Fitetezam-paritra nataon’i Neny tany : Vondrozo, Iakora, Analaliry, Ambalavao, Vohibe

Herinandro sisa dia hifarana ny fampielezan-kevitra, niova paika sy tetik’ady ny fomba nitondran’ny Ankolafy Ravalomanana sy ny Avana ary ny mpanaradia azy ny fampielezan-kevitra. Dr Robinson mitety ny faritra Avaratra sy Antsinanana ary any Atsimio miaraka amin’ireo komity mpanohana, i Neny kosa manotrona amin’ny fampandaniana ireo depioté sy solotenan’i Dada sy dokotera amin’ireo faritra teteziny.

VONDROZO

ANALALIRY

IVOHIBE

AMBALAVAO

IAKORA

19 pensées sur “Fitetezam-paritra nataon’i Neny tany : Vondrozo, Iakora, Analaliry, Ambalavao, Vohibe”

  1. fangatahana iray mety ho tanteraka ve ito:
    Aza atao – TSY ho lany député anie
    i Christine RAZANAmahasoa!

    Mbola manana telo andro isika ho an’ny propagandy: misy mihaino ve, sa tsisy olon’ny mouvance ny région anelanelan’Ambositra & Ambohimahasoa iny?

    Ny atahoran-dry marti mantsy, ary tsy valifaty velively ny zavatra hitranga raha vao voahongana ara-demokratika ireo putshistes ireo atsy ho atsy – dia hitaky ny fampiarana ny lalàna ny vahoaka, anisan’izany ny famaizana ho an’ireo nanome vahana namotsitra ary NIARO ny mpanao ratsy namotika an’i gasikara toa izao

  2. Ny fitsaràna an’ireo izay nanao ratsy dia lalànam-piainana tompokolahy sy tompokovavy, fa tsy misy resaka valifaty !
    Matoa resaka « valifaty » no mody aroso sy ventesin’ireo nanota fady sy tena nanao ratsy, dia no io resaka fahatahoran’ io !

    Tsara mihintsy ilay soson-kevitra narosonao ry HoAiza, fa olona tsy mendrika omena andraikitra amin’ny fiainam-pirenena izany intsony io ramatoa io mandrak’izay, fa any am-ponja mandra-pahafatiny no toerana mendrik’azy !

    Tsy resaka tsy fitiavana na fankahalàna, fa resaka fiarovana ny hoavin’ny Tanindrazana !

    IO OLONA IO NO TENA ANISAN’NY NAHATONGA AN’IZAO FAHAVOAZANA IZAO !

  3. BEN OUI : ELEMENTAIRE !!!

    un délit est un délit:
    que ce soit :vol, prévarication, corruption , prise illégale d’intêret .

    Un délit n’a rien à voir avec la politique ….
    c’est une INFRACTION PERSONNELLE QUI RELEVE DU PENAL !

    le « mangahazo maina » de la prison vaut pour tous les délinquants puissants ou misérables

    C’etait déjà une erreur phénoménale DE NE PAS AVOIR POURSUIVI RATSIRAKA ET TOUTE SA CLIQUE :
    tous leurs biens mal acquis qur le dos de l’ETAT devait être vendus au profit de l’Etat ou privatiser

    On aurait de quoi financer en partie les investissements de voirie , d’infrastructure routière , de construction d’école ……

  4. Fanga nareo reto efa mandresy e? Ahoana ary ty mihoraka be ity nefa tsy mbola tafavoaka ny ala. Zany woa no tena mahadonto mianakavy an’ireto, maro aza ireo niova hevitra izay nifidy an-dRobinson t@ 1er tour, noho ny tsy fahatokisn’olona ny personnalité fotsiny, ary ny tsy fananany ny mahizy azy fa hokorontanin-dRa8 mandritra ny mandat-ny de hiverina indray ny crise politique, araka ny efa nampiziriziry an-DRa8 niseho azy ho mafy be sy tsy azo nakisoka, kanefa mbola any an-tsesitany foana hatr@izao.
    Tsy de misy matahotra valifaty zany avy any @nareo, fa ny an-dRainivoanjo efa vitany ny valifatiny t@ nandripahany vahoaka, izy no hatahorako ho any Tsiafahy raha vao mitetateta eo. Jereo fotsiny ry vendrana a! Ra8 fahavalon’i Lafrantsa, niseho azy ho fetsy ka nanohana an-Ralouis dernière minute, tsisy fandinihana, nanolotra olona frantsay ho candidat sady franc maçon, mambra PS frantsay, Candidat mazava be n’ny Lafrantsa. De hanantena ve ny zanakidada fa hamela an-DRa8 hody eo Lafrantsa. Tsy arakaraka ny nantenainao woe azonao baikoina io Ra8, fa tonga de voatsipaka am-bavafo ianao, kaza manantena lay accord miafina nifanaovanareo woe, an’ny zanakidada ny antsasaky ny minisitra, sy Neny ho praiminisitra.
    Mbola tsy mino foana ve woe, Raosy ihany no manimba an-dRaosy @ adalana sy erreur politika nataony hatramin’izy nitondrany, ny fametraham-pîalany, ny fandosirany, mandrak’izao. Tsy maintsy woe manantena e! ny azoko lazaina aminareo fotsiny de hisy ho votsi-droa eo, ny nantenaina hitsipaka ambavafo, ny iray tsy hamela ny tena hody, ny hanina tsy azo ny tratra mangana. Jereo tsara ane magro fa hanangana ady sy gidragidra indray herinandro fotsiny aorian’ny le 20 Déc, @ fahadisoam-panantenany @ vokatra eo, de hahita tsara fa vao migidra de miala any R-Bombe, ka tsy atahoranay na oviana na oviana satria kely sandry taim-bava no miraraka fa ny aina any an-divo, tsy nahavita inona ny fampodiana ny rainy fa 5 taoana wawawa no betsaka. Ankoho fataka e!

  5. mart1,izahay tsy mpamadika tahak’anareo no sady tsy mpivadika ahotra-nareo ka na ny sonia natao aza nolavina,ary zay ny fomba fiadinareo foza reto miala @fanimban-jatra & famonoan’olona dia miditra @karazana tsaho-ndray…

  6. Azafady ry zareo fa tsy azoko ny tiana ahatongavana ny @’ilay hoe :
    i Raanona sy Raanona no tohanana???f’ angah tsy izay ankolafy Ravalo
    milatsaka dia izy, sa manondro olona iray mihintsy ???sao dia tsy mety leretsy ???sao hanimba zavatra??
    tsy izay rehetra manohana an’i Ravalomanana ve dia efa izy???sao mampisama2 ny tolona ilay izy sa…????
    ohatry ny tsy azoko ary misy mampanahy ahy ny fandehany fa mba misy afaka mba manazava ve azafady tompoko??

  7. ranavalona

    tu sais ce qu’il y a à faire :
    élire celui ou celle qui est le ou la mieux placé(e) pour faire dégager les foza…

    rehefa manohana àn’i JLR ,
    koa nankasitraka azy i JLR dia azo tohanana arak’hevitro !!!!!!!!!

    MEME COMBAT suite à alliance qui signification RALLIEMENT ELECTORAL .

    Attention aux états d’âme qui pourraient profiter au camlp Rajoelina/Hery

  8. Ambalavao : raha ny fahitako azy dia horesin’ilay tovolahy kely antsoina hoe Christian ny Kandidà-tsika Samuel. Tsy mihetsika loatra ny pro. Tsy fanaratsiana fa remarques.

  9. Maharary ny marina ry KM a! manompaompa sisa a! Za mbola tsy nahita an-dRajoelina iny nisarakorako fiteny sy fihetsika otran’i Bakolibe sy Rainivoanjo. Zandry anefa iny fa na fihetsika na fiteny na fihatrehana adve, otran’izy ndray no manam-pahendrena sy zokiolona. Mba milaza ane teny maloto na fanopana olona navoakan’i Zandry iny e! Ry Roby sy Raosy jiolahimboto taribe misarakorako. Aiza no tsy nihinana ny tsy fihinany ary mbola hihinana atsy ho atsy. MBola mitohy foana Rainivoanjo ny sesitany Ô! bye!bye!

  10. Erin’andro sisa dia bye bye ny foza ê !

    Tohizo ny fiantsiana sy ny rediredy, fa ny lavan-tranon’ireo izay handositra efa hitanay daholo, NA IREO IZAY MIHEVITRA NY HO ANY CHINE AZA ( INDRINDRA IREO AO AMBOHIMANARINA )!

  11. Averiko ho an’ny Marti e! mbola mitohy foana ve ilay maizina eo aminareo e! efa miteny aho ary mbola miteny fa izay hitan’ny olona amin’ny mazava hoa resahina fa tsy izay resaka maizina izay ianareo irery no mahita azy izay mazava resahina e! izay no hitan’ny vahoaka , marina ary tena

  12. Marina ary azo raisina sy hitan’ny olona rehetra izao ry Marti dia ilay filazana fa raha vao mihetsika ny vahoaka dia mamono ra-bomba , izany izao dia tena marina fa saingy mampalahelo fa izany no ilazana fa HAT jadona , izany ve no mba hitazomanareo fanjakana tsy mahagaga aloha satria fanjakana nalaina tamin-kery ny anareo e! ka averinareo indray ny fanandevozana ka izay tsy manaraka ny baikonareo dia tifiro na

  13. Lazaina fa dada ny jadona zao nefa hiarahamaita hoe iza tena jadona sy mpilalao ody,t@nametrahana an’i Pety ho pds,tao anaty barika izy no nandro dia iny indray avy eo no nandrahona sakafo,ary nozaraina t@ vahoaka avy eo

  14. Andriamanitra ô!!dia nihinana ilay sakafo nadrahona tao anatin’ilay barika koa ve ilay vahoaka??
    Tsy azoko hoe: olona mpanarivo lehiben’i dahalo toy ireny ve dia handro ao naty barika???

    Misaotra @’ilay fanazavana ry GBD,ny mampanahy ahy fotsiny hoe: sao dia ohatry ny manilika ny hafa ilay izy,
    satria raha ny hitako ohatra ny ao @ boribori-tany faha-5 fotsiny aza dia efa misy firy ny favori ao amiko an???

  15. Satria izy vao avy nigadra dia nidio de t@ barika izy no nandro iny avy eo no nandrona ny sakafo,ary nanatrik ny fametrahan’azy ing Rajoelina,ref manao fanafod nga misy mahadeba izany

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *