30 pensées sur “Andian-tsary : Tanambe, Morarano Chrome, Ambatondrazaka, AMPARAFARAVOLA”

  1. Ten gasy tsy maintsy mandresy

    Ajika jiaby ny tolona. Afaka tsara manao izay vitany na dia tokantrano 1 eo ambodirindrina aza

  2. Mankasitraka tompoko, bonne chance Dokotera sy Neny ary ny ekipa rehetra. Mitomboa fahasalama daholo ary samia elavalona . Homba antsika mianakavy anie Andriamanitra. Ho ela velona koa Dada Ravalomanana. Hiaona mivantana tsy ho ela @ vahoaka malagasy.

    Io fa manao dérapage ny foza mijoro manao propagande eo imasombahoaka ho an’i Hery i Rajoelina. Indicateur de victoire ho antsika izany dérapage ataony izany, koa dia mahereza tompôko.

  3. Efa fito taona tokoa moa ny ekipan-dRavalomanana no nitondra ary tsy nitondra fampandrosoana fa vao mainka aza fahantrana mihoam-pampana ho an’ny vahoaka, ka nahatonga ny vahoaka hitraotra tamin’ny 2009! Soa fa voaongana soa aman-tsara ilay tsy mifaditrovana! Tsy mbola vita nefa ny tolona satria niara-nitantana tao amin’ny Tetezamita tao koa ny ekipan’ilay fahavalom-pirenena ka nanakatsakana hatrany ilay tena fampandrosoana nentin’ilay boay kely mamim-bahoaka! Mba hanilihana tanteraka sy amin’ny fomba ofisialy ireo fahavalom-pirenena antsoina hoe zanak’i dada ary dia entanina ny vahoaka liam-pivoarana tsy hifidy ilay Dokotra be satria sady tsy mahay ninoninona io no mamolava!

  4. Denise >
    Tsy ny vahoaka tompoko no nanao ny fanonganana fa ny vitsy an’isa zay tsy tia ny atao oe discipline eo am fiainana. D zao ny vokany, fahantrana ho an’ny 90% ny malagasy, fahaverezan’asa, fako etsy sy eroa. I Denise sy ny ekipan-dRajoelina irery ihany no mahita an’izao oe « fandrosoana » izao iainana izao, satria migoka ny harena tsy an-drariny ianareo.
    Ary ianareo irery no mahita ny mamy ao am fitondrana teteza mihitatra fa aza entina am anaran’ny vahoaka lay izy tompoko. Matahora an’Andriamanitra, aza minia mikimpy fa sao d sanatria jamba eo. Mangataha am Jesosy ianao mba ahazo hodi-maso ahafahanao mijery tsara izao fahantrana mankarary fo izao.
    Aza d manaratsy fahatany re Denise a, misy anie zao Andriamanitra izao e, avo fipetraka Izy fa ambany fijery.

  5. Tsotra ny fomba fijerena na mamimbahoaka na tsia ny mpitondra iray na olona iray. Mandeha miresaka manontany ny olona eny antsena , anaty bus, eny andalambe mijery ny fitiavan’ny olona ilay mpitondra (méthode par échantillonnage). Manandrama miresadresaka @ olona anaty bus na eny antsena na aiza na aiza fa tsy mahita olona tia an’Atoa Rajoelina hiana na iray aza raha tsy hoe indray tadiavina angaha (1 ao anatin’ny olona 500). Ahoana no ilazana fa mamimbahoaka Atoa Rajoelina?

    Efatra taona izay niaritra ny mafy ny vahoaka malagasy. @ izao izy manala ny fony , tsy mahagaga raha izay anontanina hoe iza no hofidiana ? tapitra milaza fa nifidy ary mbola hifidy an’i Dokotera ny olombelona rehetra.

    Miangavy an’i Denise mba hanamarina izany.Isika rehetra koa moa efa miara miaina @ izany.

  6. Izaho moa nilaza hoe 1 ao anatin’ny olona 500, fa raha ny marina na 1 @ olona 1000 aza tsy ahitana olona tia an’Atoa Rajoelina. Ataoko hoe Andriamatoa ny filohanareo satria izahay efa mpandresy dia ny fandresenay no himasoanay fa tsy lany andro @ famingavingana olona.

  7. Malagasy misaina,
    Ny havako tompoko d tsy mba afaka nifidy, satria d sady tsy nahazo kara pifidianana, no tsy tao anaty lisi pifidianana. Nanatona ny fokotany tao analamahitsy ny iray tamin’izy ireo d nilaza ireo fa tsy mety fa izay tao anaty lisitra tam voalohany ihany no afaka mifidy am fihodinana faharoa. Kanefa d 6 izy ireo no tokony handany an’i Dr JLR.

  8. MyDago ve tena miray tsikomba amin’ity denizy ity ê ?

    Fahoriana mianjady amin’ny vahoaka efa tsy hita intsony izay ilazàn’azy, dia io olona io mbola avela mihiditra ato ihany ! Miala tsiny, fa tena tahaky ny fanompàna ny mpisera sy ny malagasy izao, ry MyDago-n’ny Fanantenana !

    Marina mihintsy ny voalazan’ny gazety sasany, fa tena misy mitady an’izay ampiady ny samy malagasy amin’izao fotoana ; ary tsy iza izany fa ireo izay mahafantatra fa ho resy, ireo nitondra an’izao loza rehetra mahazo ny vahoaka sy ny firenena niantomboka tamin’ny 2009 ka atramin’izao fotoana izao !

    Mangataka anareo ao amin’ny MyDago mba hamafa ny zavatra avoakan’io olona tsy mendrika io, rahatoa ka tsy vitanareo ny manakana ny fihidirany ato !

    Resaka tsy mitombona sy fanendrikendrehana tahak’izao, no nanombohan-dry zareo ny fanonganam-panjakàna !

  9. Ho an’i Noromanana,
    Tsara angamba raha miverina any ry zareo, mangataka « an-tsoratra » io antony lazainao io ! Izay tsy avela hifidy rehetra tokony hanao an’izany daholo !

    Vokatry ny tsy fampiarana ny Fifanarahana natao tao Cotonou izao ! Navela hitantana fifidianana ny mpanongam-panjakàna !

  10. hita nmintsy ry denise fa ho lany tsoka sy ho tampidalankaleha ka mivovoha tahaka ny…………….. itony ry denise itony no atao hoe jamba mahiratra sa jamban’ny vola???????????????????? ny olona hors la loi no tia an’i andry rajoelina fa ny olona tia fahamarinana mankasitraka an’i DR! et no comment!!!!!

  11. APPEL AU DOCTEUR ROBINSON :

    Concernant l’exploitation quasi sauvage des ressources minières

    j’espère :

    1) la REVISION TOTALE de tous les contrats stipulés sous le gouvernement Rajoelina

    2) vérifier tout particulièrement le niveau des royalties et DENONCER TOUT CARACTERE LEONIEN(avec l’aide de cabinets solides de commerce international….et conseiller fiscal du type Eva Joly ou Strauss Khan)

    3) IMPOSER une charte (PAS BIDON) de respect environnemental afin de sauvegarder les sites pour un avenir au profit des populations concernées.

    4) DENONCER tout contrat SOURNOIS établi pour 99ans , embolisant toutes possibilités d’exploitation des terres par la population locale

    5) INTERDIRE TOUTES PARTICIPATIONS OU ACTIONS aux contrats passés par l’Etat
    à toutes personnes ayant eu prises de décisions à ces contrats , à tous membres de leurs familles (MEME INDIRECTEMENT PAR SOCIETE ECRAN) ou toutes personnes liées à elles par des liens financiers ou patrimoniaux (comme cela devrait se faire pour les MARCHES PUBLICS)
    Mais par ailleurs stimuler la participation des Malgaches , leur facilitant le crédit bancaire ( avec garantie hypothécaire sur les gains à venir par exemple , cela se fait dans l’industrie du cinéma)

    6) créer une COMMISSION INDEPENDANTE , sous controle des instances judiciaires supérieures et de l’ORDRE DES AVOCATS

    7) IMPOSER DES INVESTISSEMENTS LOCAUX , de sorte que les exportations ne soient plus faite de matières brutes mais au moins élaborés à Madagascar même en barres ou lingots au moins .

    8) si exploitation de pétrole : REFUSER l’exportation de brut , mais la création de RAFFINERIES.

    Bref : ne rien accepter sans une PLUS VALUE REELLE POUR LE PAYS : seul moten pour nous de sortir du sous développement et de SUBIR les prédateurs étrangers comme au Gabon , Nigéria ,Sierra leone ou Congo……..

    La famille Bongo DETOURNE les royalties de Total à leur profit…le pays reste misérable , Bongo est archi milliardaire en dollars américains.

    …et je suis persuadée que le clan Rajoelina mettrait cela en oeuvre , en coupe réglée si leur poulain Hery passe…

    Les bakchics sont et SERONT nombreux , ne soyons pas naïfs ,mais prévenants.
    Et dans le monde entier , surtout en Afrique ce sont les GRANDES SOCIETES MULTINATIONALES qui organisent et financent les coups d’Etat , pour mettre à la tête du pays un gouvernement à leur solde

    CORRUPTION CORRUPTION est le mal des pays pauvres dont la population est ^privée d’instruction

    Et sans relever le NIVEAU DE VIE DE LA POPULATION : on ne garantira jamais une vie républicaine, démocratique stable , dans une économie stable et APAISEE…

    A c ela docteur j’ajoute que l’instruction est le FER DE LANCE de la démocratie et du DEVELOPPEMENT.
    Trop d’enfants exclus du système scolaire , ECOLES PUBLIQUES OBLIGATOIRES ET GRATUITES deviennent objets rares et de qualité réduites faute de financement suffisant.

    Les Asiatiques ont compris cela depuis longtemps …rappelez vous l’école obligatoire dès RADAMA 1° !!!!!!!!!!!

  12. Firenena efa tokony ho lasa lavitra raha Ravalomanana no nitondra teo. Eritrereto fa raha tanteraka teo fotsiny ny sommet africain t@ 2009 efa taiza ny toerana nysy an’i Madagasikara? Izao mahantra fadiran’ovana ny 95% n’ny malagasy. Ny insécurité efa tsy lazaina intsony. Isan’andro izao misy ankohonana malagasy tafihin’ny jiolahy mitondra calachnikov ? Tena misaina sy mahalala ny tokony atao ny malagasy mahay mitsipaka izao fitondrana foza izao na dia tsy be teny aza.

  13. Tsy fantatrareo angaha fa nentina hamonoana ny mponin’Antananarivo koa ireo fako be mivangongo eraky ny tanàna ireo !

    Efa tsy lavitra intsony, mandondona eo ambaravarana ny pesta bibônika, mbola tsy misy taitra fa dia faly handihy sy hijery afomanga fotsiny !

    Aniversera ê ! Mitsingerina ny nanatsanganana ny repoblika vaovao manarapenitra !

  14. Malagasy misaina

    nous avons tous les éléments pour que notre pays deviennent à terme au moins un pays émergent…
    …sans être obligés de jouer les paradis fiscaux comme l’ile Maurice : cela marche un temps ,
    mais non sur le long terme…le peuple pauvre se révolte à sa manière : violemment !

    * Retour à la légalité

    * installation d’une DEMOCRATIE REPUBLICAINE

    * instruire le peuple

    restaurer ou INSTALLER une DEMOCRATIE SAINE ET STABLE : seule garantie pour sortir du sous développement et pour un retour à une économie viable pour tous, créatrice de richesses partagées.

    Les pays pauvres sans culture démocratique restent les PROIES DES PREDATEURS INTERNATIONAUX

    Les ressources les plus fortes des grands groupes multinationaux viennent à 30% de pays pauvres et INSTABLES POLITIQUEMENT ( « les ECHOS » de ce jour)

    Démocratie + stabilité économique sont les seules GARANTIES CONTRE LES ROTAKAS A REPETITION et meurtriers que les prédateurs financent , A COUP DE CORRUPTION.

    « zarazaraho » dit on

    Alors…allons y ???????? ….MAIS POUR DE BON !!!!!!!!!!!!

    Je suis de nature méfiante et invite à la très grande vigilance , même à l’égard de collaborateurs zélés qui peuvent faillir à la tentation……..

    Tout cela est utopique pour Madagascar pourrait on dire…

    Mais les grands politiciens ONT OSE RÊVER D’abord :
    ==> avec un ESPRIT CREATEUR ET INVENTIF D’AVENIR………..

  15. Zarazaraho ???
    Tout est bon pour « acheter » des voix ! Cette Transition a été mise sur place pour gérer les affaires courantes, et non pas à distribuer des terrains aux fonctionnaires !

    Demander aux autres pays s’ils distribuent comme vous avez l’intention de le faire, appartements ou terrains à tous leurs fonctionnaires ??

    Quel fonctionnaire français a reçu un tel cadeau ?

    Ankaotry ny afomanga, mbola ho avy koa ny fizaràna kilalao, fa aza taitra ianareo ! Volam-panjakàna ihany koa io satria ho avy ny Noely !

    http://www.tananews.com/2013/12/fin-de-transition-les-lois-en-anarchie-aupres-des-institutions/

  16. mangataka @nareo voazanaky ny frantsay ireto atovy teny gasy,raha eto dago ianao raha vahiny monina & miasa eto ianao mianara aloa teny gasy,raha avy any ivelany atovy teny anglisy mbola tsy leo frantsay iany vee.aonganreo atr@ vadi-amanjanakareo

  17. Denise ve. Aza valiana tsony fa ny azy ny vodiny sy ny f no mijery sy ampijerena ka mahita ny tsy fahitan’ny olona foana. Domelina nanome azy avry Ar 500/kg sy menaka Ar 2000.l no hitany. Tena mahonena ny olona toy itony. Tsy mahalala izay ambonin’ny tany fa ny any ambany no ampijerena an i Domelina tsy mahagaga e

    tena gasy tsy maintsy mandresy

  18. Coucou KM

    Ne réduis pas le concept…

    zarazaraho ne signifie pas distribuer des terres à des fonctionnaires bien sûr.
    Je sais très bien, comme moi , qu’il s’agit d’un geste désespéré pour ACHETER la paix sociale de ce coté…apaiser des NANTIS RELATIFS…

    Ma conception du zarazareho est une politique de redistribution de richesses en réorganisant tous les rouages de l’Etat,

    comme :
    – prioriser l’école publique et obligatoires ( tu constates la prolifération d’écoles libres à Tana , plus au moins dignes de la qualification d’école,
    tu constates la DESCOLARISATION de moult enfants pauvres fzaute de moyens)
    – ne pas abandonner LA SANTE PUBLIC (tellement pauvre et délaissée que les professeurs corrompus se comptent à la pelle )
    ROOSEVELT et Lord BEVERIDGE ont compris en période de crise la création de la SECURITE SOCIALE , bien qu’ils soient capitalistes de conviction)
    Un ouvrier pauvre et malade ne créera aucune richesse !!!!!!!!!!
    – investir dans l’INFRASTRUCTURE en EQUILIBRANT les besoins

  19. Raha ny fijery haingana dia mizotra soa aman-tsara ny fihomanana @ élection présidentielle 2ème Tour ….ankoatry ny fanitsakitsahan’ny TGV ny feuille de Route ( Be ny exemple …) ary mahagaga no tsy hisian’ny reaction matotra avy @ ny société civile sy izay opposition @ izany !
    Plus grave: tsy hita ho tanisaina intsony ny « dossiers » gaboraraka azo ho hanenjehina ireo ResponsableS Transition et surtout ny Premier Cercle an’ i TGV raha tonga soa aman-tsara ny fametrahana ny Fanjakana ara-dalana! MBOLA TSY TONGA ANY KANEFA ISIKA ARY MARO NY INDICES MAMPISEHO FA HANAO NY FARA-HERINY I TGV SY NY EQUIPANY HITAZOMANA NY FAHEFANA:
    -RAHA TOA MOA KA I HERY NO LANY DIA BUSINESS AS USUAL (!!!!!)
    -RAHA I ROBINSON NO LANY DIA MAZAVA FA HANAO IZAY HO AFANY TGV SY NY TARINY :
    1°) HO ATAONY IZAY AHAZOANA NY PRIMATURE :ireo efa hita mibaribary ireny ny stratégie hampiharin’i TGV ( Liste candidats Pro Rajoelina- Modification/manipulation modalité désignation Premier Ministre…..)—- PLAN B io
    2°) ARY RAHA TSY AZONY NY FACTION PRO-TGV NY POLE POSITION AO @ ASSEMBLEE DIA HO TONGA NY PLAN C : COUP D’ETAT MILITAIRE !!!!!!!Efa prêt io plan io no fahitako azy: Nomination ny Général-Colonel eran’ny faritra…….tentative prise de contrôle à la Primature…..MAZAVA FA TGV EST PRET A TOUT POUR GARDER LE POUVOIR ET EVITER D’AVOIR A RENDRE COMPTE DE SES ACTES ……RAHA IZAY MOTIFS HI-JUSTIFIER NY COUP D’ETAT MILIATAIRE DIA TSY HO PROBLEMA AMINY MIHITSY !
    NY FANONTANIANA MIPETRAKA DIA TSOTRA: INONA NO ORGANISATION TSY MAINTSY HATSANGANA DIA ENY IZAO HIAROVANA NY RESULTAT NY ELECTION ??? IREO IZAY MANIRY MAFY NY FIVERENAN’NY ETAT DE DROIT DIA TSY MAINTSY MI-PREVOIR IO EVENTUALITE IO …LIRE & ANALYSER LE JEU QUE PROPOSE TGV SY NY AKAMANY ( APRES TOUT, IL NE CACHE PAS SON JEU …)ET PREPARER A PARER LES COUPS ET RIPOSTER…..

  20. Marina ny voalazan’ny VEVEESO io a! I Rajoelina dia hifikitra ary hifikitra eo amin’io seza io foana , marina ary tena marina fa tokony hiezaka isika hampandresy an’I Dokotera sy ireo deputé Ravalomanana fa izay no miteraka fanjakana matanjaka , fa ny tsy ampy eo amintsika ary tena lesoka hatramin’izao ka mahatonga antsika miraviravy tanana dia ny tsy fananana tafika, dia tena tsy misy miaramila ve mba hafaka ny hijoro hiaro ny tanindrazana fa dia voavidy vola avokoa ? izay angamba no vaha olana hitako tokony ho jerentsika miaraka , mandresy lahatra miaramila amin’ny lafiny rehetra , tsy tambazana vola a!

  21. Marina ny voalazanareo, fa aza maniry maimbo re ry Vonifanja â ! Rehefa tsy nihetsika atramin’ny 2009 ny miaramila dia tsy hietsika izany intsony ! Aza manantena fa ho diso fanantenàna !

    Misy daholo ny rehetra fa indrisy, ….fôpla daholo !!! Paolisy, zandary, miaramila, mpitsara, mpiasam-panjakàna, sns, ….fôpla !

    Tsy tiako fotsiny ny milaza fa fôpla sy vendrana hatramin’ny vahoaka !

    Faly mijery an’ireto foza mandihy, ary tsy mahita an’ity fahantràna miezinezina ary manindry azy andro aman’alina ! Mbola miseho ho milay sy mahazaka ihany na dia efa mitolefika aza satria tsy misy azon-damosina !

    Satriny aza sanatria ho betsaka ny voan’ny pesta, mba ho tonga malaky ny fanampiana avy any ivelany !

    Ireo fako ao an-drenivohitra ireo no azo lazaina hoe vokatra, na tena symbole-n’ny fanonganam-panjakàna ! Zaoridira hatrany amin’ny fotom-pisainana !

    Dimy taona izao no mihaina ao anaty krizy, dia mbola tsy mahafantatra an’izay tokony ho atao foana ramalagasy !! Jereo fotsiny ny resaka be ataon’ireo milaza fa mpahay Lalàna !

    http://www.lexpressmada.com/ive-republique-madagascar/48865-la-constitution-reste-fantomatique.html

    Izao no zava-misy, koa samia mieritreritra sy mandini-tena ê !

  22. Aza dia mety hadalain’ny olona toy izao re isika e!!
    aza asiana sira akory, avelao hiakapokapoka irery eo.
    Izay ahalaniana an’i dokotera himasoana e!!
    Ny any aminay dia ny manodidina izay fantatra fa hifidy an’i dokotera daholo dia efa t@ 1er tour no efa
    tsy nisy nahazo karam-pifidianana,ny faharoa izao dia narirarira fotsiny.

  23. Je partage les questionnement de veveeso

    J’espère que les putschistes endossent et PAIENT la responsabilité de leurs méfaits
    et RENDENT GORGE DE TOUS LEURS VOLS .

    J’avais déjà regretté que M. Ravalomanana n’avait pas eu le courage , lors de sa prise de pouvoir , de LAISSER FILER RATSIRAKA et sa caisse visible ou invisible (aucune enquête)

    DE N’AVOIR RIEN FAIT POUR REFAIRE ENTRER DANS LES CAISSES DE L’ETAT touts les BIENS MAL ACQUIS sur le dos des Malgaches par Ratsiraka et sa cour avec la princesse Sophie (ou encore Razanamasy , Ratsirahonana ….etc)

    N’ayons pas la lacheté des Français qui avaient « fondu » devant Pétain et sa clique!

    Il serait regrettable que le PEUPLE SOIT CONSTAMMENT GRUGE !!!!!!!!!!!!

    Le retour à la légalité n’est qu’une étape :

    A quand la JUSTICE ?

    A quand la DEMOCRATIE ?

  24. Ho an’i GBD: Tsy questionnement fotsiny no apetrako fa WARNING na ny marina kokoa dia appel à la MOBILISATION.
    Sao zalahy ka tara tsy misy paikady ka ny 21 décembre au matin izay vao hoe TARA loatra ..contre le cynisme il faut être pragmatique : MITSANGANA DIA ENY MBOLA FOTOANANY …NY MANOFAOFA TANANA ENy @ MAGRO NO SOLUTION

    NY FANONTANIANA APETRAKO DIA TSOTRA : IZA NO VONONA HANAO MANIFESTATION RAHAMPITSO ENY AMBOHIJATOVO HILAZA TSY NEKENA MIHITSY NY COUP D’ETAT 2009 ARY INDRINDRA TSY EKENA NY BIS REPETITA NY COUP D’ETAT 2013?

  25. veveeso

    ton invitation à l’action est une excellente idée…pour ceux qui ont le chance d’y participer sur place.
    Mais combien sommes nous sur le net ?
    Combien de nos compatriotes au pays peuvent participer au débat sur le net?

    Je partage ton avis pour des actions locales , car effectivement nous risquons d’avoir une baudruche qui se dégonfle…
    Ceux d’en face sont SANS SCRUPULE .

    Mais sur le net , lu par beaucoup de dirigeants ou futurs dirigeants , notre combat pour la légalité et la démocratie réside surtout dans la force et la ténacité des idées soumises.

    Nous sommes , sans prétention , FORCE DE PROPOSITION

    Tu t’exprimes en force de proposition que j’espère lue et suivie par nos concitoyens sur place…
    ==> ACTION SUR LE VIF ET SUR PLACE : OK sauf si l’effervescence de la rue gêne le gouvernement JLR

    Si les putschistes et affidés sortent des urnes à coup de mega magouilles et tricheries +++ ….oui il faut manifester ,
    et dans ce sens OUI :SE TENIR PRÊT DES MAINTENANT A MANIFESTER VIGOUREUSEMENT
    ==> principe de VIGILANCE

    Ce n’est pas être mauvais perdant , mais faire une REVENDICATION JUSTE

    bien à toi

  26. Ok GBD sy Veveeso! vous avez raison mes amis!

    Nefa raha sanatria ka mangalabato ireo foza dia tsy azontsika sakanana ny vahoaka hidina andalambe ary tsimaintsy ho izay ny hitranga @ io janvier 2014 io raha toa ka mitranga io fangalarambato ataon’dry zareo foza io izay hanerena fotsiny izao ny fandresen’i Hery. Izaho mahita fa tsy hanaiky an’io Hery io ny vahoaka indrindra fa ny eto afovoan-tany raha sanatria ka io Hery io no tafiditra eo fa dia hisy tokoa ny mouvement populaire goavana be …Tohizo

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *