32 pensées sur “Andian-tsary ny dian’ny Dr Robinson tao Toliary androany”

  1. Enga anie ka ho resy lahatra ireo pro-Vital ( sa ny Ti-serta no vital ), mba hanao praopagandy any amin’izay misy azy koa !
    Rahoviana ny sary Ihosy sy Sakaraha ?

  2. Mankasitrak ny vahoakan’i Toliary !!ho tHian’Andriamanitra!!!
    mba mandrasa tantana lesy a!!
    Ilay olona aza efa miasa alahady hihihiiii

  3. Faut y revenir à la dernière heure pour redynamiser l’esprit des légalistes,
    fa an’i dada io faritra io oa!

    Raha azo atao ireo toerana misy an-dry Gotso Tsiliva sns ao tarika FAKOmapar no ravaina!!

    omaly alahady, raha ny eto amin’ny toerana akaiky anay, dia nankarenin-tsofina ny hirahiran’i daMama sns mampandany ny kandidà mapar nandritra ny RoaOra
    fa mahery ny faneva « firenena VANONA »: mandalo manodidina, ny hariva ihany koa heno miserana toa ny MAMAFA NY LOTO
    dia miverina ny lamina

  4. Tao Toliara no nisy resistance indrindra tao aorian’ny coup d’Etat fa nopotehina ary tsisy nanampy ry zareo. Nanao fifidianana filohapokontany tany ka Tim no nandresy tamin’izany

  5. Mba lazao moa ny vahoaka hoe : raha izaho no lany Prezidà dia tsy izay T-shirt iray no hiadianareo fa hoafaka hividy complet ambony ambany ny isambatan’olona.

  6. « aza matahotra minoa fotsiny ihany »na izany ary mila mivonona foana isika satria: »Dada au povoir »vitany ny nanongan’azy dia izy »au pouvoir »dia tsy ho vitany ve ny angala-bato?Koa miambena tsara,homba antsik’Andriamanitra

  7. Tokony nalaina sary na video mihintsy izany ry RANDRIANIAINA ! Manantena aho fa nisy nanao izany !
    Tokony avoaka ny anaran’izany olona izany, satria dia tena mpandika Lalàna ; ary raha mbola manohana ny mpanongam-panjakàna, dia azo lazaina koa fa mpanongam-panjakàna !
    Ilaina ny « réactivité » !

  8. Randrianiaina

    un militaire , surtout un OFFICIER qui participe à une propagande commet une FAUTE GRAVE CONSTITUTIONNELLEMENT

    L’ARMEE doit OBSERVER une NEUTRALITE POLITIQUE ABSOLUS , sauf s’il est en disponibilité pour faire de la politique

    Communique nous sur la toile le NOM DE CE COLONEL !!!!!!

    Que l’on puisse vérifier sa position administrative (en disponibilité ou non )

    S’il est en exercice il commet JURIDIQUEMENT UNE FAUTE GRAVE qui peut aller de la DEGRADATION à l’EXCLUSION DE L’ARMEE
    ==> que l’on mandate des POURSUITES JUDICIAIRES A SON ENCONTRE ,
    s’il s’agit de prise de position politique
    dans l’exercice de ses fonctions .
    ===> de même un prefet a l’obligation de NEUTRALITE ABSOLUE !
    ==> il faut POURSUIVRE ce colonel bidon ou incompétent , mais dangereux
    dès maintenant ou même après le 20 décembre !!!!!!!!

    Ce n’est pas dénoncer.C’est faire RESPECTER LA DEONTOLOGIE ELECTORALE .

    Ce serait un acte de citoyen qui refuse que se mettent encore sur orbites des CRETINS MALFAISANTS qui ne comprennent rien comme SARLA BE !!!!!!!!!!
    Des crétins qui ne comprennent toujours pas la signification d’un PUTSCH :

    RENVERSER ILLEGALEMENT ET PAR LA VIOLENCE UN GOUVERNEMENT LEGAL PORTE AU POUVOIR PAR LES URNES …
    avec tout le mal qu’ils ont fait à Madagascar .

    Ce colonel mpotzaka et sans scrupule rêve de continuer à se gaver de corruption auprès de Hery ,
    comme Sarla be et sa bande de militaires factieux, CORROMPUS PAR RAJOELINA POUR RAVIR LE POUVOIR .

  9. Tena gasy tsy maintsy mandresy. Mbola manainga antsika samy hanao izay vitany na dia ny mpanampy ao an-trano aza no resena lahatra, ny ray aman-dreny sns samy vato ho an ‘i JLR avokoa ireny?
    Mahazotoa

  10. Mba fantatrareo ve Randrianiaina sy GBD sa moadian-tsy hita ny NANAOVAN-DRAINIVONJO TSINONTSINONA SY NANAMBANIANY NY TAFIKA MALAGASY FONY IZY NITONDRA?
    Rajoelina no namerina indray ny hasin’ny tafika malagasy na fanamiana na fitaovana na karama, fa Rainivoanjo kosa nanafatra mercenaires hibaiko ny tafika malagasy,nanakarama ireny ta@ volam-bahoaka tsy toko tsy forohana, mikabary eo anatrehan’ny vahoaka tany Toamasiana woe, za no prezida ka raha za no miteny woe, mitsangana ialahy jeneraly, de tsy maintsy mitsangana, de nobaikony hitsangana lay jeneraly niaraka taminy teo, de nitsangana t@ henatra tsy fidiny. Manantena ve Rainivoanjo fa hamela azy moramora ny tafika raha sanatria ka lany eo Rasaribakoly.
    Niseho azy ho tsy refesi-mandidy sy manambolabe ka ny tafika tokony hiaro ny sezan’ny tena ndray no nodakana ambavafo. Rehefa notairin’ny olona anefa, ento aho ratongotro. Hay ve maivana be toy izany, e! Araka ny voalazan’ilay etsy ambony woe, vitan-dRajoelina ny nanongana an’i dada, ka teo an-toerana aza, kely say, maika fa any lavitra any. Io lay woe, ankoho fataka e! efa mandositra adve vao woe, mafibe za. De mitovy be ane lery sy ny saribakoliny e! na fiteny na fihetsika, kapoka iray. Za aloha tsy mifidy olona mpidoroka be otran-dreny e! De enjeho eto foana ny tafika, fa afaka mampinana anareo sy dadanareo foana izy. Erreur politique be @ je suis mafibe, foana woa io fanambanian-dRainivoanjo ny tafika io. Tsy miaiky an’izany ve nareo hatr@izao? Marina zany ka, saingy Ra8 andriamanitray tsy azo kianina na toroana hevitra na kitikitikhana. De aleo hanaovanay azy refa tsy hainareo ny mananatra azy e! aza mba sagnagna otran-dRaosy sy ny taranany ihany. Mba te hanao politika kanefa politikan’ny lainga sy hadondronana no betsaka.

  11. Marti,
    Ilay tafika nanogam-panjanaka ve izany lazainao izany sa ilay namono olona nandritra ny volana aril sy mey 2009 ?
    F’angaha moa ny jeneraly tsy azon’ny filohan’ny repoblika bakoina, sa izany no fijerinareo fozaorana ?
    Ary ianao ve ry Marti , mba afaka manazava hoe fa maninona 5 taona aty aoriana mbola i Ravalomanana na ireo izay miaraka aminy ihany no fidian’ny olona ? Mba arosy izay resaka matotra.
    Ary hoanao milaza tafikatafika lava io, avy aiza ny basin’ny daholo sy ny mpandroba, ary inona ireny miaramila mandroba ireny, ny FIS ohatra, izay nahatonga an’i Charles niala tao. Ary ny fanoganam-panjakana, satria ve tsy tia Ravalomanana ? Ary famonoana vahoaka dia tsy fitiavana an’iza ? Raha arak’izao fitenina izao dia mbola tsy tonga any am-paladian’ny zanak’i dada akory ianareo fozaorana, fa ny fialonana no betsaka

  12. Anampiako an’i Lazalazao dia aoka hazava ny marina t@ fitifirana olona t@ 26 février 2009, fa tsy ny filoha ravalomanana velively no nnanome baiko hitifitra fa efa organisation an’ny samy foza dahalo ireny , porofon’izany ireo rebelles izay lazain’i Marti fa « tafika » hono, izay niseho masoandro @ maha rebelles azy. Ireo rebelles ireo dia vitsy an’isa sady voavidy vola. Mbola ho avy ny fotoana hijoro ny tafika malagasy izay maro an’isa, izay tena tafika malagasy @ maha tafika malagasy fa tsy ireo miaramila vitsy foza ireo akory.

    Satria ny frantsay maika hanjanaka an’i Madagasikara dia natao izay hisian’ny ra latsaka t@ 26 février 2006 satria io no fomba hahatafaverina an’i Madagasikara ho eo ambany vahoan’i Lafrantsa renimalalan’i Rajoelina .

    Hatramin’izay naha Madagasikara an’i Madagasikara dia mbola tsy nisy filohampirenena nahavita azy sahala @ filoha Ravalomanana. Saika tafavoaka i Madagasikara ka tsy tantin’ny frantsy mihitsy dia nataony izay hionganan’ny filoha Ravalomanana.

    Amin’ny 20 désambra ho avy izao ny vahoaka malagasy no hanaporofo fa tsy maty ao ampony ny fitiavany ny filoha Ravalomanana. Io dia andro lehibe hanalan’ny Malagasy ny fony niaritra ny mangirifiry nandritry ny dimy taona nitondran’ny foza sy ni forongony.

  13. Mba nierittreritra aho hoe ho tena betsaka ireo olona any Toliary nanotrona an’i Robinson satria teo Camille Vital saingy diso fanantenana aho fa tsy dia nankaiza loatra ny isan’ny olona! Nitovy tamin’ny olona nanotrona ny propagande 1er tour’n’i Vahombey!

  14. Raha ataoko ny fandinihina ny resk’ity Marti ity dia olona ho very fihinana rehefa miala eo ny fitondrana foza . Sahala @ olona mitebiteby ny @ fiverenan’ny régime Ravalo dia tsy tafandrimandry fa miezaka ny hoe mba haharitra ela eo anie ny foza malala isany.

  15. Mitovy ny problème n’ity Denise ity sy ity Marti ity. Tena tsy avotra ry zareo ireo.Tsy ho foza intsony fa angamba inona re no ambany valeur nohon’ny foza e? Tsy hitako fa dia aleo ataontsika hoe foza orana ihany ry zareo…. sady izy dahy ireo zany ilay hoe FOZA MIANADAHY… sa ahoana ry zareo. Dia Foza mianadahy izany no hiantsoana anareo ee!!!.

  16. Ry FOZA MIANADAHY koa anie tokony manankambo e! nareo angaha tsy manana site hiresahana? tsy fantatrareo angaha fa anay ity site ity dia idiranareo? maninona raha manankambo dia any @ site foza any nareo manala ny fo nareo. Mandehana mandeha any fa tsy misy ilana anareo.

  17. zao denise a,matoa zay resakao zay mivoaka dia efa mahatsapa enao fa matanjaka ny mouvance ra8,ka faly enao ref kely ny olona tonga manotron’azy,tsarovy nefa fa betsaka fona ny olona tonga manotrona an’i hery …

  18. satria manala amoamo ny olona,artiste malaza zao kosa ve no tonga tsy mba anal’azy,andoa vola aza atao,IRETO ARTISTE MIARAKA @JEAN RETO ko matoa izy manaiky azy dia manaikyireny nofy ratsy rehetra reny…

  19. dia ekeo koa rehefa ny spectacle-nareo misy mandroba,mahaiza mandefitra tahaka nandeferan’i dada,efa nifona izy tsy nisy famindra-po,ts navel nody,ts navela nlatsaka ko neny dia mahaiza mankasitraka an’i ROBINSON 33…

  20. Marti IGNORE COMPLETEMENT les règles d’exercice du Pouvoir ,comme cela se pratique dans tous les pays de la PLANETE TERRE …
    sauf chez les putschistes.

    Pour Marti SARLA BE ET TOUS LES MILITAIRES PUTSCHISTES de RAJOELINA auraient été les tenants du Pouvoir ???

    C’est GRAAAAAVE docteur ==> envoyez moi ça à Anjanamasina…

    inculte total, sans consistance…

    Concernant la situation politique que traverse Madagascar ,
    heureusement que TOUS LES OBSERVATEURS INTERNATIONAUX N’ONT JAMAIS ETE DUPES

    Marti ,

    pour faire des observations politiques pertinentes il ne suffit pas d’être chauffé dans une boite de nuit…par votre DJ préféré : Rajoelina !!!!!!!

    ALLEZ COUCHE !
    mandreraka fontsiny

  21. Ireny ny fanaovan’ny olona azy rehefa mitady hanongana, de ny tafika manontolo no nampinana an’i Charles sy jeneralin-dRa8 Raoelina sy ilay minisitra voatsoaka Noël Rakotonandrasana, ry Kolonely Kotity Gang nokaramain-dRa8 volabe. Ahoana ny fanaovan’ny olona azy, tsy otran-Rainivoanjo basivava fa ny hery any an-divo. Efa ela ny menace teto fa hatramin’izay de vava woa no betsaka.
    Iza no tsy mahalala ny politika terre brulée nandanian-dRainivoanjo vola tsy toko tsy forohana zay volam-bahoaka nangalariny, zay mbola mahavoarohirohy azy any Sud Af, @ fampidirana antsokosoko fitaovam-paidina nandalo tao Sud Af avy any Chine ho entina manao asan-dahalo sy mametraka baomba etsy sy eroa zay Mamibe no atidohany. Tsy adala ny olona maheno lava ny kabarin’ny Radio Fahamaizinana , miantsy ady, mandranitra adim-poko. Rainivoanjo moa de mamerimberina an-telefaona foana woe  » FANTATRAREO ZAY TOKONY HATAONAREO » fa ataon’ny investigation n’ny R-Bombe mirefotra foana. Manginy fotsiny ny famatsiana fitaovam-piadiana ny dahalo malaza be any Atsimo woe: « DAHALON-DRAVALOMANANA ».
    Tena voafehin’ny Zandry tsara ny tafika, zay tsy nanana problema taminy nadritra izy nitondra teo afatsy ry Raoelina sy ry Kotity sy ny tariny zay vitsy an’isakelin-dRaosy, zay samy hita-poko hitam-pirenena fa terroriste otran’ny Raosy commanditaire-ny.
    Marina mihitsy fa azona prezida baikona ny jeneraly, fa tsy entina Rainihambo otran’ireny tapoham-pahefana ireny.
    Ha!ha!ha! nifidy nahazo 21% Rainivoanjo 1er tour, de woe nifidy azy ny vahoaka, fa mody fanina ireto @ vato azon-dRahery 15%+ Hajo 10%+ Rolland Ratsiraka 5%+ Vital+5%+ Edgar 3%+ dadafara …sns zay samy olon-dRajoelina daholo, de manaova kajy tsotsotra fa any @ adabo lay fanantenana woe, 1er tour de vita, zany woe, 21% sisa lay 90% nandrandraina woe mbola tian’ny gasy Raosy. De aza manantena miracle woa, fa io 1er tour io ihany no taratry ny safidin’ny olona 2ème tour. Sa ve woe, lasa hifidy an’i Bakolibe ny nifidy an’i Hajo.
    Zahay sy denise roa kely de afaka mampirehetra sy mampitranga ny hohon’ireto sakadia ireto, ka mivoaka daholo ty fisarokorakoana, fa tombatomba ihany ny anareo mamantatra an’i Denise sy Marti, fa raha te hamantatra olona de ny fanehoany hevitra fotsiny, de azonay tombanana ianareo mpanompa sy mpiteny ratsy eto, fa izay lay fomba fiainanareo any an-trano any, de zay misarokarako de hainareo ihany fa ireny lay olona… tsy lazaina ny tohiny e! Mpiteny tasy otran-dRainivoanjo sy Radokobe ihany.Hi!hi!hi!hi. Tsy izahay no voa fa ny tolana ô! lay rangahy taraiky any ankdahoda any. Sa ahoana Denise?
    Azafady fa hadinoko reo tsy tia Frantsay. Mba manankavaly ve nareo woe, naninona no nifidy candidat tsy gasy fa sinoa mizaka ny zom-pirenena frantsay, franc maçon, mambra PS Frantsay, candidatn’ny lafrantsa Rainivoanjo???? Tsy vao maika ve hampinana anlery ndray toy ny t@ 2009 io. Mba jereo woa ny hadalan-drainareo vao miteny olona. De hisy woa ny kendam-bomanga nasesiky ny tananay. Na ny mpivavaka FJKM aza izao nahatsiaro ho voafitaky ny vice prezida-ny sy Lala Rasendrahasina. Zay foana, mody minoa fotsiny ihany ny dara Osimainty atao ihany, ty ndray, franc maçon. Tsy tongatonga ho azy zany fa hain’Andriamanitra eny foana ny mampiseho ny marina ho an’ireo te hampiasa ny anarany ho enti-mitady pouvoir. Mahatsiarova tena e!

  22. Marti:

    Ohatry ny ronga fofona be @ ty @ 10 ora sys sasany alina hianao izany? Nahakasika ny amboponao angamba ny resaka novakinao teto.

    Ahoana no ilazanao fa voafehin’i Zandry ny tafika? fa hianao ve tapenana inona ny masonao sy ny sofinao no tsy mahita @ TV sy radio sy gazety isan’andro @ tsy fandriampahalemana nandritry ny nitondrandRajoelina? Hianareo izany dia toy ny soavaly tapenana ny cotés roa dia tsy mahita na inona na inona afa-tsy izay asaina jerenareo ihany? Mandry riran’antsy ny vahoaka malagasy fa toy ny tany tsy misy fanjakana eto. Sahala @ valala voatango , tsy manana izay iantsapazana fa kamboty velondRay amandReny?

    Aza ambaniana ny vahoaka malagasy ka anaovanao addition @ vato azon’ny kandida ranona na ranona. Manana ny maha izy azy ny vahoaka malagasy ary mahay maijery sy manao analyse sy mijery izay tokony hataony.

    Hianao izao no manompa ny filoha Ravalomanana izay filohanay hajainay sy omenay voninahitra.

    Dia mahagaga fa izany Rabomba izany foana no ataonao biby fampitahorana sy tadiavinao amoretana ny malagasy ato @ internet. Misy farany ny fandeferan’ny Malagasy fa aza matahotra hianao.

  23. Azafady, aza miteny ny Fjkm hianao fa olona manana ny maha izy azy ny olona nanatrika ny zaika lehibe farany nataon’ny Fjkm ka nifidy ny mpitandrina Rasendrahasina Lala ho filoha sy Atoa Ravalomanana Marc ho filoha mpanampy. Aza teniteneninao sy ambanianao ny Fjkm fa manana ny maha izy azy ny Fjkm eto @ ty firenena ity… mipetraha hianao tsara azafady.

    Ireo pro Rajoelina vitsy dia vitsy no miezaka manakorontana ao anatin’ny Fjkm, fa ny mpitandrina rehetra, ny tompona’Andraikitra rehetra , ny Loholona sy ny Diakona rehetra dia mijoro ho vavolombalon’i Kristy ao @ Fjkm.

  24. Ny olona raha miteny anareo hoe FOZA na hoe FOZA ORANA, tsy fanompana anareo izany fa izany mhitsy ny anaranareo sy ahafantaran’ny olona rehetra anareo nohon’ny zava’doza nentinareo teto @ ity firenena ity angamba no hilazan’ny olona anareo izany.

    Raha tsy te hataon’ny olona hoe foza intsony hianareo dia mila changement de comportement goavana. Exemple lehibe @ izany ny praiministra Camille Vital izay voakilasy ho foza teo aloha fa tsy foza intsony izy @ izao fotoana izao fa lazaiko anao.

  25. Hianao ry Marty dia obsédé , lazainao fa Frantsy sy Sinoa ny kandidanay. Maninona no tsy lazainao koa hoe Komoriana na Sénégalais. Dia lazao koa hoe membre @ inona any Frantsa. Fomban’ny manao tsipaky ny miala aina ny mamorona fanaratsiana ny mpifanandrina aminy rehefa efa ho resy izy.
    Tsy adala ny Filoha Ravalo nanolotra sy nanohana azy, ary tsy adala koa ny vahoaka maro an’isa nifidy azy ary mbola handany azy @ 2nd tour fa aza miteniteny foana hianao. Dia inona koa izao no lainga hafafinao hanaratsianao ny kandidanay?

  26. Na atao hoe marina aza ny lainga afafinao ilazanao fa vazaha Frantsay ny Dr Jean louis, inona moa ny olana fa efa voatsipaka ambavafo izany Frantsa ary novadihan’ny olona tao aminy. Soa ihany fa LAINGA BE NOFORONINAO daholo izany rehetra izany.

  27. Mbolatsara daholo ny zanaky dada ny foza tsy adino,manan-tsofina izy fa tsy mandrea,mana maso fa tsy mahita,de zao milama be otrany any ampiangonana zao ny tanana.tenenina fona fa hehe,ny vava tsy atao be ny mamerin’azy no tsy laitra…

  28. Marti&denise
    Nifona dada tsy mba namel’azy ianareo,hody izy nosakanana,narotsaka i neny nsabotenareo ny fifidianana,manoana candidat anelezanareo tsaho de ina ny tohiny?MATAHORA DIA AZA MINO IZANY,FA HOAVY TSY HOELA IDADA HITONDRA SOKOLA…

  29. Marti…

    il faut vraiment avoir une dose épouvantable de crétinisme avancé pour sortir des élucubrations aussi stupides , contradictoires ,

    déjantées …jusqu’à le contre vérité permanente

    Tu es affolé de la chute inévitable de la clique de Rajoelina ,
    Ce n’est pas une raison pour continuer à être C.O.N.

    Va te reposer dans ta niche………..

    COUCHE !!!!!!!!!

  30. Ty misy vao2 zany hoe t@ 1ertour,kaomina Manambina district Mahabo region Menabe,100%Dr J.L.Robinson,nefa tao dia nisy deleguer de vote daholo ireo candidat 33,nul et blanc_0,tau d participation 100%ka refa mba lany Dr Robinson aza mba adino io

  31. YES

    NOTER TOUT POUR APRES…

    légalement bien sûr !

    Agir dans la légalité n’est jamais un « valifaty » ,

    c’est obliger la JUSTICE à jouer son rôle à l’égard de la Nation!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *