LALAO RAVALOMANANA : NANEFA NY ADIDINY VAO MARAINA

2013-12-20 LALAO RAVALOMANANA VOTE à FARAVOHITRA16

2013-12-20 LALAO RAVALOMANANA VOTE à FARAVOHITRA16Nisokatra tamin’ny 6ora maraina ka hatramin’ny 5ora hariva ny biraom-pifidianana manerana ny Nosy araka ny voalazan’ny lalam-pifidianana. Tonga nanefa ny adidiny tahaka ny olom-pirenena rehetra Ramatoa Lalao Ravalomanana, sy   Tojo Ravalomanana .Vao tamn’ny 6ora sy iray minitra dia efa tonga tetsy amin’ny lisea Julles Ferry Faravohitra nanantanteraka izany adidiny izany izy ireo tao amin’ny  biraom-pifidianana laharana  101.701.300. Miavaka ity fifidianana ity satria dia miaraka ny fifidianana filohampirenena fihodinana faharoa sy ny fifidianana solombavambahoaka, eto amin’ny boriborintany voalohany dia miisa 32 ny kandidà depioté ka ho an’ny movansy Ravalomanana dia ny Me Hanitra Razafimanantsoa no kandida solombavambahoaka . Navitrika vao maraina ny mpifidy teto satria  tamin’io fotoana nandalovanay teny dia  filaharam-be no tazana teny an-toerana. Midika izany fa vonona hiatrika ny fiainam-pirenena   tanteraka ny vahoaka Malagasy ary anisan’izany i Neny Lalao Ravalomanana izay nitarika ny mpifidy hanefa ny adidiny.

Tonga nanefa ny adidiny ihany koa tetsy EPP Ambohimiandra ny kandida dokotera Robinson Jean-Louis io maraina io.

Dr Robinson

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Dr Robinson2

73 pensées sur “LALAO RAVALOMANANA : NANEFA NY ADIDINY VAO MARAINA”

  1. Mankasitraka Neny aaaaa,za alou mbola miasa fa aveo zay mamita adidy eeeee,Ho tonga anie ny fahafahana.Tonga daholo mifidy eeeeeeee,

  2. Iza io sipan’i Neny io ô!!!manararaotra kely Tojo fa tsy eo dada annnnn
    Tohano mafy tsara i Neny fa tsy mahita ohatra io intsony isika Tojo a!!
    Aza mitsahatra ny mivavaka fa ny vavaka no manova zavatra( hoy neny izay )mankasitraka 100% Neny a!!
    Tiako be koa i Dokotera!!tena olon’ ny fihavanana sady mampihomehy @’ilay sangisangy zaritena kely .
    Ho tahian’i Tompo ianao ary ho lava andro hiainana.
    eto @’izay ary: dada mody!dada mody!dada mody……………!!!!

  3. Tena mila jerena manokana tompoko ny faritra maromaro eto TANA fa tena mikotrika zavatra hafa mints reo FOZA reo;raha mieno radio ANTSIVA isika de bdb ny zavtra ambarany ao.Eto ko izahay d mampitandrina io radio io fa tsy fotoanan ny fanankorotanana tsony zao aaa.Efa akaiky ny fotoana nomena anareo koa tandremo ihany ny vava avoaka ry zareo a.

  4. Inona indray izany resaka sipa izany ê ??? Sao dia hiteniteny foana ianao ramatoa amin’ny farany ??? MDR !!!

    Manao ahoana aloha ny fizotran’ny fifidianana ê !

    Mandroso tsara sa dia mbola tahaky ny tamin’ny farany teo, izay nataon-dry zalahy MILONA BE, AMIN’IZAY DIA TSY AFAKA HIFIDY NY ANKAMAROAN’NY VAHOAKA ???

  5. Ny mpandoto rano tsy maintsy eo foana e!!
    Fandresena handrandraina fa aza miasa loha @’izay olona
    efa TONTOM-BITANA rehetra any.
    TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA!!!
    MODY DADA!!!
    MIROSO GASIKARA!!
    MIVOAKA NY GADRA!!!RADIO!TV!!
    FOZA MIALA!!!

  6. Ny ahiahy ranavalona tsy hiavanana aaa,reo ne zao efa manao tsipaky ny mial aina e,,,Manentana antsika miandrandra fandresena rehetra mba samy ho mailo avokoa;entano ny mpiara_monina ho avy betsaka rariva amnin’ny fanisam-bato,ary mitondra jiro fa mande be ny feo fa ho taphana ny jiro eto an-drenivohitra d amnin no atao ny fanodianana ny sfiditsika koa manantena antsik re ry Malagasy mpiray tanindrzana aaaa.Ndao harovana ny safidintsika eeeeeeeeeeeee,MASINA NY TANINDRAZANA NY MALAGASY TSY MAINTSY TAFITA »
    1. Zanahary ô tahio
    Ny tanindrazanay,
    Handroso lalandava,
    Handry fahizay.
    Enga anie hanjaka ao
    Ny saina mahay miray,
    Dia ho tany sambatra
    Ilay Madagasikaranay.

    2. Ireo mpitondra anay
    Arovy lalandava koa,
    Tolory saina hendry,
    Kinga sy mahay
    Ka ny marina anie
    No mba hanjaka ao tokoa,
    Dia ho tany sambatra
    Ilay Madagasikaranay.

    3. Ny taranakay tahio
    Ho vanona tokoa:
    Ireo no solofo,
    Dimby rahatrizay.
    Mba ho tena mahatoky,
    Feno fahendrena koa,
    Dia ho tany sambatra
    Ilay Madagasikaranay.

  7. Sondage à la sortie des urnes à 12H00 :

    Antsiranana 1er sur 15 bureaux de vote : 7 électeurs sur 10 ont voté JLR
    Toliary I sur 20 bureaux : 9 électeurs sur 10 ont voté JLR
    Toamasina II sur 10 bureaux : 8 électeurs sur 10 ont voté JLR
    Fianarantsoa I sur 17 bureaux : 6électeus sur 10 ont voté JLR

    Je transmettrai incessament pour les autres villes !

  8. Zao an!Miorena tsara aza taitaitra aza miaino ze resaky ny mpanakorontana any @radio any,fa ny andraiki-tsika no ataovy tsy mora no miady @lay ratsy izay tsy tery lalana,misy ny teti-dratsy efa fantatsika de miambena tsara,raiso ny ANDRAIKITRAO

  9. Des électeurs de certains bureaux de vote sont inscrits dans la liste pour le 2e tour de la présidentielle, et ne figurent pas dans celle des législatives ???
    Tsy avela hifidy izay ho solombavam-bahoakany ny mponina avy eny amin’ny faritra iva, sao dia hoainina ve ?

    POURQUOI ??? NAHOANA ???

    Question posée aux membres de la CENI, que l’on pourrait vraiment qualifier de Comité Electoral Nul, et Incapable !

    Mandroso toy ny sifotra ny fifidianana na dia miteny aza ny sasany fa nitombo ny sisan’ny mpifidy afaka nanefa ny adidiny !
    Amin’izay koa izany amin’ny 5 ora ariva dia hihidy daholo ny birao !

  10. MBOLA TSY VITA NY ADIDINAREO RY NICODEME !

    Ny fanaraha-maso tsy maintsy atao atramin’ny farany ! Tsy maintsy lazaina ary alaina sary izay zavatra hita fa tsy mety !

    Mankasitraka na dia izany aza !

  11. Manendrikendrika sisa ny taim-poza, izay efa fantatry ny be sy ny maro fa olona mpangala-bato sy tsy azo hitokisana, ary hita tamin’ny fihodonana voalohany izany satria voasazy !!

    Ny hisian’ny korontana sisa no fara-Herinareo foza !

  12. Efa miteny ah hoe:mersenera ny CENIT,FFM,CES
    Tsotra fotsiny ny atao tsika ndao hoeny @foibeny eny Alarobia mandrapivaoka ny vokatra eny,de aveo eny @CES,fa matoa ne reo tafika reo manao io fiambenana etsy sy eroa iambenana antsika tsy ietsika …

  13. Ary ho ambenany koa isika @ vokatra avokany nefa feno hosoka
    Ka isika tsy anaiky lembenana eto ampy ny 5taona ninanana mangazo sy vomanga ary nampisara-panambadiana tsy nahalalana zay manjo ny fianakaviana any ampitadiavana rehetra any

  14. Aoka ho tony tsara daholo ary vonona ny hiatrika izay METY hiseho,
    fomban’ny devoly ny mampiorooro ,aza mihaino izay radiom-poza any fa izay tokony
    hatrehana hatrehana.Mitady tataka anie sisa fikan’ireo ka raha vao misy hirika hangalarany eo dia efa
    azony ka izay no hilana ny FITONIANA manara-maso tsara izay TETIKA METY MAIZINA KOTREHINY.
    Isika tsy vao2 @ foza fa aoka koa tsy ho voarebirebiny.
    HOMBA ANTSIKA NY A VO INDRINDRA!!!TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!
    Avelao hitapitapy eo fa raha vao lany anie dokotera dia efa azo TSIKEFONINA NY MALOTON’IREO e!
    na hitomany ho PM azy ity doma lahy , isika ve hanaiky izany eo???isika ihany io!FITSARANA ALOHA!!!
    Ny fitsarana no hatao haingana avy eo sady efa nanaiky koa ity FERY VAO2 fa MADIO TANANA HONO IZY E!!
    Isika mbola mananna safidy be dia be fa aza mikoropaka,efa tapi-dalan-kaleha anie ireo e!!MINOA FOTSINY!!!

  15. Noroahan’ny mpanaramason’ny fifidianana avy any Afrika ilay olona avy ao @ vaomieran’ny fandriampahalemana tao Ambatobe Satria ny ilay hono hono tsy mpanara-maso fa mpitandro ny filaminana, ary tsy mpitandro ny filaminana dia tsy mahazo miditra ao @ biraom-pifidianana.
    Manomboka ary ny adi-hevitra satria sosotra ny mpisan’ny CENI-T hoe mpanara-maso fotsiny ianareo fa tsy manana zo hafa. ny lalana anefa milaza hoe tsy mahazo miditra ao @ BV ny mpitandron’ny filamina…

  16. Araho maso ny urne sy ny PV fa aza avela ho lenan’ny orana eo an-tokotany ô ! Araho hatrany amin’ny biraon’ny CENIT mihintsy raha azo atao, fa miankina amin’ny haim-bahoaka ity raharaha ity ! Aza atao tsirambina !

  17. Inona rė ity e???fa iza ary avy aiza ireo mpitandro ny filaminana???
    dia iza koa ireo mpanara-maso avy any Afrika ireo ??mila jerena akiky daholo izany.
    Tsy haiko aloha fa amiko tsy @ korontana na fanisam-bato ihany ve no tokony ho
    eo ireo mpitandro ny filaminana,ka tokony hiataka lavitra fa tsy hanao ramatahora??
    na izany aza mailo fa sao modi2 misary adala an!!

  18. Mila mailo fona hoa,tsy tena fantatra mazava zany na vaomeran’ny filaminana na fanakorontanana,ary tsy mazava ny iray na mpanaramaso na anampimaso,eny @fkt an’ing foza ne zany ka mety tsy ho zakany ra resy izy @presidentiel mbola ho resy ko @depute

  19. 13h30 orange.mg

    « CENI-T : certains électeurs n’ont apposé qu’une signature lors des opérations de vote dans la matinée. Ces derniers sont invités à revenir auprès de leurs bureaux de vote pour y effectuer une seconde signature AFIN QUE LEUR VOTE SOIT PRIS EN COMPTE ».

    Mahay mikarakara zavatra hoy aho ny CENI-T. Izay no tompon’andraikitra an’ireo mpitàna birao ireo ? Tsy hay ve ny milaza an’ireo mpifidy hoe « cahier d’émargement » roa no tsy maintsy soniavina ???
    Fandrebirebena tsy misy tahak’izany !

    Maro aza ireo mety tsy afaka hifidy satria tsy maintsy milahatra, ary ilay izy toa mihisatra be, dia izay efa nifidy indray mbola terena tsy maintsy miverina !

    Iza no hampandre an’ireo ?

    Fa ity koa no loza ranavalona !

    IO MARAINA IO VAO HITA DAHOLO NY LAKILE, DIA TAMIN4NY TELO (ORA ANY AN-TOERANA VAO NALEFA NY TOKONY ALEFA ANY AMIN’IREO DELEGUES) !!

    Tsy ho tonga any amin’izay andefasan’azy angamba ny zavatra ho alefa, raha tsy amin’ny ankatoky ny krisimasy ! Médecin après la mort !
    Tena tssss !

    Anisan’ny tetika maizina izany !

  20. CENI-T ihany : Androany ihany vao nivoaka ny filazàna, fa raha mbola misy olona milahatra dia, tsy mahazo sakana izay olona hifidy !
    Nahoana no tsy notapahina atramin’izay izany hevitra izany ! Mino aho fa misy birao tsy hamela ny olona hifidy intsony rehefa tonga ny ora fikatonan’ny birao fantany, izany hoe amin’ny 5 ora ariva. Afaka atsasak’adiny eo ho eo, raha amin’ny 16h23 ny ora any an-toerana !

  21. Amin’ny dimy ora izao ! Firy ny birao efa nikatona sahady ?
    Ary mba efa tonga any amin’ireo sasa-niandry ve hono izay nalefa ry Madama ?

  22. Proposition > Essayons de compiler au fur et à mesure toutes nos informations sur les anomalies et particularités du scrutin de ce jour ici. Pour les commentaires, ouvrons des sujets à part.

    2ème partie à venir : Madagascar – Élections présidentielle (2ème tour) et législative du 20/12/2013 : anomalies et défaillances de la Commission Électorale Nationale (CENI-T) dans le traitement des résultats

    —————————————————————-
    RAPPEL : la procédure dans le bureau de vote
    —————————————————————

    Élections du 20 décembre : les démarches à savoir [sobika.mg]
    Par Sobika Jeudi 19 Décembre 2013

    Pour rappel, 2 élections se tiendront le 20 décembre prochain. Le second tour de la 11ème élection présidentielle, depuis l’indépendance qui définira le premier Président de la 4ème République d’un côté, et les élections législatives pour les 151 députés de l’Assemblée nationale de l’autre.

    Si tout est fin prêt de la part de la Ceni-T, et si les électeurs ont pu se familiariser avec l’utilisation d’un bulletin unique, lors du premier tour des présidentielles du 25 octobre dernier, l’organisation des élections jumelées reste une première pour Madagascar.

    Toutefois, les deux votes s’effectueront séparément. Chaque électeur procèdera au vote présidentiel, avant d’entamer celui du députe de sa circonscription.
    A cet effet, chaque bureau de vote comptera 2 isoloirs, 2 urnes, 2 listes d’électeurs et 2 listes de rajout.

    Pour aider les électeurs à mieux assimiler les démarches à suivre, le Ceni-T a mené une séance de simulation de vote, et ne cesse de multiplier ses actions de sensibilisations sur les démarches à suivre pendant les élections jumelées.

    Une fois entré dans le bureau de vote, l’électeur vérifie son mon dans la première liste électorale, y dépose sa carte d’identité nationale, prend le bulletin unique et se rend dans le premier isoloir pour effectuer son choix. Après avoir déposé son bulletin dans l’urne à couvercle rouge.

    S’en suit l’émargement de la première liste auprès du Secrétaire du bureau de vote, qui lui remet le second bulletin unique, pour les législatives. Le votant se rend alors dans le 2ème isoloir, pour cocher le candidat de son choix, et dépose cette fois-ci le bulletin dans l’urne à couvercle verte. L’émargement de la seconde liste reste à faire, avant la pose de l’encre indélébile habituelle. L’électeur reprend alors sa carte d’identité, avant de sortir du bureau de vote.

    Les bureaux de votes seront ouverts de 08h à 17h, et devront le rester tant que des files d’attentes se trouvent devant les portes.

    Si un électeur est inscrit dans la liste, la présentation de la carte d’identité nationale sera suffisante, en cas de perte de la carte de d’électeur et à défaut d’un duplicata ou d’une déclaration de perte.

    ———————————–
    ———————————–
    Pour commencer :

    – 2 listes électorales différentes : 1 pour les présidentielles et 1 pour les législatives. Du jamais vu ! des électeurs inscrits dans dans la liste électorale utilisée pour le second tour de l’élection présidentielle, mais ne le sont pas dans la liste pour les présidentielles mais pas dans la liste pour les législatives (à Antananarivo :Andohatapenaka, Isotry)

    – listes électorales – 1 liste « mère » et 1 liste « additive » : gros cafouillages ! Des électeurs inscrits ni dans la liste mère ni dans la liste additive (Maroantsetra)

    – acheminement des matériels de vote (absence, retard, autre) : pas de bulletins de vote, pas de PV vierges…

    – déroulement du vote dans les BV:
    défaillance du contrôle de signature de l’électeur
    lenteur de la procédure
    panne d’électricité
    —————————

    Le problème de la liste électorale revient
    [www.orange.mg]
    Politique | 20/12/2013

    Encore une fois, les problèmes se rapportant à la liste électorale qui a été relevé lors du second tour de la présidentielle sont très récurrents au niveau des différents bureaux de vote dans la Grande île depuis l’ouverture des bureaux ce matin.
    En effet, malgré l’établissement d’une liste additive par la Cenit, de nombreux électeurs se sont rendus dans les bureaux de vote et sont rentrés bredouilles. N’étant inscrits ni dans la liste mère ni dans la liste additive, ces derniers n’ont pas pu exercer leur droit de vote. Des électeurs dans le district de Maroantsetra ont été nombreux à se plaindre ce matin de ne figurer dans aucune des deux listes électorales établies par la Cenit.
    D’autres citoyens par contre sont bel et bien inscrits dans la liste électorale utilisée pour le second tour de l’élection présidentielle, mais ne le sont pas dans la liste utilisée pour les élections législatives. Aussi, ces électeurs ont pu voter pour la présidentielle mais n’ont pas pu participer au scrutin législatif. Ces cas ont été observés auprès des nombreux bureaux de vote à Antananarivo, notamment à Andohatapenaka et Isotry.
    Faut-il rappeler que la Cenit et les autorités compétentes ont estimé à quelques 800 000 le nombre des électeurs n’ayant pas été inscrits dans la liste électorale lors de l’élection du 25 octobre dernier.
    L’on sait toutefois que la liste additive élaborée par la Cenit ne comporte qu’environ 140 000 électeurs.
    D’après les explications de la Cenit, ces 800 000 électeurs n’ont pas pu être tous intégrés dans la liste additive car ils n’ont pas participé recensement effectué ces derniers mois ou parce qu’ils ne disposent pas tous de carte d’identité nationale.

    —————————————–
    Dépêches Orange.mg

    10h30>PV : 7 fokontany dans la commune rurale de Soanierana, dans le district de Fort-Dauphin, ne disposeraient pas de procès verbaux des opérations électorales, jusqu’à cette heure. La Cenit est actuellement en train de voir tous les moyens pour doter ces bureaux de vote de ces documents essentiels pour le bon déroulement des scrutins, apprend-on.

    11h14>MAROANTSETRA : malgré l’établissement d’une liste additive afin d’y intégrer les électeurs omis lors du premier tour de la présidentielle, de nombreux électeurs se plaignent de ne pas être inscrits dans la liste électorale dans le district de Maroantsetra.

    12h00>LISTE ÉLECTORALE : dans certains bureaux de vote à Antananarivo, entre autres à Isotry ou Andohatapenaka, certains électeurs sont inscrits dans la liste électorale pour l’élection présidentielle mais ne le sont pas dans la liste pour les élections législatives.

    13h30>CENIT : certains électeurs n’ont apposé qu’une signature lors des opérations de vote dans la matinée. Ces derniers sont invités à revenir auprès de leurs bureaux de vote pour y effectuer une seconde signature afin que leur vote soit pris en compte.

    14h41>ANKARAOBATO :au bureau de vote n°4 à l’EPP Ankaraobato, quelques 150 électeurs n’ont pas signé la liste d’émargement pour les élections législatives. Certains sont revenus auprès des bureaux de vote tandis que pour les restes, les membres du bureau de vote, en collaboration avec le fokontany, ont procédé au porte-à-porte pour faire signer les électeurs ayant omis de signer la liste d’émargement.

    15h00>BUREAUX DE VOTE : »les bureaux de vote ne seront pas fermés tant qu’il existe des files d’attente même après 17 heures » ont souligné les responsables de la Commission Electorale Nationale Indépendante.

    15h10>FRAUDES ÉLECTORALES : des membres du comité de soutien au candidat Jean Louis Robinson ont fait une déclaration à Ambohimiandra. Ils dénoncent des manœuvres visant à éliminer leur candidat. D’après les propos d’Elysé Razaka, des électeurs se sont présentés dans des bureaux de vote avec des bulletins pré-cochés et ont indiqué avoir été payé en échange de ces actes. Ce directeur de campagne du Dr Jean Louis Robinson de souligner qu’ils mènent déjà des enquêtes pour déterminer les commanditaires de ces actes.

    15h13> DECOMPTE DE VOIX :pour les élections législatives, la méthode de la plus forte moyenne sera utilisée pour le décompte de voix, à raison de 10000 voix exprimées pour deux sièges à pourvoir: 5000 voix donnent droit à un siège. Si 1 siège seulement a été attribué, la liste ayant la plus forte moyenne recevra, le dernier siège non attribué. Pour calculer la moyenne de chaque liste, on divise son nombre de voix par le nombre de siège(s) qu’elle a obtenu(s) auquel on ajoute 1. Au cas où aucun siège n’ a été attribué, les listes ayant les plus fortes moyennes recevront, dans l’ordre, les 2 sièges. Pour calculer la moyenne de chaque liste, on divise son nombre de voix par le nombre de siège(s) qu’elle a obtenu(s) auquel on ajoute 1.

    15h15>ANTSIRABE :Problème de coupure d’électricité depuis hier à Antsirabe. Les responsables de la CENIT ont négocié ce jour avec le chef district d’Antsirabe et les responsables de la Jirama. Ces derniers ont affirmé qu’il n’y aura pas de délestage à partir de ce soir pour assurer les décomptes de voix.

    15h23>ANTSIRABE :à Antsirabe I, la pluie ne fait pas reculer les électeurs, des files d’attente se forment toujours malgré le mauvais temps. Le taux de participation dépasserait déjà les 50%.Date : 20/12/2013

    16h09>BUREAUX DE VOTE :les responsables des bureaux de vote collecteront les cartes électorales et les cartes d’identité nationale des électeurs qui sont arrivés avant 17 heures. Ces derniers auront le droit de poursuivre le vote même au-delà de cette heure. Par contre , les électeurs qui arrivent au-delà de 17 heures ne pourront pas voter

    16h18>TAUX DE PARTICIPATION :au bureau de vote dans le fokontany Ambodiakondro Ambohijanaka, moins de 40% des électeurs ont participé au vote et les membres du bureau de vote se préparent déjà au dépouillement des bulletins. L’on signale que comparé au premier tour, le taux de participation des électeurs a légèrement baissé. Les membres du bureau de vote soulignent que jusqu’à cette heure, aucun membres des observateurs électoraux ne se sont déplacés sur place.

    16h21>LISTE ELECTORALE :de source auprès de la Cenit, quelques 7 823 305 d’électeurs figurent sur la liste électorale arrêtée le 9 octobredernier. Et au terme de requêtes devant les tribunaux, une liste additionnelle de 143 304 électeurs a été établie.

    ————————–
    Fil info Sobika

    20 Décembre 2013 12 h 04 Elections La présidente de la Cenit appelle les électeurs n’ayant apposé qu’une signature à revenir au niveau des bureaux de vote pour en faire un sinon leur voix ne sera pas reconnu

    20 Décembre 2013 10 h 46 Elections Les problèmes de non inscription sur la nouvelle liste électorale ainsi que la non réception de la carte électorale par les électeurs restent les cas les plus récurrents de cette journée d’élection

    20 Décembre 2013 08 h 01 Sécurité Des éléments des forces de l’ordre en tenue civile sont présent dans les bureaux de vote

    19 Décembre 2013 09 h 57 Elections La nouvelle liste électorale est consultable à partir de ce jour

    19 Décembre 2013 09 h 45 Elections Les matériels à utiliser durant les élections seront distribués à partir de ce jour

    18 Décembre 2013 20 h 06 Elections 142.000 noms ont été rajoutés dans l’ancienne liste électorale via la liste additive

    ————————
    Parenthèse sur l’insécurité dans le Sud
    19 Décembre 2013 20 h 12 Elections La présidente de la CENIT a annoncé que des mesures ont été prises face aux « actes de vandalisme » commis auprès des bureaux de votes à Betroka et Midongy Atsimo

    19 Décembre 2013 12 h 57 Elections Selon la RNM près de 180 dahalo ont détruit les matériels de vote dans une commune de Midongy atsimo

    19 Décembre 2013 11 h 12 Insécurité Dans le district de Benenitra, une attaque des dahalo a fait 6morts hier

  23. Any amin’ireo birao hoe nisy tsy nanao sonia fanindroany :

    – TSY MAINTSY MITOVY NY ISAN’NY BILETÀ NAROTSAKA AO ANATIN’IREO VATAM-PIFIDIANANA
    – ARY TSY MAINTSY MITOVY AMIN’NY ISAN’NY MPIFIDY SY NY SONIA? HITA AO AMIN’NY CAHIER IZAY EFA NANAOVAN’IREO MPIFIDY SONIA IHANY KOA !

    Noho izany araho maso tsara, sao dia MITADY HANAMPY BILETÀ AO ANATY VATA NY MPANONGANA !

  24. Vao2 farany misy oul zany avy @hery vaovao voakarama amadika ny urne satria fantany fa Robinson no ho lany (Mezana no anarany kaominina Morarano Chrôme)miabina izahay mba afantarana ny any @fkt sasany

  25. Na novakiana aza ve ilay varavarava???tssssss misy tsy milamina e!!
    nefa moa samy manana ny toe-tsainy ny olona , tsy ho afaka @’izany aloha ilay
    tompon’andraikitra @ lakilė e!!aleo fa ho hita eo!!
    izay mihintsy no hialzako fa ao, ao@ ntsika ao ihany no misy ny FOSITRA fa tsy lavitra.
    Fa ilay olona koa dia diso hendry koatra kah!!misy efa tara BE vao nivoa ny birao, nefa dia mbola MITARAZOKA
    be ilay fiasa , ny olona anefa efa tonga ary @ arabe ny filaharana , misy efa miandry 3 h mbola eo foana, koa aiza??
    ho entin’ny foza mitorona manaraka azy daholo.

  26. Le fil info tananews GMT + 3

    20:06
    Antananarivo – Manjakaray : Jean Louis Robinson en tête 20/12/2013 0
    20:05
    Antananarivo – Ankadifotsy : Jean Louis Robinson en tête 20/12/2013 2
    19:59
    Rappel : les résultats TNN ne sont pas des résultats officiels 20/12/2013 1
    19:57
    Bemasoandro 1 BV : Jean Louis Robinson en tête 20/12/2013 3
    19:53
    Tamatave – EPP Fidel : Hery Rajaonarimampianina en tête 20/12/2013 0
    19:49
    Antananarivo – EPP Tanjombato : Jean Louis Robinson en tête 20/12/2013 0
    19:48
    Antananarivo – EPP 67Ha sud : Jean Louis Robinson en tête 20/12/2013 0
    19:43
    4ème arrondissement : Jean Louis Robinson en tête 20/12/2013 0
    19:38
    Talatamaty : Jean Louis Robinson mène dans 2 bureaux de vote 20/12/2013 2
    19:35
    Présidentielle : vers un taux de participation de 50% ? 20/12/2013 7

  27. Miala tsiny aminao rasamy fa tsy dia ampy loatra ny tatitra satria tsy misy chiffres araky ny voalazan’i RANDRIANIAINA.

    Izao no tsapako satria namboamboarina ny vokam-pifidianana, ary misy PV nanidina sahady ( tao besarety angaha izy izany ) :

    Mpifidy : Moins de 50 %

    Tana et alentours : JLR 52 % Fery vao 48 %
    Provinces : JLR 40 voire 30 % Fery vao 60 – 70 %

    Toa tahak’izany aloha ny tarehi-marika hita atramin’izao !

    Miandry résultats maromaro vao hanao commentaires, fa ny fantatra aloha dia izao : TSY NAMOKATRA ARY VAO AZA NITONDRA FAHAKIVIANA NY FIARAHA-MIASA TAMIN’IREO MPANONGANA, ARY KOA IREO TSY NAHAY NIJERY NY TENA MARINA SY NIARO AN’IZANY HOE FIRENENA TAN-DALÀNA IZANY !

  28. Mamafy lainga ao @ QG ny ao Antanimena ry foza fa hoe maharesy hono ry zareo, dia mampifalifaly ny olona tonga ao. Dia mino koa ireo olona mivory ao , tsy fantany fa mandresy mazava i Dr Robinson @ izao.

  29. c’est une élection présidentielle , universelle directe d’une personne…

    seul compte le nombre de voix et non celles acquises par circonscription :

    NON ????????

  30. attendons les résultats…

    sans méconnaitre :
    ===================> le POIDS DEMOGRAPHIQUE des métropoles
    soit :
    *Tananarive d’abord
    *puis Tamatave,
    *Fianarantsoan ,
    * Majunga ,
    * Diégo
    * Tuléar

    par degré d’importance

  31. Mba vakio klely ange ity teniny i BITRO ity é

    Communiqué : Le couple RAJOELINA a voté au lycée agricole d’Ambatobe

    Et enfin, SEM Andry RAJOELINA a réitéré qu’il est prêt à faire face à l’alternance : « Si le peuple malagasy a fait son choix, tout le monde doit l’accepter. Comme je l’avais dit, en tant que démocrate, je suis prêt à procéder à la passation selon les normes démocratiques et je le ferai ».

    Antananarivo, le 20 Décembre 2013

    Le Chargé de la Communication

    Hita mihitsy ity Rajoelina ity fa tena tsy ampy fahaizana be dia be sy mpandainga.Izaho aloha tsy mino anio teniny io, fa raha vao hitany izy fa woe RESY, tonga izy dia lasa mitsaoka, mba tadidio kely ange ity teniny ity é.

  32. Misy hala-bato be ny any Tuléar: ohatra 262 contre 62 ???!!!

    _______

    Ny tety amin’ny birao nandraisanay anjara, dia toa izao:

    bureau de vote 1 – inscrits: 1006 votant: 456
    JLR: 292
    Fhery vao2: 156

    députés: jaonina élite 147 / mouvance r8: 105

    ______

    bureau de vote 2 – inscrits: 1045 votant: 434
    JLR: 270
    Fhery vao2: 154

    députés: jaonina élite 133 / mouvance r8: 109

  33. Izaho manokana aloha dia manaraka akaiky ny valim-pifidianana, ny rehako teo zao dia ny any Tsiroanomandidy izao mitarika i ROBINSON, ny ao aminy CENIT indray dia tsy handrenesana mihitsy.

  34. Efa nisy chiffre nomen’i Mamy Rakotoarivelo teo mahakasika ny fandresentsika. Ny TVM sy ny RNM dia tsy mitantara afa tsy izay mba ahazoan’i Foza vao ihany. Tsy miresaka vaovao positif ntsika mihitsy ….ny Viva indrindra indrindra, mamoromporona . Tandremo fa foza ny Dream In TV!

    Razaka Elysé zao no mety manana chiffre exact sur ordi.

  35. 22h45>
    CELEBRATION :
    Jean Louis Robinson et Hery Rajaonarimampianina se disent tous deux vainqueur de la présidentielle, et célèbrent cela chacun dans leur quartier général respectif, avec leurs partisans.
    Date : 20/12/2013
    22h30>
    PRESIDENTIELLES :
    Entouré de ses partisans, le candidat Jean Louis Robinson se dit optimiste et confiant quant aux résultats du scrutin.
    Date : 20/1

  36. Izao RANDRIANIAINA, vao manomboka ny tantara. Mazava ny tenin’i Président Dr Robinson teo izay nampian’i Mamy Rakotoerivelo tosika. Ao @ QG ihany dia ahazoantsika chiffre fa aleo patient kely. Ny directeur de campagne ntsika efa nilaza fa eo @ 2 jours eo dia manana résultat complet tsika. Dia ho hita eo ny tohin’ny tantara.

  37. Premières partielles>
    23h05 TENDANCES CENI-T :
    5/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 53,59%. Hery Rajaonarimampianina 47,07% (1.414 voix). Jean Louis Robinson 52,93% (1.590 voix)Date : 20/12/2013

  38. District ny Amparafaravola:
    Hery=23%
    Robinson=75%
    Dia ty misy vao2 kely t@ fanisam-bato ny deleguer dr robinson vao vita ny fanisam-bato de tsy ita,misy olona avy @hery manambitamby vola ary nanakaiky azy io oul io,de ntadiaviko fa tsy hita

  39. les dépêches

    Vous pouvez naviguer parmis les dépêches duaus’abonner au flux des dépêches23h58>

    TENDANCES CENI-T : 

    6/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 53,62%. Hery Rajaonarimampianina 46,33% (1.655 voix). Jean Louis Robinson 53,67% (1.917 voix)

  40. Za aloha dia tsy gaga loatra @ fisehon-javatra e!!
    MAHONENA ilay toe-tsaina !!efa izao ve no mahazo ny firenena dia mbola
    izany ihany no hatao .

  41. INONA NO DIKAN ITY RASAMY ,SAO DIA HILAZA LOZA? TAIZA KOA ITY FERY VAO2 NO NAHAZO ITY VATO?
    HONO HOY AHO RAY OLONA F’ ANGAH MOA IRAY IHANY NY MPANARAMASO ILAY BV SA IZY REHETRA
    MIHINTSY NO NIARA NANJAVONA?

  42. s’abonner au flux des dépêches00h30>

    TENDANCES CENI-T : 

    8/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 52,44%. Hery Rajaonarimampianina 46,65% (1.780 voix). Jean Louis Robinson 53,35% (2.036 voix)

  43. ces pourcentages divers perturbent un peu , concernant la présidentielle :
    CHAQUE VOIX COMPTE EN SOI (SEULE LA TENDANCE GENERALE communiquée par le CENI-T est intéressante)
    ==> lorsque ces pourcentages n’expriment que des pourcentages à tel ou tel endroit
    ==> la masse démographique de Tana n’est pas comparable à celle d’Ambatominty
    par exemple
    ==> c’est le nombre de voix SUR TOUT LE TERRITOIRE qui importe

    En revanche pour la députation : oui le pourcentage compte
    ==================> ici le risque de fraude ferait plus de ravage !!!!!!!!!

  44. Besoin de VERIFICATION DE CARTES ELECTORALES ADDITIVES !!!!!!!!!!!!!!

    ===> MANIPULATIONS POST DELAI DE VALIDATION A CONTESTER

    et dénoncer aux OBSERVATEURS INTERNATIONAUX

  45. 1) 00h50>TENDANCES CENI-T : Jean Louis Robinson 55,40% (3.004 voix). Hery Rajaonarimampianina 44,60% (2.418 voix).

    2) 01h50>TENDANCES CENI-T : 51,42%. Hery Rajaonarimampianina 50,62% (5.551 voix). Jean Louis Robinson 49,38% (5.414 voix)

    Inona marina no nitranga t@ 12 alina ? fa misy fiovana hoan’ny mpanogam-mpanjakana foana eo. Dia avy eo lazaina fa ny kandida n’y ankolafy no mangalatra. Efa nomanin’ny Foza toy,izany mihitsy ilay fifidianana.
    Tena fahadisoana lehibe no noataon’ny ankolafy tsy nijery ny logiciel-ny CENI-T ary malefadefaka @ fangalarana ataony y Foza Dieny izao dia tokony hamafisiny ny fanaraha-maso. Aiza,izao ilay hoe , alaina sary ny solaires be dia hamparitaka ilay sary ? Ireo délégué dia Toa tsy fantatra akory hoe iza, fa miasa hoan’ny foza irery… Maloka dia maloka ny ho avy raha izao no mitohy. Ny ahy aloha dia efa mazava. I Mamy Rakotoarivelo dia tsy mikatsaka ny fandresen’ny ankolafy mihitsy. ary matetika aza izay ankinina aminy sy izay ataony dia mianatra @ fandresen’ny foza.

  46. « Dieny izao dia tokony hamafisiny ny fanaraha-maso »

    mbola MITOHY ny ASA RATSY ataon’i Andry Rajoelina + fHery ao Tuléar ao!

    (asaivo miakatra an-tsehatra i Camille & Lahiniriko
    fa ry MAMO-I-GOTSO / Tsiliva & ChanteusesFemelles no manao izay tiany atao anaty salle any
    Miampy an’itony Reboza

    Sao dia hametra-panontaniana toa itony,
    ohatran’ny hoe impuissant eto daholo,
    ==>
    omaly vokatra avoakan’ny tvplus
    dia mahita ihany koa ao @ birao iray oe fHery 262 contre Jlr62 ??!!

    Fa tena mamo miantso polisy no ataon’ny HATay,
    dia IZA no tokony hietsika?
    OMEO NY FITAOVANA exemple Hélico rehefa ilaina fa tsssssssssss

  47. Salama e!Finoana tsy arahin’asa zava-poana,atreto tsy mbola namitak’ahy ny analiziko,ka ra mba misy mba azo omena re ao @QG ao mba omeo tsika faly mifanipak’anaty to valala an-karona nefa na dia resultat kely avy ao @QG aza tsy mba misy

  48. Miarahaba ny rehetra.
    Omaly tamin’ny 13h20 izaho dia efa mba nilaza fa tsy maintsy araha-maso ny urne ary indrindra ny PV !
    Nisy nanjavona hono ny PV tao Besarety.
    Raha meloka sy tokony ho tsaraina mihintsy ny Pdt-n’ny birao tomponan’andraikitra tamin’izany, dia tsy eken’ny eritreritra ihany koa ny asan’izay délégué tao amin’izany birao izany.
    Ny olana anefa, dia betsaka ny resaka mande fa hoe tsy navela hiasa sy hanao an’izay tokony ho ataony ny délégué tany amin’ny toerana maro.
    Mipetraka ny fanontaniana : Tena fifidianana mangarahara ve no nandrasana nandritr’izay dimy taona latsaka izay ?

    Fanontaniana apetraka an’ireo nitondra ny fanjakàna, indrindra an’Ingahy Beriziky !

    Momban’ny tahan’isa indray :
    Ho lasan-tsika mpiaro ny ara-dalàna angamba ny présidentielle, fa ny législatives dia maha lasa eritreritra !

    Araho maso tsara ny législatives ê !

  49. Tsy dia izany loatra.

    Ny présidentielle, « mety » ho azon-tsika, fa ny législatives dia mbola « soduko » hoy ilay tary iray izay omaly, tao amin’ny TVPlus ! Ary marina ny teniny (Gottlieb io ).
    Notohizany tamin’ilay hoe : « On n’est pas sortis de l’auberge » !

    Ny halatra sy ny fomba rehetra « handresena » efa namakian’ny foza loha nandritry ny dimy taona, satria ry zareo no navela hikarakara sy hitantana ny fifidianana ( Tsy araky ny tokony ho izy ) !

    Efa nolazaina fa tokony ho mailo daholo, kanefa dia toa natao antsirambina ny fikarakaràna ny asa. Nahoana no tsy nisy nanara-maso izany PV tsy hita izany ? Ny foza efa fantatra fa vonona ny hanao an’izay fomba ratsy azony natao mba handresena, dia mbola tsy nisy taitra ihany !

  50. nijery tvplus zany isé: ity Paul Rabary – sociologue de pacotille … na analyse amateurisme aza misy raisina kokoa ny analyse …

  51. Mazava aminizay ny tetiky ny foza : Mody izay birao nahazoan’i Hery ihany no avoaka dia avy eo tady amboharina ny ambiny! Mazava be: nahoana ny birao eto antananarivo akaiky kely eo, azo andehanana tongotra… nahoana no ao @ siten’ny Cenit no milaza fa mbola tsy tonga ihany ireo hatr@izao…nefa à 15min andehanana tongotra!!! Inona no antony??? Ao ilay halabato!!! Dia mody alefa ao amin’ny vaovao foana hoe Hery no mitarika mba hanamboarana ny sain’ny olona aminilay halabato!!!Ka ny cenit koa no miray tsikombakomba amin’ny hery ao. Efa nolazaiko teto foana fa conseillère an’i Hery taloha io Beatrice Attalah io ary natao président an’ny Cenit. Dia milaza moa ireo hoe misy solotenan’ny mouvance ra8 ao… Ka nahasay ve ireo hoe io réprésentant io no natao président Cenit??? Président tsy mitovy amin’ny membre tsotra!!! Ary enga anie ka hisy ahatsikaritra ny halabaton’io ramatoa io mba ahamora n fidirany eny tsiafahy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *