Mpahay lalàna movansa Ravalomanana sy Avana : Tsy tokony hanakorontana sain’olona ny Ces

s6 (1)

s6 (1)Nihaona tamin’ny mpanao gazety androany Zoma 27 desambra teny Ambohimiandra ny mpahay lalàna avy amin’ny movansa Ravalomanana nahitana ny Me Hanitra Razafimanantsoa, Andriamadison Hasina. Nitondran’izy ireo fanazavana tamin’izany ny momba ilay voalazan’ny filohan’ny CES hoe izay voka-pifidianana avy amin’ny Ceni-T no hamafisianay. Tsy fiteny izany ary tsy fanao hoy izy ireo satria ny Ces dia fitsarana manokana, tsymiankina amin’ny Ceni-T ka ny vokatra avy any amin’ny Ceni-T tsy voatery ho an’ny Ces. Efa nisy hoy ireto mpaha lalàna ireto ny fangatahana nalefan’ny movansa Ravalomanana sy ny Avana tany amin’ny Ceni-T momba ny fampiatoana ny fanisam-bato satria misafotofoto be ary indrindra mba tsy ho lasa lavitra ny fanisam-bato, ary ny mangarahara mikasika  ny bileta nampiasaina. Maro mantsy hoy izy ireo ny bileta tany amin’ny faritra tsy nisy nomerao  sy efa vita marika mialoha, nisy ihany koa tamin’ny bileta tokana nisy karne maro niaraka taminy nefa tsy hita ny sasany, eo ihany koa ny toromarika nomen’ny Ceni-T ireo delege fa tokony hisy ny PV ny bileta tokana tsirairay, kanefa dia tsy nanaraka izany ireo delege afa tsy ny movansa Ravalomanana.Noho izany dia fanontaniana no napetrak’izy ireo hoe nankaiza ireo bileta tokana ireo? Efa nisy ny olona nijoro vavolombelona hoy ny fanazavana fa nisy olona iray nitondra dika mitovy ny bileta tokana tamin’ny biraom-pifidianana iray  ka io no nentina niditra tany amin’ny fandatsahabato ary ilay tena izy no nentina nivoaka taty ivelany ka nomena olona hafa natakalo vola. Tsy anjaran’ny filohan’ny Ces ny manakorontana ny sain’ny olona hoe izay voka-pifidianana avoakan’ny Ceni-T no hamafisiny. Misy zavatra maro no mifona ao anatin’ireny teny ireny. Ankoatra izay mahakasika ilay didim-panjakana milaza fa afaka manatrika fampielezankevitra ny mpitondra dia nambaran’izy ireo fa ny 04 desambra no efa tany amin’ny Ceni-T sy Ces ny fangatahana fanafoanana io didim-panjakana io izay nataon’ny movansa Ravalomanana. Fantatry ny Ces fa tsy aradalàna ary mifanipaka amin’ny zavamisy io didim-panjakana io ary manitsakitsaka ny tondrozotra sy ny lalàmpanorenana. Noho izany hoy ireto mpahay lalàna ireto dia tsy misy dikany ny zavatra natao niala tamin’io didim-panjakana io ary foana sy henjehin’ny lalàna. Noho izany dia fanitsakitsahana lalàna no nisy nandritra ny fampielezankevitra indrindra ny nataon’ny filohan’ny tetezamita , nanomboka tamin’ny filazany tao amin’ny « lemonde », ny fitenenan-dRajoelina fa manohana an’i Hery izy. Namafisin’izy ireo fa tsy mboal namaly antsoratra ny fangatahana izay nataon’ny movansa Ravalomanana ny Ceni-T hatramin’izao fa valinteny boribory tamin’ny haino amanjery nonataony. nilaza ihany koa ireto mpahay lalàna ireto fa efa eo am-panangonana ny porofo rehetra izy ireo amin’izao fotoana izao ka ho entina eny amin’ny Ces izany. Noho izany dia manao antso avo ho an’ireo olona rehetra nahita hosoka tamin’iny fifidianana iny izy ireo mba hiara hiasa.

 

  • hiasa.

89 pensées sur “Mpahay lalàna movansa Ravalomanana sy Avana : Tsy tokony hanakorontana sain’olona ny Ces”

  1. F’ angah ilay tondrozotra tsy efa NIFIRAN’NY sasany???mbola misy ve izany tondrozotra izany???
    efa vita ny nilan’ny sasany azy dia efa nifirany tsara ,koa tsy haiko inona no mbola hitanisana izany eo?
    Mbola tsy misy fitarainana tonga hono any hatr@’izao an!!!
    Aoka ity mangata2 lava ity fa tonga dia izay hatao atao angamba no mety ,efa fantatra fa olona maty heritreritra
    anie ireo e!!misy miiiiihhhhaaaaiinnnoooooo????IZANY HOE: POROFO MIVAINGANA fa tsy FITARAINANA.
    Tokony tonga dia ho entina daholo ny porofo rehetra alohan’ny hivoahan’ny valim-pifidianan’ireo fa efa hay fa
    voalavo an-tanan-tsaka foana anie ino fiasan’ireo e!!!
    ASA TOMPOKO FA TSY BLA BLA a!!!aiza mba nisy nampiseho teo akory ve ireo vato HOSOKA, fa mbola bla
    bla dia ry zareo mandroso ihany????ataovy hitam-poko rehefa tsy tė halala ireo e!!
    miala tsiny fa somary mimeno2 , MIESONA BE LOATRA ISIKA e!!!

  2. Manana fiatraikany haingana kokoa ny fanambarana video satria tsy manana fotoana hamakiana soratra lavabe mihoatran’ny 5 lignes izahay ( izaho =)!

  3. Valiteny boribory no azo dia MIANDRY MAHAZO EO????
    AVOAY ILAY POROFO TOHOFY @ TENDA-BEAN’i be- triche ahitany azy tsara.

  4. Efa ela teto no tsy nisy VIDEO intsony Rirama an!!tsy haiko ianao na taiza??
    tsy efa ho 3 taona izao???izay eo aloha hatrehana , aza maka afo @ maty,
    za manokana dia anisan’ny TENA NITALAHO TETO t@ izany fa efa izay dia izay,tsy misy dia
    jereo @ halemem-panahiny eo e!!!aza asarotina ilay fiainana fa tsy mora ny manao zavatra hihihiii
    tsisy mpisosoka aza misosoka e!mahaiza mionona!!!

  5. Rasamy à…

    tsy maintsy alefa NY REQUETE REHETRA TOKONY ATAO alohany 31 décembre

    araky ny teny hoe :

    « aide toi le ciel t’aidera »

    Raha taraiky dia very aminy katesizy eo !

  6. Antenaina fa manana porofo mivaingana ary mihaotra ny an’i Zo Razanamasy t@ 1er tour isika. Ny an’i Zo aza mantsy nahitàn’ny CES valiny tsy nahafapo akory, ka tokony hihomana ny amin’ilay fomba famalian’ny CES dieny izao.

  7. Rasamy ô
    Jereo ze A/tra antapon’ny lohanao ao de jereo eo fôna izy ary jereo tsara f aza miala ary miandràndrà ambony tsara ka tazano eo fôna izy fa omeny anao eo ny vokany afaka tapa_bolana
    Aza adino mijery tsara azy ao an de alefaso eto ny resultat

  8. Eny Tompoko Rasamy!!marina izany!!
    Mino aho fa manana toky lehibe Rasamy an!

    Azafady ry zareo,f’angaha ny foza no nanome miaramila hiambina an’i dokotera ????
    sao sanatria ka hanao ohatra an’i Ratsimandrava eo an???tokony hanana ny mpiambina azy mitokana
    ihany izy raha tsy hoe: Ralitera ohatra no nanome mpiambina azy, Ramalona aza hono mifehy hazo tokana an!!!

    TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!HOMBA ANTSIKA ANDRIAMANITRA!!!!

  9. Efa mba misy toky azo hianteherana ao matoa Rasamy kosa miteny e!!
    ilay toky anie betsaka fa ilay devoly mihintsy no tsy hay izay FIVADIANY e!!
    Raha ny tena izy dia azo hinoana mihintsy ny tenin’i Rasamy fa ny fanatanterahana azy no tsy maintsy
    avy aty amintsika.
    Avelao ho apetraka eto ny ahiahy ary e!!

  10. Kely loha daholo na ny cenit na ny CES. Fa maninona no tsy mety hanao ny asany indray ny ces aminizao 2e tour izao nefa nanala mihoatra ny 5000 vato tsy aradalàna tamin’ny 1e tour momba andrajao Fery? Izany ve tsy zavatra kitoatoa? sa hiteny indray hoe 1e tour ihany izahay no miasa fa 2e tour tsy nhazo vola tsara? NY FITONIANA FOANA NO DRADRADRAINA NEFA IREO SY NY FOZA TSY MITSAHATRA NY MANAO IZAY HANAFITOHINA NY OLONA! Inona koa izany 1e tour nisy nasorina ny vaton’i hery dia izao indray hakipy ny maso…

  11. Akipy ny maso @’ilay ala-bato dia ahiratra ny maso @’ilay VOLA e!!!
    Ao ihany anie ilay tahotra fa izany hoe : rehefa hasesik’ilay vola dia manaonao foana e!

  12. Tsika mba mitafa eto ihany misy ngamba vakiana de misy tsy vakiana.
    Efa nteny aho teto hoe:misy antony ny nanomezana ny filoha Robinson miaramila ary misy antony ny nanamafisana mpiambina miaramila ny Cenit(mangataka ny mydago mba tsy hofafana ireny)

  13. Tsy misy azo antenaina izany tsony prd J.L.R,fa raha fanantenana zany Rasamy pokaty zany a ifanoratra eto isika
    Fa na tsika zao de midina andalam_be manery ny cenitatra @confrotation ary ny ces anafoana ny vaton’ny Hery na manaiky ny resultat eo

  14. Morondava efa hidina,Marovoay koa efa mietsiketsika,de mba manentana ny Fianar,Majunga,Tamatave ary tsika eto Tana sy Antsirabe???Toa resabe fotsiny nefa ny tanana efa maimbo zany hoe mbola azo efina e
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE ndao idina an_dalambe

  15. Mahafinaritra fa efa manomboka mahatsapa ny rehetra fa tsy misy afatsy lala-tokana ihany dia ny fidinana andalambe irery ihany. Tsy misy zavatra antenaninao amin’ny Cenit encore moins CES. Fanontaniana, fa mba firy moa ny solontenan’ny mouvance Ra8 ao amin’ny CES hoy ianao? Deux maximum de rehefa rakitra ny tsanga-tanana dia resy. Mbola averiko foana: »Io fahefam-poza io dia nangalarina tamin’ny fomba mamohehatra, mamoafady. Dia mihevitra ve ianao fa homeny anao amizao fotsiny io? ». Za dondrona ity tsy mino izany velively, tsy maintsy miady, miady hatramin’ny farany raha tiana ny handresy. Ny akoatr’izay bla, bla, bla. Hatramin’izao anefa ny conference de presse rehetra ny mpitarika pok’aty tsisy percusiion mihintsy. Ho ahy manokana na nisy ny halabato na tsy nisy, mila arodana teo ireo HAT ireo Point barre!

  16. TENA RESY NAMA NY ZANAK’I DADA LE AZA A! HITA HOE TSY TANTIN-DRY ZAREO LE RESY NEFA MOA NY CHIFFRE EFA MAZAVA BE! AZA MANODY TOKOA ALOHA NY TOA AN-DRY ZAREO E!

  17. Nareo mpiasa ao @ Radio Viva ao ry Denise dia tena mampihomehy mihitsy a! Ao @ Radio Viva ao zany nareo mpiara-miasa ao mioraka be sahala @ izany?

    Dia rehefa lany ny anareo dia mba asaivo raofiny kely ny fako misavovona be ao Besarety sy manerana ny Tanàna mihitsy .

  18. @nay ry Denise zay rehetra namadika ty firenena ty ka nahatonga an’i Madagasikara voazanaka de mila fongorina na de tsy nandray anjara aza fa mankasitraka ohatr’anao io.
    Zay no itiavanay an’i dada tsy nanaiky ho zanahana

  19. Ho antsika zay mpitarika eny @magro,tario ny olona idina an_dalam_be anery ny Cenitatra anao COFRONTATION ary anery ihany koa ny CES andray ny fitoriana sy ny fitarainana rehetra,fotoana zao ry malagasy:SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE IDINA AN_DALAM_BE

  20. Itodika kely any @ ing RABETSAROANA Sylvain ny tenako indrindra ing maitre Hiavoko.
    Reo 40000 nampanatenainao fa hoamparitaka any @bureau de vote ve tsy mba naita alatra mintsy e??Sa nentaninkafanam_po fotsiny teny @coliesium ka nitenteny fôna???

  21. Toa tsy nisy tatitra no tsy nandrenesam_peo mintsy,entano zareo ho eny @magro anio de mba asio tatitra fa olona 40000 ve de tsy naita fraude?
    Ary toany ny tolom_bahoaka mba ho M/ra afaka tokoa.
    SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE ary mijoroa @fahamarinana

  22. Tsara ihany ny manamafy eto fa tsy maintsy toherina hatr@ farany ireto fozaorana ireo. Tsy tonga anefa dia midina an-dalamba fa ho tifirin-dry jly ravalomanana sy florens rakotomahina eny fotsiny. Ny aty atao aloha dia eo @ lafiny ara-pitsaràna, izany hoe mikasika ny lalàna, dia eo koa ny ady @ fifandraisana @ ireo any ivelany, na ny diplomasia, ary farany dia ny ady eny @ aino aman-jery. Ireo aloha no tokony hatao tsara sy mafy alohan’ny hidianana an-dalambe ary tsy hoe iray volana ireo vao vita fa eo @ herinadro mahery kely eoeo , ary mila atao mafy.
    Any @ fiandohan’ny taona kosa dia tokony efa voahomankomana ny rehetra raha mbola miziriziry ny CES sy ny CENI-T ary avy eo vao MIRAKA midiana an-dalambe daholo ny eran’ny Nosy fatsy any @ toerana vitsivitsy irery. Mila ihany koa ny vahoaka fanampiana avy any @ miaramila, fa tsy maintsy handriaka ny rà, Raha vai misy ny fidianana an-dalambe satria ny miaramila foza tsy maintsy hanohina an-dRajoelina.

    Aza hadinoana koa fa efa nanomboka ireo ady voalazako eo ambony ireo, ary isika mpanohana kosa dia tokony tsy hamela mihitsy fa hanamafy ny tolona foana any @ toerana iay misy antsika tsirairay avy. Tsy fanao ny hoe aleo ny hafa no hanao, fa izahay mijery. Mandray anjara na dia @ tandrifinao fotsiny aza, ary na kely toy inona aza, fa ny erikerika no maha tondra-drano.

    reha tsy mihaina ny fitarainana avy @ i Brian Currin ny foza dia efa akaiky izay ny fidinna an-dalambe.
    Aleo koa lazaina dieny izao fa raha izay no hisy dia ho guerre totale no hitrange, izany hoe tsy voatery hifanatry tava @ miaramila ny olona fa samy mamely avy any aoriana daholo sady mihetsiketsika… Tsy maintsy entanina @ izany ny olona raha mbola mitetika ny hitondra fanjakana ny foza.

  23. Tsara ihany ny manamafy eto fa tsy maintsy toherina hatr@ farany ireto fozaorana ireo. Tsy tonga anefa dia midina an-dalamba fa ho tifirin-dry jly ravalomanana sy florens rakotomahina eny fotsiny. Ny aty atao aloha dia eo @ lafiny ara-pitsaràna, izany hoe mikasika ny lalàna, dia eo koa ny ady @ fifandraisana @ ireo any ivelany, na ny diplomasia, ary farany dia ny ady eny @ aino aman-jery. Ireo aloha no tokony hatao tsara sy mafy alohan’ny hidianana an-dalambe ary tsy hoe iray volana ireo vao vita fa eo @ herinadro mahery kely eoeo , ary mila atao mafy.
    Any @ fiandohan’ny taona kosa dia tokony efa voahomankomana ny rehetra raha mbola miziriziry ny CES sy ny CENI-T ary avy eo vao MIRAKA midiana an-dalambe daholo ny eran’ny Nosy fatsy any @ toerana vitsivitsy irery. Mila ihany koa ny vahoaka fanampiana avy any @ miaramila, fa tsy maintsy handriaka ny rà, Raha vai misy ny fidianana an-dalambe satria ny miaramila foza tsy maintsy hanohina an-dRajoelina.

    Aza hadinoana koa fa efa nanomboka ireo ady voalazako eo ambony ireo, ary isika mpanohana kosa dia tokony tsy hamela mihitsy fa hanamafy ny tolona foana any @ toerana iay misy antsika tsirairay avy. Tsy fanao ny hoe aleo ny hafa no hanao, fa izahay mijery. Mandray anjara na dia @ tandrifinao fotsiny aza, ary na kely toy inona aza, fa ny erikerika no maha tondra-drano.

    raha tsy mihaino ny fitarainana avy @ i Brian Currin ny foza dia efa akaiky izay ny fidinana an-dalambe.
    Aleo koa lazaina dieny izao fa raha izay no hisy dia ho guerre totale no hitranga, izany hoe tsy voatery hifanatry tava @ miaramila ny olona fa samy mamely avy any aoriana daholo sady mihetsiketsika… Tsy maintsy entanina @ izany ny olona raha mbola mitetika ny hitondra fanjakana ny foza.

  24. POURQUOI ???? POURQUOI ????

    POURQUOI M.Ravalomanana mandate t il , soit disant pour « aider » la mouvance , un conseiller juridique SUD AFRICAIN pour controler NOS ELECTIONS ?

    A mon avis il s’agit encore une fois d’une MALADRESSE DE FOND !!!!!!!!!
    Il suffit d’avoir écarter NAIKA !

    S’agissant d’affaires malgaches , à traiter sur sol malgache ,
    pourquoi ENCORE UNE FOIS , ne pas :

    ==> faire appel à RAYMOND RANJEVA (experet juridique de droit public)
    ==> ET à NAÏKA ( qui a une parfaite connaissance des arcanes politiques nationaux )
    ==> le droit anglo saxon (d’Afrique du Sud)(droit accusatoire et droit coutumier) est différent du droit malgache (inspiré du droit français , lui même inspiré du droit romain)
    ==> sans compter les DIFFICULTES DE LA LANGUE ( en droit les termes ont un sens très précis et il faut bien manier les nuances de la langue française ou malgache )

    Monsieur le Président vous prenez délibérément la RESPONSABILITE D’ENVOYER LA MOUVANCE DANS LE MUR , par avis trop personnel ou en étant mal conseillé,

    => vous n’avez plus le DROIT A L’ERREUR !!!!!!!

  25. POURQUOI faira appel à un conseiller juridique SUD AFRICAIN ???

    ==> Il y a la barrière de la langue (en droit les termes ont une signification très précise : il faut maitriser les NUANCES linguistiques)

    ==> l’Afrique du sud applique le droit anglo-saxon , différent du droit français dont est issu le droit malgache

    ==> de surcroit le code électoral relève du DROIT INTERNE qu’un Sud Africain ne connait pas et maitrise encore moins , même s’il y a traducteur !

    ==> LE TEMPS URGE : ON N’A PLUS DE DROIT A L’ERREUR

    ==> POURQUOI ne pas faire APPEL POUR CONSEIL ET SURVEILLANCE A :
    * Raymond Ranjeva (spécialiste de droit public et diplomé de science po)
    * NAIKA extrêmement rodée et ayant parfaite connaissance de la vie politique malgache

    Je ne serais pas désagréable , ni accusatoire pour que mon message puisse passer…….

  26. ANTSO AVO NO ATAO AMIN’NY MIARAMILA: « TANDROVY RY ZALAHY NY FANDRIAM-PAHALEMANA! ATAOVY MAHITA FAISANA NY MPANAKORONTANA! RAISO NY ANDRIKITRAREO FA MITADY HIKOTRIKA ADY AN-TRANO IREO TSY MAHATAHO-TODY SY TSY MAHATANTY NY FAHARESENA IZAY EFA HITA MIAHARIHARY SY TENA MIEZINEZINA! AZA MISALASALA IANAREO MPITANDRO FILAMINANA HAMONGOTRA HATRAMIN’NY FARANY IREO MITADY HIKOMY, TSY MAHAY MANAJA NY DEMOKRASIA! RAISO NY ANDRAIKITRA RY MIARAMILA FA MIARAKA AMINAREO NY VAHOAKA MARO AN’ISA TIA FIVOARANA SY FANDROSOANA »

  27. Ny antony idinana an_dalam_be ne ny mba anerena ny cenitatra anao cofrontation,ary anery ny ces andray ary andinika ny fitarainana sy ny fitoriana,ra vitatsikareo d’efa manana contrainte amitsika zareo ho mora2 kokoa ny fifandonana @izay…

  28. BRIAN CURRIN est loin d’être la personne idoine pour gérer notre problème à caractère purement NATIONAL

    *problème de langue(le droit utilise des termes insusceptibles d’interprêtation : il faut MAITRISER LA LANGUE (un interprête ne suffit pas)

    *problème juridique tout court :
    ==> l’Afrique du sud pratique le droit anglo saxon
    nous : le droit français
    ==> il s’agit de DROIT INTERNE et Brian Curry risque fort l’ERREUR D’INTERPRETATION dans la connaissance des principes juridiques applicables en l’espèce.

    **Pourquoi ne pas avoir la SAGESSE ET l’HUMILITE de faire APPEL A R.RANJEVA , le meilleur expert qui soit à Madagascar en droit publis et science politique ?

    **Pourquoi pas COUPLER Ranjeva avec NAIKA qui a une parfaite connaissance des arcanes politiques nationaux

    NE NOUS SUICIDONS PAS PAR ENTETEMENT ou amour propre qui dépasse l’ entendement
    lorsqu’il s’agit d’appliquer un PLAN ROUGE !!!!!!!

    ROUGE car la date limite du 31 décembre c’est demain !!!!!!!!

    ATTENTION AU SUICIDE POLITIQUE !

  29. Njara

    je confirme mes appréhensions

    Brian Curry est brillant expert pour les affaires INTERNATIONALES

    Il n’a aucune aptitude EN DROIT INTERNE

    Tout comme Hanitra n’a pas de grande aptitude en droit PUBLIC

    IL Y A ENCORE MANIFESTEMENT :

    ERREUR DE CASTING

    par méconnaissance , ou entêtement ou méfiance pour Ranjeva ????
    A mon avis Ranjeva souhaite aussi le retour de la LEGALITE,sans pour cela cautionner les relents de Républiqye bananière…

    Sans commentaire pour ne pas bloquer mon message …mais des sento sento !!!!!!

  30. Ny mouvance Ra8 manko nilaza fa efa nametraka fitarainana sy fitoriana ankilany ny ces milaza fa tsy mbola naharay fitoriana na fitarainana.
    Ka na efa nametrak’aza ny mouvance afaka aninona tsika refa milaza izy fa tsy izany fitoriana izany

  31. Ny resaka aino amanjery zany ndray mande hoazy zany ry Lazalazao an!Ny diplômasia any aoriana izany azo atao e.
    Tsika ne teto nanara_dalàna fône e,zay mahatonga izao zavamisy zao.
    Jereo ko ry Denise veti2 eo d’efa lasa generale ko,mibaiko ny tafika..

  32. Randrianina :

    il faut s’attendre à tous les coups : dont les (pseudis) VICE DE PROCEDURE

    Il faut déposer les requêtes par un MEMBRE CONNU de la mouvance :

    ==> en MAIN PROPRE

    ==> AVEC ACCUSE DE RECEPTION DÛMENT CACHETE ET DATE

    ==> ET EN PLUS PHOTOGRAPHIEER LES RECEPIENDAIRES !!!!!!!!

    Comme dans les mauvais films d’espionnage !

    Nous nageons dans une république putschiste et bananière : ne JAMAIS L’OUBLIER !!!!!

  33. Amono an_tsika de zany ve de ilana procedure bedebe,raha zaho mintsy àry tsy mila an’io manampahaiza momba ny lalàna io,eto an_tanàna maro nefa andefasana azy koa aty, hiteraka lonilony eto fotsiny

  34. Za ne GBD manaiky fa lay hevitry Lazalazao no itako hoe milona be e.
    Atao le izy miaraka @vahoaka,fa refa tonga eny de solo_tena no miditra ao,
    Fa raha hoe:hiandry ny resultat ka ra sanatria vatsipaka am_bava fo eo vao amory vahoaka tsy hisy amaly eo

  35. APPEL A JLR

    Docteur ,

    la population place son espoir EN VOUS , en VOTRE PERSONNE

    SVP

    affichez votre personnalité , votre APTITUDE à exercer la responsabilité suprême du pays!

    AFFIRMEZ VOUS EN PRENANT PERSONNELLEMENT la RESPONSABILITE de :

    ==> faire APPEL A RAYMOND RANJEVA pour vous aider juridiquement dans la gestion des requêtes(spécialiste de DROIT PUBLIC , DE DROIT INTERNATIONAL ET DE SCIENCE POLITIQUE)
    ==> avec la collaboration de NAIKA pour conseil politique

    Brian Curry n’a aucune connaissance de notre DROIT INTERNE et techniquement en droit international : il a un CV qui n’égale pas celui de R.Ranjeva !!!!!!!!!!!!
    C’est comme si vous acceptiez Dominique Strauss Khan ou Rolland Dumas spécialistes en droit des affaires international……..

    POURQUOI VOUS PRIVER DE COMPETENCE NATIONAL ??? NATIONAL !!!!!!!!!!!!!!

    Fidélité ne signifie pas inexistence …lorsqu’on brigue la première responsabilité du pays…

    Il faut VOUS AFFIRMER POUR QUE LE PEUPLE AIT CONFIANCE EN VOUS…
    A moins que ……………………..???????????????????????????

    DOMMAGE DOMMAGE DOMMAGE !!!!!!!!!!

  36. Randrianiana,
    Il faut gagner la bataille diplomatique, si la C.I, par exemple ne reconnaitra pas le resultat du CES, les fozaorana seront coinces. Mais de leurs cote, il y a la France qui force le passage et fait du lobbying. C’est la cle de la reconnaissance.
    Puis la bataille jurique, Brian Curin peut apporter quelques choses, en particulier le volet international de l’affaire et surtout à propos du savoir en matière éléctorale. Il, Brian Currin, a déjà fait ses peuves en Irlande, et dans d’autres pays. Si l’affaire se passe entre malgache, les fozaorana feront semblant de ne pas l’écouter, d’oùl’importance de l’international.

    Enfin, avant une déscente dans la rue, il faut une légitimité reconnue, c’est aussi la raison pour laquelle il faut gagner les trois (juridique, Diplomatique, Mediatique)bataille.

    Denise vient de confirmer ce que les fozaorana puissent comprendre dans la crise malgache.

  37. Randraniaina

    tsy mihandry résultat hiany ,
    y tsara eto an toerana , fa tsy vahiny ( pour faire « ZOLY »)

    Tsy mety mampiseho taratasy i M.R. hoatry « baiko » ny sefo

    Tokotry mampiseho ny mahahizy azt kaloha i JLR ( pour plus de drédibilité)

    Poindre efficacité et éluder le baroud !

    C’est comme en compétition sportive il faut savoir jouer GAGNANT

    Mettre l’attaque avant la défense : NE PAS LOUPER LES BONNES REQUETES avant le 31 décembre avec les meiulleurs conseillers (RANJEVA + NAIKA !!)

  38. lazalazao

    Irlande = DROIT ANGLO SAXON comme l’Afrique du Sud

    Ne pas oublier que la discipline première de Ranjeva est le DROIT INTERNATIONAL!
    Il a en plus excellente maitrise en DROIT INTERNE PUBLIC (dont relève le code électoral) et il a fait parrallèllement à son agrégation scirence po !!!!!!!

    Ajoutons son expérience international au TIP !!!!!!!!!

    Je répète : je regrette la préférence à un juriste de droit saxon à un juriste de droit public interne(droit malgache d’essence française , de droit romain) et international à coupler avec un personnage politique haut en couleur : NAIKA

    NE NOUS PRIVONS PAS DE COMPETENCE NATIONALE , dans une crise politique essentiellement nationale…

  39. A propos de Denise, elle a envie de crier à haute voix. Je ne comprends pas pourquoi la Radio Viva n’est pas suffisante pour cette dame pipi étant donné que cette pute travaille à la radio viva.

  40. Cette dame pipi à l’air d’une prostituée qui se trouve au bord de la rue et crie fortement aux hommes d’aller avec elle.

  41. Pr Rakotomanana explique clairement le rôle de la CES et la loi sur laquelle elle doit se baser pour prendre sa décision.
    La question est: la CES2 va-t-elle appliquer la LOI ou bien fera-t-elle comme la CES1 en avançant des raisons politiques?

    http://www.youtube.com/watch?v=Tfk7Ucs_VMM#t=0

    Ceux qui ne comprennent que le français pourront écouter à partir de 29:30 car une partie de cette explication s’est aussi faite en français.

    Attendons le suspens!

  42. Lay »resultat »nampanantenaina hoe: »2jrs »ve zany lasa « 2semaine »sa ahoanee?Toa tsisy resultat mitsy mantsy
    Sao dia lasa Mailhol hoe:2013 kay lasa 2023 fa tsy hitany tsara
    Asehoy vahoaka hoa fa ze nampanantenana dia VITA

  43. Antso avo no atao amin’ny mouvance Ravalomanana, aoka izay.Aza ataonareo kilalao ny vahoaka mpanohana an’i Marc Ravalomanana.Efa fantatra izao fa tsy misy hirarahian’ny CENIT na CES izay fangatahanareo rehetra ireo na i Brian currin aza koa mbola manao fihetsiketsehana ihany.

    Ho an’Andriamatoa Marc Ravalomanana, fahendrena ny manaiky ny vokampifidianana.Jereo ny orinasanao TIKO.Rehefa i Hery vaovao izany no nofidimbahoaka dia izay ny safidimbahoaka noho izany tomponandraikitra amin’ny safidiny ny vahoaka.Karakarao amin’izay ny orinasa, ny fianakavianao fa ho hitanao fa ho maivana be ianao.Tsy hanana pression intsony ianao manoloana ny vahoaka satria vita ny adidinao.

  44. Illuminati7
    Enao mizakazaka fahatany,heverinao fa mora ny miady @devoly aotranao io mitafy zanak’ondry nefa amboadia
    Ny anafoana ny Ravalomanana no tanjonareo,teo ary krizy tsy anasa ny vahoaka tsy navela nosakafana ny TIKO,vao maika tsy eto izy

  45. Hafatra ho antsika vahoaka mandala ny firenena tandâlana
    1_aza mety lemena @ tsaho,@ vola,@hery famoretana
    2_sahia ndao ho arovan-tsika ny safidi_tsika,zay nataon-tsika mba ho an’ny taranatsika
    3_aza mety ho ampitondraina fahantrana tsy mendrik’…

  46. ‘antsika fa tany lova avy @A/tra ty tany maro arena sarobidy ty ho ahy,ho anao,ho antsika ty nefa olom_bitsy no mahazo tombotsoa
    4_ndeha ho apetra-tsika @A/tra ny ady ataotsika,ka tsy anaiky fitahina isika,
    Mahereza homba antsika A/tra

  47. D’abord la mauvaise nouvelle

    CES :
    la Cour Électorale Spéciale dans sa décision n°25-CES/D du 28 décembre 2013 a rejeté la requête du candidat Jean Louis Robinson concernant la suspension de la proclamation des résultats partiels aux fins de vérification contradictoire des bulletins de vote non utilisés lors des élections, de confrontation et de vérification contradictoire des bulletins de vote utilisés. Faut-il rappeler que le candidat du Avana a effectué cette démarche face à plusieurs suspicions de fraude massive lors des élections présidentielles du second tour qui se sont déroulées le 20 décembre 2013

  48. Taratasy misokatra ho an’ny Mouvance Ravalomanana,

    Dimy taona izay no nisian’ny olana arapolitika teto Madagasikara.Samy niaiky na ny andaniny na ny ankilany fa tena lalimpaka tokoa ny olana sy ny fankahalana.Raha tsiahivina dia nanao ny ezaka mafy ianareo mba hampiverina an’andriamatoa Marc Ravalomanana.Hiaraha-nahita anefa ny vokany fa mbola any ivelany ny filoha, ianareo mpitarika migalabona tanteraka .Tsapa anefa ankehitriny tao aorinan’ny fifidianana fa tonga amin’ny fetra ianareo.Aoka izay ny fampandriana adrisa ny vahoaka izay tena mpitolona.Dia mbola hoentinareo amin’ny kizo ihany ve ny vahoaka malagasy.Mety hiteny ianareo mpitarika hoe ka i Marc Ravalomanana ihany no mahatonga an’izao.Azo ekena izany nefa ianareo no aty Madagasikara.Tsy misy tsy mahalala ny fihetsika ataaonareo sy ny teny avoakanareo.

    Mandresy tanteraka i Hery Rajaonarimampianina.Ny angatahanay dia aoka mba hanaiky izay vokatra eo ianareo , aza omenareo fanantenana intsony na ny vahoaka na Mr Ravalomanana Marc.Lazao azy ny marina mba ahafahany maka fanampahankevitra.

    Eto ihany koa izahay dia mangataka aminao andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana, fahendrena tanteraka ny manaiky izay vokatra hivoaka eo.Fahendrena tanteraka ny fiarahabana izay filoha ho lany eo.Raiso antanana amin’izay ny ho avinao sy ny fianakavianao samy irery.Mino sy manantena anefa izahay fa afaka fotoana fohy dia afaka ny hiarahiasa amin’ny malagasy tsy vaky volo ianao na ny fianakavianao.

    Mafy be tokoa ny hery etsy ankilany.Betsaka ny mpamadika, izay no mahatonga ahy mangataka aminao hoe fahendrena ny manaiky izay vokatra hivoaka eo.

    Maro ihany izay soratra nalefako izay , ka mino aho fa misy ho raisinao ihany ny teny.Aza raisina ho fankahalana no hitenena izany fa tena olona mpitolona tokoa nanomboka ny taona 1999 na dia tsy fantatrao aza.

    Misaotra Tompoko.

  49. sokafy ny gazety i Zano na radio Viva rééééé

    sefo rediredy !

    izahay manana boules Quiès !

    Ary i dada tsia badoinareo !

  50. Namana Randrianiana,
    Ny mikasika ny fanaovana famarianana sy fampitahana izany dia tsy azo handrasana intsony satria efa namaly io ambony io ny CES mila mitady lalan-kafa haingana alohan’ny 9 janvier 2014 daty hilazan’ny CES @ fomba ofisily ny vokam-pifidianana. Fantatra dia fantatra fa mitongilana ny CES (nanala an’i neny, Tsy nanasazy ny halatra nataon’i fery t@ fiodianana voalohany ary izao tsy fandraisana ny fitarainan’i JLR izao ) Saingy izay aloha ny toe-javatra tsy maintsy hiasana izao:

    Ny @ Brian Currin kosa indray dia efa nisendra ny tany Kenya, Espagne, Irlande sy Colombie koa izy ka ny asa nakinina taminy teto madagasikara dia, toy izao voalazany izao: « Mes actions s’inscrivent également dans le cadre de la sensibilisation de la communauté internationale sur la situation réelle à Madagascar. »
    Ary tsy nisy fanilihana Malagasy fa niara niasa t@ ministre Rolland Ravatomanga, Me Hanitra ary Me Radilofe izy. Zava dehibe tokoa izany satria misokatra any @ communauté internationale ny resaka. Ary efa nanao ny lobbying ny frantsay fa hanondro an’i Roland ratsiraka na i Rajoelina ho PM ary hametraka an’i fery ho prezida. Izay no sary omen’ny frantsay.

    Ny filoha Ravalomanana kosa dia nandray olona maro tao afrika atsimo ka an’isan’izany i Afrika atsimo sy Etazonia. Ny vokatry ny fihaonana ia ny hoe ataovy aloha ny fanaterana ny porofo eo @ CES, sy ireo lalana manara-dalàna, ka raha tonga ny fotoana tokony hidian’ny vahoaka an-dalambe dia vonona hanahana azy ireo firenena vaventy tsy miaraka @ frantsay, toy izao tsara no filaza ilay izy  » De son côté, Marc Ravalomanana aurait reçu les conseils de certains pays et instances internationales, selon une source au sein de sa mouvance. L’exilé d’Afrique du Sud aurait été conseillé de suivre la procédure légale et d’écarter toute option de contestation par la rue.  »
    Raha toka ka mahaliana antsika eto dia ity misy lien , izay toerana fanagonam-baovao fotsiny ihany sy ahitana vaovao maro http://fr.netlog.com/tsimiamboholahy
    Tsy kivy iska fa tsy maintsy haita lalana foana.
    Ny @ resaka media indray dia tsarovy fa resy be dia be isika fa tsy manana aino aman-jery. Misy ihany ireo site tranokala toa an’ny Tananews na i mydago, ary koa ny gazety tahakan’ny Tia Tanindrazana, na http://fr.netlog.com/tsimiamboholahy fa mbola tsy ampy bedia be. Ka ny foza foana no milaza izay tiany @ Malagasy rehetra sy ny any ivelany, miaraka @ ireo tamba-zotra francafricain toy ny rfi, tv5 afrique sns…
    Tsy mandeha tsara ny seraserantsika ka mora mandaitra ny tsaho ary tsy miampita ny hafatra.

    Tsy kivy anefa fa tokony hiraka daholo isika rehetra hanohitra ireto fozaorana. Izaho manokana aloha dia tsy maintsy hanohy hatrany na ho izaho irery sisa aza.

  51. La dame pipi reste silencieuse pour le moment parce qu’elle n’a pas d’internet chez elle. A son arrivée à la radio viva lundi matin, elle sera bavarde car elle a à sa disposition l’internet de viva.

  52. Lazalazao

    la requête pour la suspension de publication PARTIELLE est rejetée par le C.E.S. me semble relativement aisée à comprendre : difficile de stopper une procédure REPUTEE REGULIERE en marche ,
    mais refuser l’affichage des données FAUSSES ou FRAUDULEUSES : oui , à la condition expresse d’en donner les preuves irréfutables.

    Il ne s’agissait pas de contestations de résultats partiels précis relatifs à tel ou tel B.V. , enfin juridiquement : y a t il ou non des requêtes relatives à des FRAUDES AVEREES PAR DES PREUVES TANGIBLES concernant tel ou tel B.V.?

    Il s’agit essentiellement de FAITS MATERIELS A PROUVER et non de défaut de procédure…

    Me Radilofe ( diplomée de droit CIVIL et non de droit PUBLIC ! Hanitra aussi je pense)) est un ami de PROMOTION de Raymond Ranjeva
    ===> SVP SVP ne peut il l’appeler à la rescousse ……mettant de coté quelque PROBLEME d’EGO que ce soit
    ===> il s’agit d’ËTRE REALISTE ! confier l’affaire à un VRAI spécialiste de DROIT PUBLIC ET INTERNATIONAL (intéressant pour le volet international avec ou sans Brian C.)!

    ==> hiangaviana mafy tompoko ö!
    Nous n’avons plus le droit de faire la fine bouche

    Nous N’AVONS PLUS LE DROIT A L’ERREUR

    Les BLA BLA laisse approcher le 31 décembre

    Bien qu’il est su q’un décision en la matière ait un effet rétroactif.

    MAIS LE MAL SERA FAIT !grace à l’entêtement ou l’orgueil…

    Les putschistes et affidés sont en place , gérant avec vice tous les rouages de l’ETAT (qui n’est plus de droit et le resterait ans de plus ???

    AU SECOURS !!!!!!!!!

  53. Bayern

    tianao marina ny anara-batemy dame pipi ity an ?

    trary ny taona é !

    hiverina marina miasa eto izy io alatsinainy !!!!!!!!!!

    dame pipi en chef izy zao !

    andahatra lesona fozakely !!!!!!!!!

  54. GBD
    Oui la CES a rejetté la reaquête que voici https://drive.google.com/folderview?id=0B4fdzwsiky8IaXRFVmpVdmJvSFU&usp=sharing
    Il y a d’autres requêtes pour la disqualification de fery et aussi à propos de la législative… mais je crois que kotozafy va les écarter aussi.
    En revanche; B.Currin a mis l’accent sur la sensibilisation de la C.I, là il y a une petite chance, mais vraiment petite car les américains ne sont pas prêt a faire autant que la France concernant la crise Malgache. Pour l’instant il n’y a que ça. Mais après le 9 janvier 2014. Fery sera proclamé président de mes deux. Là, il faut tous descendre dans la rue , partout à Madagascar. Autrement dit, préparons nous à une prochaine descente dans la rue. Mais cette descente doit être préparée, médiatisée, avoir une légitimité politique et accomplie qvec stratégie, c’est la seule chance de réussite.

  55. Efa tenenina fôna ty illuminati7 ty fa heee,ny oditr’akondro ihany no atsipiny,@hevitra botolonao io zany mievitr’ianao fa tsy manao tatitr’any Neny PM?? Tsy mahalala ny zavamisy
    Lazalazao,zay matong’ahy iteny hoe:ndao idina an-dalam_be…

  56. sady mande ny tsindry miarak’@vahoaka no aterina ihany ny fitoriana sy ny fitarainana
    Ra tintsika ny andresy isika de zay ny lalan_tokana ivoahana,ary aza de manantena be ny Amerikana zany fa Obama democrat Rajoelina ko milaz’azy democrate…

  57. Milaz’azy sarotiny @zon’olom_belona ny Amerikana,ts’ireny t@ 2009 reny ve tena fanitsakitsahana ny zon’olom_belona ina mba nataon’ing Obama resak’ambony latabatra fotsiny??Ny anjaranay vahoaka aloa zao de miaro ny safidinay,anjaran’i prd Ra8 & JLR…

  58. Ny resaka diplômasia,fa reo depute lany teo reo no tokony hitarika sy isolo_vava ny vahoaka @safidiny nahodina,zao ianareo d’efa miasa ampiasao ny pouvoir nomen’ny vahoaka anareo aza misalasala SAHIA MANAO DINGANA LEHIBE

  59. Lalan_tokana ivoahan_tsika ny fidinana an_dalam_be,
    Ka tsika ra miandry resultat eo de aza mieritreritra fa hisy vahoaka hoavy eo,efa reraka ne ny vahoaka e!Volontair an’i Rajoelina zay mba tsy avitan’ny vahoaka mgrevy ela be
    Veleso ny vy de mafana

  60. D’accord. Vonona ireny vahoaka be Antsonjombe t@ fara-doboka ireny. Ampahany fotsiny ireny fa tokony atsangana ny komitimpirenena miaro ny safidimbahoaka ahitana ireo olombe eto @ firenena , à savoir: -Kaleta ; -Général Camille VITAL; – RANJEVA (juriste);-Ireo candidats rehetra t@ 1er tour ka miaraka amintsika; – Hetsiky ny mpitondra fivavahana. – Ireo mpitarika partis politiques mpiara-mitolona (Manandafy, Rabetsitonta…etc). @ 02 janvier tokony efa hita ny lalankizorana ny @ tolona….sns…sns… Lasa izao izany e!

  61. Hatraminizao aloha isiaka no mitarika ka tsy hitako izay mampikoropaka antsika, mbola averiko minoa fotsiny ihany, manàna finoana

    ATY JERENA

    Blog / Résultats Magro : 52,72 % pour Jean Louis Robinson

    il y a 12 heures

    Résultats Magro : 52,72 % pour Jean Louis Robinson
    déc 28th, 2013

    Suivant les résultats provisoires affichés hier à 19 h au QG du candidat Jean Louis Robinson au Magro Behoririka, ce poulain de l’ancien président Marc Ravalomanana mène avec 52,72 % contre 47,28 % pour le candidat Hery Rajaonarimampianina. Les résultats de 13 017 bureaux de vote sur 20001 ont déjà atterri dans ce QG. Le candidat présenté par le parti « Avana » a obtenu 1 355 112 voix contre 1 215 097 voix pour le joker de la force nouvelle. C’est-à-dire un écart de 140 015 voix. A noter que malgré les résultats provisoires partiels publiés à Alarobia, le candidat Jean Louis Robinson persiste sur sa victoire à l’issu du second tour de la Présidentielle du 20 décembre dernier.

  62. Araka ny fahitako,azy 47%~53% no valiny omen’i CENI-T .Dia tsy hisy fampitahana PV na fijerena ifotony ny fanisam-bato. Ilay Be-triche anefa niaiky fa nisy tokoa ny tsy nety fa ho lazainy indray izao ao aoriana kely ao fa kely loatra izany ka tsy hampiova ny voka-pifidianana.

    Aoka isika hiomana @ fidinanana an-dalambe, ary efa fantatra fa tsy maintsy hifandona @ EMMOREG. Enga anie ka hijoro ireo miaramila tsy manohana ny mpanogam-panjakana.

  63. Ô Rasamy a!
    Aza de amaivanina otrizany ny resaka,fantatra fa mandresy isika aty @QG fa tsy isika mihintsy no mamoaka ny vokatra
    « Finoana tsy arahin’asa Rasamy maty momokaa »,dia hoy ny fahendren’ny Ntaolo hoe: »matoritory anaterako hena »

  64. Lazalazao
    Zay matong’ahy hiteny zao hoe ndao idina an_dalam_be,anery ny cenit anao cofrontation,anery ny ces andray ny fitarainana,fa raha miandry ny resultat isika vao hietsika,androany ahy miteny @nao f’efa voahomana ny paika & strategie…

  65. Efa miandry anao ao ny gros bras anamaimbo ny tolona ataonao,ra miandry ny resultat moa isika de ho avy ny miaramila amely satria hoe:tsy manaiky resy isika(nefa fifidianana ara_pomba demokrasia)

  66. gbd:
    tu suis le cours des choses?
    les manifestants de Morondava sont dispersés par les terroristes force de l’ordre au solde des putshistes au pouvoir
    une fois Pr Ranjeva & fille ont été incarcerés à Antanimora, par la suite ou après avoir été auditionnés par général de la gendarmerie Risara BOMBE à Antanimora

    france s’évertue de se moquer de nous par l’interméd de dj
    ses supporters internationaux de concert avec

    c’est éloquent: pure et simple ===> fHery MPAMORETANA

    alors?:
    INTIMIDATION
    TERRORISME

  67. Tsy mety lazaina sy hanambarana zavatra mihiotsy ny vahoaka malagasy, tsy misy hirarahian’ny CENIT na ny CES an’izany fangatahan’ny mouvance Ravalomanana na i Brian currin izany.Tsy misy.
    Ny CT hilarion hono mangataka ny hanafoanana ny candidature ny Hery vaovao.Aoka re e!Tena mihevitra ny gasy ho adala, mihevitra an’i Andry Rajolena ho adala, mihevitra ny CENIT ho adala, mihevitra ny CES ho adala.Iza aminio milaza an’izany ao amin’ny MAGRO sady tapaka ihany ny tsinainy hoe andraso fa hiteny zavatra mampime aho.Izaho raha atao hoe ridicule tsy maninona fa za mahazo vola be.

  68. HoAiza

    Bien sûr nous avons affaire à des terroristes de plus GANGSTERS DE TYPE DUVALIERISTE

    raymond et sa fille en eu le goût amer : Antanimora notamment

    Mais je connais trop Raymond : son intégrité intellectuelle et ses convictions patriotiques n’en seront pas pour autant ébranlées
    Parler lui d’acte de RECOURS COMMUN pour sortir NOTRE PATRIE de la misère et de l’obscurantisme…..
    NE PAS LUI PARLER D’ENRÔLEMENT POLITIQUE, mais d’une demande d’aide , de CONSEIL.

    On dit : « CHAT ECHAUDE CRAINT L’EAU FROIDE »
    ===> MAIS ESSAYER quand même de l’avoir de notre coté , dans notre lutte avec conviction d’obligation de salut public !!!!!!!!!!

    Et là , je rejoins parfaitement la suggestion de « Malagasy misaina » plus haut :

    ASSOCIER au sein d’un COMITE (national ou de salut public ) :
    => KALETA
    => j’ajouterais NAIKA , notre combattante de haute volée , une grande DAME politique
    => le général VITAL
    => Raymond RANJEVA (compétence juridique de droit public et international incontestable + casquette science po et expérience au T.I.P.)
    Il peut recontacter les réseaux professionnels de san expérience au T.I.P.
    Je sais qu’il est CRAINT par les putschistes qui essaient de se refaire une virginité à travers ces élections ….
    Mais s’ils devaient rester ce serait la vraie BERREZINA POUR LE PAYS

    Pire qu’avant , car ils auraient l’onction du suffrage universel MEME VOLE (comme Ouattara soutenu par la France en Cote d’Ivoire)

    La FRANCE a toujours chercher A MATER LES PULSIONS NATIONALISTES , d’où son aversion pour M.Ravalomanana

    Pour le dictateur Amin Karzhaï en Afghanistan , le quai d’Orsay disait :
    ==>  » C’est un fils de pute ,
    …………………………MAIS c’est NOTRE fils de pute  »
    ==> cela est applicaqble à Hery , homme de paille d’un putschiste condamné par la cummunauté internationale

  69. rirama>>>>marina ary manaiky aho fa diso.Tsy maninona izany.Fa resy aloha ny zanaky dada, resy aloha ny mouvance Ravalomanana.Tsy tafody i Marc Ravalomanana.Mba miakiy ve ireo ao anaty mouvance sy ny lohandohampisorona ao anaty zanaky dada fa tsy nahomby ry zareo?Tsia, tsy miaiky ireo fa mola hoy ihany izy ireo hoe mandresy isika.Isika no ao anaty fahamarinana.Azafady, 5 taona izay foana no naverina tamin’ny vahoaka.Nisy fifidianana teo.Nandresy ny etsy ankilany.

  70. Frauder c’est VOLER

    Voler, frauder, flouer, TRUANDER = enfants chéris du tandem Hery/Rzajoelina

    les DECISIONS DE JUSTICE en matière électorale ont EFFET RETROACTIF

    LES fozas en ONT PEUR !!!!!

    Voilà, pourquoi le petit soldat Denise, illuminat, bogor à pseudos caméléonisés est mandatée pour PLEURNICHER au nom de leur RECONCILIATION SUR FOND DE FRAUDE MASSIVE……

    ENVOYEZ TOUTES VOS PREUVES AU Q.G. (photos, videos, contestations de signaztures voléesv , falsifiées (faux et usage de faux) ETC ETC

    RESTEZ TENACES ET EXIGEANTS DANS VOS REVENDICATIONS LEGITIMES

    TANDREMA MATORYTORY na VOAREBYREBY itony jiolay tsy maty manota itony !

  71. Ny mpahay lalàna ary ity mijery fotsiny mahita mpizara vola @’ny andron’ny fifidianana. Tsy manao n’inona n’inona koa vao maika olon-tsotra. Manankarena manam-pahaizana i M/kara fa mahantra manam-panahy. Mampalahelo!

  72. > Tovo : Tena marina ny teninao ary izaho koa dia nahamarika io indro kely io.
    Saingy efa azo alaina porofo mitohaka @ ny tendany izy @ ny voalazany ao @ io video io fa vavolombelona nahita fizarana vola hividianana safidimbahoaka t@ ny andro’ny fifidianana 20 desambra 2013 izany.

  73. Tsy hisy vahoaka sahy hitsangana izany eo hanohitra ny tsy mety.Indrindra indrindra tsy hisy mpitarika avy ao amin’ny mouvance Ravalomanana hitsangana izany eo, fa aleony ihany manao kabary tsy azo valiana ao amin’ny MAGRO.
    Hidio io MAGRO io andriamatoa filoha fa lasa mampiteniteny foana ireo ao amin’ny mouvance Ravalomanana.

  74. Tout va très vite par nécessité

    En tout cas AUJOURD’HUI : mes appréhensions sont écartées suite à la conférence de presse de JLR :

    ===> Saraha Rabearisoa a très bien exposé la PANOPLIE DE FRAUDES DIVERSES du mouvement Hery/Rajoelina ( panoplie du gangster putschiste qui cherche à PLACER SON HOMME DE PAILLE)

    ===> L’intervention de Raymond Ranjeva fut brillante sur la nécessité de poursuivre l’ilégalité TOUS AZIMUTS , pour la « MANIFESTATION DE LA VERITE » , terme consacré en Droit.

    ===> Ajoutons la collaboration très apprécioable de BRIAN CURRIN

    ===> des requêtes en justice ont cours CONTRE TOUTES LES FRAUDES : les décisions de justice ont EFFET RETROACTIF !!!!!!!!!!!

    La lutte pour le retour REEL à la légalité est en bonnes mains :

    1) JLR n’a jamais fait partie de gouvernement putschiste…comme l’autre qui n’a pas l’air de le comprendre !!!!!!
    2) la lassitude populaire après 5 ans de misère et d’exactions sera difficilement contenue
    ==> et si cette lassitude devient argne suite à injustice ressentie
    ==> le déclenchement d’une GREVE GENERALE n’est pas exclu
    ==> une grève est un CONTRE POUVOIR CONSTITUTIONNELLEMENT PROTEGE dans toutes DEMOCRATIES !!!!!!!!!!!!!!
    ==> les observateurs internationaux ne peuvent la considérer comme illégitime
    ==> une grêve ne saurait qu’appuyer légitimement l’action de Ranjeva et Currin !!!!!!!!!

    Bonne année à tous , sauf aux putschistes et affidés (traitres à la Nation)

  75. illuminat exprime là une conception bien étonnante des droits de l’homme et du citoyen…

    Méthode préconisée pire que sous Ratsiraka (aussi despote , ,mais moins stupide)

    Méthode dignes des tsars de Russie envers leurs moujiks ou de Mobutu

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *