DIAN’I NENY TANY AMBATONDRAZAKA

2013-12-12 RAZOARIMIHAJA à SOALAZAINA-50 - CopieAmbatondrazaka no faritra notsidihan’i Neny Ravalomanana taorian’ny fitetezana ny faritra manodidina an’Antananarivo. Tonga nanotrona ny fampielezankevitra ho solombavam-bahoaka ny tenany ka Razoharimihaja Solofonantenaina no notohanany tamin’ity diany ity. Fidio ny laharana 33  ho filoha dia i Haja laharana 03 ho depioté hoy i Neny, mampahery ny vahoaka amin’ny tolona izay atao ary mangataka ny vahoaka hitondra am-bavaka ny firenena ny tenany . Nitondra fanentanana ho an’ny vehivavy handray andraikitra hifidy sy handatsa-bato hoa an’i ROBISON sy HAJA numero 3 izy. Hoa an’ny lehilahy kosa dia mila miasa mafy izy ireo  ary mamapahery azy ireo tsy ho kivy ary hijinja ny vokatra tsara mba ho tsaratsara hatrany farim_piainanan’ny tsirairay avy hoy Ramatoa Lalao Ravalomanana.  Manetana ny olona hifidy ny  numero 3  nanazava fa izy irery ihany no tohan’ny Ankolafy Ravalomanana ao Ambatondrazaka Ramatoa Lalao Ravalomanana, hitondra ny hetaheta ny vahoaka, hanohana an’i Neny ho Priaminisitra, manolotra ny tetik’asa vaovao an’ny dokotera Robinson toy ny làlana mampitohy an’Ambatondrazaka mivoaka an’ny Vavatenina , ny fanajariana ny tany sy ny rano fisotro sy ny toha-drano sy ny fampianarana ary ny fanohizana ny asan’ny filoha  Ravalomanana. Ary koa ny fanetanana ny mponina mba hiambina sy hanaramasony safidim-bahoaka amin’ny biraom-pifidianana.Ny Ministra Ihanta Randriamandranto kosa dia  nanazava ny fampiasana ny bulletin unique, nanentana ny vahoaka ihany koa izy  mba hifidy tsara ny kandidà solombavambahoaka hahay hiara-hiasa amin’ny filoha ho lany eo. Hizotra ho any Fianarantso ny dian’ny delegasiona tarihan’i Neny anio.

27 pensées sur “DIAN’I NENY TANY AMBATONDRAZAKA”

  1. Fa mba mihetseha kosa ireo olona sur terrain fa aza miandry ny fanadalovan’i neny sy Dokotera fotsiny. Ohatry ny mihafihafy izany isika aty amin’ny faritra raha mitaha amin’ny an’i Hery. tsy msiy créativité. Tsy tena sahy mandany vola fa manao zavatra moramora eny.
    Eto Fianara ohatra dia vao omaly sy androany vao mba mivezivezy mamakivaky tanàna mahritra ny fiara Dokotera. Ny mpomba an’i hery anefa mitety quartiers sy mizara T-shirt. Teny Tsaramandroso sy Andohabevava izao ry zareo androany maraina.
    Efa tsara ny manana délégué amin’ny bureuax de vote, fa saingy tokony hanao contact de proximité hahazo vato hisaina.

    Mahajanaga sy Diégo izao efa nandihizan-dry zareo koa. Dia Tanà irery izany no province handresentsika ?
    Mahereza daholo e ! We love you !

  2. Isika tsy vongan’olona manao Tee.S na olon’i Tee S ,haiko fa MIZARA VOLA koa no tianao ho lazaina eto
    ranamana ,FANAVOTAm-PIRENENA no ilaina fa tsy fisehoana na ny anio ihany fa efa tena latsaka an-kady
    ny tanindrazana ka mila fanarenana, izay matin’izany ka mbola tsy ampy azy izao efa fahavoazana izao dia
    azy ny azy.Tsy izay fatim-boridamba ho rovitra rahampitso no handeteako ny tanindrazako ho mandrakizay.
    Anjaran’ny tsirairay no misaina sy mandinika raha mety aminy izao toerana misy ny Malagasy izao na tsia??
    95% ny Malagasy dia MAHANTRA ary FADIRANOVANA, ireo MPANANA 5% indray dia MANDRY TSY LAVO
    LOHA,ny sasany moa dia izao enjehin’ny heritreritra fa HAMALIFATY DADA raha vao miverina eo dia noho
    izay dia haletsy lalin-dalina kokoa ilay FIRENENA EFA TROTRAKA????MAHONENA!!!!mbola ho ela antsika eeee

  3. Amiko ny fandresen-dahatra no tena ilaina ary tokony ho atao
    ny @ famafazana lainga ny vahoaka izay ataon’ny foza, ampifantarina ny vahoaka
    ny marina, ary lazaina ny tetik’ asa ho fanarenana.
    Ny sara-babem-bahoaka soa ihany fa tsy azo amidy intsony na dia terena takonana lava izao aza ny marina.
    Tapenana ny marina @ fanagejana ny TV sy ny Radio.
    Mbola ho avy ilay maraina , izay miandrasako anao koa aza kivy ( hoy ilay hira )

  4. Izany vo ranavalona tena gasy. Misaotra fa tsara ny torohevitra.

    Ady farany fa samia manao izay vitany na dia ny mpiray vodirindrina fotsiny aza

    Ny anay izao dia nafarana nankeo ambohimandros ny fianakaviana resy lahatra haka affiches sy flyers ary ireo tee shirt vitsivitsy mba hita. Liana ny olona fa tsy ampy faanentana sy fitaovana. samia manao izay vitany fa tsy resaka sy tsikera fotsiny.

    Tena gasy tsy maintsy mandrEsy

  5. Mamiko ny taniko ary tsy atakalo na amidy vola.
    Mankasitraka @ fanohanana e!tanindrazana hiombonana io.
    Izay atao ho fanavotana ny tanindrazana dia mety daholo, homba antsika Andriamanitra!!!

  6. Lazao amin’ny vahoaka ny zava-misy ry nicodème !
    Matoa i domelina tsy nahazo nanatrika an’ilay fihaona farany natao tao amin’ny Elysée, tsy nantsoina nivory niaraka tamin’ireo Filoham-pirenena afrikana, DIA SATRIA MBOLA VOASAZY SATRIA MPANONGAM-PANJAKÀNA !
    Matoa fadiranovana tahak’izao ny vahoaka, dia satria mbola mihatra ny sazy, vokatry ny fanonganam-panjakàna !

    Ny mahagaga, dia amin’izao fotoana izao daholo ireo ao anatin’ny fitondràna ( ankaotr’ireo mpanongana ) vao mitabataba hoe mbola ao anatin’ny Transition fa tsy IVème République izany ! Na i Beriziky izay nilaza fa ny FDR ihany no patrôany aza dia nahasahy nilaza an’izany !

    Fanontaniana : Nahoana no tsy narahina araky ny tokony ho izy io Tondrozotra io r’Ingahy Beriziky ? Ary Lalampanorenana inona no nanankery tamin’ireto lazaina fa Loi organique mitondra ny laharana 2012-015 sy 2012-016 ?

    Mba lazao aminay ny tena marina ê !!

  7. Mba nandalo tany @ireo tanimbaribeanareo ve raneny a! tany zay nalaina an-keriny, nanerena ny tompon-tany tsy maintsy namidy t@ tiko, nampitomany ireo tantsaha, ary isan’ny nalaza tamin’ireny ny naneren-dRobinson fony izy minisitra, ilay tompon’ny tany nanaovana ilay silo be, tsy nanaiky ilay tompony sady novalivaliny, tonga de nahiditry Robinson am-ponja, ny zanany, naklahelo t@io lay rangahy de nodimandry. Tsy misy tsy mahalala izany tantara izany Ambato iray manontolo, ary ny dadan’io Robinson io zay sinoa mizaka ny zom-pirenena frantsay, no an’isan’ireo nanoro t@ mpanjanaka ny tranon’ireo mpitolona t@ 1947, zay nalefa nogadraina tany Moramanga, izay nisy t@ireny no voatifitra tao anaty wago t@ 29 Mars 1947.
    Aza adino ny mampatsiahy zany tantara izany Rahery @ débat farany, fa na Rainivoanjo na Bakolibe, defa samy tanamihosin-drà daholo ireo. Tena magaga mihitsy woa le fitoviana @ izy roalahy ireo. Dupont sy Dupond, raha hanao lainga politika, ny fihetsika sy ny teny avoaka de feno zesta sy avonavona daholo. Tsy mbola nahita an’i Bakolibe iny mba nitsiky aho, @izay milondolondo be. Tena tsy maneva azy mihitsy zany prezida izany e! izay fotsiny aza de atahorako hahavery poits be azy.

  8. la mystification , cinéma du lapin ne change rien de rien…

    l’embargo concernbe le putschiste : PERSONNA NON GRATA dans toutes les réunions internationales……………

    Je me bidonne en voyaznt maitre RABARY « protégeant » son Heryvaotay ,
    disant encore qu’il n’y a pas eu de putsch,
    qu’il y a eu « passation de pouvoir » (faction putchiste de l’armée)…
    Sans violence surement , façon TGVEISTE , kalachnikof à la tempe…
    Façon Sarla BE …………….

    Bado daholo rê ny ONU sy ny etsetra é

    Everiny Hery sy Rajoelina fa tsy mahintsy bado hoatr’azy izao tontolo izao !!!!!

    PÔV MECS VRAIMENT !

  9. Efa betsaka ny Malagasy tonga saina, tsy voavidy vola, ary ny fandraisana andraikitr’ireny vahoaka tonga saina ireny no tena zava-dehibe.
    Mila mandresy lahatra amin’ny manodidina antsika tsirairay avy. Efa mandrovitsihy ireo mpanongampanjakana sy ny forongony ka mamafy lainga sy mampihorohoro eraky ny tanàna, tsy maninona izany, efa fomba sy toetrandreo io, fa ny mila hamafisina dia ny firaisankina ary tsy mangina mihintsy fa miteny foana amin’ireo sehatra izay ananantsika tsirairay avy ny marina rehetra.

  10. Tena handresy ve ny ankolafy Ravalomanana @ fifidianana solombavambahoaka ka ahatonga an’i Neny ho praiministra ? Maninona i Guy Rivo no tsy manao propagandy mihitsy Nefa kandida’ ao @ boriboritany faha 5 ? Misy zavatra tsy mazava ao.

  11. MILA FANAMBOARANA ny Lalam panorenana mba tsy hafahan i
    zay rehetra mangeteheta fitondrana ,hamiravira ny fiainan ny vahoaka malagasy.

    hanoha ny hevitro @ izany tsy ho ela .

  12. Ary tena vitsy kely azo isaina amin’ny rantsan-tanana ireto mba nanotrona an’i neny an! Tena leo ny fianakaviana Ravalo ry zareo Sihanaka!

  13. Iza no mbola tsy mahafantatra fa jiolahy no eo amin’ny fitondrana ?

    Aza omena tsiny izay tsy afaka fa tena mbola sahirana mitady sakafo, vokatry ny asan-devoly !

    Madagascar : Une économie en perdition
    ..
    « Jusqu’en 2009, le pays progressait grâce à ses ressources agricoles et minières, grâce aux injections de fonds des grands bailleurs internationaux, le FMI, la Banque mondiale, l’Union européenne. Mais la crise politique ( difficile de reconnaître que ce fut un coup d’Etat ndlr ) qui a démarré en 2009, A ANEANTI LES PROGRES ENREGISTRES JUSQUE LÀ ».

    http://www.rfi.fr/politique/20131016-madagascar-presidentielle-economie-perdition-agriculture-textile

  14. na dia tsy niasa aza ny alarobia teo, dia nijaly an’eritreritra ihany ny taty: izany constitution 4e republika izany ve mitombina raha TSY i fHery Vao2 izay mpangala-bolam-bahoaka ihany koa tsy ho lany eo nefa? ZAVATRA Illegal no mbola manjaka eto amin’ny lafiny maro

    ity alefa ilay sary noresahiko tany aloha
    http://www.tananews.com/2013/12/deuxieme-tour-marc-qui-grogne-et-andry-qui-rit/
    Horreur, fa indrindra rehefa mande TV anime,
    miampy ilay SORO-BILANA petaka vao vita brushing ny an’i lavasanga lavanify pd d’Andry Rajoelina

    Dia miombon-kevitra @ nicodeme, fa indrindra miainga amin-javatra kely anie couple de « creativite »
    dia ENTANO ny ao Fianar ao e, tsy efa tonga any koa izay ve ny delegasiona araka ny voalaza?

  15. Avy nanao bizou tamin’iza ilay be lokomena, sa tena photodefille(dame) ? Sa…il veut se sentir plus belle que Mialy (concurrence oblige) ?

  16. Kintanamanandrambo ve izany io manao propagande @ vidéo io? tena maharesilahatra! Izany ka olombelona. Misaotra e!

  17. vu video , merci KM ( mon ami pour le ravintoto au coco + gisa)

    bien sûr la moralisation politique est vitale pour stopper la descente aux enfers.

    Il s’agit de MENTALITE POURRIE de cette classe politique qui n’est qu’une HORDE DE CHIENS AVIDES sans aucun scrupule et qui constate qu’il y a un peuple seulement utile pour les élections (acheté tant qu’on peut)

    Je ressasse : cela ne prendra fin que si les gangsters ne sont pas attaqués dans ceux qu’ils ont de plus cher : LEUR PORTEFEUILLE
    Saisir leurs biens au profit de l’ETAT.

    il faut attaquer au portefeuille , condamnation première à faire :

    leur faire rendre gorge de tout enrichissement sans cause , fruit de corruptions et de prévarications

    Je ressasse que j’avais regretté que M.Ravalomanana n’avait pas touché à un sou de la fortune colossale et injustifiée réalisée par Ratsiraka & C°.

    SVP NE FAISONS PLUS CE GENRE DE CADEAU A RAJOELINA ET ACOLYTES !!!!!!!

    Ne refaisons pas le même cinéma : sinon d’autres rotakas viendront , d’autres gangsters viendront au pouvoir.

    S’IL N’Y A PAS DE POURSUITES JUDICIAIRES DIGNES DE CE NOM

    S’IL N’Y A PAS DE SANCTIONS LOURDE…L.O.U.R.D.E. et EEMPLAIRE!!!!!!!!!

    Alors es magouillards ont encore de beaux jours devant eux et le peuple malgache toujours écrasé, bafoué , réduit en esclavage !!!!!!!!!!!!
    Tout recommencerait en boucle

    Donnons à tous nos ressortissants l’ENVIE DE REVENIR VIVRE A MADAGASCAR , comme le font les Vietnamiens de deuxième génération…
    Le Vietnam est devenu un pays émergent après 30 années d’enfer !!!!!!!!!!!!!!
    Les Malgaches ne sont pas moins intelligents.

  18. Voalaza manerana an izao tontolo izao ,fa ny mpanao politika dia olon dratsy …sns…
    tsy maintsy misy anefa ny mpanao politika ary anjaran ny vahoaka ny mifidy izay mbola hazo ho raisina @ ireo ratsy ireo .

  19. Tsy ny fanaovana paolitika, izay ilaina araky ny voalazanao no ratsy, fa vokatr’io fanaovana paolitika io dia miankina amin’ny fahaizana sy ny toetran’ilay olona manao azy.

    Mba diniho anie fa indraindray, na any amin’ny fikarakaràna raharaham-piangonana aza dia ahitàna zavatra hafahafa ihany, mba tsy hilazàna hoe ratsy ! Misy pasitera na maopera aza manao zavatra tsy azo ekena mihintsy !

    Mpakafy andiantsary,
    Tsy azo atao ny misoloky !
    Tsy izaho io fa mba nentiko ato fotsiny io video io, mba hisaintsainan’ny rehetra !
    Maromaroa ny tahak’azy !

    Eo amin’ilay resaka hoe « réconciliation politique » no mila fanazavàna sy tokony velabelarina tsara, satria io dia miankina amin’ny fanajàna ny Lalàna velona rehetra !

  20. Ravelonarivo,

    C’est gênant de marteler des choses sues et connues de tous…
    Je ne me permets pas de donner des leçons , mais ceci est un forum que je sais suivi par les hauts responsables du pays ou futurs….

    Je sais que cela ne tombera pas dans les oreilles d’un sourd ……..

    Comme dit KM , faire de la politique n’est pas une mauvais .

    Faisons attention à ne pas dénigrer lea politiciens ( mifidy anisan’ny ratsy hoe ??? »===> SANATRIA !!!

    La politique est une PRISE EN CHARGE DE LA CHOSE PUBLIQUE , une action noble en soi , pour une MISSION, avec des CONVICTIOINS , des OBJECTIFS POUR que LA NATION , le peuple ait un MEILLEUR VIVRE !!!

    Notre problème est que nous vivons depuis la décolonisation (mise à part la courte période faste de M.RAvalomanana)dans une société exécrable avec une caste d’arrivistes de tout bord qui accèdent au pouvoir : rien d’étonnant à constater une MENTALITE POURRIE parmi ces postulants politiques…

    Ne mettons pas tout le monde dans le même sac S.V.P. ( nous connaissons : Gandhi, Mandela , Nyéréré , Badinter ,De Gaulle, Carter, Golda Meir etc …)

    Ne dit on pas « séparer le bon grain de l’ivraie  » ????????????

    Alors le 20 DECEMBRE : agissons avec conviction

    Cela ne signifie pas DONNER UN « AFFIDAVIT BLANC » ou un « BLANC SEIGN »

    TOUT ELU PEUT DERIVER

    AUX ELECTEURS DE TIRER LA SIGNAL D’ALARME tout au cours du mandat électif

    Cela ne saurait se faire que par la mise en place de CONTRE-POUVOIRS protégés par la loi et la constitution ( ex : la liberté de presse et la liberté de réunions ou de manifester )

    Si nous arrivons à ce stade nous aurons atteint la DEMOCRATIE ,
    avec des gouvernements stables et solides qui ne craignent pas la CONFRONTATION D’IDEES

    Attention un contre pouvoir doit s’exercer selon DES REGLES LEGALEMENT OU CONSTITUTIONNELLEMENT PRECISEES , cela sifnifie s’EXPRIMER et non chercher à déstabiliser un gouvernement !!

    La mentalité de ROTAKA n’a pas de place dans une démocratie .

    La logique de rotaka est le pendant du pourrissement de la vie politique

    Et avec des ROTAKAS cycliques ou épisodiques : notre pays ne SORTIRAIT JAMAIS DU SOUS DEVELOPPEMENT.

    Un pays ne s’enrichit que dans un contexte d’économie saine et politique STABLE :

    cela est mon voeu le plus cher pour JLR

    En revanche

    TOUT RESPONSABLE (politique ou à haute responsabilité) doit SUBIR DES SANCTIONS SEVERES ET EXEMPLAIRES en cas de défaillance grave à l’egard de leur fonction (pour corruption, PRISE ILLEGALE D’INTERET , PREVARICATION SURTOUT !)

    Gestes qui seraient hautement appréciés par le PEUPLE dont les gouvernants tirent leur pouvoir légitimement ( on parle de « VOX POPULI » )

  21. D’où la nécessité d’un pouvoir judiciaire neutre, compétent ET INFAILLIBLE !

    Tout est à revoir, que ce soit au niveau des dirigeants politiques, de l’administration, de l’armée, etc….

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *