RAVELOSON CONSTANT: MILA MANANA DEPIOTE MARO AN’ ISA ISIKA

constant raveloson

Raveloson ConstantTsy mbola naheno an’Ambohitsirohitra aho hoy ny Ct Raveloson Constant teny amin’ny Magro Behoririka androany Talata 3 Desambra nilaza fa hamerina ny 2009.Ny anjarantsika dia mamalona ny atambo teto amin’ny firenena. Ny fifidianana filohampirenena dia izao no dikany hoy izy, valalan’amboa ny 2009 ka na ny tompony aza tsy sahy nilaza fa ahy io. Fanontaniana no napetrak’ity mpanao politikaity hoe avela hivalona ve ny atambo 2009 ? FidioRobinson. Ny antsika hoyizy dia mametraka amin’ny olona hoe Robinson fidiana fa Hery mpanongam-panjakana. Tsy fotoanan’ny resabe intsony izao ny porte porte. Tsy mbola fay ny 2009 ve Antananarivo hy Constant ka fidio Hery. Robinson filoha, depiote I ranona sy I ranona, ary Pm dia Neny hoy izy satria isika no nanoloran’ny filoha Ravalomanana an’I Robinson hotohanana fa hampody an’I dada. Firenena hoy ity olomboantendry ity no antony ampodiana azy, ary ny fanjakana eto Madagasikara no ilaintsika hajoro fa tsy hoe Robinson dia tsy misy tohiny intsony. Ny depiote hoy izy dia antsika ihany koa satria fanjakana maritoerana sy tsara orina hanarina ny firenena, mendrika ny Malagasy ny mijoro, sy miaina rehefa niaina tao anaty loto. Ny dikany hoe fanjakana tsara orina hoy izy dia antsika koa ny maro an’isa ao amin’ny Antenimiera. Ny tolona ataontsika dia ohatra ny mora nefa lalina satria ohatry ny mora ny hoe mbola mila 2009 ve isika? Mila depiote maro isika satria tsy mitady anareo hanendry ankoho hafahy rehefa miteny hoe ataovy maro ny depiote. Mila mpitolona lasa depiote isika hoy izy satria mila fanjakana maritoerana. Dikan’izany dia mody I dada, foana ny hetsika politika, mivoaka ny gadra politika ary ny hainomanjerimpanjakana dia iarahana mitantana.Ny filoha tsy manana depiote izany dia tsy maritoerana. Rehefa tsy mila fanjakana mifamosavy isika hoy izy anatiny ao dia omeo depiote maro iaraka amin’I Robinson. Ilaikely hoy Constany tamin’ny Alahady dia efa namoy fo sao mihevitra fa ho Praiminisitra fotsiny. Tsy avelany, tsy misy Rajoelina ho Praiministra izany eto hoy izy fa mieritrereta ianareo miaraka aminy, efa tsy TGV izy ary efatampin-dàlan-kaleha.

22 pensées sur “RAVELOSON CONSTANT: MILA MANANA DEPIOTE MARO AN’ ISA ISIKA”

  1. Aleoko i Denise hiteny toy izao. @ izay dia hitan’ny olona hoe toy izao nympanohitra ny ankolafy RAVALOMANANA ka nahatona ity krizy lava indrindra hatr’izay nisian’ny Madagasikara.

  2. Ianareo ve tsy mbola mahafantatra fa ny ataon’ireo tohanany anie no lazainy fa ataon’ny mpiaro ny ara-dalàna ê !

    Dimy taona ny foza no nitondra loza !
    Dimy taona i denizy no faly sy mitaiza krizy !

    Efa teny amin’ny 13 mai ry fozan-doza no mamosavy vahoaka, dia mbola mitohy foana izany hatramin’izao, satria tian-dry zareo ho domelina amin’ny toaka sy zava-mahadomelina ny vahoaka ! Ho domelina toa an’ilay tompoiny !

    Vavolombelona ny vahoaka, ary nahita maso ny loza entin’ny foza !!

    Coliseum Andry Rajoelina : Mamo tampona hatramin’ny zaza !!

    http://www.lanation.mg/article.php?id=8070

  3. Tao amin’ny gazety La nation ihany !

    ….
    « Ce qui fait qu’après cinq ans de pouvoir, le parti TGV n’est plus qu’une minable structure qui se contente de solliciter les appuis des autres pour avoir une hypothétique légitimité ».
    ….

    Ledit parti TGV, n’a été enregistré officiellement que depuis quelques mois seulement.
    Il me semble que c’est Lanto be même, secrétaire « national » de ce parti fantôme, qui l’avait annoncé aux media.
    Miroir aux alouettes qui aiment se faire plumer, le ou plutôt LA TGV ( Troupe des Grands Voleurs ) n’est qu’une structure brinquebalante et montée de toutes pièces.

    C’est son con cepteur même, qui va la conduire à sa perte. Bientôt les tgvistes auront de la part du peuple malgache, les mêmes considérations que les anciens nazis avaient eues des européens !
    Les malgaches ne les oublieront pas de sitôt !

    Andry Rajoelina oublie son TGV !

    http://www.lanation.mg/article.php?id=8065

  4. Ny ahy ny mahafinaritra ah @ Denise, apretiny kely reto de mirehitra daholo, ny rambon’ilay kintana mainty demony moa @izay midingina be. Za woa lainga lainga fa tsy nahita olona tsy mahay politika sy lasan-ko vavany fotsiny otran-dRACOSTANT, sy ry fils à papa ireto aho. Tsy mahatsiaro tena mihitsy fa io havendranan-dreo io sy ny dadany no mampihitsoka azy 5 taona hiampy 5 taona… de ho very faty any. Ny mpamono olona zany koa tsy ho tafandrimandry sy henjehan’eritreritra lava mandram-pahafatiny e! Aza mba manao ratsy an’io tanindrazana io ihany fa mifofo volo raha ho tafavoaka.
    Ny mampalahelo, de ity rangahy tsy manan-tsafidy, Robinson ity, fa de mazava be zany fa raha lany eo de ireto ny zavatra hitranga.
    Raneny Kalalao no ho ao Mahazoarivo, Rasaribakoly no ho ao Ambohitsorohitra. Tsy hanana député ny AVANA, fa ny TIM zany no ho maro an’isa, defa mahafantatra tsara ane Bakolibe, fa tsy hanana fahefana @ maha prezida azy, fa Radadaosy sy Raneniosy ny hikomandy azy. Raha mba te hidrikina, de ho pepo satria zahay no nandany anla. Ny loza ary, de tsy ho tafapetraka eo 5 taona akory io, fa araka ilay kajikajy avy atsy atsimotsimo atsy de tsy maintsy hotendren’Bakolibe sénateur Rainivoanjo, de handray ny filohan’ny sénat, de aongana Bakoly, terena na mivantana na ankolaka, hametra-pialana, na vonoina mihitsy araka ny efa tsy mahasalamamalama fo azy. Ny rafozam-baviny sy ny aretiny aza moa sahiny natao fitaovana politika mandra-pahafatiny, maika fa zay Rajaona Bakolibe.
    De zay le izy, zay zavatra haorina @ ratsy, sy @ tsy marina, de tsy hahomby na ho rava foana, ary aza misioka woa raha tsy tafavoaka ny ala, fa Rahery, Hajo, Rolland, Edgar, olon-dRajoelina daholo ireo, kanefa ireny ny vato azony, tsy arakarak’ilay woe, vitanay 70% 1er tour io, kanjo 21% sisa vato mba azon-Drainivoanjo, zany woe, ireo zany ny gasy mbola malahelo azy. De hanantena ireto fa hitombo be 30% tampoka eo io, satria ny mpifidy an’i Hajo, Rolland, Camille, ho lasany daholo, de mapme be e!
    Omeko sopapa fotsiny, fa na ny fanokafana ny propagandin’ny fihodinana faharoa aza tao tsy nahafeno ny magrorereka akory.
    De inona no mampikotaba an’i Mamy sy Hanitra, nametraka fitoriana fa miseho masoandro manohana candidat, kanefa ireo samy mpitondra andrim-panjakana mikabary manohana imasom-bahoaka, miaraka @ sarin-dRaosy mivandravandra be.
    Raha za nareo vao maika faly, fa Rajoelina efa tsy populaire ntsony, de avelao hanao, fa tsy ho lany eo io candidat-ny io. Ny marina de ny mpifanohitra @izay, fa ho lany avy hatrany zay ho candidat tohanany eo.
    Ka mieritrereta @ hadondronana sy ny tsy fahaizana politika, fa ho tavela any foana Raosy ô! Efa ela woa zahay no niteny, fa henjana be ny adve nareo, mbola tsy miaiky foana.

  5. Tena milay be ireny fanapahan-kevitr’i Rolland Ratsiraka sy Dadafara ireny an! Ny an’i Hajo indray dia tsy maninona na neutre aza izy, zony izany, saingy ireo olona nifidy an’i Hajo anie ka proRajoelina daholo ny 95%’ny e! Ny an’i Vital indray dia ireny hita ireny ny hatezeran’ireo nanohana azy tany Tuléar.

  6. ho an delise & lojika:TSAPAO INDRAY ALOHA NY HERINAREO,117 ny kandida ny MASOANDRO MODY,tandrem sao marar tampok ao,f ef tong sain daolo zao nkil,ar ny RAn’ireo novonoin’ny AKAMANAREO no miantso ankehitriny »MANANGATRA »MBA TONG SAINA

  7. arao tsar ny vao2 r lojik a!ts nandrotsak depute mits ne ny tim e,f zao tsapao alo ny HERINAREO,ny hery VAO2,mants ef ita iny e!d ho itatsik eo ko ny manarak,f na prezida ny FOKOTANY ar marin raha ho LANY

  8. Raha mbola ho tohizako ilay resaka momba ny alliance ka asian-teny ny momba an’i Sarah Goerget dia tsotra: ireo olona nifidy an’i Sarah Georget anie ka ireo olona mba naniry hoe hifidy vehivavy e! Mino ary aho fa tsy nisy zanak’i dada nifidy azy satria ny zanak’i dada dia tsy nisy fisalasalana fa Dadarôby avy hatrany mba hahazoana ny 1er tour dia vita (hihihi! kinanjo moa…). Noho izany ireo nifidy an’i Sarah koa dia proRajoelina ny ankabeazany, saingy nisalasala hoe iza amin’ireo candidats proRajoelina no hofidina, ka naleony nifidy vehivavy, satria mety mba hahaliana izany hoe vehivavy zany no filoha! Kanefa moa tsy nafakatra Ravehivavy. Ka amin’ny 2ème tour àry, rehefa tsy tafakatra i Sarah ka nisafidy an’i dadarôby, dia tsy hiaraka aminy intsony ireto nifidy azy satria tena mankahala an-dRavalo izy ireo. Noho izany dia i Hery no hofidian’izy ireo! Koa am-bava homana am-po mieritreritra!

  9. Kintana! fa loza inona ity hamamoana???
    Maty aho tanindrazako fa sendra izay olona tontom-bintana ,
    VOOOONNJEEOOO!!!Avoty ny tanindrazanay Andriamanitra ô!!
    Fomba fiasan’ny devoly mihintsy ity doroana @ zava-mahadomelina inty mba tsy ahitan’ny
    olona ny hataony rehetra satria fantany tsara fa ny GASY tsy azo amidy intsony dia MAMOANA.
    ireo mpivaro-toaka koa no tokony ho HARIMPAKA eo fa ireo mihintsy no voavidy ary efa miaraka
    @ zava-mahadomelina mihintsy angamba izany. Ny mahonena dia iza moa no mba hanara-maso
    na afaka ny hanakana izany???VONJEO ANDRIAMANITRA Ô!!!VONJEO MADAGASIKARA!!!

  10. Denizy mpamboly krizy dia i lojika taranak’alika « ihany » no tena tsy menatra ho fahavalon’ny malagasy ato !

    Tssssssssss !!!!

    Aza be safara eo, fa asaivo omen’i domelina an’i Beriziky fotsiny ny pasipaoriny mba hanatrehany an’ilay fanasàn’ny menasofina, na dia olona tsy azo antoka firy aza ity natao ho pm ity !

    Na dia tsy tokony atrehana akory aza io fanasàna io, dia tsy olona, sady tsy malagasy rà ray sy reny no mbola mpanohana an’ireto mpanongam-panjakàna ireto no tokony hiseo ho solotenan’ny vahoaka !

  11. zao denise a!vehivav no tadiavinao?ao i NENY atao PM,ar az manonof sa mbol tratry ny fantsy t@ 1er tour ka mbol lasam-boron,d lazao ko hoe:fianakavinareo daholo reo nifid an SARA,ef voahoman NY TERAIN D’ATERESAZY ny LIKILIKY,ar enao AHONA?

  12. ty misy tenin’ny soratra masina atolotra an’i DENISE & LOJIKA d zao aza menatra manao AUTOCRITIK : »rehefa mitombo ny fandikan-dalàna dia mihena ny fitiavan’ny maro »

  13. Ary sao dia mba fantatrao Ra-Constant ireo tsy valahara, tsy mahataty demôkrasia, ireo mpanongotra ny afisin’i Manoela ?

    Maro ireo afisin’ny kandidà mpanohana ny ara-dalàna, fa dia hafa kely mihintsy ny fanongotana ny an’i Manoela, ary ny azy irery no tena lasibatra ! Midika izany fa tsy kandidà foza no manao an’ilay sotasota ! Miendrika fankahalàna matsiravina be mihintsy !

    Ny vahoaka anie no misafidy sy manendry izay tiany hisolovav’azy ê !

    Mba lazao ry zareo ireo rahatoa ka misy mba fantatrao, na mba andefaso môrsa kely any ho any, fa tsy hitondra an-dry zareo ho aiza izao toetra tsy mendrika ataony izao !

  14. Ka efa teneniko an’ialaha foana fa Manoela dy tsy mahay MISOLELAKA no tsy
    mandray VOLA MALOTO.
    Izay azo taritina any @ ranom-potam-POZA ihany no TOHANANA tsara, izao no miariary fa ao amintsika
    ao ny LESOKA SY FAHAVALO fa sy ny FOZA , MISY FOZA NOHO NY FOZA ao @ ANKOLAFY DADA ao,
    dia ireo RAJAKOM-POZA izay sy sasatra ny mandetika ny firenena , mamahan-dalitra ny vahoaka.
    Aza kivy Manoela fa hoy dada hoe:  » hitako daholo ireny a! » .
    TOKONY HISY SIVANA BE MIHINTSY AO @ ANKOLAFY RAVALOMANANA ao fa tena SIMBA ary misy fitaovana
    tsara ampiasain’i FOZA ao.KA MIBANAKA KAH!!!!MANOMBOKA ANY @ LOHANY MILA KAPAINA FA EFA LO tsy
    misy azo hianteherana intsony ny aminy, BE LOATRA ILAY LESOKA ARY IZANY NO TSY AHITANA FAHOMBIAZANA
    TOY IZAO FA TSY INONA AKORY.

  15. Izaho aloha tsy afaka hiteny hoe iza na iza ê ! Mba lasa fotsiny ny saiko raha mba nandre zavatra mampalahelo tahak’izany !

    Manao fampielezan-kevitra no tokony ho ataon’ny kandidà satria efa antomotra ny fotoana, fa tsy « hiambin’afisy » na « hanakaram’olona hanao an’izany » !

    Ny vahoaka hoy aho no « tompon’ny vava », izay no nahatonga an’ilay hoe « solombavam-bahoaka » ! Tsy izany va ? MDR !

  16. Oadray, misy adino ! MISOLELAKA hoy ianao ranavalona ???

    Ny vahoaka tsy niteny hoe mandehana « misolelaka » amin’ny anaranay ! Iroe izay faly manao an’izany, dia tsy tokony amin’ny anaran’ny vahoaka, fa azireo samy irery any ( avec ou sans PQ )!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *