34 pensées sur “FIDIO DR ROBINSON JEAN LOUIS”

  1. Raha mba mamaky ity ianao dada dia izaho ilay mpitarika tao Malaimbandy noho izay dia nafindra toerana aty Morarano Chrôme ny tenako ny ben’ny tanana tao mitsy no nanenjika ahy mafy,nefa na izany aza nandresy ihany isika ary mino aho fa mbola andres

  2. Randrianiana,
    Mankahery tanteraka ny tenako. Ary samy nahazo fanenjehana samy daholo isika fa tsy hanakana ny fandresena izany. Ny olona toa anao , izay natao tsinotsinona ka nenjehina mafy nefa mbola mijoro dia ohatra lehibe ohan’ny Zanak’i Dada. asa raha tadidinao i Razily-Drapeau.
    Araka ny fahalalako azy dia tonga ny hafatra izay mipetraka eto, ary torak’izany koa ny ao @ -madagascar.org/forum/list.php?1 sy ny http://fr.netlog.com/tsimiamboholahy
    Eto moa mazava loatra fa tonga ny hafatra

  3. Maivana be ny zanak’i dada e! Ho resy nareo e! Ho herim-po very maina ny propagande ataonareo e! Ankoatra izay moa dia olona mamolava sy Franc Maçon ve ity tohananareo dia mba ho lasa aiza ianareo! Tena loza ho an’ny malagasy tokoa raha Franc Maçon no hitondra an’i Gasikara satria tena mifanohitra amin’ny soa toavina malagasy ny foto-kevitra ananan’ireny Fran Maçon ireny sady mifanohitra tanteraka amin’ny finoana kristiana! Soa fa i Hery no ho lany ka ho afa-doza afak’atambo ny malagasy!

  4. Raha eo amin’ny lafiny ethique fotsiny dia ndeha ho ambara ireo fotokevitra éthique tohan’ny Franc Maçon fatratra hatraiza hatraiza: AVORTEMENT, EUTHANASIE, MARIAGE HOMOSEXUEL, ADOPTION D’ENFANTS POUR LES COUPLES HOMO…

  5. DENISE < Ianao io moa mba nahazo inona tany amin'i Fery vaovao? mba fantatrao amin'ny antsipirihiny ve ny fandehan'ireo olona miseho arahinao ireo?

    Fantatrao ve oe mba firy ny vadin'io Rajaonarimampiesona mba ataonao ho andriamanitra kely io? 4 ny valiny tompoko!!!
    Raha ùmora aminy ny nivadika tamin'ny vehivavy 4 dia ho hitanao izany atao hoe Very fa tratran'ny mpampiesona!

  6. Denise a!Efa niaritra izahay teto nandritrany 5taona,tsy mirarahan-zany izahay na franc-maçonnerie na maçonnerie de moëllon…fa ny masaka ato an-tsain’ny vahoaka malagasy alo dia miala ing Rajoelina & nyequipany ho hitantsika tsy ho ela ny valinizan

  7. Hé! Da viavy mora trompéna shanaky anao Denise fa mitandrema sha!
    Sy toera fanaovagnao hadalànao moa ato aminay ato!

    Aza adinonao fa am*oalahin’i TGV Hery mafatifaty agnao io! Zao mbola sy tara fa nao mila olo fashy ho an’ny firenena ty da fidio Docteur Robinson!!!

  8. Ny mpitondra ilaia dia izay sahy manambara fa hiala ao @ Franc maçonnerie tsy ampy ny filazan’i Dr fa en veilleuse ny Loge ny. Vao miha loza ny an’i Hery izay tsy sahy manambara izay mahamaçon azy izay. Tsara mijery isika ny site ny FM fa misy rîte très secrèt ataony @ initiation, be ny zavatra maizina (magie, Yoga, sce ésothérisme,…) ho fikatsahany ilay ëtre supérieur izay tsy i Jesosy Kristy velively. Jereo « blog de mbotakely » raha te hahalala misimisy ianareo

  9. Ianareo ve nahatsikaritra fa nisy varatra maromaro nirefotra t@ 17 janvier 2009?
    izahay mponina teo ambohijatovo niara nahita daholo!
    Misy zavatra hafahafa ataon’ireo foza ireo fa varatra ohatr’ireny tsy mipoaka maina amin’izao!
    Tsy mahatoky aloha aho fa asakasak’izay te hanary tena any amin’ny lava-poza an!

    DENISE – matoa ianao manenjika dei mahatsapa tena ianao fa ao aoriana ianareo!

  10. LA FRANC-MAçONNERIE …

    Il y a trois ou quatre ans , j’ai exposé sur ce site ou sur un autre l’origine et l’bjectif des franc-maçons ,membres de la franc-maçonnerie initiée par un pasteur anglais.
    De nombreuses allégations d’actes délictieux , criminels , de détournements d’argent , de proxénétisme de collusion avec le banditisme ont été réputés effectués sous le couvert dd la franc-maçonnerie..
    A Madagascar ces accusations gratuites ont été propagées par les catholiques pour salir la Réforme des Protestants vers le XVI è siècle en France qui a vu naître la contre -réforme animée et servant d’ordre de mission à la nouvelle compagnie composée uniquement des jésuites ,qui ont reçu l’orde de combattre et d’éradiquer le protestantisme partout.
    A Madagascar ont été et sont toujours affectés des jésuites surtout dans des écoles et actions missionnaires.
    Ces jésuites se sont mis è diffamer les franc-maçons qui sont discrets et oeuvrent sans tambour ni trompette pour l’amélioration des conditions de vie et pour la fraternisation ,pour la promotion de la démocratie et des libertés et de l’état de droit .
    « Pour devenir Franc-maçon la première condition, nécessaire mais non suffisante, est d’en éprouver l’envie. Toute démarche ne peut être entreprise que de la libre et propre volonté du candidat.

    Il est de coutume d’avoir un parrain qui propose d’entrer en Franc-maçonnerie. Dans la pratique, l’évolution des mœurs et des moyens de communication voit les demandes spontanées auprès de la Grande Loge Nationale Française. Dans ce cas, la Grande Loge Nationale Française confie à l’un de ses membres le soin de rencontrer le candidat et de cerner avec lui ses motivations.

    Pour entrer dans l’Ordre, il faut, faire expressément acte écrit de candidature, être présenté par un parrain et avoir l’âge de 21 ans. Les exigences sur le fond sont au nombre de deux : « être né libre et de bonnes mœurs ». La première est un peu désuète dans notre monde moderne mais elle conserve tout de même la valeur symbolique du libre arbitre et de la volonté individuelle et de la liberté personnelle. La seconde est d’ordre strictement moral, à savoir l’honnêteté, la franchise et l’exemplarité.

  11. « Fantatrao ve oe mba firy ny vadin’io Rajaonarimampiesona mba ataonao ho andriamanitra kely io? 4 ny valiny tompoko!!! »

    voaporofo ETO ihany ny farany fa marina ny voalazan’ilay lahy-maditra tafaresaka izay nahita olona naterina chauffeur anaty fiara fitaratra ombrée, tao @ qg, hoe: anisan’ireo vadiny fHery vao2 anga no niala avy tanatin’io teo??

    ity miaraka aminy en public zany
    vady be voalohany
    matoa mitady antsoina oe first lady??!!

  12. Ho an’iretsy milaza ilay hoe efa nisara-bady i Hery dia tsy dia mahataitra izany eo amin’ny fiainana! Ry Mandela ireny moa efa impiry no niova vady? saingy izy tsy mba mamo imasom-bahoaka sady tsy Franc Maçon! Ry sarkozy, ry Hollande, ry Prince Charles d’Angleterre, samy efa nisara-bady jiaby izy ireny… Fa sady tsy Franc Maçon ireny no tsy mamolava toa an-dRadoko!

  13. Fantasme de Andry Rajoelina ?
    Copuler avec une chèvre ou jouer à papa-maman avec le fery vao ? Qui sait, mais d’après La Nation ce serait plutôt assassiner le Président Ravalomanana !

    INADMISSIBLE ET VERITABLE PROVOCATION, EN VUE DE MENER LE PAYS VERS UNE GUERRE CIVILE !

    http://www.lanation.mg/article.php?id=8319

  14. Tsy aleo ve aloha ry denisy mikaroka vao miteniteny fahantany?Iza milaza aminao fa tsy franc macon i Mandela?Ianareo koa angamba ilay hirahina fotsiny handoto rano eto @ itony sehatra itony fa tsy mampiasa saina hianatra sy hikaro-baovao fa zatra mahazo vola MORA any @ HAT sy HVM

  15. O ry reto a! inona no andanianareo fotoana mamaly and-Radenise e ! Avelao izy hamelabelatra ny heviny atao hihomehezana kely eto @ ity site ity e !

  16. tsy misaraka ry Hery
    fa vady vita soratra iray 1 + 3 maîtresses : en même temps!
    ______

    Misaotra km amin’io lien eo ambony io.
    Arak’izany dia mijoroa mafy ianareo any @ région,
    manoloana ireo MITANA BASY HANDRAHONA BODEGANY BEBAOTY en treillis
    ==> avy ao @ ARMEE natao CHEF DE REGION anaty faritra valo
    (no limoger-na ny teo aloha)

    Aiza ireto observateur TSY MITAKY retour-aux-normalités et selon les règles du jeu

    [Le comble a été atteint lorsque pour « salir » et « démolir » le général Camille Vital qu’il avoue « avoir nommé » à ce grade et aussi au poste d’ambassadeur, le même Andry Rajoelina révèle un entretien avec ce même général au cours duquel, il a été question de « tuer Marc Ravalomanana » si jamais celui-ci revient au pays. Serait-ce une de ces fantasmes d’Andry Rajoelina qui, dans sa peur bleue de son prédécesseur, tente le tout pour le tout en faisant endosser à celui qui a refusé de lui céder la place pour la candidature, son désir secret.

    Désormais, il n’est plus question de faire preuve de compétence militaire spéciale pour monter en grade. Il suffit de faire preuve d’allégeance à l’esprit d’intolérance pour mériter l’estime des décideurs. Le constat est valable pour ces grosses légumes comme le ministre Lucien Rakotoarimasy, le Cemgam André Ndriarijaona, le général Ravalomanana et ces généraux nouvellement nommés.]

    ________

    ATAOVY MITORA-JOFO Antsonjombe
    ATAOVY MIPOAKA TSARA NY TAKI-BILANY

    Mitsangana ry tanora

  17. HIANAREO WOA AZA MIFAMALY AMINIO MPAMOSAVY DENISE IO FA MANJARY MITOVY AMINY EO.ALEO IZY HITATATATA EO FA REHEFA TSY MISY MAMALY DIA MIJANONA IZY AMINY FARANY, RANGITINY EO FOTSINY HIANAREO DIA MIAKA-PEO.JEREVA FOTSINY FA NA NY FIRESANY AZA DIA TSY LOJIKA MIHITSY.

  18. Ndao tsika ho avy marobe eny Antsonjombe. Raha azo atao , mangataha permission na congé de 1/2 journée ho an’ireo izay mbola any ampiasana. Tsy anenenana ny manatrika ny faradobok’tsika anio fa miomana dieny izao. Izay vita omana dia afaka miainga avy hatrany mankeny Antsonjombe.

  19. Merci docteur Célestin Robin,

    Entendre et lire toutes ces insanités concernant la franc-maçonnerie sont lassantes même pour ceux qui ne connaissent cette confrérie qu’un tout petit peu . Donc merci pour cet article.

  20. Atao masaka mialoha ny sakafo , dia tsara raha manao voky tsara mankeny @ Collesium. Mety ihany koa ny mitondra eau plate @ tavoahangy eau vive na christalline. Mivatsia ihany elo sao sanatria avy ny orana rahariva.

    Tena ataovy raharahampianakaviana ny eny Antsonjombe fa hiankinan’ny fiainantsika aoriana. Mankeny Antsonjombe daholo isika, ka raha tsy azo akatona ny trano dia na olona iray afaka miandry trano ihany aza mijanona fa ny rehetra manainga daholo.

  21. hahaha! milay io Colliseum namboarin’ny boay kely io an! Ilay ambaran-dry zareo forngon’i dada hoe « Foza » no nanamboatra io toerana milay be io! Mifandrombaka ery ny zanak’i dada hisonanina eo amin’ilay zava-dehibe nataon’ilay antsoin-dry zareo heo Foza!!!!hihihihihi! mampihomehy e! hihihihihihi!

  22. Hi hi hi !!!
    Be konetaka ny foza !! Taramenan’ny afo ny foza, ary mbola hivalo-mainty tahak’ireo olona nataony sorona tamin’ny 26 zanvie !
    Misafoaka rehefa atao hoe foza, kanefa tsy menatra akory mandika lalàna sy mamono vahoaka, ary manongam-panjakàna !

  23. Dė ny tena no menatra!!efa tsy hita izay lazaina,
    dė mba mody ahodina ilay resaka fa fantany tsara mihintsy ny dikan’ilay
    « FOZA  » fa  » TSY IZY « azo lazaina mihintsy aza hoe: sandoka na bibiy mitorona, miemotra e!
    ohatra izao hataony izao ,faux- false-falsch sns…..
    fa ny tena nanome litika dia ilay izy niteny fa « grave » ????tena efa tsy izy intsony e!!
    mahonena ‘!!efa tsy hita izay lazaina fa lany lainga ,tsisy apoaka!

  24. Zandry kel kosa alo tsy nanambotr zvt ratsy zany mitsy e!Manarapenitra dahôlo dia atao manarapenitra koa ny fanalana azy eo,dia mba tatarao ze miseo eny @ kaolieziôma eny fa tsy mba afaka manatrika fa mizara badge-na deleguer

  25. Denise a! misy misandoka pseudo eto woe « Rabe ». Fantatro tsara Rabe fa mpitolona sy mpanohitra mafana vay teto. Ary tsy miova foto-kevitra mihitsy mandrakizao, fa ny mpisandoka betsaka e!
    Faharoa, tena hainao ny mandrehatra afo eto. Mazava be ny tsy fananan’ireto hambo e! Aiza ny fanejehana an’i Zandry namboatra an’io Coliseum io. Zandry koa moa nilaza fa natsangany ireny ho an’ny zavakanto, sady malalaka zay te hampiasa azy. Zany ny olona manana fair play, fa raha Raosy mainty io, efa nidiany tsy misy mahazo mampiasa afatsy ny zanakidada ihany.
    Raha milaza ireto fa marovady Hery, tsy mbola nisy scandale otran’ny nataon-dRainivoanjo teo @ tantaran’ny prezida gasy, sahy manitsakitsabady eo am-pitondrana, de ny fisipany t@ Onja tinondia, ary tsy nafenin’io sipa io mihitsy ny relation, sy ny villa be natsangan-dRainivoanjo ho azy. Namapalahelo mihitsy raneny, ary io moa efa natao esclave rahateo, ka zay baikon-dramose de tsy maintsy tanterahana. Tsy mahazo manohitra. Milatsaha enao candidate, de aller. Ataovy fitaovana ny reninao hodiako, de aller. Vehivavy anefa iny sady reny, tsy maintsy mivaly @lery ihany ny hadalany, ary nihinana foana moa htr@izay. De io koa, manararaotra ny vadiny tsy eo, de miaraka @ jeune policière Sud Af. Aza miteny olona woa, fa tsisy pire sy Rainimbody otran-drainivoanjo iny. Zahay aloha tena foza e! sady fier de l’être. Henjana be zany foza nampinana ny tsy fihinany, prezida milliardaire, mafibe, be zesta be. Kanjo hay ankoholahy fataka, tairn’ny Zandry de rifatra mandositra. Mba valio ity, FA INONA ARY NO NAMPANDOSITRA ANLE RANGAHY INY E? satria ketoky ny foza de tsy zaka.
    Hay ve very fihinanana Randrianiaina a! de manao ranomaso an’i dada. Ka tsy misy vitan’ny dadanareo tsinona, raha tsy woe handefasany chèque angaha rangahy. Ka na de ireo rovitra pataloha nadritra ny 5 taoana tao @ magro ane na jus 1 tavoahangy aza tsy nomenlery e! nareo samy nareo no nanao tsipaipaika tao rehefa misy blème ny namana sasany. Mba nisy mba nitehaka ve tao @ magro woe, iny nisy vola 5000 Ar avy @ dada hividianana eau vive roa tavoahangy fa manevokevoka ny fahadisoam-panantenana ato @ magro.
    Zahay ny antony hidiranay eto, de ny hilaza ny marina tsy hamitahanareo vahoaka eto, hilazana woe, iza marina dadanareo? andriamanitrareo iny fa tsy Zanaharinay. De hita eo ry Denise raha hitahy ny andriamanitry ny franc maçon, sy ny dara Osimaintin-dRainivoanjo a! Io darany afangarony @ minoa fotsiny ihany io ihany no nahasesitany alery. Mbola tovanana franc maçon ndray ity. Asa a! 5 taona foana zay, toa tsy nandaitra foana lay minoa fotsiny ihany sy ny vice prezida FJKM. Toa efa mitsaoaka an-daharana tsy manohana anlery aza ny ankabeazan’ny pasteurs FJKM @izao. Very ah marina saribakoliko.

  26. Hi hi hi !!

    Mihira ny foza orana !!

    « Avelao ho avy izay ho avy
    Na hilatsaka ny orana
    ….
    Izahay koa foza orana »

    Izany mba hiran’ny foza !! Dia avy eo indray mizesta hoe : Aiza zay ho e len’eo ??

    Ianareo mianakavy no tena foza orana r’ilay mpitendry taralil’ty, fa aza ahilika any amin’ny olona ny toetra ratsy !!! Manompa toy ny fanaony sisa ilay général des caniveaux !

  27. Ato angamba ny zavatra tadiavinao !

    Na dia tsy voalazan’Ingahy Robinson aza dia izao : Tsy hisy Firenena vanona eo, rahatoa ka tsy manao ny asany ny FITSARÀNA !!

  28. Mazava ny zavatra rehetra na ny zava-nitranga teny @ Collesium na ny débat tao @ TVM ny hariva teo. Mazava fa dia filohampirenena izany ny Dr Jean Louis ROBINSON. Tsy misy hiadiana hevitra intsony fa dia miharihary sahala @ masoandro be lohataona fa hivoaka mpandresy ny kandidantsika.

    Izao anefa , aleo mailo hatrany. Tongava mifidy daholo ary ataovy alohaloha na maraindraina sao dia misy empêchement tampoka raha miandry ny après midi, orana mikija ohatra.Aleo rahampitso jeudi dia ataovy vonona @ toerana iray daholo ny CIN sy ny karampifidianana.

    Na mazava aza ny fandresentsika dia aleo ihany vigilants hatrany isika.

    Ny hariva dia aleo assurer tsara ny dépouillement sy ny fanisambato.

    Tsara asiana rendez vous eny @ Magro ny samedi. Ny matinée no tsara fa henjana be ny orambaratra ny après Midi. Manomboka @ 9h00 dia mirava @ 14h00 no tsara kanefa ny tompon’Andraikitra no tena mahita izay tokony hatao ny @ izany.

    Ny farany dia aza adino ny mitondra ambavaka ny firenena fa ny vavaky ny maro no mahery indrindra. Raha mazoto isika demain @ 9 ora halina dia ndao samy hivavaka any antrano na any @ izay misy antsika isika mba ho an’ny firenena.

    Mahereza tompoko.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *