4 pensées sur “ROBINSON Jean Louis : 31.60%”

  1. Mbola mila mianatra hatrany isika , fa ny fiodinanana Faharoa mety hitambatra ny foza. Raha Mahiratra 40% isika dia fantatra fa handresy @ fiodinanana Faharoa. Ny tena faniriana dia ny 50,01%. Premier tour dia vita.

  2. « Mivavaha mafy fa vavaka manova zavatra  » hoy neny.
    Azo lazaina kosa aloha fa nisy ezaka t@’ireo mpanara-maso avy any ivelany e!!
    soa fa tsy toa andr’i sakamalao sy kala vorondolo i Fatma daholo izy ireo, raha tsy izany ko isik tsy
    nahita vokatra tsara ohatra izao.Ary mino aho fa nisy olon’i dada t@’ ireny ,mpanoana azy akaiky.
    Raha jerena mantsy ny zavanisy t@’2011 sy izao dia tena nisy ezaka be dia be na dia mbola tao ihany
    koa aza ny HOSOKA SY KOLIKOLY .
    Ny zavatra tena mampalahelo sy manome litika dia ity « FERY VAO2 « ity, efa fantatra fa io no mampahory,
    NIHINANA sy NANGALATRA ny VOLOM-PANJAKANA,nefa dia hifanotohofana SATRIA VOLA, mbola misy
    ny tery saina tsy mametraka fanontaniana in-1 mandeha akory hoe : AVY AIZA MOA ITY VOLA HAFAFY ITY???
    VOLANTSIKA IHANY ANIE IRENY NY GASY VENDRANA MATIKELY e!!!
    tsy vitan’izany fa ity VITALY TOMPOKO ô!!!noho ireo 4.4 ve SANATRIA??? dia manontany tena aho ray olona hoe:
    VOLAN’ IZA ANEFA IRENY e???tsy ny tsirairay ve no ahazo ity 4.4 ee???izay ve no ahatafarina ity FIRENENA e???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *