Magro Behoririka : Fotoan-dehibe rahampitso talata 24 desambra

2013-12-18 ROBISON au COLISEUM ANTSONJOMBE-45Manoloana ny tsy fahalavorarian’ny famoahana ny vokatra izay mampisavorovoro ny vahoaka Malagasy, ny tsy fisian’ny mangarahara sy ny mety ho fanodikodinana ny voka-pifidianana, noho ny fahatongavan’ny fetin’ny Noely dia manao antso avo ho an’ny vahoaka ny mpanaradia ny ara-dalana ho tonga etsy amin’ny kianjan’ny Magro rahampitso talata 24 desambra 2013, manomboka amin’ny 12 ora atoandro,  fa hisy hafatra lehibe ho ampitain’ny mpitarika . Ho avy eny an-toerana ny mpitarika ny movansy Ravalomanana, ho tonga eny koa ny  Dr Robinson Jean-Louis, ary hiditra mivantana eny an-toerana ny filoha Ravalomanana hanome toromarika amin’izany.

21 pensées sur “Magro Behoririka : Fotoan-dehibe rahampitso talata 24 desambra”

  1. Aiza no ahaombiazan’ireo olona ireo ao @ Magro???

    Dia manala-baraka an’i Diego kosa izany 100% fery vao2 zany kah!!100milliara angah no natontony tao
    dia tsy mifaka aho!!

  2. Eny ary fa tsy maintsy maintsy ho tonga eny koa ny mpitsikilo sy ny mpitandro ny filaminanana izay manohana ny mpanogam-panjakana. Tsy maintsy mivonona isika ka ento daholo ny fakantsary sy ny camera hoan’izay manana , ary asiana porofo ny zava-mitranga eny ho hitan’izao tontolo izao.

  3. Tonga dia omeo ny porofo mazava (fandresena sy ny fraudes) ireo Firenena CI fa indrindra ireo Firenena vaventy miaraka amintsika. tsy izy ireo akory no hitolona fa mba hahalalàny fa légitime ny tolona ataontsika. Toa tsy hiala mora ny FAT.


  4. Ataovy Miatalah amin’izay Rabéah e
    Les pruves ont la, ‘ils ne veulent pas les voir, nous allons les publier …
    Miatalahhhhhh bÉa

  5. De sanatria ve zany de hitaninandro 5 taona ndray eny @ Magro no hiafaran’ny zanak’i Dada. Mampalahelo mitsy refa ny politika no avadika fanompoana olona

  6. Dia samia ho tahin’ny tompo fa izahay alo aty morarano tsa afaka fa kosa mitondra am_bavaka,dia mba mangataka rehefa miziriziry @heviny reo aleo atao mifandimby isaky ny faritra ny fanentanana dia mba zaho ny avy aty Alaotra Mahangoro,maereza

  7. EH! DIA IZAO INDRAY SISA NO FIAFARN’NY ZANAK’I DADA E! IZAO RY ZAREO VAO TENA RESY ARAKA NY LALANA VELONA! NANDRTRA IZAY DIMY TAONA LASA DIA RESY ARAKA NY RARINY RY ZAREO, FA IZAO DIA FAHARESENA ARAKA NY LALANA MANANKERY NO MANJO AZY IREO! AZA MANODY NY TOA AZY IREO! TSÔÔ!

  8. Ho an’i Ndrebaomanga sy Denise pelaka
    Hisy anompo olona ve misy toa anareo? efa tsy nahazo niteny tany @ Nations Unies i Zazaboto dia nareo mbola mipasoka azy ihany hoe prezda Andry! Efa nivadikatidoha ilay kely asa na mitapin’ny rongony ka ny soniany aza tsy fantany intsony avy any maputo, dia mbola hoy ihany ianareo hoe tonga soa ianao prezda Andry sns sns… Ka iza no tena mpanompo olona aminizany e? Ny anay dia izay ihany! Hifampitady eto isika fa nareo efa tratra nangalabato 1e tour dia mbola manao ihany 2e tour. Samy nasiandreniny menaka e!fa ialahisany indray aloha dia ho mendin’ny menaka!!
    Vita tompoko!!!

  9. « ..tompon’andraikitra feno amin’izao zavatra izao ny Cenit…tokony hiala na fara-faharatsiny hisy co-présidence ny Cenit…tsy mangarahara ny ataon’i Beatrice Attalah…misy fraudes massives tratra… »

    « Nous avons des preuves massives…un avion est venu déposer des bulletins pré-cochés… »

    _______________

    olona toa an’itony ve, izay anaty HALATRA-VATO TANTERAKA matoa mimoaka ito resaka ito, no hiaraha-manorina firenena VANONA?!

    ==> [bogor dit : 20 décembre 2013 à 11 h 33 min
    Ho be ny tapaka lalandra ato ho ato. Kôzy e!]

    TSIA na hitombo 5 taona mihoatra aza

  10. Efa sécurisé ve ny vato anaty urnes rehetra any lavitra any?

    Manantena anareo Observateurs Internationaux
    VOS REACTIONS SONT VIVEMENT ATTENDUES
    izay hitako teny an-toerana fandatsaham-bato VAO MARAINA BE,
    izay avy amin’ireto vondrona ireto:
    1°) Union Européenne
    2°) USA

    ary nanao ny asa tokony ho izy
    (All my acknowlegments to US-gvt representative in Mcar)

    ______

    araka ny normes
    tokony ho nisy élément de police mialoha ny ora fandatsahana
    mitoetra anaty salle avy eo…
    Eny ê, nisy fa … niantsona teny ivelany
    ary tsy hita tampoka teo – TSY NIHOATRA no more than 15mn no nahateny andry zareo!!

  11. Ny hetsika dia,tsy tokony ambava fotsiny. Mino aho fa tena hanao ny mpitarika ny ankolafy Ravalomanana. Tokony mitory sy manao resaka mafy @ an’io aman-jery , ary indrindridra mampitaha ny P.V ny CENI-T sy ny ankolafy. Aseho ny porofo ary entina eny @ CENI-T . Atao daholo ny hetsika ara-dalana, sy ara diplomasia, ary mediatique. Rehefa miziriziry ny Foza dia tsy maintsy hisy @ izay ny gidragidra.
    Efa fa halatra ry zareo t@ fiodinanana voalohany fa diso Naina loatra ny ankolafy, tena fahadisoana be mihitsy. Mbola misy indray izao, ka tsy gitan y hoe sazy intsony fa Sady manonitra ny halatra vita, no voasazy mafy. Ireo communauté internationale éto Madagasikara ireto anie ka vonona ny hanohana ny frantsay e ka ho very eo,isika raha hiteny fotsiny fa tsy hanao zavatra.
    AVOHY NY POROFO mba tsy hisian’ny resabe,@ izay mora ny manitsy sy manasazy. Tsy mino vélively aho hoe ny Malagasy dia ankafy ny 5 taona ny Krizy. Fa ry bogor sy Denise dia tsy maintsy misy foana fa tsy ho ny vahoaka mihitsy.

  12. Lettre ouverte à la SADC et à la Communauté Internationale

    Demande de disqualification des candidats qui ont outrepassé la loi électorale

    Nous voulons rappeler à l’ensemble de la Communauté Internationale que vous avez entraîné Madagascar dans une situation inextricable qui n’apportera aucune solution durable à la présente crise. Pour preuves:

    – vous avez favorisé l’exécution sélective de la feuille de route où seules les dispositions à l’avantage du régime putschiste notamment avoir accordé le plein pouvoir à Andry Rajoelina,

    – Andry Rajoelina se permet de changer les lois, juste avant le deuxième tour pour s’assurer une place de premier ministre au mépris de toute considération légale.

    – vous avez obligé les Malagasy à accepter la tenue des élections en pleine saison de pluie; élections qui ne sont ni libres ni transparentes et encore moins démocratiques en raison de leur caractère exclusif qui a scandaleusement empêché les candidats de l’opposition d’y participer,

    – les institutions (CES, CENIT, HCC) chargées d’organiser et de contrôler ces élections ne présentent point les conditions de neutralité et d’indépendance requises, elles sont toutes favorable au régime putschiste,

    – lors du premier tour, la société civile a fortement dénoncé l’existence de fraudes électorales massives dans les régions éloignées et qui sont facilitées par ces mêmes institutions, notamment la CENIT,

    Tout dernièrement, Andry Rajoelina n’a pas hésité à violer l’obligation légale de neutralité (avec un simple décret n° 2013-593 du 06 août 2013) qui s’impose à lui en participant activement et publiquement aux campagnes électorales. C’est seulement en fin de campagne électorale (à deux jours du scrutin, le 18 décembre) que la CES a annulé le décret en question.

    Au vu de ces éléments,

    Et compte- tenu de la rétroactivité de l’annulation du décret susmentionné, nous demandons la disqualification du candidat à la présidentielle Hery Rajaonarimampianina et de tous ceux qui appartiennent ou se présentent aux législatives sous l’étiquette du groupe MAPAR qui, par conséquent, se trouvent également dans l’illégalité.
    En tant que garant du processus de sortie de crise comme le précise la feuille de route, la SADC mais aussi la Communauté Internationale (GIC-M) doivent réagir avec la plus grande fermeté contre les manœuvres et mauvaise foi récurrentes des putschistes, en application de l’article 43 de la feuille de route. En cas de crise post électorale, la Communauté Internationale aura sa part de responsabilité.

    Enfin, nous voulons porter à votre connaissance que, pour le Peuple malagasy, nous portons plainte contre les multiples atteintes à notre souveraineté nationale qui ont pour conséquences une situation chaotique sans précédent et un avenir fortement compromis.

    GTT International – Genève
    Collectif des Patriotes Malagasy
    15 rue des savoises – 1205 Genève (CH)
    collectifgtt@gmail.com
    http://gtt-international.blogspot.fr/

    Annexe

    Extrait de la feuille de route pour Madagascar

    Article 15. Le Président, le Gouvernement, les Chefs d’institutions et l’ensemble de l’administration de la transition doivent rester neutres dans la période de transition, en particulier dans le processus électoral;

    Article 39. Sous l’égide de l’Équipe de Médiation de la SADC, appuyée par les Nations Unies, la communauté internationale sera chargée du suivi et du contrôle internationaux de la mise en œuvre de cette feuille de route, en collaboration avec les acteurs nationaux et internationaux pertinents;

    Article 43. En cas de graves violations de cette Feuille de Route les partenaires examineront la possibilité de prendre des sanctions contre les auteurs de ces violations, qu’ils soient ou non signataires de la présente Feuille de Route;

    Extrait du Code Electoral

    Art. 134 – Sur demande de tout intéressé ou sur constatation de la Commission Electorale Nationale Indépendante ou de ses démembrements au niveau territorial, toute autorité politique, tout fonctionnaire d’autorité, civile ou militaire, candidats à une élection, ayant usé des prérogatives de puissance publique dont ils disposent pour influencer le choix des électeurs peuvent être disqualifiés.
    La disqualification du candidat incriminé ou de la liste de candidats à laquelle il appartient, suivant les modalités de scrutin de la catégorie d’élections concernées, peuvent être prononcée par la juridiction compétente dans un délai de quinze jours après le jour du scrutin si elle estime que les charges contre le candidat incriminé sont avérées fondées.
    Le jugement du Tribunal administratif rendu en matière de disqualification est susceptible de pourvoi en cassation devant le Conseil d’Etat dans un délai de trois jours à compter de la notification. La Cour statue dans un délai maximum de sept jours à compter de la saisine.
    Tout candidat ou liste de candidats qui tombe sous le coup de l’article 157 ci-dessous, encourt en outre la disqualification.

  13. Mbola tsara hoa eee!
    Mila mandinika tsara vao manao zavatra a!Zavatra kely fotsiny de mampikorontana ty firenena ty ary zay no tadiavin’ny frantsa mba afahana mandefa miaramila eto ampandry tany hono,tsika malagasy mantsy tsy mety @tsika ny miady …

  14. Fa vao sanatria misy maty eo de eo aloa tsy mahavita zavatra,fa rehefa hoe vonona tanteraka de ndao fa zay no efa ntadiavinay ela
    Denise na 2002 io na 2013 ATAOKO AHOANA NY HIJERY NY FIRENEKO EO ANOLOHAN’NY LOZA
    Mahereza ry malagasy fa AMPY IZAY

  15. Eny e! mety ny mihetsiketsika fa izao aloha aiza ny voka-pifidianantsika manerana an’i Madagasikara nampanantenain’i RAZAKA Elysé fa hivoaka roa andro aorian’ny fifidianana?
    T@ 2002 tsika nanana voka-pifidianana mialohan’ny tao Min intérieurs fa @ ty vahoaka no antsoina mialoha fa ny voka-pifidianana mbola tsy misy tokotaniny. Aza atao kilalao ny vahoaka.

    Asio argument goavana sy matotra entina eo @ vahoaka. Valimpifidianana aza tsy ananantsika dia mamory vahoaka tsika. T@ 2002 isika vao misasaka ny an’ny Intérieur tsika efa nahita fa 52,26% maharesy Ravalomanana. Ary @ ity firy pourcent ny antsika entina hanentanana ny vahoaka?

    AFAINGANO HAINGANA ARAKA IZAY AZO ATAO NY FAMOAHANA VALIMPIFIDIANANA MANERANA AN’I MADAGASIKARA IZAY VOKATRA AVY AMINTSIKA.

  16. Ho anareo ao @ QG tokony tsy hanao resaky ny moana sy marenina isika (sourds et muets) fa ataovy matanjaka tsara ny communication ntsika. Ohatry ny tsy dia manana zavatra azo resahina @ mass média hianareo fa toa mangingina hafahafa. Ny vahoaka @ izao fotoana izao te hihaino vaovao isanandro avy aminareo tsy hilazana hoe isa-minitra, ary fotoanan’izany izao.Lazao, ambarao, porofoy @ vahoaka mihitsy fa nandresy isika t@ iny fifidianana 2nd tour iny fa vonona hiaro izany ny vahoaka raha manao izany hianareo eny na dia amoizany ny ainy aza. Misaotra tompoko.

  17. Hianareo ao @ QG koa afaka mba miresadresaka @ mpiara-mitolona eto @ ity site ity e! fa natao ho an’iza moa ity site ity e ngaha tsy ho antsika mianakavy ihany e! Mba miresadresaha moa e! ohatry ny miavonavona anie raha vao bonaika sy tsy miteny e! zany an!

  18. Marina ny any Malagasy misaina,omeo aloa ny vokatra nampanantenaina fa hivoka 2jrs,ny ao @QG ao tsy aiko hoe ahoana ny tena fomba fiasa
    Efa niteny ah hoe avoay PV/PV,ary atovy isaky ny faritra izany
    Ze eny @magro anio tsy aiko hoe misy vokatra ve

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *