Hommage à Mandela : Les Drapeaux Malgaches en berne et le president transistion dance !

34 pensées sur “Hommage à Mandela : Les Drapeaux Malgaches en berne et le president transistion dance !”

  1. Izao aloha dia tena tsy mila foza , indrindra fa itony mpibitabitaka itony. Fa na izany aza dia mahita hoe ny « communication »-ndy zareo dia tsara kokoa nohon’ny an’ny Zanak’i Dada ka tokony hihezaka isika hanatsara izany

  2. KA NA RY ZAREO SUD AFRICAINS AZA ANIE DIA MANDIHY E! IZANY NO FOMBA HANEHOANA NY DEUIL ANY AMIN’IO FIRENENA IO! MBA DONDRONA KOA IRETO ZANAK’I DADA IRETO LEHIRETSY KA TSY MAHALALA NY ZAVA-MISY AN! EFA MIAIKY NY REHETRA ANKEHITRINY FA HO RESY RAVALO E!

  3. Ary hay ve zao no tena dikan’ilay hoe FOZA e! FOZA = FOrongon »ny ZAnak’i dada e! Ary nandrora mitsilany zany ireto Magro ireto nandritra ny 5 taona an!

  4. Ity sehatra ity ry Denise tsy natao hoan’ny marary saina… dia tsy mba mahajery ny tenanao ve ianao @ ireo havendranana be dia be voalazanao eo. ireny anie no tena hamaritana ny foza e

  5. aza omena tsiny denise fa efa tsapany fa iala @lalamby ilay tgv,ka mikoropaka hetsy sy heroa manisy sira aorian’ny fifidianana de iangavina mitsy enao anoratra fona eto sao tapaka lalan-dra any ambadik’any mantsy ka tsy kobo,ala ve no ianteherana?

  6. Zao zany ilay woe mandihy tsy afa-tavony miaraka aminy boy kely.Menatra aho marina mafy.Misari adala.Tsy mbola lany akory hianao dia zao no atao.Ridicule hoy ny vazaha.Ry zareo mihitsy zao no manao fihetsika mamo

  7. Mandela a sacrifié sa vie pour son peuple, Ravalomanana a massacré son propre peuple pour maintenir au pouvoir. Vous n’avez pas honte, vous les fils à papa???

  8. Massacrée teny Ambohitsirohitra angaha ny renin’i marti ? Dia taiza no voa sy nasian-dry zalahy ? Raha tsy fantatrao dia anontanio i Sarla sy i lay Lysaona fa ireo mahafantatra zavatra betsaka !

    Ireo Capsat sy Fis mbola maimbo rà atramin’izao, sao dia mbola misy azo ataon-dry zareo sorona ny avy ao aminareo ao ry marti, indrindra ireo vehivavy ?

    Rehefa ho ataonareo foza resak’alika izy ity, satria efa biby ihany ianareo, maninona marina rahatoa ka any amin’ny madagate sy sitim-poza any ianareo no mampiseho ny adalanareo ?

    Tsara manokatra site ianareo Mapar izay « mody manohana an’ilay domelina », ianareo MAlgaches Parvenus Arrivistes et Revanchards !

  9. Basin’ari7 reny lesy a!!omeo tsaratsara fa mbola tsy ampy azy izay,
    izay no nanaramana azy ato HANARONA NY RATSY VITANY fa mihevitra
    izy fa misy VENDRANA NOHO IZY IREO ATO ka azo hamidy.

    jereo tsara ny adalany ray olona a!ireo no mpangalatra sy mpandroba nahatonga izao fahavoazana izao a!
    ireo ilay voalavo mitady hivarotra an’i Madagasikara tanindrazantsika, ireo no nahatonga izao FAHANTRANA
    SY HOROHORO LAVA IZAO, raiso ny vola zarainy fa volantsika ihany ireny fa fadio ohatry ny afo nandoro ny
    lamba ny mifidy olona toy itony fa ALAKAOSY hifindran’ny vitan-dratsiny eo daholo nareo.Jereo tsara ny namadiany
    an’izay rehetra olona nataony fitaovana raha tsy hiteny afa tsy i Charles fotsiny aho,jereo!!!jereo tsara ny HAGEGENY!!!
    IREO NO » FERY VAO2″ sy domelina amimny samy foza orana

  10. Ireo taranaka foza ireo aloha ato ato dia ho lasa kitoza daholo;Zao indray mbola hanao afo dolo indray i tgv handrebireby izay mety voarebireby, havaoka daholo ny vola azo taminy bois de rose sy ny vola tao aminy BANQUE CENBTRALE laniana nefa ny vahoaka mihinana ny? AZA TAITRA FA TSY HO ELA INTSONY DIA HO VITA NY TANTARA RATSY NAREO.

  11. les commentaires de ce marti sont tellement « bruts de décoffrage » que l’on n’a même pas envie de discuter

    Qu’il consulte un bouquin de « droit international » pour LES NULS,il comprendra que :

    *le gouvernement putschiste de TGV EST ILLEGALEMENT installé par la VIOLENCE

    * que dans ce cas la condamnation internationale : l’embargo est la source de destruction du peuple malgache.

    Misère, vols, corruptions, prévarications, emprisonnements arbitraires , harcèlements et VIOLENCE au quotidien , voilà la liste reprise au BILAN du TGV ces 5 années durant

  12. zao az manarak ny adalan’ny sasany,fa ento ampisainana daholo ny zava-drehetra,zay mantsy ny tanjony zareo efa tsy manantena tsony dia taritiny ianao anaonao fona dia foanan’nyCes(mersenera ane reo e) vatotsika,mody reny ny fietsiny t@ 1er tour

  13. SOURCE AZO ANTOKA ITY ARY AZONAO HAMARININA =

    Tsy misy asa ataon’ireo olona akaiky an’ Hery TONTA ao @ ministeran’ny Finance afa-tsy ny manadio ireo dossier maloto marobe nataony niaraka tamin’i Radomelina nandritra ny naha-ministra azy…..Misy anefa ny tsy ambaramabara tsy ho ampoiziny….ray dia tsy ho afaka mihitsy izy…..Indrisy….

    TENA EFA MITAMPINA INONA NY MASON’IREO MPANOHANA NY TGV NO TSY MAHITA IREO OLONA 92% ZARA RAHA MIHINANA INDRAY MANDEHA ISAN’ANDRO E…..SA IZAY MIHITSY ILAY PACT ATAO AMIN’NY DEVOLY E….

  14. AZA HEVERINAREO FA VENDRANA NY OLONA KA TSY HAHALALA FA NY TGV NO NANDRIPAKA OLONA TAMIN’NY 2009 A…..MISY POROFO MAZAVA NY ANAY FA MBA AVOHAY NY ANAREO E….

    RAHA TENA MELOKA RA8 DIA EFA ELA NO EFA VOATSARAN’NY FITSARANA IRAISAM-PIRENENA….FA HO HITANAO HIHARIHARY TSY HO ELA NY MARINA REHETRA IZAY EFA FANTATRY NY MARO…..

    TSY MISY MIAFINA IZAY TSY ASEHO E…..HIFANKAHITA EO TSARA BE ISIKA…..

  15. Mora anie ny mampiely faharatsiana @ communication e…. Ny changement positif de comportement no sarotra…..ary tsy hain’ny foza izany fa hain’i dada….Efa nivotra be dia be mihitsy ny toetran’ny gasy t@ 2007, 2008….Nifanaja, nifanampy, …sns…
    Vao niditra ny foza dia lasa biby mitorona ny akamaroan’ny olona ….Lasa makorelina ny akamaron’ny vahivavy….lasa nanjaka ny viole ary ny miaramila no nanomboka azy……
    Ny boite de nuit sy ny teorana filokana no naniry otran’ny anana….

    Dia anjaranao ny manohy azy… fa ho lava ny listra

    NY PESTE MAMENO TANANA AMIN’IZAO FOTOANA IZAO…..DIA MANAMBARA FA TONGA @ FARA-TAMPONY NY FAHARATSIAN’NY FOZA KA MILA NY TANAN’ANDRIAMANITRA HANDRAVA AZY HAINGANA….

    DOKOTERA MARO NO NITENY FA EFA FENO ETO TANA FA TSY AVELAN’NY FOZA LAZALAZAINA SAO HANDRATSY LAZA AZY…..IZANY NO ATAO HOE TGV….MANDEHA MAFY DIA MAFY TAHAKA NY TGV NY FAHARATSIANA ETO DAGO..

  16. @Denise:Mandela a dit « je ne suis pas un saint » aussi! Quand on se réfère à un personnage, il faut bien le connaître. D’après les « ampamoaka » (ampamoaka dont j’ai été témoin)les vrais assassins ont été ceux qui ont effectués cette Révolution Orange en 2009 qui a conduit à ce coup d’ Etat. Arrêtez de dire telle ou telle sont les fautes commises par Pdt Ravalomanana parce qu’il a accompli bien plus que ce que bien d’autres ne feront jamais et n’ont jamais fait! « Any aoriana foana ny mpanenjika e »

  17. Madahaherako

    Je partage pleinement ton opinion……..

    Mais ces cloportes du TGV ne cessent pas de véhiculer des CONTRE-VERITES

    voulant inverser les rôles et les responsabilités…….

    Putsch de 2009 = EMEUTES VIOLENTES ET MEURTRIERES pour installer à tout prix UN GOUVERNEMENT ILLEGAL ET ILLEGITIME de mafieux qui n’avaient pour seul programme : s’enrichir au maximum et le plus rapidement possible ,

    * saignant le pays
    * meurtrissant le peuple
    * faisant des prisonniers politiques
    * roi de la corruption , prévarication, vols,manipulations, harcèlement

    Bref tous les maux qu’inflige tout dictateur sans scrupule

    Et ça se permet de parler politique : DEGAGENT RAJOELINA et HERY son porte drapeau

  18. mandindy faatan aton’ny oul fanalan’andro fotsiny,ka maro ny tanora maavit f nosomban’ny radomelina,d aleo aloha averina @dada ny hasin’ny mahaoul & ny tanora de ny fifidianan-tsika an’i Dr robinson 33,de zay vao miverina @tsika tanora ny fatokisana

  19. RY OBAMA ARY NAKA SARY NIARAKA TAMIN’NY PRAIMINISTRA DANOIS SY ANGLISY naneho ny atao hoe JOIE! ON A CELEBRE LA VIE DE MADIBA, SA VIE IMMORTELLE DANS LE COEUR DE TOUS! NY ZANAK’I DADA IHANY NO KAONDRANA!

  20. eto madagasikara isika r’ilay vendran ity an: inona no hidiran’i Obama amin’izany?

    io plagia hevitra avy ary @ yahoo.fr io: copier coller foana
    – miainga avy @ mamy gotso te ho-firantay mafy dia mafy
    – ry tapolaka glady (rasta) Rossy moa dia ao anatin’io mpampandihy an’i Domelina sy fHery vaovao

    olom-pirenena gasy TSY MISY ATI-DOHA
    ra-DJ ihany no denise!!

  21. @Denise:Selon les malgaches, être en deuil c’est « miara-ory » amin’ny hafa… JOIE d’avoir eu un tel homme de SAGESSE que je te rectifie! La perte d’une personne est toujours à pleurer. Il ne faut pas mal interpréter cette joie!!!!!

  22. Denise&Marti, na haratsianareo tahak ninn aza i Pr Ravalomanana de zao no tsarov, ny marina sy ny soa vitany tsy mety hadinon’ny vahoaka, ar na hosorampotaka tahakininn aza izy de toy ny volamena fona, volamena anaty fotaka ka tsy havelan’ny rariny tsy hamiratra. ataovy bdb mihitsy le fanosorampotaka sy fiapangana laingafa hamiratra fon izy.

  23. Avelao i Rajoelina sy Hery handihy e! izay no hainy ka aleo izy mba hampiseho izay hainy eny imasombahoaka tsara anie izao, hita miharihary fa ny fahorian’ny vahoaka no hifaliany ka anjaranao , anjarantsika ny manazava izany amin’ireny olona avy nijery azy ireny , hazavao azy fa inona no miandry azy ao an-trano rehefa avy nijery spectacle hery sy rajoelina izy, fahantrana ! amin’izay izy tonga saina tsara , eny an-dalana mody avy nijery spectacle hery sy rajoelina izy haseho ho hitany ny fako maimbo eraky ny lalana dia fantany tsara ny tokony ataony amin’izay, fa raha propangady fotsiny mantsy olona efa badenin’ny fahantrana ireny ka tsy mahita intsony fa mila antsika izy hanazava tsara ny zava-misy e! isika koa tsy ampy radio.

  24. Antenaina

    tsy misy antony izany IV républikana putsista izany

    TSY MISY FOTOTRA ARA-DALANA !

    C’est un GOUVERNEMZENT ILLEGAL ( sans légitimité des URNES , non issu de suffrage universel) :

    ==> par définition : TOUTES SES OEUVRES , hors affaires courantes ,
    N’ONT AUNE BASE LEGITIME !
    ==>Corollaire simple , BASIQUE .

    JLR , inspiré de M.Ravalomzanana , saura s’entourer de BONS JURISTES POUR Y REMEDIER LEGALEMENT !!!!!!!!!

    Vivement une 5° république démocratique et républicaine élaborée par des gouvernants portés au Pouvoir PAR LE PEUPLE ( VOX POPULI )

    La république des foza-lapins n’a pas plus de consistance que celle de PETAIN en France …

  25. Misaotra GBD an.Fa,marina e,tena mikaonty angaha iny repoblika faha IV najorojoron’i Jouet’l iny ? Ry Beriziky mantsy toa mi se-référer @ iny constitution iny ? An an hoy zahay,izao vao midira @ repoblika faha 4 izany isika e ! Tetezana nitarira ilay teo. Sa ahoana ?

  26. Antenaina,

    ne t’inquiète

    BÔF que Beriziky se réfère à ce qu’il veut …
    Cela fait partie des gesticulations de lapin crétin…

    On n’en tape

    un gouvernement transitoire n’a que le droit de prendre des dispositions d’AFFAIRES COURANTES POUR LA SEULE CONTINUITE DE L’ETAT !!!!!!!!!!!

    Toutes dispositions autres peuvent être remises en cause :
    ==> surtout changer une constitution:
    CONNERIE MONUMENTALE , fruit de leur élucubrations cinématographiques !!!!!

    Tout est MANIPULATION DE CE GOUVERNEMENT DE PUTSCHISTES

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *