MANDRESY AMIN’ NY FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA ISIKA

dr

drTsy diso anjara amin’ny fankalazana ny fetin’ny noely ny vahoaka mpomba ny mvansy Ravalomanana. Androany Talata 24 desambra no nanatanterahana izany teny amin’ny Magro Behoririka. Vory lanona teny an-toerana ny mpitarika izay nahitana ny kandida Robinson, ny filoha lefitry ny Cst Hanitra Razafimanantsoa, Razaka Elysée, ny minisitry ny fambolena Ravatomanga Roland, sy ireo Ct sy Cst sasantsasany avy amin’ny movansy. Nanomboka tamin’ny 12 ora atoandro ny lanonana teny an-toerana izay nafanain’ireo mpanakanto maro samihafa mpiaradia amin’ny movansy Ravalomanana. Notohizana tamin’ny fanompoam- pivavahana izay notarihan’ny vondrombavaka toy ny mahazatra ny fotoana. Rheefa vita izay dia niros tamin’ny lahateny samihafa. Ny minisitry ny fambolena Ravatomanga Roland  raha nandray fitenenana dia nanambara fa mitondra ny teny amin’ny anaran’ireo minisitry ny movansy Ravalomanana ny tenany. Tsy sanatria akory hoy izy tsy firarahiana anareo fa fanajana ny lalàna no tsy nandraisany fitenenana nandritra ny fampielezankevitra. Tsotra ny teninany hoy izy fa izahay minisitra rehetra movansy Ravalomanana dia manamfay fa nandresy ny dokotera Robinson. Ny fanomezan-toky omenay anareo hoy izy dia manana solontena
ianareo ao amin’ny governemanta ka na dia vitsy an’isa aza  dia tantely mahatana ny lohany ireo. Ny dokotera Robinson kosa dia  nisaotra ireo rehetra izay niara niasa sy nanohana azy tamin’ny fifidianana. Voalohany indrindra hoy izy dia mandresy amin’ny fifidianana filoham-pirenena isika. Be dia be ny pitsopitsony ataon’ireo manampatra fahefana fa tsy mety resy ny dokotera Robinson. Tamin’izany ihany koa no namakiana ireo vokam-pifidianana tamin’ny faritra sasantsasany izay nandreseny kanefa tsy navoakan’ny Ceni-T tamin’ny haino amanjery; ka anisan’izany ny teto Analamanga izay nahazoany Robinson 57,97% Hery 42,03%, Itasy :
Robinson 65,03%, Hery : 34,94%, Ampitatafika : Robinosn 67%, Hery 46% Nisy hoy izy ny dinidinika nataon’ireo manamapahaizana momba ny biraom-pifidianana ka 53,15% ny azon’ny dokotera Robinson. Amin’izao fotoana izao hoy izy dia misy plan B  anakorontanana, ka avoaka amin’ny fomba haingana ny vokam-pifidianana.Namafisiny ihany koa teto fa ny Ceni-t no tomponandraikitra voalohany amin’io fifidianana io. Mangataka izahay hoy Robinson ny hijerena ny logiciel ampiasain’ny Ceni-t izay fopla, ary mangataka ihany koa ny hanaovana isaky ny biraom-pifidianana ny vokatra.Tomponandraikitra faharoa hoy izy dia ny rnm sy tvm izay tena mitongilana. Ankoatra izay dia nisokatra ny laharana finday, na ilay telefaonina maitso izay ahafahan’ireo olona manana porofo amin’ny halabato tamin’iny fifidianana iny, ka 033 33 330 33 izay tsy handoavam-bola izy io. Namaranan’ny dokotera Robinson ny lahateniny teny ankianja dia vavaka fohy. Marihina fa noho izao fetin’ny noely izao dia nisy ny omby 2 izay novonoina ka nozaraina tamin’ireo vahoaka rehetar izay tonga teny an-toerana .

23 pensées sur “MANDRESY AMIN’ NY FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA ISIKA”

  1. JLR

    méritez la confiance qu’on vous accorde !

    ne décevez pas ce peuple qui place son espoir en vous !

    Il ne suffit pas de tambouriner !

    TAPEZ DU POINT

    AMEUTEZ AMNESTY INTERENATIONAL

    AMEUTEZ LES AMERICAINS

    AMEUTEZ MEDIAPART (Edwy Plenel)

    AMEUTEZ LE JOURNAL « LIBERATION »

    AMEUTEZ LES DEPUTES SOCIALISTES , dans ce qu’ils ont encore d’humanisme et de respect de la démocratie

    DENONCEZ LE SOCIALISME DE FABIUS/HOLLANDE qui FLIRTE ENCORE à 100% AVEC L’IMPERIALISMRE DE LA FRANCAFRIQSUE en soutenant le clan Rajoelina derrièrev les fzagots et faisant des déclarations lENIFIANTES  » tout est calme madame la matrquise » !!!!!

    Tout va bien tant que les quelques interets économiques français sont protégés:

    LE NEGRES N’ONT PAS BESOIN DE DEMOCRATIE !!!!!!

    LES NEGRES ONT L’HABITUDE DE LA MISERE !!!!!

  2. Jreo fa efa tonga nay Paris niaraka @ Roland sy Hery i Mamy mpamadika !!!! Aza manantena zavatra intsony fa ao an trano ny Mpamosavy atr’izay é! Iny rangahy iny dia tena manao fihetsika borizany ratsy mihitsy! Lelenamboa

  3. Ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe : moa ve nahafa-po ny vahoaka ny fanambarana natao tao @ Magro androany? Sao dia tokony anontaniana ny vahoaka hoe inona ny attente ny Inona no tian’ny vahoaka anohizana ny tolona ? tadidio fa ny mpitarika dia mpanompon’ny vahoaka ka ny vahoaka no tompon’ny décision.

  4. Lemahita

    ne faut il pas PROVOQUER LE SCANDALE A PARIS ,,,

    Concernant Amin Kharzaï d’Afghanistan les Français n’avaient ils pas dit :
     » C’EST UN FILS DE PUTE ,
    …………………MAIS , C’EST NOTRE FILS DE PUTE ! » ??????????????

    le G.T.T. sur place NE PEUT IL appeler à la rescousse :

    ==>EDWY PLENEL de MEDIAPART , dénonceur des MENSONGES D’ETAT

    les socialistes se disant si humaniste soutiennent un CLAN DE PUTSCHISTE
    à Madagascar !

    ==> AMNESTY INTERNATIONAL ?

    ==> le journal « LIBERATION  » qui s’intéressse souvent à Madagascar dès 2009….
    …..dénonçant la corruption de Rzajoelina

  5. GBD !
    Merci ! Et Joyeux Noel à tous aussi !
    Permets moi de remettre ça , j’epsere que tous les autres sont avec moi :

    http://lafy8.forumactif.ca/t513-antso-ho-an-ny-malagasy-lafy-valo-eran-ny-nosy

    – Mais en tout cas, si le GTT est vraiment le GTT, tel qu’il est perçu à Dago, je pense sincerement qu’

    IL DEVRAIT ORGANISER UNE MANIFESTATION MONSTRE à PARIS.. c’EST DOMMAGE QU’UNE SEULE PERSONNE NE PEUT ORGANISER LA MEME CHOSE /
    – il faut une organisation connue et reconnue pour le faire.

    MAIS LE FAIRE est le plus important . Cela devrait avoir ou faire un double impact :
    1) L’emprise française en afrique et donc à MADAGASCAR est entretenue par le « politi »CON »cologue qu’est le Patrick Rajoelina qui a osé ecrire les « sept pechés capitaux de Ra8. »
    2) La Francafrique n’est pas morte tel qu »on » le fait croire dans le monde, tant que ce Patrick Rajoelina DICTE à TGV ce qu’il doit faire.
    Serait il necessaire de rappeler que Patrick Rajoelina est rejeté par l’UMP ? Du coup, il a trouvé en TGV une m…qui l’a recupéré pour jouer le role de conseiller special.Tout comme Beatrice Attalah qui est là pour que Hery le merdeux « gagne ».

    Est ce que les jeunes filles malgaches ont compris combien les français à Dago se jouent d’elles, et les abusent (comme si c’etaient des chiennes : lire sur le forum des « ROUTARDS »).

    Cela me revolte que cela soit un UMP qui s’amuse du pantin rajoelina pour profiter de nos terres.


    Le plus malheureux, c’est que les Dirigeants africains,(peut pas tous) RESTENT ACCROCHES à la jupe de leur colonisatrice ( misolelaka sy Tia vola e !)

  6. Lemahita a!!!
    efa fantatra efa hatry ny ela fa i MANGIDY DIA FOZA NOHO NY FOZA ary
    RAJAKOM-POZA fa tsy rajakom-bazaha akory satria ireo foza mihintsy no manao fitaovana azy.
    mbola musy MIOMBA sy MISOLELAKA ary mbola mamahan-dalitra ihany naefa eto fa I KOTOVELO HONO NO
    TENA MAHAVITA, MAZAVA BE IZANY e!!!teo toutou BEU an’i domelina dia izao toutou an’i fery vao2 indray eeee
    TSY MAHAGAGA RAHA NY @ KOTOVELO FA ZANA-BARATRA!,izany no tsy namalian’ian’i dada azy raha niatsara-
    ivelatsia MBAAA hisolo-tenan’ny vahoaka hoe e??teo @ MAGRO t@ anniversaire-dada iny koa tsy nasian’i dada sira.
    MANGATAKA NY FIALAN’i KOTOVELO alohan’ny beatrisy tava-tsoavaly e!!!raha tsy izany dia aza manantena inona eo.

  7. Nous nageons en pleine FRANCAFRIQUE , système post-colonial RODE DEPUIS 1960 !!!!!!

    Pourquoi s’étonner ?

    Il ne faut jamais oublier que la France de gauche ou de droite défendra toujours LES INTERETS ET L’INFLUENCE POLITIQUE DE LA FRANCE DANS SES EX COLONIES…….

    Ravalomanana est tombé en 2009 pour cela : NOUS LE SAVONS !!!

    Alors pourquoi des erreurs aussi stupides du STAFF ?

    telles :

    * avoir proposé Lalao , sans aucune expérience politique …sauf celle de son mari
    on aurait consacré la notion de REPUBLIQUE BANANIERE
    Et tout le monde avait cru devoir applaudir !
    Pourquoi pas Caerla Bruni ou Trierwieller ????

    * proposer JLR ,oui mais :
    depuis 2009 il était plutôt du genre muet…
    on le présente : nous prenons acte par fidélité à nos convictions

    * pourquoi ne pas avoir proposé NAIKA qui aurait honoré la CÔTE !!!
    de surcroit elle a su démontrer par ses actions sa grande motivation,
    sa grande intelligence , son sens augu de la chose politique :
    nous aurions eu une BETE POLITIQUE ,d’une autre pointure !
    et on s’en est privé !

    * à défaut de Naïka j’avais évoqué le nom de R.Ranjeva un ponte en droit public
    et sciernces politiques ,
    qui aurait su démonter avec aisance les embroglios juridico-politiques ,
    armes essentiels de la FRANCAFRIQUE
    Une autre pointure dont ON PRIVE LA MOUVANCE

    * j’avais aussi évoqué VITAL , autre personnalité politique d’influence de la côte ,
    militaire de surcroit qui peut être entendu de l’armée A REMETTRE DANS
    LES RANGS ……

    Bref ,

    il me semble que le STAFF DE LA MOUVANCE RAVALOMANANA s’évertue à ELIMINER
    TOUS CEUX QUI SONT HORS DU CERCLE DE COPAINS !!!!!!

    Messieurs vous faites perdre beaucoup d’opportunités au mouvement …la laissant s’embourber à force d’ATTENTISME et DE CALCULS , intéressés sans doute ,DE SECONDS COUTEAUX

    Ce quez j’exprime ne peut pas plaire ,

    Mais je refuses LA FLATTERIES ET LE BENI OUI OUI à l’égard de ceux que j’aime

    Tout n’est pas perdu : appliquer le plan n° 2 DE SUITE ET AVEC AGRESSIVITE !!

    J’ai peur que la masse des ambitions personnelles ait fait perdre de vue l’essentiel de nos aspirations

  8. Fomban’ny resy ny mila ady sy ny mitabataba e! de hanao inona ry Njara a! Frantsay ane sady membre PS, no franc maçon io candidat nareo io e! toa mpitari-bato vilambava ireto, ataon’ny tena tsy araka zay lazain’ny vava. Mampamangy ry zanakidada a! hanino eo? Hanao 2002 bis ve? ny omaly tsy anio intsony, fa hihemotra 5taona ndray ny fodian’ny dadanareo. 70 taona +5 de hanareo ny valiny e! Hain’Andriamanitra eny foana ny mamongotra ny ratsy saina.

  9. Aza mbola mioraka Marti a,tsy misy mahalala ny hamaray mety @nao izy androany mba anay koa rampitso e,koa dia mahereza fa dada fara fahatarany 2016 tonga eto dago
    AZA MALAHELO RY MALAGASY VONONA IALA @GEJAN’NY SATANA TSY NATERAKA HO RESY ISIKA

  10. Ravalomanana = fleuron brillant incontesté de nos HOMMES D’AFFAIRES NATIONAUX

    tant est qu’il fallait que les Fraqnçais , surtout les pieds noirs et le karana (français taratasy) devait démolir à travers Rzjoelina

    Rajoelina HOMME DE PAILLE , le DJ parfgait des bobos qui trainent dans la boite de buit de Tananarive…

    Tout en dessous du nombril , rien au dessus !

    Je souhaitent nos hommes d’affaires NATIONAUX (Ravalomanana, Pety , Monja etc…
    puissent travailler avec sérénité et porter haut le flambeau de leurs ambitions !

    PRODUIRE , PRODUIRE , PRODUIRE

    et non seulement vendre, vendre tout ce qu’il y a dans les entrailles de Madagascar ……et rester gros Jean comme devant lorsque tout sera tari !!!!!!!!!!

  11. Ny fihetsiketsehan’ireto frantsay ireto no fambara loza matetika. Vao mifaly zareo ‘zay dia efa mahomby ny asratsiny izay any ambadika any. Vao mangingina izy izay dia matahotra fa ho tafavoakan’ny tena MALAGASY ny baolina. Vakio ny gazety matv.mg dia hitanao hoe hanao ahoana ny valin’ny fifidianana avoakan’ny CENIT tsy ho ela. Tsy mpaminany aho fa mpandinika sy mpanao kajy.

  12. Zao ry Tovo eee
    Aza manimba saina @zany ary aza simbana @zany ny mpitolona fa @maha politika ny politika de atao daolo ny resaka,eny mety efa manao preparation terrain d’ateressage aza izy tsy fantatra zany
    Fa de mitohy ny tolona

  13. Dr Robinson Jean Louis
    «Veloma fa mandresy izahay»

    26/12/2013

    Nidina an-kianja teny amin’ny Magro Behoririka ny talata 24 desam bra teo ny kandidà Robinson Jean Louis notronin’ireo kandidà solombavambahoaka avy amin’ny ankolafy Ravalomanana niara-nankalaza ny “Krismasy Fandresena” niaraka tamin’ny mpitolona tsy mety sasatr’ity toerana ity.

    Noporofoiny tamin’ny fitanisana ireo voka-pifidianana azo tamin’io andro io fa mandresy amin’ny salanisa ambony dia ambony izy avy amin’ireo birao fandantsaham-bao niisa 2638 azo amin’ny 20.001 misy manoloana ny kandidà Hery Vaovao. Noraisiny ohatra tamin’izany ny teto amin’ny Faritra Analamanga izay 57,97 no azony raha 42, 03 ny an’i Hery Vaovao. Any Bongolava dia mitarika amin’ny 66,83% izy raha 33,17% ny an’ny mpifanandrina. Any Itasy dia 65,06% ny an’i Dr Robinson raha 34,94% ny an’i Hery Vaovao. Any Vakinankaratra koa dia mitarika isika, hoy izy, fa 57,40% no azo raha 42,60% ny an’ny Hery Vaovao. Ireo rehetra ireo anefa, hoy izy dia tsy taterina amin’ny Radio sy Televizion’ny fanjakana (RNM sy TVM) ary dia miray tsikombakomba amin’izany koa ny CENI-T. Na inona anefa anefa fangalarana atao dia “Veloma, fa mandresy izahay” hoy izy. Izao dia mitady hamboly korontana eto amin’ny firenena indray ny sasany, hoy ihany i Dr Robinson ka anisan’izany ny fanaovana antsojay amin’ny jeneraly Camille Vital fa nanohana antsika, eo koa ny hoe raha vao tsy lany eo ny tenany dia hosamborina. Koa tsy maintsy miteny izany izahay, satria be loatra ny hala-bato. Miantso ireo izay manana porofo mazava amin’izany hala-bato nataon’ny mpifaninana aminy izany i Dr Robinson Jean Louis mba tsy hisalasala fa hiantso ny laharana maitso 033 33 303 33.

    Ntsoavina Evariste

    Tia Tanindrazana

  14. Ka nikonetaka mihintsy izay KOTOVELO lasa any @ reny malalany any iny hoe:
    « SAMBORY DOKOTERA DIA HASOLOY AHY  » mazava be !!!!

    Zavatra io TAHOTRA e!! tena tsy zakan’izy ireo mihintsy , matoa anefa ianao manao zavatra dia
    efa tokony HIVONONA @’ izay mety ho VOKANY .MAHONENA ilay FITIAVAN-TENA sy toe-tsaina.

  15. Appel au QG de JLR

    Les résultats du SUD OUEST sont TELLEMENT INCOHERENTS

    ===> que cela SUBODORE LA GRANDE FRAUDE

    ===> VITAL y avait largement triomphé au 1° tour

    ===> VITAL se RALLIE A JLR au 2° tour

    ===> Hery y battrait JLR au second tour ?

    * par magie ???

    * Par la force du saint Esprit ???

    * ceux qui ont voté Vital au 1° tour auraient disparu par un tour de passe-passe d’Attallah ???
    ….ou devenu invisibles commme les mikeas ????…RESTONS SERIEUX S.V.P. !

    * ou grace AUX FICHES PRECOCHEES DE HERY ??? façon françafrique…

    La mouvance serait vraiment nulle de ne pas LEVER LE LIEVRE ICI ….

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *