HILARION RARISON : MANGATAKA NY HANAFOANANA NY KANDIDAN ‘I HERY ISIKA

hilarion

hilarionSamy manontany tena isika hoy Hilarion teny amin’ny Magro Behoririka androany, inona no iafarany taorian’iny fifidianana iny. Raha ny amiko hoy izy dia tsotra ,fa araka ny lalàna sy ny voka-pifidianana ao amin’ny QG dia mandresy Robinson. Hametraka fitoriana hoy izy ny tenako any amin’ny CES fa manana porofo. Manaiky ny voka-pifidianana izahay raha tsy misy fanodikodinana izany. Fanontaniana no napetrany tamin’ny vahoaka hoe : manaiky veianao raha ahodikodina ny safidinao? samia mieritreritra isika. Avy aiza hoy izy ny vola nampisain’ny kandida tohanan’ny filohan’ny tetezamita. Misy tomponandraikitra ao amin’ny Samifin hoy Hilarion tao Fianarantsoa nizara vola, nankaiza ny bianco amin’izany? Ny anay dia ny lalàna no narahanay nandritra ny dimy taona, koa noho izany na praiminsiitra na governemanta, na filohan’ny tetezamita  na ceni-t, rehefa ampiharina ny lalàna dia aza avakavahana. Miantso ny sadc, onu, hoy izy aoka ny iraka nalefanro taty hanapoitra ny marina.Nambarany ihany koa fa ny filoha Ravalomanana nanaiky rehefa notenenin’ny iraisampirenena, ary nanaiky ihany koa rehefa nanao fahotana mahafaty ny Ces nampiditra an’i Ratsiraka, neny, Rajoelina. Misy lalàna hoy izy ao amin’ny tondrozotra, ny lalàmpanorenana fa tsy mahazo manao propandagy ny mpitondraka tokony nampiharina. Izao no takianay hoy ity mpanao politika ity rehefa tsy nampidirana kandida dada sy neny  dia mangataka ny hanafoanana ny kandidan’nyHery izahay , fa raha tsy ampiharinareo izany dia tany tsy tan-dalàna. Na ny tondrozotra na ny iraisampirenena dia samy efa nilaza fa mahazo modytsy misy fepetra ny filoha Ravalomanana rehefa vita nyfifidianana ka noho izany dia ampodio amin’izay izy.

27 pensées sur “HILARION RARISON : MANGATAKA NY HANAFOANANA NY KANDIDAN ‘I HERY ISIKA”

  1. ry namako somary kely finoana @ izany aho fa izy samy izy ve dia hifanasazy. Nefa apetraho ihany aloha ny fangatahana mba ho porofo fa efa tena nanao ianareo. Tokony tsy hitavozavoza kosa isika izao dieny izao @ resaka diplomasia. Ireo solon-tenan’ny vahiny eto Madagasika afa-tsy ny frantsay, ny ratsa-mangaikan’ny mpitolona any ivelany, Ireo namana any ivelany toa an-dry Luis Michel .. Sy izay lobby rehetra azo hampiasana indrindra hoan’ny Afrika Atsimo sy Etazonia. Raha afaka herinandro ka mbola tsy misy valiny ireo dia aleo mandositra an’i Madagasikara daholo fa ahazo vahana ny foza ary hanejika ny olona rehetra izay tiany henjehina… ary lasa afobe ny fiainana eto

    Tsy maintsy mijoro, ary manomana ny fidianana an-dalambe na dia mbola tsy izao aza, fa tokony hifanerasaera @izay, ary hampilaza ny olona rehetra fa hala-bato io fandresen’i fery io. Ireo mpitarika ao @ ankolafy tokony tsy haka 19 fotsiny fa hihetsika sy hanetsika ny misy azy rehetra indrindra fa ireo solombavambahoaka avy any @ faritra mba hanetsika ny any aminy ka hiaraka hihetsika daholo ny faritra rehetra. Vao miandry tehaka sy voninahitra eo aloha dia ho vita tanteraka Hita izao fa handripaka ny foza.

    Tsy ho resy anefa fa hijoro hatrany ny Zanak’i Dada ary ny tolona tsy hitsahara velively, na iza kivy na izay hamadika.

  2. Fa inn iany ity mangataka- mangataka- mangataka lava ity e ??? NY MAMELY avy atrany no izy rizalà a !!! OLONA iray ANIE no miseho manapaka sy mandidy eto @ Tanàna e !!!
    Tsy lasa tsony zao fa midina eny an-dala-be no tena izy, ary raha misy manapaka dia tsy miaotra mirotaka.
    Ny kabary eny ambony vavady efa lany andro, fa ny mamemly zao no va-olana e !
    Mba apitao @ pitarika izany resaka zany e !

  3. Miala tsiny aho fa kely finoana ihany aho @’i Dr. Robinson. Manaraka ny firesany ao amin’ny facebook-ny aho dia mametraka fanontaniana hoe fa naninona tokoa moa no izy no nosafidian’i dada Ra8. Tsy nitolona nandritra ny 5 taona izy dia tsy mahalala ny ezaka be nataon’ny olona nandritra izay. Toa tsy dia taitra izany ingahirainy nefa ady no atao. Safidim-bahoaka no arovana. Tsy mangalatra fa miaro ny safidin’ny VAHOAKA ALOHA. Mba mitsidiha ny facebook jean Louis Robinson ange ianao e. Ny fakon’Antananarivo indray no asiany resaka. Manontany ny actions manaraka ny olona dia fitoriana tany @ 4 nov 2013 no resahiny mba ho valiny. Ohatran’ny misy zavatra tsy mi-colle. Mahereza daholo fa isika tsy kivy na izany aza. Tsy natao hanakiviana izao fa kosa atao mba hieritreretana sahady ny solution de rechange au cas où.

  4. Attention Tovo : les dés sont jetés , IL FAUT RESTER SOLIDAIRES malgré tout

    Pour l’instant on ne règle pas de problème …

    on cherche les solutions IDOINES !!!!!!!!

  5. Comment se fait il qu’à cette heure ci :

    ==> il reste encore à examiner environ 80 B.V pour ANALAMANGA
    (résultats TENUS EN CARAFE POUR LA FAIM ????)

    C’est un gros bastion à forte densité démograpgique acquis à JLR …….

    ==> est ce si dur d’enrigistrer Isdotry ou Andavamanba ?

    Ou cherche t on comment trafiquer au mieux pôur que laz centaine de voix ne fassent basculer les résultats ???

    ATTENTION ATTENTION : MAGOUILLE EN VUE !!!!!

  6. Maro ny mpanohana an’ i Dr Robinson na ao @ ny facebook na site légaliste no efa nangataka hoe: havohay gazety ny vokam-pifidianana any am_pelatananareo miaraka @ ny CENIT mba ho hitan’ny vahoaka rehetra ny ala-bato nanao ihany ry zareo fa ny an’ny CENIT efa ho vita ny an’ny QG ny Havana 13.000 handefa any @ ny CES ny CENIT mba ho proclamer ny résultat officiel ary mazava fa efa voavidin’i Rajoelina daholo ireo .
    Mananboka mihetsika ny vahoaka any @ ny faritra nohon’ny ala-bato ireo mpitarika tsy handrenesam-peo.Maro ny lesoka t@ iny fifidianana iny fa ny mahagaga dia mbola mitohy ihany izany izao toa tsy misy stratégie fa miandry an’i Ravalo daholo dia asa izay ho hiafaran’izy ity nefa dia efa mazava fa ala-bato no nampandresy an’ilay « fery vao »
    maha kely finoana fa dia hankinina @ Andriamanitra angamba sisa!

  7. firy kay résultat avy @ QG Dokotera?tao tsy mamoka tsony zareo?mampalahelo indray ny gasy ra mbola ny foza mitondra e!firy ny very asa,mahantra,sécurité tsy misy tsony,manakaiky ny fiainan afrikanina tsika ra mbola mitohy.

  8. La présidente de la Cenit reconnaît les fraudes montées par l ëquipe Rajoelina ´. Mais elle va désigner un vainqueur qu’est HERY . Et la ces aprés blabla juridique va valider cela ´ Et le reste avec un blibli juridique n.aura que leurs yeux pour pleurer.

  9. Dia ahoana indray ito ? Hoy i Be-triche hoe

    « Nous allons en discuter pendant notre assemblée générale. En tout cas, que les auteurs soient des individus qui évoluent au sein de la Section de recensement des matériels de vote ou non, nous porterons l’affaire auprès du Tribunal compétent. On ne peut accepter de tels comportements, surtout que cela pourrait conduire à l’annulation de voix et des choix des électeurs »

  10. Mitady hirika foana!!!
    Io ianao io ry Ingahy HILARION, mba teneno aza ny rahalahinao e!!!
    ny CES lazainao fa rahalahinao anie ireo manao zavatra tsy mety ireo e!!koa manantena ezaka avy
    aminao ary izahay e!!
    Tsy mahagaga izay zavamisy any @ FB satria bokotera dia tsy dia BE SAFARA ka aleoko lavitra aza
    tsy miteny toy izay BLA BLA tsy mamokatra na manome fanantenana POAKATY ohatra izay lasa izay.
    Mino aho fa mahafantatra ny hataony izy ary mahatoky FANDRESENA HATRANY.Ny paik’ ady koa tsy
    ahely erak’ity FB. Olona misaina izy ary MANDINIKA,ny azy tonga dia VAVANY .
    Izao ihany koa no nahavoa antsika t@ dada hoe tsy mahay miteny e , izao sy izao …amiko tsy izay fitenenana
    no inona fa ny BAINGA MIVADIKA NO ANDRANDRAINA sy endrasana.

  11. Azafady fa tsy Hilarion no mitady hirika fa i BE- Triche.
    Ny CES aza voavidy koa maika fa izay tribinaly???mbola foza daholo anie no ao e!
    Efa mandry indray ny resaka any matoa kala ratsy iny mizėsta eo.

  12. MIADY SAINA MAFY NY ZANAK’I DADA LE AZA A! NY MAHAGAGA ANIE DIA MISY ZANAK’I DADA AO AMIN’NY CENIT! MISY ZANAK’I DADA AMIN’IREO AMIN’NY CES! KA INONA NO OLANA! IREO ASIANA MANAO TEMOIGNAGE HOE TENA NISY FANODIKODINANA VE SA TSIA FA AZA EO NO MITADY HAMORONA NY TSY MISY AKORY EO! NADRESY IANAREO TAMIN’NY FARITRA DIMY SAINGY TSY AMPY IZANY DIA RESY IANAREO! HARARY FO MANDRAKIZAY EO NAREO! MBA MAHAIZA HOA RESY! MBA MIANARA MIAINA IZANY ATAO HOE DEMOKRASIA IZANY FA AZA BARIBARIANINA TOA IO! NAREO VE KAONDRANA E!

  13. Ao anary fotoan-tsarotra Isika , ka mifandona ny be fanantena amin’ny fandresena sy ireo be ahiahy no sady efa milavo lefona fa resy!
    aoka mba hiverina ny fahatoniana ka tsy hisy hanakana ny saina hanadihady sy handinika
    ny fisehoan-javatra !
    Mandiha tsara ary aza kivy .
    Nandritry izay dimy taona izay dia be ny seho-javatra ratst nefa tsy nanjary izy ireny .
    Niezahana ireo andevon’ny mpanjanaka ireo fa tsy hisy candidatn’ny mouvance RAVALOMANANA MARC ,neha inona nitranga ?
    I docteur ROBINSON JEAN LOUIS no « candidat mitarika  » amin’izao fihodinana faharoao !
    very saina ireto fahavalo ka mandrovi-tsihy dia manaonao foana « ohatra ny tany ty misy làlana eto Madagasikara , na eo aza ny herim-boatan’izy ireo !
    Aza tenenina fahatany ny hafatry ny Soratra masina manao hoe ;MINOA FOTSINY IHANY !
    Tsy hanary Antsika an-dalàna ANDRIAMANITRA fa momba sy mitahy Antsika lalandava !

  14. Hatraminizao aloha no mitarika ka tsy hitako izay mampikorontana.Minoa fotsiny ihany

    Blog / Résultats Magro : 52,72 % pour Jean Louis Robinson

    il y a 12 heures

    Résultats Magro : 52,72 % pour Jean Louis Robinson
    déc 28th, 2013

    Suivant les résultats provisoires affichés hier à 19 h au QG du candidat Jean Louis Robinson au Magro Behoririka, ce poulain de l’ancien président Marc Ravalomanana mène avec 52,72 % contre 47,28 % pour le candidat Hery Rajaonarimampianina. Les résultats de 13 017 bureaux de vote sur 20001 ont déjà atterri dans ce QG. Le candidat présenté par le parti « Avana » a obtenu 1 355 112 voix contre 1 215 097 voix pour le joker de la force nouvelle. C’est-à-dire un écart de 140 015 voix. A noter que malgré les résultats provisoires partiels publiés à Alarobia, le candidat Jean Louis Robinson persiste sur sa victoire à l’issu du second tour de la Présidentielle du 20 décembre dernier.

  15. Apetrako tsara ry Denise sagnagna fa ny solo_tena ny zanak’i dada ao @Cenitatra dia tsy mahazo miditra ao @efitrano mitokana natokana ho any saisie,ary eny @Ces ndray tsy mpikirakira fa mpanaramaso ary resultat avy eny @Cenitatra ihany no avoaka ao

  16. Le décret sous-marin de Rajoelina annulé par la CES et cette abrogation devrait avoir un effet rétroactif a dit un  » mpahay lalàna malaza malagasy araka ny nianaranay « . Jereo eto:

  17. Tsy mety lazaina sy hanambarana zavatra mihiotsy ny vahoaka malagasy, tsy misy hirarahian’ny CENIT na ny CES an’izany fangatahan’ny mouvance Ravalomanana na i Brian currin izany.Tsy misy.
    Ny CT hilarion hono mangataka ny hanafoanana ny candidature ny Hery vaovao.Aoka re e!Tena mihevitra ny gasy ho adala, mihevitra an’i Andry Rajolena ho adala, mihevitra ny CENIT ho adala, mihevitra ny CES ho adala.Iza aminio milaza an’izany ao amin’ny MAGRO sady tapaka ihany ny tsinainy hoe andraso fa hiteny zavatra mampime aho.Izaho raha atao hoe ridicule tsy maninona fa za mahazo vola be.

  18. Raha te-hiadam-pinaritra ny malagasy dia :
    1)
    – MIVONONA NY HANAO FILAHARAM-BE raha sanatria ka i Hery no holazaina fa MANDRESY.

    – SATRIA EFA MISERANA ANY fRANTSA RY hERY SY RY tgv,
    DIA EFA MANOMANANA rafitr’asa ry zareo andevonanana sy hampangiana izay mety ho hetsika ataon’ny olona :

    Hita soritra avy hatrany ny fiverenan’ireo Miaramila Mpanongana nanohana an’i TGV,
    ary tsy ireo ihany, fa eo koa i Dolin RASOLOSOA sy ny namany ao amin’ny AV7.
    – Maniry mafy ny hisian’ny Fandriam-pahalemana anefa raha jerena akaiky dia TSY HISY IZANY AKORY, na iza na iza ho lany President eo, fa ny HERISETRA HO ATAON’I TARIKY TGV kosa, na i Robinson na i Hery no hivoaka eo, dia tsy maintsy hisy .
    Izany heo :
    Raha manao hetsika ho fanoherana ny vahoaka fa i Hery no lany, dia efa hampiseho ny maha-jiolahy azy ry TGV
    Raha i Robinson kosa moa no ho lany, dia efa mazava ho azy, fa hikorontana ny tarik’i TGV, na tiana na tsy tiana.

    Any fanafody asesiko ary tsy ho reraka ny amin’izany aho dia :

    1) NY FILAHARAM-BE ISAKY NY PROVINCE eto DAGO, handroahana an’i TGV

    2) FILAHARAM-BE AO FRANTSA – ETAZONIA – ALEMAINA – angletera – ISTAMBUL sy ny sisa…AMERIKA AVARATRA SY ATSIMO – NORVEGE……..NY rehetra izay afaka manao.

    Fantatro fa tsy mora atao izany, nefa na LANY AZA ny DR ROBINSON, dia TOKONY HANAO RODOBE an-dalam-be,
    ……………….AMPISEHOANA FA MIALA RY TGV sy ny namany.

  19. ARY MBA AOKA IZAY ITY MANGATAKA SY MIANGAVY LAVA ITY E !

    Raha tena mitarika i Dr ROBINON, tsy misy tokony hampiahotra antsika intsony anie hitabatabana fa mandresy ny ARA-DALANA e !

  20. Randrianiaina>>>>izaho milaza ny zavatra mitranga marina ve no manakorontana sa ianareo ao amin’ny Mouvanace na miseho azy ho zanaky dada mandainga amin’ny vahoaka sy milalao ny vahoaka.Izay foana averina ao hoe mandresy robinson, mandresy robinson.Ny fandresena manko milatsaka avy any andanitra, ny fandersena manko vitany hoe 55% isika an, aza matahotra fa mandresy isika.
    Jereo ny ataon’ny etsy ampita dia akipio ny maso dia mandersy Robinson.

  21. Illuminat, Denise et autres pseudo caméléonisés

    a mission par radio VIVA de PLEURNICHER ,
    cherchant à nous endormir de RECONCILIATIONJ ..SUR FOND DE FRAUDE MASSIVE

    FRAUDER c’est VOLER !!!!!!!!!!!!

    Envoyer TOUS VOS MOYENS DE PREUVES au QG : photos, vidéos, contestations de SIGNATURES FALSIFIES SUR bas de LISTE (faux et usage de bfaux relevant du CORRECTIONNEL !)

    AUCUNE HESITATION

    SOYEZ OFFEBNSIFS ET DETERMINES voire ACHARNES !!!!!!!!

    Toutes décisions de justice en matière électoralebn à EFFET RETROACTIF !!!!

    VOILA LA GRANDE PEUR DES FOZAS !!!!!!!!!

    AZA MIHONTSONA MIHINTSY aminy REBIREBY rehetra …..

  22. Io ilay nolazain’i Dokotera fa ny « MAMO IHANY NO MIATSO POLISY »
    MAHONENA!!,hay ve ka milaza fa misy al-bato koa ny foza e???
    Amiko dia raha ny ara-dalana dia raha nahazo 2% i fery vao2 dia efa tena be dia be koa
    aoka tsy dia hindraindraina loatra izay azony eo fa FENO HOSOKA SY AL-BATO io isa io, mahazo vahana ery ny
    mpanoana azy @’izao fa mahazo olona ihany izy????TSSSSS aoka isika tsy harivo salosana fa ny antsika arahana tsara
    avelao any ny azy .Io mpahay lalana io aza milaza mazava fa NAHITA MPIZARA VOLA ary dia tsy nisy inona mba nataony.
    MAMPALAHELO’!!!! olon’ny lalana toy izao nefa dia MIJERY FOTSINY NY TSY ARA-DALANA TOY IZANY.
    Izany no zavamisy ao @ tanindrazantsika ao, ka za misy gaga raha izao no fiafaran’ny tanindrazana.

  23. Ianareo no mety ho rebireben’ny alika eo koh!!
    olona iray ihany io ary kotozafy ihany no lekisisy fa nareo no mety
    ampidirany ny devoliny eo, mba atao misi2 hoe maro hono izy e hihihiiiiiiiiiiaza vakiana akory
    dia ampy , ataovy ohatry ny tsy misy, mba mianara ahy e!!izao aho milamina ery!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *