MOVANSA RAVALOMANANA : NANATITRA FITORIANA TENY AMI’NY CES

CES 31 DES 13 (8)Androany Talata 31 desambara 2013 folakandro no tonga tetsy amin’ny CES Ambohidahy nanatitra ny fitoriana ny movansa Ravalomanana tamin’ny alalan’ny mpisolovava ny Me Hanitra Razafimanantsoa. Fanintelony aminy androany hoy ny Me Hanitra ny fitoriana nataon’ny movansa Ravalomanana. Raha mihoatra amin’ny hosoka momba ny fifidianana teto amin’ny firenena hoy izy izany dia tsy misy dikany fa izay aloha no tratranay satria kely dia kely ny fotoana. Amin’ny ankapobeny hoy izy dia ny tsy fanarahan-dalàna , ny hosoka, ny fanodikodinana no votoantin’ny fitoriana natao. Misy ny manahirana satria be loatra satria fraudes massive no nisy teto Madagasikara.Efa tamin’ny fihodinana voalohany hoy izy no nanomanana azy ary efa notenenina izahay fa 53% no azon’ny kandida iray.Anisan’ny fandresendahatra ho entinay ao anatin’ny fitoriana hoy Me Hanitra ny fanaporofoana fa misy  ny fanitsakitsahana ny lalàna velona sy ny fanararaotam-pahefana. Eo ny porofo authentique, ny vavolombelona telo ka voasotra ao anatin’ny lisi-pifidianana, manana kara-pifidianana, ary tsy maintsy nifidy tamin’ny fifidianana fihodinanana faharoa teo.Nambrany ihany koa fa misy ny fitoriana mahakasika ny fifidianana indrindra ny fifidianana filohampirenena ka ao anatin’izany ny  disqualification ny kandida mpifaninana amin’ny Robinson, ny fanafoanana, ny contestation, eo ihany koa ny fangatahana Fanafoanana nataon’ny olona. Momba ny didim-pitsarana noraisin’ny Ces ny amin’ny fanafoanana ny didim-panjakana dia  ambaran’ity mpisolovava ity fa raha manaraka ny lalàna fa ny acte admnistrative dia mitovy amin’ny acte annuler ka ny dikany dia ny zavatra tany aloha toy ny fanaovana propangady dia toy ny tsy misy avokoa. Iny didim-panjakana iny hoy izy dia efa fantatra fa manitsakitsaka ny lalàna matoa nofoanana. Vokany eo amin’ny lafiny lalàna dia toy ny tsy misy ny base légale. Noho izany dia mitarika ny fanafoanana ny vato azon’ny olona iray ny fampiasana fahefam-panjakana sy fananam-panjakana, azo henjehina amin’ny poursuite judiciare ny olona izay nanodikodina ny vato, nividy ny vaton’ny mpifidy, ny nampiasa fahefam-panjakana sy fananam-panjakana.Misy retroactif hoy izy iny didim-pitsarana iny ka hatrany amboalohany nanomboka ny 06 aogositra ka hatramin’ny fotoana nangalana no ampiharina. Momba ny mety handavan’ny Ces ny fitoriana izay napetraka dia nambarany fa manaran-dalàna foana ny movansa Ravalomanana ka aza terena izahay hivoaka ny ara-dalàna ary ny lalàna dia natao ho an’ny olona rehetra.Ho aparitaka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena hoy izy ny fitoriana nataon’ny movansa Ravalomanana mikasika iny fifidianana filohampirenena fihodinana faharoa sy fifidianana solombavambahoaka iny.

48 réflexions sur « MOVANSA RAVALOMANANA : NANATITRA FITORIANA TENY AMI’NY CES »

  1. Hanomana 2OO2 bis ve Rahantra a! zay woa, hatramin’izay de zesta no betsaka woe, mahery zahay, manam-pahaizana be zahay, be vola be zahay, mahavita azy zahay, de io notsarain’ny vahoaka io. Tsisy azonao atao intsony eo Rahantra a! ndehana ndray ary @ sezan’ny assemblée ary indray mitabataba manao wawawa araka ny fanaonareo, fa raha barofo zany mafy noho nareo zahay, 5 taona kenda roroka tao @ magrobaka tao. Mbola aiza ny hahazo Rahantra a! tsy vitan’ny wawawa woa izy ty fa R-bombe ao miandry anareo raha miseho be sandry eo. Olona ankoho fataka otran’ny dadanareo sy Radoko mamolava reny koa ve de atahorana, ny vava no betsaka, fa ny aina any an-divo.

  2. Zany fisainana Rabe.. tena fisainam-po…z. Dimy taona tsy nanana TV, tsy nanana radio na iray aza nanaovana fampitan-kevitra fa tena natao kenda roroka. Mbola nangalaram-bato indray tamin’ny fifidianana. Mampalahelo fa 4% no mba azo nangalarina satria henjana no manao aminy.
    Izao fotsiny mbola tian’ny olona ny mouvance Ravalomanana. Ary tsy logique mihitsy hoe nahazo deputé betsaka izy nefa ny filoham-pirenena tsy azony. Tsy logique.

    Manana ny farany zavatra rehetra.

    Manana ny fetra zakanay ihany koa izahay fa tandremo. Mbola ny saina alo no ampiadiana eto.

  3. NY MARINA TSY AZO AFENINA !

    Ny problème tamin’ny 2002 (vokatry ny fifidianana 1er tourn-ny 16 décembre 2001)dia noho ny hala-bato nataon-dratsiraka..Notsikirankiaina ny fanisam-bato ,ny fandefasana ny vokatry ho an’ny Ministeran’ny Atitany..)
    Ny équipen’ny candidata RAVALOMANANA MARC dia nahazo ireo vokatry ny BV ,izay nampitoviana tamin’ny vokatra  » officiel »..
    Nifandaka be ilay fampitaha ary avo ny vokatra RAVALOMANANA MARC..
    Dia nosolon-dratsiraka ny HCC ,mba hanova ny vokatra final..art tsy nanaiky hanao 2ème tour ny candidat RAVALOMANANA MARC
    Dia iny Ratsiraka no nangataka ny fanelanelan’ny françafrique izay no tarihan’i omar bongo(dakar I sy Dakar II)..Tsy mamokatra ilaty fanelanelanana ,dia niantso vonjy tany amin’ny OUA iratsirakTsy nahita mangirana ny oua dia nody ANTANNIDRAZANA ny candidat RAVALOMANANA MARC , ary noho ny  » vacance du pouvoir  » dia natao ny investiture administrative » mba hiarovana ny Firenena amin’ny évasion fiscale
    Avy eo dia raikitra ny ady ,nizara roa ny miaramila
    -tao ireo nanarakan-dratsiraka(notonon-dratsiraka tamin’ny conférence de prsse nataony ireo miaramila niaraka taminy ary -hasard ve? – satria ireo no anisany nanongam-panjakana..
    Resy Ratsiraka izay nitady nanao fehirano ny IMERINA dia iny izy nandositra tany Frantsa..
    Ny 30 avril 2002 dia nanamafy ny fandresen’ny Filoha RAVALOMANANA MARC ny HCC ary ny 06mai 2002 no natao ny investitre officiele ny Filohan’ny FIRENENA RAVALOMANANA MARC !

    Ka aoka izay mahalala tsara ny atsiprian’ny Tantatara hangina fa tsy iteniteny foana ain’izao fotoana itadiavana NY MARINA…

    Ary ny fisehoan’ny fanisam-bato sy ny fanomanana ny fanambarana ny valin’ny fifidiananana dia mitovy amin’ny fomba fanisam-bato tamin’ny 2002
    Misy Historiens sy Historiennes Malagasy sy frantsay nanaraka iny fifidianana tamin’ny 2002 sy ny tohiny )..

    Iny fifidianana iny no nahitana ny asan’ny frantsay sy ny françafrique nanampy an-dratsiraka na inona filazana na inona…Amin’izao fotoana izao izy dia miandry hitaty ra-kena ary sahy milaza fa atrizay dia ny Malagasy ,izay mijaly noio coup d’état nataony io ,no AVOCAT-NY !
    SOKAFY TSRA NY SOEINA ARY HARITO TSARA NY MASO §MBOLA TSY TAPITRA NY TOLONA !

  4. Denise ihany ireny miova pseudo ireny . Foza 2 ihany no miresaka ato dia miovaova pseudo ry zareo. Ny ahafantarana azy dia misy ilay iray mba mahay manoratra teny frantsay (fa izy miovaova pseudo foana) dia i Denise ny ambiny (miovaova pseudo ihany koa). Ohatra izao io Rabe io dia i Dame pipi ihany io fa tsy hafa akory.

  5. Aza mivaky loha @ ireny foza ireny fa aleo himenomenona eo . Ariary zato anie ny vidin’ny iray kapoaka @ ireny foza orana ireny e! Na ny mamaly an’ireny aza mandany andro.

  6. NY MARINA TSY AFENINA §(tohiny)Izaho dia mankasitraka ny ny zava-bitan’ny QG-n’ iDOCTEUR JEAN LOUIS ary mino sy mahatoky ny fanisam-bato nataon’io QG io miaraka amin’ireo solontenan’ny BV eran’ny MADAGASIKARA..
    Araka ny fanambaran’i professeur RAKOTOMANANA HONORE izay naninzinggizina tao amin’ny resabe nanasana azy ny zoma 27 décembre teo :
    « Fa ny CES ,izay mialoka eo amban’ny HCC , dia mana plénitude de jgement izany hoe mahefa mitsara zavatra juridiques maro ka azony idivirana ny fitsarana ireo fitarainan’ny olona !
    Ary tsy maintsy « tsarainy  » ny vokatra aroson’ny cenit..TSY MAINTSY HATAON’IZANY NA MANDRITRY NY ANDRO MARO AZA ! »
    ANJARANTSIKA VAHOAKA NO MANERY IO CES IO HANARAKA NY LALANA ! »

  7. Dr celestin Robin>aza ovaina ny tantara fa ravalomanana no nivadika t@ zavatra nataon’ny sonia teo ambany maso izao tontolo izao t@ 2002,dia ny fanekeny ny hirosoana @ 2ème tour,fa nivadiky izy rehefa tonga teto madagasikara,ary porofo mivaingana izao fa tsisy ary tsy ho hisy filoha lany premier tour eto madagasikara,fa fitaka be vava ihany zany 1er tour dia vita zany na t@ 2001 aza.Zao fotsiny ny teniko:mahaiza mipetraka rehefa resy fa leo adalanan’ny Ravalomanana zay tomponareo io ny ankamaroan’ny malagasy,zao ny vokany rehefa manohana tsangan olona fa tsy tsanga kevitra,tompoy ihany R8 fa dimy taona ndray ry magro a…Ary tandremo manakorantana eo fa ravalo milamina tsara any afrika atsimo,fa ianao tsy fantany akory no ho any antanimora…mba asio fisainana kely ihany alohany hanao zavatra…

  8. HO AN »NY TANTARA !

    Tsy misy MARINA roa fa ny famakiana sy ny fomba fijerin’ny fizotra ny Tantara no tsy mitovy…
    Tsnisy feo avy amin’ny Communauté internatiole tamin’io fa rehefa resy i Ratsiraka dia vaky lay ary nilef nankany Frantsa. Izaho dia milaza fa nisy  » crédibilité  » na kely fotsiny aza ny réclamation nataon-dratsiraka dia tsy itako ny hanazavana ny fandosirany tany Frantsa
    I Ratsiraka no niketrika sy nikotroka io coup d’état io( nandritry ny fito taona) ,izay vokatry ny » téaction de vengeance d’un homme blessé par le vote des Malgaches contre lui le 16 décembre 2001 , cébouté par la françafrique au sein de laquelle il n’a eu que des amis ,insatisfait par l’OUA qui n’ a pris aucune décision , ulcéré par la défaite humiliante dans cette confrontation armée inutile que la blessure de son égo lui a imposée , oui défaited’un soit disant dipmômé de l’école de guerre. »
    Mbola betsaka ny tokony havekabelatra momba ny 2002, izay rangory fototry ny coup d’état natao nanaovana valy faty sy fomba hiverenana teo amin’ny fitondrana!

  9. ooouuuuwwaaaiiiieeeeee
    izy daholo ve ireny??dia alefaso koa ary ilay any @ CI e!
    Homba antsika Andriamanitra e!tsy maintsy mandresy ny marina!

  10. hoany nareo Foza,inona avy ireo zava bitanareo nandritra izahay fitondrana??mangalatra alongany no 1ère place.Nareo ri Foza mbola colonie ny frantsay,mitomany te ho frantsay,jereo daolo ireo firenena coloniseny,mahantra daolo ary zavatra tsy zakan ny frantsay dia ny gasy androso tsy hitovy @ firenena afrikanina @zao.Nareo Foza mivarotra Tanindrazana,mpamadika ary tsy misaina,marionnette ny frantsay.
    Tsy aiko inona drogue ho raisinareo ri Foza fa ra tsy mahita ny fijaliny gasy nandritra izay 5 ans izay nareo dia tampona tanteraka.Dia teneo indray hoe ra ny vaoka midina andalana aka fitondrana dia coup d’état indray.zavatra rehetra misy valiny.

  11. Ity fehezan-teny ity no tena zava-dehibe indridnr:
    « Ho aparitaka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena hoy izy ny fitoriana nataon’ny movansa Ravalomanana mikasika iny fifidianana filohampirenena fihodinana faharoa sy fifidianana solombavambahoaka iny. »
    Satria io sehatra iraisam-pirenena io no hanaiky na tsy hanaiky ny valim-pifidianana. rRaha manaiky mantsy ry zareo dia hiraraka ny volabe ka hihamafy ny FAT satria hangalatra vola, avy eo dia ho henjehina avokoa ireo olona izay tiany henjehina.
    Izany anefa tsy midika fa fa faneken’ny Malgasy dia ho lantsa-danja. Io koa ny tongotra iray faharoa hijoroana tsy omanea reconnaissance nationale ny mpanogam-panjakana .
    Averiko eto ihany fa raha mody tsy mahita eo yn CS dia tokony hiditra ave hatrany @ greve nenerale isika ho fandavana ny vokam-pifidianana misy hosoka.

  12. Evidemment ! Il a évité car ce serait AVOUER qu’ils soutiennent leur poulain de FERY.
    Ce serait un aveu international, car la CI ou la SADC ou tous les organismes hors-controle de l’OIF se seraient revoltés. Avec la personne qui l’a reçu, l’on peut dire qu’il a tout de même été ….. »reçu » via le Conseiller de Yamina BENGUIGUI.

    « Paris : La diaspora légaliste manifeste contre les fraudes.
    La visite dans la capitale française du candidat Hery Rajaonarimampiaina s’est soldée par un échec.

    Si dans le pays, les manifestations contre les fraudes électorales commencent timidement, à Paris, c’est le démarrage en trombe. Vendredi dernier, les membres de la diaspora malgache se sont manifestés devant l’ambassade de Madagascar à Paris et sur la Place Trocadéro. L’objectif étant d’alerter la communauté internationale dont en particulier la France sur l’existence de hold-up électoral lors du second tour de la Présidentielle dans la Grande île. Et ce malgré les rapports « préliminaires » des observateurs internationaux qui n’épousent pas les mêmes points de vue sur le déroulement du scrutin du 20 décembre. Les manifestants de Paris ont brandi des banderoles où ils ont scandé : « Fraude électorale, la Honte, Stop », « Election Madagascar, fraude massive, Aok’izay Stop! », « Gouvernement français, arrêtez de soutenir les fraudeurs », GVT français Stop », « Gouvernement français, respectez le choix du peuple malagasy ».

    Quai d’Orsay. Cette manifestation de la diaspora malgache légaliste a été organisée au moment du passage du candidat Hery Rajaonarimampianina à Paris. D’après des membres de cette diaspora, cette manifestation a tenu en échec cette visite sur le sol français du candidat de la Force Nouvelle. Ce dernier n’aurait pas été reçu au Quai d’Orsay par le ministre des Affaires Etrangères Laurent Fabius. Hery Rajaonarimampianina n’aurait pu rencontrer qu’un conseiller de Yamina Benguigui, ministre déléguée auprès du ministre des Affaires Etrangères, chargée de la Francophonie.

    Ce conseiller de la ministre Yamina Benguigui serait un ami de longue date de Patrick Rajoelina, le malgache d’Andafy qui a soutenu Hery Rajaonarimampianina lors des élections présidentielles. En tout cas, les manifestations contre les fraudes électorales lors de la Présidentielle du 20 décembre prennent une envergure internationale. « Nous n’allons pas laisser le Dr Jean Louis Robinson se battre seul ! », a scandé vendredi dernier la diaspora légaliste de Paris.

    Recueillis par RAJAOFERA Eugène

  13. ATTENTION

    le net est souvent un « sac de vomi » pour certains:

    ==> ainsi tananews entame sa campagne de DENIGREMENT PERSONNEL DE JLR ( inventant arnaque , magouille etc

    jusqu’à inventer que sa femme Marcelle Radilofe serait née Ranjeva

    Je ne connais pas de soeur prénommée de Raymond !
    Sabine est morte et Ndaondy est mariée à un cadre supérieur d’industrie …non un médecin

  14. Tratry ny taona 2014 daholo isika vahoaka malagasy taona ty andresen_tsika ny fanjakan’ny devoly(Grp Santanika)
    Vao2 farany:FANTATRA ZAO FA 7 KAONTENERA NY LAKRIMÔZENA NAFARAN’Ny Rajoelina AMONONA ANTSIKA KOA DIA MIHOMANA ISIKA FA HIADY
    Aza matahotra

  15. Njara

    même en ce jour de fête , on est obligé d’essayer de tout controler et d’intervenir pour contrecarrer l’épanchement sur le net des « sacs de vomi » des fraudeurs sans scrupule !

    (ils sont en train de dénigrer la personne de JLR maintenant , incorporant sa femme : facile sans preuve)

    Sans doute la peur de voir Raymond Ranjeva entrant dans la course avec Brian Currin : un partenariat de choc .

    Bonne année 2 fois éééééééééé!

    hi hi

    Ary nanjavona anga i KM ?

    Andro fety ange no atao hoe « les souris dansent  » éééééé ?

  16. Une grêve générale n’est pas illégale , elle est légitime , contre-pouvoir protégé par la CONSTITUTION dans un pays DEMOCRATIQUE !!!!!!!!!!

    Elle peut au conraire attirer l’attention de la COMMUNAUTE INTERNATIONALE

    Cela en plus des interventions par contentieux électoral de B.Currin et R.Ranjeva !!!
    ============================> A EFFET RETROACTIF !!!!!!!!!!

  17. RANDRIANIAINA,

    Ny GREVE GENERALE ILLIMITEE ihany no fanafody tsy azony hampiasaina ireo Bombe Lacrymogene ireo.
    Ny olana : efa tena mijaly sy tsy misy ho hanina ny vahoaka ka mbola hahavita hanao GREVE ve ???
    Raha ny Mpiasa-panjakana fotsiny aloha no manao GREVE dia efa goavana izay ary mahavita azy e !

  18. Ary ny gervy tena mandaitra raha sanatria tsy mandeha ny greve generale dia ny SMM, BCM aryvny SECES. Raha ireo no mikatsi dia mikatso ny fitatanana ny firenena

    NB:
    BCM = Banky Foiben’ny Madagasikara na Banque centrale de M/car

  19. Raha ny hevitro dia :
    DIENYIZAO dia efa mandefa feo esty sy eroa hoe any no Lalana kasaina hatao raha…..Ho sarotra mihitsy ny hanosika ny olona rehetra hanao grevy aloha e Ho tapahiny ny karama – ny olona efa mila vola noho ny fahantrana sy ny fijaliana isan-karazany -ampitahoriny miaramila dia gadraina tsy misy fitsarana.
    MILA SOLIDARITE be mihitsy ilay izy, ka izay no mahatonga ahy hilaza hoe :
    DIENY IZAO DIA FEA MANOMANA? na inona na inona hivoaka eo.

  20. Dr Robinson Jean Louis
    «Tsy maintsy atao ny famerenana ny fanisam-bato»

    31/12/2013 ??????????????????????????????????????????????????????????????????????

    >>> Tsy dia mety loatra izany fitenenana izany hoe  » TSY MAINTSY ATAO …. » = Ianao izany no hibaiko ny CES ???

    *** Mba mahaiza manana langage diplomatika ianao Dokotera fa manjary tsy dia convainquant loatra ny zavatra lazainao.

  21. Izay ilay fiatsaram-belatsia izay foana ilay mahavoa antsika,
    Fa mbola tokony ho hajaina ve olona efa MIVARO-TENA IRENY na CES aza izy???
    Olona toa an’i domelina ve no tokony hibaiko sy hanitsakitsahana ny zo an’ny vahoaka toy izao e???
    Amiko sahaza azy tsara izany satria tsy mahay manaja tena fa raha samy loham-boto , dokotera koa
    TOMPONY FA KOSA @ RARINY NY AZY, ary VOAFEHINY TSARA.
    Fa efa inona izay no tsy efa natao sy nandeferana fa inona no vokany???vao maika FANITSAHANA
    AN-TAMPON-DOHA no hita sady fako ireny koa dia hitako ny HITSITSITSITSIANA AZY fa rehefa tsy
    mahay MANAJA TENA @ maha CES azy DIA APETRAKA TSARA @ TOERANA SAHAZA AZY IZY.
    TOHIZO DOKOTERA FA TSY AZY IREO IRENY MADAGASIKARA HA HANJAKAZAKANY TOY IZAO.
    APETRAPERAO TSARA @ TOERANA SAHAZA AZY REHEFA MATY HERITRERITRA, efa izao no
    mahazo ny tanindrazana mbola mitapitapy matim-V3 mantsy.MAMBA RERAKA!!!!

  22. Ny ahy hoa ny zavatra mahazendana ahy dia ity e: le ompa variraraka atao @ cenit sy ny ces. Efa ireo no teo t@ 1er tour, efa hita ny fomba fiasany sy ny zavatra nataony. Nanantena ve isika fa hiova @ vavaka natao izy ireo ka dia nanaiky azy ireo tsisy fanovàna hitantana ny 2e tour ?

    Aza gaga @ vokatra fa izay no atao hoe hala-bato: hatrany anaty bureau de vote, mandalo @ mpikarakara rehetra, ka hatrany @ fiandanian’ny mpitsara @ fifidianana @ candidat iray.

    Vao tsy nandeha akory ny 2e tour dia efa niteny aho teto hoe inona moa no hatao raha halatsaky ny cenit sy ces (satria izay avoakan’ny cenit ihany no hamafisin’ny ces)any @ 10% ny vaton’ny JLR ? Wawawa sy tora-po no betsaka t@ valin-teny ary izaho indray aza no nenjehina. Tsy mba nisy iray akory afaka nandinika hoe rehefa rafitra tsy atokisana no mbola avela hitantana ny 2e tour ny fifidianana dia tsy misy dikany izay fakàna sary sy fametrahana delegués etsy sy eroa.

    Ny hany solution hitako azo ampiharina dia ny fitokonana faobe..
    Ary ny fanontaniana tokony hitadiavam-baliny mialoha dia hoe hanaraka ve ny vahoaka ?? satria raha tsy miainga eo ny vahoaka dia….

  23. Faly miarahaba e !

    Nary >
    1) Izaho kosa indray, tsy d’accord intsony ny hitsongoana ny zavatra efa lasa , na ny fautes mety nataon’ny AVANA : Ny izy amiko dia ny mijery ny hoavy ihany amin’ny Fanontaniana hoe : INONA NO ATAO ?
    2) Efa misimisy ihany izao no mihevitra fa ity FILAHARAM-BE ity no isany mety ho atao.
    Fantatro tsara ny HEZAKA ataonao ao amin’ny GTT ao, fa ny mampalahelo araky ny nolazaiko teto dia : Raha tsy hevitra avy @ Birao dia sarotra amin-dr’izaroe ny hanao ny tokony ho atao. Toy ny manambany azy hoa ny hanaraka izany, na fantany izao aza fa mety.
    Koa raha toa mety : dia atombok’isika ny FANAPARITAHANA ny hevitra momba io ny GREVE GENERALE io no marina kokoa.
    Ny hetsika isaky region any Frantsa dia tokony efa manomboka mihitsy fa tsy ampy raha ao Paris ihany.
    KA IZAY MAHATSIARO TENA HANAO HETSIKA FILAHARAM-BE DIA ANTSOINA ary atao FILAZANA MAZAVA SY ENTITRA eto @ My DAGO ny fotoana sy Toerana :
    « Malagasy tsy an-kanavaka no hihetsika fa tsy ny GTT ihany. »

    Dia toy izany koa ny Province rehetra eto Madagasikara : samy miombona manao daholo,
    ary ny GREVE GENERALE ihany no TANJONA. Raha mahavita FILAHARAM-BE toa an’i Morondava sy Toliara sy Marovoay sy ny sisa moa, dia vao maika tsara.


    Koa raha tianao, dia fantatrao ny misy ahy, afaka manomana ny FANAPARITAHANA MALAKY ISIKA ary tsy asiana kiafinafina toy ny ataon’ny Gtt-Idf.
    ZAVATRA MAIKA IZANY, ARY TOKONY HO EFA MIATOMBOKA MIHITSY.
    MiSY NY NAMANTSIKA MAMPITA VAOVAO ATY amiko foana, ary mino aho fa fantatrao tsra hoe iza izany ?
    Koa miangavy valiny maika e !

  24. Miantso ny rehetra Mpisera eto MBA HANOHANA E !

    GBD, RASAMY, RANDRIANIAINA, LAZALAZAO, …………etc tsy ho voatonona daholo !

    AZA MIANDRY FOTOANA NOHO NY FAHAMEHANA E !

  25. MAILO MAILO MAILO………
    Nisy antony lehibe ny nanafarana an’i Kotovelo niaraka t@ foza tany PARIS!
    ny zavatra tsikaritro diA misy tetika HANDATSAHAN-DRA INDRAY KA……..io misy manesika ary
    mahavatra MIOVA2 anarana handrisiana izany. MAILO HOY AHO eeeeeeeee
    MILA SORONA NY FOZA ka mahaiza mandinika tsara ry vahoana alohan’ny hivoahana ho faty
    ohatry ny kakana.
    MAMPALAHELO FA DIA HITA MIVANDRAVANDRA BE FA AMBOADIA MITAFY ODI-JANAKONDRY
    ARY FANGOLIKA RATSY ! MAHAY MANDAMINA resaka ery nefa efa hita izao fa FOZA NOHO NY FOZA
    eo dia HAMITAKA eo,tsisy mapar eto e!!!!
    VOIZINA ILAY SAKOROKA FA MILA RÀ INDRAY NY SATANA eeeeeeeee

  26. Fomba fiadin’ny foza mihintsy ity ilay hoe:  » nisy nanoana eee nisy niantso za
    hilatsaka ho fidiana eee bla bla bla…….
    MAILO DADA a!!!arao @ lalana MADIO fa msy vavolombelona maro eo.
    Raha hisy aza izany sakoroka izany DINIO TSARA!!!raha vao resaka eto TANA fa MILA RÀ NY SATANA!!!

    HOMBA ANTSIKA MANDRAKARIVA ANDRIAMANITRA !!NY MARINA TSY MBA MATY!!!TANY MASINA IO
    FA TSY MAINTSY HITSIKAFONA NY RATSY REHETRA AO!!!!!NA ETO!!!!!

  27. Efa fantatra sahady indray angaha fa tsy AHAOMBY NY ASAN’i M.HANITRA????
    toy ny efa MAHAZATRA HATR’IZAY ????
    Ianao io ihany no mamato-tena ry akama a!!!!tsisy mapar eto oah!!!Arosoy indray ny tetika manaraka
    hijerena ny ady kileanareo eeeeeeeeee
    Kotozafy ihany no lekisisy fa aza mody mitapy eeeeeeee

  28. Je suis absolument partisane d’une GREVE GENERALE

    * C’est une expression populaire forte

    * c’est faire usage d’un CONTRE POUVOIR inscrit dans la CONSTITUTION

    * C’est agir DANS LA LEGALITE que Marc Ravalomanana incite à respecter.

    * c’est un acte politique marquant pour tous les observateurs internationaux les METTANT EN GARDE pour TOUTE INGERENCE (ex françafrique)__

    * c’est une action qui ne saurait qu’appuyer fortement les actions en CONTENTIEUX ELECTORAL de Ranjeva et Currin

    La grève est un contre-pouvoir légitime et constitutionnel(ceux qui font le grêve peuvent arguer d’une crainte sévère quant à leur avenir économique et professionnel avec des dirigeants dont ils contestent la fibre démocratique)

    Ne pas faire la grève c’est s’accomoder de la continuation du même régime avec un lifting de virginité électorale…

  29. Ranavalona> tokony ho tsy natao ve izany ny fanaterana fitoriana teny @ CES nataon’i M Hanitra ? Fa inona izany no tena tokony hatao haingana ?

  30. Ny fahazoako ny zavatra voalazan’i Ranavalona koa dia TOA tsy tsara atao angamba io hetsika momba ny FITOKONANA LEHIBE IO? FA FANADALAM-BAHOAKA avy aty aminay fotsiny, izay TOA lazaina fa foza be miafina ary te handatsa-drà.


    Mahagaga ihany ity malagasy ity ka !

  31. Tandremo fa mitady hanakorontana ny saim-bahoaka i TNN ny aminy namoahiny articla anankiroa famelazana any ROBINSON/RAVALOMANANA. Ny articla haotranitony dia tsy tokony avaoka mihitsy fa manampoizina ny SAIM-BAHOAKA.Toy izao manaraka izao ilay aritcla

    Voalohany:Miala tsiny aloha izaho fa somary lavalava ihnay ilay fa tsara ho vakiantsika rehetra fa tena manafinto

    Jean-Louis Robinson : comment il a arnaqué la mouvance Ravalomanana

    La messe est dite pour Jean-Louis Robinson, selon les résultats provisoires de la CENIT, le docteur ne serait crédité que de 46% des suffrages du second tour de l’élection présidentielle.

    Pour les millions d’électeurs pro-ravalomanana, c’est la douche glacée et une frustration si grande que le spectre de troubles post-électoraux en devient une quasi certitude.

    Comme il fallait s’y attendre, le régime d’Andry Rajoelina a usé de toute sa mainmise sur les organes de l’Etat (CENI-T, Ministère de l’Intérieur, Forces Armées) pour truquer autant que possible les résultats en faveur de son candidat, Hery Rajaonarimampiana, mais également les candidats « parachutés » du MAPAR, la plateforme de soutien à Rajoelina.

    Pourtant, selon notre enquête, les « Zanak’i Dada » aurait tout intérêt à accepter le verdict des urnes et jouer l’apaisement, au moins pour la présidentielle car le danger ne vient pas du régime TGV mais bien…de Jean-Louis Robinson et son entourage.

    Voici les révélations de TNN sur la grande arnaque du Docteur Jean-Louis : comment il a floué la mouvance Ravalomanana pour se faire beaucoup, beaucoup d’argent.

    Historique

    Pour rappel, Jean-Louis Robinson, même s’il était membre du parti de Ravalomanana, le Tiako i Madagasikara (TIM) s’était inscrit à la Présidentielle en tant qu’indépendant en créant son parti AVANA. Son homologue Rajemison Rakotomaharo a fait de même en créant le MAMAFISOA.

    Peu avant le scrutin, Robinson s’est rendu à Sandton (Afrique du Sud) pour demander à Marc Ravalomanana de l’adouber en tant que son candidat officiel et de lui faire bénéficier de son appui financier pour la campagne éléctorale.

    Robinson promettait en échange du soutien des Ravalomanana, de s’engager à le faire rentrer d’exil et à nommer « Neny » Premier Ministre.

    Un accord fût donc conclu, et les dépenses de campagne du Docteur ont été presque intégralement prises en charge par Ravalomanana (affiches, hélicoptères, véhicules, spots…).

    Mais il a surtout bénéficié de l’immense popularité du nom Ravalomanana chez les malgaches pour se hisser à 21% des suffrages au premier tour présidentiel soit au dessus du candidat Hery et très loin des « zéro virgule » des autres « ex-TIM » n’ayant pas reçu la bénédiction de Ravalomanana.

    Des indices qui ne trompent pas.

    Pourtant, dès ce 1er tour, des voix ont commencé à s’élever au sein de la mouvance Ravalomanana sur les agissements pas très orthodoxes de Jean-Louis Robinson et de son entourage, en particulier son épouse Marcelle, née Ranjeva, soeur du Professeur Raymond Ranjeva et du Général Marcel Ranjeva Radilofe [NDLR : Erratum].

    Indemnités des délégués non payées, factures de carburant d’hélicoptère impayées alors que l’argent a été remis à Madame Robinson, rencontres régulières avec des agents du Quai d’Orsay, aucun soutien aux candidats de la mouvance ravalomanana aux législatives, mise à l’écart de Lalao Ravalomanana à Antsonjombe, récupération de Lahiniriko Jean (qui a aidé au putsch de Ravalomanana en 2009), de Serge Zafimahova (Zafiste) et de Eugène Mangalaza (Ratsirakiste).

    Il y a des indices qui ne trompent pas.

    Le soldat Jean-Louis Robinson est depuis un bout de temps passé dans le camp d’en-face et fait cavalier seul.

    Incitation aux troubles : le piège ultime

    Jean-Louis Robinson n’avait aucune intention de se faire élire, car si c’était le cas, il aurait eu des comptes à rendre à Ravalomanana, à le faire rentrer, et à nommer son épouse. Pas question de tout ça.

    Robinson s’est ainsi fait un malin plaisir à torturer tous les opérateurs économiques sur la perspectives de sa victoire pour les racketer des millions de dollars. Pourtant ces sommes ne sont jamais arrivées aux comptes de campagne. Elles ont été soigneusement conservées par la dame Marcelle qui a investi dans des terrains et des véhicules.

    L’arnaque est simple : s’il n’est pas élu, il n’a aucun compte à leur rendre vis à vis de l’argent investi par Ravalomanana et tous les opératerus économique donc Pourquoi se faire élire quand on peut récupérer le beurre, l’argent du beurre et investir dans l’immobilier ?

    La défaite de Robinson était soigneusement organisée de longue date….et par lui même.

    Ainsi, afin de faire en sorte de ne pas gagner, les indemnités des délégués au second tour n’ont de nouveau pas été versées ce qui a permis les fraudes massives.

    Il s’est également amusé à parader dans les débats télévisés malgré les conseils de Ravalomanana de s’en abstenir.

    Il en a d’ailleurs profité pour faire des déclarations « chocs » qui l’ont rendu évidemment impopulaire :

    – traiter une partie de la population de « foza » ce qui ne va pas dans le sens de l’apaisement et ouvre la perspective d’un hazalambo (chasse à l’homme)

    – annoncer ouvertement sa franc-maçonnerie et sa nationalité française.

    Autant vous dire que les fraudes, la défection d’une partie de l’électorat pro-ravalomanana allergique aux tricolores et de ceux qui ont peur d’une chasse à l’homme expliquent son score minable alors que la victoire lui était quasi-assurée.

    Mais l’arnaque ne s’arrête pas là.

    Le meeting du Carlton du 30 Décembre 2013

    Jean-Louis Robinson a organisé un meeting au Carlton du 30 Décembre 2013 avec retransmission sur TV Plus.

    Ce dernier y dénonce des fraudes électorales massives mais uniquement pour la présidentielle.

    Il se lave les mains des fraudes aux législatives dont sont victimes les candidats de la mouvance Ravalomanana. Curieusement, ces derniers sont mis à l’écart dans l’auditoire mais pas à ses côtés où crânent fièrement les « nouveaux venus » comme Sarah Georget ou Eugène Mangalaza et en tant que pseudo-procureur Gilbert Raharizatovo, un des ténors de la révolution orange.

    Pourquoi cette montée au créneau de Robinson ? Pas pour les beaux yeux de Ravalomanana et des Zanak’i Dada en tous cas.

    Non, il s’agit du piège ultime à Marc Ravalomanana après lui avoir volé son argent.

    D’un côté, il s’agit pour Robinson de faire monter les enchères auprès du régime Hery Vaovao : donnez-nous des sezas et de l’argent à moi et mes potes qui n’ont pas été élus et on calme le jeu.

    On parle ainsi d’un montant de 4 millions d’euros déjà réclamé par Madame Robinson au Hery Vaovao.

    De l’autre, il s’agit de faire commettre l’irréparable à la mouvance Ravalomanana, c’est à dire des troubles car il va de soit que Robinson tout seul n’a aucune chance de mobiliser la population.

    Or, le régime Rajoelina et le Quai d’Orsay n’attendent que ça : des troubles. Raison pour laquelle les 22 chefs de région ont été remplacés par des militaires.

    Une protestation violente de la mouvance ravalomanana entraînerait immédiatement une répression et une perte de ses acquis :

    – retour de Marc Ravalomanana après les élections si le contexte est apaisé

    – perte des fauteuils législatifs acquis par la mouvance

    Il faut ainsi rappeler que la plupart des députés de la Mouvance Ravalomanana à Antananarivo et dans l’Analamanga ont été élus alors que les personnalités proches de Robinson présents au meeting du Carlton n’ont eu aucun fauteuil.

    C’est la raison pour laquelle tout ce beau monde cherche les flashs des caméras « pour se faire voir » et essayer de se faire passer pour la « véritable opposition » au yeux de la communauté internationale, du peuple malgache mais surtout….aux yeux du TGV qu’il espère aussi escroquer comme il a escroqué Ravalomanana.

    Si Rajoelina et Rajaonarimampianana doivent négocier, c’est bien avec la Mouvance Ravalomanana dont la légitimité a été confirmé par les urnes aux législatives.

    Objectivement, seuls les Zanak’i Dada pourraient également organiser des manifestations populaires mais compte tenu de ce qui a été dit, personne n’y trouverait son compte….à part Robinson et ses amis.

    En cas de troubles, Robinson a déjà préparé le terrain de toute façon.

    En soufflant le chaud et le froid : d’un côté il dénonce les fraudes pour chauffer la population, de l’autre, il dit qu’il appelle au calme.

    De sorte que si les manifestations échouent, il pourra toujours arriver comme un « raimandreny » et jouer les médiateurs entre pro-Ravalomanana et pro-Rajoelina.

    Ne soyons pas dupes.

    De même, si les troubles réussissaient à renverser le régime, il en serait le bénéficiaire, le nouveau Président mais pas question de faire rentrer Ravalomanana de toute façon comme il l’a annoncé partout d’après la Lettre de l’Océan Indien.

    Dans tous les cas, la mouvance Ravalomanana a été flouée par Jean-Louis Robinson et le retour de Ravalomanana est compromis..

    Il s’agit maintenant de ne pas tomber dans le piège de JLR33 et de négocier avec le Hery Vaovao pour « sauver les meubles ».

    Compte tenu du nombre de fauteuils obtenus au Parlement malgré les fraudes du régime, la Mouvance Ravalomanana est parfaitement en droit de bénéficier de fauteuils Ministériels mais aussi d’être consulté pour le nom du Premier Ministre.

    Du côté du Hery Vaovao et du TGV, négocier avec la mouvance Ravalomanana leur garantirait la stabilité de son mandat de 5 ans et une fin de crise acceptée par la majorité.

    En bref, même si c’est difficile à avaler, l’heure n’est pas aux troubles mais à l’apaisement.

    La Mouvance Ravalomanana doit tirer des leçons de cette double campagne et se préparer dores et déjà, pacifiquement, à la prochaine échéance électorale : les élections communales.

    IO ALOHA NY VOALOHANY

  32. ITY INDRAY NY FANINDROANY.Raha izaho manokana manohana any i ROBINSON/RAVALOMANANA dia tsy HISOLELAKA velively any i FERY VAO.Iza koa ny olona hiaraka aminireny MPANGALATRA, MPAMONO OLONA, MPANDAINGA SY NY SISA SY NY SISA

    Hery Rajaonarimampianina souhaiterait booster sa popularité

    Hery Rajaonarimampianina serait conscient que son défi de diriger le premier régime de la IVe République sera de taille, et que le poids des partisans de Marc Ravalomanana risque de déstabiliser son pouvoir si sa victoire est confirmée. Le leader du Hery Vaovao désire de ce fait rapatrier Marc Ravalomanana pour assurer ses arrières et réduire l’aversion des 46 % envers lui.

    Une source dans les hautes instances du Hery Vaovao ho an’i Madagasikara a révélé que Hery Rajaonarimampianina souhaiterait le retour de Marc Ravalomanana au pays. Cette source qui a requis l’anonymat a indiqué que ce projet relève de la stabilité de son pouvoir au cours des 5 prochaines années.

    Hery Rajaonarimampianina souhaiterait réduire autant que possible les facteurs pouvant fragiliser son régime. Le retour du dernier PRM à l’exil contribuera à améliorer considérablement sa cote de popularité, et à lui donner meilleure marge d’action pour son quinquennat présidentiel.

    Il convient cependant de rendre Marc Ravalomanana politiquement inoffensif pour que ce retour au pays ne donne pas les effets contraires à ceux attendus. Les marchandages seraient de ce fait en cours, avec l’appui officieux de la diplomatie française pour que l’exilé d’Afrique du Sud accepte de s’abstenir de la politique contre l’abandon de toutes les charges contre lui.

    Rappelons d’ailleurs que l’ambassadeur François Goldblatt a engagé la France dans l’assurance du retour de Marc Ravalomanana si ce dernier accepte d’attendre la fin des élections présidentielles. L’ancien PRM pourra-t-il seulement faire abstention de la politique pendant 5 années ?

    L’opposition probable des meneurs de la lutte de 2009 à ce projet ne sera qu’un obstacle mineur. Hery Rajaonarimampianina passe en effet désormais au premier plan de la scène politique, et pourrait même se défaire de Andry Rajoelina.

    « Tout va se faire naturellement, c’est de la politique de haut niveau international », a lancé notre interlocuteur. Et d’ajouter que les acteurs politiques et les forces armées se plieront à la décision qui sera prise « au nom de la réconciliation nationale » et sous la caution des pays partenaires étrangers d’influence.

    Par ailleurs, le retour de Marc Ravalomanana paraitra comme un point de conciliation entre la position de la France et celle des États-Unis qui ont revendiqué ce retour depuis des années. Hery Rajaonarimampianina quant à lui obtiendra l’image d’ouverture qu’il s’est revendiquée depuis le début de sa campagne électorale.

    La balle se trouverait désormais dans le camp de Marc Ravalomanana, notamment pendant les marchandages en cours pour ce qui est de son abstention aux affaires politiques. On peut supposer que la réouverture de son entreprise figurera également parmi les désidératas de l’ancien chef d’État.

    NY AHY DIA IZAHO FOTSINY, NY MARINA TSY MBA MATY, ARY MINOA FOTSINY IHANY FA NY FINOANAO NO HANDRESENAO.

  33. aza matahotra mihItsy i NJARA fa ataoko mahery vaika mihitsy ny FANOANANA.Milaza mantsy ny CENIT fa hamoaka ny valim-pifidianana vonimaika rahampitso dia ho hitantsika eo.Eto aloha dia tsy misy mitsoaka
    Na inona na inona ny zavatra mivoaka
    Samia miray hiana daholo isika manohana any i ROBINSON/RAVALOMANANA
    Tsy inona izany fa ilay FANOANANA
    Ry FERY VAO mantsy mihevitra sahady woe anazy ny FANDRESENA
    TSIA, SANATRIA, TSY MISY HANAIKY ANIZANY FA NY MARINA NO EKENA

  34. Rasamy

    Rajoelina ,depuis toujours, n’a qu’un objectif : décrocher le pouvoir avec toute la bénédiction de françafrique alors (gouvernement Sarkozy) ,avec Ratsiraka sur radio viva comme la cerise sur le gateau.

    Rajoelina déployé toute sa force dans la COMMUNICATIONH ET LA DESINFORMATION ( madagate de Ramanbazafy, radio viva et tananews…)

    J’ai aussi lu ce que tu reprends ci dessus :

    pour moi

    cela découle tout droit de sa technique éternelle de désinformations (sosoka TSAO-TSAO )auxquels les faibles d’esprit succombent parfois…

    RUMEURS……….RUMEURS …comme dans toutes démocraties fragiles , essayant de manipuler les malgaches les plus naïfs..
    Il incombe à la PRESSE de pousser son obligation d’investigation , ou faire preuve de professionnalisme pour ce faire .

    Parallèllement à cette attaque (SANS AUCUNE SOURCE D’INVESTIGATION CREDIBLE : il s’agit d’accabler pour démolir)
    ===> le clan Rajoelina essaye aussi de détruire JLR par sa femme …qui par le Saint Esprit deviendrait une Ranjeva (Raymond a un frère Marcel, n’a jamais eu de soeur Marcelle !)
    ===> Rajoelina n’avait il pas aussi EMPRISONNE la fille de Ranjeva ???
    en guise de RETORSION/TERRORISME/DISSUASION !!!!!

    RESTONS DROIT DANS NOS BOTTES par rapport à tout ces « SACS DE VOMI » sans preuve sur internet que les foza déversent…

    =======> Se sachant menacés sur le plan juridique ,
    les foza JOUENT LE CALOMNIE .

  35. Tnn est amer : Les internautes qui ont visités ce qui sont TOUS PARTIS pour la plupart !
    Ne gagnerait il pas en ehcnage kelke » chose  » DE rAJOELInA ??
    C’est à se demander. Cela fait belle lurette que ce site se jouait AUSSI de la Population.
    Mais voilà , may ny afo natsangany tnn. Pour l’heure : ON S’EN FOUT DE CE QU’IL PEUT SORTIR comme article : les mieux c’est les journaux du pays ………
    Quelque soit les resultats qui suivront : GREVE GENERALE ! unfait qui dérangera les……FRAUDEURS.

  36. sI VOUS VOULEZ MON AVIS : cela sort d’une discussion entre Rajoelina PATRICK et ses amis QUI TIENNENT à tgv à hERY .
    C ‘est tout bete mais les leche-culs sont toujors vivants aussi !!!

  37. MIOMANA DAHOLO AMIN’NY GREVE GENERALE. RAHA MISY MITADY HIVIDY VOLA ANAO MBA TSY HANAO GREVY DIA RAISO FA ADALA TOMPO DIA NDEHANA IHANY MANAO GREVE FA ZONAO IZANY. MIOMANA MITONDRA MOUCHOIR LENA DAHOLO FA INY NO MAMPIHENA NY ASAN’NY BAOMBA MANDATSADRANOMASO.

  38. HAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHAHA ..TS MZAKA GREVYÉ B RESAKA FTSN ,EFA IMPIRY ZAYE FA EEEEEEEEEE , MANAFARA NDRAY TAFIKA OH TAMN 2009 É , DADA NGE INYE ,

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *