10 pensées sur “Efa maty paika hatry ny ela ny teti-dratsin-dRajoelina Andry”

  1. Samy mahala izany isika rehetra,na ny 2009 na iny fifidianana iny dia efa ela no niketrehany azy,aza sasana @zany tsony moralinay.
    Fa zao tsy Ing Andry zao manairana anay fa ny vao2 teny @magro,tena mitavozavoza be ny fiasa_tsika

  2. Raha mba manana courage hiaro ny safidim-bahoaka moa haninona. Ilay tolona 5 taona kosa maty momoka @ ny hoe ekena izay verdict ny CES. Alefaso ilay confrontation raha tena misy ny porofo .

  3. Tena tsy fiasako mitsy zao ataonareo zao an!Mbola hoavy zany RANDRIANIAINA zany ho fantatrareo tsara ny fomba fiasany
    _AINGANA(RAPIDITE)
    _MITSITSY(E/QUE)
    _MANDAITRA(EFFICACITE)
    Fa ra izao itsambikina any anaty rano (rano masina)any daolo ny kil

  4. Tena precis be mihitsy ilay resultat an ! Hilaza mantsy izao ny foza hoe tena vision an-drajoelina ireny. Fa amiko dia tena matahotra ilay korotana tokoa izy satria tsy manaiky ny halatra hataony ny olona.

  5. MALEFAKA LAOTRA SY TSOTSOTRA !!!!!!!!!!!

    La date des élections le 20 décembre , JUSTE AVANT NOEL ET LES FETES DE FIN D’ANNEE

    était STRATEGIQUEMENT PREMEDITEE !!!!!
    période propice pour masquer les fraudes…

    Les Malgaches sont très croyants et les fêtes ils seront AVEUGLES pendant ces fêtes de famille…

    Au moyen Age pas de guerre en période de carême : TREVE

    Chez les musulmans idem pendant le ramadan…

    mbola tsotsotra laotra ve ireto conseillersn’ i JLR ireto ve ???

  6. Tena manavariana ty rajoelina ty, tsy mba maty hoy ny Tompo zay, hiafara toy tchaotchskou ny niafarany angamba ny tatiaviny reo fouza reo…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *