EFA FENO NY FEPETRA MAMPODY AN’I DADA

neny sy mangalazaNanatanteraka fivoriam-be tetsy amin’ny foibe toerana misy ny Avana Ambohimiandra ny fianakaviamben’ny mpanohana ny kandidà Robinson Jean-Louis androany. Notarihan’ny dokotera Robinson, ny talen’ny fampielezan-kevitra vaovao Mangalaza Eugène sy Razaka Elysé, nahitana ny filohan’ny kongresin’ny tetezamita,  ny ministra avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana, ny filoha lefitry ny filankevitra ambonin’ny tetezamita,  mpitarika antoko isan-tokony, sy ireo etamazoro Politika isan-karazany.Tsikaritra tao ihany koa ireo mpanao politika sasany izay tsy nandray anjara tamin’ny fihodinana voalohany  toa an’i senatera Naika Eliane, Odette Rahaingosoa, lehiben’ny faritra vitsivitsy tamin’ny fotoanandron’i Dada.. Tsy nisy nipika ny dinika tamin’izany  fa ny azo antoka dia ny fijerena ny paikady hiatrehana ny fifidianana fihodinana  faharoa no fototry ny dinika tao. Tsy misy atahorana ny hahalany ny kandidà Robinson Jean-Louis ho filoham-pirenena, ary hiasa mafy ho amin’ny fampandaniana azy izahay hoy ny Praiministra Mangalaza Eugène raha tafaresaka fohy taminay. Efa feno ny fepetra mampody an’i Dada araka izany fa ny fotoana sisa no andrasana.

20 réflexions sur « EFA FENO NY FEPETRA MAMPODY AN’I DADA »

  1. Mahafinaritra sy mahavelom-panantenana ny firaisan-kina @ izao second tour izao efa hita ny lesoka t@ ny voalohany ary ny any @ ny faritra no hilaina fikarakarana haingana aoka anafa tsy ho hadino fa hiady mafy ireo foza mba hijanonany @ ny ity fitondrana nangalarina ka tsy maintsy misokatra sy mandray ireo tia tanindrazana rehetra ny Dr Robinson mba halalaka sy ho mazava tsara ny Fandresena.

  2. De rovina hono???sao dia hatao sarika am-pandriana toy ny t@ Neny indray an???
    atao kisokosoko any ???Madagasikara iray manontolo no mila mitsena an’i dada,
    ary ho fahatsiarovana mandrakizay ho an’i zao tontolo izao izany.
    Tsy tokony hisy hatahorana fa isika anie Gasy e!!raha mipetraka tsara ny foza ,ka mahay mipitika ny DINTA
    rehefa avy nitsetsitra rà ka MISY FANDAVAN-TENA dia tsy adala ny vahoaka na i DADA.
    Ingahy Robinson efa nilaza fa « andao hiaraka hanarina ity tanindrazana » ,aoka mba samy handà tena fa ny
    tanindrazana tokoa no ho VONJENA.
    Izay vitanareo any , anareo ny anareo ry FOZA , MIBEBÁ dia aza manonta intsony, mahaiza mahalala onona.
    HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA!!!HO TONGA ILAY FAMONJENA MANDRAKIZAY!!!AMPY IZAY!!!

  3. Za koa dia mankasitraka ny nifidianan’i dada an’i Ramangalaza .E
    ireto TANARIVO RETO MANTSY TSY AZO AHATOKISANA FA tssss
    Tsy mena mivadika DAHOLO sady MPISOLELAKA NO BETSAKA, ramasa-bomanga.
    Za koa tanarivo tompoko fa izany no marina ary efa MPISEHO MATETIKA loatra ilay izy.
    Miala tsiny za raha manohina ilay ambom-po kely hihihiiiiii Za mahitsy an!!!amiko rehefa
    vandana de kary.
    Ary mba aiza ary ilay akama iray izay e???i Ratsimilao ???nanaraka an’i Ramatoa NAIKA
    koa angaha ???efa niverina anie izy e!!miverena @’izay e!!efa izy io!!io Dokotera hitsabo .

  4. ASA RAHA RENAREO TAMINY VAOVAO FA NA I BRESIL AZA NITENY FA RAHA VAO TSY TAFIAKATRA NY FRANTAY DIA TSY LASA NY COUPE DU MONDE.MILAZA ZAVATRA DAHOLO IZANY ZAVATRA IZANY.MIDITRA AMINY TENA RESAKA AMINIZAY IZAHO, FA MANINONA NO TONGA DIA NAHAZO CARTON ROUGE NY UKRENIANA ARY KOA AHOANA ILAY HORS-JEU MAZAVA BE INY. TONGA DIA NEKENY NY MPITSARA? MIDIKA IZANY FA ATAO IZAY HIAKARANY NY FRANTAY AMINY ZAVATRA REHETRA.KA HO ANTSIKA REHETRA ATY DAGO IZAY MIFIDY AMINY 2 EME TOUR AMINY 20 DECEMBRE 2013 HO AVY IZAO DIA TANDREMO FA AO AMBADIKA AO NY FRANTAY MIARAKA AMINY MANGERY JAONARIPANANINA, ARY IZAHO MPANORATRA DIA TSY MATAHOTRA AN’ IZA AN’IZA MIHITSY NA INONA IO NA INONA .NY AHY REHEFA TSY MANAO NY MARINA DIA TSY EKEKO MIHITSY.KA HO ANTSIKA REHETRA IZAY MISOLELAKA VAZAHA DIA TANDREMO FA ATAONY MIHINANA NY ANGANONY HIANAO IO? FA IZAHO INDRAY TSY AZONY AMINIZANY, FA IZY INDRAY NO ATAOKO MIHINANA NY ANGANONY.

    LES FRANCAIS, CE SONT DES HYPPOCRITES SANS LENDEMAIN
    MAIS LES MALAGASY, JE NE DIRAI PLUS MALGACHES, SONT DES ETRES HUMAINS

    CROYEZ VOUS QUE LES FRANCAIS VOUS AIMENT

    DEVANT VOUS, ILS VOUS DISENT, ALORS CA VA, VOUS ETES SYMPA, AU CONTRAIRE, ILS VOUS DETESTENT, ILS VOUS DONNENT UN BEBE, CE SONT EUX QUI ONT BRULE LE PALAIS DE LA REINE.

    MAINTENANT, QU’EST CE QUI SE PASSE EN FRANCE
    MAIZINA, FOTSIFOTSY, MITARAINA DAHOLO EN SOUFFRANCE

    NY SASANY MOA AMINIZANY NIVIDY TRANO, NATAO TROSA
    TSY MATORY INTSONY, MIERITRERITRA FOANA, INONA NO ATAO HANALANA ITY FAHASAHIRANANA , ATAONY NY OLONA FOSA

    TSY MAMELY IZAHO AKORY, ARY KOA TSY MANANATRA
    FA NA IZAHO, NA NY VADIKO, NY ZANAKO , NY ZAFIKO, TSY WOE FILAMATRA
    DIA TSY HANAIKY VELIVELY HO RESINY NY VAZAHA
    MPANGALATRA, MPANDAINGA, MPAMONO, INGRAT

  5. …..lany mofo e!!!vazaha reraka ny Afrikana no mba atao tohatra hiakarana nefa
    miseho ho milay !!!aiza no tsy faizin’Andriamanitra fa tsy mety fay.
    Tsy izay aangalariny any no hangalariny fa ny ZO an’i Malagasy no hosihosena ???BE FIALONANA!!
    TSISY HAPOAKA MANTSY!!ZĖSTA sy BLA BLA no betsaka fa tssss 000000000 tsy fanahy tsy fahalalana,
    tsy ambony tsy ambany ohatry ny lohalik’ alika.MAHONENA!!!sady TRANON-DAINGA de avy koa ireto TANA
    mianatra ilay KOLIKOLY SY LAINGA2 noentin’ireo MPANJANAKA RENIKELY IREO.

  6. Rasamy, azo ovaina koa anie ny fomba fijery fa tsy dia atao anti-firantay primaire e!
    Na teo aza ny mety ho lesoka tamin’ny filalaovana na ny arbitrage na izay lazainao rehetra mety ho any ambadika tsy fantatra any. Ny fanontaniana apetrako dia ity:
    – Iza ireo mpilalao nampiditra ny baolina ?
    Amiko dia midika io fa tsy ny firantay no nahavotra ny firantay tamin’ity dingana fihodinana ity fa mbola ny afrikana ihany. Eo isika izao ka aza hadino. Izany hoe ny firantay tsy mankaiza raha tsy misy ny afrikana. Isika afrikana ve tonga saina amin’izay ?
    Mino aho fa isika efa tonga saina amin’izay daholo amin’izao fotoana izao ary efa tsy misy mathotra vazaha izany afatsy ireo mpivaro-tena sy mpamadika tanindrazana. Ny antony dia tsy afaka mahazo fitokisana avy amintsika malagasy intsony ireo mpivarotena sy mpamadika ireo ka raha avotsitry ny firantay ireo dia vita ny aminy. Izay no mahatonga an’ireo misolelaka foana.
    Sokafy malalaka kokoa ny fomba fijery dia ho hitanao fa manomboka mivadika ny rasa.

  7. La diplomatie française est trés puissante ,au moins en Afrique ,l’affronter de face n’est pas la bonne maniére.

  8. « Torio fitiavana hono ny fahavalo » e ! Izany indray izao no resaka mandeha, ka noho izany inona no ho ataon-tsika daoty ho an’ny foza ?

    Fitondram-panjakàna sa inona ?

    Miala tsiny, fa tsy mamokatra izany fomba fijery sy fiady izany !

  9. Ity phrase n’i Rasamy ity:

    « CE SONT EUX [Français] QUI ONT BRULE LE PALAIS DE LA REINE  » (en novembre 1995).

    Tiako hisarihina ny sain’ny Malagasy fa anisan’ny manoeuvre de déstabilisation classique azon’ny SERVICES SECRETS Frantsay natao, sy hatao ary fanaony ny mandoro zavatra « symbolique », hampitroatra ny vahoaka (adimpoko), anisan’izany ny fandoroana ny Rova t@ novambra 1995.

    Zafy Albert manko dia nalaza tsy tia foko Merinat t@ fotoana nitondrany firenena; ka rehefa may ny Rova dia natao « bouc émissaire » izy.Amiko manokana anefa dia tsy possible mihitsy Zafyahavita an’izany na ovian na oviana, na hoe Malagasy salama saina, raha tsy olona marary saina.

    Mazava ho azy ny tanjona nandoroana ny Rova dia tanjon’ny Frantsay ihany

    -HAMPIADIANA FOKO : Merina Vs Côtiers

    -HANALA NY PRESIDENT ZAFY ALBERT, izay lasa halan’ny Antananarivo tokoa hatr@ iny,

    -HAMPIDITRA MORA AN’I DEBA via élections, handresy an’i Zafy, satria Zafy dia TSY VOAVIDIN’NY FRANTSAY.

    Raha manana minimum de culture momba ny Françafrique ny mponin’Antananarivo,tsy nanendrikendrika an’i Zafy Albert t@ 1995, ary tsy nifidy an-dRajoelina t@ 2007 (fôpla daholo ireny prix de ejune entrepreneur omena azy ireny)ary indrindra indrindra tsy nanotrona andRajoelina teny Ambohijatovo ny 14 janvier 2009.

    Misy efa nisy nilaza ny mpomba an-dRa8 hoe « aza miditra @ izany manohana an’i TGVizany fa POLITIKA AVOLENTA IO », fa eheee! Mafy loha, donto, égoïstes et INCULTES ilay atao hoe « élites Malagasy ».

  10. Rehefa misy hetsika ohatran’izao avy @ ankolafy ravalomanana dia tena mahavelompanantenana satria hita t@ fihodinana voalohany ny halabato goavana izay nataon’ny avy @ HAT. Ka tena tokony ho mailo tsara mintsy na @ bulletin zay ho imprimé avy any afrika ireny aza.
    Dia ahoana moa izany ny fandehan’ny fifidianana député io, raha maro an’isa ihany ny député avy @ hat dia hitombona tsara ny fomba fiasan’i JLR

  11. ZAVA-BITAN’NY FRANTSAY MANIPULATION D’OPINION, MANIPULATION DE FOULE:

    Tsiay: ny équivalents Tutsi & Hutu de Rajoelina & Ravalomanana rwandais dia efa NIFANDRAY tanana, niray avion, handeha hanao signature t@ 1994.

    Bref, en bonne voie ny fampihavanam-pirenena tao Rwanda t@ 1994, no indro nisy LANCE ROCKET NITIFITRA avy tany anaty camp militaire sous contrôle Hutus, ces derniers étant ENTRAINES PAR LES MILITAIRES FRANCAIS DES MOIS AUPARAVANT aux techniques d’armes blanches – machettes, haches – causant des blessures plus impressionnantes que celles causées par les armes à feu (NB les corps mutilés sont laissés exprès sur les voies, ça fait partie de cette technique militaire française inventée en Indochine, appliquée au Rwanda)et les routes pour terroriser la population

    C’est la PHASE PREPARATOIRE des milices hutus au génocide des Tutsis par un régiment para de Français aux techniques de combats de rue inventées lors de la guerre d’Indochine.

    [Les Tutsis sont détestés des Français car plus indépendantistes, instruits etc et peu manipulables].

    Tratran’ny lance rocket ny avion nitondra an’i « Rajoelina-Ravalomanana rwandais » t@ 1994, dia izay no niatombohan’ny génocide.

    Ny miaramila frantsay mody manao évacuation vazaha, no manotrona milisy Hutus, manao sivana izay Tutsis eny an-dalana; manakana fiara, minibus sns…misava papiers miaraka @ milisy Hutus, dia alefa vonoina ny Tutsis.

    C’EST LA PHASE ACTIVE DU GENOCIDE auquel des « paras » français ont activement participé de A à Z.

    Ny président rwandais ankehitriny izao dia noendrikendrenhin’ny Frantsay foana hatrizay hoe ni participer t@ génocide.

    C’EST LA PHASE DE GUERRE DE COMMUNICATION POUR BROUILLER LES PISTES ET L’OPINION PUBLIQUE FRANCAISE qui ne va pas supporter l’idée que les Français, le gouvernement français plus exactement, est entièrement responsable du génocide rwandais de 1994

    Valiny: tapaka 3 taona ny relations diplomatiques Rwanda sy France.

    Ankehitriny izao vao mihaily ny média frantsay hoe diso ny rapport ny JUGE BRUYGUERE, nilaza hoe ny Tutsis ny nitifitra ilay avion nitondra ilay chef Tutsi sy chef Hutu.

    Tongava saina ry Malagasy @ manipulation AVO LENTA ataon’ity firenena iray ity.Mba makà onona aloha vao manaonao foan sy MANONGAM-PANJAKANA.

    Aza mety hampiadiana izany ny foko Merina Vs Côtiers sy ny mpivavaka protestants Vs catholiques fa manipulations daholo izany.

  12. Tiako be Mamy!!!TENA IZANY MIHINTSY !!!tena MARINA 100% sady
    MAMPIHERITRERITRA NY VOALAZANAO.
    Izaho koa dia anisany miaro an’i Dadabe Zafy hatr@ farany satria olona MADIO TANANA izy
    sady TSY VOAVIDY NO TSY MIVIDY ka izay no tsy hitiavan’ny sasany azy fa tsy MAHATOLOTOLOTRA
    inona koa moa no hatolony eo ,  » za aza mba fotsy hoy Masina Maria « ????
    Ry malagasy kely saina tery loha isany ô! mba JEREO ALAVITRA IHANY fa ny an’i Frantsay dia ny tombon-
    tsoany anie no tadiaviny ka  » izay vidiny eo dia kaontiny e ! » izy angaha miasa loha ???olona SADIKA raha izay
    FRANTSY , tsy maintsy ao @ tanana ao ihany no hiafarana ary TSY MISY FIRENENA TSARA OHATRA an’izany
    MADAGASIKARA izany raha eto an-tany.

  13. Aoka isika tsy ho diso fahavalo fa raha miady amin’ny malagasy isika dia toy ny firantay izay.
    Raha firantay ianao dia iadivo ny mpiray tanindrazana aminao. Raha malagasy ianao dia avoty ny taninao.
    Mitohy ny tolona

  14. Tsisy miady intsony eo ry Izy a!!Malagasy iray izao hiara-handaka an’i FERY VAO2.
    Efa mazava ireo voalaza ireo fa tokony ho tonga saina ireo izay ataon’ireo frantsay fitaovana.

  15. Mampieritreritra be ahy ity hoe « Raha lany JLR dia mody Ravalomanana Marc ; raha lany HV dia tsy tafody izy ». Ao anaty feuille de route anefa milaza hoe tsy maintsy mody izy, ary efa nandefitra izy hoe hody ao aorian’ny fifidianana.

    Mazava ho azy fa ny HV dia tsy hampody azy raha lany eo (@ hala-bato mahatsiravina izay hitarika crise).

    Aoka ilay Malagasy tsy hi jamban’ny fankahalana an-dRavalomanan satria matoa ra8 nanolotra an’i JLR, dia satria olona TSY MPIVADIKA @ teniny izy, madio fitantana ary tsy nisy heloka na dia iray aza. Tsy hivadika @ dra8 JLR, fa tsy hivadika @ mpifidy azy ihany koa, efa toetra ao à io rangahy io izany, @ izay nanaraka ny fomba fiasany tao @ ministera.

    Chance be hoan’ny malagasy izany faa tsy fanatisme be fahatany @ Ra8 araky ny filazan’ny foza.

    -Candidat toa an’i HV, tsy manaraka feuille de route no manantena ahazo vola hanaovana lycées, lalana sy écoles ary fiverenan’ny AGOA araky ny lazainy ?

    -Candidat HV, manao racket ny multinationale Sherrit ve no manantena investisseurs vaovao eto Madagasikara ?

    -Candidat andRajoelina nanidy média efa ho 80 ve no misy démocratie sa tsy fantatry ny médias malgasy ny conditions nahazahoan’i Ravalomanana ny AGOA &MCC/MCA ?

    -Mba fantar’ireo olon’ny HAT ireo ve ny conditions nahazahoan’i Ravalomanana izany hoe financement ny MCA, Congrès US izany (16 pays en concurrence, jeren’ny Parlementaires amerikanina rehetra à la loupe ny gestion sy ny bonne gouvernance) ?

    -Candidat HV lazain’ny namany « maka vola @ JIRAMA, MAKA voaln’ny BNI » ve no ahazo financement @ lalana ? Na azon’izany rangahy izany aza ny vola, tsy hisy zavatra ho vitae to M/car.

    -Vao premier tour ny fifidianana dia efa ireny no nanaovany ny NAMANY mpiara-dia aminy, olona toy izany ve no omena vola sy fitondràna ?Inona izay FRAM, SEMPAMA sy voaln’ny SEFO FKT @Hhery Rajaonarimampianina ? Ataony indray mirapaka !Ny capsat sy ny généraux mitana basy sy mpanafika trano foana no ho voky .

    Mbola tsy président aza izy dia efa ireny MIETRAKETRAKA ireny ny vady amanjanan’ity HV ity ‘ »appelez-moi première dame »). Tsy vitan’ny détestable fa mampatahotra raha tojo an’ireny ny mba tany na trano kely hananan’ny tena, hoa hanao akory e ?

  16. Rehefa ambony be toa ireny ny taux de participation, na truquée aza ny pourcentage, hita hoe nilahatra be na taiza na taiza t@ biraompifidianana eto M/car, dia kely ny finoako @ ilay hoe hiady ilay Malagasy, satria leo gidraka sy fandrobana.

    Taux de participation ambony midika hoe élections ihany no vahaolana fa tsy hanajanona an’io processus io,raha izay no eritreritr’i TGV sy ny namany.

    Ny hany azon’ny HAT atao dia ireny tifitra variraraka @ bureau de vote na tifitra candidat député ireny.Fomba (dissuasion) tsy handehanan’ny vahoaka hifidy daholo anefa ireny, fa tsy handaitra.Guerre psychologique qui ne donnera pas les résulats escomptés: « c’est la montagne qui accouche d’une souris » dit l’adage populaire càd, beaucoup de bruit pour rien

  17. I Dada efa narian’ny lahy matoany ara-paolitika, hatry ny ela ! « Paris cide » manara-penitra, any ka gaga atramin’ny menasofina izay nandre ny « hetahetany » !
    Be sitram-po loatra ilay « nga matoa » misavoritaka ny ao an-trano ! !

  18. Ranavalona ….

    tsy miangatra ê !

    Resaka efa mazava iny , ka aleo mody adala……….

    Mandeha hoazy iny…..Tsy hilaina mitabataba…

    « number one » dia « number one » hiany éééééééé!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *