Filoha Ravalomanana Marc : “mampiomana anareo aho fa mbola tsy vita hatreo akory ny tolona “

dada copie

dada copieNitohy toy ny mahazatra ny hetsika ataon’ny mpomba ny Ankolafy Ravalomanana tetsy Behoririka. Niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana androany Sabotsy 16 Novambra 2013 ny filoha Ravalomanana Marc. Nizara telo ny lahateny nataony.
Voalohany dia nisaotra an’Andriamanitra ny filoha Ravalomanana fa tafiditra soamantsara hifaninana amin’ny fihodinana faharoa ny kandidà natolony.
Faharoa, dia nisaotra ny vahoakan’ny Magro mpitolona nandritra ny efataona sy tapany izay koa ny tenany. « Tsy mitsangamenatra isika nadritra izay » hoy izy. Tsy adinony ihany koa ny nisaotra ny mpifidy Malagasy nandatsa-bato ho an’ny dokotera Robinson Jean-Louis. « Vahoaka hendry ny vahoaka Malagasy » hoy izy.
Fahatelo dia nampiomana ny vahoaka Malagasy ny filoha Ravalomanana : « mampiomanana anareo aho fa tsy vita hatreo akory ny tolona, tsy maintsy hiatrika ny fihodinana faharoa isika, fantantsika fa nisy ny halabato, nisy ny fampiasana ny volam-bahoaka sy fitaovam-panjakana nataon’ny sasany. Androany anefa dia mbola nametraka fitoriana fa ho disqualifier-na indray ny kandidantsika. Olona mangina ny Malagsy. Na dia nahatratra 30 isanjato aza isika no nidina 21 isanjato dia nanaiky ihany. Vahoaka Hendry ny Malagasy, tsy mandaitra aminy ny fihantsiana.
Mampiomana anareo ihany koa aho tsy hizarazara sy mifanaratsy, mifanebaka imasom-bahoaka. Fantatro daholo ny zavatra mitranga rehetra any.Manana olona Hendry aho. Maheno aho fa misy ny indro kely. Tandremo entanim-po ka mifanaratsy. Ny fodian’I Dada no tanjona fa tsy izay depioté.
Nilaza ihany koa ny filoha fa tsy atao tompon-trano mihono ny vahoakan’ny Magro. Ambarako aminareo etoana fa I Mangalaza Eugene no atao talén’ny fampielezan-kevitra.Matoa aho nandray izany fanapahankevitra izany dia efa voalanjalanja izany.Maro ny olona nidera izany fanapahankevitra izany.Tsy manilikilika ny avy amin’ny faritra aho. Raha nanilika ny faritra aho tsy nanao ny lalana manerana ny Nosy. Mikasika ny fanendrena ireo kandidà solombavambahoaka dia izay voatendrin’ny movansy Ravalomanana dia tsy maintsy iny no lanianatsika hoy izy, tsy maintsy atao ny fampandaniana ny kandidàn’ny movansy Ravalomanan sy ny antoko zanak’I Dada. Farany dia nilaza ny filoha fa tsy maintsy hatao izay hampody an’I Dada fa hiova daholo ny zavatra tsy mety rehetra rehefa tonga any aho hoy izy.

48 pensées sur “Filoha Ravalomanana Marc : “mampiomana anareo aho fa mbola tsy vita hatreo akory ny tolona “”

  1. Fanamarihana mikasika ny sary: rehefa manao photomontage dia kendreo mba hifandrindra ny aolka sy ny paysage fa manjary somary tsy mazava ny hevitra lazaina.

    Marina ny lazain’ny filoha, tsy tokony isika samy isika no hifanaratsy, havendranana ny manao izany. Zavatra efa karakarain’ny foza ny momba izany ka tsy mila fanampiana avy amintsika mihitsy ireo amin’ny fanaratsiana olona.
    Ny zava-dehibe dia ny hahatontosa ny fifidianana mba tsy hisian’ireo fangalaram-bato haharesy ny tolona. 30% mahery no azo teo nefa marina ny lazain’ny filoha fa nampidinina ho 21% izany. Raha manao 80% indray isika amin’ity dia tsy hisy sahy hampidina an’io eo. Raha tsy hoe angaha te halefa eny amin’ny plagen’i Nosy be ny sasany hatono homena ny antsantsa.
    Samia velon’aina fa mazana be ny savony sy ny hoditr’akondro atsipin’ny tsy manampanahy amin’izao fotoana izao.
    Mailo ary mila mitandrina isika nefa tokony hibanjina tanteraka ny tanjona tratrarina: ny fiverenan’ny ara-dalana izay midika koa ny fiverenan’i Dada.
    Mitohy ny tolona.

    http://www.gttsra.org

  2. N’inon’inona mitranga Jeso – mamelà ny fahotanay rehetra fa mbola ianao no mandidy sy manapaka eto amin’ity tany fanadalovana ity.

    Misaotra ny fisiany isika rehetra dia Jeso izany.

  3. Ity fiodinana faharoa ity tsy ho mora satria halatra sy olon-dratsy no hiatrehana ka raha mandeha an-kitsi-po sy mino izay lazain’ny foza ao dia tena ho faty izsika. Ny solo-tena isaiky ny biraom-pifidianana, ny fifidianana, ny fanarahamaaso tsy maintsy atao. izay mba afaka maka sary na oronan-tsary ireny biraom-pifidianana ireny dia aoka hanao izany. Alao sary ilay solaitra be misy ny valim-pifidiana. Ao koa ny fanadiadiana mikasika ireny biraom-pifidianana efa namboari’ny foza dieny mialoha ahafahana hangalatra. ary farany dia ny solosainan-ny CENI-T an; Be Katala dia tsy azo antoka ka mila jerena ny logiciel hampiasan-dry zareo.

  4. De gaga aho mahita an’i R8 mandray fanampahan-kevitra lehibe eo @ toeran’i JLR, tsy tiako le filazan’ny sasany tsy manana hazon-damosina i JLR fa ny ten marina de modian’i JLR mitapy nareo, nareo no hataony TOHATRA fiankarana (de tsy haiko iza no dondrona alou hatreto) fa sûre aho fa raha lany i JLR dia tsy avelan’i Frantsay hody eto izany i Dada, resaka tiana hatavy ny anareo, mou i JLR de maimbo2 Frantsay (ataovy ny fandihadiana ry gtt-france dia avohay eto @ site ity raha diso izany), wait and see.

    De toute façon oa ny olona nifidy ny MOUVANCE rajoelina 1ère tour tsy hifidy velively ny MOUVANCE r-8 aty @ 2e tour, de aza manonofy, n’inona n’inona consigne DE VOTE.

    Ny mampalahelo @ R-8 de : ny ekipany rehetra (Teto mada daholo) manaiky ny valim-pifidianana fa izy (izay tsy teto) no milaza fa nisy ny hala-bato, aona no hilazanao fa nahazo 30% mahery ny ianao ny 1ère tour nefa 40-50% ny PV ihany no azona, Fampiadiana izany, tsy mitombina izany, de zay nareo de mino nefa tsy manana POROFO, mampalahelo an, nefa ny zanak’i dada dia censé fa intellos daholo, nefa minam-bolony.

    Io ilay fuite en avant, satria raha resy @ 2e tour JlR dia hamboly korontana ny ekipan’i R8 satria efa omaniny amin’ny resaka hala-bato le mpomba azy, iretsy (le mpomba) koa mou tsy dia manana raisonnement firy (nefa censé oe nahita fianarana) fa de faly fahanana vomanga masiso de mihinana (averiko indray oe iza no dondrona).

    Mahereza ry namana (namana no hiantsoko anareo manomboka androany)

    De aza miteny ratsy mou e, manjary mapidina ny voninahitra an’i dadanareo nareo satri izany ve nampianarin’i Dada-nareo ? hihihi

  5. Miarahaba an’i namana rayon x. Misaotra betsaka amin’ny fanamarihana izay mitondra fijery hafa mikasika ny fomba fampijaliana ny malagasy.
    Raha misy hevitra hafa mafonja kokoa dia aza misalasala milaza izany fa tena ilaina mihitsy.
    Dia mbola mametraka ny fisaorana indray.

  6. Raha ny fahitako azy de niaraka nanimba (raha nanimba tokoa ny terme tinareo ampiasaina) satria niara-nitantana an’izao fitondrazana tetezamita izao, koa tsy misy afaka miala, raha nanan Honnêteté intellectuel (nefa nareo censé oe nahita fianarana) de niala tsy niray tsikombakomba fa de aleo mihinan-kely toy izay mandry fotsy, nefa efa trôp tard de miara mioty ny vokany e, aza manadio tena fa ny mpiara-tsara veletsihy izany, sa izany le fomba nampianaran’ny Ray aman-dreny, manomboka izao dec aza miteny izany fa mapme be nareo, raha misy de programa alefa de ho hita na hofidiana ianareo na tsia, mirary soa ho anareo kou e

  7. « Mikasika ny fanendrena ireo kandidà solombavambahoaka dia izay voatendrin’ny movansy Ravalomanana dia tsy maintsy iny no lanianatsika hoy izy, tsy maintsy atao ny fampandaniana ny kandidàn’ny movansy Ravalomanan sy ny antoko zanak’I Dada »

    Tsy fiaraha-miasa izao kozin’i dada izao, ary izy (dada) dia tsy mahalala afa-tsy izy, de i jlr ve de ho tratrany @ izao, tadididio fa frantsay ny ao ambadiky jlr, de ho hita eo izay fetsy, fa hita sahady alou aty amboalohany ny tsy firarahin’i R8 an’i JLR fa izay tiany ihany ny atao, averiny fa mpiasan-tranony ve JLR, wait and see ?

    Mahereza de samy ho velon’aina

  8. 1-NY MINO FOTSINY IHANY DIA TSY AMPY

    2-NY FISIAN NY AINO AMANJERY tanjaka ny mouvance dia LESOKA T@ TOLONA ATRAMIN NY 2009.

    3-NY BILAN NY FITONDRANA FOZA DIA TOKONY HAINY NY MPANENTANA TSIAJERY ,ARY HAFAFY ISAN ANDRO IZANY :
    TOA NY TSY FANDRIAMPALEMENA , NY FAHANTRANA NIRONGATRA ,NY NAHAJIFA NY VOLAMPAJAKANA SY NY TSY FANTOKISAN NY bailleurs de Fond s Ny foza ,
    ny financement hantenain ny foza izay tsy hita tao anaty ny dimy taona izay ,no hampanatenain’ny vahoaka @ manaraka.
    4-TSY HITSISY TENY @ TSY FAHOMBIAZZAN NY FOZA TEO @ FITATANANA ATR@IZAO.

    ary tokony hieritreritra ny rehetra sao Dia manana ny Marina I Rajoelina hoe @ kajy tsotsotra @ repport de Voix dia hahazo 51 pour cent ny candidathany.

  9. Ha ha ha ha, mapme enao ry michel @ le oe NY BILAN NY FITONDRANA FOZA : nefa de niara nitondra kou tsy hanalabaraka tena ve izany le, samy nanao ze saimpatany t@ le gouvernement d’union national de samy nangalatra daholo,
    Aza miditra @ izany oa fa programa ampiadiana de anjaran’ny olona no misafidy fa aza manari-vatana @ io fika io fa tsy poinse io

  10. Mahasalama ny mihome!gouvernement d’union nationale ,iza ny ministry ny finance ? Nahatoky zy ve ny mpamatsy vola? Faillite ny fanjakana malagasy @ izao fotoana izao iza no tomponandraikitra?
    Iza no nibodo ny ministera clef na terme Rajoelina dia ny « ny ministere de souveraineté » ,ny tian lazaina ny ministéres clés no azy .
    Ny bilan transition dia ny mapnogampanjakana tarihin ny Rajoelina no tomponandraikitra tanteraka ,
    NY MINISTERE défense ,intérieur ,dia Rajoelina sy ny mpanogana KA NY BILAN ny insécurité dia Irajoelina sy ny mpanogana toa ny gemgam tomponandraikitra tanteraka ,ary Rajoanarimampianina niaraka nipetsapetsa t@ nandritran ny dimy taona izao .

  11. michel, nandia fianarana ve ianao. Izahay mantsy tsy nandia fianarana toy ny rayon x, mahita na dia any anaty akanjo. Noho izany dia efa hitany avy aty ivelany fa ny mouvansy Ra8 no nanapotika ny tanindrazana. Averina koa aminao michel fa ho antsika tsy nandia fianarana firy dia tsy maintsy baikon’i Ra8 isika satria vendrana loatra. Ka raha tsy miteny mafy izy dia tsy hisy mihaino.
    Ho an’ny nandia fianarana toa an’i Andry sy ny tariny dia miazaka ny hahatonga ny firenena ho voalohany amin’ny zavatra rehetra no kendreny.
    Noho izany dia efa volohany i Madagasikara amin’izao fotoana izao amin’ny:
    – fahantrana, ny Somalie mbola nihoarantsika
    – faharavan’ny fanabezana rehetra
    – fandrobana ireo harena ankibon’ny tany zaraina amin’izay mena sofina manome vola kelu
    – fanimbana tanteraka ireo harena tsy misy afa tsy eto anteoerana toy ny bois de rose…
    – fanakatonana sy fampidirana banqueroute ireo orin’asa rehetra niroborobo toy ny Tiko, Jirama, Madarail, Air Masagascar…
    – fanaovana kolikoly
    – fanidiana izay haino amanjery mety miteniteny foana
    -….
    Be ireo azo tanisaina ho fandrosoana azo tapaintanana eto amintsika amin’izao fotoana izao. Tsy misy tokony hanovana an’ireo fandrosoana mihoampampana ireo. I Ratsiraka aza 25 taona vao nahavita izany fandrosoana izany. I Andry tao anatin’ny 5 taona monja dia vitany ny naton’i Ratsiraka tao anatin’ny 25 taona. Raha olona tsy nandia fianarana tsy mahavita ireo fandrosoana noraisina tamin’ny tolom-bahoaka ireo.
    Isaorantsika noho izany ireo fahendrana asahon’ny rayon x momba ny tokony hanohizana ny vokatra rehetra azo avy amin’ny tolona satria efa tsara io fitondrana miaraka io. Ary tena marina ny lazainy fa tsy mety mihitsy izao amboletra ataon’ny filoha izao. Tsy ampy mihitsy ny finoan’ny filoha matoa izy miteny masiaka toy izany. Iny Rangahy iny rahateo tsy nandia fianarana izany fa ny mivarotra ronono no mba hainy. Aiza no hisy firenena entin’ny mpivarodronono. Aleo filoha mba mahay mandihy sy mampiasa DJ.

  12. Tsy hampianatra aho fa ito ny definition mikasika ny gouvernement union national http://fr.wikipedia.org/wiki/Gouvernement_d%27unit%C3%A9_nationale koa tsy afaka miala fa samy tompon’andraikitra, na ny fahantrana, ary indrindra mou fany fangalarana ka za manadio tena fa tsy pôinse, nanin anefa no tsy niala e, fa mba samy mangalatra io kou io kou, de tsy misy mahazo miala fa samy tompon’andraikitra, mikasika ny sécurité indray de tsy vao izao no misy io fa rehefa voizina io izao ny vokany, ny tarehimarila any amerika ohatra dia isaky 1 segondra dia misy crime izay lavitra dia lavitra ny eto Madagasilara, ny daholo indray mou dia hita fa foronina @ izao situation izao, ary raha tsy diso ny fitadidiko de nareo ny niaro ny daholo izay nanomo olona tany atsimo (indrindra fa i naika eliane) de aza miatsara-veletsihy oa fa nereo anie mapme be e, ny olona nahita fianarana ry « izy » de tsy entin’olona @ sangany @ io desiformation no entina fa tsy nisy mihintsy zvt nolazaina teto @ site site ka marina, fa de lainga daholo, raha mahery nareo de le programa oe voizina eto de hita eo na hifidy anareo izahay na tsia fa raha mbola fanevatevana olona sy fanompana olona no eto de efa fambanian-tsaina ny dikan’izany, ni plus ni moins.

    Ny mahagaga ahy de hatomboka amin’ny vavaka ilay ao amin’ny magro dia miafara @ fenevatevana olona, hita mihintsy fa tsy de misy dikany amin’nareo le vavaka, fa juste hiafenana sisa, ary tadidio fa mety oe tsy hitan’olona izany fa Andriamanitra tompoko de mahita an’izany, aza manadio tena fa samy nangalatra daholo.

    Tss, fa na inon na inon no ataonareo de le 900.000 voix teo ihany no azonareo @ 2e tour, mety hihena ary io, de aza mamorona oe nagala-bato ny ankilany fa resaka ny KANOSA izany. Miresaka KANOSA ihany isika, de eto @ site ity no hahitana izany, jeero sy vakio daholo anie ny lahatsoratra nosoratan’i Grand Solo Razafy eto e, de hianao no mahatsapa ilay tahotra ao anaty de lasa manao taim-bava, avohay le programa de ovay ilay toe-tsaina fa ambany di ambany tsy miendrika ho an’ny malagasy ny teo-tsaina mirefarefa @ tanny. Amen a

  13. mafana ny andro eto iarivo
    mirongatra ny adalàna
    miaka-pofona ny foza

    mila rano manala loto ary maha-cool
    control the feelings is a must!

    hahaha x-ray fôpla sefoSectaire

  14. Zaniii, io fa Tsy mahita ho lazaina ry « Hoaiza » de manompa sy manevateva le, tena tsy manana foto-kevitra ankaotra ny fanompana nareo an, tena nahay nampianatra alou i Dada e,
    Aiz le programa e, izany zao no tokony voizina fa tsy otran’io an’i hoaiza io.

    Raha te-haharesy nareo @ 2e tour de tsy misy afa-tsy fiaraha-miasa miaraka @ foza, nefa otrany kely finoana aho hoe hisy foza hiara-hiaza aminareo, ka aza manonofy atoandro hoa, fa ampiana 5 taona indray alou le Debanareo tsy mahazo mody, efa tsapany io, de voiziny le oe hala-bato, ny debanareo kou anie tsy kely lalana mihintsy e rehefa oe hamotika e,

    Pour info : Tsy any iarivo aho, mety tsy izaho izany no lasa adala nohon’ny hafanana fa ilay i Ho… ? Asa ?

  15. vu sur tananexs Présidentielle :
    « Jean Louis Robinson serait le chouchou des Français. »
    D’après la Lettre de l’Océan Indien, des diplomates français en coulisse voient la victoire de Jean Louis Robinson comme la meilleure alternative dans le contexte présidentiel. Un nouveau sujet à réflexion pour ses partisans francophobes en attendant le 2e tour.

    Hahaha, io fa marina ny zvt nolazaiko teto omaly, de aôna izany le ?

  16. Arak’io resaka ao Tananews io de sûre ve nareo fa avelan’i Lafrantsa hody eto dago dadan’laisany raha i jlr no lany, fa otrany kely finoana alou za e.

    Ny sary hitako de na iza na iza no lany eo de + 5 ans alou ny dadan’laisany tsy mahazo mody indray,

    Mahereza e, zao ra tsy netin’olona t@ sanga mba mety oe nanana chance ihany.

  17. Izao ny filaharana sy fandresena par BUREAU DE VOTE, ka na Raha te-handresy i JLR de miara-miasa @ FOZA tsotra izao, nefa otrany kely finoana aho amin’izany sary izany,
    Ary tadidido oa fa na hanao consigne de vote aza i Hajo ohatra oe fidio i JLR, de tsy hanaraka izany ireo olona nifidy azy, resaka mouvance no sakana satria ny olona nifidy ny mouvance Rajoelina tsy hifidy mouvance R-8 amin’ny 2e tour,
    Otrany tsy fitiavan’ireo olona ato an’i rajoelina no tsy hitiavan’ireo olona nifidy tao amin’ny mouvance rajoelina tsy hifidy ny olon-dr8 izany, ka aza manonofy atoandro sao tapaka lalandra

    1. ROBINSON Jean-Louis (5.654 BV : 28,35 %)
    2. RAJAONARIMAMPIANINA Hery (4.561 BV : 22,87 %)
    3. RATSIRAKA Iarovana Roland (2.820 BV : 14,14 %)
    4. ANDRIANANINARIVELO Hajo (2.461 BV : 12,34 %)
    5. VITAL Albert Camille (1.583 BV : 7,94 %)
    6. RABEHARISOA Saraha (693 BV : 3,48 %)

    Mou le resaka frantsay io de bdb ireo tsy hande hifidy ab’i jlr, de aza voizina intsony le resaka hala-bato fa resaka mapme, hita amin’io chiffre io fa tsy poinse @ 2 tour i JLR.

  18. X-ray Tena marina ny voalazanao. nosombain’i filoha Marc Ravalomanana ny tany, ireto ny porofo:
    – Vita ny hipitaly
    – Voaloha ny karaman’ny mpiasa
    – Nahazo kit scolaire ny mpianatra madinika ary nahazo vatsim-piaarana ny teny @ anjerimanotolo
    – Vita ny lalana
    – Mbola izy ihany no nanao io CCI 5 etoile eny Ivato io
    Ohatra fotsiny ireo ka ianao no tokony handinika.
    Mihevitra tokoa ianao fa ny anak’i Dada dia vendrana fa manaraka baiko fotsiny. Tena marina izany Satria sady mpanara-dalana izahay no manaja ny filoha ka izany indrindra no handresenay @ ity dingana faharoa ity.
    Ary ity fitondrazana iraisana ity ka nahatonganao nilaza fa samy tompon’adraikitra daholo marina izany. Izaho sy ianao koa tompon’andraikitra ka samy tsy afaka eo mihitsy. Saingy tsy ny ankolafy Ravalomanana no nampigadra olona an’arivony maro manihitra iny fanoganam-panjakana iny. Ary mbola tsy ny ankolafy Ravalomanana ihany no nandratra olonamarobe sy nanary asa aman-tapitr’isany. Ary mbola tsy ny ankolafy Ravalomanan ihany koa no nandika ireny MAPUTO I, II, II, Addis Abeba, Pretoria sns….
    Ary tsarovy fa faran’ny Mahatra indrindra i madagasikaka izao ary ny vahoaka dia faran’ny mijaly nefa ianao toa vao maika manamafy ireo mampijaly ny vahoaka. mampieritreritra izany raha voakasiky ity krizy ianao. Izay tsy hinoanako loatra…. Izao fijerinao izao no mahatonga ahy hilaza fa tsy mahataka-davitra ilay fijerinao.

  19. Tsy lasa lavitra hoy aho ny fotom-pisainan’ny foza ê ! Io X-Ray (aman-dreny mitorevaka) io no santionany !

    Manodikondim-bola ny ministry ny fitantànam-bola, dia ny mpiasam-panjakàna rehetra no lazaina fa mpangalatra !

  20. rayon x zany anie ry zareo matanjaka fa dia aza zimbazimbaina ny olona. Ny rayon x anie no hijerena makarakara ny taova any anaty rehetra any rehefa miditra an’itony hopitaly manara-penitra arifomba tanteraka itony e! Aoka isika tsy hahita volagna alohan’ny biby. Mazava ny hafatry rayon x: tohizana izao fiarahamiasa amin’ny fampandrosoana ny firenena izao. Misy toerana mbola tsy lasa fanariam-pako eto Madagasikara. Raha miova eo ny fitondrana mety misy hamafa indray ny lalàna. Pire noho izany, mety misy hanamboatra indray ireny làlana ireny. Mety hisy sakafo maimaimpoana indray ny ankizy any ampianarana amin’ny antoandro. Tsy mety izao hevitra mifanohitra amin’ny fiarahamitantana ny fitondrana izao. Aleo ity tany ity hiroso amin’ny làlan’ny fandresena natomboka tamin’ny 2009. Hatreto dia mbola misy haino aman-jery mbola misokatra anie ry reto e! Ny fomba hampikatonana an’ireny no hezahina mafy amin’izao fotoana izao.
    Ny Air Madagascar koa ohatra mbola misy avion manidina ihany nefa efa mba novana an’irony avion efa tsy misy mampiasa irony ny zavatra. Ny délestage mbola tsy mitourne tsara dia misy amintsika maika sahady ny hoe ajanony amin’izay io.
    Aoka ianareo zanak’i dada kanosa lahy itony mba hihevitra ny hoavin’ity tany ity. Ny olona efa te handoro ny ala sisa mbola azo dorana mba hifalifaliana amin’ny tany malalaka azo andihizana dia hoe JLR aho e! Ra8 aho e! Ny hotely 5 étoile angaha azo hanina? Ny kits scolaire angaha azo hanina ?
    Mba misaina fa avelao i rayon x hanoro hevitra ny manantsaina rehetra.
    Tohizana ny tolona 2009 fa mbola tsy tafita.

  21. Satria anie tsy ampy ny herim-baratra ( potika ny JIRAMA ), dia iny koa lasa tsy mamokatra firy ilay Rayon X ê !

    Naman’ny namako dia namako ihany koa !

    Raha naman’ny frantsay Ingahy Robinson izay naman’ny Filoha Ravalomanana, dia efa miaiky izany ny frantsay fa voatery tsy maintsy « hinamana » amin’ny Filoha Ravalomanana, SATRIA IZAY NO SITRAKY NY VAHOAKA MALAGASY !

    Tsy misy izay tsy mahafantatra amin’izao fotoana izao, fa menatra amin’ny ataon’ireo mpitondran-dry zareo ny VAHOAKA frantsay ! Olom-bitsy ao amin’ny fitondràna frantsay no mbola mihinia manafina ny zava-misy, ary miaro mafy ny tombontsoan’olom-bitsy !

  22. MAIMBO ANTANANARIVO,zaoridira mameno tanana ,KA HOY AHO NY CANDIDAT TGV RAZAFINDRAVAHA VE NO SYNONIME NY HOE ZAORIDIRA MASISO ENY Amboditsiry eny Anosibe …

    kaikai kay izany no fiaramitondra TGV ?

  23. Miala tsiny @ tgv sy X- ray ,FA NA IZA HO LANY NA IZA TSY HO LANY ,DIA TSY MAINTSY HAZAVA @ OLONA NY ASA TSARA vitan i Rajoelina sy ireo Mpiara miasa @ Ka nampisy izao fandrosoana mahatsiravina izao tao anaty efa taona, Ka hanainga ny Vahoaka hifidy araka izay zavabta izay .

  24. ilay programa?

    faritra Avaratra = faritra PILOTE

    manginy fotsiny ny MAP sy ny autorouteBy-pass hifamoizan’ny vokatra

    mba HoAAAAIZZZZZAaaa itony foza
    mivadika sy manao COPIER-COLLER ihany hatrany depuis 2006 à ce jour

  25. Isika Malagasy monina eto Antananarivo tokony tsy hanaiky lembenana fa raha vao misy top dia mijoro hatra@ farany isika. Ny any @ faritra koa torak’izany.

  26. Tokony ho fantatsika fa rehefa naloan’ny Malagasy eto Antananarivo fotsiny dia efa mampamangy.

    Raha ny fitiavan’ny vahoaka ny filoha Ravalomanana, dia tena voaporofo mazava izao fa malahelo ny filoha Ravalomanana ny vahoaka Malagasy. Mafy izay 4 taona sy tapany nitondrana ny mafy sy mangirifiry niarahana t@ foza izay. Efa azoko antsaina sahady ny ambiance n’ny vahoaka an’ampitrisany hitsena an’i Dada eny @ aéroport Iato rehefa tonga izay andro izay.

    A+

  27. Misaotra ny fandraisan’ny rehetra anjara.

    « mampiomanana anareo aho fa tsy vita hatreo akory ny tolona »
    Ny trio Rajoelina-Ratsirahonana-Goldblatt dia tsy hamela mora foana
    ny candidat mitondra ny anaranao mouvance Ravalomanana hibata ny amboara
    Velirano nifanaovan’ireo ary nandatsahany ny ainan’ny malagasy izany t@ 2009.

    Raha ny tenako manokana dia tsy hamela mahazo 5taona fitondran’ireo putshistes MPANDRAVA SY MPAMAROTRA TANINDRAZANA ireo.

    any aoriana mbola ho avy ny fitsarana,
    fa ny namono olona t@ andron’i Hitler aza mbola misy ireo « travaux à perpetuité  » « condamnation à mort » sns

    http://www.tananews.com/asides/soutien-jean-louis-robinson-raymond-ranjeva-sactive/

  28. ô ry x-ray an: lany Hery mamoy resaka tsy misy lanja na dikany ianao,
    any ka na ny toerana misy anao aza tsy ao an-doha akory « tel père tel fils »

    Jereo fa mirongatra ny « mamadika palitao »
    http://www.tananews.com/asides/2e-tour-kaleta-quitte-le-navire-mmm-pour-se-retrancher-dans-le-camp-robinson/

    ==> il n’est jamais tard pour apprendre
    (Developpement personnel : )
    Les erreurs et les échecs font partie des clés de la réussite

    na izany aza mila MIANATRA
    fa doma be
    3Vendrana daholo ireo

  29. Fa ho ho aho inona izany no fotokevitry x-ray? Toa tsy misy zavatra azo tsoahana ao afatsy hoe tsy tia Ravalomanana izy. Ka tsy maninona raha tsy tia ianao, safidy io andriamatoa, sady ny fijery koa samy manana ny azy. Ny sasany amin’ny contre soleil, ny sasany amin’ny loupe, ny sasany x-ray, ny sasany avy any ambony, ny sasany avy any ambany…. Fa n’inoninona lazainao dia tsotra ihany ny anay: Dada, Dada, Dada ihany. Ianao tia an’ilay hoe 1+1=2 desolé fa tsy marina io aty Gasikara, izay no ialazako fa lavitra loatra anao ny réalité aty aminy tanana.
    Farany misaotra indrindra an-dRamatoa Naike Eliane, andriamanitra homba anao, satria nahita gazety aho androany nanambara ny fiverenanao misaotra anao tompoko fa mila anao tokoa ny tolona. Misy mpamaky sy mpijery tokoa ity serasera ity. Mahereza daholo e ary aza mamaly andry x-ray intsony fa lany ranomainty fotsiny eo nareo refa tena dinihana toa mananihany fotsiny le ranamana.

  30. ô ry Xray fa mba avoay eto koa ary ty lazaina fa programan »i HVM hotazamina e!!!!!! izahay mantsy efa naheno ihany teny @ Carlton fa ity ianao no mba tianay hanambara azy!!! dia avy eo avoakanay ny @ JLR; dia ity hoe Hajo hanampy HVM na hoe ny olona nifidy an’i Hajo tsy hifidy JLR, fa mba fantatrao ve fa ny nanohana @ i Hajo anie ka ireo maire TIM nivadika nahazo vola e?????? aru ankehitriny efa niverina nody nanambara fa mba asa fitadiavambola ny azy fa ankehitriny kosa dia hiaraka @ besinimaro @zay!!!!ary mba fantatrao ve ny mpanohana an »i Roland tany Diego dia efa nanambara t@ hainoamanjery tany fa hanoana JLR?????? koa inona intsony ny aminareo mianakavy @ zany???? dia ny raisonnement anao no haveriko aminao hoe:

    1. ROBINSON Jean-Louis (5.654 BV : 28,35 %)
    2. RAJAONARIMAMPIANINA Hery (4.561 BV : 22,87 %)
    3. RATSIRAKA Iarovana Roland (2.820 BV : 14,14 %)
    4. ANDRIANANINARIVELO Hajo (2.461 BV : 12,34 %)
    5. VITAL Albert Camille (1.583 BV : 7,94 %)
    6. RABEHARISOA Saraha (693 BV : 3,48 %)

    Izzany hoe:
    2 eme tour:

    ROBINSON Jean-Louis= 5.654 BV + Roland 2.820 BV + Hajo 2.461 BV = 28.35%+14.14%+12.34% =54.83 % hihihihihihihihihihihihihihihihihih

    Mbola tsy tantaraina i Camille tsy mitshatra mankany @ JLR an !!!!!! tandremo ry XRAY fa ny raisonnement anao ampiarahana @ zavamisy io an!!!!!!!!

  31. Ny zavt tena handiso fanantenana ny mpomba an-dRa8, de nanao kajikajy politika nedala nanohana an-dRajean Louis, mba hody moramora, de hanala azy @ fomba mivantana na ankolaka, de handrombaka fahefana indray. Jereo tsara, fa tsy mbola nisy analyse politika nataonay teto momba an-dRa8 ka tsy nitombina. Mazava be, ny voka-pifidianana, fa 21% n’ny mpifdy malagasy sisa no nalahelo an-dRainivoanjo. Raha tsy nizarazara fa nananana candidat tokana ny mpomba an-dRajoelina, de efa vita 1er tour ny baolina. Mazava be ny voalaza etsy ambony, fa ny nifidy an’i Hajo, tsy hifidy na oviana na oviana an-drasaribakolin’i Dada. Ny vahoaka malagasy moa de tsy mahita mihitsy na fiteny na tsanganana maha président an-dRasaribakolibe, fa mokony be otran-dRaosy ihany. Techniquement tena verezin-dRahery Lavitra. Za manentana ny mpanao propagandin-dRahery, mba hamorona maskôty saribakolibe trotroin’i Dada, de entina mandehandeha sady atao woe, io hono no ho président-nareo.
    Ho betsaka woa no tapaka lalan-drà sy ho diso fanantenana eo, fa ny lojikam-pifidianana de any mpomba an’i Zandry daholo aloha no nianjera ny vato be indrindra maherin’ny 50% t@ tour voalohany iny. Ekena fa nahazo maherin’ny 50% teto Tana Ra8, fa tsisy fika ny hanetsehana ny faritany dimy sisa zay efa azon’ny Zandry. Raha tsisy popularité eran’ny Mada Rajoelina, efa azonareo 1er tour io, tsy arakaraka ny fanantenanareo.
    Na de nividy an-dry Mangalaza aza, aza manao ny vahoakan’ny Tamatave ho venansa, fa ny magro bean-dRaosy, nanaovan’ny Zandry hopitaly be, ny port efa saika nalain’ny Tiko ampihimamba ka efa nanaovany fitotoana koba(MANA), jereo ny nanaovany moderna be ny bazary be sy ny bazary kely zay tsy nataon-dRaosy. De efa kajikajy sisa e! woe, Tana efa azo, alaivo Tamatave, anadao hividy an’ Mangalaza. De ahoana ny nanaovan’lesany an’i Deba, an’i Rollandr Ratsiraka, an’i Pierrot, de hanantena ve lisany fa, fa hahazo vato ao Tamatave ao, @ nanaovan’nlisany ny Deba sy ny taranany. Misy dikany ry vendrana tsy mahay politika ireto ireny nanatrehan’i Zandry ny anniversaire n’i Deba ireny a! Tena io fanarahanareo an-jambany ny baikon-drainareo io foana woa no mampijabaka anareo mandrakity ny androany, de manaraka ny caprice n-lery foana, nefa bandy vendrana tsy ampy solaitra nampinana ny zanakosy sy magro 5 taona lasa izao, mbola izay sitrakao dada de ataonay foana nefa mampinana azy mianakavy, tsisy tonga saina na mandinika kely na de iray aza. Tena vendrana e!
    Raiso ny saosy Ramanga, fa adala tompo sady tsy nisahiranana ireny fa volam-bahoaka nentina nandositra tany Sud Af fotsiny a!
    Rajean Louis koa raha sanatria lany 21% no chance, de hofirany avy hatrany Raosy sy ny taranany, de araho foana ny caprice n’i dadanareo, fa bye!bye!e! mampahazo aina anay advenareo foana. Aza manody ny manana leader tsy mahay politika sy tsy ampy solaitra otran-dRaosy iny. De ity koa eto lay saribakolibe doudoune bean’i dada, be mokony mitovy be izy mitsam. Tena mahazendana be lay fitovizana, sa ahoana ozy nareo?

  32. Ilaina aloha ny vahoaka malagasy mba mahay mihaino e! fa hampiresahana fotsiny dia manaiky , ny isa lazaina aloha ho fanampepoina dia efa tsy mitombina , tsy hoe 21% no nifidy JLR dia ny ambony Rajoelina daholo diso izany , io tsy hoe kajy ka tonga dia izay fa olona no mifidy eo , olona izany misy saina , misy fanahy fa tsy sanatria masinina fanisana ka atambatrao tonga dia fantatrao ny valiny, aza atao an’izany ny raharaha firenena fa efa betsaka no nodisoan’izany, ohatra fotsiny firy no isan’ny olona nanatitra dossier tamin’ny hilatsaka filohampirenena voalohany tamin’ny ora marina ‘(41), rehefa navoaka anefa ny lisitra lasa (42), hitanao amin’izany ny kajitsika a! ka aza dia mino anio isa io intsony e! mandiso io.Ny filazana fa mety hamitaka an’i Ravalomanana i JLR rehefa lany eo mbola ampitso izany fa aza tonga dia tsaraina ho toy izany ny olona , fa mety tsy mitovy daholo ny olona I Rajoelina no hita mamitaka lava eto dia izay aloha no marina fa i JLR mbola ho avy izany aza tonga dia ampitoviana ny ankehitriny sy ny ho avy fa samy hafa , ny an’ny Rajoelina zavatra natao sonia ary lavina. Rehefa miteny koa dia tokony ho lanjalanjaina e ! tsy hoe nitondra volampanjakana nitsaoka Ratsika , dia lazaina koa fa toy izay i Ravalo , mba hasio porofo e! ary inao angamba tsy nahraka film e! ahoana tsara hoy Rolland Ratsiraka tamin’ny Hery vaovao , ampabemaso izany a! Hery tonta mpangalam-bolampanjakana, izaho aloha maniry mba hasehon-DRolland ilay dossier nolazainy e! sa efa nomena vola be indray lery !Fa angaha Ramangalaza omena vola hono vao hiasa ho an’ny malagasy ?Izay ilay lazaiko e! ary haveriko foana aza ampitovina ny olona hoa fa tsy mitovy e! tsy hoe ny an-dRajoelina karamaina mihoatra ny karamany ny Miaramila izay vao miasa ho an’ny Tanindrazana ary lasa manao asa ratsy aza satria be loatra ilay vola raisina amin’ny tsy izy dia

  33. Ny an-dRajoelina hoa ny miaramila karamaina mihoatra ny tsy izy dia lasa manao asa ratsy lasa mamono vahoaka indray ilay filamatra fa tsy miaro vahoaka , ka aza ampitoviana amin’izany I RAmangalaza fa olona manampanahy ireny matoa izy manao dia ho an’ny tanindrazana, ary mba omeo kely aloha ny famarintana ilay teny hoe  » saribakoly  » e ! Inona moa ny olana raha saribakoly , tsy tafaray ve izany ny tia sy ny mamina e! afaka ny hiara hiasa tsara , Ravalo mila JLR , i JLR mila RAvalo ka inona indray !sa ny anareo entina handrangitana an-dRAJLR fotsiny , izaho mino fa olona vonto fanahy ireny matoa nanaiky hiara hiasa, izay fa dia mirary soa antsika mianakavy e!

  34. Tsy ho arak’io bogor io izany fanazavàna ataonao izany ry Vonifanja a ! Ny an’ireny anie DIA NY FITOMBENANA NO MISAINA E ! Lany andro eo fotsiny ianao !
    Dia tena mihevitra ny olona ho domelina tahak’ilay tompoiny, sy tahak’azy io !

  35. Ô Ravonifanja a! Fa nanjavona nankaiza ny vola 3 million de dollars tao @ banky foiben’ny Tamatave, ny vola 2O% narotsaky ny Rio Tinto mpitrandraka fasimainty any Fort Dauphin, direct t@ kaontin’ny Tiko, ankoatra ireo tanibe namidy t@ daewooo saika hanaovana palmier à huile tany @ région Sofia…sns, io Silo ben-dRainivoanjo, nanagdran-jean Louis lay tompon’ny tany nananganana azy nitsikomban’izy sy Raosy, ka nahafaty tsy fidiny ilay rain’io olona nogadraina io zay kilemaina, hitanareo tsara fa ny nampiroborobo ny orinasany ka saika lasa Tikoland madagasikara no tena nahamaika an-dRainivoanjo, hany ka naongan’ny olona fa be vinany. De averiko, fa diso calcul eo woa lery, fa normal be raha niditra candidat faramparany Andry, satria nobaikona Raneny Lalao rehefa avy namitaka ny fifanarahana tany @ SADEC, fa handeha hamangy ny reniny marary mafy, ka ny nitotonan’ny tongony no ela, zay de nanatitra ny candidature-ny ny nilingilingina, aminay qui dit Reniosy de Rainiosy ihany, zany woe Kotozafy ihany no Ralexis, de tsy mahagaga raha mijoro faramparany Zandry zay adversaire de taille-ny. Ny nampalahelo, rehefa natao kilalao, sy natao fitaovana politika lay reny mahantra, de nody ihany ny farany. Za aloha ny reniko tsy ataoko fitaovana politika izany, ka ny reniny aza moa sahany atao an’izany, inona no nampiahotra azy hibaiko ny miaramila namono sy nandripaka gasy t@ 7 Fév 2009 ireny. De lazaina eto fa Rajoelina no no manakarama miaramila,hamono olona, sa malahelo ny dahalo mpamono olona otran-dRainareo, naripaky ny miaramila nareo? Hainay ane fa Rainareo no mamatsy fitaovam-piadiana ireny dahalo ireny hanakorontanana fitondrana fotsiny, fa tsy nahomby hatrany ny tetikadin-dRaosy izay efa zatra manan-tana-mihosin-drà. Hatramin’ny fanapoahana baomba etsy sy eroa zay Mamy Rakotoarivelo, no commanditaire-ny zay vatsian’ilay dahalobe vola atsy Atsimotsimon’ny Afrika atsy.
    Rajean Louis woa, tsy Sagnagna ka hanome fahefana moramora an-Draosy eo, raha sanatria ka lany eo izy. Raosy aza ane nandripak’olona mihitsy niarovany ny sezany, fahefana azony mora fotsiny io, ahoana no omeny olona indray, ary io le ilazanay woe, diso kajikajy foana nareo, fa zay mety hataon’olona tohatra fiakarana no tena venansa.
    Jereo tsara woa, fa tsy mbola nisy analyse nay diso zany teto, fa ny marina de mbola malahelo seza volamena Raosy, ary te handrombaka an’io coûte que coûte, politika io, tsy hahitana ny marina, fa raha namako enao anio, fahavaloko rahampitso, ka io fampifangarongaroana ny marina sy ny ratsy atao io no tena nanafaizan’Andriamanitra azy, minoa fotsiny ihany, vice président FJKM, pasitera protestanta lany andro manao politika, tena aseho mihitsy ny fahavetavetana araka ny filazan’ny Baiboly, mampifangaro ny fahefam-panjakana @ fiangonana, hany ka haringako ny toy izay hoy Jehovah, ka tsy havelako ho hita hatrany @ faran’ny tany.
    Mbola mampieritreritra an’ireto foana aho, fa tena tsisy mahatsiaro saina @ hadalany. Fa manara-drenirano sy manao oui,oui mse @ caprice n’ny dadany, tsy mba misy manana esprit critique, na manao autocritique, tsisy mahasahy milaza ny tsy mety ataon-dRaosy, de izao no tsy mampahomby anareo mandrak’ity ny androany, dimy taoana katroka izao. Sa kosa aza sao defa mba lany haiky fa ny adve ny henjana be ka kenda roroka hatrany isak’izay mba mihetsika.
    Jereo ane ny havendranan’ity Vonifanja, mbola manakiana miaramila foana, zay ny fanaovan-drainy miaramila gasy tsinontsinona, ka NANAKARAMANY MERCENAIRE AMINA MILLION D’EUROS HAMONO NY GASY SY HIBAIKO NY MIARAMILA GASY, ZAY NANDANIANA VOLA TSY TOKO TSY FOROHANA, de kakaizin’ny miaramila mandrak’ity ny androany, fa ny olona tokony hiaro ny sezanao indray, no ataonao tsinontsinona,de mianara politika aminay, fa tsy à la hauteur nareo e! ndrindra dadanareo hifiran-jean ba iny atsy ho atsy. Jereo tsara ane e! fa hisy olona ho kendam-bomanga nasesiky ny tanany eo. De mitsakotsakoa tsara e!

  36. Ô Ravonifanja a! Fa nanjavona nankaiza ny vola 3 million de dollars tao @ banky foiben’ny Tamatave, ny vola 2O% narotsaky ny Rio Tinto mpitrandraka fasimainty any Fort Dauphin, direct t@ kaontin’ny Tiko, ankoatra ireo tanibe namidy t@ daewooo saika hanaovana palmier à huile tany @ région Sofia…sns, io Silo ben-dRainivoanjo, nanagdran-jean Louis lay tompon’ny tany nananganana azy nitsikomban’izy sy Raosy, ka nahafaty tsy fidiny ilay rain’io olona nogadraina io zay kilemaina, hitanareo tsara fa ny nampiroborobo ny orinasany ka saika lasa Tikoland madagasikara no tena nahamaika an-dRainivoanjo, hany ka naongan’ny olona fa be vinany. De averiko, fa diso calcul eo woa lery, fa normal be raha niditra candidat faramparany Andry, satria nobaikona Raneny Lalao rehefa avy namitaka ny fifanarahana tany @ SADEC, fa handeha hamangy ny reniny marary mafy, ka ny nitotonan’ny tongony no ela, zay de nanatitra ny candidature-ny ny nilingilingina, aminay qui dit Reniosy de Rainiosy ihany, zany woe Kotozafy ihany no Ralexis, de tsy mahagaga raha mijoro faramparany Zandry zay adversaire de taille-ny. Ny nampalahelo, rehefa natao kilalao, sy natao fitaovana politika lay reny mahantra, de nody ihany ny farany. Za aloha ny reniko tsy ataoko fitaovana politika izany, ka ny reniny aza moa sahany atao an’izany, inona no nampiahotra azy hibaiko ny miaramila namono sy nandripaka gasy t@ 7 Fév 2009 ireny. De lazaina eto fa Rajoelina no no manakarama miaramila,hamono olona, sa malahelo ny dahalo mpamono olona otran-dRainareo, naripaky ny miaramila nareo? Hainay ane fa Rainareo no mamatsy fitaovam-piadiana ireny dahalo ireny hanakorontanana fitondrana fotsiny, fa tsy nahomby hatrany ny tetikadin-dRaosy izay efa zatra manan-tana-mihosin-drà. Hatramin’ny fanapoahana baomba etsy sy eroa zay Mamy Rakotoarivelo, no commanditaire-ny zay vatsian’ilay dahalobe vola atsy Atsimotsimon’ny Afrika atsy.
    Rajean Louis woa, tsy Sagnagna ka hanome fahefana moramora an-Draosy eo, raha sanatria ka lany eo izy. Raosy aza ane nandripak’olona mihitsy niarovany ny sezany, fahefana azony mora fotsiny io, ahoana no omeny olona indray, ary io le ilazanay woe, diso kajikajy foana nareo, fa zay mety hataon’olona tohatra fiakarana no tena venansa.
    Jereo tsara woa, fa tsy mbola nisy analyse nay diso zany teto, fa ny marina de mbola malahelo seza volamena Raosy, ary te handrombaka an’io coûte que coûte, politika io, tsy hahitana ny marina, fa raha namako enao anio, fahavaloko rahampitso, ka io fampifangarongaroana ny marina sy ny ratsy atao io no tena nanafaizan’Andriamanitra azy, minoa fotsiny ihany, vice président FJKM, pasitera protestanta lany andro manao politika, tena aseho mihitsy ny fahavetavetana araka ny filazan’ny Baiboly, mampifangaro ny fahefam-panjakana @ fiangonana, hany ka haringako ny toy izay hoy Jehovah, ka tsy havelako ho hita hatrany @ faran’ny tany.
    Mbola mampieritreritra an’ireto foana aho, fa tena tsisy mahatsiaro saina @ hadalany. Fa manara-drenirano sy manao oui,oui mse @ caprice n’ny dadany, tsy mba misy manana esprit critique, na manao autocritique, tsisy mahasahy milaza ny tsy mety ataon-dRaosy, de izao no tsy mampahomby anareo mandrak’ity ny androany, dimy taoana katroka izao. Sa kosa aza sao defa mba lany haiky fa ny adve ny henjana be ka kenda roroka hatrany isak’izay mba mihetsika.
    Jereo ane ny havendranan’ity Vonifanja, mbola manakiana miaramila foana, zay ny fanaovan-drainy miaramila gasy tsinontsinona, ka NANAKARAMANY MERCENAIRE AMINA MILLION D’EUROS HAMONO NY GASY SY HIBAIKO NY MIARAMILA GASY, ZAY NANDANIANA VOLA TSY TOKO TSY FOROHANA, de kakaizin’ny miaramila mandrak’ity ny androany, fa ny olona tokony hiaro ny sezanao indray, no ataonao tsinontsinona,de mianara politika aminay, fa tsy à la hauteur nareo e! ndrindra dadanareo hifiran-jean ba iny atsy ho atsy. Jereo tsara ane e! fa hisy olona ho kendam-bomanga nasesiky ny tanany eo. De mitsakotsakoa tsara e!

  37. efa miaiky zany enao fa HIAKATRA I JEAN BA ?

    bravo fa MBA mahay mijery alou!

    tsy mila Andry Ratsirahonana Hery Hajo Camille Roland …

  38. Fa zanak’alika sa zanak’inona itony foza mitabataba ato itony ê ? Tena taranak’alika fa tsy olona intsony !
    Efa voadona any amin’izay alehany any, dia ny solon’anarana avy no asiana rio rio !
    Alahelon-kanina amin’ny Rio Tinto, dia ny pseudo no atao rio bogor, rio marty sa maty ‘ty !
    Dia inona koa ?
    Matoa nodoranareo fozan-doza ny TIKO dia satria mihevitra ianareo fa tsy afaka hiaro tena intsony ny tompony satria may sy kila daholo ny porofo rehetra !
    Efa nolazaina fa tsy misy izay tsy nahalala ny teti-dratsin’ny foza, indrindra fa ny taty ivelany !
    I Gista avy aza efa nitsaoka ! Ny fianakavian’i Resampa efa nalefany namonjy ny akaniny daholo !
    Fa angaha ny malagasy dondrona ?

    Fa manino ny antokon’ilay fery vao no tsy nisy sahy nilatsaka ho fidiana depiote ?
    Sao dia lany amin’apà ny vola, satria halam-bahoaka ?

    Satria ianareo foza misaina amin’ny fitombenana dia atao resa-body sy resak’entotra ny resaka : 15 % ny vahoaka sisa no hidy an’ilay vendrana sy mpangalatra volam-bahoaka, raha hisy aza izany !

    Tsy handany andro amin’izay olona tsy hamokatra sy jiolahy ny vahoaka !

    Jereo fotsiny ny nahazo an’ny Air Mad ! Santionany io, ary mbola ho avoakany daholo ny tsiambaratelo rehetra, fa Andriamanitra tsy andrin’ny hafa, andrin’ny vahoaka ! !

    Asaivo avoakan’ny CENIT fotsiny aloha ny anaran’ireo prezidà nangala-bato ; ireo nolazaina fa hoe ho tsaraina sy soloina izany !

    Io lazaina fa 21 % io, tokony ho 2 % io raha betsaka indrindra !

  39. Zay lay tsy fahatatesana demokrasia ry KM a! tsy za no voa fa ny tolana, na inona na inona lazain-drangahy, marary be rehefa lazaina ny marina. Raha lazaina fa tsy tiam-bahoaka Rahery, tsy ho nahazo 15% fa tokony ho 0 faingo, de atambaro, 15% Hery + 10% Hajo zay samy minisitry Zandry daholo de math tsotra fotsiny 21 zany kely de kely miohatra @ 25, ary tsy kôtina ny an’i Camille, Rolland, de bye, bye Rajean Ba saribakolibe, sy Raosy sesitany be. Aiza lay 1er tour de vita, na de navelan’i Zandry nitabatamba teo @ Kianjabe Antsonjombe, ary ny zanakosy tsy manakambo ray trano. Aiza ny fanenjehana an’i Zandry nanao ireny. Raha za nareo misitrika. Raha milay ry KM mba manana viosion politique, fa otran-dRaosy, sy Rajean Ba, mokony be fotsiny rehefa mba maneho hevitra, de jereo, ireny fampitahana programa teo imason’ny bailleurs ireny, aiza ny hanaovan’i Hery azy, teknisiana manja be, nen lery, impôt A, impôt B, impôt C, tsy fantatra woe inona ary no tianlery lazaina, otran’ireny mamon’ny daina motomaso be fotsiny, mokony be, tena manaitra mihitsy le fitovizany @n-dRaosy, na fihetsika na fiteny, na lay mokony be. Tena tsy azo jerena mihitsy ny fananany tsanganana ho président izany. Tena Saribakolin’i Bozy, an!an!an!an! saribakolin’i Dada, rotsirotsiana an-téléphone à distance avy any Atsimotsimo any. De aiza hono Rajean Ba no hitady 30%, sa hanantena an’i Hajo, de woe atsangano ny tranobe, kanefa efa nazava iny safidy iny fa 21% n’ny gasy sisa malahelo an-Draosy. De jereo anie, fa na Hery, na Rajean Ba, de apetraky ny kajikajiny lery, ary tsy ho tafody na oviana na oviana! Raosy ihany woa no mandevina ny lavaka hilevenany. MBola tsy mahatoky ny mahadonto ny Rainareo foana ve woa nareo????? ka Manandrambo tsinona koa, zany ry KM rehefa ny dara sy ny Osimainty no atao maresaka a! resaka demony misy rambo no talentanareo, sy ny dadanareo a!

  40. salut ry namana sy ry tsy namana a,
    tsy dia be resaka fa gaga fotsiny aho hoe manao inona ato daholo reto foza ireto sa vao mahita ny sarin’i DADANAY de latsaka izay tsy hilatsaka ,atsoy koa ny AV7 hanampy anareo de mba miaraka ato ny foffom-poza sy ny fofom-paty e.
    hiala aho fa tsy laitra hiainana ato

  41. Efa fantatro ny fomba famalinareo ry bogor , efa zatra raha izahay e! tenenina daholo ireo zavatra tsy misy mahalala afa tsy ianareo irery ihany satria ianareo no manao azy ka tsy mahagaga raha tantarainareo daholo ilay nataonareo tamin’ny maizina ny anay rehefa hiresaka dia izay natao tamin’ny mazava no lazaina sy tantaraina fa tsy izay asa maizina vitanareo, miandry ihany mantsy izahay mba hasehonareo ny mazava , fa e! e! maizina ihany no lazainareo eto , ka iza no hino anareo ao amin’ny maizina ao ,ianareo no mikenokenona amin’ny maizina ao dia avy eo ianareo midradradradra fa Ravalo no ratsy, haveriko indray miheza dia mivoha tao amin’ny maizina misy anareo tao dia jereo tsara ny zava-misy fa tsy adala akory ny malagasy ka tsy hay hanavaka ny mainty sy ny fotsy, iny fifidianana 1er tour iny izao efa hazavana be omena anareo, jereo tsara a! efa eo amin’ny fitondrana i Rajoelina , efa 80% ny candidat Rajoelina , nefa mbola resy Rajoelina , ka inona ary no mbola hidirana 2e tour raha olona tena manakambo , efa resy anie izany e! efa vakiana fotsiny ny soratra hoe leo lainga ny vahoaka malagasy , miala amin’izay ao amin’ny maizina ao fa harehitry ny vahoaka malagasy amin’izay anie ny jiro e! dia ho hita eo daholo amin’izay ilay nafenina.

  42. Asio fomba fiembenana ny 20.001 BV fa tena goragora be,

    -asivo ANDRIMASOMPKONOLONA de 5h30 du matin ka hatr@ maraina 21 décembre.Mifampiambina @ délégués de vote sy ireny olona manaraka mpifidy ao @ isoloir ireny.

    Maraimbe alohan’ny @ 6ora koa manko no tsy misy délégués sy observateurs dia efa bourrées ny urnes, izay olombitsy aoka lazaina ny marina, VOAVIDY ny maro.

    -Manarak’izay, mba asiana olona ihany miara-mamaky ilay bulletins fa tsy hita, aiza ve dia roalahy foza no eo @ BV sasany dia atokisana? Tsy tazana ny coche e!

    Tokony tataka be io score io, indrindra taty @ faritany fa izay no zava-misy

  43. Pour sortir de l’ornière,

    Madagascar A BESOIN du retour d’un personnnage hors du commun comme M.Ravalomanana ,

    Quelle que soit son option lorsqu’il sera de retour.

    Tananarive en 2009 s’était fait avoir jusqu’au trognon par le D.J. …
    manipulée au point de perdre la mémoire des 25 années de destruction économique que Ratsiraka avait faite endurer….misère , sur misère…

    et M.RAvalomanana en deux ans seulement a été capable de faire relever la tête au pays.

    Le DJ en 4 ans a enfoncé le pays aux enfers , bien pire que Ratsiraka……qui pavane en plus , grace à lui !!!!!!!

    Fasse le sort que JLR vienne à bout de toutes les entraves qui lui seront mises au travers de sa route…
    Fasse qu’une fois au pouvoir il n’oublie pas qui l’a fait roi et pourquoi….
    POUR MADAGASCAR avec Ravalomanana actif politique ou acteur économique de choix…et selon son libre choix .

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *