27 pensées sur “ANDIAN-TSARY FAMPIELEZAN-KEVITRA ANDROANY”

  1. Ary mba misy olona mahita volana olohan’ny biby an! Maninona angaha isika Malagasy no dia tia manisy lanja ny hoe: « izao indray hono ny vaoavao e! ». Mbola hadinonao ve ry Denise fa ny nahatonga izao crise izao anie ka noho ny lainga 100%. De aza mandainga ka milaza zavatra tsy hitan’ny masonao fa tena ridicule ny olona toa anao no tena mpamahandalitra!

  2. Ary lasa nivadika nanoratra teny MENA SOFINA NY MPAM’S.Aleo dia hiomezana fotsiny sady miovaova indraindray lahy. indrindray vehivavy dia hita mihitsy fa mitovy aminy Rajoelina.

  3. Raha sanatria i Hery no lany eo dia miomana fa dia mitohy fotsiny izao fiainana iainantsika izao. Ny fahantrana dia hihalalina ary dia ho fadiran’ovana ny malagasy. Tsy adalanay ny mitondra ambavaka ny hahalany an’i Dokotera fa efa mihatra @ akalana ity fahoriana mianjady @ malagasy ity. Ets andaniny ny frantsay mpanjanantany no mihamatevina sy hanjakazaka eto ary hanambany antsika eto. Aleo ihany miaraka @ Ravalo sy ny USA sy RFA ary ireo pays gérmaniques sy anglophones fa nety ny fiainana t@ andron-dRavalo.

    Ho ela velona anie ny filoha RAVALOMANANA sy Neny , ary ho ela fanapahana @ ty tany ity fa malahelo azy ny vahoaka efa fadiranovana ny 95%

  4. Ilay mpaka sary koa izany dia miafiafy toa matahotra mafy ny Foza angah
    tsy hita mihintsy ny habetsahan’ilay olona Solo Razafy a!!mba velabelaro fa aza konikonenina
    toy izao ity izy e!!
    Aza mandany andro @ hazo tsy hamoa ry zareo a!!toa faly ery ilay olona asianareo lanjany eto , aza asiana sira akory.
    Nasian’i Neny akanjona Zoulou mihintsy fa ngah tsy hitanareo????aiza ho aiza izao ianareo ry Hoaiza???mandeha ve??
    mandeha ve izy izao e???mankasitraka e!

  5. Tsy hilaina ny fitsabahan ny firenena iray @ raharaha tokatrano n’y firenena. Mangataka n’y fitoriana n’y fitoriana n’y Fanjakana Frantsay t@ fanongana n’y fanjakana t@ 2009 s’y n’y vokany. Mangataka honotra @ fahasimbana sns.

  6. « malagasy misaina » sy Michel ô: tarito hatanjaka ireo foto-kevitra ireo mba hitoetra lalina am-po sy sainy malagasy tsirairay…dia ho maro tokoa ny tena mpanohana ny filohantsika M.Ravalomanana.
    Ankoatry ireo fototra ireo dia resa-be fotsiny ka mora halikainy frantsay izay tsy mitsitsy mihintsy manapotika izay tia hanohitra.
    mazotoa e!

  7. Merci lesy Balita a!! ireo fatimpoza ireo no miseho mampahantra antsika eto. Ho hitany tsara ny todin’ny malagasy 95% fadiranovana sy matin’ny fahantrana. Misy farany ny zavatra rehetra . Samia velon’aina isika hahita ny hiafaran’ireo foza ireo.

    Mahereza Dada!!!! Miandry anao ny vahoaka malagasy. Mbola hiaona tsy ho ela aminay hianao fa mahereza.

    Homba antsika Andriamanitra.

  8. Nous déplorons en tant qu’huains la mort annoncée
    du PRESIDENT NELSON MANDELA SURVENUE CE 25DECEMBRE 2013 VERS 20 H 30
    A JOHANESBOURG..
    nous présentons nos sincères condoléances à toute sa famille , à toute l’AFRIQUE DU SUD et à l’ANC..

  9. Dr Celestin: ilay 25 déc. daty sady andron’ny krizyMafy tanisainao eo ambony dia mbola aorianan’ny fifidianana!

    RIP – RestInPeace to Mandela:

  10. @ Malagasy misaina:

    Raha sanatria i Hery no lany eo …
    ny frantsay … hanambany antsika eto.
    Aleo ihany miaraka @ Ravalo sy ny USA sy RFA ary ireo pays gérmaniques sy anglophones fa
    NETY NY FIAINANA t@ andron-dRavalo.

    _______

    (our lives would be full of nightmares
    in case fHery vao2 wins)

  11. Heveriko fa ny kentrina sy ny mohaka ary fahavalom-pirenena ireo mbola mifikitra amin’ny Hery boboka.
    Jereo anie: 4 taona izy tsy nahita izay nisava lakan-drano ary tsy nahita ny fahorian ny olona nefa tao anatin’ny vola. Ankahitriny dia milaza fa hery vaovao ho an’i Madagasikara. Tena mba lojika ve izany? Sa tena fanambaniana ny malagasy fotsiny izao. Tambatambazana amin’ny asa tana maro mba hividianana olona. Tena mampalahelo ny toe-tsaina.

    Ny malagasy tsy vendrana intsony.

    Ny tena gasy miaraka amin’ny Dokotera sy Dadavalo tsy maintsy mandresy

  12. Hatambaro ny feo ny malagasy mba hanakana an’ i domelina raha sendra mihevitra ho any Jo’burg satria tsy mifanentana ny hatsoram-pon’i Madiba mihoatra ny habibib’i domelina.
    Ny filohantsika M.Ravalomanana irery ihany no mendrika satria izy no nanomboka ny hezaka nanohy ny tolona natombok’i Madiba mba hisiany atao hoe fahaleovatena sy haja maha olona.

  13. Bonjour Nandrianina,

    Sao dia possible ny fanakanana ireo fahavalompirenena (Denise no tiako resahina )tsy hiditra intsony ato @ site ntsika satria ny Tompo aza nanafatra hoe teneno ny devoly hoe « Any ivohoko hianao ry satana ». Ny olona sahala @ ireny tsy tokony omentsika fitenenana intsony fa manao tsinontsinona ny tolona ataon’ny vahoaka izay efa tafalatsaka ao anaty fahantrana. Aza ny vahoaka malagasy no vazivazianao ry Denise!!.

  14. Rossy : « le mouvement Bemiranga s’inspire de Nelson Mandela »

    Selon Rossy, des mouvements dont il fait partie, comme le mouvement Bemiranga ou « l’association des noirs » s’inspirent de la lutte de Nelson Mandela. « Nous luttons contre toutes les formes d’exclusion qui existent bien à Madagascar », a-t-il ajouté.

    Raha i ROSSY indray aloha na handeha hatraminy lohany sy ny ravindinsoany aza dia tsy hitovy aminy Mendela, zao ilay woe mangalatahaka aminy saina kely.Bemiranga mankaiza, sa kosa Baomanga hiady vomanga mitovy aminy lalimanga, ny olona rehefa haotrinireny dia tokony akombona ny vava, tandremo ange fa ianao ry Rossy dia efa anisany nitsaoka tany Andafy tany ka mitandrema fa sao dia lasa any ambaniny ny rangolahy.Na izaho mpanoratra aza dia manjara te-handoa mihitsy mahita ny fihetsikao.

  15. Avelao izy ho eo fa matoa izy eo dia misy ny FANKASITRAHANA azy ( foza io)

    I Railola koa aza niaraka @ Mandela koh! miara ory @ fianakavinany , tiako be daholo ny hiran’
    i Jerôma Randria (dadany )fa izy tsy dia haiko loatra.

    Misaotra ny mpampita vao2 vao maraina.

    Miakapokapoka indray i Voninahitsy nahazo2 tany indray angamba ? « tsy mahazo mody hono i Dada »?
    dė gaga elah hoe: fakofakon-drah toy ireny no mba omena Micrô???

  16. Aza de manapa-tsinay moa Rasamy a! latsaka mihintsy za!
    Merci @ le mosika ! tsara be le hira
    Tena nalahelo kely kosa aloha aho t@ fahalasanan’i Mandela e! very olomanga izao tontolo izao.

  17. Tsy woe akory hors sujet fa lba havadika kely ny resakaKa ho antsika rehetra liana te-ahafantatra sy te-hejery dia aza adino no manaraka ao aminy fahita lavitra na koa radio.

    Les clés du tirage au sort

    Le tirage au sort du Mondial 2014 sera suivi partout dans le monde. (Reuters) Coupe du monde 2014
    CdM : Comme Zidane, souhaitez-vous que les Bleus tombent dans un groupe relevé ?
    Par Francois Quivoron
    Publié le 5 décembre 2013 à 12h37
    Mis à jour le 5 décembre 2013 à 14h56
    Réagir 5

    Le tirage au sort de la Coupe du monde 2014 a lieu ce vendredi à Costa do Sauipe au Brésil. Retrouvez toutes les infos pratiques avant le début de la cérémonie prévue à 17h (heure française).
    A quelle heure ?

    C’est à 17 heures en France (13h, heure locale) que la cérémonie du tirage au sort va débuter à Costa do Sauipe. Il faudra toutefois attendre un peu avant de découvrir les huit groupes. Pour patienter, la Fifa a convié des artistes locaux pour des animations. Puis Jérôme Valcke, le secrétaire général de la Fifa, procédera au tirage. La retransmission en direct débutera à 13h (heure française) avec notamment les réactions de nombreux sélectionneurs.
    4

    Comme le nombre de chapeaux dans lesquels sont réparties les 32 équipes qualifiées. Le chapeau 1 est composé du Brésil, le pays hôte, et des têtes de série (Espagne, Allemagne, Argentine, Colombie, Belgique, Suisse, Uruguay). Le chapeau 2 regroupe les équipes africaines (Côte d’Ivoire, Ghana, Algérie, Nigeria, Cameroun), deux pays sud-américains (Chili, Equateur) et une équipe européenne reversée du chapeau 4. Dans le chapeau 3, on retrouve les qualifiés asiatiques (Japon, Iran, Corée du Sud, Australie) et ceux de la zone Concacaf (Etats-Unis, Mexique, Costa Rica, Honduras). Enfin, le chapeau 4, celui de la France, regroupe neuf nations européennes (Pays-Bas, Italie, Angleterre, Portugal, Grèce, Bosnie, Croatie, Russie), dont l’une sera tirée au sort pour rejoindre le chapeau 2.
    7

    Comme le nombre d’anciens champions du monde qui vont procéder au tirage au sort. Zinedine Zidane, vainqueur avec les Bleus en 1998, fera partie du gratin invité sur la grande scène. L’actuel adjoint de Carlo Ancelotti au Real Madrid y retrouvera l’Italien Fabio Cannavaro, le Brésilien Cafu, l’Allemand Lothar Matthäus, l’Argentin Mario Kempes, l’Anglais Sir Geoff Hurst et l’Uruguayen Alcides Ghiggia, âgé de 86 ans et dernier des champions du monde 1950 encore en vie. Fernando Hierro complètera le plateau pour représenter l’Espagne puisque la plupart des champions du monde 2010 sont encore en activité.
    8

    Comme le nombre de groupes pour le premier tour de la Coupe du monde. La procédure du tirage débutera par le chapeau 1: le Brésil sera automatiquement placé dans le groupe A, puis le tirage déterminera les autres pays en première position dans les groupes B à H. Après les chapeaux 2 et 3, le chapeau 4 sera tiré en dernier en respectant le principe de séparation géographique, à savoir deux pays européens maximum par groupe. Leur position dans le groupe sera elle aussi déterminée par un tirage au sort.
    30

    Comme le nombre de sélectionneurs des équipes qualifiées qui assisteront à la cérémonie. Didier Deschamps aura évidemment un oeil très attentif au moment de découvrir les trois adversaires de l’équipe de France pour le premier tour. A noter que deux sélectionneurs manqueront à l’appel: Oscar Tabarez (Uruguay) et Miguel Herrera (Mexique).
    Le trophée

    L’actuelle Coupe du monde est remise au capitaine de l’équipe vainqueur depuis l’édition 1974 en Allemagne. Franz Beckenbauer, titré à domicile avec l’Allemagne, est le premier à l’avoir soulevée. Le trophée Jules Rimet, du nom du créateur de la Coupe du monde, avait précédemment été offert au vainqueur jusqu’en 1970, année du troisième titre mondial du Brésil, qui a ensuite gardé la coupe selon la volonté de Rimet. Mais le trophée, conservé au siège de la fédération brésilienne, a été volé il y a 30 ans, en décembre 1983, et n’a plus été retrouvé depuis. L’arrière du coffre dans lequel se trouvait la coupe a été fracturé au pied de biche.

    Pour ceux qui veulent s’amuser, il est possible de simuler le tirage au sort

  18. Izay mihintsy ilay tsy ahafoizana an’i Rasamy , izy mahita zavatra hanalana amoamo foana,
    tsara rehefa mba misy fanalan’azy toy izao fa ity politika ity indra2 efa mila hampi-paritaka.
    Mba olona ve izany Rossy izany ???ataon’ny olon fitaovana fotsiny fa ramasa-bomanga.

  19. atsaharo any resaka Rossy zany fa bandy tsisy saina iny,mpanao bodongerona lazainy fa azy(sono franconphonie,mahamasina sy ny baravy)
    aza ampitovizina @ MADIBA fa tsy mitovy,MADIBA tsy nanavaka ny fotsy fa nanatona ny fotsy ary ty rossy izy mintsy no manava-tena sy milaza fa « mailo fa mainty isika »aminy hirany.sady manava-tena ,mati-kambo,…raha iny no lany eo tsy hanangana iny ireny no atao hoe ‘NAKARIN’NY VINTANA FA NABOTETAKY NY FANAHINY’is zero.Mainty sy fotsy izany ny toetsaina no mitondra azy fa tsy ny volo-koditra intsony,mainty saina=andevon’ny saina tery efa lasa t@ taonjato faha20 toa hiran’ny lery ihany anie zany e, fucking guy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *