18 pensées sur “HALABATO BE VATA”

  1. Misaotra dokotera @ fahasahianao. Tsy maintsy mandresy ny vahoaka. Ny marina tsy mba maty. Ny mason’ny sasany efa tampina tsy mahita afa-tsy ny intérêt-ny dia tsy manana faculté de raisonnement intsony. Mila mijoro isika tena tia tanindrazana. Mandihy tsy afa-tavony miaraka reny malalany ry zalahy. Mba mahalalà menatra. Madagasikara an’ny Malagasy, fa tsy a’ny Frantsa.

  2. Vonona ny malagasy hiaro ny safidiny rehefa vita io nouvel an io. Miarahaba antsika mianakavy tratry ny faran’ny taona. Arahabaina ihany koa ny foza fa olombelona mitovy amintsika na dia foza orana aza.

  3. O ry illuminati7, fa inona ihany no mety hampitra ny masonareo sa dia minia mikipy tsotra izao fa manao halako bika tsy tiako tarehy ? Mamarina ny toe-tsaina hananareo daholo anie izany e.  » C’est la mauvaise foi ». Zava efa hita maso azo tsapain-tanana ary voaporofo izao. Sady misy vavolombelona dia mbola tsy ekena ihany. Izany anie no mahatonga ny fitenana hoe tsy ny adala no maro fa ny misary adala no be dia be. Dia ianao io izao ry illuminati7 no ao anatin’izany. Izany no mahatonga anay hiantso anareo : » FOZAORANA » satria dia tena manao di-dohan-dratsy . Ny mazava mbola lazaina hoe tsy mazava ihanay.
    Ekena ary ny fijerinao famba ahoana kosa ireto ?

    http://www.youtube.com/watch?v=ACD-x8PzDog

  4. Coucou Lazalazao

    Vraiment heureuse de voir Raymond dans nos rangs , je n’en attendais pas moins…

    Les interventions de Georget Rabeariarisoa et R.Ranjeva sont brillantes , claires, précises et complémentaires

    Objectif des légaliistes = MANIFESTATION DE LA VERITE
    C’est parfait : REMETTRE LES CHOSES A LEUR PLACE avec effet rétroactif.

    Entre Ranjeva et Brian Currin : les affaires sont en bonnes mains

    C’est un autre niveau qu’un Ratsirahonana et Patrick Rajoelina en face……….

    Quel que soit le résultat : il ne peut être qu’explosif.

    TTRAY NY TAONA DAHOLO KALOHA EEEEE !

    Les ambassades voient ce qui se passe et les investisseurs les consultent : les investisseurs n’aiment pas perdre de l’argent ou prendre trop de risques dans une République bananière …

  5. Tsy azoko loatra io lien omenao io Lazalazao :Tena ilaina ve ? miahotra mantsy aho ny hisoratra !
    >Randrianiaina : miala tsiny fa adinoko fa dia isan’ireo anoloran’ny Fety sambatra sy taona sambatra avy aty ianao e !
    GBD moa dia tsy AZO ADINO ! 😉

    Misy milaza hoe : AOKA IZAY hono ny fitarainan’i Dr ROBINSON amin’ity hala-bato ity !!!!
    Fa ahoana ??? avela hanao ny tiany ho atao izany ny Mpangala-bato atosiky ny Mpanjanaka ??? Dia ahoana ny hevi-bahoaka ??? avela ho levona eo fotsiny koa ny Vahoaka ?
    Raha izao no tsy miady hatramin’ny farany i Dr Robinson sy ny Avana, dia izany no atao hoe MILAVO LEFONA MANANA NY MARINA.

    AVERIKO HATRANY / HANAO HETSIKA NY FIKAMBANANA gtt-sra SY gtt-idf SA TSIA ???
    Ilaina mantsy izany amin’izao fidiran’i Brian Curry sy R ny Pr RANJEVA izao. Ary manamafy ny tsy hisian’ny korontana izany.


    Mba misy filazàna ilaina fanamarinana ity :
    – Tsy nety nandray an’i Feryvao i Fabius fa olona eo amin’ny Fiadidiany no nandray azy (fantatro ihany ny tena marina aloha e!) 😉
    Ara-diplomatika dia mba jereo ny dikany izany e! Fantatro ihany koa ny mikasika ny foto-dian’i Atoa Rakotoarivelo niaraka tamin’ireo FAT ;)……ARY MADIO IZY 😉 .

    Momba ilay video nampiseho an’i Gilbert Raharizatovo momba ny hala-bato, dia mahagaga fa misy feo tapaka amin’ny fotoana tsy tokony ho tapaka : fanahiniana ve sa….???
    Ary mba misy afaka manazava ve fa raha voaporofo fa nangala-bato i Fery, moa ve izany tsy mitarika ny tsy fandreseny avy hatrany ary manasazy azy tsy ho voatendry ???
    Io aloha dia tena tsy haiko e !

  6. Hafatra ho an’Atoa HERY Rajao …
    Tsy prezidan’ny malagasy ianao ary tsy ho prezida.
    Raha hosoko no navoaka’ny CENIT dia ho kosehanay ianao … ary ho kosehanay daholo izay tsy mapandroso ny vahoaka efa mijaly
    MAZAVA ny lalana
    Ho ela velona i Madagasikara

  7. MANKASITRAKA TOMPOKO ISANY Ô !!!MANKASITRAKA @ FIJOROANA NY @ MARINA.
    AHOANA NO MALAKY TAPAHANA E!!!
    Hay feno vavolombelona tao fa tapahana aza dia tsy olana e!!!
    Avelao handrovi-tsihy ny alika fa efa kely sisa hiainany.Ny alika ihay no manalika olona e!!!
    FIFIDIANAM-POZA eeeeeeeeeee
    TSIKEFONY HATRANY @ TSINAIMAINTINY fa efa TSIVALAHARA eeeee
    FANETRIBEM-PIRENENA!!!!
    RESY VALAKA’!!!RESY VALAKA!!!!RESY VALAKA!!!!RESY VALAKA NY FOZA!!!MPANGALATRA!!!!
    Za koa maika handefa ity tsikera ity ka sy maninona na tapahana aza eeeeee efa ampy izay ,efa ampy!!!
    NY MARINA TSY MBA MATY Eeeeeeeeeeeeee HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA!!!!!
    TSIKEFONY HATRANY AMPOTONA MIHINTSY RAY OLONA aaaaaaaaaaa
    F

  8. Tena gasy tsy maintsy mandresy. Tia fahamarinana ary tena fahamarinana. Andriamanitra tsy andrin’ny hafa andrinay ihany. Tokony tsy hamelana rahat tsy hita ny marina

  9. Njara,
    Io « lien  » io dia ahafahana mijery ilay fandaharana tao @ TV+ mikasika ilay hala-bato. Toerana fanagonanm-baovao,izy io izay tantanan »ny Zanakak’i Dada ihany koa. Tsara ihany ny mahalala ireny blog insan-karazany ireny satria isika efa tsy manana an’io aman-jery.
    Raha tsindrinao,io. « Lien » io dia Tonga dia mivoaka ilay fandaharana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *