20 pensées sur “Andian-tsary fampielezan-kevitra androany”

  1. F’ inona ary ity????aleo tsy asiana sary raha tahaka izao kah!!sa???
    sa tena ireo vahoaka mitangorona kely ireo no tonga teo???mba te ahafantatra
    ny marina izahay e!!!Azafady ry zareo mpaka sary a!! aza dia mampifila nadia lavitra aza izahay e!!

  2. Tsara ireo fa mbola mamerina ihany aho hoe rahoviana ny any @ ny faritra ( Toamasina, Diego, Mahajanga, Toleary, Fort Dauphin, …= moron-tsiraka ê )?
    Manakaiky anie ny fotoana ê.

  3. ranavalona dit :
    9 décembre 2013 à 18 h 17 min Azafady ry zareo mpaka sary a!!

     » … Azafady ry zareo mpaka sary a!!  »

    >>> Tsy fantatro aloha raha mahalala ny fakan-tsary ianao fa misy ny atao hoe grand angle …ary misy ny portrait …

    *** Ary koa misy ny atao hoe stratégie de prise de fond @ ny mpanao gazety fa tsy tany maina akory ny alaina sary !!!

    Fa raha ny fahitako azy dia tena mety :

    http://mydago.com/wp-content/uploads/2013/12/2013-12-09-ROBINSON-%C3%A0-MANALALONDO-17.jpg

  4. michel dit :
    9 décembre 2013 à 21 h 04 min

    I Robinson mivady sy Rtoa Ravalomanana ihany ve m’analyser Faielezankevitra.

    >>> Tsy mazava ny tianao lazaina ???

  5. Rirama a! mba mahaiza mamaky stratégie politique woa! hamafisina tsara Antananarivo, asa a! mety mitetika 70% ka raha resy @ faritany 5 aza raha azo ny 40% @ 5 sisa, de tafavoaka. Io le woe pasohana tsara ny efa malama.
    Ny lafiny iray koa, de matahotra mafy, ny hampihena ny score tsara efa azo teo sao hihena, de izay foana e! pasohy ny efa malama.
    Mangalaza tsy adala fefa goaka ireny, satria Antananarivo de tsy mifidy olona fa mifidy programa, de matahotra mafy Rasaribakoly sy ny dadany, fa tsy namely mihitsy lery miohatra @ Hery. De jereo ane ny fivadik’iny score azonareo iny e!
    Ny lojika raha tena favy, de ireny Antananarivo no atao faradoboka satria zavadehibe ny vaton’ireo mbola tsy nifidy sy ireo tsy tapa-kevitra nifidy.
    Ka Raoby dokotera mpitraina be, ny tanana mitsabo, fa ny tena pozinina, zany woe, raha hitsabo an’i Mada lery, de zairin’lery manta le ratra fa ny alikaola ateliny, de vao maika marary Madagasikara. Olona alcoolique be otran’ireny ve no hitondra an’i Mada, ny avonavona miteny be de be, ny famaly mokony be sy boraingina be fotsiny. Dokotera hono kanefa techniquement ilaozan’ilay raikalahy any am-paladihy. Tsy mahita ve nareo, fa na ny fomba fiteny, na fihetsika, na famaly, de Ravalo navela. Tena tsy tongatonga ho azy ane iny fanohan-drainivoanjo io saribakoliny io e!
    Hoy Ravalo: raha Robinson no milatsaka tsy tohanako, 0,01% , raha tohanako, 60%, de mody mora aho maka ny toeranlery, fa na de tsy prezida intsony aza aho, mbola mihevitena ho prezida, manoratra @ Zuma, mampionona azy ny momba an’i Mandela, fa za foana no prezida fa reo candidat finalistes ireo tsy ara-dalana.
    Kanjo diso ny kajikajy, nahatoky tena woe mbola tiam-bahoaka, any @ 21% no nidaboka, de ny hanina tsy ho azy ity, ny tratra mangana, lany saosy be fotsiny nanohanana an’i Dokotera Radaoro. Mahatsikaiky be le mis en scène e! hahaha! manao ny gasy ho vena.
    Tsarovy Ravalo, fa Mandela de nanolotra niady hatra@ farany niaro ny vahoakany, mandram-pialan’ny fofofn’ainy, fa ianao kosa, nandripaka ny mpiray tanindrazana aminao, hiaraovana ny sezanao de lasa nandositra. Menatra aho raha za ny t@ toeranareo.
    Zany rehefa lasa adalana pouvoir. Ny tody tsy misy!

  6. Ok!! za mihintsy kay no tena tsy mahalala kah!!izay aho vao afa-po tsara,
    misaotra Rirama a!!azafady Mydago a!!miala tsiyn e!!efa nahazoazo taona ihany ny
    tena fa aza omena tsiny e!!!
    Misaotra t@ fanazavana ary mbola nanome ilay sary koa an!!mankasitraka e!!

  7. @ rirama: ny lazain’i Michel @ hoe ‘I Robinson mivady sy Rtoa Ravalomanana ihany ve m’analyser Faielezankevitra.’
    dia midika ny hanasiana lanjany ny fahaiza-manao eo amin’ny fisarihana tsy ny sain’ny olona ihany amin’ny hoe :

    1°) asan-jiolahy nisy nandritra ny dimy taona nanjakan’ny putshiste ka naha-potika ny ara-tSOSIALY (fianaran’ny ankizy, lozitra fotsiny ny vokatra @ lafiny rehetra, potika sy tsy nitohy ny rafitr’asa efa an-dalana ary hotohizana sy novelarina, …)

    2°) tetik’asa vanona hampandroso : laharam-pahameana FANARENANA ny lavaka mandifitr’olona natsangan’i Andry Rajoelina & mpamotika – mpamarotra tanindrazana

    fa amin’ny « mamerina mijery ny asa vao natao TEO »?

    mety ho reraka ry zareo ary ny fotoana vonjena ihany,
    koa dia manantena fa misy olona technicien(ne)

    manao feedback na critique constructive sns
    ==> Manatsara hatrany ny FANAOVAN’AZY MBA HANINTONA KOKOA : ny maso (sary miteny …) ny sofina na ny manodidina … exetra

    9 décembre 2013 à 21 h 04 min

    >>> Tsy mazava ny tianao lazaina ???

  8. Marti a la caravane passe les chiens aboient.
    N’inon 2 tenenin la tena gasy tsy maaintsy mandresy. FOZA tsy maintsy maty fa mpamotika tanindrazana.

  9. tsy misy dikany
    mi-polluer ny rivotra
    marti = chien averé: lavitra ny saina intellect ny zavatra forimporonin’ny sainao,

    « Mahatsikaiky be le mis en scène e! »: dia ilay sarin’ny pd Andry Rajoelina (bandit sarom-bavy) hotronina ny artista ao aorina : RASTA Rossy, …

    (mampitandrina – be aware : mety hankarary ny mason’ny « âme sensible s’abstenir » io lazaiko eo ambony io

  10. Un fait à remarquer:
    Maninona no manatrika fampielezankevitra i RADOMELINA?
    1- Raha olona serein izy dia nionona tanteraka amin’ny tokony haha neutre azy!
    2- Matoa izy nanao iny décret controversé iny dia satria « May Ambondrona e! »
    3- Ary le tenenina foana fa eh eh eh, mbola tsy fantatry lery foana ve fa lery anie problème e!
    4- dia ireto candidat antsoina hoe MAPAR no tena sagnagna, fa rehefa hoe misy sarindRADOMELINA ve dia ho fidian’ny olona?

  11. Ary hay ve zao no tena dikan’ilay hoe FOZA e! FOZA = FOrongon »ny ZAnak’i dada e! Ary nandrora mitsilany zany ireto Magro ireto nandritra ny 5 taona an!

  12. ho an’i marti:leaka ty tena sanana iza zao tena tia pouvoir,ny tody tsy misy hoy ianao,ho itatsik @ty indray ze tratran’ny Exile politika,itsaoka matanjaka eto @tanana,ala-bato ve no mba ianteherana,Ampy zay.

  13. Jereo fotsiny ny lojika politka sy ny sondage ary ny olona tohananareo Randrianiaina sy ny forongony a! jereo ny tetika matipaika entin’olona manao fampielezan-kevitra fa raha mihaino ny zavatra lazain’ny dadanareo an-telefaona aza nareo, defa kivy ratsy lery, ka tsisy fika afatsy ny fiantsiana ady sahady.
    Nareo na manao menace anay, na manompa, na mitady valifaty, de tsotra fotsiny, tsy za na Rajoelina no voa fa ny tolana, de io lay lazain’i Denise woe, mandrora mitsilany ka mahavoa tena, ary jereo fotsiny iny débat voalohany iny, de hitanareo, fa na ny dadanareo na ny saribakoliny, de tena mitovy be, tsy à la hauteur fa mokony be fotsiny. Jereo tsara, fa mihoraka be nareo kanefa tsy tafavoaka ny ala, fa ny mifanohitra lavitra @zay antenainareo ny ho vokatra eo.
    Raha za nareo, de mifaly, fa Rajoelina efa tsy tiam-bahoaka, misolantsolana manohana candidat, mety hanimba tanteraka ny image sy ny vaton’io candidat io, tsy avelao hanao eo. Ny mifanohitra @izany anefa ny mampitabataba anareo eny fa na de ny dadanareo aza, ary ry Hanitra sy ry Mamy defa nitory any @ CES. Fanga matahotra an-dRajoelina indray zato izy e!
    Aleo @izay ary ho hita ny vokatra 2 poids 2 mesures, satria tsy afaka niseho Rajoelina t@ fanohanana candidat t@ 1er tour, noho ireo candidats-ny nizarazara be, fa Ravalo efa naka longueur d’avance, nampifidy ny tenany sy ny sariny mivandravandra be teo alohan’ny saribakoliny zay natao nihafihafy kely ao aoriana, nampiasa ny popularité handaniana ny candidat-ny, de iny 21% iny, ny vola be tsy lazaina intsony, de miseho @ izay ty Rajoelina, romotra nareo mianakavy sy ny dadanareo. Fa na ry Hanitra sy Ramamy, izay lehibeana andrim-pankanjakana nizesta nisolantsolana ary koa Neninareo, t@ 1er tour nikabary nanohana an-dRasaribakoly nanosihosy ny code éléctoral, rehefa tairin’ny olona be ranomaso. Reto ane manompa sy mihatsy ady @olona no tena hay, tairin’ny olona sy R-bombe indray mandeha anefa be ranomaso otran’izao, otran’ireny nahazo an-dRamangidy nitritrongy @ tany teny Ambohijatovo ireny. Reto mantsy manao ny gasy ho tsy misaina sy mandinika ka tsy mahalala ny setroka sy ny tomany.

  14. Mbola tsy mety tonga any aminareo foana ve ny mazava ry marti sy ry denise a! mba miheza hoa amin’ny fanavaozana ny saina e! fa raha mbola resaka maizina tsy misy mahita afa-tsy ianareo ao amin’ny maizina ao hoa no resahana dia ho reraka eto foana ianareo e! ny vahoaka mila mazava e! ny mba mazava hitan’ny vahoaka izao dia ny DJ rajoelina sy hery mandihy amin’ny fahantrany sy ny fakony.

  15. pour un débat politique digne de ce nom …les foza ne peuvent ils mandater d’autres personnes que ces marti/denise ?

    la confrontation d’idées , qui ne soient pas au niveau des pâquerettes ,
    aurait été plus intéressante………..

  16. Ho ahy mazava ny resaka.Jeroa ny zava-misy amin’izao fotoana izao: corruption, attaques à mains armées amin’ny ataoandro, fanaovana tantely afa-drakotra ny harem-pierenena, népotisme, didy jadona sy ny sisa (santionany iny décret iny sns ny tsy voatanisa). Sa ve hoe hahay hanova? Tsy hinoaka.Mila manjera ny rindrina aho hijereko zavatra hafa indray. 70 à 100 Millions ny ENMG, 15 millions GN sy polisy, ny ametraho kely tsy tanisaina intsony…mbolatokony hitohy ve izany? Ny tsirairay no mandinika.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *