29 pensées sur “Letter of condoleance to President Zuma”

  1. TsindrIo tsara fa » TANINDRAZANA-FAHAFAHANA-FANDROSONA »
    MANKASITRAKA 100% dada a!!!mamy be zany dada izany, misy mitsipatsipaka
    miakapokapoka be mihintsy izao mahita io soratra io annnn! tena mety be dada ilay soratra a!!
    Ilay lohan’omby io koa aza angamba efa ho lasa Lohana FOZA ORANA rehefa kelikely raha
    mbola mitoy eo reo foza ireo fa efa RITRA TOY NY BR koa ny OMBY.
    Na ingahy Zuma koa aza anie tsy rė tsaika intsony e!

  2. Mafy zany alahelo seza izany de olona efa niongana de mbola misandoka ho filohan’ny Madagascar ihany. Mba menatra rangahy ty a!
    Mandela, c’est un ange qui veille sur son peuple, Ravalomanana, c’est un démon qui massacre son propre peuple, quelle différence??? Vous n’avez pas honte!!!

  3. Marti :

    Parlons des morts de 2009 :

    qui connait des émeutes sans violence ????????????

    c’est votre clan de putschistes qui a provoqué ces émeutes , avec le résultat VU ET CONNU de tous : ENRICHISSEMENTS +++ SANS CAUSE , à coups de violences , vols en tout genre , corruption à toutes les sauces , harcèlements , emprisonnement politique etc etc …

    Qui avait fait le mort pour ne pas mandater une commission d’enquête internationale NEUTRE , réclamée alors…………

    Rajoelina n’a jamais osé : craignant la crême renversée, tout EN MANIPULANT l’OPINION !!!!!!!!!!!

    Ayez la décence de ne pas inverser les responsabilités par respect pour les morts SVP
    et au regard de la misère galopante subie par le peuple du fait de l’embargo international , sanction de GOUVERNEMENT ILLEGAL

    Vous vous êtes accroché sans vergogne 5 ans affamant le peuple réduit à la MISERE PROFONDE

    Et le clan des arrivistes de Rajoelina pavanent avec grosses villas-champignons et Hammer partout

    Il est grand temps que les gangsters dégagent du Pouvoir volé !!!!!!!!!!

  4. Mahonena ity ilay voan’ny daka tsy hita maso ka MIAKAPOKAPOKA,
    tsy zakany mihintsy ny mahita ilay MARINA hihihiiiiiii akapoy @ vato ny loha e!!
    aza avela raha tsy miboba-rà be hahahahahaaaaa
    Mbola aiza re izany e????maika fa ranomasina???eo ianao eeeeeeeeeeee

  5. I charles mbola tsy maty fa mbola io an!!asa. mody atao inona any Fianarantsoa??.
    ho hajedaka eny an-dalana angah , efa vita @ Video daholo fa vao misokatra ny radio-nay dia efa
    atao dridrangilo iny e!!!ny MARINA !MARINA IHANY!MARINA HATRANY!!!MATY NY FOZA !!!!MATY ELAH FOZA !!
    RAJAKOM-POZA MANTSY e!!basin’arifito.Tany masina io !!!tsisy afa-bela eo!!!

  6. Izao ve tsy fisandohana andraikitra! fa i Ravalomanana ve mbola filohan’i Madagasikara e! nisy ratsy nataony teo matoa izy niongana fa aza manonofy intsony!

  7. Didakely>ny tondro-zotra niarahana nanao sonia no milaza mazava fa Andriamatoa Andry Rajoelina no « FILOHAN’NY TETEZA-MITA » iaraha-mitantana. Aza adinoina fa misy olon’ny « FILOHA TEO ALOHA » Ravalomanana marobe ao ary misy miandraikitra « vice primature » sy Filohana andrim-panjakana ao. Fa angamba Andriamatoa Ravalomanana tsy misy andraikiny intsony eto Madagasikara afa-tsy ny fanakorontanana amin’ny « Lobying » ataony any an-dafy miaraka amin’ilay candidat « Franc maçon » iny.

  8. Mpakafy andiantsary>Hita mihitsy hoe mitovy ianao sy ilay candidat tohananao, tsy dia manan-kevitra tsara fa manao hevitra botolo amin’ny fanaratsiana olona fotsiny. Neken’ny rehetra ange ny « Tondro zotra » e! Ka raha tsy filohanao aloha ny FILOHAN’NY TETEZA-MITA izay rafitra iarahan’ny rehetra eto Madagasikara dia ajanony kely aloha ny maha malagasy anao, toy ny hanajanonan’i Dr ROBINSON Jean Louis ny maha « FRANC MACON » azy hoy izay !
    Raha Ingahy RATSIRAKA no manda izay voalazan’ny TONDRO ZOTRA mety ho azo eritreretina ihany fa raha Ianareo manam-pahaizana mety ho fahaizana hafahafa angamba an!

  9. Dia valiako hianao. Tsy nisy fifidianana naha filoha an’i Rajoelina fa resaka fanonganampanjakana no maha eo azy. Raha mahaliana anao dia andraso kely @ harivan’ny 20 desambra dia ho hitanao ny marina ny @ ao ampon’ny olona . Tsy hitanareo angaha ny fahoriana mianjady @ malagasy nandritr’izay nitondrandRajoelina izay? Mbola hafa ny fiainana t@ androndRavalo fa velombelombolo ny malagasy. Ary izao manao ahoana? hianareo ihany dia mahita azy.

  10. suite (errreur de manipulation)

    Vers Diego : la population est reconnaissante envers MRavalomanana

    Avec le ralliement du sud (?) avec Vial et Roindefo , on est en droit d’espérer

    Hery aura les frémissements tièdes des anciens ratsirakistes à mon avis…

    TGV n’a rien fait de spécial pour Tamatave par exemple

    TVG n’a jamais penser QUE POUR SA POMME : s’emplir les poches vite et au maximum…essayer de se faire oublier après ??????????

    J’espère que NON :

    ne faisons pas la même erreur de M.Ravalomanana …….
    trop bon pour Ratsiraka qui était autant voleur et voyou !Il n’a jamais rendu à l’ETAT malgache tous les enrichissements sans cause , et les détournements des finances publiques malgaches ………

  11. Mpakafy andiantsara> Raha nanana fahendreana toa an’Ingahy RATSIRAKA, izay nangalaran’i RAVALOMANANA vato ka lasa sesin-tany tsy fidiny nefa tsy nanakenda ny firenena fa navelany hivelatra ilay mpangala-bato tamin’ny 1er tour de vita noho ny fiheverany ny vahoaka, i RAVALOMANANA DIA TSY HO TOY IZAO ITY FIRENENA ITY. Safidinareo ange ny hampahory ny vahoaka amin’ny fanakanana ny tokony ho fampandrosoana azo natao tamin’ity teteza-mita « IARAHA-MITANTANA ITY E ». Raha mahantra ny any ambany vohitra fa nga moa tsy i RAVATOMANGA Rolland sy RANDRIAMANDRANTO no minisitra misahana mivantana azy ireo??
    Hita ianao hoe mpakafy andiantsary, mora ampidirana laingalainga sy fampandriana adrisa tsotra izao .
    Raha ny valim-pifidianana indray, tsy ny vadin’Ingahy Haja intsony ange no hitantana ny informatique ao ka hoe asiana jiro tapaka rehefa miha midina ny vaton’i RAVALOMANANA e! efa vokatry ny fiaraha-mitantana koa ny ao.

  12. Hianao dia tena mitovy version @ foza namanao. Asa raha nahazo tombontsoa sahala @ inona hianao na tapenana inona ny masonareo no tsy mahay mampitaha ny fiainana t@ androndRavalo sy ny androndRajoelina. Ny mampihomehy dia izao, mapitovy tadindokanga hianareo ary dia iny daholo no lazainareo. Sahala @ enfants manao récitations.

    Manahirana be ny miresaka aminareo satria tao anatin’ny ireo olombitsy nahazo tombontsoa @ izao fahasahiranana be izao hianareo dia fanatique be mitolona mafy ny hitohizan’izao régime izao.

    Izao nefa , ny olona maro an’isa dia tonga saina fa mampisaotra an’i Dieu. Fahanandalitra ny olona fa i Hery dia hifanaraka @ Etats Unis rehefa lany eo. Mapndainga i Hery, Etats Unis tsy tia maizina ireo ekipan’ny mpanongampanjakana ireo fa vao mainka hihalalina ny crise eto raha io no lany eo. Tsy Etats unis ihany fa ny pays occidentaux rehetra afa-tsy Frantsa irery ihany.

    Tsy hianareo irery ny foza miteny ilay nolazainao etsy ambony fa misy hafa koa. Mba manaova fomba fijery hafa indray.Tsy adalan’i Camille Vital izay tena proche an’i Rajoelina no niala faingana fa izy tsy Hypocrite fa olona droite ihany. Ny olona cotier tsotra (Camille Vital) dia ny mahitsy ihany ny azy.

  13. Domelina dia filou sy filohan’ny tetezamita fôpla, fôpla satria tsy notanterahany !
    Matoa i domelina tsy ankasitrahan’ny reheytra dia satria fantatry ny rehetra fa jiolahy !
    Sarkozy izay nanohan’azy, no mitapy sy midegany tahak’azy !

  14. Fanampin’izay voasoratra eo ambony io : Satria Filoham-pirenena voafidim-bahoaka Ingahy Ravalomanana, dia mitazona an’izany mari-boninahitra hoe FILOHA izany MANDRAK’IZAY.
    I domelina aminay dia Filou de la Transition !

    Avadika ny resaka.
    Tsy ny frantsay rehetra no manana fisainana mitovy amin’i Sarkozy sy ireo frantsay nanohana, ny fanonganam-panjakàna tamin’ny 2009 !
    Nisy fahadisoana ihany koa nataon’ny tena vahoaka malagasy, tsy niaro atramin’ny farany ny zoany. Tena vahoaka malagasy hoy aho satria ireny teny amin’ny 13 Mai ireny amiko dia tsy vahoaka, fa « andian’olona » toy ny hoe « andian-jiolahy » !

    Ny tiako ho lazaina dia, diso ary tena diso ilay fitenenana hoe HETSI-BAHOAKA no niseho teny amin’ny 13 Mai, satria fantatra sy hita izao fa andian’olona nokaramaina !

    Tsara mba ho fantatra sy hitan’ ny rehetra !

    http://www.international.pcf.fr/47889

  15. Miala tsiny amin’ny rehetra, ary indrindra amin’ny « tompon-trano » fa dia tena tofoka ary raha hiteny hoe tezitra dia tsy ampy angamba izany, fa tsy mahita voambolona hafa ny tenako.

    Fa inona izao ataon’ireto milaza fa mpitondra fanjakàna izao ê ? Apetraka any aminareo avy ao amin’ny Movansa Ravalomanana izay nihiditra ao amin’io rafitra io indrindra ny fanontaniana.

    Voahitsakitsaka atramin’izay ny fampiarana an’ilay tondrozotra, dia tsy misy mihetsika na iray aza ! Any amin’ny fiverenanan’ny Filoha Ravalomanana foana no mody atao resaka be sy entina hampandriana adrisa, fa ny ota sy fady ataon’ny mpanongam-panjakàna raha tena dinihina dia tena TOHANANAREO MAFY MIHINTSY.

    Miala tsiny amin’ny fomba fitenenana, fa tena VODIN’ALIKA VE NY VAHOAKA MALAGASY aminareo rehetra no dia tena potehina tahak’izao ny fiainam-pirenena sy ny hoavin’ny taraka sy fara aman-dimby ?

    Meloka eo anatrehin’ny vahoaka ianareo izay nametrahana fahatokisana, mba hamerina ny atao hoe FIRENENA TAN-DALÀNA, rahatoa ka tena marina ny filazàna fa LASAN’NY KARANA SY NY MAORISIANA NY BNI !

    OTA SY FADY IZAO ATAONAREO IZAO, ARY TOMPON’ANDRAIKITRA VOALOHANY AMIN’IZANY INGAHY BERIZIKY !!
    Tompon’andraikitra ary mpanohana miariary an’ilay olona nanao sy nampiasa taratasy sandoka.

    Ny zavatra nataon’ireo mpanongam-panjakàna mbola raharaha hafa, fa io raharaha BNI io dia ZAVATRA TSY AZON’NY VAHOAKA EKENA MIHINTSY !!!

    Raha mbola tsy hietsika amin’izao ianareo ao amin’ny Movansa Ravalomanana, dia miomàna dien’izao fa ho avy koa ny anjaranareo !

    Tsy an’ny mpanongana na anareo irery Madagasikara hoy aho !

    Ne pas respecter la Feuille de route est une chose, MAIS TRAHIR LE PEUPLE AINSI, EN EST UNE AUTRE !

    http://www.lexpressmada.com/secteur-bancaire-madagascar/48992-la-bni-madagascar-adjugee-.html

  16. km

    OK avec toi pour préciser que :
    Sarko au pouvoir en 2009 n’est pas la France ,

    Néanmoins 90% des journaux français appartiennent à la bonne droite de France …
    …dont l’orientation ne peut étonner.

    En tout cas le lapin doit se sentir bien orphelin sans Sarko/Guéant….

    Total finançait et Sarko paradait pour le lapin.

    Akotr’izany ny resaka petrola dia goavano ho avy !!!!!!!!!!!!!

  17. Je tiens à redire que les vrais responsables de cette honteuse situation, ne sont autres que les malgaches eux-mêmes.
    Il ne faut pas accuser Pierre, Paul ou Nicolas, si nous ne sommes pas capables d’appréhender les dangers et protéger notre pays !

    Ci-dessous un exemple des mauvaises pratiques malgaches puisqu’il est clair que c’est un geste purement démagogique et électoraliste. Comme observation personnelle, dans la mesure où la personne n’a jamais craché sur l’argent sale des putschistes :

    DISTRIBUTION DE FILS EN CUIVRE, MAIS COUILLES EN OR GRÂCE AUX PUTSCHISTES !!

    http://www.midi-madagascar.mg/politique/2013/12/14/dadou-candidat-30-500-m-de-cables-electriques-pour-le-iii-e-arrondissement/

  18. heuuuuuuuuuh

    un peu de nuance ne nuirait pas peut être…?
    La culpabilisation globalisante est excessive…

    Parler de Sarko ne constitue que rappeler le système , le contexte qui favorisa la prise de pouvoir de Rajoelina par la force et grave à un financement occulte , dont l’origine n’est pas affichée sur des pancartes….

    toute la population ne peut avoir la responsabilité de cette situation honteuse , quand même :
    rappel de la responsabilité de la ville de Tananarive qui a porté Rajoelina au pouvoir
    …………
    certainement pas les autres Malgaches d’ailleurs qui ont subi ou suivi par crainte ou désinformation…
    Ni tous les Malgaches de Tana non plus ,il n’y a pas que les résistants visibles de Magro

    (des activistes déterminés suffisent)

  19. Ny malagasy no tsy nahay niaro ny Tanindrazany ê !

    Iza ary aiza ireo lazaina fa tena niaro an’izany FIRENENA TAN-DALÀNA IZANY ?

    Je vais prendre comme exemple une certaine Rabenarivo, sans que cet exemple soit une attaque personnelle.

    C’est bien bo et zoli, et tout à son honneur d’inciter le peuple à ne pas voter MAPAR ; oui, mais il eut été plus judicieux de sa part surtout quand on est une juriste de renom, de dénoncer jusqu’au bout le caractère illégal de cette soi-disant CONSTITUTION DE LA IV e République !

    Oui, elle devrait le faire, d’autant plus qu’elle a sûrement de nombreuses relations et autres connaissances, capables de la soutenir.

    Tout le monde s’était contenté de rechigner, râler. Mais….est-ce qu’il n’est pas un peu tard ?

    On ne peut ériger un édifice solide, avec comme base ou fondation un tas d’ordures !

    http://www.madagascar-tribune.com/Scenarios-et-cauchemars,19425.html

  20. Là je partage entièrement ton avis KM

    « TSY NAHAY NIARO NY TANINDRAZANA  »

    Vrai : râler après

    Mais SANS LE COURAGE DE DIRE NON et de manifester de suite!

    le courage n’a pas toujours été une qualité de Tananarivo , sans « rodobe » ……

    A la radio ce jour : 39 morts de la peste en moins d’un mois !!!!!!!!!!

    Nouvelle affolante et inadmissible .

    Mandritsara, Anjozorobe …à la porte de Tana

    Il faudra un remède de cheval : ENVOYER L’ARMEE QUI GLANDE AVEC DES PELLES ET DES BENNES …

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *