FILOHA RAVALOMANANA : TOHANO NY DEPIOTE TOHANAN ‘NY DADA SY NENY

Niditra mivantana tamin’nyantso an-tariby teny amin’ny Magro Behoririka androany Sabotsy 30 Novambra ny filoha Ravalomanana. Na dia avy aza ny orana dia niharitra nihaino ny lahateny nataon’I Dada ny vahoaka marobe tonga tenyan-toerana. Nambarany fa matoa aho matetim-pihavy dia zavadehibe iankinany firenena ny fifidianana amin’ny 20 desambra izao. Ny zavatra iray tiako homarihina hoy ziy dia fisaorana tsy maintsy atolotro ho anareo satria vita ny fihodinana voalohany, ary tonga foana teto ianareo nandritra ny 4 taona sy tapany. Izao isika hoy izy anomana ny fihodinana faharoa dia efa misaotra mialoha. Ataoko be dia be izya fisaorana izay dia amin’izay ianareo mahatsaoa ny adidy. Nahatsapa aho hoy izy fa tena nanao ny adidiy ianareo na dia misy aza ny hevitra tsy mitovy nefa aza atao mahasakana izany. Matiantoka isika raha sanatria ka ny mpanongam-panjakana no lany eo , efa vita hoy izy n paikady amin’ny fifidianana depiote, ka ireo depiote ireo hotohanana dia efa nalefa aty amiko ny sariny. Tohano ny depiote tohanan’i dada sy neny. Aza misalasala hoy izy fa tsymaintsy manangana fanjakana matanjaka isika. Mino aho fa efa nandres ny dokotera Robinson tamin’ny fihodinanan voalohany ary amin’ny fihodinana faharoa ary efa mampiasa ny paikady reehtra isika. Tsy maintsy atolotra ny depiote antsika ka efa niditra tany Antsirabe sns aho androany. Amin’ireo dia misy toerana roa ka tandremo tsara, efa nandefasana fitaovana daholo ireo. Isika hoy ny filoha Ravalomanana dia tsymaintsy mampitovy ny fomba fijery. Toko telo mahamasanahandro ireo dia ny filoha Robinson, ny depiote, ny PM, izay tsy maintsy azontsika. Raha sitrapon’Andriamanitra hoy izy dia
Ne,ny hanampy antsika amin’izany. Matoa ho miteny ohatraizao dia fadio ny mpanongampanjkana fa tena tsy mety. Ataontsika hoy izy izay hisian’ny fampihavanana, ny fandriampahalemana, izay maika dia maika indrindra ny hisian’ny fampandrosoana. Te hiteny aminareo aho hoy izy fa efa betsaka ireo mpamatsyvola no niresaka tamiko satria efa fantampantar’izy ireo.

38 pensées sur “FILOHA RAVALOMANANA : TOHANO NY DEPIOTE TOHANAN ‘NY DADA SY NENY”

  1. Ekena, fa raha misy dimy be izao hoy ilay namana ato no tsy maintsy hisafidianana, dia inona no tokony ho atao ?
    Dia ahoana ireo toerana tsy mba misy kandidà, na dia iray aza ?
    Ohatra :
    – Mananara avaratra : Avana 0, Movansa Ravalomanana 0, Zanak’i Dada 0
    – Sainte-Marie : Torak’izany
    – Bekily : – id –
    – Ambovombe Androy : – id –
    – Benenitra, Beroroha, Sakaraha, ary ny mahagaga dia TOLIARA II ; Toliara izay tanàn-dehibe !
    – …
    Maro ireo toerana ê !

    Mba mila fanazavàna izahay ! Fa nahoana ???? Ny vahoaka anefa dia vonona dia vonona, ny hanaisotra an’ireo mpanongana ireo !!

  2. DIA JEAN LOUIS Robinson sy Lalao RRavalomanana ihany ve no Manao propagande ,ny ambiny tahaka t@ fiodinanana voalaohany dia miandry izay latsaka!

  3. Ny hampandresena ny Dr Robinson mba hiverenanao an-tanindrazana sy ireo mbola gadra politika no tena tokony ho tanjona voalohany .Na dia misy tokoa aza ireo nanome tatanana dia hita t@ iny dingana voalohany iny fa betsaka ny lesoka indrindra ny tany @ ny faritra ka ireo no tsy maintsy harindra tsara ary ho tokony ho maton-draharaha @ ity 2éme tour ity mba ho mazava sy mamgarahara ny fandresena!!

  4. Tana maha variana tokoa io voalazan’i KintanaMananDrambo an !

    >>> Tsy hisy  » DELEGUES  » mouvansa Ravalomanana izany any @ ireo faritra na BV ireo ?

  5. efa miteny amin’éla za fa mandindona ity izy:

    [Maro ireo toerana ê !

    Mba mila fanazavàna izahay ! Fa nahoana ???? Ny vahoaka anefa dia vonona dia vonona, ny hanaisotra an’ireo mpanongana ireo !!]

    ==> mandefasa olona mankany ndray nareo, gtt ry KintanaManandrambo an!

  6. rirama dit :
    30 novembre 2013 à 19 h 45 min

    « Tana maha variana tokoa io voalazan’i KintanaMananDrambo an !

    >>> Tsy hisy » DELEGUES » mouvansa Ravalomanana izany any @ ireo faritra na BV ireo ? »


    Tsotra ny valiny Rirama a ! :
    Ny Ankolafy RAVALOMANANA toa misy olona lazaina ho « mpitarika », ary avy any atsimo (ny any atsimo no teneniko )hono no fihaviany : Eliane NAIKA . Tena mpitarika ve io sa inona no antony niverenany, sa kosa niverina hiaraka amin’i Kotovazaha angamba ?
    Mba tsara ho fantatra fa tsy mazava, ny manao ihany no kianina mantsy ! 🙁

  7. hay moa tsy maintsy mponina ao @ ilay commune (>6mois) vao afaka milatsaka?

    Na dia variana @ présidentielles, tokony ho nanaitra ihany ny candidat député, fa saiky miaraka mandresy anie ireo ê:
    [Marc Ravalomanana a fait remarquer que la partie sud de l’île a été sujette à de nombreux cas de fraude. La mouvance Ravalomanana annonce de ce fait qu’elle s’appliquera REPRENDRE LE CONTRÔLE dans cette contrée en renforçant le suivi du scrutin au 2e tour.]

    tahotra ve zany, nefa olona mivoaka @ ilay tanàna, efa niofana sy nizatra fifandraisana aman’olona isan-karasany:
    http://tsimokagasikara.wordpress.com/2013/10/04/linsecurite-menace-les-elections-dans-le-sud-de-madagascar/

    enga anie mba tsy ho lasan’i mpifati-drà @ Reboza Julien, LE HAINEUX
    ny laka

  8. Nilaza ihany koa izy fa « raha sahy i Risara Baomba » dia samy ho any izy, ary Risara ho eto Tana ! Fotoanany izao, ka aiza IHANY izy ity amin’ny maha-MPITARIKA ?

  9. Tara ê, tara laotra ê, hoy ilay hira !!

    Ilay tompon’andraikitra ary nanolon-tena ho « COACH »-n’iny faritra atsimo iny no tokony hametrahanao fanontaniana ry HoAiza ! Izy sy ilay Ratsitononona izay no nandidy sy nanapaka ny zava-drehetra !

    Toa hoe Mamy Rakotoarivelo izany hono no anarany, FA TSY NAIKA Eliane !

    Io farany io, ho an’izay tsy mahafantatra dia tena mpanohana an’Ingahy Ravalomanana mivady fa tsy mpitarika araky ny filazan’ny sasany azy !
    Ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana sy ny firenana tan-dalàna no tena tarigetrany, ary antony nitolomany !

    Io olona io koa efa nilaza hatry ny ela fa tsy hirotsaka, ary tsy mitomany voninahitra na seza izany !

    Matoa izy niverina dia MARO IREO NANGATAKA NY MBA HIVERENANY, hanohy ny fanohanany. Noho izany, dia tsara angamba raha mba tsy ampitahiana amin’ny akoho ny vorondolo !

    Nisy fanontaniana napetrakao koa ry HoAiza tany ho any, momban’ilay hoe tsipaipaika.
    Nisy dia nisy tokoa io, natao ho fanohanana sy handaniana an’ Ingahy Robinson HO FILOHA REHEFA NATAON’NY SASANY IZAY TSY NAHAFAHAN’I RAMATOA RAVALOMANANA HIROTSAKA HO FIDIANA.

    Ary efa hatry ny ela koa ny GTT no NANDRAY ANJARA TAMIN’NY FANOHANANA NY TOLONA ARY IZANY DIA TAMIN’NY FOMBA REHETRA . nihevitra IHANY KOA ny hanohana an’izay tena mendrika araky ny efa voalazako !

  10. Fanamarihana :
    Ny ataoko hoe mpitarika, dia ireo be saina sy be loha na mafy loha, ireo mandidy sy manapaka, na tsara na ratsy ireo fanapahan-kevitra raisina !

  11. « ravorondolo » ilay vehivavy
    nataon’ny « sasany » ilay lehilahy

    tary zà nahita fifamelezana gtt versus mamy (via rfi)

  12. Efa hatry ny ela io ry HoAiza ary tsy mahagaga ê ! Lazaina fa « terroristes » ny GTT rehefa milaza ny marina !

    Ekena fa tena baomba amin’ny sasany, ny filazana ny tena marina ! Io marina io anefa sarotra afenina fa tsy maintsy mivoaka foana !!

    Noho izany dia ny fanaovana ny marina sy ny fanarahan-dalàna ihany, no hialàna amin’izao fahavoazana izao !

    Tahak’itony, mbola averiko eto : Ny CSC no anisan’ny tsy nanao ny asany, mba nisy fanakianana ve nataon’ireo mpitarika sa dia variana nisaosy ?

    TANINDRAZANA HIOMBONANA IO, NOHO IZANY TSY MAINTSY MANEHO IZAY HEVITRO NY TENAKO !!

    http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,814034

  13. Hay moa misy tsy mahasokatra an’io rohy io intsony !

    Ao amin’ny forum TIM : « Et l’article 20 ? »

  14. iza no afaka manazava marina momba « barbecue » tany AMBOVOMBE koa ?

    Tena lasa barbariana be ve ny sasany ?

    acte politique ou crapuleux ? ou les deux ?

  15. Le sud court le risque d’être un « no man’s land »

    Entre Roindefo et Vital ? pourquoi ne pas choisir le moindre mal ???
    D’autant que ce « moindre mal » se serait rallié….

    Attention ; la nature a horreur du vide…

    A moins qu’il y ait un kamikaze du GTT …..
    Ou un(des) allié(s) crédible(s)…

    Le TIM avec amitiés et désamitiés permanentes (voire flirts de certains avec la HAT)
    s’est un peu dynamité et a besoin de lifting sévère…

    ALLONS ZENFANTS de la patriiiiiieuhhh….. !!!!!

  16. le TIM n’avait il pas de membres ,du temps d’Albert Sylla ?

    une paix stratégique n’est elle pas envisageable ?
    Le temps devrait il pas apaiser les esprits…atténuer les rancoeurs ?

    Qui est exempt d’entorse dans sa vie ?

    SUGGESTION de roue de secours……

  17. Feu Sylla était-il un vrai patriote ???

    Ny TIM izany koa efa « nangalarin’ny sasany », noho izany tsy misy intsony ê ! Mpisandoka sisa no mbola ao, fa io antoko io efa novonoina tahaky ny famonoin’ny sasany an’ireto vahoaka malagasy !

    Matoa mbola misy ny « site sy forum TIM », dia sarotra ny manova « nom de domaine » mba hifanaovana serasera !

    Raha ny raharaha « Soatata » tany Ambovombe indray dia tsotra ny valiny ! Anisan’ny vokatr’izany hoe TANY TSY MISY FANJAKANA INTSONY, izany !

    Paolisy aza any amin’iny faritra iny, mahavita mamono mpitsara ! Révolution orange daholo izany !

    Sainte Marie ? Mbola misy mahatsiaro ny tenany ho tena tia tanindrazana ve ao ? Mino aho fa misy, fa….. tsy misy olona mandeha manazàva ny toe-draharaha sy manontany !!

    Toerana maro tsy misy kandidà ! Amin’ny fomba ahoana koa moa no hahitàna kandidà raha tonga dia ny « niveau d’études » no ataon’ny sasany critère voalohany fa tsy ny fitiavan-tanindrazana MARINA, ary indrindra ny fahadiovana ara-tsaina izay adikako hoe « honnêteté intellectuelle » ?

  18. Mba asaivo miteny aloha ho ita ereto milaza ho mpanohana an’i JLR,toa an C.Vital fa sao de mijapy sy misy ambadika fotsny ao?

  19. I Sylla dia efa KAPUT !il doit rendre des comptes ailleurs…si ailleurs il y a.

    Néanmoins un « no man’s land » est toujours facheux…

    La nature a horreur du vide
    Il y a Imbiky à Ste Marie ou ses affidés..ratsirakistes

    Des anciens TIM : ne peut on vraiment pas faire de démarchage dans le tas?

    SONDEZ la gérante de l’hotel « EMILIENNE » dont la mère fut TIM , elle avait fait ses études à Marseille me semble t il ….

    A Sainte Marie : on aime que les affaires marches dans le tourisme.
    Pourquoi pas se faire aider par le gérzant du « LIBERTALIA » ??? dont la femme est métisse ….

    On ne sait jamais……….un retour d’affection ???????

  20. misaotr an’a/toa camil tonga manoan mis ra donko ao,ar aleo av @ dr j.l.r na av @dada iany ny delegue f ts av @ ireo vao tong ireo f ts mlamina a!

  21. Miala kely ny dinika indray ity FA
    hanangana oniversite HONO I pedro « MPANOHANA NY MPANONGANA »
    http://www.tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11719&idcat=6

    Fa angaha ny Fampianarana Ambony tqsy natao hiankina amin’ny Fanjakana ihnay ?
    Raha ny hevitro dia :
    -Afaka manangana Sekoly izy, na koa Institution FA NY ONIVERSITE kosa dia miankina mivanatana amin’ny Fanjakàna Malagasy.
    Saingy ny Fikambanana »SAM and DAVE » (to read quickly) moa no mitondra ny Fanjakana ankehitriny, ka samy izay saim-patany na ry Pedro aza. Atao ahoana fa ireny no Mpivavaka kooo(MDR).Amiko dia ireny no fihavian’ny FANJANAHANA.
    Noho izy lohan’ny Fanjanahana dia miadfy sy manohana hatrany ny HAT-Radomelina hatrany ilay faikany io .

  22. université dahol no filaza azy: na kats na propest izay privé, na pub

    na ianao aza mety mi-coloniser ny … taolan-tehezanao

  23. k zay l ketrk zay,korotanin ny fampianaran d aveo avaozin ny fanjanaan(renouvel tou l 50ans »1960-2010″)fanjanaana @endrin vao2 d reo mpamadik tanindrazan reetr no mpandray anjar amzan,

  24. Mankasitraka an’ny Mpandefa ilay vao2 tsara dia misaotra ihany koa an’i Camille Vittal.
    Ny fanontaniana dia hoe: tena t@ fony tokoa ve sa satria voadona tary na nokakerin’ny
    ambohokely tiany izy , sa ity ilay Fery vao2 mihintsy no mitady HANJAKAZAKA FA BE VOLA , mahay mangalatra
    sy manodikodina volam-panjakana sy mahay mivarotra sns  » avo lenta « , no nandraisan’i ingahy Camille .V ilay fana-
    pahan-kevitra sa TENA FITIAVAN-TANINDRAZANA MARINA??????dia inona no takalony  » METY raha HISY ?? »
    Tsara ilay fanambarana satria ry zareo samy tao ihany no nahatsapa ny lesoka , koa asa izay mety ho vokany ???
    Dia ny hiiriana ny tsy hisy fandrika fa mba hitana ny teniny tokoa Izy.
    Ny zavatra tsy azoko hoe: maninona itony vao2 tsara itony no tsy avokan’i Mydago,ilay izy aza anefa efa any @
    you tube?

  25. Misaotra Rirama a!!sao dia mba i Ratsimilao ihany aza ianao io??
    mba aiza ary Bema Ratsimilao izay e???
    Mankasitraka indrindra koa ny @ fiverenan’i Ramatoa Naika , zava-dehibe ny fiverenanao Ramatoa
    satria mitady hanjaka ny voalavo fa tsy misy saka, izay no mampi-koropaka ny sasany eto tsy henatra
    tsy tahotra @ fanosoram-potaka fa nanantena ny HIGILABONA @ FITAKA SY LAINGA HAFAFY @
    dada sy ny vahoaka hatrany ny SASANY eeeeeeee
    Homba antsika Andriamanitra!! tsy maintsy mandresy ny tolona!! MODY DADA!!!

  26. Mody mody mody mody DAHOLO ê !

    – Eo ireo mody fanina
    – Eo ireo mody mitolona
    – Eo ireo mody manatsara-tena
    – Eo ireo mody milaza fa tsy maintsy manaraka ny lalàna velona daholo ny rehetra

    leo an’ilay « mody » izahay ê !

    MBA ATAOVY INDRAY HOE TSY MAINTSY MIVERINA I DADA ! FA RAHOVIANA ??? TANDREMO NY MANISA ANDRO !!!

  27. mamerina indroa manana ny antitra:

    [camp-ravalomanana-legoisme-pousse-lamateurisme-politique
    Tssss !! Mba menatra ê !]

    efa dimy taona izay,
    be koa ny toro-hevitra nomeKO teto,
    anisan’izany ny THINK TANK – brainstorming

    Variana nanenjika inona sy taiza avy ireto TOKO TELO (fomba fanomezana anarana)
    tsy MASAKA NY NAHANDRO AN!

    Mila mahay mifampiresaka, mifampihaino,
    MIFAMENO, (mifandefitra hoy i dada8)

    nankaiza ity étude, analyse, expérience k’ity?
    sa tena marina ê: ilay ‘JE suis-te’ no nitobaka be?

  28. Tanjona inona sy mankaiza avy ireto hoe « vecteurs tia-tanindrazana » ? Inona no mety ho vokan’ny fitambaran’izy ireto rahatoa ka samy mandeha sy samy mitady (seza) ?

    Roa aza toa manahirana, raha tsy mitovy ny tanjona !

    Tandremo sao dia lasa relation de Sales na Charles !

  29. ny politik teto atramzay tetezamit zay an!d nkorotanin,k maro reo fanin,k eo indrindr no mila fitandreman @reto « HIARAKA ISIKA »reto,mil ny fanaraamasontsik ,indrindr ho antsik zay manan avana any @reo tan lavtr’andriana reny(ihosy,horombe,…sns)

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *