MISY MIKETRIKA NY TSY HISIAN’NY FIHODINANA FAHAROA

Herinandro vaovao indray no diavintsika. Na dia somary nangingina aza ny fanehoankevitra politika tamin’ny haino amanjery ny faran’ny herinandro teo dia nisy ihany ny fivoriana niafina nataon’ireo mpanao politika sasany. Araka ny fantatra dia nivoaka nankany amin’ny Nosy Maorisy Rajoelina mivady nandinika ny paikady rehetra hanalavana ny tetezamita. Araka ny loharanom-baovao ihany koa dia nantsoiny hihazo an’I Maorisy ny jeneraly Baomba sy ny manamboninahitra ambony iray ary kolonely iray. Inona no konikonon’izy ireo ?

Araka ny loharanom-baovao dia nahazo hafatra avy any Frantsa ingahy Goldblatt ny amin’ny tsy maintsy hitadiavana hevitra amin’ny fomba rehetra hanemorana na hanajanona ny 2eme tour raha tsy izany dia afindra toerana ny tenany.

Mety hifandraisany amin’izay ve ny fanambaran’ny “collectif des candidats” tarihan’ny Voninahitra Jean            Eugène fa tsy eken’izy ireo ny mety ho vokam-pifidianana ho avy eo ? sa dia vavan’ny maty an-drano fotsininy ihany izany.

Vaky ny ady eo amin’ny samy mpanohana ny tetezamita , kandida hery, Hajo,Vital, raha nandefa hafatra ho an’nykandida Hajo ny hanambarana ny hery amin’ny fanohanana an-dRajaonarimampianina ingahy Ratsirahonanana, fa tsy izay intsony ny mahamaika fa ny fijerena ny ho avy politika. Dikan’izany dia efa tsy mandray baiko avy amin-dRajoelina sy Ratsirahonana  intsony Hajo.

Niady mafy ny mpitondra tetezamita ny hanohanana an’I Hery ary nisy ny fifandresen-dahatra teo amin’ny Camille Vital sy ny mpitondra tetezamita. Taorian’ny fivoriana teo amin’ny roa tonta dia tezitra mafy ny talen’ny fampielezan-kevitr’I Vital. Dikan’izany dia tsy mitovy intsony ny tadin-dokangan’izy ireo.

Etsy andanin’izay, amin’ny fotoana hanoratanay izao  dia tsy mitsahatra midina ny voka-pifidianana ho an’ny kandida Robinson 23% izay navoakan’ny Ceni-T, mampanahy ny be sy ny maro ny hosoka sy ny halabato. Mampanahy ihany koa ny fahanginana eo anivon’ny kandida Robinson mikasika izany. Efa naneho ny heviny manko ny vahoaka tao anatin’ny fihodinana voalohany ary anjaran’ny ankolafy sy ny kandida no tokony hiaro ny hevitry ny vahoaka.Na izany aza dia efa matoky tena ny zanak’I Dada  fa efa tafiditra ao anatin’ny fihodinana faharoa ary dia efa miatrika amin’ny fanomanana izany.

 

16 pensées sur “MISY MIKETRIKA NY TSY HISIAN’NY FIHODINANA FAHAROA”

  1. Ny ahiahy dia betsaka nefa kosa tadidio fa Andriamanitra efa mihaino ny feon’ny Vahoaka – Ary izaho koa dia matoky fa Andriamanitra tsy miaro ny ratsy – raha tena mivavaka marina isika , tsy maintsy lavo foana ny ratsy tompoko.

  2. indray é.Tsy mety miakatra intsony ity.

    08h00>CENIT : Béatrice Atallah, présidente de la Ceni-t affirme que son équipe a redoublé d’ardeur et travaillé sans relâche au cours du long week-end de la Toussaintpour changer les résultats du scrutin en faveur de nos favoris, ceci pour éviter les trop pourcentages du fameux docteur jean-louis Robinson .je puis vous assurer que tous les membres de notre équipe n’ont pas le coeur à l’ouvrage parce qu’il s’agit pour nous tous d’un devoir non patriotique » a-t-elle souligné.
    Date : 05/11/2013
    07h50>TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 17.767/20.001. Taux de participation 61,78%. Jean Louis Robinson 22,03%. Hery Rajaonarimampianina 15,58%. Hajo Andrianainarivelo 10,15%. Roland Ratsiraka 8,90%. Camille Vital 6,72%. Saraha Georget 4,50%. Edgard Razafindravahy 4,42%.
    Date : 05/11/2013
    07h20>TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 17.754/20.001. Taux de participation 61,78%. Jean Louis Robinson 22,03%. Hery Rajaonarimampianina 15,58%. Hajo Andrianainarivelo 10,20%. Roland Ratsiraka 8,90%. Camille Vital 6,72%. Saraha Georget 4,50%. Edgard Razafindravahy 4,43%.
    Date : 05/11/2013
    06h50>TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 17.601/20.001. Taux de participation 61,74%. Jean Louis Robinson 22,15%. Hery Rajaonarimampianina 15,63%. Hajo Andrianainarivelo 10,20%. Roland Ratsiraka 8,58%. Camille Vital 6,76%. Saraha Georget 4,52%. Edgard Razafindravahy 4,45%.
    Date : 05/11/2013
    05h30>CENI-T : Rotation des équipes de saisies et de confrontations au siège de la CENI-T à Alarobia. Petite pause également dans la publication des partiels. Aucun procès verbal physique n’est arrivé au siège de la CENI-T dans la soirée.
    Date : 05/11/2013
    04h50>TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 17.594/20.001. Taux de participation 61,75%. Jean Louis Robinson 22,15%. Hery Rajaonarimampianina 15,63%. Hajo Andrianainarivelo 10,19%. Roland Ratsiraka 8,58%. Camille Vital 6,75%. Saraha Georget 4,52%. Edgard Razafindravahy 4,45%.
    Date : 05/11/2013
    04h10>TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 17.581/20.001. Taux de participation 61,75%. Jean Louis Robinson 22,16%. Hery Rajaonarimampianina 15,63%. Hajo Andrianainarivelo 10,19%. Roland Ratsiraka 8,58%. Camille Vital 6,75%. Saraha Georget 4,52%. Edgard Razafindravahy 4,45%.
    Date : 05/11/2013
    03h50>CENI-T : Les saisies au siège de la Commission électorale nationale indépendante sont à l’arrêt depuis maintenant un peu plus d’une heure. Près de 18.800 PV sont en effet actuellement saisis, et la CENI-T reste dans l’attente de l’arrivée des PV en provenance de plusieurs bureaux de vote répartis sur 6 districts. Ces PV qui tardent à arriver sont essentiellement en provenance de la région sud de Madagascar. En revanche, les confrontations continuent de se faire.
    Date : 05/11/2013
    03h30>TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 17.560/

  3. TSY METY MIAKATRA INTSONY

    s’abonner au flux des dépêches s’abonner au flux des dépêches
    09h00>NOSY BE : La tension monte d’un cran entre la gendarmerie nationale et les militaires de Nosy Be. Cela a trait avec les récentes attaques à main armées perpétrées ces derniers jours dans cette île. Aucune déclaration officielle n’a toutefois été faite jusqu’à l’heure actuelle.
    Date : 05/11/2013
    live>08H56 PROCES VERBAUX : les procès verbaux venant de Belo sur Tsiribihina arrivent en ce moment même à Alarobia.

    Date : 05/11/2013
    08h40>TENDANCES CENI-T : Récapitulation nationale. BV confrontés 17.774/20.001. Taux de participation 61,78%. Jean Louis Robinson 22,02%. Hery Rajaonarimampianina 15,58%. Hajo Andrianainarivelo 10,15%. Roland Ratsiraka 8,90%. Camille Vital 6,72%. Saraha Georget 4,50%. Edgard Razafindravahy 4,42%.
    Date : 05/11/2013
    08h30>CENIT : L’article 121 de la Loi organique N°2012-005 du 22 mars 2012, fixant le délai de la proclamation du résultat de la Ceni-t à 10 jours après la date du scrutin n’a pas été respecté. La Cenit-t explique que les bulletins de 114 districts sur un total national de 119 étaient parvenus à Alarobia. A titre d’exemple : la totalité des bulletins des 25 districts des régions d’Analamanga, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra (dans la province d’Antananarivo) ont déjà été traités. Tout comme l’ensemble des bulletins des provinces d’Antsiranana et de Fianarantsoa.
    Date : 05/11/

  4. Inona no tena ilaina ny cenit e! hangalambato ve ? satria raha jerena ny asa nataon-dry zareo dia tena zero ny resultat , ny listra fifidianana ? be no latsaka , ny olona niasa nanazava ny buleta tokana , toa tsy hita tabilao , ny vokatra fifidianana , iray volana vao mivoaka , ny vokatra avoaka amin’ny haino amanjery tsy isaky ny birao fa isamparitra tsy misy mihitsy ny mangarahara , ka inona no ilaina ny cenit ? izao indray hasaina manarina ny fahadisoany ny cenit eo amin’ny lisitra , tsy mahavita miady hevitra akory mba miaro ny malagasy izay very zo nohon’ny cenit fa resy eo hanatrehan’ny PNUD , ka inona no ilaina azy e!
    Izahay izao niheritreritra hoe amin’ny fihodinana faha roa , dia aza atao buleta tokana , fa aleo hiverina toy ny taloha, buleta misy ny sary ny kandida tsirairay mitokana no arotsaka dia asiana ilay isa fotsiny eo ambany dia izay

  5. Ny CENIT tompoko dia natao hikarakara fifidianana, mba ho ren-tany sy ren-danitra ( bjr RAOZY ), fa NY MALAGASY DIA TSY TIA FIRENENA ARA-DALÀNA, MILAMINA ARY MANANA NY FIANDRIANAM-PIRENENY !

    Latsaky ny 25 % no nifidy an’ny Dr Robinson, ary tsy nandefa délégués akory ny mpiaro ny ara-dalàna satria efa fantany fa tsy nilaina izany !
    Ireo tompon’andraikitra tsy nandeha nanao fampielezan-kevitra, fa nanao lakaoly be niaraka tamin’Ingahy dokotera sy Ramatoa Ravalomanana fotsiny, amin’izay dia mba fantatry ny olona !

    Fehiny : Tsy ny CENIT na ireo mpanongam-panjakàna ihany, no manao zavatra tsy mety !

  6. Tsy mba fomban’i Dr Robinson ny mitabataba ka mino aho fa MIASA izy ary tsy
    hamela izao ho moramora fa kosa isika tsirairay dia tokony mandray ny adidy TANDRIFY
    NY TSIRAIRAY.Izao dia efa manamarika sahady ny ZAVATRA HIANDRY AN’i Dr RAHA IZY NO HITONDRA EO.
    Efa sedra ho azy izao koa ataoko fa efa VONONA NY HO @’IZAO IZY.
    AZA MITSAHATRA NY MIVAVAKA FA NY VAVAKA NO MANOVA ZAVATRA, hoy Neny.
    HOMBA ANTSIKA LALANDAVA ANDRIAMANITRA.
    TSY MAINTSY HISY KOA NY FARANY.

  7. Io kitapo latsaka avy amintsika fa tsy ny FOZA VELIVELY,
    izy ireo manararaotra ny HAGEGENA SY TSY FAHAMATORANA MISY
    FOTSINY, zaarany aza MARATRA, ny an’i Beatrisy BIZINA MANARAM-PENITRA , izay no hidirany ao
    @ Cenit io fa tsy inona???KITAPO LATSAKA!!MILLIARA ANIE NO MITOSAKA AO e!!!aiza indray no hisy
    ohatra izany???

  8. Vao tsy ela (na dia efa nolazaina aza fa bankiropitra ny Firenena) no mbola nomena 33 miliara indray ny AIR MAD-N’i fery vao !
    Tsy vola izany !!!

    « Izao dia efa manamarika sahady ny ZAVATRA HIANDRY AN’i Dr RAHA IZY NO HITONDRA EO » !

    Izany hoe ho baoridelina be tsy misy tahak’izany ! Tsy hanaiky hiala mora ireo very fihinànana !!

    Fa mba manana anjara sy adidy amin’ny famerenana ny ara-dalàna ve ny vahoaka ? Sa dia omby mivanaka lava, mijery ny fiara sy floarà mandalo, ary koa mitsiky vendrana fotsiny rehefa mahita vorona manidina ( tsy resaka frômazy io an, mdr ) ?

  9. Raha mieritreritra indray aho dia hoe tratra aloha ny tanjona voalohany ny hanaovana ny 2é tour. Manomboka eto dia hafa indray ny donne satria tsy valable aty Madagascar ny hoe hanohana an’izatsy ny candidat iray dia manatena ianao fa ho azonao daholo ny vatony. Tsy maintsy nampidinin-dry zareo ny tauxn’i JLR mba hanomezana fausse impression hoe 1+1=2 amin’ny 22 tour. Ny tokony tsy maintsy atao ary haingana izao dia ny miredresser ny lesoka rehetra tamin’ny 1è tour, mi-decortiquer ny resultat ary mamoaka strategie vaovao. Mino aho fa ao anatin’izany tanteraka ry zareo tomponandraikitra. Raha misy ny hosoka tsy mety ao dia avohay ho hitan’ny vahoaka satria ny vahoaka tsy tia an’izany ka hanome rariny bebe kokoa amin’ny 2etour. Ary ho antsika mpanohana rehetra dia entano entano entano, reseo lhatra ny manodidina rehetra ary sama mahereza.

  10. @KintanaMananDrambo
    Izy aloha dia ho izay mihintsy e!
    Hanao politique de la terre brûlée-reo!!! Toy ny nataon-dratsiraka sy ny tariny!
    Ny zavatra tokony ho hezahina ny tsy hahatafavoaka an’ireo handositra any ivelany…
    Mila giazana ny volan’ireo: mpangalatra fahefana, bois de rose, mpivarotra tanindràzana, corrompus jusqu’aux os ireo!!!

  11. 16111

    Robinson Ravalomanana dia tsy maintsy mandresy

    Na teo aza ny fangalaram-bato nisesisesy
    Natao daholo ireo fika ratsy,fanondikodinana vato tany ankodahoda rehetra tany
    Fa ny marina tsy mba maty raha mbola tany koa ny tany
    Efa fantatra dieny izao na mihena foana aza ny porisantazy, iza no hanao 2éme tour
    Tsy misy hatahorana aloha hatraminizao fa i Dokotera Robinson dia vonona toujours
    Ka hafatra ho antsika rehetra délégué iray manontolo
    Ampy izay ny tandrevaka hatraminizay, tsy nandianana nameno ny B.V.izay tena fahadisoana

  12. Soa lavo ahay hamindra.
    Kintana a!!! efa nanao izay ho afany ny VAHOAKA, eto dia tsy ny VAHOAKA INTSONY.
    Ao @ MPITARIKA MIHINTSY NO MILA SINTONINA KELY NY SOFINY FA BE MARENINA SA
    FANAINIANA SA VOAVIDY???tsy fantatra intsony???
    Neninoro
    Izao teninao izao mihintsy no mahatonga ireo foza HIAFATRAFATRA toy izao koa avelao fa efa KENDA REO!
    kenda ny vomanga nasesiky ny tanany, izy samy izy ihany no hamita ny tantara fa aza maika.
    IO FA TSISY HITA EO @ MAGRO IREO MPITARIKA,MPITARI-BATO VILAM-BAVA ISANY.
    Efa manomboka HIADY SEZA SAHADY NEFA NY FIFIDIANANA AZA ITY TSY TAFA.

  13. Marina ny voalazan’i Solo Razafy tery ambony – @ny ampahany. Diso ny filazana ny fangalaram-bato ataon’ny CENI-T. Hitantsika rehetra fa eto Antananarivo, any Bongolava ary any Alaotra Mangoro ihany no mitarika ny kandida JL Robinson. Mazava hoazy fa tsy maintsy midina ny isan-jatony satria miha-miakatra ny PV avy any amin’ny faritany (jereo ny isanjato azon’i JL Robinson any amin’ny faritany dia hangovitra ianareo).
    Aoka tsy hanisy korontana isika. Raha analyse politique ny atao dia mety. Fa tsy ho lasa lavitra kosa raha entina resaka fanatisme ny hiderana an-dRavalomanana sy ny forongony.
    Fiangaviana ho an’ny mpanao gazety Solo Razafy : Tsara raha mba manao recoupement ianao alohan’ny handefasanao vaovao fa tsy manaparitaka lainga fotsiny.

  14. Mety tsara ny hevitry Ritsoka eo ambony. Ny fanatisme sy ny  » émotion  » tsy voafehy no mahavery ny malagasy. Mbola mianatra politika mangarahara sy madio ny malagasy rehetra raha ny tena marina.

  15. Miteny irery indray!!!hihihi
    MAHONENA!!!!tena izay ve no izy???
    Tena marina fa raha i kotovelo no natolotra teo dia tena be mpifidy be dia be ôô!
    indrindra ny tany @ sisiny hihihihihiiiii MAHONENA OAH!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *