence au président du tribunal de première instance de statuer sur l’opportunité de la révision de la liste électorale. Date : 29/10/201310h00>

    LISTE ELECTORALE : 

    la MISCA PDBG (mission internationale de la société civile africaine pour la paix, la démocratie et la bonne gouvernance)recommande à la Commission électorale nationale indépendante pour la Transition (CENI-T), d’œuvrer inlassablement pour le consensus dans la prise en compte des délaissés et de ceux qui n’ont pu voter pour uneraison ou une autre lors du 1er tour.Date : 29/10/201309h45>

    TENDANCES CENI-T : 

    Récapitulation Nationale. 4560/20.001 (bureaux de vote). Taux de particpation : 56,99%. Jean Louis Robinson 27,18%. Hery Rajaonarimampianina 14,86%. Hajo Andrianainarivelo 9,45%. Camille vital 6,74%. Roland Ratsiraka 6,47%. Edgard Razafindravahy 5,30%.Date : 29/10/201309h30>

    RESULTATS ELECTIONS : 

    98% des résultats issus de bureau de vote sont parvenus auprès de la Cenit jusqu’à hier, apprend on. A ce rythme, les résultats provisoires devraient être publiés le 08 novembre prochain, indique Béatrice Atallah.Date : 29/10/201309h00>

    PROCESSUS ÉLECTORAL : 

    la Cour électorale spéciale ne se contentera pas des résultats du scrutin transmis par la CENI-T. Elle s’implique aussi dans la récolte des résultats et de copies des procès verbaux et confrontera avec les données transmises par la CENI-T.Date : 29/10/201308h47>

    TENDANCES CENI-T : 

    Récapitulation Nationale. 4518/20.001 (bureaux de vote). Taux de particpation : 56,95%. Jean Louis Robinson 27,18%. Hery Rajaonarimampianina 14,84%. Hajo Andrianainarivelo 9,46%. Camille vital 6,75%. Roland Ratsiraka 6,48%. Edgard Razafindravahy 5,31%.Date : 29/10/201308h37>

    PROCES VERBAUX : 

    Les transporteurs de quelques sacs de procès verbaux en provenance des bureaux de vote se sont trompés de destination ce matin. Ils sont arrivés directement au siège du CENI-T. Les sacs en question sont actuellement en train d’être ré-acheminés vers la Section

  20. Lasa 26,/77 sisa zao ny any dokotera Robinson ary io no tena mahakasa fisainana, tsy niakatra intsony ilay izy fa voamaika aza mihamidina

  21. ATY JERENA

    Les partisans de Jean Louis Robinson sont tiraillés entre la désillusion et l’inquiétude au constat de la variation des tendances des résultats du scrutin du premier tour. Les acteurs et observateurs politiques quant à eux ne sont aucunement surpris et voient se mettre en marche, une fraude prévue à l’avance.Les observateurs politiques s’attendent à ce que Hery Rajaonarimampianina remonte la pente jusqu’à dépasser son adversaire Jean Louis Robinson. L’objectif n’est peut-être pas de remporter la présidentielle au premier tour, mais d’une part de démoraliser l’électorat du candidat n° 33 et d’autre part d’obtenir un taux assez persuasif pour regrouper les autres candidats dans son camp au 2e tour.Du côté de la CENI-T, les « incidents » se sont multipliés, du gonflement du nombre d’électeurs à la hausse vertigineuse du pourcentage du candidat n° 3. D’autres faits se sont également avérés suspects, notamment ces allers et retours des procès verbaux.On apprend que des procès-verbaux et bulletins de vote ont été directement acheminés vers le siège de la CENI-T avant d’être « renvoyés » vers les SRMV des Districts, sous prétexte d’une erreur de parcours des responsables. On peut toujours espérer que ce sont bien les PV et bulletins concernés qui ont été renvoyés, et non un colis soigneusement préparé à Alarobia.Dans certains Districts de la région Atsimo Andrefana et Anosy, des PV et bulletins de vote se baladent dans la nature à l’heure où on écrit. Ces pièces ont quitté les bureaux de vote depuis 2 jours et ne sont toujours pas parvenues aux SRMV, alors que la CENI-T prétendait affecter des hélicoptères, des véhicules 4X4 et des motocross dans les zones reculées pour la collecte des résultats.De son côté, l’équipe électorale de Jean Louis Robinsondispose d’une marge de manœuvre assez restreinte à cause de son amateurisme. En effet, il sera difficile de faire une confrontation ou de contester les résultats quand on a 8 000 procès-verbaux manquants.Les circonscriptions non couvertes par l’équipe n° 33 par ses délégués se situent dans les régions et les zones reculées du pays. Justement, c’est dans ces circonscriptions que Jean Louis Robinson enregistre les pires performances, avec parfois moins de 1 % de voix à son compte.L’option d’une collaboration avec les autres candidats pour l’exploitation de leurs PV reste envisageable, à condition bien sûr, d’avoir devancé le camp d’en face dans les négociations. À défaut d’une réactivité dans sa situation actuelle, le candidat n° 33 devra faire face avec impuissance, sa dégringolade dans le classement électoral.En trois jours, Jean Louis Robinson a perdu pas moins de 4 % sur le classement. Comme le disent les membres de l’équipe de Hery Rajaonarimapianina qui reste d’ailleurs très serein : « cela ne fait que commencer, la route vers la proclamation des résultats est longue ».

  22. HANENENAN’NY FRANTSAY NY TSY FANANANY FAHENDRENA AMIN’NY FITSABAHANA ATAONY TAFAHOATRA NY LOHA ATAONY …..

    TSY HO AFAKA HIARO NY FRANTSAY SY NY FANANA’NY FRANTSAY ETO AKORY IREO MIARAMILA FOZA IREO..

    EFA MATY PAIKA NY AMIN’IZANY…..TSY MITOVY @ OMALY NY RAHAMPITSO…

    REHEFA TSY MAHAY MIFANAJA AMIN’NY ALALAN’NY FIFIDIANANA DIA HO AVY NY ANGADY SY NY HARONA….FA HO LASA FASAN’NY MIARAMILA FRANTSAY SY NY FOZA ETO…

    AOKA KOA IANAREO MANANA FIANAKAVIANA MIARAMILA HANANATRA MAFY AZY IREO…FA IANAREO KOA NO LASIBATRA VOALOHANY….

    TSY MAINTSY HANAO SAFIDY NY MIARAMILA NA HIARO NY VADY AMAN-JANANY NA HIARO NY FOZA SY NY FRANTSAY….

    MAHEREZA

  23. Merci ra-Kiki !!!mankasitraka e!

    Tsy mahagaga izany fihetsika hita @’Kotovelo izany Kintana a!!olona toy ireny no tena
    azo lazaina fa FANGOLIKA , MPAMOSAVY MALEMY, ZANA-BARATRA, fa ilay mbola fametrahana
    ilay fahatokisana aminy no TSY AZOKO?????TSY MAINTSY VE???EFA NISY VELIRANO ANGAHA??

  24. O’ry Malagasy mpiray tanindrazana @ko ,Very dr Robinson ,ts lasa tsoun io , fa aleo foza fona no itondraé reny nge lé tena mahantra ambany tananà 4mi , ren atsoina we foza reny ,reny lé tsitan DADA Mintsy hatramn zayé , normal b ra mtoutoungana nfirenena , so fa ts mtouv ntany syrie ,sns é , lava lotra ra iresaka hanazava anzan , fa faly anenjika ftsn , ajanony lé miantso nenaran’Andriamanitra refa mbola oh zan nfomba fisainana ,

  25. HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO
    HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO HALABATO

    Tena maimbo halabato ny tanàna fa sendran’izay tsy vanona manao fifidianana. Adalàna ny antsika raha manaiky izao!!!! Ny olana: rehefa tsy miteny ianareo hoy ny vazaha dia manaiky!!! Noho izany azo angalarana!!! Andrana daholo ireny fanaovana ny fidinan’ny tahan’isan’i JLR ireny. Toy izany koa ny fanapahana ny vokatra ao amin’ny cenit!!! Manao sondage ny farantay hoe « est-ce que le peuple malgache grogne???? »
    Rehefa tsy misy miteny sy mihetsika dia ho avy ny Kadradraka volamena (gold blat) amin’ny angady sy ny harona ampandany an’i Fery vaovao « vay ankandrina »!!!! Ary tena aharary sy ahamenatra tokoa rehefa tsisy mihetsika!!!
    MBA JEREO ANIE: Eto Antsirabe II dia na dia mitarika aza i JLR dia hoe 29% ny azony!!!
    IMPOSSIBLE. Isika eto Bira ve dia hanaiky anizao??? Aoka hietsika fa io ihany no efa nahavoa hatraminizay!!!

  26. izany no hoe hifirana ny vola be lany tamin’izay fifidianana izany. Azo lazaina fa volam-bahoaka izany, ny bois de rose angamba isany. Ao afrika tsy homa-kanina fa maty mosary.Mahagag sy mahatalanjona ilay sain’olombelona.

  27. Ity no hetsika voalohany ho an’ny izay Te-hanao. 1) Manoratra any @’ireo olona ambony azo hanoratana 2) maka sary na oronan-tsary izay azo atao mikasika ity fifidianana ity, indrindra ny fanisam-bato 3) magenta na ny manodidina na eo @serasera na eny ivelany 4) Manantona ny ankolafy RAVALOMANANA dia manosika ny hanaovana. Ny fampitahana ny PVC ohatry ny t@ 2006. 5) ireo borax 8000 Tsy nisy solotenan’ny ankolafy Ravalomanana dia hamarinina tsara, ary mety ny hijerena ny PV ireo mpifaninanana maro maro tao MBA ahitana ny marina. 6) Tsy mitsahatra ny manao izay agony atao.

    Ireo no hita mo fa tena azo atao indrindra fa Tsy nofinofy. Izay mañana lalaina hafa dia Vao maika tsara.

  28. TSY MISY ATAHORANA INTSONY NY FIDIRANA 2eme TOUR FA NY FANOMANANA IZANY NO TOKONY HIMASOANA IZAO.

    FANTARINA NY LESOKA SY NY POINT FORT DIA MANAO STRATEGIE MALAKY DIA MALAKY….

    AZA VARIANA AMIN’NY 1 ER TOUR EFA AZO ANTOKA INTSONY ALOHA……

    TETIK’ADIN’NY MPANAKORONTANA KOA ANIE IZANY E….

  29. Mba hitan’i LAZALAZAO ve ilay taratasin’ilay hoe Barijaona Ramaholimiaso tao amin’ny Tibune iny ê ?
    Eo ireo birao tsy nisy délégué, fa ny sasany indray aza dia nanao sonia PV tsy feno dia iny no lasa !

    Izao ry zéareo â !

    Na 26 na 30 na 40 no azon’Ingahy Robinson, dia misy zavatra tsy miady be dia be ao !

    Nisy nanantena fa raha manohana an’Ingahy Robinson ny Filoha Ravalomanana, tonga dia ho ararak’Andriamanitra avy eny ambony eny ny fandresena !

    Dia tsy nanao ny asany intsony ny sasany fa nihirahira sia !

    Chacun à sa place, et les « pierres » seront bien gardées !

  30. Raha ho ahy manokana tsy dia misy olana loatra izay filatsahan’ny isam-bato ao satria azo amboarina foana io. Ohatra tsy avoaka fotsiny aloha ireo vokatra nahazahoan’i Dokotera vato ambony be toy ny faritry Itasy, Analamanga, Betsiboka sns fa ny hafa no avoaka dia mijotso io.
    Ny zava-dehibe dia ny fanomanana ny 2ème tour satria tsy maintsy hatrehana io. Misy olona miresaka toe-tsaina sns, marina ny azy fa tokony hanànana ny toe-tsaina matotra, kanefa hita fa misy na aiza na aiza ny toe-tsaina mirefarefa ary tsy ny olon-drehetra no manana izany. Hoy ilay namana iray izay:  » tsy hifidy anareo aho fa ratsy toe-tsaina ianareo. Fantatra fa efa mipetraka ny safidinao fa mba te-handrangitra ianao. Raha namaky ny gazety iray izay ianao dia ho tadidinao fa natao sarisary fa miaraka i dokotera sy madame Lalao Ravalomanana mba hanaratsiana. Mendrika ve izany hoy ianao?
    Raha ny momba ny alliance indray, ny ahy manokana ny fandresena no tanjona, izay no mbanjiniko, ka aleo hajanona no fankahalana fa izay no nonapotika an-dry zareo tamin’ny MaputoI sy II, satria raha nekeny ny Co-présidence tamin’izany dia nisy ny fifidianana 2010 ary dia zavatra hafa no nisy fa tsy izao.

  31. Raha nihirahira ry Me HANITRA tsy tadidy sahady angaha fa tao alohan’ny Fifidianana:TSY TAO AORIANA AKORY. sADY tSY MABA HITA NANAO hetsika hanohana an’i Dr ROBINSON MIHITSY ry Lily, fa miandry hijapy train indray !!! Eny amin’ny sisiny ihany no mba fahitàna azy.


    Fa hono hoy aho : nahita mihitsy ve ianao fa tsy nanatrika na kely akory tany atsimo i Mr RAKOTOARIVELO ??? Fa angaha tsy hitanareo ireny izy milahatra @ Dr ROBINSON teny Antsonjombe ireny ? Manao propagande nafana teo anilan’i DR Robinson HATRANY.


    Efa niverina @ asany taloha angaha Lily no tsy tazana intsony, sa misolelaka an’i Botozaza indray, fa manantena hanao PM ??? MdR.

    Fa izao e : Raha mbola manoratra eto ianareo sy navalona dia tsy hisy resaka vanona akory eto, fa resaka maivana FOANA, ARAKA IRENY VOALAZAN’I NARY ireny.
    Ny mety angamba dia aleo tsy miseho eto intsony, fa tena mandreraka be ary hafaly anao mihitsy ra-kitana a !
    SAMY MANDEHA SAMY MITADY e !

  32. resaka mamy rakotoarivelo ve no olana ? tany amin faritany misy any izy ka. niaraka izy sy botozaza, maitre hanitra.Amin maha filohan andrimpanjakana azy sy maha ministra an botoza dia tsy mikabary ry zareo.aza dia tia manaratsy olona.soava tsara.

  33. Raha mijery io image misy ny valimpifidianana vonjimaika io dia mahatsikaritra izao zavatra izao :
    Inscrits : 2198779 / 7963924 Soit: 27,61% ( t@ 28 oct , 20h43 )
    Inscrits : 3751926 / 7823305 Soit: 47,96% ( t@ 31 oct , 00h15 )
    Dia mametraka izao fanotaniana izao oe : fa angaha moa ny nombre an’i inscrit miovaova?

    raha nizaha t@ site hafa nefa dia nahita an’ity:
    Répartition des électeurs inscrits
    Au 9 octobre 2013, le nombre d’électeurs inscrits est arrêté à 7.823.305, avec la plus forte concentration dans la région d’Analamanga (près de 20%), suivi du Vakinankaratra (près de 9%).

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *