36 pensées sur “Présidentielle à Madagascar : Dr Robinson Jean-Louis dénonce des « fraudes massives »”

  1. Les sept « pêchés capitaux » du camp Ravalo

    Au fur et à mesure que les résultats, encore non officiels, du scrutin du 20 décembre tombent, on s’achemine vers une victoire du candidat du « Hery Vaovao ». Une victoire surprise pour certains alors que d’autres la disent prévisibles étant donné les erreurs commises par son rival lors de la campagne électorale du second tour. Ainsi, en premier, cette insistance d’accuser le candidat Rajaonarimampianina d’être un putschiste. Une insistance qui a fini par lasser, surtout avec la manière dont il l’a faite, à tout bout de champ et quand il se trouve à bout d’argument.
    Par ailleurs, les observateurs ont également constaté cette non-reconnaissance des échecs de Marc Ravalomanana dans la conduite des affaires pendant 6 ans, notamment la mauvaise gouvernance qui a été flagrante avec cet amalgame entre l’argent de l’Etat et son argent personnel, entre autres, qui a conduit la Banque mondiale et la FMI à suspendre leurs aides financières vers la fin de l’année 2008, c’est-à-dire, bien avant la crise.
    L’absence d’une vision et d’un programme fiable, sérieux a laissé entrevoir, d’autre part, un candidat qui ne maitrise pas les dossiers. En fait, il n’a eu comme slogan que le retour de Marc Ravalomanana et la reconduction du programme MAP, le Madagascar Action plan.
    Une autre bévue de Jean Louis Robinson, c’était de ne pas s’être présenté en rassembleur. Au contraire, il a adopté, à l’exemple de son mentor, une attitude belliqueuse et arrogante, ce qui a froissé les électeurs d’Antananarivo avec le résultat que l’on sait.
    Sur ce chapitre, d’ailleurs, beaucoup, dont ses partisans, n’ont pas accepté qu’il ait constamment traité et comparé ses adversaires à un animal, le « foza » avec notamment ce dérapage lors du bouquet final de sa campagne, à Antsonjombe. Cette autre erreur a eu des répercussions sur l’électorat des bas quartiers qui se sont sentis visés par ces propos « indignes d’un prétendant à la magistrature suprême ».
    En outre, la médiocrité de ses prestations lors des trois débats radiotélévisés a également pesé lourd dans la balance car il a été flagrant qu’il n’a jamais pu et su répondre d’une manière satisfaisante aux questions des journalistes. Parfois même, il semblait à côté de la plaque pour on ne sait quelle raison.
    En dernier et non des moindres dans cette énumération des raisons de cette défaite annoncée du candidat Jean Louis Robinson : il a oublié que la philosophie et les valeurs malgaches s’appuient sur le culte de Dieu et du Zanahary. A cet effet, toute autre forme de rationalité n’est pas encore acceptée par la mentalité des Malgaches. Ainsi, cet aveu d’appartenance à la Franc-maçonnerie a déçu bon nombre de chrétiens qui ont ainsi préféré ; soit reporter leurs voix sur Hery Rajaonarimampianina issu du FJKM, soit voter blanc, ou s’abstenir carrément d’aller aux urnes.
    Si nous comptons bien, ces erreurs sont au nombre de sept. Les « sept pêchés capitaux », peut-être, mais surtout le chiffre fétiche de Marc Ravalomanana, son mentor, mais qui ne lui a pas porté chance.

  2. Tout à fait d’accord M le politologue, ce qui est triste c’est que maintenant un grand mafia plusieurs fois divorcé avec un putschiste qui sera même 1er Ministre vont gouverner le pays. c’était éviter cela qu’il a fallu mettre en avant et non « Dada

  3. Rehefa mamaky an’i politologue dia toa te hilaza izy hoe les 7pêchés de ra8 !
    Tena pro ra8 aho ary nifidy hatramin’ny fotoana farany an’i JLR, fa @ maso tsy miangatra kosa dia nahatsapa ireto hadisoana roa ireto:
    1) ilay hevitra tsy manaiky dia avy eo manaiky dia isan’ny tena fototr’izao zavatra rehetra izao:
    -tsy maintsy hilatsaka, avy eo tsy hilatsaka;
    -tsy hanao fifidianana fa hanao boycott, avy manaiky hanao;
    -tsy manaiky fa légale ny candidature-n’i Lalao araky ny arguments rehetra naroso, ary raha nomena fotoana hanoloana azy,dia tsy nanaiky ihany koa fa izy ihany no natolotra; dia avy eo indray nanaiky ary nanolo azy nifidy an’i JLR;

    Mila fanomanana ela ary hatrany @ base sy ny toerana lavitr’andriana ny fifidianana, saingy lasa tsizarizary izany noho ireo antony rehetra etsy ambony izay nandany fotoana be tokoa.

    2) Samy mahatsapa ngamba isika hoe maninona moa no tsy avy @ ireo manampahaizana marobe hita nitolona hatreny Ambohijatovo depuis 2009 no notsongaina hanaovana plan B fa tsy olona tsy niraika ny @ izay hoe ho eny @ magro na hitarika ny mouvance ra8 eny @ sehatra mamaivay ? Sinon, rehefa tsy nieritreritra plan B dia tsy tokony niroso tamin’izay satria be dia be ny zavatra tsy voahomana fa lasa vonjy tavan’andro fotsiny. porofo mivaingana @ izany ny tsy fifehezana ny faritra maro miala ny ampovoan-tany.

    Fehiny: mila miady hatramin’ny farany raha feno sy maharesy lahatra ny porofo ary mavesa-danja manoloana ny nombre d’electeurs sur au moins 15 000 BV sur 20 000 (fa tsy 3000 fotsiny. Tokony hanomana kosa ny après 5 ans rehefa tsy hafaka hanao an’izay.

  4. MAMAHANA SAHADY NY MENA SOFINA.

    6h30>
    CONSEILS AUX VOYAGEURS :
    le ministère français des affaires étrangère estime que la période électorale est susceptible d’avoir une incidence sur le niveau d’insécurité dans la Grande île. « Rassemblements et manifestations sont à prévoir, des risques de débordements ne sont pas exclus », prévient le Quai d’Orsay.Date : 23/12/2013

  5. Ny valiny omeko any i politicologue.Miteny hianao woe les sept péchés capitaux du camp Ravalomanana, ny ahy indray dia ireo didy folo no hampisehoako anao io, ka anjaranao no mifidy woe iza aminireo didy folo ireo no efa nataony i Rajoelina sy ny tariny, tsy sanatriavina izaho woe mitsara akory.Ilay miresaka be tsy tiako fa amiko manokana aloha ampy angamba izay fampijaliana ny vahoaka tao anatiny 5 TAONA izay, NY FAHANTRANA, NY TSY FAHAMPIAN-TSAKAFO, NY FAHALOTOANA MITERAKA ARETINA TOY PESTA, SY NY SISA SY NY SISA TSY VOATANISA

    Tu n’auras pas d’autre dieu que moi.
    Tu ne te feras pas d’idole ni de représentation quelconque de ce qui se trouve en haut dans le ciel, ici-bas sur la terre, ou dans les eaux plus bas que la terre. Tu ne te prosterneras pas devant de telles idoles et tu ne leur rendras pas de culte, car moi, l’Éternel, ton Dieu, je suis un Dieu qui ne tolère aucun rival : je punis les fils pour la faute de leur père, jusqu’à la troisième, voire la quatrième génération de ceux qui me haïssent. Mais j’agis avec amour jusqu’à la millième génération envers ceux qui m’aiment et qui obéissent à mes commandements.
    Tu n’utiliseras pas le nom de l’Éternel ton Dieu pour tromper (ou de manière abusive), car l’Éternel ne laisse pas impuni celui qui utilise son nom pour tromper.
    Pense à observer le jour du repos (ou sabbat) et fais-en un jour consacré à l’Éternel. Tu travailleras six jours pour faire tout ce que tu as à faire. Mais le septième jour est le jour du repos consacré à l’Éternel, ton Dieu ; tu ne feras aucun travail ce jour-là, ni toi, ni ton fils, ni ta fille, ni ton serviteur, ni ta servante, ni ton bétail, ni l’étranger qui réside chez toi ; car en six jours, l’Éternel a fait le ciel, la terre, la mer, et tout ce qui s’y trouve, mais le septième jour, il s’est reposé. C’est pourquoi l’Éternel a béni le jour du sabbat et en a fait un jour qui lui est consacré.

    Seconde table de la loi relative au prochain

    Honore ton père et ta mère afin de jouir d’une longue vie dans le pays que l’Éternel ton Dieu te donne
    Tu ne commettras pas de meurtre
    Tu ne commettras pas d’adultère
    Tu ne commettras pas de vol
    Tu ne porteras pas de faux témoignage contre ton prochain
    Tu ne convoiteras pas la maison de ton prochain, tu ne convoiteras ni sa femme, ni son serviteur, ni sa servante, ni son boeuf, ni son âne, ni rien qui lui appartienne.

  6. Rasammy> raha te hamaly an’i politologue ianao dia aza dévier-na ny sujet-ny.

    Ny hadisoana teo @ camp ra8 no resahany, dia ny fanamafisana na tsia an’izany no tokony ho valiny. Ny ankamaroan’ny miditra eto dia tsy tia tetzamita ka tsy hitako izay mbola antony hanamafisana ny faharatsian’ny tetezamita izay efa iaraha-mahalala eto.

  7. Tsy marina kosa ilay Fitenenana mana owoe 3000 fotsiny ireo birao de vote nalehany délégué any i ROBINSON/RAVALOMANANA, manarakizany tsy misy intsony kosa izany woa afaka dimy taona no miomana, zao aza no efa mahazo ny valala be mandry dia tadiavinao woe afaka dimy, tsy angamba lasa valala be maty daholo, sa kosa tadiavinao hinana ny daholo ny rehetra???

  8. Tsy aiko lou ry zreo rah za no tsy mahay compte na aona aa;
    Raha mijery ny vokatra avoakan’ny CENIT isika amzao d zao mba
    zavatra tsikarotro,efa ho atsasaky ny BV no vitandry zareo
    ny vato azon’ny FOZA MANARAPENITRA efa 1million,za ne we
    raha atambaatra zany ny vaton’izy mirahalahy defa 2 millions
    d mba logik v zan,nefa mbol atsasany no vita a,d mety o tafakatra 5millions
    ne zany ny mpifidy e?nefa za natsikaritra fa niena b mihintsy ny taham-pahavitrihana
    tamin’ity.Rah manana ny archive 1er tour nareo d atovy ny comparaison neeee,teny tsy logik
    e,Mila jerena akaiky io zavtra io.

  9. Zao 5ans tsika tatezamitatra de ra sanatria ka manaiky isika fa Ing Hery no lany eo dia miditra tonelinamitatra indray.
    Ho an’Ing Koto ra tsy diso ah toa efa manodidina ny 8millions ny mpifidy a

  10. Vérouillée ilay fifidianana ry « politicologue » na maro dia maro aza
    ny marina @ ilay lazainao.

    Ny chefs de régions vao nosoloina haingana (ireo misy antony gravy be)
    ary ny kajinay tsy manome an’io vato soratan’i orange.mg io fa masiso be
    ity fifidianana indray mitoraka ity

  11. Inona izany izao no eritreretin’i Dr hatao satria mety hitsefotra ity raharha ity. Ny herim-pon’ny olona nitolona 5 taona no toa ho potika ao antin’ny fotoana fohy. Mbola tsy azoko ilay hoe manaiky izay ho vokatra avoakan’ny CENIT amin’ny maha mpanara-dalàna.

  12. tena any ny tranon’i Dada marina mafy. Izay vao tena zavamisy fa teo mbola revirevy foana. Tsy hanaiky mihitsy ireo mpanohitra. Azy ny fandresena. Tsy misy afatsy ny fiovana paik’ady sisa no azo ataontsika fa tsy hanohy ny hanara-dalàna lava izao; ny zava misy dia isika nandeha amin’ny fahamarinana foana, manara-dalàna foana na dia tsy misy mpanaraka afatsy isika aza ny lalàna. Nanaiky foana isika ary raha hitohy ny fanekena lava izao dia any ny tranon’i Dada. Ny mamangy azy any Afrika atsimo sisa no azo atao sy ny mivory ao Magro mihaino ny feonao mandritra ny dimy taona.

  13. Ny tena anisany olana t@iny fifidianana iny raha ny taty @distric Amparafa fotsiny de lay zanak’i dada mits no nailikilika,ka lasa tafiditra tao ny oul ti_kely & titena
    1_Ny fandraisan’azy tao Tanambe,Amparafa,Morarano Crôme ary tena nalaina mitsy…

  14. I Bodo ihira,Ambondrona moa de nalefa.Marina fa nandresy izy taty (79%)fa tsy tafita lay firaisankina nafaran’ny dada.
    2_Ary de maika ery reo oul reo aka ny volan’ny delegue d vote nefa ny anodina izany mahaika azy raha 15000ar/10000ar d lasa 5000ar

  15. Ny vahoaka mitaintaina, miferon’aina satria mafy dia mafy ny krizy vokatry ny fanonganam-panjakàna !
    Krisimasy ny andro, ary maro dia maro ireo izay sahirana sy lasa saina hoe, mba inona no homena ny ankizy sy mba ho atao sakafo satria fety hono izany andro.
    Etsy andaniny kosa, ny foza sady fery vao ho an’ny Firenena tonga ao Parisy androany maraina, hifety satria tsy mety aminy ny mifety miaraka amin’ny fianakaviany sy ny mpiray tanindrazan’aminy.
    Ny vola ve no tsy misy, ary ny Air Mad eo manome toky satria ilay fery vao, mbola PCA-n’ny Air Mad atramin’izao.
    Ekipa be mihintsy no niara-dia taminy tao amin’ny kilasy afera ( izy koa moa mpanao afera ihany ) !
    Tao anaty avion koa i Roland Ratsiraka fa niafiafy niaraka tamin’ny sarabem-bahoaka !

    Vaovao farany : Nanaiky ny hanao confrontation de PV i ramatoa Bea-triche hoy i LAZALAZAO izay !
    Dia ho hita eo daholo ny marina sy ny halatra nataon’ny foza !

    MIRARY KRISIMASY SAMBATRA HO AN’NY MPIARO NY ARA-DALÀNA REHETRA NA DIA IZANY AZA !
    ATAOVY MILAY NY FETY SATRIA ISIKA NO HANDRESY !

  16. 3_taty @ kaomina Morarano Crôme no tena nanjaka ireo ary misy porofa zany
    4_natoky tena loatra ny candidat avy @mouvance Ra8 & ny AVANA ka tsy mba nanantona ireo zanak’i dada ifotony ka de resy soamatsara soa fa tsy mapar ny lany,…

  17. Ty ne na hoatao ar ny cofrontation,PV ef fôpla daolo ny ao.
    De izy ve @nareo analabarabatana eo,tadidio fa ny foza efa n’etudeny an’io alabato io fa sao nareo mieritretra fa hoe t@ 1er tour tsia d tsia tompoko

  18. I DADA RAVALOMANANA
    DIA TSY MAINTSY TAFAVERINA MITOVY NY MASOANDRO MIPOITRA AVY AO ANTSINANANA
    KA NA IZY NA IZY NO MISEHO ANAZY MANAKANA NY FIVERENANY
    TONONIKO AMINIZANY I RAJOELINA, RATSIRAHONANA SY IREO REO NAMANY TSY ALEHANY
    DIMY TAONA ZAO NO LASA
    FIRY AMINIZANY IREO TSY AMPY SAKAFO, TSY LAZAINA INTSONY NY VERY ASA
    RY ZALAHY AMINIZANY ANEFA, MANABE KIBO,MIVOAKA NY FIARA LEHIBE HUMMER
    INDRISY ANEFA NY VALALA BEMANDRY,MAHIA KELY, KAOKA TAVA, QUEL MALHEUR
    KA HO ANTSIKA IZAY MBOLA TSY METY TONGA SAINA
    NDAO RE HANDRODANA ANITY FITONDRANA MIHATRA AMINY AINA
    EFA HAMARANA IHANY NY HAVANAREO RASAMY IZAY TENA EFA LEO
    IRAY FOLO MANANA, ROA MAKA BAHANA, TELO DIA NDAO

  19. Rerak’eo enao Rasmy a,zay mb@ denise,marti zao efa voalamina ny fety,ny vary moa ty efa mora efa mb azo iafin e 500ar ny kg hay ny kapôka mantsy e,ny laoka sisa tadiavina ny menaka bobaka t@ le 2000ar ny litatr e hay ny 1/2L @le mandry mants e

  20. policotologue

    je CONTESTE ABSOLUMENT tes arguments

    qui me semblent bien fallacieux !

    1) les résultats annoncés au compte goutte : NE SONT QUE DES FLASHS qui n’augurent pas de résultats finaux

    2) un résultat partiel et PARCELLAIRE n’ont AUCUNE PERTINENCE sans l’accompagnement des critères de modérations statistiques et SURTOUT DEMOGRAPHIQUES

    3) ces modérations sont élementaires du fait qu’il s’agit de SCRUTIN UNINOMINAL UNIVERSEL ET DIRECT

    4)comment prétendre que JLR n’est pas rassembleur ?
    ==> Un perroquet peut dire sans le penser « je suis rassembleur »
    ==> de même que Andry Rajoelina a dit effrontement « je suis démocrate ! »
    Une provocation ARROGANTE de putschiste-dictateur , comme toujours.
    ==> un PUTSCHISTE qui fait tomber PAR LA VIOLENCE un président élu , désigné légitimement par la voie des urnes par le peuple :
    par définition le CLAN HERY/RAJOELINA a commis UN DENI DE DEMOCRATIE

    Ton exposé et touffu, illisible et bourré de contradictions

    ===> alors STP : épargne nous de leçons vaseuses , de contre-vérités qui n’ont d’autre but que d’EFFACER LES PISTES VERS LA VERITE !!!!!!!!!
    ===> cela s’appelle : PROPAGANDE

  21. Bayern

    depuis 2009 elle ne cesse de changer de pseudo ou similer des pseudos dialogues avec un autre accolyte

    Il n’y a ici qu’un intervenant et demi de radiuo viva qui essaie de semer la M….

    Laisse tomber : leurs interventions au ras des pâquerettes….
    pas bien difficile à deviner.

  22. A TOUS LES MALGACHES DE FRANCE SOCIALISTES OU VERTS

    je préconise en guise de protestation que toutes nos cartes soient renvoyées à JM AYRAULT, dénonçant les propos lénifiants et irresponsables de FABIUS,

    qui cautionnent douceureusement les putschistes a Madagascar comme en Centrafrique !!!!!!!

    FAUX CUL comme Guy Mollet !!!!!!!

  23. Hay lasa naka paika any frantsa ndray ny fery vao2 ooo?Maniry ko za ra maniry ho tsara mandroso ho ratsy fiverenana ho akapokapoky ny AIR BIS any ianareo mianakavy
    De mazoto miresaka @affaire fanodikodinam_bato
    Hita anareo anie Belzaboba

  24. Andeha hanamafy ny veliranony any ampotėnė any foiben’ny devoliny izy e!!
    Eto @’izay izany vao mety hivadika i beatrisy fa nilAozany any,sa niaraka aminy koa??
    Tsy hatakalon’i Hery iny vadiny matsoratsoaraka tsara2 iny ainao VODIn-tsobika TSY BIKA TSY HENDRIKA
    tsy FANAHY IO RABEATRISY a!’aza mampijaly vahoaka toy izao fa tompon’andraikitra ainao ary tsy ho afa-bela.
    Izao tontolo izao no efa manara-maso anao ary tsarovy fa TANY MASINA IO KA IZAY MANAO RATSY AO IHANY
    NO HO VIZANA, ny an’ny vahoaka ho zakany ihany anie !!!

  25. Randraniaina

    fanafikodinam-bato = CLASSIQUE DE LA FRANCAFRIQUE !!!!!!!!

    Les socialistes se gaussaient de Sarkozy (déclaration de Dakar)

    Mais de manière ENCORE PLUS HYPOCRITE les socialistes usent et abusent des méthodes colonialistes et méprisantes de la France de topujours à l’EGARD de L’AFRIQUE

    Si on ne leur « pête pas la gueule » (en bon Français)une bonne foi pour toute , comme les Algériens , les Français pensent et penseront toujours QUE LA DEMOCRATIE = Y A PAS BON POUR « G’Ô » NÊG’  » LA !!!!!!!!!

    Toujours la logique Banania !!!!!

    C’est Noel , il faut que je me calme , mais je ne manquerai pas en guise de bonne année d’envoyer de bons courriers à Ayrault, Montebourg et Harlem Désir(même à Taubira et Mamère qui est G…Gueule ,tiens ! :

    BZANDES DE FAUX CULS

  26. Politologue
    Vos réflexions ont l’air juste, seulement, il en ont l’air mais ne le sont pas vraiment. Depuis le putsch de 2009 le pays est tombe au plus bas de son histoire. Votre histoire de banque Mondiale, c’était une suspension. provoquée par la France et non un arrêt. Le déblocage pouvait passer par des nouvelles négocitations. Votre analyse ne voit pas du tout la main de la francafrique dans cette crise… Pour faire court, vos arguments sont essentillement ceux que rajoelina a dit avant son putsch.Et sur Robinson vos point de vue sont trop subjectifs.
    Et pour en finir, le « mélange de l’argent de l’état avec l’argent de Tiko ». A plusieurs reprises les retards au niveau de l’état a été souvent « secouru » par l’argent de Tiko,Les fonctionnaires ont été TOUJOURS pay » à temps à l’époque de Marc Ravalomanana. Puis quand il recuperait l’argent que les politicards crient au détournement.
    Si vous croyez vraiment de taille à critiquer rationnellement le MAP, alors ouvrons le débat, je vous attends impatiemment.

  27. Tataraiko raha ianareo,t@ fanisam_bato no niseho ny tantara:
    Rehefa nandeha ny fanisam_bato ka Hery mahazo,mafibe ny fanononany 3,refa Dr Robinson mahazo otrany tsy iteny izy manonona 33
    Refa tapitra ny fanisa de nantanina izy hay sipa ny Hery taloa

  28. IZA NO NANONGAMPANJAKANA TAMINY 2009 ny valiny Rajoelina andry nirina dit TGV SANS QUALITE
    IZA NO NITIFITRA TAO AMBOHITSOROHITRA TAMINY 2009 ny valiny TGV SANS QUALITYE
    IZA NO NANDORO NY RADIO MADAGASIKARA taminy 2009 ny valiny TGV
    IZA NO NANAO SONIA DIA REHEFA AVY EO NIVADIKA NY VALINY TGV
    IZA NO MPISOLELAKA MENA ny VALINY TGV
    IZA NO NO NANAIKY WOE TSY HILATSAKA NEFA REHEFA AVY EO NILATSAKA INDRAY ny VALINY TGV
    IZA NO MANATRIKA MANAO PROPAGANDY MANDIHIDIHY HAOTRANY NY ADALA ny valiny TGV
    IZA NO NANALANA NY VATONY TAMINY 1ER TOUR RAJAONARIMAMPIANINA MIDIKA IZANY FA NANGALATRA HIANAO
    IZA NO NATRATRARANA HOSOKA BE DIA BE TAMINY 2 EME TOUR RAJAONARIMAMPIANINA
    IZA NO NAHAZO VATO BE DIA BE ROBINSON/RAVALOMANANA
    IZA NO MENDRIKA PREZIDA ROBINSON/RAVALOMANANA

  29. Tsy mandalo maina ao Parisy
    ra-fHery vao2
    fa mitondra mody sy hampiatra izay « conseil de France – celle ci même qui est bel et bien le gendarme des nations d’Afrique »

    Ny budget frantsay isan-taona dia MISY ALLOUé HO AN’IREO COLONIES aty afrique
    Ry Risara baomba aza hono dia gendarme à Mada salarié à Euro1000!

  30. maka directives any @ renyMalalany ra-fHery Vao2

    [fanodikodinam-bato DETOURNEMENTS DE VOIX = CLASSIQUE DE LA FRANCAFRIQUE !!!!!!!!]

  31. Eny eee.Krizy mafy fiafina.
    Mba samia isika mitadidy ny krismasy sy taom_baovao 2008.
    De mahaiza mandalina sy mamakafaka e e
    De ndao anangana fikambanana ho antsika tena resy lahatra reo,atao mafy orona de tsy mila frantsay izany samia mandinika

  32. Eny eee.Krizy mafy fiafina.
    Mba samia isika mitadidy ny krismasy sy taom_baovao 2009.
    De mahaiza mandalina sy mamakafaka e e
    De ndao anangana fikambanana ho antsika tena resy lahatra reo,atao mafy orona de tsy mila frantsay izany samia mandinika

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *