11 pensées sur “ANDIAN-TSARY FANOMBOHANA NY PROPAGANDY”

  1. Izy no RaFélix aminy, izay mbola vonona hono hampisehon’ny fahaizany ! Ary nankaiza i « Armony » ???

    Mandehana miazakazaka any amin’ny CENIT RaZaka, sao dia tsy ho lany amin’apa !
    Lazain-dry dry zareo fa mpitendry Harmonia indray ianareo, sa « iza » no nandiso ity anarana ? Arinosy ny anarako hoe fa tsy Armony izany !

    Hi hi hi !

    http://mydago.com/wp-content/uploads/2013/11/OUVERTURE-CAMPAGNE-à-TANANARIVE-29-10-2013-37.jpg

  2. hay ve io i Ra-félix?

    _____

    VAOVAO LEHIBE tokoa:

    [Flash Info 30-11-2013::10:00

    L’équipe Gtt-Madà a commencé la mise en place des délégués dans les régions Bongolava (Tsiroanomndidy, Fenoarivobe), Atsinanana (Antanambao, Vatomandry etc..) les autres régions suivent…]

    fanontaniana manitikitika:
    misy havan’ireo ve any manohana, sa miantoka tena, sa mandray anjara ny fokonolona
    eo @ famatsiana sakafo ho azy ireo?

    sô io ilay nanaovan’ny gtt tsipaipaika? MANKASITRAKA maka responsabilité GOAVANA!!

  3. Sallyy ny akama ato an!!antsika ny tanana e!!
    Andihizantsika mihintsy!!mankasitraka ireo Mpikarakara .
    Homba antsika Andriamanitra! tsy maintsy mandresy ny tolona.

  4. Tena misy mandihy sy miazakazaka mihintsy ! Mampifintina ny fitinesy !
    Tandremo ihany koa anefa, fa ny zumba mety mahalasa zombie rahatoa ka tsy mahataty rythme !

    Ingahy RaZaka kandidà, fa aiza ny tiserita ? Sa dia efa niomana ny tsy ho lany ?
     » Aiza ry ambanilanitra, efa io ny Me Hanitra, izy ilay kandida solombavambahoaka Favori ety amin’ny boriborintany I ».

    Ingahy RaZaka izay nahavita be teny tamin’izany androny, dia tsy favori intsony na dia nirotsaka aza ? Fa dia inona no fahotàna na zavatra ratsy nataonareo teny r’Ingahy ?

    Toa lasa haingon-dalana fotsiny sisa ity ianareo, miaraka amin’ity kasikety ?

    http://mydago.com/wp-content/uploads/2013/11/Me-HANITRA-23.jpg

  5. Misaotra an’ny GTT Mada amin’ny fandraisana an-tanana ny delegue fa izay no tena lesoka teo ,
    tena asa fa tsy kabary, misaotra Tompoko.

  6. Fa hono hoy aho ry zareo , aiza ny foiben’izany GTT MADA izany???
    Ny birao no tiako ho fantatra, aleo hono tara toy izay………

  7. Raha manontany an’i Neny ao Faravohitra ianao, dia omeny anao ny valiny !
    Mihidina atsy ambany kely atsy hoy izy ; 1 kilaometatra fotsiny dia ho tonga ao amin-dry zareo ianao !

    Raha te hiaona amin’ny gtt koa, dia afaka mihaona amin-dry zareo ao amin’ny Magro ; fa…..tena miasa eny an-tsaha daholo ry zareo izao, ka mety tsy ho hitanao ao daholo !

    http://www.newsmada.com/index.php/actualites-29264-gtt-madagascar–nahazo-foibe-eto-antananarivo#.Up9fhifWye4

  8. Tsy izaho lesy fa ……..tsy lazaina eto kosa e!aiza ary no ahatongavako any lesy?
    Dė mba miangatra rangah izany!Ok aleo fa ho hanontaniako ny any an-toerana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *