FILOHA RAVALOMANANA : TSY MAINTSY MIADY AMIN’NY TSY RARINY SY NY HITSINY ISIKA ARY HIJORO AMIN ‘NY FAHAMARINANA

IMG_1810

IMG_1810Niditra mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby avy any Afrika Atsimo , ny filoha Ravalomanana teny amin’ny Magro Behoririka androany Talata 24 desambra. Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika hoy izy fa nandritra izay 5 taona izay dia tsy kivy  tsy ketraka ny vahoaka malagasy indrindra  fa isika teto amin’ny Magro, nitaky ny tany tan-dalàna, ny fanajana ny lalàm-panorenana, ny fihavanana. Miarahaba antsika rehetra ary miarahaba manokana ny dokotera Robinson. Amin’ity krismasim-pandresena ity hoy izy dia mampahery anareo aho ary ianareo ihany koa dia hampahery ahy , enga anie ka hitondra fandresena ho an’ny vahoaka malagasy sy ny dokotera Robinson izao krismasy izao. Mahita izahay aty hoy izy fa niteny ny dokotera Robinson fa nitarika amin’ny fifidianana, fa ny mifanohitra amin’izay no lazain’ny sasany. Ny marina marina ihany, ary ny marina tsy mba maty hoy izy ka noho izany dia samia miasa miaraka hampiseho izany. Noho izany dia miantso antsika rehetra aho iaraha hitady ny porofo. Tena mitebiteby ny Afrikana rehetra, indrindra ny Sadc , ary vao aninkeho dia nampiantso ahy izy ireo ka niteny hoe ataovy haingana dia haingana ny hisian’ny porofo fa tena nandresy ny dokotera Robinson. Misaotra ny vahoaka malagasy hoy izy fa nampiseho fahendrena lehibe ary nampiaiky izao tontolo izao , ny ratsy tsy kely làlana fa mbola misy ihany ireo hosoka sy ny  tsy rariny fanamparampahefana. Noho izany mijoroa ianareo.  Miarahaba anareo aho hoy ny filoha Ravalomanana amin’ity krismasy
ity. Ankino amin’Andriamanitra ny asanareo ary aoka izy no hiambina ny vatontsika. Mirary antsika rehetra mba samy anao krismasy  sambatra ,am-pilaminana sy am-pieritreretana lalina. Namafisiny ihany koa fa tsy miala eto amin’ny Magro isika raha tsy azontsika ny zavatra notakiantsika, ny tany tan-dalàna, ny fisian’ny fandriampahalemana, ny fihavanana,   ary raha tsy tafaverina eto i dada. Nanome hafatra ho an’ny tomponandraikitra ihany koa ny tenany. Aoka ianareo hiara hiasa , tsy mora tezitra satria ao anatin’ny fotaoan dia kritika, ary aza kivy fa raha misy hevitra dia hifanampiana. Tsy maintsy miady amin’ny tsy rariny sy ny tsy hitsiny isika ary tsy maintsy  hijoro hatramin’ny farany amin’ny fahamarinana. Mivavaha ianareo.

77 pensées sur “FILOHA RAVALOMANANA : TSY MAINTSY MIADY AMIN’NY TSY RARINY SY NY HITSINY ISIKA ARY HIJORO AMIN ‘NY FAHAMARINANA”

  1. Amiko dia betsaka loatra ilay misaotra an’/tra, mivavaha… tena sahiko ny mitsotra eto fa tsy izany no handrosoana, fa mahatsara ny fon’ny mpino fotsiny ihany, ny zava-dehibe dia efa voalazan’i Dada, aoka isika rehetra hikaroka porofo daho ka hampiseho izany..ny ankolafy Ravalomanana tokony tsy hiandriandry fa eo ny vahoaka, eo ny aino aman-jery ary eo koa ny avy any ivelany, asehoy azy ireo ny porofo mba hialana @ ra mandriaka.

  2. Amiko indray dia tsy tokony hiantehitra @ hazo boboka @ ankolafy Ravalomanana intsony,
    aleoko lavitra MITOKY @ VOT noho ireto tsy hita hoe ahoana ireto, mba antenaina haniry koa vao maika
    mampivandravandra,ny tena loza dia izay mahasahy mba MIJORO DIA DAKANA FOTSINY IZAO! KOA AIZA???
    aiza no hisy zavtra handeha???TOKONY!TOKONY izay foana no hialana olana tsssssiiiiiiii tsy mamely !!!manantena
    tsy musy no betsaka .
    HIALAO IREO FA MAIMBO E!!!TSY IZY INTSONY !!!

  3. Miantso anareo mpandala ny ara-dalana ao PARIS ataovy ohatra an’i ratsikirity fa any ny anareo
    miaraka @ kotovelo mpamadika, iny no tena tain’alika ao fa tsy iza akory, mpamosavy malemy.

  4. Mazaha miady hevitra intsony fa efa resy JLR @fifidianana,hoatra fotsiny raha mahazo 50 à 70/100 eto Antananarivo jlr dia 30 à 40/100 nen’i Hvm eto antananarive .Tadidio fa ny faritrany mada rehetra(côte rehetra)tompoko tsy mila an’i Ravalo ka nameno ny vaton’i hvm dia mandresy izy, lozika be zany.Afaka dimy taona ndray manarina e!ny propagande Hvm nafana tsara tany@faritra mada rehetra nefa ny Jlr tao tsy namela sady taraiky no tsy ampy olona nandresy lahatra ny vahoaka dia aleo ny olona tgv ihany sady social ny antokony no mahay koa ny conseiller.

  5. Amidio @ foza ny reninareo sy ny bavinareo rakoto fa ny tanindrazanay sy ny safidinay
    tsy varotanay @’izay FAKO FANARY ANATY BADA -PAKO IRENY a!!MAZAVA VE????
    TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA NA HO ELA NA HO HAINGANA!!
    MISY FETRANY NY ASAn’i satana

  6. @ rakoto: raha ry Mamo-i-GOTSO & rasta-ROSSY no atao hoe social…
    Mandrorona amin’ny lafiny rehetra, efa AMBONY AMBANY tsy hifankahitàna ny ara-tsosialy eto dago

    ankehitriny
    ilay lamasinina haingam-pandeha TGV somary arafesina kely

    fa vohizina foana ilay slogan MPAMOTIKA « force-de-changement » @ alalan’ny fHery vao2

    (efa voasedra io tamin’ny nahavitàna namono ankolaka ny gouverneur de la banque centrale vao tsy ela akory)

    moa va tsy toa ireo lohandohan’ny mpisorona nitarika olona ho eny Ambohitsirohitra ny 7 fév 2009 HATAO SACRIFICE

    ==> MISY FETRANY NY ASAn’i satana

    _____________

    Best Wishes to all of us
    on this CHRISTMAS
    HAPPY day!

  7. Lemahita dit :
    25 décembre 2013 à 5 h 38 min
    Efa nolazaina ombieny ombieny teto fa i KOTOVELO no mpamadika an’i Ravalo fa tsy olonkafa akory ! Iny izy efa lasa any Paris niaraka @ Hremboantay! Nenina an’i dadavalo fa niankina @ mpamosavy malemy ! Afaka dimy taona indray ! Ny tena mpitolona sahala@ Constant, Zafilahy, sy Manoela tsy mba nihenona akory !!!!
    Vitan’i KOTO BENANGY matavy tsara anareo mianakavy

  8. Tsy tokony hiantetra @ olona eto iarivo intsony i Dada fa mpamadika daholo ! Tena diso casting ! Naninona tsy i Naika na Botozaza no notendreny ??? Borizany tsy misy zanany!

  9. Ny any mba hifaliana dia tsy ho PM velively i Bitrokely fa ho hakipilin’ny reny malala mafy ! Izay ny anton-dian’izy telo lahy any Paris! Ary i DADA valo dia ho tafa verina tsy ho ela satria fampanantenana nataon’i La frantsa io na tian’i DJ kelytavo na tsia! Samia manao fety daholo ô!

  10. Ity Mamy Rakotoarivelo ity no mila hamboarina. Na inona n’a inon n voka-pifidianana. Dia esorina aloha i Mamy Rakotoarivelo . Ny mahagaga dia tsy hitan’ny filoha Marc Ravalomanana mihitsy hoe izy ity no tena fois tra, porofo izany fa tsy manana olona mampitaha hafatra mivantana aminy ny filoha, fa lalaovin’i mpitarika fotsiny. Fa maninona re no tsy mba no,héroïne ny VAMI (Vahoaka Miray) sy ny V.O. T (vondron’ny olon-tsotra) ary ny GTT Madagasikara ? Ireo dia no sakanan’ny ankolafy tsy hitondra ny anaran’ny Dada t@ fifidianana solombavambahoaka. Izany hoe tsy te hampandresy an’ dRavalo mihitsy ireo mpitarika. Amiko, nynlesoka voalohany dia ireo mpitarika ao @ MAGRO sy ireo mpanentana mila ranondranony, dia eo,koa ny safidin’i Dada an’io Mamy Rakotoarivelo mpamadika io.
    Na inona n’a inona no tohiny tsy maintsy tohanana ny filoha Ravalomanana ary to hérita ny Foza orana.

  11. Mbola averiko foana ary ampahatsahiviko eto ny teny nataoko teto angamba roa volana lasa izay: » Io fahefana azon’ny HAT io dia fahefana nangalarina izay nanaovany izao zavtra mamoafady rehetra izao nahazahoany azy, dia hihevitra ve ianao fa satria hoe resinao tamin’ny fifidianana izy dia homeny anao maimaipoana io? ». Dia hilaza indray fa hoe hanaraka ny lalana izahay fa iza no lalana hitsara anao eo? mbola ny HAT ihany! Niteny aho teto hoe azon’ny HAT vidiana daholo anie ny delegue de vote rehetra any e! Inona no solution noraisina? Tsy vitany ny milaza hoe mandresy isika marina izany saingy ahoana, porofoy aloha. Ny zavatra tsapa dia nandaitra ny paik’adin’ny HAT tamin’ny tsy namoahana afatsy izay nandresen’ny foza. Satria hita fa kivy ny mpoba ny Dada, fotoanan’izany ve nefa izao? Non! Mitsanga, misikina fa izao vao tena ady ary tsy maintsy miady raha te handresy! Porofoy ary fa maroan’isa isika. Isaky ny miteny izany aho dia misy mamafa foana ny hevitro. Na tiana na tsy tiana tsy maintsy izay no atao, rehafa hanangana dia tsy maintsy ilaina ny mandrava, amin’ny fomba ahoana? amin’ny fomba rehetra

  12. Ninia tsy niteny ny zavatra tsy nety aho tao anatin’iny fihodinana faharoa iny. omeko ohatra iray, ary eto dia aleo tononona amin’izay ny anarana. Cas Ambatondrazaka: Dia sagnagna ve ny mpitarika amin’ny akolafy no tsy mahalala na minia tsy mahalala fa tsy tian’ny olona ao ambato i CT Brenda satria tsy dia tsara fitondratena! dia mbola io ihany no tohanana. resultat tsy lany ary laharana faha firy, tsy ao anatin’ny top10 akory. Nisy olona fiable tao nahazahoana iny resultat 1e tour, nefa dia tsy nomene na irambilanja aza noho ny nafitsokiny coach ambato madame HANTA, satria nahoana laniny ny vola, navilinay ho an’olonkafa ny fitaovana rehetra! dia ionona ny resulatat? samy afaka mahita ny rehetra!

  13. Zao aloha marina ny anao ry Ranavalona fa izany movansa R8 zany zero a, mampanonofy antoandro ny mpikatroka fotsiny fa tsy miasa . 2 taona mahery ve nareo nitondra fanjakana dia tsy nanamafy na nanomana ny base , efa hita fa mpangalatra ny adversaire de avela fotsiny amin’izao ny tsy fahampian’ny delegué. Zero leadership. Tsy haiko ntso y fa ny vahoaka mangana fa ianareo zao ny teto Tana voafidy deputé fa i dadanay tsy tafody de milamintsaina ianareo.

  14. erreur de casting …

    j’aime bien JLR , par défaut et je soutiens par solidarité et fidélité à mes convictions.

    Avoir proposé Neny (que j’aime bien aussi ) était une grosse maladresse , elle aurait été un symbole politique ou petite mère du peuple …

    jamais un guide politique…

    …et avec son mari derrière comme mentor : nous aurions CONSACRE UNE REPUBLIQUE BANANIERE !!!!!

    Depuis le début j’avais marqué ma préférence pour NAIKA : intelligente , bête politique , toutes les qualités d’un leader,elle s’était dépensée énormément (sans reconnaissance !!!)
    ou encore RAYMOND RANJEVA qui une pointure bien au dessus de la moyenne , et en temps qu’orateur pendant la propagande aurait trouvé de manière CONCISE ET PRECISE les arguments qui frappent l’opinion et aurait imposé sa stature:

    ==>J’EN SUIS VRAIMENT DESOLEE ,
    mais le casting est fait : j’en prends acte

    Maintenant…NOUS SOMMES EN PLEIN ROUAGE DE FRANCAFRIQUE

    Le staff de Havana est médiocre et je pense gangréné par la jalousie lorsque des PERSONNAGES EXTERIEURS AU GROUPE DE COPAINS étaient évoqués (Naika, Ranjeva, même Vital aurait fait mieux en score incontestable pour Françafrique)
    ===>le TOLLE ETAIT GENERAL !

    Françafrique est un immense rouage de PIEUVRE , de MAFIA BIEN RODE DEPUIS 1960..
    ………tous les dirigeants français de gauche , comme de droite n,’ont qu’un objectif : maintenir l’influence politique et économique dans l’Afrique francophone…

    L’ignorer ou le négliger relève non de l’erreur , mais de la FAUTE POLITIQUE, la négligence naïve en plus

    NEANMOINS :

    je souhaite et espère que HAVANA puisse en venir à bout pour DEMONTRER CES FRAUDES MASSIVES ET GROSSIERES à l’égard des instances internationales
    et des TRIBUNAUX ( en sachant RECUSER les juges ou magistrats soupçonnés d’être à la solde de Rajoelina)

    La politique n’est pas faite de voeux incantatoires , c’est un monde ou la lutte est féroce et l’inconséquence a un prix douloureux….

    C’est NOEL ,

    mais il ne faut rien lacher

    et j’exprime ce que je pense , même si cela peut déplaire ,

    Ce n’est PAS EN FLATTANT OU POUSSANT TOUT LE TEMPS DES LOUANGES
    QUE L’ON AIDE SES AMIS OU LES MEMBRES DE SA FAMILLE .

  15. avis partagé avec Lemahita : des regrets : NAIKA est d’une autre pointure

    mais le staff voulait il un cipain ou une personne sans trop de charisme ???

    LAMENTABLE

  16. AZAFADY INDRINDRA

    APPEL AU STAFF DE HAVANA

    Les seuls personnages politiques du GRAND SUD :

    VITAL et MOINJA ROINDEFO se sont ralliés de suite à JLR

    Il est IMPOSSIBLE que leurs voix pour le 1° btour n’ait pas fait l’objet de report massif

    Il est IMPOSSIBLE que Hery y ait matraqué JLR

    S’il y a FRAUDE MASSIVE ; c’est le grand sud : A RE-VERIFIER A LA LOUPE !

  17. TRATRY NY KRISMASY DAHOLO ALOHA ISIAKA REHETRA AMINITY SITE NY MY DAGO.COM MAHAFINARITRA, TSY HADINO AMINIZANY KOA INDRINDRAINDRA NY NY AO AMINY MY DAGO.COM. MISAOTRA ANAREO E.NYB HAFATRA DIA TSOTRA IHANY.MANDRESY ISIAKA.ATAOVY MATSIRO NY LAOKANTSIKA E, NY TENA MOA MPIOMPY DIA MBA NAMONO GISA LAHY MANATODY.MAZOTOA OMANA DAHOLO E.

  18. MBA JEREVO KELY ITY VALIM-PIFIDIANANA ITY FA TENA MANDRESY IZANY ISIKA FA TRATRA AMINIZAY NY LAINGA BE.IO AZA ILAY IZY

    4h30 – TENDANCES CENI-T : 11 933/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 50,26%. Hery Rajaonarimampianina 51,21% (1.134 575 voix). Jean Louis Robinson 48,79% (1.283 546 voix).

    inona no tena marina

  19. salama daholo isika rehetra ! io fa mangovitra ny CENIT ary tsy hitany intsony izay atao ka diso mbaminy resulta avokany
    11933/20.001 BV Tendance CENIT 14h30
    HVM 1.134.575 51.21%
    AVANA 1.283.546 48.78%
    Somary diniho kely ireo chiffre ireo fa efa any DOCTEUR ny fandresena ok courage fa cadeau de Noel sy bonne année ho antsika io !!!!!

  20. misaotra : bonne année daholo

    fa averiko :

    Vital et Monja :

    * sont les seuls hommes politiques écoutés dans le grand SUD

    * Vital et Monjza se sont ralliés sès les premières heures à JLR

    ===> il est MATHEMATIQUEMENT IMPOSSIBLE , et cela CREVE LES YEUX ,
    que Hery batte JLR dans le sud (examinez les résultats du CENI T)

    ===> LOGIQUEMENT C’EST DANS LE GRAND SUD QUE NOUS DEVONS DONNER UN GRAND COUP DE POING DE CONTROLE DES LISTES (précochées , on le sait !) ET DE RECOMPTE DES VOIX
    ==========================> POUR DEMANTELER UNE FRAUDE MASSIVE CLAIRE
    ==========================> IMPOSSIBLE que les voix obtenus par Vital et Moinja
    au premier tour ne soient pas reportées au 2° tour
    ==========================> il est impossible que Hery , dans le grand sud ,
    obtienne un pourcentage identique à celui obtenu
    vers Tamatave ,ce qui est normal puisque le CLAN
    RATSIRAKA soutient HERY !!!!!!!!!!!!!!bravo !

    Le comptable et sa « copine outrageusement maquillée »…Attallah sont spécialistes en MANIPULATIONS DE CHIFFRES

    Mais n’avons nous pas aussi des observateurs capables d’analyser les chiffres bruts ? capables d’analyser les critères de PONDERATIONS : statistiques et démographiques ???

    un bureau de vote de 16.000 n’est pas comparable à un bureau de vote de 160.000 électeurs
    ==> dans ce scrutin UNINOMINAL il n’y a pas besoin de faire un dessin !

  21. Efa malaza be ity hala-bato ataon’ny foza ity fa ny andrasan’ny olona izao dia ny consigne rehetra manoloana izany.Joyeux noel daholo.

  22. Tô tsisy mamaly tsony f ahoana??
    Mba lazao kely aloa ny fety ny mahantra androany,ny anay zao a ny laoka androany ravim_bele @voanjo nasiana votabia natao rondel de mba nampitomboana ny vary e raha 2 d natao 3
    Mba omeo resultat avy @cenitatra e

  23. 11 urnes bourrés de faux bulletins pour le compte du candidat Rajaonarimampianina s’entend.

    Des cas identiques relevés à Majunga, Antsirabe, Ambatondrazaka.

  24. Fraude

    attention en cas de fraudes : PHOTOS, VIDEOS, PV en bonne et due forme

    je n’ai même pas confiance s’il y a acheminement de pièces fondamentales contestées

    SUIVEZ LES A LA TRACE LES AMIS

    AZA AVELA MIHINTSY

    MAHEREZA MADITY hoatry lomotra Ô !

  25. Io fa kibokiboin’ny marina koa milaza ny tsy hanontaniana e!!!!
    hihihiiiiiii
    JEREO TSARA annnn!!!
    FERY VAO2 :1134575= 51,21%
    DOKOTERA : 1283546=48,78%
    izao no midika fa fandrebirebena sy FANDEMENA vahoaka fotsiny ilay resaka % ary PETA-TOKO
    mba hanomezana FAHAFAHAM-PO ny FOZA.
    MAZAVA BE FA ATY MINTSIKA NY FANDRESENA e!!!

  26. Za ne ry Jaharini tena manotany tena mitsy e
    Ny olona tokony anome vao2 ndray lasa omena,misy namantsika zao avy any Melaky tsy maita trano atorina mba itondra ny vao2 avy any aminy,ka mila ny fiarahamiasantsika

  27. Miara-mahita isika fa ho mafy ny ady hatrehina. Ny vahaolana réaliste sy ny làlana hahatongavana amin’izany ary ny fanatanterahana azy haingana dia haingana no tokony hatao fa tsy lany andro manaratsy ny foza tsy misy miditra eto @ ity site ity akory !!!

    Ny ankamaroan’ny resaka eto dia :
    -mitanisa ny haratsin’ny foza, de mitondra mankaiza izany ? Sa ny fihetseham-po falifaly eo ampamakiana an’izany dia mahafa-po antsika ??
    -midodododo amin’Andriamanitra hitondra ambavaka ! hitondra ambavaka ny inona ? tsy misy akory action concrète goavana natao izay angatahina entina ambavaka !!
    -mitabataba fotsiny daholo hoe tokony, tokony, tokony. Mitabataba fa feno ny hala-bato ! inona ny action natao ? mampatahotra nga ny mitondra porofo @ ireo fraudes marobe eny @ haino aman-jery sy gazety mba ho fantatry madagasikara iray manontolo ?? Sa porofo tsy tiana havoaka fa hidina anaty kitapo mankeny @ Cenit sy ny CES, dia avy eo mino fotsiny ihany ny « fahendren’ny » Cenit sy CES ? Nefa etsy andaniny dradradradraina ny Cenit fa tsy izy ?

  28. Ny photo video tena izy tompoko dia mila entina haingana eny @ haino aman-jery en parallèle @ fametrahana azy manaraka ny procédure normale.
    Sinon, very anjavony any @ cenit sy CES any ny porofo !

  29. Tara eo tokoa Ra-Jean Louis raha manadana eo koa. Ny adva mandroso ihany. Vao valider-n’ny CES io dia mampamangy. Efa noraisin’ny Paris sahady àry i Hery. Ity vao tena ady @ néo-colonisation. Mila hentitra, faran’izay hentitra.

  30. Any ianao ry Dada sy Neny Ra8 ra mba sendrasendra ny amakinareo ity mba tairotairo ihany ny Ekipa eee.Ra tsy mihetsika deny zao ianareo ka resy eo de ho vita atreo zany mouvance Ra8 zany reo depute lany reo tsy avita iady @fampodinana anao…

  31. Izao ve ilay hoe tsy maintsy miady @ tsy rariny ? Ny CENIT-T izao efa Any @ 13000 bureaux de vote… Fa aiza ihany e ? Aza ela fidona fa Foza anie no,hatrehina e. Sa mbola miandry ny fiverenan’i Mamy Rakotoarivelo lasa Any Frantsa Naika ny baiko avy @ frantsay ?

    08h31>CES : la Cour Électorale Spéciale qui gère les contentieux électoraux n’a pour l’instant reçu aucune requête relative à la présidentielle du 20 décembre dernier. La greffe de la CES a par contre déjà reçu quelques requêtes concernant les élections législatives, confie son président.
    Date : 26/12/2013

  32. Averiko indray, mila aseho vahoaka haingana ny porofo @ fraudes massives.
    Aseho vahoaka sady aterina any @ cent sy CES.

    Matoa misy reaction marobe @ cartes sy electeurs @ legislative dia voadona torak’izany koa ny présidentielle. Nefa dia ity no novakina tao @ tananews:

    « Jusqu’ici, la CES affirme n’avoir reçu aucune requête relative à la Présidentielle. Le dernier délai pour le dépôt de ces requêtes est fixé au 31 décembre prochain. Pour les Législatives, une demi-douzaine de requêtes ont déjà été reçuesJusqu’ici »

    Sao de lany andro mitabataba eto daholo fa ny CES tsy miasa akaiky fety. Ary efa fantatra ny fomba fiasany fa miandry ny an’ny Cenit hivoaka izy (efa tsy ho ela) dia mi-confirmer an’iny fotsiny, ary mody asiana fanakihanana kely @ hala-bato nisy, fa confirmer-ny ihany ny an’ny cenit.

  33. Na @fanendrena PM eo aza de mbola pur nohon’ny t@fifidianana ny kolikoly,
    Jereo t@ fiaraha_mitantana teo aza mba ina tena zavatra vita_tsika nanamaimbo tena tao fotsiny
    FINOANA TSY ARAHIN’ASA ZAVA_POANA
    K aza matoritory manan’aretina re tompokô

  34. Ra tsy mahay enao Pr Ra8,de ho foana tsy misy atsiarovana anao tsony eto madagasikara,de aza mba milatsaka tsony de aza manoana koa,ny nifidy anao hiena am_pitoerana toa fehin’antitra,ny tena mafana fo hivadika @nao…

  35. Hay ve Tovo tsy mbola matory e??
    Za tsy kivy an!Mbola manana avenir ne za fa ataoko aona ny fijery ny malagasy mpiray tanindrazana amiko miaina ao anaty fahantrana eto nefa voka_pifidianana ary tsy vitan_tsika mamoaka ze mba eo am_pelatanana

  36. Aiza taitaitra tsika rehetra fa io anie mbola tantara be re olona e! Aza misy kivikivy izany fa ny vahoaka efa miandry top @ action. Mbola Krismasy anie omaly e! Maka élan kely fotsiny tsika dia lasa zao. Mahereza daholo.

  37. Maka elan ahoana koa ary e??Mandroso 1 pa de mihemotra 2 pa
    Mbola misy atokona ne zany tsika ra izany e mbola mahavita mangatak’andro
    « Ce que mêtre aujour d’hui ne jamais remêtre demain »

  38. Sady ra teny fankaherezana izany mandehana mivavaka fa any misy teny fankaherezana avy ao @baiboly omeny pastera
    Ianareo ve mino fa hisy anatitra sakafo ho anareo eo???
    Raha ENY==>DIA ATSAHARO NY ASA
    Raha TSIA==>NDAO IASA MIARAKA SADY AINGANA

  39. « Minoa fontsiny !!!!!!!!!! » ?????????????????????

    SVP : LAISSONS TOMBER DE TEL SLOGAN D’UN AUTRE AGE !!!!!!!

    Ce type d’exhortation n’est PAS ADMISSIBLE , devient MEME INDECENT dans la lutte majeure d’un peuple réduit à la misère …qui n’a pas de recours à l’exil
    Notre peuple lutte contre la mort par la faim …
    contre la mort de ses enfants à cause de la faim ou du manque de soin……

    Nous , expatriés politiques ou économiques , sommes privilégiés et AVONS L’OBLIGATION D’AGIR A NOTRE FACON pour sortir notre peuple , nos familles de la misère et de l’autoritarisme insolente :
    * FORCE DE PERSUASION
    * FORCE DE CONTESTATION SUR INTERNET ou autre …….
    * Pousser au choix d’un homme en qui nous plaçons notre espoir : JLR
    * SUGGERER qu’il soit CLAIREMENT DEMONTRE QUE JLR SOIT NOTRE POULAIN et personne d’autre (Marc Ravalomanana pour ces élection devrait le dire clairement , sans entretenir l’ambiquïté ===> car cela aurait parfum de REPUBLIQUE BANANIERE

    Si l’autonomie politique de JLR , par rapport à son programme précis, n’est pas consolidée : l’ambiguïté entretenue gênera les positions fortes et soutenues.
    Et le staff fera toujours ces tatonnements , hésitations , voire ces erreurs ou maladresses STRATEGIQUES.

    POURQUOI :

    ==> AUCUNE REQUETE N’EST DEPOSEE JUSQU’ICI AU CES ????????

    Je sais bien qu’à Noêl il y a le petit Jésus dans la crêche,et on couche…
    ou encore il y a la dinde , l’oie etc et on festoie !…

    Mais les enfants pauvres et miséreux n’ont peut être que du riz arrosé de bouillon ou encore meurent toujours de faim……….

    MBA MENDRIKA NY FANANTENANAM-BAHOAKA TOMPOKO Ô !!!!!!!!!!

    En bon Français :
    PUNAISE BOUGEZ VOUS LE CUL !!!!!!!!!

  40. Malgré le petit Jésus dans la crêche encore,

    je serais brève et franche pour le Q/G. de JLR !

    POURQUOI AUCUNE REQUETE CONTRE LES FRAUDES N’A IL PAS ETE ENCORE DEPOSRE AU C.E.S. ????????????

    PUNAISE : BOUGEZ VOUS LE CUL ET VITE !
    REQUETE AU CES TOUT DE SUITE

    MBA MENDRIKA NY FANANTENAN’BAHOAKA !!!!!

    N’ayez pas la NAIVETE d’attendre , il faut que l’écart soit bien creusée pour contre attaquer toutes réclamations ultérieures qui ne feront pas de doute .

  41. Dia tsika fôna ne sairan_tsaina eto e,resaky ny môna sy marenina ary jamba ity resaka ity(gaga ny jamba mahita ny môna mibitsika @ marenina)
    Ataonareo adalako moa ny nandaniako fotoana nanoratana teto atry ny maraina??

  42. Zay tsy mafantatra ze resaka diplômsia ataonareo any ASA IANY+VOKATRA ZAY IHANY RESAHANA @NAY
    Ary aza miantso olona ho eny @MAGRO koa alo fa micompte ny fahamaroana na fahavitsian’ny olona makeny
    Ka raha izao fiasan_tsika zao ajanony mihintsy alo e.

  43. Aza kivy ry mpitolona isany fa efa mandroso tsy kelikely ny raharaha

    Jean Louis Robinson : tous les dispositifs contre les fraudes à exploiter
    26/12/2013 à 10:27
    Hormis la confrontation des procès-verbaux, Jean Louis Robinson revendique l’inventaire des souches des bulletins uniques et la comparaison avec les bulletins utilisés. De cette manière, tous les bulletins trafiqués, non-numérotés et qui n’ont pas été utilisés dans les bureaux de vote correspondants pourront être regroupés.
    Une tâche certes ardue, mais que la CENI-T ne peut se permettre de refuser, étant donné que la numérotation des bulletins de vote a été justement prévue pour cet effet.

    http://www.tananews.com/asides/jean-louis-robinson-tous-les-dispositifs-contre-les-fraudes-exploiter/

  44. Aoka tsy hisy hihevitra fa azontsika ny fifidianana. Efa mazava ny lazain’ny Rfi: « La commission électorale malgache (Cénit) a franchi, mercredi 25 décembre, la barre des 60 % de procès verbaux analysés. Selon ces résultats partiels du second tour de la présidentielle du 20 décembre, Hery Rajaonarimampianina est en tête (51,48 %), devant Robinson Jean-Louis (48,52 %), pour une participation pour l’instant plus faible qu’au premier tour (50 %). La Cénit a publié une carte de ces résultats partiels : le centre du pays et la capitale sont restés fidèles au candidat soutenu par Marc Ravalomanana, mais dans tout le reste du pays, Hery Rajaonarimampianina est en tête. »
    I Fery avo efa lasa naka ny torohevitra rehetra hamonoana izay mihevitra fa tsy izay no valin’ny fifidianana. Izao isika miteny izao dia efa mifanatrika ami’n’ireo mpitantana firantay izy amin’ny hevitra reheta hamonoana antsika.
    Ady lehibe no manoloana antsika amin’izao fotoana izao. Tsy misy tokony hatoritory intsony.
    Eto raha mbola tsy mazava amintsika ilay nolazain’ny filoha Marc Ravalomanana dia samy hihinana ny tsy fihnany eto isika.
    Aoka tsy hisy intsony ny fisalasalana fa dia tsy maintsy ongotana amin’ny fomba maharary ireo fandotoben’ny firenena satria tsy misy afatsy izay no mety. Nataontsika daholo ireo fomba rehetra mba hihavanana fa ireo mihitsy no tsy tia an’izany fihavanana izany.
    Marina fa zanak’Andriamanitra daholo isika fa tonga angamba ny fotoana hanavahana ny tena zanak’Andriamanitra sy ireo zanak’i Satana. Fandrabirebena fotsiny io hoe niakatra kely io ny anjaran’ny JLR. Isika efa mahafantatra fa antsika ny fandresena fa tsy misy miakatra tsikelikely izany eo.
    Misaona ny tanintrazana noho ire zana-baratra.

  45. Izy a,dia hoaiza enao de anao inona dia atraiza ny hery ho entina @zany??Sô de tokony anotany tena alo_tsika hoe:TSAPAO ALOA NY HERINAO
    Ny mpitarika antsika ary zao no ataony manjetoka fotsiny ao

  46. je ne peux retenir de questionner si un foza ne se cache sous forumiste mody manao votsa fiteny « RANDRIANIAINA »?. Remarquez que: some times, mydago outlines her nickname into RED ink!!

  47. Fa impiry impiry moa ity RFI no manaratsy sy MANDAINGA miaraka @ foza koa ataoko
    ahoana no HINO izay TV tsy musy hilavana azy ary????MAZAVA TSARA ILAY LAINGA
    sy FANGALARANA !!
    mba tv hafa mba lazaina eto fa sy izao TV MPANJANAKA tsy mitady afa tsy izay TOMBOTSOA
    azahoany MANJANAKA.

  48. Tratry ny krismasy daholo aloha e!
    za koa mahatsikaritra ry sė !ilay alahelon-kanina foana io e!
    Amiko TANY MASINA IO !!Andriamanitra tsy manary ny olony!
    Izay ketrehany any ketrehany fa an’i Gasy Dago fa tsy an’i FOZA na la frantsa.
    TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA!!!HOMBA ANTSIKA LALANDAVA ANDRIAMANITRA!!!

    MADAGASIKARA AFAKA!!!
    KOTOVELO MIALA!!!
    DADA MODY NO TANJONA!!!AMEN!!!

  49. MIANTSO IREO IZAY MANANA POROFO MAZAVA @ HALA-BATO NATAON’NY MPIFANINANA AMINY I DR JEAN-LOUIS ROBINSON, MBA TSY HISALASALA HIANTSO NY LAHARANA MAINTSO

    033 33 303 33

  50. Fa an’iza aloha ity No hiantsoana ity ??tsy CENIT ve??ka sao dia handany credit fotsiny???
    MISY MIIIHAAAAAINOOOOO?????
    sady ianao indray no hioazany eo???ny mety dia manangana fikambanana ho an’ny ala-bato dia malalaka
    ilay izy ka izay tompon’andraikitra ao dia hiangaviana mba tsy ankolafy Ravalomanana mba tsy hanjavona
    ohatra ny ETOTRY ny MPIFANA indray fa olona tena mahasahy MIJORO HANOHITRA NY TSY MARINA.
    Ao daholo no ho entina ny porofo rehetra vao hatambatra in-1 mandeha dia ATERINA any @ beatrisy .
    Ny olona koa mety matahotra fa tsy maintsy hisy ny fandrahonana any ambadika any.Asa raha mety???

  51. enfin, en quoi il faut focaliser l’attention:

    « souches des bulletins »
    « n’ont pas été utilisés dans les bureaux de vote correspondants »

    on est dans un tournant
    où il faut se revêtir dans peau d’un commissaire détective sur la trace du criminel

  52. le plus URGENT :

    ===> DEPOSER DE SUITE
    ………………LES REQUETES POUR FRAUDE AUPRES DU …… C.E.S.

    sinon tout ne serait que gesticulation sans pertinence et interminable

    C’est mille fois plus urgent et important dans la PROCEDURE ELECTORALE que se fatiguer à blablater encore et encore au MAGRO

    La communication est nécessaire , certes ,

    mais la performance dans la MAITRISE DES PROCERURES ELECTORALES est prioritaire à PROUVER et mettre en oeuvre si nous voulons arriver à notre fin….

  53. Ny vokam-pifidianana izao dia
    26/12/2013- 15h17
    TENDANCES CENI-T :
    13940 BV. Taux de participation: 50,44%. Hery Rajaonarimampianina 51,47% (1 527 685 voix). Jean Louis Robinson 48,53% ( 1 440 451 voix).

    Aoka tsy hikoropaka mihitsy indrindra raha mivadika io, Sao mantsy hoe mandresy dia tsy hijery intsony ny hala-bato, izay no lesok’i JLR33. Na mandresy aza dia tsy maintsy tohizana ny famakiana batsilana ireo hala-bato isan-karazany.
    Ny laharana an-taribihy 033 33 303 33 doa laharana navoakan’ny Avana hoan’ny rehetra mba ahafahan’ireo izay manana porofo @ hala-bato na @ endriny inna na @ endriny inona dia antsoina ry zareo. Izany hoe isika izany tsy afaka ny hanome tsiny eto fotsiny fa afaka mandray anjara ihany koa. efa tsy ampy ny serasera eo @ntsika hatr@ voalohany ka itony Site internet insakarazany sisa no ahafahana manao zavatra. Mila manamafy ny serasera isika .Ity no hafatra hoan’ny rehetra.

    MIANTSO IREO IZAY MANANA POROFO MAZAVA @ HALA-BATO NATAON’NY MPIFANINANA AMINY I DR JEAN-LOUIS ROBINSON, MBA TSY HISALASALA HIANTSO NY LAHARANA MAINTSO

    033 33 303 33.

  54. HoAiza
    date limite de dépot de requête : 31 décembre

    Ka aza mitaralila mihintsy ao aminy QG , sao dia tonga « REQUETE IRRECEVABLE  » pour forclusion !

    Na fantatra na tsia fa JLR mihotra 50% : AZA AVELA MIHINTSY !!

    Même si le Q.G. « pense » que JLR a 60% :
    ==> LANCER QUAND MËME LES REQUETES AU C.E.S. AVANT LE 31 DECEMBRE
    ==> par PRUDENCE !!!!!!!!!!!
    ==> PAR ANTICIPATION DE LITIGES A GERER !!!!!!!!!!!

    Ceux d’en face vont jouer la carte de 50% et des poussières de sorte que les RECLAMATIONS FASSENT RAGE , qu’ls le réalise ou non : STRATEGIE CLASSIQUE ELECTORALE , la fraude est présumée…

  55. Ho an’Ho aiza:
    Gasy Ray Gasy Reny tsy azoko ny tian’ny mpanoratra ho lazaina.
    Tsy aiko ianareo raha mahatsiaro t@ 2002_2003 raha mantany ny journalist ny RFI dia valiny @teny gasy ka mba azavao re ry Ho aiza fa tsy azoko ah

  56. HoAiza ne confond tu pas avec « Volaniaina »? qui n’était autre que Denise, Nadia,rtc maintenant bogor etc…
    Denise mère de Nadia GRONDIER de la Réunion ……..

  57. ireto aloha sao misy ialana azy ihany. Milaza ny hala-bato tany @ toerana samy hafa daholo ireo.

    – Distrika MarovoayNisy nanodinkodina ny PV ?http://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11933&idcat=6
    – Boriborintany faharoa: Nisy taratasy fotsy tsotra tao anaty vata mangaraharahttp://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11930&idcat=6
    – Antsiranana I Fôpla ny kara-pifidianana, “mersenera” ny mpifidyhttp://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11928&idcat=6
    – Nanjaka ny hala-bato: Nivondrona ireo kandidà depiote ary nitoryhttp://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11931&idcat=2
    – Toamasina : des électeurs transportés en bus dans plusieurs bureaux de votehttp://www.tananews.com/asides/toamasina-des-electeurs-transportes-en-bus-dans-plusieurs-bureaux-de-vote/
    – Législatives : 23 candidats sur 24 contestent les résultats dans l’Anosyhttp://www.tananews.com/asides/legislatives-23-candidats-sur-24-contestent-les-resultats-dans-lanosy/
    – Fifidianana depioteNibaribary ny hala-bato tao Antsirabe
    http://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11962&idcat=6
    – Hala-bato tany MananjaryVonona hijoro vavolombelona hatramin’ny farany i Fidelis
    http://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11959&idcat=6
    – MorombeKandidàm-panjakana, «favori» amin’ny hala-bato
    http://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11952&idcat=6
    – Fifidianana tao TolagnaroKandidà depiote 22 amin’ny 24 mangataka ny fanafoanana valim-pifidianana
    http://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=11958&idcat=2

  58. RaR dit : Joyeux Noel à tous et s’il vous plaît arrêtez de semer des propos injurieux et des insultes à tout vent dans ce forum car c’est indigne de nous. Mesurons nos mots car nous ternissons l’image de notre mouvement qui est notre adhésion à la restauration de la dignité,la vérité et de l’équité.Soyons assurés que la mouvance Ra8 et les différents staffs de QG du Dr JLR ne ménagent pas leurs efforts dans cette collecte de preuves tangibles et irréfutables. Moi en tant que simple citoyen électeur , je suis au désespoir d’admettre qu’à mon humble niveau je ne peux produire aucune preuve , mais au regard de la réelle ferveur montrée par toutes les populations venues en masse assistées aux meetings de propagande dans les diverses parties de l’île sans qu’il y ait eu de prestations de pléthores d’artistes ,images vues sur internet ,les résultats publiés par la Cenit me laissent dubitative.Le Docteur JLR nous affirme Que lui et son staff sont en train de finaliser leur dossier de requête alors « just wait and see » car c’est tout ce que nous pouvons faire à cette heure ci. Nous pouvons seulement regretter de ne pas habiter Morondava , car là-bas une partie de la population est descendue dans la rue avec des banderoles pour signifier qu’elle n’accepte pas la manipulation de leur choix et partant , elle rejette les résultats de la Cenit. Nous savons très bien les conséquences d’une telle manifestation à Antananarivo à cette heure-ci. Mais ce sera une suite logique à cette situation si la CES ne tient pas compte de notre requête dont la faisabilité requiert la conviction d’hommes de bonne volonté sur le fait que c’est un des moyens pour lever le voile sur toutes sortes de suspicion : quant à des fraudes préparées et orchestrées avant les élections , donc massives ,ou à des malversations en tout genre concernant les listes, les PV…Les urnes remplies de bulletins pré-cochés à Marovoay sont déjà une preuve quant à la réalité d’une élection truquée et ceci sous les yeux des observateurs internationaux et nationaux. Tout a été peaufiné en amont des élections car il y a eu des vols et des fuites de colis de bulletins et d’urnes dans les lieux de stockage de ces bulletins .Sinon comment expliquer la saisie de ces urnes bourrées ? Force est de constater qu’il y a eu beaucoup trop de chefs fokontany à la solde des maires et des PDS désignés. Courage, Solidarité, Célérité, Décision et Action devraient être nos mots d’ordre à partir de maintenant.

  59. Rahelinoro

    cette manifestation à MORONDAVA EST LA CLAIRE EXPRESSION QUE :
    les voix apportées par VITAL avaient été DETOURNEES pour HERY

    ==> VITAL était élu HAUT LA MAIN dans cette région du SUD OUEST

    ==> VITAL se RALLIE A JLR

    ==> DU COUP TOUTES LES VOIX QU’IL APPORTE DISPARAISSENT DANS LA NATURE

    BANDES DE VOLEURS !!!!

    Voleurs qui MEPRISENT LES NDATY !!!!!!!!!!!!!!!
    Comme ils méprisent tous ceux qu’ils trompent !
    Bande de gros NAIFS !!!

    Les NDATY ont toujours une MATURITE POLITIQUE , même de temps de la colonisation !!!!!!!!!!!!!

    BRAVO MILLE FOIS AUX NDATY , puissent les autres prendre de la graine

    REQUETE REQUETE VIIIIITE avant le 31 décembre

    On sait qu’il y eut des « PRECOCHES DANS LE SUD !!!!!

  60. Efa hatramin’izay no hita fa tsisy manana bonne foi hampandroso an’M/car izay nitondra teo fa ny paosiny aloha dia hita eo ny ambiny.Ary tsy oe ny foza irery no manao trafic-na bois de rose fa ireo aloha no teo.Iza moa no tsy nahalala ny « monopole » nataon’i Ravalo;sa ve hodian-tsy tadidy?samy manao daholo ihany ireo fa mody sarotsaromana @vavaka foana ny fiainana.Na iza lany na iza… raha tena hampandroso,makà filamatra toa an’i Arique du Sud,pays nahantra fa nohon’ny bonne volonté-n’ny Président…manakarena izy izao.Ny mpanao politika ny antsika hirahira sy fampandriana adrisa fa tsy hita izay marina.Dia lazaina fa hoe olona mpivarotra tanindrazana izay tsy mivaky loha amin’ny resaka politika nefa tena tsy misy idiran’i Ravalo sy ny forongony sy Rajoelina sy ny forongony mihitsy ny vary oanina androany.Dia gaga anefa ianao mahita ny olona sasany dia marary fo sy saina mihintsy @resaka politika.Mitohy ny fiainana e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *