3 pensées sur “TONGAVA MARO AMIN’NY FARADOBOKA”

  1. HEREZO NY DIA !

    aLATSINAINY…’RAY !FIOMANANA
    aTALATA…ROA !… MAKABAHANA
    aLAROBIA…TELO…! DIA LASA

    Mitomania ! Mifalia ary Mandihiza
    Aza Matahotra Ianao n’iza n’iza
    Te hiseho ho jiolahy mbola te hitanila
    Koa hampidiro an-tsehatra hampianarina ny atao hoe MIVARALILA !
    Vita ny izay NY an-kandasitra , ary ea atomotra ny TENA IZY…
    Ka hatsaharo ny fanahin’ankizy ary tapitra teo ny ambozizy !
    Koa aza misy manao sihasisa ,aoka Isika hiara-dia , hiriaria
    Ka hidola an-kavanana ,hidola an-kavia ny ALAROBIA.

    NANDRASANA ELA BE.hiaona ny tia sy ny manina ka HEREZO NY DIA !

  2. « Ny fasana , fasana ihany
    fa ny foko dia fasana ihany koa
    hilevenan’ny fitiavako ny taniko
    Mandrakizay doria. »
    izany ka tena fitiavana matoa ianao nahita io tononkalo io ry Mbola.
    mampahatsiahy ny fahiny t@ fahatanorana mantsy io tononkalo io.
    Rehefa tia koa hono dia mahafoy sns ho an’ny Tanindrazana daholo izany ka tsisy bedy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *