5 réflexions sur « Mitarika 54,85% Dr Robinson, HVM : 45,15% »

  1. maninona isika tarabe @ isan’ny BVs voaray, CENI-T efa tonga 7007BVs zao, sa tsy maharaka ny hélico-tsika? Sa isika mila manao recoupement bebekokoa noho CENI-T, dia tena azo antoka ireo, azo entina hatrany @ mpitsara?

  2. Tokony hanao hetsika sy hanaramaso ny fisan’ny CENI-T ny ankolafy Ravalomanana sy ny Avana fa tsy miteny fotsiny. ny CENI-T ity mandroso ihany dia ny mpanomgam-panjakana hisa hoan’ny frantsay no handray ny fitondrana eo.

  3. Mila mailo isika @ olona miantso ady mivantana eto, fa mifanohitra à demokrasia tadiavintsika izany.

    Toa izany koa, azafady, mba jereo kely ilay forum, lazaina fa an’i dada sy neny nefa misy olona tafiditra tsy manao afa-tsy ny manimba izay voalazan’ny kandida JLR, mihantsy ady ary milaza mihintsy ny handoro velona ny lehiben’ny CES.

    Tokony ho mailo isika satria avy tao @ io foum io no nahitan’i Risara baomba ny hevitra bombinette tetsy sy teroa. Toa niana ampidirina ao ny resaka maloto rehetra dia mora ho an’ny fahavalo ny milaza fa ny movansa Ravalo mihintsy no tena mpihantsy sy mpamono olona. Ataoko fa misy webmaster ao nefa dia tena malalaka loatra ny fidiran’ireo mpihantsy ady sympanaratsy ny movansa ao.

    Rehefa tena tsy azo ferana ny fidiran’ireny karazan’olona ireny ao, dia tsy mety ny mbola hilazana fa an’-dRavalomanana na i Neny io site io.
    MAILO!

    toa izao, ohatra no hita ao:na entina hatezerana aza io Nay io, mila tandremana ihany izay soratana, ka mila miasa mafy ny webmaster:

    15 millards no omen Andry an i CES. OMALY
    Envoyé par: Nay (Adresse IP journalisée)
    Date: mar. 24 décembre 2013 05:13:19

    Tena marina ity, navoakan’ny mpitsara fa 15miliara no tambazan’i joel an’i FRANCOIS; ka eto dia mampitandrina izahay, fa tsy hivoaka velona eto nareo CES raha milaza lainga mampandresy ny FOZA fa doranay velona

  4. I like this chick and am thrilled to hear a poatneitl release date but I can’t believe that anybody in their right mind would even consider sending any movie starring Robert Pattinson straight to DVD in 2011. Obviously it can’t bank like Twilight or even WFE but there HAS to be money to be made in theaters.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *