ROBINSON NO FILOHA, LALAO RAVALOMANANA NO PRAIMINISITRA

ROBINSON à FARANGANA 14-10-2013 600K-32Nafana ny nandraisan’ny vahoakan’i Vohipeno, Vaingaindrano, ary Farafangana ny kandida dokotera Robinson  niaraka tamin’i Neny ary ireo delegasiona niaradia taminy androany Alatsianiny 14 oktobra 2013 nandritra ny fampielezan-kevitra izay notanterahiny. Faritra tsy dia mahazo vaovao marina ireo faritra ireo ka naleon’ny olona tonga nanatrika ny hetsika, ary amin’izay ihany koa mahita mivantana ny kandida Robinson izay natolotry ny Movansy Ravalomanana, sy mifanatriotava amin’i Neny ihany koa. Hafaliana no nandraisan’ny vahoaka tao Vohipeno ireo delegasiona ireto. Nambaran’i Neny fa vahoaka aloha araka ny teny filamatry ny Avana, ka vonona ny kandida hanasoa ny mpiarabelona aminy. Hijery ny mangirifiry ny vahoaka izy hoy i Neny. Ny kandida Robinson dia nilaza fa raha vao lany eo ny tenany dia i Neny no Praiminisitra. Hojereko manokana hoy izy ny CSB II, atsangana ny laboratoire  afaka manome rà, ho an’ny tanora dia nilza ny kandida Robinson fa atao izay hahazoan’izy ireo ny informatika mba hahafahany mandroso. Vohipeno hoy izy dia akaiky ny fampandrosoana ka tsy foiko ihany koa. Tao Vaingandrano no nanohizana ny fampielezan-kevitra rehefa avy tao Vohipeno ny delegasiona notarihan’ny kandida Robinson , niaraka tamin’i Neny ary ny Ct Donaz izay avy any amin’iny faritra iny. Tsy latsan-danja tamin’ny vahoaka tao Vohipeno ihany koa ny vahoaka nitsena ireto delegasiona ireto fa tonga marobe izy ireo. Ny filoha Ravalomanana moa dia miezaka hatrany manampy ny kandida Robinson amin’ny fanatanterahana ny fampielezan-kevitra, ka amin’ny alalan’ny antso an-telefaonina no hanatontosany izany. Nambarany fa matoky anareo vahoaka aho hoy izy amin’ny fanefana ny adidy amin’ny 25 oktobra izao. Nanome toromarika ny vahoaka ihany koa ny tenany hoe tsy maintsy mandresy isika amin’io fifidianana io. Fantatro hoy izy fa  olona mankato ianareo ka hiaraka amin’ny dokotera Robinson. Neny kosa dia nilaza fa mifankatia ny vahoaka Malagasy ka hiara hiasa isika hanangana firenena vanona ho an’ny taranaka fara amandimby. Noho izany dia mino fotsiny ihany. Ny dokotera Robinson dia nisaotra an’I Neny tamin’ny lahatenyizay nataony. Ny firaisankina hoy izy no ataoko voalohany ka tafiditra amin’izany ny fampodiana an’I Dada. Rehefa lany aho dia I Neny no ataoko Praiminisitra. Nanome toky ny vahoaka ihany koa ny tenany fa amboarina ny làlana ao an-tampon-tanàna. Ho asiana fanatsarana ny lafiny herinaratra any an-toerana.  Marihina fa dia nahazo tso-drano avy amin’ny Ampanjaka tao an-toerana ny kandida Robinson nandritra izany. Farafangana no namaranana ny hetsika fampielezan-kevitra androany nataon’ny kandida Robinson. Vory lanona ny vahoaka tao an-toerana niandry ny delegasiona izay nahitana ny kandida Robinson sy I Neny ary ireo mpiaradia aminy. Ny filoha Ravalomanana dia nilaza fa rehefa tonga an’I Madagasikara ny tenako dia handalo ao Farafangana.Mila mifidy an’I Robinson isika hoy izy ka tsy hisy intsony ny fanonganam-panjakana. Noho izany dia aza misalasala mifidy ny kandida favori, dokotera Robinson. Rehefa lany izy dia vita hatreo ny mpanongam-panjakana. Ramatoa Lalao Ravalomanana dia nanambara fa marary ny firenena ka mila dokotera. Noho izany dia mila tohanana amin’ny vavaka izany. Mivavaha hoy izy ka aza mitsahatra fa ny vavaka no manova zavatra. Nanentana ny olona ihany koa izy hoe entano ny manodidiana, ny any an-trano, ny Havana hifidy ny dokotera Robinson amin’ny 25 oktobra 2013 izao. Ny kandia Robinson dia nanambara fa tsy farany iaingan’ny firaisankinam-prenena ny eto Farafangana. Tsy mila miandry isika rehefa hampandros ny firenena. Latsaka ambany hoy izy ny firenena noho ny fanonganam-panjakana. Noho izany dia mila mijoro isika manohitra izany. Tamin’ireo faritra ireo moa dia nisy hatrany ihany koa ny fanazavana tamin’ny vahoaka ny mahakasika ny bileta tokana indrindra ny laharana faha 33 misy ny dokotera Robinson.

ANDIAN-TSARY TAO FARAFANGANA

ANDIAN-TSARY TAOVOHIPENO

 

HETSIKA TETO VANGAINDRANO

 

21 réflexions sur « ROBINSON NO FILOHA, LALAO RAVALOMANANA NO PRAIMINISITRA »

  1. Tsy maintsy atrehina ve ilay invité du zoma @ le 20/10/2013,fa maninona no ireo karazan’olona efatra (prorajoelina)ireo no hanao adimborontsiloza @ dokotera irery(votsa eo @ fitenenana),sady fandaharana tsy dia ho hitan’ny malagasy rehetra akory, tetika efa noman’i onitiana miaraka @ foza io, ka oy aho oe :tsy maintsy atrehina ve? tsy kanosa akory fa aleo mody hendry tsy manaiky ataon’ny olona fangalana gloire fotsiny, hanaovana vedetisme @ resaka journalisme.

  2. Averina kely eto ihany, satria hono ny mamerina indroa (ny mihaotra aza ho atao) manana ny antitra, mba miangavy re 2 ora mialohan’ny hatongavan’i Dr Robinson sy ramatoa Ravalomanana, dia mba asaivo mitondra sainam-pirenena daholo ny olona ê !

    Tsara ho hitan’ny « vahiny » mitsidika sy mijery sary, fa mitaky mafy ny zoany ny vahoaka, ary miaro mafy ny fiandrianam-pireneny ê !

    Vahoaka hendry, mampiseho fitiavan-tanindrazana ny antsika, fa tsy vahoaka mangataka vola nangalarina ( na dia tsy azo omena tsiny loatra aza izy ireo, satria volany no takiany) !

  3. MIANGAVY NY MPIKIRAKIRA PEJY ATO AMINTSIKA NY HANALA NY LE HAJO TY ETO AMIN NY PEJINTSIKA FA MAMPITE HIDEGOBA NY MAHITA AZY.

    HAJO TARANAKA FRANTSAY MPANAMBAKA MALAGASY AMIN NY LALANA PAVES VOTANY KELY ETY ANTANANA, MPIVIDY OLONA MBA HO LANY AR 10000000 NY BEN NY TANANA VENDRANA IRAY. SO LO FA NY SASANY MBA FETSY KOA.

    MADAGASCAR DEVELOPPE HONO. JEREO NE NY DOMAINES HATRAMIN NY NANDRAISANY AZY E. MBA NAVAOZINA HONO NEFA VO MAIKA MANJAKA NY KOLIKOLY. IRAY VOLANA IANAO TSY MAHAZO CERTIFICAT DE SITUATION JURIDIQUE. NY TETEZANA MBA NATAONY ANY AMBANIVOHITRAY ANY DIA TENA MAMPIHOMEHY. NA NY VAHOAKA AZA DE GAGA OE ZAO VE NO NAMBOARINA.

    NY GASY TSY VENDRANA INTSONY KA AZONY HAMABAKAINA. IZY NO VENDRANA ANAOVAN NY OLONA SARIN ADY MBA HAHAZOANA VOLA.
    ny tena gasy tsy maintsy mandresy;

  4. FA NANINONA ISIKA NO TSY MBA NAHAZO NANAO COMMENTAIRE TAMIN NY PEJY COLLESIUM? MILA VALINY HO AN IZAY AFAKA MAMALY

  5. Satria nolazaina fa maneho ny heriny ny « zanaky dada »; dia ny fanontaniana dia hoe fa angaha zanaky dada daholo ireo???????????
    Izahay marobe no tonga tany fa zahay tsy zanaky dada izany e!!!!! izahay dia malagasy tsotra, tia ny tanindrazanay, ary tianay ny mampahafantatra anareo mpanao politika fa tsy zanaky dada no Antony nankanesanay tany fa i Rtoa Lalao sy Dokotera ary i Atoa RAvalomanana. Ary aza misoloky tahaka izao fa ny toetranareo toy izao ihany no nahatonga ny filoha nahongan’ny sasany!!!!!!!!!!

  6. Tsy nasiana toerana ho an’ny commentaire (angamba) satria efa tsara dia tsara ny zava-nisy, VOALAZA an-tsary daholo ê!

    Misaotra ny antoko MFM, mangataka ny animation misimisy avy amin-dry zareo, amin’izao ankatoky …

    Ho an’i meme – avy amin’ny antoko AVANA (angamba ianao ê?):
    mouvance Ravalomanana sa ahôn no metimety kokoa – f’ilay teny « dada » aloha tsy ho lefy mandrakizay fa vao misioka an’io dia mifankahazo mifampitsiky miAVANA ho azy raha sendra mifanojo eny en public

    (efa eto dia manararaotra mamerina ilay erreur iray nataon’ny sasany dans la foulée oe parti politique mitondra anarana zanak’i dada)

    Efa J-10 isika, nefa ny carte d’élécteur mbola tsy misy
    Ny ankizy efa feno taona aza toa mbola tsy recensé akory

    Ilay bulletin unique – natoro hoe aforitra roa ambony ambany fa izay no mahatojo ny 33
    Kanefa ny toromarika ary: toa dépliant miforitra telo

    Mitovy ny fampianarana ny tsy mahay manoratra (na fanoroana jamba) oe: boribory, croix, tiré

    ka rehefa « X » dia izay, fa any @ fampihelezan-kevitra ny sasany mbola mampisafidy indray ny iray amin’ireo??!!

  7. Miala tsiny fa voatery hanazava ity fampahalalana antsika ity aho. Tsy inona moa izany fa ny momba an’i Hajo. Aza adinoina fa zanaky ny tompon’ny Lycée fitarikandro i Hajo. Inona moa ity fitarikandro ity. Io ilay Lucifer araka ny dikany ao amin’ny Baiboly. Mety manontany angamba isika hoe inona no idiran’izany amin’ny politika. Tena misy idirany be dia be mihitsy. Ny Rain’i Hajo no anisan’ny malagasy voalohany mpitarika ny francmaçonnerie teto amintsika. Misy pacte nifanaovany tamin’i Satana (Lucifer) vao mahazo mahazo izany anaram-boninahitra avy amin’i Satana izany (ny fitondrana io fikambanana io). Ankehitriny dia i Hajo no atolotr’io fikambana’i Satana io eto amintsika. Tsotra anefa no fiarovana ho antsika. Tsy mahefa na inona na inona eo i Hajo raha vao entina amin’ny vavaka ny zavatra atao rehetra. Mahereza daholo

  8. Je trouve inquiétant qu’on parle premier ministre maintenant, hors, on est encore loin du compte. La seule issue pour assurer cette victoire dépend sur 2 choses:
    – le premier ministrable devrait être issue de la côte, sinon les voix côtieres iront ailleurs.
    – Avoir un nez dans la préparation des élections car il va y avoir des fraudes. Rajoelina et son équipe travaille depuis des mois. Des résultats toutes faites sont déjà prêt pour le premier tour en faveur d’Edgar et Hery. Il faut ouvrir les yeux.
    – Il faut mettre des gens de confiance pour vérifier dans la pluspart des bureaux de vote surtout là ou il y a beaucoup d’electeurs. A noter qu’il y a 22 millions de malagasy mais seulement 7,8 Millions d’electeurs(absurde).

    A méditer

  9. @izao fandalovan i Hollande ao Sud Afrique izao …en vrac fa mila tsiny.

    Mail & Guardian

    NEWS OPINION BUSINESS ARTS & CULTURE EDUCATION MULTIMEDIA SPECIAL REPORTS IN THE PAPER ZAPIRO PARTNERS
    NEWS
    NATIONAL
    AFRICA
    WORLD
    ENVIRONMENT
    SPORT
    SCI – TECH
    HEALTH
    AMABHUNGANE

    Africa
    Hollande’s SA visit to focus on hot spots
    04 OCT 2013 11:43 LIESL LOUW-VAUDRAN

    France is likely to welcome a more robust South African military presence on the continent.
    France sent more than 3000 soldiers to Mali earlier this year to quell an invasion by Islamist rebels in the north of the country. (AFP)
    The situation in Mali and in the « chaotic » Central African Republic (CAR), where 15 South African soldiers were killed earlier this year, are likely to be high on the agenda when French President François Hollande visits South Africa on October 14 and 15.

    Hollande’s visit will be the first by a French head of state to South Africa in five years. Several ministers, including the Foreign Affairs Minister Laurent Fabius, will accompany him.

    France is the ninth-biggest investor in South Africa, and it has size­able business interests in the country. Its military presence in Africa and joint concerns over crises in Francophone African countries is likely to top the agenda.

    France sent more than 3000 peacekeepers to Mali in January to drive out Islamist rebels from the north of the country, but has since handed over the peacekeeping role to a United Nations force made up mainly of African soldiers.

    However, the security situation in Mali is still precarious. This week, a car bomb killed at least two people in Timbuktu and fighting broke out in the northern city of Kidal.

    Some African countries were upset that France had been asked by the government in Bamako to intervene militarily, just as it had done in 2011 in neighbouring Côte d’Ivoire, but they couldn’t do much about it.

    President Jacob Zuma said at the time that he was satisfied with the French deployment, and that Hollande had phoned him ahead of the military intervention to explain France’s position.

    Relations between France and South Africa hit a historic low in 2011 after the French-led intervention by Nato forces in Libya.

    Although South Africa voted in favour of the United Nations Security Council Resolution 1973, which authorised the intervention against former Libyan leader Muammar Gaddafi, it believed Nato acted outside of its mandate.

    During a visit to South Africa in November 2011, former French foreign minister Alain Juppé was strongly criticised for the intervention and accused of leading « regime change » in Libya.

    Tense relations between France and South Africa have existed ever since, and were aggravated by accusations that France had urged Francophone African countries to vote against Nkosazana Dlamini-Zuma’s bid to become African Union (AU) chairperson last year. France strongly denied this.

    Dlamini-Zuma narrowly defeated the Francophone former Gabonese chairperson Jean Ping.

    Currently, however, Hollande’s main preoccupation in Africa is the CAR, which has descended into chaos and thuggery since the coup against former president François Bozizé in March.

    France convened a special meeting of role-players in the CAR on the margins of the UN general assembly in New York last week, saying the country poses a security threat to the entire region. France pledged €10-million to help what Fabius called a « nonexistent state ».

    The CAR is strategically placed in that it borders several problem states, including the Democratic Republic of Congo (DRC) and South Sudan. Hundreds of people have been killed since the takeover by the Chadian-backed Seleka rebels in a situation Human Rights Watch calls « horrific ».

    In a recent report, the organisation said that Seleka rebels were looting and torturing civilians on a massive scale, causing an unpre-cedented humanitarian crisis in the country.

    A security expert told the Mail & Guardian that France’s troops in the CAR, who control the Bangui airport, are there « to protect their own interests ». French troops helped to evacuate the remaining South Africans troops who fled after being defeated by the Seleka rebels during the March coup.

    About another 1400 other African peacekeepers are left in the country, but they are largely powerless. Plans are in place to swell the ranks to about 3500 troops.

    « They are very ineffective, they need political direction and they need to be transformed into a UN mission, » the expert said. South Africa has indicated that it has no intention of going back to Bangui.

    Following the CAR debacle and the French intervention in Mali, Zuma urged the AU to beef up its efforts for an African intervention force that can be rapidly deployed in crisis situations.

    South African and Tanzanian troops were deployed as the so-called Force Intervention Brigade, with a strong UN mandate, in early June in the eastern DRC.

    The intervention force has proved largely successful and has driven the M23 rebels out of key positions.

    Despite its rivalry with South Africa in other parts of the continent, France is likely to welcome a more robust South African military presence in Africa. French public opinion is not keen to see more money being spent on operations such as those in Mali and in Côte d’Ivoire.

    France and South Africa do work closely together on issues such as fighting piracy in the Indian Ocean.

    The two countries have also recently, for the first time, seen eye to eye on the crisis in Madagascar. Previously, France was seen as supporting the coup leader, Andry Rajoelina, who took power in 2009, whereas South Africa insisted on the reinstatement of deposed president Marc Ravalomanana.

    After years of failed mediation efforts, both leaders have now been excluded from elections, which are scheduled to be held on October 25.

  10. « The two countries have also recently, FOR THE FIRST TIME, see eye to eye on the crisis in Madagascar. Previously, France WAS SEEN AS SUPPORTING THE COUP LEADER, Andry rajoelina, who took power in 2009, whereas South Africa INSISTED ON THE REINSTATEMENT OF DEPOSED PRESIDENT RAVALOMANANA  » !!

    Outre les contrats en faveur de GDF Suez et Alstom, résultats de la rencontre côté français !

    http://www.lemonde.fr/international/article/2013/10/14/francois-hollande-en-visite-a-pretoria-pour-dissiper-la-mefiance-sud-africaine_3495062_3210.html

    La crise en Centrafrique serait pour Mr Fabius « une occasion en or » pour partager le fardeau politique et financier !

  11. Kapoka ô: ataovy teny gasy re mba hialana @ diso tsipelina be laotra ô!

    Vao nahiliky ny frantsay ny filohantsika dia tokony efa nikaroka paika hanilihana ny frantsay sy hamerenana ny antsika.
    Fa variana nivavka, nitaraina sy mifampidera fijery mivilana loatr aireo mpitolona nantenaina dia izao ….alikainy frantsay foana ka tsy nisy nahatohotr aity fdaty fifidianana akory.
    Ny misahana ny raharaha ivelany /fitondrana frantsya io anie ka jiolahy e: fiaviana jiosy arabakiteny no tena jiolahy araky ny fiteny gasy.
    Ka izay masahy manohitra ny miaramila frantsay efa mameno ny tany malagasy sy ireo miaramila efa miandry fotsiny sioka tokana avy @ rajiolahy io, dia izay no mety hevitra fa ny ambony dia ‘recolonisation » matanjaka rah tsy hoe ho taitra ny gasy hanokatra amaso .

  12. ===KAPOAKA : »Je trouve inquiétant qu’on parle premier ministre maintenant, hors, on est encore loin du compte. »KAPOAKA
    Oublions le reste .Premier Ministrable des côtes ou pas , c’est pas le probleme;
    Le plus inquietant c’est que l’on parle déjà du ou de la PM. Erreur fondamentale

  13. Effectivement, pourquoi mettre la charrue devant les boeufs ? Qui a encore soufflé cette idée peu lumineuse, et dans quel but ?

    Mais pendant qu’on y est, le poste de 1er ministre dépendra d’une part de la composition de la future assemblée, mais à vol d’oiseau, il me semble qu’Ambatondrazaka est beaucoup plus près de la mer qu’Antaninarivo !

    Toutes ces histoires de quota, président côtier et premier ministre issu des hauts plateaux, ets…., doivent être abolies et rayées de la VRAIE CONSTITUTION !!!

  14. Délire de zanô dans Tananews :

    http://www.tananews.com/asides/dia-ho-sahy-nandigana-io-toerana-io-ve-ireto-olona-ireto-teo-aloha-teo/

    « Ces personnes ont-elles osé pénétrer dans cet endroit (le Coliseum qu’elles ont fortement critiqué ? », s’indigne jeannot ramambazafy ….

    Fa araky ny efa voalazan’ny rehetra, tahaky ny inona ity fanenjehana an’ny Filoha Ravalomanana, kanefa izao mirehareha ery, mitaingina ny fiara 4×4 nafarany, mandeha amin’ny arabe namboariny,….., manao kaonferanasa eny Ivato ao anaty trano namboariny !!
    tsy ho voatanisa eto daholo !

    Fa rahatoa ka io no mampalahelo anareo foza tsy misy ati-doha, fa asa tain’alika angamba no ao anatiny, dia ho hitan’ny vahoaka ny zavatra tsara hanaovana an’io indray andro any !

    Izahay tsy handrava, fa ho asianay tafo sy varavaram-by be io, dia ho ataonay fonja manarapenitra ho anareo rehetra izay nanongam-panjakàna !

    Afaka mandihy sy mifaly tsara ao anatiny ao, ianareo mianakavy !!!

    Ho ataonay hafam-po amin’ny zavatra vitanareo tsara ianareo !

  15. Ho aiza////// tsy antoko avana aho tsy akory, tsy mampaninoa ahy ny teny hoe dada, fa hoe ny zanaky dada no teo antsonjombe no dia tsy mety loatra aminay; izahay dia mpanohana tanteraka an’i dada raha izay no tianao, raha tsy izany izahay tsy nankany; fa izao soratra hoe « naneho ny heriny ny zanak’i dada », miala tsiny fa toy izao no antsoina hoe « HAMANDRANANA »

    Sahala @ zany koa ity hoe i Neny no ho praiministra; misy lalàna ny zavatra rehetra, efa fantatra sahady hoe iza no nanome izany hevitra izany.

    Mba ajanony re ilay « Hamandranana » fa aleo mba ho tena matihana isika @ fanaovana politika e!! aoka ho tsy ny fo no hibaiko fa ny saina sy ny lalàna; tsy izay ve ilay hoe manaradalàna??????????

  16. Neny no PM, dia tojo ny filohan’ny Assemblée nationale, dia I Sarah presidente ny Senat,dia Ravalo no vice-president.. izao izy dia mety tsara ho an’i zanak’i dada

  17. Manohana an’i Dr Robinson daholo aloha no tokony ataon-tsika malagasy rehetra, dia mifidy azy amin’ny 25 octobre ê ! Fomba entina mamerina ny ara-dalàna voalohany izay !

    Avy eo mbola hisy ny legislatives !

    Mbola tsy maintsy mitolona atramin’ny farany, satria tsy kely lalana ny mpanao ratsy !

  18. @meme
    Ny fihetsem-po dia samy manana ny azy ny olona tsirairay avy (ranadahy sa rahavavy?) a!
    Heveriko fa nangidy, mangidy amin’ireo vahoaka ny nanjo nandritry izay taona efa ho 5 dimy izay!
    Hatramin’ny fitaka nataon’ireto lazaina ho firaisam-be iraisam-pirenena izay tena niangatra dia niangatra hatramin’izao.
    Mangidy amin’ny vahoaka fa hatramin’ny zò maha malagasy aza dia nohitsakitsahin’izay te hanitsaka: na ny malagasy nanapotika ity firenen-tsika ity, na ny vahiny (tsy dia fankalahana vahiny fahatany velively akory no ilazako izany!)

    Koa hoy aho aminao hoe: Aza dia atao mahasorena re raha misy miteny zanak’idada zanak’idada e!
    Asa ianao? fa izaho dia nahatsiaro nangirifiry, naratra ao am-po mafy, eo anatrehan’ny fahaloavana sy faharatsiana ary ny fahaoriana niantra aman’aina sy ny

    Tsy nisy na misy tombony manokana, na lavitra na akaiky velivelively ho ahy matoa aho miteny izany!

    Fa ny ambarako ho tombony ho ahy dia azoko lazaina fa mba nivelatra niaina tsaratsara kokoa ny malagasy nandritry ny fitondran’i Dada, no sady nanome fahavitrihina ny maro any ambany volo rehetra any.

    Asa raha mba mety ho azonao ny fihetseham-po maha tonga ny sasany miteny toy izany!!

    Tsy aleokoa ve miteny hoe zana’idada? 😉 Toa izay zanak’adala!! 🙁

  19. Tsy hoe miaro an’i meme ny tenako ry Neninoro, fa ilay hoe Zanak’i Dada no maha « sadaikatra ny tenany » â !
    Tsy hanome tsiny azy aho, satria ny Zanak’i Dada efa lasa antoko, kanefa nisy antoko hafa tonga nanotrona teny ary anisan’izany ny Avana. Eo koa ireo fikambanana samihafa toy ny GTT Madagasikara, ary tsy adino ny olon-tsotra rehetra mpanohana ny ara-dalàna, izay tena leo sy mitaky ny zavatra very rehetra nandritr’izay dimy taona lazainao izay !

    Ka hoy aho : Maninona moa raha atao fotsiny hoe vahoaka malagasy mitaky ny ara-dalàna no hifidy an’i Dr Robinson, izay tohanan’ny Filoha Ravalomanana sy ny Fierehana mitondra ny anarany ?

    Efa maty hasina ity hoe manara-penitra, dia ny antsika atao hoe ara-dalàna sy manara-dalàna daholo ?
    – Fiainana ara-dalàna
    – Miaramila manara-dalàna
    – Mpitandro filaminana manara-dalàna
    – Hôpitaly manara-dalàna ( fa tsy voatery mivy fanafody sns, ary manome vola dokotera ) izay vao mahazo fitsaboana
    – Mpiasam-panjakàna manara-dalàna, fa tsy mpanao risoriso sy mpambotry ny vahoaka madinika
    – Ets……

    Izany rehetra izany no mba ato an-dohako, ary ho henjana dia henjana ny famerenana an’ity fisainana nibiloka ! Anjaran-tsika rehetra no manao izay azon-tsika atao mba hahatongavana amin’izany, fa tsy vitan’Ingahy Robinson sy ny Filoha Ravalomanana irery izany !

    Nahavita ratsy lavitra noho i Ratsiraka ireto jiolahy ireto, any ka tena potika ny toe-tsain’ny malagasy sasan-tsasany, satria ilay « fitiavantenan-dry zareo mahazaka manao ratsy » !

    Zanak’i Dada aloha tsaratsara kokoa noho ny hoe zana-domelina ê ! Mdr !!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *