87 pensées sur “JLR : 54,74 / HVM : 45,26 (source QG JLR)”

  1. Nanao fanakianana atrany n’y fanaovana fampielezankevitra ………Mety n’y mpapadihy fitobenana nô beaucoup figaro ana kokoa…..

  2. 9h00 – TENDANCES CENI-T : 204/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 52,23%. Jean Louis Robinson 50,21% (32.768 voix). Hery Rajaonarimampianina 49,79% (32.494 voix).

  3. Aleo handeha ny fanisambato fa vao manomboka izy zao. Ny lalao mbola ho ela ny diavolankolava. Calme aloha fa guerre de communication no faraherin’ireto foza ireto. Tsika no mandresy @ ty 2nd tour ity fa tsy sanatria ireo foza mpanapotika firenena ireo akory. Mijery fotsiny aloha isika jusqu’à lundi…ho hita eo ny tohiny.
    Mahereza ry malagasy malala.

  4. 09h00 – TENDANCES CENI-T : 204/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 52,23%. Jean Louis Robinson 50,21% (32.768 voix). Hery Rajaonarimampianina 49,79% (32.494 voix).

  5. Ok! mety ny mamonjy meeting eny @ Magro rahariva. Ataontsika matanjaka ny communication ntsika fa fotoanany izao. Mitondra elo fa mety ho avy ny orana. Courage daholo!!

  6. 09h58>
    TENDANCES CENI-T :
    228/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 52,72%. Jean Louis Robinson 51,15% (38.536 voix). Hery Rajaonarimampianina 48,85% (36.805 voix).
    Date : 21/12/2013

    AZA TAITAITRA MIHITSY ISIAKA MIARAKA AMINY ROBINSON/RAVALOMANANA

  7. Izao no vokatra ho avoakan’ny CENIT amin’ny farany, ka mila mailo :
    Handresy i JLR fa tahan’isa kely no hanasaraka ; izany dia fomba entina hamarinana fa rahatoa ka mahazo toerana betsaka ao amin’ny parlemanta ny foza, dia tena « vokatry ny safidim-bahoaka » marina, ka noho izany dia tsy azo lavina !

    ARAHO MASO FOANA NY VOKAM-PIFIDIANANA, ARY HO AN’IZAY NAHITA, ENTO ETO NA ANY AMIN’NY MPIANDRAIKITRA NY ZAVATRA TSY NETY REHETRA SY TSY TOKONY EKENA !

  8. Qui peut en parler ?

    il semblerait (TNN) qu’une LISTE ADDITIVE D’ELECTEURS aurait été lancée le 17 décembre ???

    est ce vrai ?

    les PROCEDURES ELECTORALES démocratiques n’admettent pas une telle pratique…

    Pour les LEGISTATIVES les entourloupes sont effectivement A METTRE SOUS HAUTE SURVEILLANCE

    A coup de tricherie le lapin ramènerait à la case zéro et encore et toujours des troubles sociaux interminables à l’horizon.

  9. Ny ao @QG ve de mbola io iany e.Mba omeo ze misy de mba isaky ny District/Faritra mba afahana manaramaso azy,azafady indrindra tompoko @zay fantatra tsara fa miasa mafy sy miasa tsara ianareo
    Rehefa mino dia mila miasa

  10. Izaho koa aza mba mitady RANDRIANIAINA â !

    Ny ao amin’ny QG toa mbola matory daholo, angamba nanao fety ! QG izany tokony mba afaka manome vaovao isa- minitra na isaky ny misy vaovao voaray ( izany aloha no fomba fiasanay ê ; izahay koa efa mba anisan’ny nikarakara fifidianana ) !

    Dia ahoana koa ity CENI-T TSY MAMOAKA VALIM-PIFIDIANANA AO AMIN’NY SITE-NY ITY ?
    Izany ve no fifidianana mangarahara ???
    Satria ve nilaza ny amerikàna fa tokony mba « ordonnée sy logique ny publication » an’izay vokatra azon-dry zareo ?????

  11. le taux de participation est désespérant.

    Cela cristallise la perte d’intêrèt ou perte de confiance en la Politique…

    Si 40% de la population pense que leur sort ne changera pas quel que soit le Détenteur du Pouvoir :

    ===> messieurs et mesdames les futurs élus : vous savez l’ampleur de votre tache:
    ACQUERIR ET SURTOUT CONSERVER LA CONFIANCE DU PEUPLE

    ===> démontrer que votre action est faite pour UNE MEILLEURE CONDITION DE VIE DU PEUPLE
    non seulement pour Madagascar (conception Poutine)et de quelques privilégiés…

    ===> l’action démocratique est votre seule GARANTIE POUR LA PERENNITE DE LA REPUBLIQUE (exclure les putschs)

    ===> DEMOCRATIE = SEULE GARANTIE CONTRE LES ROTAKAS

    Mettons fin à cette prédisposition aux rotakas épisodiques , destructifs en mettant enfin EN OEUVRE une DEMOCRATIE REPUBLICAINE EXEMPLAIRE…

    QUESTION DE SURVIE !!!!!!!!!!

    Ne laissons pas notre pays se détruire comme le Nigéria ou le Libéria …ce ques Rajoelina fait au grand galop.

    Transformons notre pays en pays « PRODUCTEUR » de biens ou de services…

    ….et ne pas rester condamné à être simple « FOURNISSEURS » de ressources …de surcroit brutes , et toujours maqnipulé par btous les prédateurs économiques de tout bord (nationaux ou multinationaux !!!!!!)===> qui soutiennent ou mettent en place des gouvernements à leur solde (ex le Gabon, le Nigéria)ou instables (ex ligéria, Madagascar de Rajoelina)

  12. Ny legislativ ndray taty (district Amparafa)de niantehitra fotsiny hoe:toanan’i dada sy candidat ny AVANA de tsy nirarahanay taty @kaominina Morarano Chrome,nefa io no be fkt sy be mpifidy indrindra ato @district

  13. KM â

    11H CENI T tao nivadika tampoka hoe Hery > JLR ???????????

    info ponctuellement favorable à Hery par rapport à quelle région précise ?

    Je suppose qu’il s’agit plutôt de « flash » que de tendance significative…

    possible ve mahazo antony ??

    misaotra an’ireo namana rehetra misikina antoherana !

  14. KM â

    11H CENI T tao hoe nitsimbadika tampoka hoe Hery > JLR ???????????

    info ponctuellement favorable à Hery par rapport à quelle région précise ?

    Je suppose qu’il s’agit plutôt de « flash » que de tendance significative…

    possible ve mahazo antony ??

    misaotra an’ireo namana rehetra misikina antoherana !

  15. Io ( résultat CENIT ) hoy aho, dia resaka fandrebirebena saim-bahoaka, manipulation hoy ry zalahy.

    Via internet explorer no hidirana ao amin’ny site-n’ny TIM, izay te-ahita ny vaovao mafana !

    Vao tsy ela, satria taraiky ny ato amin’ny MyDago :

    Bureaux : 485
    JLR : 56,20
    FV : 43,80

  16. tao hoe nisy « BULLETINS PRECOCHES HERY » tany atsimo ????????

    c’est surtout dans ces régions perdues et difficiles d’accès qu’il y aura tentative de fraude massive…

    le pourcentage de différence infime ne s’expliquerait il pas ainsi ???

    ARTIFICIEL ????mais vicieux comme Ratsirahonana….

    J’espètre que la CENI T mandate réellement des observateurs partout…
    je dirais en priorité là où la présence d’opposants est difficile…

  17. De gaga elah???tena tssssss avelao hitapitapy eo ihany e!!!aza misy taitra!!!
    VONJEO MADAGASIKARA ANDRIAMANITRA ô!!!aza mionona @’izao fotsiny ianao TOMPO ô!!!
    TENA TONTOM-BITANA ILAY GASY !!!IZAO NO ALEHANY REHEFA ANDEVOZIN’NY VOLA TOMPOKO Ô!!!!

    INONA NO DĖTAILS OMENY @’izao ??zavatra hapetapetaka fotsiny io???f’ angah tsy msy fika hanisana ny vato
    rehetra isaky ny BV???ohatra ny nataon’i dada niaraka t@ nandreseny an’i Ratsiraka???MAHONENA e!!!

    mamela ny helony Ray ô! fa tsy fantany izay hataony!!!

    Miantsy ady koa ny devoly fa , mandamina fotsiny e!!tena manao olona ts’inona mihintsy izany raha foza.

    za vao henoko fa nisy nanidy ilay vavahady tao Antsonjombe dia efa haiko fa midika hoe: » mandehana makany @ foza
    fa aty efa feno « feno mpamadika ao ,ny mety antony koa dia ity resaka ben’ny tanana satria maro loatra ny voahilika,ka
    izao koa no mety mahatonga ireo MPAMADIKA MARO fa za mino fa ny vahoaka tsy hivadika ka HIFIDY FOZA.

    Mahereza daholo fa HOMBA ANTSIKA MANDRAKARIVA ANDRIAMANITRA!!!!TSY MAINTSY MIPOITRA NY MARINA!

  18. 12h30 – TENDANCES CENI-T : 383/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 52,19%. Jean Louis Robinson 49,74% (63.815voix). Hery Rajaonarimampianina 50,26% (64.815voix).

    12h13 – TENDANCES CENI-T : 338/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 52,53%. Jean Louis Robinson 49,39% (55.445voix). Hery Rajaonarimampianina 50,61% (56.804voix).

  19. bulletins précochés?

    omaly nisy observateur tafaresaka tamiko
    fa nisy lot de 4paquets de bulletin présid.
    tsapa fa very
    rehefa nozaraina teny @ Square poincaré
    dia hita fa tapaka ilay numérotation
    izay tokony ho eny ampovoan’ny 10paquets zaraina ampiasaina anaty bv iray!!

    (un bulletin précoché fHery vaut 75000fmg
    à celui qui veut échanger le sien
    et le remettre encore à blanc
    une fois dehors
    …)

    ça s’est passé au bv Square-Poincaré tôt le matin puisque au cours de la distribution sur le lieu

    Dia misaotra anareo lehilahy entoana,
    manindry ny fonay!!

  20. Vaovao farany !
    Nbre Bureaux de vote : 619
    Taux de participation 49,94
    Inscrits 494 049
    Votants 246 717
    JLR : 57,20
    FV : 42,80

    Misaotra amin’ny fanomezam-baovao r’ise !

  21. INFO OU INTOX ????

    CENI T à 10H35: participation 52,57 ========================> Robinson 50,38%

    CENI T à 12H30 : participation 52,19 (DONC MOINDRE ???) ======> Robinson 49,74% ??????

    CHERCHER L’ERREUR !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

    C’EST DE LA TRUANDERIE MANIFESTE !!!!!!!!

  22. 13h06 – TENDANCES CENI-T : 454/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 51,98%. Jean Louis Robinson 50,03% (75.129voix). Hery Rajaonarimampianina 49,97% (75.037voix).

  23. Tandremo dia tandremo fa mamofopofona foza ny vokam-pifidianana. Dia nandaitra ve ireny fanaratsiana, halatra sy tery vaimanta ireny….. Araka ny resaka mandeha dia hatao handresy ilay Fery eo @ 51-53% fa tsy atao be ny elanelana sao rakatra. Fa na izany dia efa nagaltra talohan’ny fifidiana ireo foza, efa namboariny dieny mialaoha ny halatra ka rivotra fotsiny no ho hitan’ny mpanaramaso.

  24. Rasamy
    TSSSSSSS

    hoy koa ilay bandy kely hoe « je suis démocrate « …
    Tout comme Hitler qui se réclamait du peuple !

    PUTSCHISTE DEMOCRATE ?????????théorie foziste :
    à se taper les fesses trois fois par terre !!!!!

    Pour bandy kely , « BANDIT » kely qualifieraitr mieux ….

    « jiolahy » à vomir…

  25. 13h06>
    TENDANCES CENI-T :
    454/20.001 Bureaux de vote. Taux de participation 51,98%. Jean Louis Robinson 50,03% (75.129voix). Hery Rajaonarimampianina 49,97% (75.037voix).

    Nivadika kely indray ny vato izao, fa hafetsena fotsiny io. Fa hampiakarindry zareo ilay fery dia hampidinina i JLR33. Mila tena mamakafaka ny mpanara-maso. Mijery ny fomba fiasan’ialay ordinateur-ny CENI-T fa ireny mantsy no fangalarana nataony frantsafrika tany Mali sy Mauritanie. Averiko ihany fa mitetika ny hanome 51 ka htr@ 53% an’i Fery ny foza, . Tsy hataon-dry zareo lehibe ny elanelana fa hanakonany ilay halatra. Miasà mafy ry délegué isany.

  26. Une centaine de voix seulement d’écart !

    ==> dans notre pays NON démocratique toutes les folies sont possibles :

    VIGILANCE ABSOILUE TOUS AZIMUTS S’IMPOSE !!!!!!!!

    Des magouilles façon TGV : il y en aura des wagons tout pleins !!!!!!!

    Le CENI T se déculpabilise que Tana ayant le plus d’électeurs : il est difficile d’aller plus vite dans l’affichage des résultats

    MAIS :

    Tana est aussi le plus gros bataillon démographique qui fera lourdement pencher la balance

    Chers compatriotes de Tana:

    ==> vous avez la possibilité de vous débarrasser par les urnes d’un gouvernement putschiste corrompu jusqu’aux os

    ===> par PITIE : EXPRIMEZ VOUS
    …ce taux de participation est suicidaire

    ===> RELAYEZ VOUS EN FAMILLE POUR VERIFIER LES BUREAUX DE VOTE

  27. 13h42
    TENDANCE CENI-T :
    483/2OOO1 BV. Taux de participation: 51,98% . Jean Louis Robinson 50,40% (80565 voix). Hery Rajaonarimampianina 49,60% ( 79277 voix).

  28. Ny tena mampalahelo dia nankaiza daholo ireo olona tokony hifidy satria 50% fotsiny no nifidy izany woe VERY daholo izany ny ZO anireo olona ireo; sa woe efa tsy miraharaha intsony va izay alehany any alehany, tsy mety anefa izay teo-tsaina izay satria vato tokony omenao olona dia very fotsiny.Ka ny teniko ho anireo very ZO ireo dia tsotra ny ho lazaiko:TIANAREO FOANA ZANY NY HANJAKANA NY FOZA MANDRAKIZAY, NEFA TANDREMO FA HITAN’ANDRIAMANITRA NY ZAVATRA RATSY ATAONY NY OLOMBELONA, ARY NY HALATRA ATAO DIA MAMPANDRESY ANY I ROBINSON/RAVALOMANANA.

  29. toa mitsivadika lolo hoatry tanalà izt zany ….

    Tsy mazava mihintsy….

    Mandroso ny lhera , kanefa ity taux de participation mihamahia hoatry fen-antitra ???

    fofompofona foza….

    cet écart ridicule a parfum de « GROSSE » fraude ….pour faciliter les réclamations et refaire à tout prix l’élection ????????????

  30. Rasamy

    hoatry very ZO ny mpiraitanindrazana , tsy mahatoky ninoninona intsony !

    Hoatry lasa fahazarana ny faoriana , ni hanohanana , ny mijery ny ankizy maloto , maty mosary…

    La question brutale à poser est :
    « SAMNBATRA VE IANAREO ANDEVOZINA ilay BITRO MPANDAINGA SY AMPIJALIANA LAVA ??? »
    Ce ne serait pa

    misy koa ange ni « masochistes » éééééé

  31. toa mitsivadika lolo hoatry tanalà ny kozy ….

    Tsy mazava mihintsy….

    Mandroso ny hora , kanefa ity taux de participation mihamahia hoatry fen-antitra ???

    fofompofona foza….

    cet écart ridicule a parfum de « GROSSE » fraude ….pour faciliter les réclamations et refaire à tout prix l’élection ????????????

  32. 14h44 – TENDANCE CENI-T : 534/20001BV. Taux de participation: 51,71%.Hery Rajaonarimampianina 50,82% (88726 voix).Jean Louis Robinson 49,18% (85850 voix).

    14h23 – TENDANCES CENI-T : 522/20001 BV. Taux de participation: 51,99%.Jean Louis Robinson 49,44% (85249 voix). Hery Rajaonarimampianina 50,56% (87166 voix).

  33. doit on croire que le pays est CONDAMNE A PLONGER DANS L’OBSCURANTISME ??????????

    incroyable de se laisser berner par ce DJ et ses acolytes gangsters ,

    Sans affirmation franchement tranchée il est clair qu’il y a manipulation…

    C’est terrible d’arriver à un niveau si bas de DENI DEMOCRATIQUE

  34. Il est 15h48 à Madagascar, et à cette heure-ci il n’y a aucun résultat de publié sur le site du CENI-T Madagascar !
    Pourquoi ?
    D’où viennent-ils les chiffres publiés (soi-disant source CENI-T) publiés par des sites tels qu’orange.mg, alors que le CENI-T lui-même n’a fait aucune publication ?

    Obscurantisme ? Manipulation ? Déni de démocratie ??? Havana raha misy foza ?

  35. KM â

    tao hoe nisy ny « pirater » ny site ny CENI T ???

    Mety marina izany , satria betsaka laotra ny contradiction .

    Plus on avance en heure ,
    plus la balance pencherait pour Hery ?????????????

    ==> et paradoxalement le pourcentage de participation baisse, ce qui n’est pas normal !!!!!!!!!
    ==> le papier collé a du être mal fait !!!!!!!!!!

    Cela semble être une « GRÔSSSSSSSSE » ficelle

    merci pour ton info,

    encouragerante

  36. Tsssssss tsy mamely!!!! dė tena miakapokapoka!!!!
    Rasamy a!!ny manodidina anay fotsiny any @ tanana no tsy nisy nahazo
    karam-pifidianana, efa hatr@ 1er tour ka mandrak’izao.
    Tandremo fa mety nisy fitetezana ttrano koa tany ( fikandr’i mėmė io) hoe: omena vola ny
    olona tsy handeha any @ MAGRO taloha ka sao dia izay koa no nahazo ny olona sasany hoe: » omena vola fa
    AZA MIFIDY » ohatra???maro ny mety ho antony ,tao ireo efa ho 3h no milahatra hifidy, hitanao @’izany??
    tsy maintsy hipoitra eo ihany ny marina , na mety fika koa io hangalarana fa za tsy mino loatra fa 50% tsy nifidy.
    AOKA HO MAILO foana izay vao2 mivoaka fa betsaka ny atao fanainiana HANARONANA ilay HALA-BATO MANARA-
    PENITRA, ny avy any @ sisiny betsaka ny AMBONY BE fa vitsy ny latsaka aloha e!!fa raha ny ao @ cenit fotony no
    mangalatra dia tsy hisy dikan ilay izy.
    Tokony hatao toa ilay nanaovan’i dada an’i DEBA dia avelao hianjaanja eo.

  37. Amiko raha mahazo 2% i fery vao2 dia tena efa BE DIA BE,ankoatra izay dia HALATRA.
    Raha tena nandeha ny ara-dalana , tsisy vola ka nahazo karatra daholo ny mpifidy.

    Mbola tsy nahita ohatra ity aho hatr’izay naha tany ny tany MARINA!!!

  38. Tena mampalahelo fa tsy misy afaka mba manome vao2 entitra mihintsy,mahafa-po izany e!
    ny an’i foza ihany no mipoapoaka , mahonena!!voatampim-bava daholo ve sa VOAVIDY??
    Ny radio VIVA izay tsy efa 90% ny vaton’i fery vao2????
    Tsy tiako koa ilay hoe: « izao anagamba « nefa efa hita MAZAVA fa HALA-BATO manara-penitra.
    Ilay fanamboamboarana resaka mandreraka be!

  39. Zao e!Tsika sairan-tsaina mafy nefa ny oul toanan-tsika toa tsy miteny tsy mvolana dia mbola io fona ve ny tarehimarika ho enti-tsika ao @QG J.L.R,mangataka tatitr’asa avy @QG J.L.R tompoko raha mba azo atao,aveo tohizako ny teniko…

  40. Za ze tena pro_ra8 ary kivy @fomba fiasan-tsika vaomaika reo oul tsotra resy lahatra @fomba fiasan-tsika,tadidio fa mosesy nanavotra ny zanak’Israely nanaovana fahagagana ary mbola misy tsy resy lahatra fa mivadi-kevitra…

  41. Izao ary ilay fangalaram-bato manara-penitra!Vao biraom-pifidianana vitsy no azo ary azo lazaina ho tsy nilona ny fahazoana azy de 70% ny an feryvao!Inona no azo lazainaam ty fomba fiasan’ny cenit am halatra manara-penitra ataony miaraka am mapar.de ho iazo ve no hitohy?ho loza,ho loza…….de tsy hisy ho afaka hampibaribary an’io ve?

  42. Dia hoy aho hoe:matoritory anaterako hena,ka zao avoay ny vokatra fa ny oul marina tsy mba rendrika izany,SAHIA MILAZA NY MARINA,fa vonona tanteraka izahay tompoko ô,efa atriny ny omaly,miroso aza mihemotra intsony fotona tsisy otrizao analana anireo

  43. Fisaka ny marina ary maro ny manam-pahaizana fa vitsy ny mana_tsaina,efa voavidy vola ny feon’ny fieritreretana fa ireo kely mitana ny soa_toavina maha_malagasy,aza avela ho very aleony very tsikalakalam_bola toy izay fihavanana,aza avela ho very reo

  44. Izao e! tsy moramora ny manao révolution fa tsy maintsy mandalo zava-tarotra kely isika. Ny frantsay tsy manaiky mora foana hoe resy ny candidat ny fa manao izay hamikirany eo @ alalan’ny ahala-bato…sns.

    Dia izao izany e, aza misy kivikivy izany fa io tsy vita moramora foana izany fa ho hitantsika eo ny tohiny. Sahala @ izao ihany ny t@ 2002 fa ny marina marina ihany, ary ny tolona tsimaintsy mandresy.

    Courage daholo e! Samy ho tahian’Dieu.

  45. Izaho sahy manao fanamby aminareo fa tsy tafapetraka eo izany intsony io régime foza io…Omany aloha ny fety krismasy sy ny réveillon ary ny taombaovao…dia ho hitantsika eo izay ho tohiny.

  46. Inà a?Grizimafyyy?
    Zay tsy milama @zany de ianareo ve mieritreritra fa ahita tsiron-kanina @zany?
    Efa niteny ah hoe:hiambina anareo reo be bôty reo tsy adalany ne ny nanetsika an’ireo e

  47. Zao ry Malagasy Misaima @nareo ve de tena tsy mbola fiafina be zay 5taona zay e?Ny vadinay efa nafohy noho ny tsy fisiana de mbola iafy atraiza indray?Sanatria ve de ande ho eny @ ry Aina Itaosy na Jessika eny Ivato.SANATRIA

  48. voici pour vous un copier coller du site du TIM:

    ——–
    Miarahaba antsika rehetra tompoko,
    .Manolohana ny fisafotofoto amin’ny fivohan’ny vokam-batompifidiana ho filoham-pirenena izao , izay miteraka fikorontanan-tsaina ny vahoaka Malagasy izao dia nisy ny valandresaka tamin’ny mpanao gazety nataon’ny Atoa Dr Robinson Jean Louis androany folak’andro nitondra fanazavana mazava hoan’ny vahaoaka Malagasy manerany Nosy
    Narahina antso avo hoany vahoaka tsy vaky volo maneran’ny Nosy izy , notontosaina tato amin’ny QG AVANA izay niarahan’ny tamin’ ireo mpitarika avy eo anivony Mouvance Ravalomanana . Namafisiny Dr Robinson Jean Louis hatrany ny fahazoana ny fandresena amin’izao fifidianana filoham-pirenena izao tamin’ny alalan’ireo vokam-bato voaray avy amin’ireo tompon’andraikitra ato anatiny fikambanan’ny mpanohana maneran’ny Nosy satria tiana ny manamarika fa maro ireo foibe fiasana avy mpikambana manangom-bato izay ananan-tsika komity mpanohana any candidat Dr Robinson Jean Louis manao ny asa fanangonana ny vato maneran’ny Nosy ary voamarina avokoa izany vokatra azo rehetra izay izay efa azohan-tsika ny fandresena ka tsy tokony ho kivy na hikoropaka ny Mlagasy indrindra ny mpiara mitolona manolohana ny fandemen-tsaiana fanakoron-tanana ataon’ireo ekipan’ny FAT miaradiha amin’ny Hery
    Ary eo koa ny fanodikodina sy tetika mandemin-tsaina amin’ny fomba famoham-bokatra ataon’ny CENI-T sy ny RNM ary TVM amin’izao fotoana izao ka miteraka fikorontan-tsaiana ny vahoaka satria tsara ny anamarihanay sy ilazanay VOT antsika fa manana olona miandry sy manaramaso ny fizotriny zavamisy any amin’ny birao foiben’ny CENI-T izahay VOT ary miandry any an-toerana maraina sy ariva ary ny alina ry ireo ekipan’ny VOT ireo mampita ny vaovao ka manolohana io safotofoto ataon’ny CENI-T mamoka ny vokatra io dia nangataka fanazavana hentitra izahay ary nandrindra izany no nanambaran’ny ireo tompon’andraikitra ao amin’ny CENI-T fa mbola ireo vokatra avy any amin’ny faritra ivelany Antananarivo renivohim-paritany sasany izay nazoahany Foza hery v vato no mbola tafiditra sy vita saisie ka izany hono no mahatonga io vokatra io tohizao
    Fa mbola maro kosa hoy izy ireo ny vokam-bato teto ampivontany izay tena nahazoan’ny candidat Dr Robinson Jean Louis salan’isa avo ary saika mbola tsy tafiditra avokoahoy izy ireo ny vato avy amin ireo birao vote eto Antananarivo Renivohitra sy manodidina avy hatrany moa dia nataonay nahitsy ny resaka manakorontana sy mandemy ny saim-bahoaka ianareo ceni-t satria nahoana no vokatra avy any alavitra foana no ezahinareo ampidirina noho ny eto akaiky fa misy zavatra tetehinareo ahodina ao mody ampidirinareo daholo ny vato amin’izay toerana nahazoan’ny hery v vato mba angalaranareo salan’isa ambony ka tsy anaiky an’ izao fomba fiasanareo izao izahay farafaharatsiny hoy izahay tamin ireto ekipany ceni-t ireto tokony sady mampiditra ny eto ampivontany akaiky ianareo no mampiditra ny any alavitra any fa tsy ekena izao hoy izahay vot .
    Milaza moa izy ireo fa iezaka ijery sy andamina ny fandrindrana ny lamin’asa rehetra satria fa tompon’andraikitra amin’ny fanakorontanana izay mety hitranga ny ceni-t amin izao fomba fiasanizao raha toa ka mitranga izany ka ho hita eo ny ataon’izy ireo fa tsy anaiky izahay ary anaramaso akaiky ary efa noresahinay tamin’ireo Obesrvateur International ihany koa izao zavamisy izao ka ho hita eto ny tohiny fa tsy anaiky izao fomba fiasan’ny ceni-t izao izahay . Marihana fa mahita sy mafantatra izao avokoa ireo sehatra sy vondrona mpanaramaso fifidihanan maro .
    Misaotra ,Sarah VOT.
    Mahereza daholo Aza kivy

    alors, … pas de panique!

  49. Zao no lazaiko antsika rehetra miaraka aminy Robinson/Ravalomanana, kalam fotsiny, tsy taitra fotsiny, isiaka tsy maintsy mandresy, manàna finoana fa raha vao tsy manana finoana hianao dia manjary resy tsy miady.Io valim-pifidianana avoakany CENIT io dia indraindray isiaka mitarika indraindray ny mpanongam-panjakàna tsy mitarika, ka izao fotsiny halamino ny saina fa tsy misy atahorana eo fa raha vao hianao na izaho no kivy dia kivy miaraka aminizay ny valim-pifidianana, ary mbola averiko ihany ary saha manao fanamby izaho fa tsy afaka mipetraka eo intsony ireo tsy valahara ireo.Dia samia manaraka tsara.

  50. s’abonner au flux des dépêches20h00>

    TENDANCES CENI-T : 

    725/20001 BV. Taux de participation:51,62%. Hery Rajaonarimampianina 51,60% (117756 voix). Jean Louis Robinson 48,40% (110460 voix)

  51. Noho izany rasamy, dia tokony apetraka any amin’izay angamba izay avoakan’ny CENIT, satria resaka manipulation fotsiny io !
    Io nentin’i jr31 io, ilay nasaiko nojeren’ny rehetra, koa misaotr’azy !

  52. Nahatsikaritra zavatra afaafa izaho fa ela be ny CENIT vao mamoaka ny valiny ary izay no tokony arahina tsara , fa manjary lasa valim-pifidianana A LA CARTE izy ity.

  53. Blog / La Mouvance Ravalomanana rafle la mise à Analamanga

    il y a 47 minutesLégislatives : La Mouvance Ravalomanana rafle la mise à Analamangadéc 21st, 2013 Au total, la Mouvance Ravalomanana a provisoirement obtenu 14 sièges de député dans la région Analamanga. Ces 14 sièges se repartissent comme suit : Tana I (2 sièges), Tana II (1 siège), Tana III (1 siège), Tana IV (1 siège), Tana V (1 siège), Tana VI (1 siège), Atsimondrano (1 siège), Avaradrano (1 siège), Ambohidratrimo (1 siège), Ankazobe (1 siège), Anjozorobe (1 siège), Andramasina (1 siège) et Manjakandriana (1 siège). La mouvance de l’ancien président a pu faire également élire des députés dans d’autres régions de l’île dont notamment Vakinakaratra et Itasy. 

  54. Izao RANDRIANIAINA no tiako lazaina a, tsy azo idivirana intsony ny fidinana eny an-dalambe vantany vao vita io fety faran’ny taona io. Hitolona isika ary tena hitolona mafy…mangalà bahana tsara fa dia hahita raha ireo foza ireo.

  55. Omany dieny izao ny herintsaina , herimpanahy ary herimpo sy vatana fa raha izao no mitohy dia hidina andalambe ny malagasy @ fiandohan’ny taona 2014 io. Ho taonan’ny tolona ho @ fahafahana io 2014 io. Izay no tadiavin’ny foza koa dia ho hitany tsara.

  56. Il est vrai que le CENI T avait prévenu que le plus difficile à enregistrer est le BASTION ELECTORAL +++ de Tanarive notamment ,
    du fait de la densité démograhhique +++

    ===> logiquement ny « ampivontany » est acquis à JLR

    ===> logiquement les enregistrement des régions moins peuplées de la cote voteront Hery dont Tamatave de Ratsiraka et le Menabe de Kamamy/Zafy (faux opposant aux foza)

    ====================>> donc très logiquement :
    * ces pourcentages de ORANGE ont peu de pertinence,
    ils sont PARTIELS ET PARCELLAIRES
    * les distiller sur ce site ne font qu’affoler bêtement

    MERCI d’avoir communiqué le copier coller du TIM

    Oui : PAS DE PANIQUE !!!!!! Entièrement compris !

    OK avec KM : Rasamy arrête de rapporter ces flashs qui sont fiables seulement à un moment donné , dans des circonscriptions à faible densité ( POPULATION hors Tzana/Fianarantsoa/Antsirabe))…
    MAIS SANS PERTINENCE GLOBALE :

    L’ELECTION PRESIDENTIELLE EST UNINOMINALE ,
    un vote , une voix , donc les régions de vote à forte population urbaine l’enregistrement du CENI T tarde plus (selon leur déclaration lors d’intervew)

    JOYEUX NOEL DAHOLO ÊEEEEEEEE

  57. mb saik hanontan kel!io resultat azontsik io ve av eto afovoantan ihan sa miarak @ny vokatr av an @ faritr?de Fir % @BV zay no azo ny vokatr?

  58. Aza matahotra be baoty ry malagasy havana fa rahalahintsika sy namantsika ihany ireny. Ireny koa anie resy lahatra @ zava doza entin’ny foza eto @ firenena e! Tsy biby fampitahorana mihitsy ireny fa havantsika ihany. Manampy antsika ireny rehefa mijoro isika hitaky ny rariny sy ny fahamarinana.Mahereza ry mpiray tanindrazana malala.

  59. fomba fiadin-dry mpanao amboletra io e, dia ato daholo ny fandemen-tsaina ny sarambambem-bahoaka dia mihevitra ry zareo fa mitanondrika dia alefany @ izay ny halatra dia tsy tafahetsika isika.
    Tsy matahotra isika e, tsy maintsy roso ny di

  60. Tsy ho afa-bela ireo, indrindra fa ireo MAPAR-VENDRANA ireo !
    Hisy ny bataille, fa amin’ny lafiny juridique no hitondran-tsika azy, ary rehefa tsy mety hitsara ny tompon’andraikitra rehetra ao amin’ny Fitsaràna, dia ho entin-tsika eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny raharaha !

    Ny eraopeana efa leon’ny ataon’ny menasofina any Afrika sy Madagasikara !

    Ny any Centrafrique sanatria efa hivadika toa ny tany Rwanda, any ka tsy hitan’ny menasofina intsony izay atao, satria ry Merkel tsy manaiky ny hanampy an-dry zareo !

    Hita tao amin’ny site iray, indrindra momban’i Centrafrique :

    ….
    Mais la chancellière allemande a souligné qu’un Etat devait recevoir un mandat des 28 pour qu’une opération devienne une mission de l’UE.
    « Un mandat du Conseil de sécurité de l’ONU NE SUFFIT PAS, il faut aussi un mandat de l’Union européenne pour soutenir ce genre de MISSION POLITIQUE (…). Nous ne pouvons pas financer de mission militaire SI NOUS NE SOMMES PAS IMPLIQUES DANS LE PROCESSUS DE DECISION » a-t-elle assuré.
    ….

    http://fr.news.yahoo.com/sommet-europeen-à-bruxelles-au-lendemain-d-39-052202046.html

  61. Izay vao azoko!!
    Tsy avoaka daholo aloha ny eto an-drenivohitra fa eto no tena vato be indrindra,
    dia tsiponina aloha ny any @ sisiny azahoany manambo2 valiny eto andrenivohitra @’izay.
    TSSSSSS tsy lasa lavitra ilay FIKA FA MARIVO TOTOTRA BE.
    Raha vao maharesy be eto TANA mantsy dokotera dia maharesy ,miampy kelikely ireo avy any @ sisiny.
    MIAKAPOKAPOKA !!!!TSY LASA LAVITRA IREO e!!!efa AMPY IZAY Ô!!!
    TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA!!!

  62. KM

    voeu par anticipation io é ….tsy anjavona akory ……….

    Ranavalona

    mba diniho tsara ange ny pourcentage « tendance CENI T/orange etsy ambony éééééé

    ==> voalohany hono i herimbotay

    ==> kanefa : 117786 + 110507 = 228.216 votants fontsiny !!!!!!!!!

    HAIZA NY SY SISA GOAVANA BE ?????????

    La surprise est à venir (bonne logiquement )

  63. Ranavalona

    j’ajoute que ce flash d’info ne concerne que moins de 700 bureau de vote sur 20.0001

    ===========> ON EST ENCORE TRES LOIN DU COMPTE
    ===========> de surcroit : sans compter le prisme déformant à l’avantage +++ des
    hautes terres pour JLR

    bonne nuit é et fais de beaux rêves !

  64. Mazava aminizay ny tetiky ny foza : Mody izay birao nahazoan’i Hery ihany no avoaka dia avy eo tady amboharina ny ambiny! Mazava be: nahoana ny birao eto antananarivo akaiky kely eo, azo andehanana tongotra… nahoana no ao @ siten’ny Cenit no milaza fa mbola tsy tonga ihany ireo hatr@izao…nefa à 15min andehanana tongotra!!! Inona no antony??? Ao ilay halabato!!! Dia mody alefa ao amin’ny vaovao foana hoe Hery no mitarika mba hanamboarana ny sain’ny olona aminilay halabato!!!Ka ny cenit koa no miray tsikombakomba amin’ny hery ao. Efa nolazaiko teto foana fa conseillère an’i Hery taloha io Beatrice Attalah io ary natao président an’ny Cenit. Dia milaza moa ireo hoe misy solotenan’ny mouvance ra8 ao… Ka nahasay ve ireo hoe io réprésentant io no natao président Cenit??? Président tsy mitovy amin’ny membre tsotra!!! Ary enga anie ka hisy ahatsikaritra ny halabaton’io ramatoa io mba ahamora n fidirany eny tsiafahy.

  65. F’ angah mahita-tory e!!efa ho 3 andro izao toa midiridiry fotsiny,
    raha mba matory dia manonofy ratsy.
    Bon8 daholo ary aloha izay hatory e!
    Tsy maintsy ho tratra ireo kah izay no maha-mangovitr’ homana an’ireo toy izao.
    Manandrakandrana aloha, mitsapatsapa vody akoho, sao misy fika tampoka ,maimbo eo ianao rabeatrisy a!!
    hafa ny taloha e!!ratsy ohatra azy ihany ny toetrany, tsy adalan’i rakirisy akory no nipitsika.
    HO TRATRA FARANY EO IANAO IO RY TAVA -TSOAVALY VY FA ATAOVY ARY!!!HIFANKAHITA ETO ISIKA!!

  66. Ny tena andrasana izao dia ilay nolazain’i RAZAKA Elysé hoe :  » Roa andro aorian’ny » andron’ny fifidianana dia efa manana ny voka-pifidianana manerana ny nosy ny etsy @ QG Dr JL Robinson ». Tena zava-dehibe io satria dia hiankina @ io @ ankapobeny ny tohin’ny hoe inona no tokony hataontsika ?

    Tsy tokony iantehitra @ résultat avoaky y Ceni-T tsika fa afa tokony manana ny données ntsika , ary tokony efa mikaondoha mafy ny @ mesure rehetra raisina . Ry zareo ao @ Staff no tiako lazaina @ izany.

    Tokony atao matanjaka ny communication ntsika. Manana ny Radio ACEEM tsika , ny gazety tia tanindrazana sy Vaovaontsika…etc.

    Fotoanan’ny fihetsiketsehana izao fa tsy tokony hatoritory fa ny firenena efa miroso mankany @ fahaverezana.

  67. Ranavalona

    Hariva ny andro , matory ny masoandro , hoy i Railovy zay moa ?????????? LOL …….

    Adin-roa avy misakafo ariva…
    …dia mihinanà akondro sy misotro ronono mafana be , sy tantely raha mahita (magnésium ++ et vitamines B1, B2)

    andramo kely anie …lasa reboka be avy eo dia manofy anjely…

  68. scrutin uninominal

    compte bien Elys ,

    * tenant compte de l’impact démographique des régions du centre…
    Rajoelina ne peut pas les tuer tous !!!!!!!!!!!

    ** que dans le SUD , avec le raliement de Vital et de Monja
    les seuls personnages politiques représentatives du sud,
    ==========> il est MATHEMATIQUEMENT IMPOSSIBLE que Hery passe devant JLR
    ============> mêmes les voix de Monja et Vitaln au 1° tour aurait disparu dans
    la nature ??? IMPOSSIBLE
    ==============> en général l’opposition n’est pas fgrappé de crétinisme pour
    DEMANTELER UNE FRAUDE MASSIVE (rappel les listes précochées
    à la bonne méthode conseillée par FRANCAFRIQUE

    Pour conclure : crier victoire est une ineptie…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *