Mandrovitsihy ny ao Ambohitsirohitra

rajoelinaFantatra fa namory ny mpomba azy ingahy Rajoelina tao Ambohitsirohitra tamin’ity androany ity, ny antony dia ny hampihavana ireo «kandidà  mpanongam-panjakana » hifanohana amin’ny fifidianana fihodinana faharoa.Ingahibe Ratsirahonana ihany koa isan’ireo tompon-kevitra tamin’izany. Mangovitra sy mihorohoro mafy ry mpanongam-pakanjakana amin’ity fihatrehena ny fifidianana ity satria fantany ny tsy fitiavan’ny vahoaka Malagasy azy ireo.. Ankoatra ireo kandidàn-dRajoelina dia misy ihany koa ny fiantsoana ireo teran-tany « karana » be vola mba hanohana azy ireo  amin’ity « ady mafy » hatrehany ity. Saika ireo mpanambola  karana efa nanohana azy tamin’ny fanonganam-panjakana ihany ireto mbola hamatsy vola be azy ireo mba hanao izay faran’ny heriny hahalany ny kandidàny. Nisy mihitsy aza ny vava tsy ambina nataon’ny « zandrikely »,  « Raha mbola izaho no filoha, dia tsy maintsy atao izay hahalany ny kandidàm-panongam-panjakana hoy Rajoelina. Izaho no nametraka ny filohan’ny CES sy ny filohan’ny Ceni-T ka tsy maintsy atao izahay fomba rehetra hahalany azy amin’ny fomba rehetra» hoy ny loharanom-baovao . Ankoatra izay dia efa mandeha ny kajikajy rehetra manomboka izao. Hisy fivoriana atao any Morondava ka handinihin’ireo lehiben’ny faritra, sefo distrika, ny delegém-panjakana isan-tsokajiny, ny adminstratera sivily mpomba azy ireo ny fomba hatao « hangalaram-bato ». Miady mafy ny ekipan-dRajoelina ny hahalany ny kandidàny.Midika izany rehetra izany fa matahotra mafy ny filoha Ravalomanana ny ao an-dapa.

Etsy andinin’izany, miandry am-pilaminana ny fampielezan-kevitra ny kandidà Robinson Jean-Louis, ary matoky tena fa akaikin’ny vahoaka.

45 pensées sur “Mandrovitsihy ny ao Ambohitsirohitra”

  1. Enga anie Andriamanitra mankahala ny ratsy rehetra mba tsy havanin-doza indray ireto jiolahy @ vangalaram-bato. Mahatoky anao izahay Ray fa tsy avelanao hanjaka eto @ty tany ity indray ny mañana sain-tratsy mandritra ny 5 taona manaraka.

  2. aza sodokan’ny hoe miady ny foza, fa samy hitambatra ireo mpanongam-panjakana ireo hiaro ny tombotsoany ary tsy maintsy hangala-bato fa ny fandraisana andraikitra amin’ny fanohanana an’i JLR no ndeha himasoana, anivon’ny fokontany sy ny Havana any ambanivohitra sy anindran-tany any, fa ataon’ny foza erikerika mahatondra-drano ny hala-bato rehefe avy eo vao ho fery lalandava mandritra ny 5 taona eo indray

  3. Mihorohoro marina satria mirangaranga sy noana be ny « pinces » ny crabes @ izao.Fa manentana ny zanaky dada hoe « araho asa ilay vavaka é » , ny marina mitavozavoza anie ka tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra é.

  4. O rey olon, dia mbola hitranga ny zavatra tamin’ny 2001?

    Tsy maninona, matoky aho fa anaty fo-fanahy malagasy ny fitiavana ity tanintsika ity
    (na dia efa ringana sy maina aza RESULTANT DU COUP D’ETAT 2009)

    aty amintsika ny saina sy fahaizana – tsy voatery diplaoma omen’i firantay!
    fa indrindra aty amintsika ny fo tena malagasy TIA TANINDRAZANA

    ny stratégies betsaka
    f’izao aza adino: t@ 2002 dia nisy ny radio MBS
    SINON
    haparitaka any rehetra any
    miaraka @ graphophone
    ny andian’olona mahatoky (sy matanjaka)
    tsy ho matimatin’ireo mpitana basy ireo

    ___

    (cf ny zanak’i Fhery aza anie hono mitondra pistolet en plein public @izao,
    sûre aho fa nomena fotsiny entana gratuitement io zazamaditra io raha teny @ INDOPAKISTANAIS no nanao izany trosa – nalaina ny entana dia i vigile an’i FheryVaovao no mandalo mandoa ny vidiny???!!!!!)

  5. Miarahaba antsika rehetra, zao ndray vao tonga eto amin’ny tanana dia mahita sy voizina hoe miady hono ny foza. Mino angamba aho fa tsy tafiditra amin’izay « cinema » vaovao zay indray isika. Moi personnellement sty mino zany aho. Matoa izay voizina misy fandrika maloto ho an’ny Malagasy indray ao. Resaka fotsiny zany, izay ‘lay antsoina hoe « facade » e! Facade asehony anao zay fa ao ambadika ny rideau mainty ao mandeha tsara ny fanapiana: admnistration, moyen public, financement occulte…. Aza hadino ny essentielle et principale amin’ny 2 tour: DADA DADA DADA HATRANY.

  6. Gaga aho namaky ity lahatsoratra navaokan’ny Solo Razafy ity, de ny mahagaga faharoa de ireto MINO io lahatsoratra io,
    efa Omanina ny sain’ny Zanak’i Dada fa raha tsy lany @ fihodinana faha 2 i JLR de hala-bato izay, Mahery alou nareo na hanao DESINFORMATION e, indrindra fa I Zokibe SOLO RAZAFY, za tsy hiteny oe marina sa diso io lahatsoratra fa eo am-pamakiana azy dia efa hita fa olona tsy mahita ho soratana intsony no nanao an’ilay lahatsoratra, de mirary soa an’i SOLO RAZAFY fa raha izao ny famoaham-baovao eto dago de tena EFA MIREFAREFA @ tany mihintsy, soa ihany fa tsy izy rehetra fa ny sasantsasany,

    hita mita mihintsy nareo fa matahotra an’i Hery @ io 2e tour, de toute façon tsy Haharesy an’i Hery izany nareo, tsy mila manana diploma de otran’i solo Razafy de afaka manao kaonty taorian’ireny 1er tour ireny.

    Mahereza.

  7. x-ray ‘zany anie ka tena mazana be amin’ny calcul e! sura lesy a! voizo handresy ny fanetriben’ny firenena fa izay no tanjona kendren’ialahy isany. Efa farany amin’ny rehetra ny malagasy amin’izao fotoana izao dia mbola misy ihany mivoy mankany ihany. Tsy hoe rehefa voalohany amin’ny fahavendranana dia voalohany.
    Fampitandremana io ataon’i Solofo Razafy io mba tsy hisy hatoritory ka hihevitra fa ny fandresena dia ho azo maimaimpoana.
    Asa no takina amin’izao fotoana izao. Efa tsy nahazo haino aman-jery ny mpandala ny ara-dalàna teo nefa dia mbola voalohany ihany tamin’ny fifidianana. Fanamafisana izay avance izay izao no hatao. Lavitra ezaka izany satria ny foza dia mandrovitsihy, hitany ireny hetsika lehibe nataon’ny zanak’i dada tsy mila novidina tamin’ny teeshurt sy vola nariana amin’ny varavarankely ireny.
    I Ra8 amin’izany tsy teto antanindrazana akory, ny hala-bato tamin’ireo birao tsy ampy fanaraha-maso efa nafonja nefa dia mbola i JLR ihany no voalohany.
    Izay fitiavan-tanindrazana nasehon’ny malagasy izay no mahatonga izao atmosphère mampivarahontsana ny foza izao ka hanaovany ity hetsika mifanohitra rehetra ity ho famitahana. Mba mieritrereta fa tsy ny halatra mihitsy no hampandroso an’ity tany ity.
    Hatreto dia mbola tsy ny mpangalatra tsara fiafara tamin’ny tantaran’ity tany ity. Asakasak’izay hiray toby amin’ny mpangalatra sy ny mpanongam-panjakana.

  8. Samy mahay zany é! Ny an’ny foza mantsiny @ izao dia ilay calcul no voizana « 21% ny JLR t@ 1er tour  » dia lazaina fa ny ambiny an’ny ekipan’ny foza daholo.Mazava ho azy fa io no tetika ampiasaina @ fangalarambato hokotrehina , @ izay dia lazaina fa lojika be ilay resultat 2e tour.Eh eh eh! samy paingotra , mitovy ihany ry solo razafy sy ry jeannot ramambazafy , ry maurice tsiavonana, ry pierre houlder .Samy mahay é….

  9. Vovoan’amboho ireny ka TSY HERY FA TAHOTRA.
    Ny famantarana aza efa niseho teny @ LANITRA ny VONJY NOENTIN’i « AVANA »
    POV FOZA !!!MAHONENA!!!MISY FETRANY NY ASAN’NY SATANA !!!TANY MASINA IO!!!
    AZA MITSAHATRA NY MIVAVAKA!!!HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA!!!!ANDRIAMANITRA TSY
    MANARY NY OLONY!!!TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!AMMMMMEEEENNNNNN…….!

  10. ka izay anie le marina e, aza haholakolaka ilay resaka fa manjary manao fihevitry solofo Razafy eto,
    Ny mahagaha ahy de ilay FAHATAHORANA an’i Hery tena hita be, tsy misy programa oe ahoana ny fomba handresena fa ny fandrabirabiana olona no be de be, tena tsy mahita aho, fa de le fambanian-tsaina no mitondra, mande aho Tananews (tananews mou de tsy mahazaka demokrasia, le admin-ny kou raha hitondra ny ekipany tsy ho loza)
    ho hitantsika eto ny valin’ny 2e tour, de porofoiko eto ny fahamarinana,

    tadidio fa ny olona nifidy an’i Hajo izany tsy hifidy an’i JLR mihintsy @ 2e tour, logika izany resako izany, fa aza mamita-tena hoa, sao tapaka lalandra eo,

    De ny olona nifidy an’i JLR 1e tour ihany no hifidy azy @ 2e tour (mety hihena aza satria mety efa kivy mialoha ny mpanohana @ ity tsy misy resaka afa-tsy fanambaniana ity no voizina eto de aleon’ny olona tsy mande mifidy fa ny andaniny kosa de hanamporofo fa arianay lavitra be nareo @ 2e .

    samia velon’aina hoziz le akama 1 zay

  11. TERENA FOTSINY IZATO IZY!!!FOMBANY IO NY AZY NO ATAONY TONGA ALOHA IO!
    FOMBA FIADIN’FOZA ,POV CON !MAHONENA!!!IZA IZAO NO MATAWATRA EO FA IZA NO NANAO
    RATSY TOKONY HATAHOTRA ETO????IZA NO NIVAROTRA NY BNI NY AIR-MAD SY NAHAFONGANA
    NY HAREM-PIRENENA SY MIVAROTRA ZAZA TSY AMPY TAONA FA EFA TAPITRA NY OMBY?????
    IZAHAY ANGAHA NIFANAIKY T@ HALATRAREO KA HIARA HATAHOTRA AMINAREO???
    IZAHAY MITOKY @’ ILAY AVO INDRINDRA TOMPONY FA TSY HAZO BOBOKA ANIO MIJORO FA RAPITSO
    MIDARABOKA MIARAKA @ FAHAFAHAM-BARAKA ARY HANEFA HATRANY @ TARANAKAREO NY TSINY.
    TANY MASINA IO RY TONTOM-BITANA ISANY a!!!99 andro ny anareo fa ilay 1 andron’ Andriamanitra no……
    TSY HO ZAKANAREO ary efa MIASA IZY MIASA HO an’ny VAHOAKANY MASINA.

  12. Aza misy matahotra fa taomy fotsiny ny olona hifidy an’i JLR ! Tsipakan’i miala aina ireo ! VAVAMBOAY MATY ! Tsy maintsy mandresy i Dokotera e!!!!!

  13. Ny hafatra ataoko @’ireo izay hiviravirain’ireo alika RERAKA ireo VOLA,
    RAISO TOMPOKO FA VOLANTSIKA IRENY VIDIn’NY HARENTSIKA NY RANTSIKA
    NATAOn’IREO SORONA HANJAKAZAKANY TOY IZAO HANITSAHANY NY ZOANTSIKA HANAPOTEHINY
    NY HASINTSIKA MALAGASY TOY IZAO! ireo no tompon’andraikitra @’izao fahavoazana mianjady @ tanintsika
    izao, RAISO FA FAIZO MAFY FA TSY MATAHO-TODY, fa ny antsia DADA MODY MANARINA NY FIAINANTSIKA.
    ADY FARANY IO! ANDRIAMANITRA AO AN-DAMOSINTSIKA aza musy MIHEMOTRA fa EFA RESY REO.
    MITRAKÁ RY MALAGASY FA AMPY IZAY JALY SY FANGIRIFIRIANA NAHAZO ANTSIKA NOHO NY NATAON’
    IREO TSY HIRAKY NY DEVOLY IREO.MAMBA RERAKA!!!!!
    TSY NISY NIFIDY IREO IZANY TEO FA ALA-BATO NAMBOA2 NO NAZAHOAN’IREO VATO ,95%n’ ny GASY NO
    MITONDRA FAISANA hatr@’zay NANGALARAn’IREO NY FITONDRANA IZAY.
    HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA!!TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA.

  14. Tsy mbola nahita olona DONDRONA tahaka io teto madagasikara ! MAHAMENATRA ! Olona tsy misy ilàna azy afa tsy hanao « gesta » be fotsiny ! Prezidà hono ! Prezidà ny PELAKA ! Mpilely forin’omby !

  15. « Tsy mataho-tody » no saika ho soratako dia lasa » TSY IRAKY NY DEVOLY  »
    esorina ilay  » tsy « .
    Mbola tsy vita Tompoko
    Toa hafa2 ilay Hilarion an???arao akaiky Ray olona a!!AFAKA MADIODIO SADY MBOLA NY
    FITONDRAM-POZA NO NIANTOKA NY LANY????
    Mba manontany anareo rehetra voasambo2-try ny FOZA Ireo aho hoe MBA NATAONY TOY IZANY
    KOA VE IANAREO izay NOVONOINA SY NOROBAINA aza????
    Dia ny FISOLELAHANY TAMPOKA IRETO RAJAKON’i DOMELINA, io mbola mazava io TOMPOKO
    ISANY fa  » domelina no nametraka an’i CES sy CENIT  » nefa dia ireo o HIRAHIRAINY. MAILO TOMPOKO
    ISANY ô!!!anisan’ny nahazo olona be mantsy HILARION tany Fianarantsoa koa ,ARAO AKAIKY Ô!!!!

  16. Eisy e, tsy mila manao enquête be, fa hita amin’izao le niveau-nareo.
    tsy hiteny aho oe ambony na ambany fa avereno vakiana le post de nareo ihany no mamaly azy,

    Porofoy ary fa tsy matahotra an’i hery nareo e, aza izy foana no atao sujet fa izay handresena atao,

    Fa averiko indray fa na inona na inona no ataonareo de tsy haharesy an’ihery @ 2e tour zany nareo.

    kou raha tsy izany ve efa amboarin’i solo Razafy ny sainareo (tsy hiteny aho Marivo salosana) fa raha resy nareo de hala-bato izay, de hitarika korontana ve ?

    amin’izay nareo vao tonga @ fitenenana malagas oe : »Ny alika enjehina fa ny kisoa lafo vidy ».
    ho hita eo e, manoratra eto fôna mandra-paha banie ahy eto ry tsy mahazaka demokrasia a

  17. POV CON !!!MAHONENA!!!!NY ALIKA IHANY NO MANALIKA OLONA!!!
    Dokoteranay sady MIRIJARIJA MITRAKA TSARA an!!
    jereo ilay FERY VAO2 fa efa MIVILAM-BAVA @ HALATRA SY LAINGA SY NY ALAHELOM-BAHOAKA.
    Tsy mahajoro tsara intsony fa mitambesatra be loatra ilay TSINY hihihihihiiiiiiiiiiiiii
    Ilay VOLA????
    HAATRA VE NO MBA HIREAREANA ?????koa no tsy nahazo voalohany akory nefa efa NAFAFY ITY VOLA
    HALATRA????MAHONENA !!!NOFAIZIN’ny VAHOAKA MIHINTSY FA MANIMBAZIMBA OLONA LOATRA.

  18. mody manao votsavotsa fanoratra ilay w-ray-BAN (fa ry densie christelle sy ny forongony ary ny cercle ihan reo)
    nefa dia:
    mametra-panontaniana ihany ny tenako: kilasy faha-firy ny niveau misy an’ity x-ray?

  19. Mba tsara RESAKA eto ery nefa ny ao am-po MAIZINA
    TANANA miosin-dRÁ , VAVA feno FITAKA,MPIVARO-TANINDRAZANA.
    VOLA HALATRA NO HIREAREANA HANDRESENA?????MAHONENA!!!!!!IZANY NO MBOLA HITONDRA
    NY FIRENENA IHANY KOA?????TANY MASINA IO KA TSY MENDRIKA OLONA TOY IZANY VELIVELY.

  20. Hoaiza ô!!efa henonao ny vao2 ???
    Afaka madio2 I HILARION sady izay indray mbola ny FITONDRAM-POZA no
    NIANTOKA NY LANY?????ny fanontaniana apetrako fotsiny dia hoe: »ireo gadra rehetra nosambotsam
    -borin’ireo FOZA ve nataony toy izany daholo???dia io koa i joelina fa mbola mana,afy fa ary MARINA
    fa izy no nametraka ireo CES SY CENIT nefa dia vao nivoaka i HILARION dia ireo no NODOKAFANY
    voalohany fa RAHALAHINY???te ho be vola toy ireo koa angamba izy sa ahoana?MISY TSY MAZAVA?
    fa ny fantatra koa dia i Mamy Rakotoarivelo dia ao aorinany izay efa FANTATRA FA FANETRY BE AO
    @ ANKOLAFY ao, koa MAILO TOMPOKO ISANY Ô!!!MISY RAHA AO!!!!!TSY MAZAVA!!ARAO AKAIKY!!!

  21. Mety tsy dia mipetraka eto madagascar angamba ianao ry X-ray! Fa tsy misy fantatrao ny réalité misy aty. Fahitako anao dia olona natao mba hiaro ny HAT fotsiny tsy misy raison fa zay! Dia mila manana diploma betsaka vao hanaiky eto Madagasikara fa raha hanao consigne de vote ny candidat iray dia hanaraka azy ny mpifidy? Tsy valable izany aty ry x-ray k’aza manonofy hoe 1+1=2. Mbola mila mandany 2 fois noho ny tamin’ny 1é tour nareo vao mety ho marina à 50% io. Tsy nisy delegué de vote ary ny 60% ny bureau mbola nahita io resulatat io, dia mino aho fa tsy vendrana ianao ka hieritreritra fa hitaza-potsiny ny zanak’i Dada amin’ny 2é tour, izay mahazo hery amin’izao fotoana izao satria mino izy ireo fa hody ventiny ny rano natsakaina malgré les différents coup bas.
    Ny mahasamihafa ny zanak’i dada aminareo anie di simple: « croyance », « conviction », « amour de la patrie ». Ny anareo interet fotsiny rien de plus. Ny tena mampalahelo dia ny mieritreritra hoe ilaina ve ny mianatra diplomé, na tsy maintsy mieritreritra lalina vao mahatsapa fa rien ne va plus depuis 2007? Ary ny tena mampalahelo dia ny mahita ireo olona nianatra, intelectuel manampina ny masony ka minia tsy mijery afatsy ny tendron’orony.

  22. Efa oe tena vendrana le Ra8 fa mbola raikitra be @ kotovelo iany ! ary tsy izy rery an ! Lalao sy Hanitra sy Rôby, ao @ daoly ! Vendrana ko ny zanak’i Dada manaraka an zany daoly !

  23. Ny fozaorana dia miady ary tena miady fa na izany aza dia mbola foa orana ihany. Mbola hiaraka izy ireo satria samy foza fisainana ka aoka isika samy vonona hiatraka daholo. Manaramaso ny fifidianana sy ny mifidy ihany no vaha olana.

  24. AZA MORA ENTANIM-PO AMIN’NY ADY IRAISANA — IZAY HAHATONGAVANA AMIN’NY TANJONA IRAISANA NO TANJONA. BE NY PAIK’ADY TSY AZO LAZAINA AMIN’NY REHETRA….EKEO FOTSINY NY FANDAMINANA AVY ANY AMIN’I RA8 FA FANTANY DAHOLO NY ZAVA-MISY ATY…..

    AZA MANAIKY AMPIADIAN’NY FOZA MIDITRA MIN’ITONY SITE ITONY E…

  25. AHOANA NO MBOLA HATOKISANA FOZA MPIVAROTRA TANINDRAZANA E….

    NY FAMPANANTENANA NATAONY – TSY MISY TANTERAKA NA IRAY AZA …FA NY MIFANOHITRA AMIN’IZANY NO BETSAKA…..NY HOPITALY NATAONY IZAY KENDRENA HAKANA RA HANOMPOANA IREO ANDRIAMANITR NY VAZAHA (BIBY OLONA) DIA TSY MISY FITAOVANA AO ANATINY….

    MISY OLONA MIVAVAKA ETO….ARY REHEFA JEHOVAH ANDRIAMANITRA NO MIDITRA AN-TSEHATRA — KANEFA MBOLA MANOHITRA AZY IHANY IANAO…..DIA HO HITANTSIKA EO NY HAHAZO NY FOZA SY NY NAMANY…..ASESI-DOZA NO FAHITAKO NY FOZA…DIA LASA MANAONAO FOANA….SY MITENITENY FOANA…

  26. NY MARINA DIA ITY = 10% N’NY BUREAU DE VOTE IHANY NO NISY NY EKIPAN’NY JLR TAMIN’NY FIODINANA FAHAROA ….IZANY HOE NY 90% N’NY BUREAU DE VOTE IZANY DIA NAHAFAHAN-DRY ZALAHY NANGALATRA —-ARY ANY AMIN’NY DISTRIKA NO TENA FANAOVANY AZY….

    HO FENO 100% NY ANTSIKA AMIN’ITY ARY VAHOAKA MIHITSY NO HIAMBINA….VAHOAKA TIA TANIMDRAZANA FA TSY VOAKARAMA…..METY HANDRAY VOLA AVY AMIN’NY FOZA NY OLONA SATRIA VOLA TOKONY HO EFA TANY AMIN’IZY IREO EFA ELA IZANY…FA NY SAFIDINY SAFIDINY FOANA….

  27. ra miaraka daol ny mpanoampanjakana d byebye robinson! tsy vitan’ny tsy fitiavan’olona ny politika rzareo a! kajikajy io! ka ra mihevitra ny handresy irery tsy miaraka amin’ny kandida hafa ny mouv ra8 d nofinofy zany. soyons réaliste qd mm. ajanony ny ambompo ts mitondra mankaiza! négocieo daolo ze kandidaka afaka iarahana mba andresena. zay ny qualité ahavoazan’ny foza anareo. iz ts manampahavalo rf t andresy f eny na tim aza reseny lahatr. nareo b ambo lotra sad diso matoky tena! d ho taraiky eo…

  28. Ho ahy manokana dia izao : endeha ataontsika fa mangovitra ny Foza ary mihakely ny hahatafita an’i Fery Vaovao noho ny « ady an-trano » vaky sy tsy azo nafenina. Nefa tsarovy fa efa mitady ny fomba hamerenana ny fifanohanana ny samy Foza ka na iza na iza ny Foza no mety ho nifandona, rehefa matahotra ny Dr Jean Luois robinson izy rehetra dia mety hiezaka hihoatra ny tsy fifankahazoana fa hampiombona ny heriny indray ! Koa « AZA MBOLA MISIOKA RAHA TSY TAFAVOAKA NY ALA AN! »

  29. Izaho nu zavatra mba iriko dia filaminana ho an’ity tanindrazana hirais-tsika malagasy rehetra na aiza na aiza no misy an-tsika. Izay lany eo akoa mba tsy hanao ilay hoe: VENGENCE…satria manahy aho mamaky ny rehetra hatrami’nizao, dia io daka sy tootndry io no tsapako raha vao tsy mitovy ny hevitrareo mireska..misy manompa, sns…Tokony hivavaka isika mba ho an’Atra irery no misafidy hametra eo ho an-tsika izay olona manana saina tena tia ireo MPIRAY TANINDRAZANA KA HANAO IZAY HAMPIJORO NY MADAGASCAR MANONTOLO..HITSINJO NY VAHOKA REHETRA TSY HIJERY TAVAN OLONA NA NY POLOTIKA NATAONY… DIA IZAY NO VAVAKA HATAOKO AMINAREO REHETR

  30. Marina ny anao ry Ivoir odette, misy mihintsy ny tsy mahazaka resaka eto ka tonga de manompa, izay angamba no nampianarana azy, asa ? aoka samy ho tompon’andraikitra ny rehetra de toute façon Gouvernement d’union nationale no nisy ka raha ny tsy fahombiazany dia ny rehetra no blâmé fa tsy oe ny andaniny na ny ankilany ihany, izao de programa ho an’ny firenena no banga de arosoy izany no debat eto, fa tsy fanompana, na fanevatevana olona, avohay le programa de voizy de hita eo na hifidy izahay na tsia.

  31. Izao ny filaharana sy fandresena par BUREAU DE VOTE, ka na Raha te-handresy i JLR de miara-miasa @ FOZA tsotra izao, nefa otrany kely finoana aho amin’izany sary izany,
    Ary tadidido oa fa na hanao consigne de vote aza i Hajo ohatra oe fidio i JLR, de tsy hanaraka izany ireo olona nifidy azy, resaka mouvance no sakana satria ny olona nifidy ny mouvance Rajoelina tsy hifidy mouvance R-8 amin’ny 2e tour,
    Otrany tsy fitiavan’ireo olona ato an’i rajoelina no tsy hitiavan’ireo olona nifidy tao amin’ny mouvance rajoelina hifidy ny olon-dr8, ka aza manonofy atoandro sao tapaka lalandra

    1. ROBINSON Jean-Louis (5.654 BV : 28,35 %)
    2. RAJAONARIMAMPIANINA Hery (4.561 BV : 22,87 %)
    3. RATSIRAKA Iarovana Roland (2.820 BV : 14,14 %)
    4. ANDRIANANINARIVELO Hajo (2.461 BV : 12,34 %)
    5. VITAL Albert Camille (1.583 BV : 7,94 %)
    6. RABEHARISOA Saraha (693 BV : 3,48 %)

    Mou le resaka oe ny frantsay de manohana an’i JLR (sources tananews) dia vao maika bdb no tsy hande hifidy mihintsy nohon’ny fahakiviana

  32. Manao monologue indray ny sasany ato, handoto ny tolom-bahoaka !

    Tohano ny foza mpangalatra sy mpamono olona ê ! Milay be ny fiainan’ny malagasy nandritry ny dimy taona !

  33. Fa iza mou no manatsara ny fianan’ny sarambam-bahoaka ?
    tsi iza r’ise fa io governemanta firaisam-pirenena io izay niarahina nitantana nadrintra izay dimy taona izay, misy solontenanareo ao raha tsy diso ny fitadidiako, koa samy tompon’andraikitra daholo @ izao fahantrana izao, sokafy le saina fa aza hidina fa manjary tsy afaka mi-raisonne fa rouillé tanteraka @ fankahalana olona,
    koa raha manana programa oa de alefaso eto, miandry aho fa mbola rst nisy namaly mihintsy izao ny programa JLR, sa tsy misy ?

  34. Niarahan-nitantana nandritry ny dimy taona ??? Resaka praograma ??? Ny famerenana ny ara-dalàna fotsiny, dia efa praograma tena milay !!

    Mba mahaiza mamakafaka aloha, vao miseho milay be amin’ity resaka fiainam-pirenena ity ê !
    Vita sonia TAMIN’NY SEPTAMBRA 2011 NY FDR, vao nihiditra tamin’ny fizaràna ny fitantànana ny movansa Ravalomanana ! Na dia izany aza, ny asa ratsin’ny foza tsy nitsahatra, fa dia nanao izay danin’ny kibony ny foza mpanongam-panjakàna, ARY TSY NAMPIARINA ANTSAKANY SY ANDAVANY ILAY TONDROZOTRA !

    Ny fantatry ny rehetra fotsiny, dia tanteraka ny fanirian’ilay domelina ! Mba nahazo titra prezidà ! Ingahy Prezidà pas plus nul ary tena mahay !

    Ary ny famonoana olona tahak’itony, dia misy resam-poza maizimaizina ao ambadika ao fa tsy resaka asan-jiolahy mpangalatra ! Tampenana mandrak’izay ny vavan’izay mety hanelingelina, izay mahafantatra zavatra betsaka !

    Ny mampalahelo dia ain’olona no nafoy ! I Ratompokolahy mba nieritreritra ho lany depiote sy « hanatsara ny farim-piainany », na dia tsy nahazo 5 % akory aza ny MDM !

    Ho avy indray mantsy ny fanasoketàna sy ny fanendrikendrehana, dia ho lazaina indray fa hoe ny movansa Ravalomanana no matahotra mafy an’ity mpifanandrina ity !
    Ekena fa nanimpy resaka maha lasa saina ihany ilay mpanao gazety, ka nilaza fa hoe « Un voisin n’était pas encore rentré chez lui lorsque le pire s’est produit ».
    Na io resaka farany io aza, dia tsy hitako izay antony nandroatan’azy.

    http://www.lexpressmada.com/ambodin-isotry-madagascar/48224-un-candidat-aux-legislatives-tue-de-cinq-balles.html

  35. Zao no lazaiko antsika zanaky i DADA rehetra.Aza mety rangitiny ireo FOZA manao lohan-devoly ireo fa aleo izy hitatatata haotrany ny alika romotra eo.Fandragintana fotsiny izao a

  36. Efa fanta-poko fantam-pirenena fa na ry TGV nilaza hatraminizay woe: tiany ny vahoaka an’Antananarivo, dia aiza ilay woe tian’ny ny vahoaka an’Antananarivo izay é, fa raha vao ny olona no tsy nahazo vato betsaka teto andrenivohitra, dia AKOSOM-BOLAMENA MAMIRATRA JERENA.Raha izaho manokana RASAMY aloha dia mandaitra anahy intsony ny vavanireo FOZAORANA ireo, arakilay fiteny woe: HENOIKO ATO DIA HAVAOKAKO ATO.Fa ny ahy dia misy fitenenana marina ao BAIBOLY manao woe:MINOA FOTSINY IHANY, ARY NY FINOANAO NO HAVONJY ANAO,ny ahy dia izay ihany, ny ankaotrizay lasany NY RANO.Ary marina mihitsy izany woe mangovitra sy mipararetra ry zareo mianakavy aminizao fotoana izao, satria na teo aza ny hal-bato nataony ry zareo dia mbola i ROBINSON/RAVALOMANANA ihany no mbola mitarika, ka hanatra ho any delegue antsika no tsy maintsy mameno tanteraka ny eto MADAGASIKARA, izany woe tsy 60% intsony fa 100 ISAN-JATO.

  37. Dia mahagaga ahy ny lahatsoratra toy itony izay manao fihetsika zaza miady ka dia miteniteny foana tsy ampieritreretana. Entim-po fotsiny ilay mpanoratra, toy izany koa ireo mpanao commentaires sasany izay mahavita miteny ratsy mihitsy. Tsy misy fanadihadiana fa dia manaratsy, manaratsy, dia ny toy izao ve no heverinareo fa handresen-dahatra ny Malagasy? Raha izany no hevitrareo dia tsy mifankaiza amin’ireo lazainareo fa « mpanongam-panjakana » fa mbola ambany saina lavitra aza. Raha te hiavaka ianareo dia miavaha amin’ny tsara fa leo izahay!!!

  38. dia ity resaka fitanisana toko sy andininy ao am baiboly ity koa re mba ajanony rehefa manaratsy olona sy miteniteny foana ianareo à! Ianao izao RASAMY dia miteny hoe « FOZAORANA » avy eo mitanisa baiboly !!! Tsy hay intsony re zay tena foza à! Avelao ny fifidianana no hamaritra ny zava-drehetra fa aza mandany andro mifanaratsy eto!

  39. DEGAGEZ cette photo d’avorton .

    Ce « mecqueton » n’est vraiment pas « fini » , ni intellectuellement , ni physiquement ,
    saribakoly-kelin’ i Ratsiraka….

    Juste un DJ qui exercera à l’ile Maurice bientôt ???

    et encore !!!!!!!!!!!!

    LA HONTE DE LA NATION

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *