6 pensées sur “ANDIAN-TSARY « FAVORI »”

  1. Mba variana ihany ny tena amin ny strategie fa ny efa masaka ihany no aleha fa ireo toerana hafa koa mba mila jerena toy ny any atsimo ohatra

  2. Maro ny olona milaza fa manohana an’i Dokotera fa saingy tsy mihetsika mihitsy. Eto Fianara dia tsy mahita fiovana : tsy misy sary an T-shirt dokotera eto fa Fery no manjaka. Ny mpomba Vital dia maro eto nefa tsy mihevitra ny hanohana an’i Dokotera izany.
    Mbola hoavya nagamba ny fotoana.
    Averiko indray : anisan’ny be mpifidy i Fianara sy ny manodidina : izay no ifaharan’i fery vao eto.
    Tokony hanararaotra ny tsy maha-etoa n’i pety ny Zanak’i Dada. Ny TIM dia tsy mahalala mihitsy ny tena position horaisiny hatramin’ny nahafoana azy nefa dia feno TIm aty.
    Misy dokotera Rabialahy milatsaka député : honohono no ahenoana fa i no kandida-tsika. ka asa na marina ?!!!

  3. Tsy mahagaga aloha izany ê !

    Avy any amin’iny faritra Betsileo iny, no tena fiavian’ny ankamaroan’ireo foza mpanongam-panjakàna !

    Ny vahoaka nanaika fahanan-dalitra, ary nanaraka no tsy misy saina !

  4. Vital semble se rallier sans ambiguïté…

    S’il est en odeur de sainteté auprès de la population de Fianarantsoa :

    ne serait il pas PRAGMATIQUE de le désigner pour Fianar ?

    plutôt qu’un illustre inconnu PARACHUTE dont la population se méfiera : 30% maxi avec les quelques voix TIM de coeur.

    Dans une élection le charisme ou l’affection populaire compe pour 60% au moins.

    En matière électorale ce serait une faute politique de ne pas miser sur les probabilités statistiques….

    Outil statistique auquel on peut se fier , du fait qu’au 2° tour les controles feront rage…il en sera de même pour les législatives.

    Il sera difficile aux foza de faire ce qu’ils veulent maintenant , je l’espère du moins.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *