DR ROBINSON : MANGATAKA NY HANAJANONANA NY FANISAMBATO HO ANY FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA

Conf press carlton 23 dec13 (10)

Conf press carlton 23 dec13 (10)Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny maraina teo tetsy amin’ny Carlton ny dokotera Robinson, niaraka tamin’ny movansy Ravalomanana, izay nahitana ny filohan’ny Ct Rakotoarivelo Mamy, ny filoha lefitry ny Cst Hanitra Razafimanantsoa, ny minisitry ny fiompiana Ihanta Randriamandranto, ny minisitry ny varotra Olga Ramalason, ny minisitry ny fambolena Roland Ravatomanga sy ireo Cst sy Ct sasantsasany avy ao amin’ny movansy Ravalomanana, tazana teny ihany koa ireo  mpanohana ny dokotera Robinson toy an-dRajemison, Lahiniriko Jean, Rabetsaroana Sylvain, Sarah Georget. Ny manodidina ny fifidianana no niompanan’ny resaka tamin’izany.  Amin’izao fotoana izao hoy Dr Robinson dia mandresy izahay raha ny voka-pifidianana eo am-pelantànanay. Marobe ny tsy mety amin’iny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa iny. Milaza mazava ny tenako hoy izy fa tomponandraikitra 100% amin’iny fifidianana iny ny Ceni-T, ny minisiteran’ny ati-tany, sy ny fitsarana, ny rnm sy tvm. Efa nilaza izahay hoy Dr Robinson talohan’ny nanombohan’ny fanisam-bato fa raha tsy esorina ny filohanny Ceni-T Atallah Beatrice dia asiana co-président. Atallah Beatrice hoy izy dia mpanolontsaina teknika sy efa tao amin’ny kabinetran’i Hery Rajaonarimampianina ka tsy maintsy misy fironana mankany amin’ny maha olona azy. Ny fahitanay hoy izy dia misy fanamparam-pahefana ataon’ny filohan’ny Ceni-T . Rehefa mivoaka ny valim-pifidianana dia hitanay fa ny rnm sy tvm izay melohinay satria ny vokatra avoakany dia ny fandresen’i Hery , noho izany dia kivy ny vahoaka malagasy nefa tsy misy valim-pifidianana fa mandresy izy. Ny vokam-pifidianana avoakanny Ceni-T hoy ny kandida Dr Robinson dia mahagaga ny vahoaka satria avoaka haingana dia haingana, noho izany dia tsy misy ny mangarahara. Isaky ny birao-pifidianana hoy izy dia misy hosoka toy ny tao Marovoay izay nahatratrarana vata 11 misy bileta efa vita marika, ka ao amin’ny zandarmaria no andrasana, ary ny fokonolona ihany koa dia efa miaro izany. Nisy hoy ny DrRobinson ny voka nozaraina nandritra ny fifidianana satria bileta iray efa vita marika no arotsaka ka sandaina iray alina ariary izany, manana porofo amin’izany izahay, misy vata iray , ihany mihotra ny 300 mahery noho ny isan’ny mpifidy ny bileta. Misy ihany koa ny sefo disitrika izay manome vola ny sefo fokontany hanamboarana ny vato any amin’ny birao-pifidianana.Noho izany dia toriany any amin’ny tribonaly penal izy ireo. Mangataka izahay hoy ny Dr Robinson ny hanajanonana ny fanisana ny vato ho an’ny filoham-pirenena, fa tokony ho jerena tsirairay ny vato raha misy bileta tsy misy nomerao dia tsy raisina. Mangataka ny hijerena isaky ny birao-pifidianana izahay ka rehefa tsy mety dia foanana. Noho izany dia niantso ireo rehetra izay nahita ny tsy nety ny tenany mba hiaraka hanao izany fitoriana izany.  Nanambara kosa ny tenany fa manaiky ny vokam-pifidianana izay avoakan’ny CES eo amin’nymaha mpanaraka azy ny ara-dalàna.

47 pensées sur “DR ROBINSON : MANGATAKA NY HANAJANONANA NY FANISAMBATO HO ANY FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA”

  1. Voka-pifidianana izay eo am-pelatananareo no mba hiangaviana hasehovy ny mpanao gazety mba ho hitam-bahoaka ra ny fitsarana dia mazava fa hilaza fa incompétent ireo satria efa voavidy daholo mba havohay fara faratsiny ny résultat ny 10.000 bureaux de vote ho hitan’ny vahoaka ny Cenit efa ho 7.000 dia manohy ihany izy .
    Mba hovay ny pai-kady re fa ny marina malemy fiavy tsy handresy ny lainga manara-penitra.

  2. Mba tandremo ihany rajoliana fa saody diso milay be eo vao hanenina,ce qui joue avec le feu finira par le bruler,sakananao i camille vittal tsy andeha hoany Maurice @izay niaro anao t@coup d’etat mba itazonanao ny seza ny hat,samy manana ny candidat tohanany io zany ny atao hoe politique ,mila mamadika mpalitao raha tsy izany tsy politika fa post’alika.Mbola tanora ianao fa saody maty maty foana raha tsy mahay eo.Mihafara @coup d’etat ndray io raharaha io fa njerevo rehefa afaka kelikely eo.

  3. Logique be ihany io valy mpifidianana io satria raha mahazo 40/100 fotsiny i Hvm eo faritany tananarivo dia mandresy izy any faritany cote rehetra satria tsy tia Ravalo ny any .

  4. Ampahafantaro an’ilay Johary ao amin’ny TVM-RNM, izany hoe Firenena tan-dalàna izany ê ! Bandy tsy alehany !
    Fantaro hoe iza io olona io sy ny manodidin’azy, dia tsy ho gaga ianareo !
    Foza manara-penitra daholo !

    Mpanao zidô i Jean-Louis, noho izany dia talentany tsara izany hoe contre-attaque izany ! Souplesse du roseau !
    Avelao ny CENIT hanao ny adalàny !

  5. LEO E! AOKA IZAY E!

    Mitady hamerina ny t@ 2002 indray Ra-doko an! (ilay « 1er tour dia vita » an-dRa8 e!), dia mieritreritra ve Ingahy fa hahazo olona amin’izany indray?

  6. Hafatra hoan’ny ankolafy. Maninona moa raha hovana kely ny endriky ny fomba fiady e 1 i mamy Rakotoarivelo ohatra mba solona olon-kafa fa izay nankinina taminy rehetra dia very sy naharesy antsika daholo. Nefa ny fihetsiny ohatry ny hoe mety izany fa any @ farany tsy misy vokany foana. Akoatry ny ahiahy hananan’ny olona azy toy ny hoe nampiala maro ny zanak’i dada tao Magro. Mila mandresy iao ka izay tsy nahavita teo aloha tokony hamboarina.
    Tokony ihany koa hampiseho ny profo hananany @ CENI-T, @ fitsarana, @ vahoka, ary @ aino aman-jery i Jean-Louis Robinson.
    Farany, Tokony hanao famotorana hentitra mikasika ny CENI-T, ny logiciel ampiasainy, ireo helicoptere nitondra ny vato avy any @ faritra, fa maninona ny teto antananarivo tsy navoaka ny valim-pifidianana , nefa ny lavitra aza navaoka, ny paikan’i Bea-Triche sns..

    Isika mpanohana kosa tsy tokony ho kivy ary hihetsika hatrany hanao izay tandrifintsika.

  7. Mananotanona ROTAkA BE ity 2014 ity satria tratra zao ny fangalaram-bato ary izay miaraka aminy robinson/ravalomanana dia tsy hanaiky ny fangalaram-bato, na i tgv jiolahimboto aza dia efa niteny woe:tsy fombany ry zareo izany mangalatra vato izany nefa jerevo ny zavtra nataony.Marina mihitsy ny teniny i robinson hajanona mihitsy aloha ny fanisam-bato dia jerevana raha misy numerao ilay bulletin na tsy misy dia hita eo ny fahamarinana.

  8. OADRAY !!!!!!

    LEO : zoridira

    LEO : fahantrana

    LEO : fangalarana ny « ressorces » malagasy (bois de rose, mines …)

    LEO : ny adt jadona isan’andro

    LEO : mijery ny ankizy maloto sy maty naona

    LEO : pesta noho ny avoretrana (tsy misy voirie intsony)

    LEO :tsy afaka mandefa ny ankizy hianatra

    LEO : maty aminy tsy misy antony rehefa mitsabo tena eny hopitaly potika

    LEO : andevozina isan andro

    Eny ouah …dia tohizina foana ve ity governemanta sandoka sy jiolahy ity ééé ???

  9. Lazalazao

    ok avec toi : pas de punch , ,presque passif et attentif
    ==>sy mety , sy tsy ampy mihintsy
    ==> CHANGER D4HOMME ET DE STRATEGIE,,,

    quelqu’un qui a la pointure ???

  10. Io aza fa faly ny MENA SOFINA, eny na mbola be dia be aza ny birap de vote tsy tonga anisanizany ny eto antananarivp akaiky eto

    6h00>

    QUAI D’ORSAY : 

    « La France salue le bon déroulement des élections présidentielles et législatives et la mobilisation des électeurs malgaches, relevés par les missions d’observation électorale des organisations régionales et internationales. Ces élections constituent l’aboutissement de la feuille de route, signée par les acteurs politiques malgaches en septembre 2011, avec le soutien de l’Union africaine, de la Communauté de développement d’Afrique australe (SADC), de la Commission de l’océan Indien, de l’Union Européenne et de l’Organisation internationale de la Francophonie. Ces élections doivent permettre de clore le processus électoral et refermer ainsi la longue période de crise politique ouverte en 2009 ».

  11. MIPARARETRA NY FOZA AAAAAAA!!!AVERENO DAHOLO!!!
    ATAOVY OHATRY NY NANAOVAN’i DADA an’i DEBA eeeeeeeee
    AZA HAMELANA INTSONY!!!ireo tompon’andraikitra @ hosoka miala any @ FOKONTANY
    hanarahana azy dia VITA e!!!TSIPONY OHATRY NY MITSIPINA VARY!!!MIAKAPOKAPOKA!!!!

    HOMBA ANTSIK ANDRIAAMANITRA!!!TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA!!!!MARINA IHANY!!!

  12. 1)izay manaiky ny fitondrana misy @izao an ,TSARA TSONDRANO, fa tsymandigana 26/juin/2014 ianareo dia hiantso vonjy ……,ary tadidio fa faran’izay kely izay tsinotsinohavinao @ SAFIDINAO dia ngeza BE rahampitso. HO ANY IREO MPANARAMASO VAHINY MITODIKA ANY @nareo nyMALAGASY

  13. gARDONS NOTRE CALME ET SURTOUT 2VIONS DE D2CLAMER DES PROPS INCONSID2R2S
    ERTES IL EST VRAI QUE CETTE ATTENTE DES RESULTATS MET NOS NERFS A VIF ET NOTRE PATIENCE A RUDES EPREUVES….!
    RESTONS CALMES ET DIGNES !

  14. Lasa indray ty hoe tandalana, aza sagnagna hoah tsy tanadalana ny advesrsaire de aleo samy tsy tandalana daholo! Aleo ho sakoroka fa efa zay anie no tokony ho natao efa elabe. Rehefa hanarina dia tsy maintsy mandrodana. Aleo alefa ny sakoroka refa zay no prix à payer!

  15. Milamina ihany aloha fa tetika handravana ilay fifidianana koa izao an!!
    ZA INDRAY ALOHA DIA MAHATOKY ARY MANANTENA FANDRESENA e!!!
    Izay foza efa maimbo hatrany @ tsinai-maintiny ireo ve no ataoko ahakivy ahy???M

    MANDRESY DOKOTERA NO FANTATRAY!!!ANGALARO IZAY ANGALARINAREO ANY!
    VIDIO IZAY VIDINAREO ANY!!!ZAY TSY MAINTSY MANDRESY!!!
    RAISO IZAY MANOME VOLA FA VOLANTSIKA IHANY IRENY dia ndana aloha maka rivotra kely any @ sisiny,
    rehefa matsintsiana dia miverena.

  16. Fa mamo indray ve i dadarôby ty e! Fanisana mbola tsy vita akory dia hoe ajanony! Tena kaondrana zany raha olona marina mafy! Tsy hahita akory fa miareta tory e! Miouhahahaha!!!!

  17. Asa hianareo raha mahatsikaritra fa na ireo vahiny avy any ivelany hanaraka anity fifidianana ity aza dia toa mijery IVELANY fotsiny fa ny ao ANATINY tsy hitany akory, manao TOURISME ELECTORAL fotsiny, manarakizany jerevo ange ity LOLOM-PO ATAONY I TGV aminy ireo namany taloha tsy manaraka anazy intsony fa sakanany tsy avelany hivoaka any ivelany satria namadika azy, mbola eo foana ilay MOKON-DOHA AN-DEVOLY tsy mety afaka araka ny hirany AM-PIFITIA manao woe ENY,torakizany koa taminy ireny 1er tour ireny,hampiana ry zalahy ny azy rehefa hitany fa miakatra ny vatony i ROBINSON/RAVALOMANA dia zao indray fa miseho ilay toetra ratsy efa nahazatra any ry zareo hatramizay rehefa hitany fa kely indray ny anao dia hampiakariny tsy akijanaona ny any ry zareo, tena toetra mamoafady mihitsy.Fa izaho aloha dia OPTIMISTA ihany hatraminizao ary mitany ny finoako, marina fa sendrany ny taranaka mpangalatra, fa tsy mankaiza velively ireo.Ka ity aza ilay hirany AM-PIFITIA manao woe ENY.

  18. Tena marina ny anao ry Fatidrà a! Ny foza tsisy saina tsisy atidoha!
    rehefa endasina any anaty lapoaly izy izay vao mipelipelika sy mahatsapa hoe tezitra aminy ny vahoaka

  19. Mahavariana no mbola mahita olona mihezka ny hanakorotana ny vahoaka eto. Efa hita izao fa ny vahoaka no misafidy. Ny mpanara-maso no milaza fa 99-% ny BV dia tsy nahitana fraude massive. Ny resultats tonga any @cenit anie tsy valable raha tsy approuver ny representants des 2 candidats e!!! Ao @ cenit anie misy solontena avy e! Koa dia ahoana no ekenareo ny famoahana azy d rehefa mivoaka izy lazainareo fa tsy io no izy??? Hajao ny safidim-bahoaka ary tadidio fa tsy Antananarivo irery akory no MADAGASIKARA, tsy izay tsy eken’Antananarivo akory dia voatery tsy ho tiany Malagasy. Nofinofy izany 2e tour d vita izany.

  20. BEN OUI « renseignement »

    pourquoi accepter le viol ? le VOL et tutti quanti ?

    Dans toute l’histoire de l’humanité : la violence appelle la violence…….

    Les Vietnamiens ont assumé 30 ans de lutte , contre les Français , puis contre les Américains pour devenir maintenant un pays émergent , avec une vraie démocratie avec le RETOUR au pays des 2° ou 3° génération dont les parents avaient été forcés à l’exil .

    Paix , démocratie…le rêve absolu …

    le Bénin (ex Dahomey dit Quartier latin de l’Afrique un temps)ne fournit pas seulement des intellectuels , il sait faire élire démocratiquement ses dirigeants ……et cerise sur le gateau il fournit même une superbe miss France de 1m81
    (quoique la corruption commence aussi

    Mais voyez le site SONGHAÏ….le père dominicain Godfrey Nzamujo (ancien ingénieur électronicien aux USA)fait des MERVEILLES en recherche , éducation, ferme modèle , conceptions de récupérations et de productions locales pour promouvoir l’auto-consommation = système biologique etc…

    Notre monde dis sous développé peut et sait s’en sortir avec des hommes et des femmes de bonne volonté

    POURQUOI NOS CONCITOYENS DE TANA S’ETAIENT ILS AUSSI FACILEMENT FAIT EMBERLIFICOTER PAR RAJOELINA et la DEMAGOGIE DE RADIO VIVA ??????????

    Il y eut des dérapages de gouvernance , mais qui ne justifiaient jamais un tel rotaka suicidaire.

  21. Samy mahazo mamoaka izay tiany atao angah izy ‘ty, sao dia heverin’i Dr ho toy ny t@ 2002 ary ity hoe ataoko hoe 1er tour de vita de ny vokatra avy tany am tsy fantatra tany no lazaina fa izy. Nefa nge dia midradradradra hatramin’izay fa tena mpanara-dalàna . Tena tsy omena tsiny fa angamba efa tsy mahita tsara io masony efa hivoaka io!!! oufff!!!
    Mba manana toe-tsaina mpanao fanatanjahan-tena r’ingahy Judoka a!!
    Aza akorontanareo intsony ny firenena fa efa voaporofo izao fa tena tokony noesorina teo ingahy Ravalomanana tranon-dainga iny!!!
    Tadidio fa io ianareo manambany olona ho « FOZA » io no tsy nifidianan’ny ambany tanàna anareo! koa dia tantazo ny vokany! Ny fifanatrehana mivantana in-telo tao @ TVM koa no tena nahafantaran’ny olona fa Dr Tsy hahazaka firenena ingahy Rôby ka dia ekeo ny valim-pifidianana fa aza mitady izay hanakorontanana eo re ry manam-pahaizana isany a! tsy anareo irery ange i Madagasikara e! efa ianareo no sakana hatramin’izay. Raha tsy nosakasakananareo ny asa tian’ny Filohan’ny Teteza-mita Rajoelina efa taiza i Madagasikara !!!

  22. Mille fois merci pour l’info Rasamy pour cette video:

    JLR dénonçant :

    1) l’INCOMPETENCE de la Ceni pour assurer la mission qu’elle a en charge
    (on aurait pensé que Tananarive ressemble au désert de Gobi !)

    2) le CONFLIT D’INTERET EVIDENT entre Hery et Béatrice Attallah qui était une de ses COLLABORATRICES DIRECTES dans son ministère

    Bravo et merci JLR pour votre fermeté

    et merci d’EXIGER UNE OBLIGATION DE RESULTAT POUR UN ENJEU MAJEUR !!!!!!!!!

    ET DANS DES DELAIS CONVENABLES :::::

  23. Ny fantatro aloha dia i ROBINSON/RAVALOMANA no mandresy hatraminizao, ny mifamaly aminy adala tsy dia tsara laotra fa manjary mitovy aminy.Raha i Fery vao izany tsy manana ETOFFE na filoham-pirenena izany na handeha hatraminy lohan aza.Ho hitantsika eo ange, ary izaho mino fa izy no filoham-pirenena mamim-bahoaka ara-dalàna.

  24. SVP

    ne peut on EXIGER LA DEPOSITION de B.Attallah ?

    Ne peut on exiger la nomination à sa place d’un PERSONNAGE NON ENGAGE POLITIQUEMENT et SPECIALISTE DE DROIT PUBLIQUE ????
    ==> personnalité CIVILE
    ==> un docteur au moins de DROIT PUBLIC ou un agrégé de droit public NON POLITIQUE doit bien exister à Madagascar ???

    personnellement je proposerais RAYMOND RANJEVA , juriste de droit public de très haut niveau , dont le parcours est connu de tous .
    Le TIM l’a snobbé longtemps (passons les crises de jalousie)
    de plus il n’a jamais eu de responsabilité politique , ni même d’errance quelconque dans les ministères.

    L’AVENIR de notre pays est en jeu, sa CREDIBILITE à l’égard des futurs investisseurs est en jeu

    ===========> NOUS N’AVONS PLUS DE DROIT A L »ERREUR
    ===========> et VITE (REACTIVITE +++ INDISPENSABLE)

    PITIE !!!!!!!!!!!!

  25. Tsy hekena mihintsy ny fangalaram-bato izay ataon’ny sasany,tamin’ny voalohany betsaka no tsy nahazo karampifidianana dia tsy nisy fika iny tetika iny,zao indray ala bato no betsaka mba ho solon’izany. tsy hekena aiany,leo ny fangalarana izahay, ary ny marina ts mba maty…

  26. @ Rahery: INONA ITY HITA Ê ?
    f ny anay alou de zao no santionany:

    1°) f’ilay mbola tsy misokatra ny lalao, dia efa mitoko efatra (hita tena Soanierana) na mihoatra sahady i fHery = misy vato HEFA tafalatsaka anaty vata tokony mbola madiodio an

    2°) f’ilay vahoaka manafina ny bulletin précoché anaty slip,
    avoaka rehefa irery tsy misy mahita, dia iny no alatsaka ka ny tambiny dia vola 50000 na 75000fmg

    3°)
    17h30 / Urgent: 11 urnes remplis de bulletins pré-cochés ont été saisies par la population à Marovoay et gardées actuellement par la Gendarmerie. – Les PV de Marovoay ont transité chez un membre du CST proche d’Ambohitsirohitra, ce qui a provoqué la colère de la population. Le même cas est signalé à Ambatondrazaka.

  27. Misaotra betsaka an’i Lazalazao sy Tovo

    Vraiment toute satisfaction à la manière dont JLR démolit les « techniques de manipulation » déployées tous azimuts par le clan Rajoelina/Hery

    Ministère de l’intérieur, médias officiels …par des informatiions distillées partiellement sans modération statistique

    ==> dont le seul but est d’EMBUER L’OPINION PUBLIQUE
    ==> PREMICES DE COUVERTURE D’UNE FRAUDE MASSIVE (marche masquée…)

    Il est INACCEPTABLE de chercher à TRONQUER ainsi LES RESULTATS pour BIEN MANIPULER L’OPINION

    Il ne suffit pas de gagner : NOUS VOULONS UN RESULTAT REEL ET TRANSPARENT !!!

    * Transparent à l’égard des observateurs
    * Réel de la part de l’opinion constamment trainée par terre avec ARROGANCE PAR DES PUTSCHISTES, soudain drapés de vertu , SE CROYANT ETERNELLEMENT IMPUNIS

    ==> je DENONCE les DECLARATIONS LENIFIANTES DES ORGANITATIONS INTERNATIONALES et certaines ambassade comme la France .
    L’Amérique est capable de ne pas se soumettre à ce jeu malsain,

    JE DENONCE QU’EN AFRIQUE :
    1) dès que le sol n’est pas JONCHE DE CADAVRES, on décrète: TOUT VA BIEN
    2) que la Déclaration LENIFIANTE d’un ministre français d’origine JUIVE, LAURENT FABIUS , EST INACCEPTABLE :

    OU SONT LES GRANDS PRINCIPES DE RESPECT DE LA DEMOCRATIE ?

    A QUOI RESSEMBLE LA LUTTE CONTRE LES PUTSCHISTES ?
    Fait on toujours cache cache comme la FRANCAFRIQUE de FOCARD ?
    La démocratie n’est elle pas méritée à Madagascar , ni à toute l’Afrique ?

    En Centrafrique : les militaires « de la paix » français paradent , mais on fait bisounours au putschiste sans l’inviter à déguerpir !!!!!!!!!!

    IL NE FAUT COMPTER QUE SUR NOUS MEMES , notre énergie, nos convictions , AVEC ET POUR LE PEUPLE ET SA LIBERTE

    Notre ambition : « servir en se servir « 

  28. Ho an’i Za io
    Tena enao tokoa io,ny fijoroana mitaky ny marina tsy milaza fa hoe tsy tandalana,mila mahafantatra tsara ny marina fa aza minia mikipy eo anolohan’ny tsy rariny,ary izy ty tsy competi ka na mangalatr’aza ny arbitr de tairo iany…

  29. Fabius

    brillant jeune homme socialiste du temps de Mitterand

    devient de plus en plus un banal vieux monsieur qyui n’a plus de capacité autre que celle de sortir des FADAISES…sans imagination…sans personnalité

    Mais avoir la cervelle aussi frigide et ramollie
    ==> est INIMAGINABLE DE LA PART D’UN INTELLECTUEL JUIF ET SOCIALISTE !!!!!!!!!

    Perd il ses moyens depuis qu’il s’est acoquiné sur ses vieux jours avec …une petite minette ????

    VOUS N’AVEZ PAS LA CLASSE DE ROBERT BADINTER ? Lolo !!!!!!!

  30. aoka radoko , tsy manana hazondamosina be mihitsy enao , ra8 mibaiko , toy ny t@ 2002 , tsy any intsony zao , mba jereo vokatra mivoaka avy aany @ fartany raha olona misaina nareo misy dikany , satria ra8 fasciste de tsy tian’olo any , mety aminao MAIRE TANA fa tsy president satria tsy legitime , aza amidy ny fanahy topoko

  31. Iza no nanamboatra ny lalana sy nampandroso an’i VATOMANDRY ? Ratsiraka Ignace sy domelina !
    Iza no tena nanao zavatra be indrindra tany Faradofay atramin’ny nahazoana fahaleovantena na dia naverin’ny sasany ho zanatany indray aza Madagasikara ? Domelina sy Beriziky ?
    Lazaina fa ny lalana mba hivoahan’ny vokatra avy any amin’ny faritra tsy azo hoanina, ny anareo lalan-kely aza tsy vita, ary lalan-kely 30 metatra no mba tokanana sy araraotina anaovana fety !
    Ny hôpitaly manara-penitra moa dia hiomehezana fotsiny, ary ilay vazaha nomena marché moa dia mbola hitory an-dry domelina mihintsy angamba !

  32. Mba manaova raha matotsy Dr lafa manao raha, fa tsy iha olobe iny koa zao ro asisikin’ajà handray decision tsy voahevitsy. Ndra ty tsy fanajànao ty declaration-n’ny CI reo avao zao fa mety hampiova ty image-nao @ OMS ao henany zao

  33. salut daholo aloha ry mandala ny ara dalana namana a!!!
    rah sahala amiko de tsy asiko resabe zany io fa tonga de ambovonana ihany no mety anio
    tsy misy ratra sitrana aminizao raha tsy fongarina loarana ao anty fery ao ny loto jiaby e
    ty misy oha pitenenana iray « ny ratsy de tsy maintsy sitranina aminy ratsy « aza adino zay ry mpiaramitolona,ny akoatranizay resabe,hiahaino ani denise sy ny forongony eo fucking foza

  34. Mila mailo isika @ olona miantso ady mivantana eto, fa mifanohitra à demokrasia tadiavintsika izany.

    Toa izany koa, azafady, mba jereo kely ilay forum, lazaina fa an’i dada sy neny nefa misy olona tafiditra tsy manao afa-tsy ny manimba izay voalazan’ny kandida JLR, mihantsy ady ary milaza mihintsy ny handoro olona, toa ny lehiben’ny CES.

    Tokony ho mailo isika satria avy tao @ io foum io no nahitan’i Risara baomba ny hevitra bombinette tetsy sy teroa. Toa niana ampidirina ao ny resaka maloto rehetra dia mora ho an’ny fahavalo ny milaza fa ny movansa Ravalo mihintsy no tena mpihantsy sy mpamono olona. Ataoko fa misy webmaster ao nefa dia tena malalaka loatra ny fidiran’ireo mpihantsy ady sympanaratsy ny movansa ao.

    Rehefa tena tsy azo ferana ny fidiran’ireny karazan’olona ireny ao, dia tsy mety ny mbola hilazana fa an’-dRavalomanana na i Neny io site io.
    MAILO!

  35. Mailo hatrany isika!

    Tsara dinihana ilay fomba namalian’ny RNM ity fangatahana eto ity: tsy nasiany resaka loatra ny halabato nolazaina fa ny fandresen’i HVM any @ Faritra maro no nataony lavabe. Mazava anefa fa na marina aza ireo fandresena noventisiny ireo dia natao farany ambony ny azy tany mba hakely ny vaton’i JLR ary nalatsaka be koa ny an’i JLR @ ireo tany be mpifidy mba hiakaran’ny an’i HVM!

    Izany hoe, na hazava aza ny halatra nataony dia io fandresena azony tany @ Faritra maro ireo no ho arangarangany hampisara-bazana ny Malagasy.

    MAILO fa « guerre civile » mihintsy no homaniny!

  36. L’enjeu est Majeur

    êtrev »MAILO » ne suffit pas

    C’est une b LUTTE ( adim-bahoaka! adin-tsaina!)

    JLR

    vous avez une haute estime pour M. Ravalomanana : nous aussi

    Mais en la circonstance de l’élection que nous vivons :
    C’EST POUR VOUS , JLR , QUE VOTE LE PEUPLE !
    Et non pour personne d’autre , sinon vous nous apporteriez une république ba,nanière !!!!

    Alors ne décevez pas !

    FONCEZ AVEC DETERMINATION ET CONVICTION :
    * AFFIRMEZ VOUS
    * SUIVEZ VOS IDEES PERSONNELLES , voire vos pulsions , même VIOLENTES CONTRE HERY :

    NOUS VOUS SAURONS GRE

    Les hésitations de M. Ravalomanana avaient entrainé sa perte !!!!!!!!

    Ne refaites pas les mêmes erreurs

    RAPPELEZ VOUS :

    « OIGNEZ VILAIN IL VOUS POINDRA !  »
    « POIGNEZ VILAIN IL VOUS OINDRA ! »

    En clair : IL FAUT ETRE FERME QUAND ON A DES RESPONSABILITES OU DES AMBITIONS !
    SINON ON SE FAIT DEMOLIR !

    Faible vous serez porté à terre
    Agressif (poindre, poingt) vous vous imposez !!!!!!!!
    Que le judoka s’impose sur le dojo !!!!!!

    Hoy intsika gasy hoe « MANANA AZON-DAMOSINA »

    J’ai peu de confiance en certains de vos conseillers qui penchent en pleine bataille au « fihavanana » ou tambourine »tsy misy valifaty » comme Raveloson Constant , un peu naïf et timoré…

    On ne pardonne pas d’avance (c’est être VEULE , lâche)
    on EXAMINE seulement après ce qui est DELIT PERSONNEL (qui mérite SANCTION INDIVIDUELLE PAR DES TRIBUNAUX NEUTRES , NEUTRES ) OU NON …

    Et étudier ce qui mérite grâce ou non s’il ne s’agit pas de délit personnel (corruption, vol,vol ou détournement des biens ou services de l’ETAT pour son compte personnel , prise illégale d’intêret , prévarication etc..

    Pareil pour les fonctionnaires (il faudra peut être pousser les murs de prison…)

    Au passage utilisation des services de l’ETAT pour sa propre élection = PRISE ILLEGALE D’INTERET !!!!!!

  37. Nandeha ny resaka fa hoe 30 millions de dollars no nataon’ilay foza danseur fonds de campagne !
    Diso be daholo fa hay va re ka 40 millions !
    Rehefa mazoto hihinana faka ny malagasy dia avelao hitohy amin’izao ê !
    Foza danseur hihina caviar sy langouste, dinde sy ny karazany arahin’na champagne rahariva, miaraka amin’ny ekipany rehetra ; fa mba inona no hoanin-dramalagasy amin’izao andro fety izao ??
    Tohizo ramalagasy ny hadondranana !
    Tsssss !!!

    Izahay tsy mialona fa izahay koa mahavita, ary tsy mivelona sy mieboebo amin’ny vola nangalarina !

    Dommage ry GBD mbola tsy amin’ity indray isika no hiaraka hanao fety, fa dia manao fety sambatra ê !
    Torak’izany koa ho anareo mpiaro ny ara-dalàna rehetra !
    Ny hiriako ho an’ny foza dia izaho irery ihany no mahafantatr’azy !

  38. KM

    notre peuple est pauvre , se prostitue volontiers à voter pour un kilo de sucre…

    C’est le lot de la bêtise vénale , comme nos jeunes filles se vendant à des gros vieux paysans français du fond de la Sarthe , du Maine et Loire ou de Vendée…

    La bêtise est humaine : MAIS LE SUICIDE COLLECTIF n’est plus humain , phénomène prepre aux cétacés…

    ET LA FRANCE VEUT RESTER AUX COMMANDES TOUT EN SE DISANT SOCIALISTE ??

    SUREMENT PAS HUMANISTES !!!!!!!!

    RELENT DE COLONIALISME : TOUJOURS !!!!!

    Je préfère suivre la suite des évènements : la démographie galopante des hauts plateaux viendra tôt ou tard à bout des racistes comme Ratsiraka ou Zafy…des karana et des pieds noirs de Mada.

    Bonne fête à toi KM et à tous

    A JLR DE SAVOIR TAPER DU POING EN SACHANT COMMUNIQUER PARTOUT ET AUPRES D’AMBASSADES COMME l’ALLEMAGNE ou les USA …

    Avec Hery la France encouragera la corruption à T.G.V. comme au Gabon de Bongo ou le Congo de Sassou n’Guessou

    Je vais écrire quand même , ce sera un coup d’épé dans l’eau mais au moins AMNESTY INTERNATIONAL saura faire le foin , comme MEDIAPART ???

    Qui peut contacter Edwy Plenel à Paris ?

    ou le journal Libératrion ?

    IL N’Y A QUE LES SCANDALES QUI FONT BOUGER LES CHOSES

    Notre pays RESTERA NOTRE …les Viet ont mis 30 ans pour se débarrasser de ses envahisseurs….

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *