NOSAMBORIN’NY ZANDARY IO HARIVA IO NY CT HILLARION RARISON

Hillarion RAHARISON

Hillarion RAHARISONAraka ny loharanom-baovao marim-pototra azonay dia nosamborin’ny zandary io hariva io tao amin’ny Magro Behoririka ny CT Hillarion avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana.Eny Fiadanana no misy azy amin’izao hanoratanay izao, efa tonga eny an-toerana ihany koa ny mpisolovava azy. Inty ny sariny farany teny amin’ny Magro androany.Ny fantatra dia noho ny kabariny momba ny filohan’ny CES no anton’izao fisamborana izao.

22 pensées sur “NOSAMBORIN’NY ZANDARY IO HARIVA IO NY CT HILLARION RARISON”

  1. Hanomboka ‘zany ny fanakorontanana fa tsy laitra loatra ny valin’ny fifidianana ho avy eo ?
    Hisy raha ‘ty marina!

  2. Ny olon-tsotra maneho ny heviny samborina nefa ny dahalo mamono olona eny atsimo tsy sahy henjena ! Mba menatra reto zandary mpilely forin’omby reto a! Izao raiso ny IP ko dia sambory raha sahy ianareo zansary Gestapo ireo

  3. mitohy ny loham-boto, vola very maina io fifidianana io fa tokony manadio rivotra hiainana aloha ny malagasy, hazaina ny foza dia harotsaka anaty rano mangotraka mavaivay. Izay aloha fa ianareo manaiky ho lalaovindreo be mainty sy be fotsy ireo hinanany ny harena, ny foza mandroaka ny tai-nifiny dia faly sy mandady.
    efa ela mbola tsy tonga saina daholo ihany.

  4. Ireto zanak’i dada ireto dia lasa kaondrakaondrana mihitsy an! Efa matahotra ny ho resy dia efa manevateva olona sahady! Mendrika gadraina mihitsy ingahy Hilarion iny a! Tena vendran’olona miteniteny foana mihitsiny!

  5. Ialahy ry denise no tena mivadikatidoha ka ny olona no lazinialahy fa kaondrana?
    Tena marina mihitsy fa ry voninahitsy mpangalabary aza io manaratsy sy manery ny ces tsisy resaka nefa maninona ny hafa no samborina. fa ny anialahy ry Denise ny aiza no misaina a? sa tsisy atidoha sa kely loha? Dia faly mandrangitra olona eto fotsiny ialahy nefa ny tenanialahy aza tsy hitanialahy! Ndana mba mijery fitaratra dia manongoa tena fa tena fozatay io itanao @ fitaratra io rehefa mijery ianao! tsy fozaorana fa foza tay!!!
    Vonjeo rey olona fa lasa adala i Dénise a! Tafavoaka teny Anjanamasina dia mirediredy eto amin’ny forum eto.

  6. Ireo miaramila vongatay ireo no tokony mila faizina indray mandeha fa tsy mahay mipetraka. nisy mafy toa an’i charles ve fa iny itanareo iny ny tohiny.
    Mbola ho avy ny anareo miaramila vongatay ireo fa tohizo hatrany!

  7. Efa manomboka izy io eee;hita mihintsy hoe manao loham-poza tsy mahatanty faheresena,anareo ny aller fa anay ny retour eeee,mpamosavy milevina amoron-dalana hianareo ka mahatatesa valin-kitsaka;ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina,samy mbola ho tsaraina avokoa isika rehetra!!!!!!!

  8. Ça commence, et ca va continuer « intimidation! intimidation à outrance » Satria hoe resy izy amin’ny fifidianana de homeny anao maimaipoana io. Mbola averiko foana fa HAT no iresahanao ny logikanao tsy logikany. Naka ary izy nanao ny tsy fanao vao maika hoe hiaro ny efa azony, mbola pire noho io no ho avy eo. Mila mivonona isika ary mila mahery satria tsy vitan’ny oah oah oah izay. Samia ho tahian’ny Toompo.
    Pour le 2è tour, pourquoi pas négocier avec Camille Vital?
    Je réclame toujours le retour de NAIKE ELIANE

  9. Aoka isika ho mailo fa misy VOAVIDY sahady hanely ato ny momba ity
    vato HALATRA azon’ny FOZA no atao hirahira ato fa HANDRESENY???
    Valim-pifidianana nanmboamboarina io no mba VOIZINA eto fa ny foza no aharesy???
    Raha tena marina TSISY OSOKA SY ALA-BATO IO VALIM-PIFIDIANANA IO DIA HEKENAY, na koa TSY NISY
    OLONA NOVIDINA MANOKANA HATR@ TATO @ ANKOLAFY RAVALOMANANA TATO AZA.
    AZA MIAKAPOKAPOKA FA RAHA SAHY DIA AZA MANGALATRA e!!!!MAHONENA !!!!

  10. Le régime putschiste a fermé depuis 77 chaînes de radios et de télévision. Aussi on n’est pas entonné de voir cette arrestation. Comme nous sommes en période de pré-campgne du 2ème tour, il faudrait saisir la presse international. Nous vous invitons donc d’éclairer sur ce sujet la presse européenne, américaine,… et ce pour nous rendre utile

  11. Na inona na inona fanampenam-bava dia TSIAHY efa nolazain’ny gazety ity: misy olona membre ny CES tafiditra ao anatin’ny 109 sanctionnés.

    na nisy aza ny levée de sanction (injuste et dictée par la France), dia tsy manala azy @ maha putschiste azy izany ;izay nahatonga ilay santion internationale (je cite les raisons de la sanction):

    « personnes ayant participé au putsch ou ayant bénéficié du régime putschiste… »

    Tafiditra anatin’io bénéfices io ny trafics (qui s’est ensuivie après le pustch) dénoncer-ny communauté internationale; fa tsy hoe nadray basy na nanakarama jiolahim-boto handoro trano t@ 2009 ihany. Misy olona tsy hitanareo loatra t@ 2009; tsy renareo nietraketraka (qui n’était et n’est pas un personnage public); tsy fantambahoaka, nefa tafiditra ao.Ohara: fianakavian’i général DESIRE RAMAKAVELO.

    Ny dikan’io tompokolahy sy tompokovavy dia TSY HO NEUTRE na oviana na oviana ireo olona membres ny CES ireo, satria nanongam-panjakana na hisambotra CT sy olona rehetra milaza izany ny HAT.

    L’arrestation du CT Hilarion a eu l’effet contraire: vao maika mampatsiahy antsika rehetra fa tsy neutre na oviana na oviana ny CES.

    Avertissement hoan’ny HAT koa ity hoe: ahavery vatonareo @ fifidianana ny hetraketraka toy izany.

  12. Tokony ho raisin’ny ankolafy Ravalomanana toy fanakorotanana sy fampihorohoroana izao ka entina eny @ tribonaly. Aleo koa hiady eny @ fitsarana fa tsy ampy intsony ilay eny @ MAGRO. Henjihina @ izao ny zanak’i Dada fa ny foza tsy misy voakitika. Jereo itony tsy fanarahan-dalana nataon’ialay fery, nefa dia mbola eny izy eny.

  13. Avelao hanao ny safidiny @ conscience-ny électorat an’i Camille Vital @ 2nd tour.

    Inona no antony nosafidianan’ny an’i Camille Vital? Inona no anton’ny nisafidianan’i olona tany @ Sud est an’i Noelson William? Maninona ny région Sofia no nifidy an’i Razafimanazato Julien? Focus sur leur campagne . Dikan-teny un peu d’humilité et revenez sur ce qu’ont dit ces gens).

    Aoka hazava @ nombril ny sphère dirigeante ao Tana – attention je n’ironise pas sur ethnie, je cite une région avec la sphère dirigeante qu’elle soit des côte ou des terres centrales – fa MI CHOQUER OLONA MARO ATY @ PROVINCES IO POLEMIQUE t@ CAMPAGNE « 95% ny BUDGET RESTE AU POUVOIR CENTRAL ET 5% AU RESTE (des régions) ».

    Bado be angamba aho, je n’ai rien compris à l’affaire, mais sachez qu’une partie de l’électorat le perçoive ainsi. Ce n’est pas une question de tribalisme (je suis des Hauts-Plateaux, vous avez raté le coche!), c’est une question d’équité et de bon sens, et de gage de paix sociale.

    Revenons aux candidats de régions [N° 37, 10, 5, 28, 40):

    Tsy dia ilaina akory ny alliance publique qui n’est finalement qu’un effet d’annonce sans effets certains à ce que l’électorat en question suive les instructions de leur chef de file.

    Misy revendications spécifiques angamba ao, fa tsy vote ethnique FOTSINY, araky ny nolazain’ny gazety.

    Revendication n’est pas synonyme de haine tribale.

    Na firenena mandroso be toy ny USA ireny aza dia viser large l’électorat, si le Président est originaire de l’Est, le Vice Pdt doit être de l’ouest. Si le Pdt est du Nord, le VP doit être du Sud. izay no fanaondry zareo aamerikanina, en général. Tsy resaka tribalisme izany; le pouvoir se partage: on décide ENSEMBLE.

  14. COMITE DE SOUTIEN POUR JEAN-LOUIS ROBINSON
    REUNION CE 10 NOVEMBRE A 15H AU 6, RUE DE L’ISLY-75009 PARIS M* SAINT LAZARE – FRANCE

  15. Ho an’i Mamy !

    Firy ny isan’ny manam-pahefàna voafidy amin’izao fotoana izao ? Tsy misy araky ny fantatro, satria toa olona notendrena daholo sisa !

    Olona manaiky an’izay baikon’i domelina sy ny namany ! Tsy amin’izao fitondrana izao no hahitanao « décentralisation manarapenitra » ! Tsy sarotra ny manazàva an’izany amin’ny vahoaka !

    Lazao ny vahoaka hanamboatra ny toe-tsainy koa, na aiza na aiza no misy azy !

  16. Tsy manak’ambara afa tsy tokana aho : « Leo an’ireo mpanongana ireo fa ndao hitady hevitra hamotehana azy ireo! » Potika ny tany, potika ny vahoaka. Dia iza indray no ho samborina amin’ny manaraka ?

  17. diso izay olona mitady hampitovy an’i etazonia sy madagasikara

    ny fisainanan’ny olona mifanerasera aminao raha vao miteny ianao hoe: misy vazaha (=fotsy) ny mpiray tanindrazana aminay, tonga dia mihiratra ny masony satria ny fahafantarany an’izany dia fanandevozan’ny eropeana

    dia olona iray toa an’i Vital ve?
    toa nianatra tao @ Lycée Ampefiloha iny, fa tsy revin’ny sasany
    satria tsy misy taitsa TSIA subjugué aminy ny olo

    mbola phenomène blanc no mahatonga an’iny hitarika tetsy na teroa.
    PIRATE MIHAJA no fieritreretako an’iny!! Mitady olona hifandom-bera hiaraka miaraka @ VERRE de WHISKY

    Mbola raiki-tapisaka eto ny Padesm,
    firifiry moa ny fitenim-paritra mampiasa teny FIRANTAY

    T@ 2002, dia naleon’ny olona tany @ faritra SAVA mihaino hira teny FIRANTAY
    toa izay hira merina!
    ______

    itony no répercussion percussion famotehana programan’asa natolotry ny coup d’état,
    MILA TRANDRAHANA :
    http://www.tananews.com/asides/pauvrete-74-des-jeunes-malgaches-sont-affectes/

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *